text stringlengths 10 11k |
|---|
Masaka mpamari-toetra ny teny hoe masaka. Teny fampiasan’ny olona eo amin’ny fiainana andavanandro izy io. Natao hamaritra ny zavatra iray efa tonga amin’ny ilaina azy izy io. Fampiasa hamaritana ny voankazo fihinam-boa efa matoa ka tonga amin’ny fotoana fiotazana azy, tahaka ny hoe manga masaka. |
Teo anatrehan’izany indrindra no nahaloabolana an’i j. J. Rabearivelo hoe ny poetan’ny fahafatesana eto amintsika no azo lazaina fa ravaka tsara sy marevaka indrindran’ny tononkirantsika. Isan’ny mahatanteraka ny zavatra nokendreny izy ka nahay nampiseho tamin’ny mpamaky ny andinindininy madinika indrindra amin’ity fia... |
Aheky ihany aloha nangeha a nantsoina abidahôlo rehetra nampangaika nampiantso ase a isika na ifatra nanotika ohatra nanotika ny kibony aropoka hoanina fotsiny amin’izao niany androany anio ambery heverina nitakomina nilanjaina nobataina ameteky omeo aty nitambizo niandry ampisalariny ampifilafilainy nitambizôna nandra... |
Fanehoana ny zava-nisy niainan’ny malagasy tsy ny zava-nisy rehetra akory no nasehony, fa ny ampahany ihany izay noheveriny fa ampy hisarihana ny sain’ireo mpiara-belona aminy. Ho hita ato anatin’ity zana-pizarana ity ny zava-nisy talohan’ny fanjanahan- tany sy ny tao anatin’ny fanjanahan-tany, ary ny taorian’ny 1960. |
Ny fiantraikan’ny zava-misy eo amin’ny sehatry ny fanabeazana |
Fônksiônalisma tsy natao ho an’ny rehetra i robert king merton 1910-2003 , izay sôsiôlôga amerikana no azo lazaina ho ray mpamorona ity karazana fônksiônalisma ity. Nasehony ny tsy fitovian’ny heviny tamin’i malinowski sy radcliffe-brown tamin’ireo tsangan-kevitra telo teo aloha ireo tsangan-kevitra miompana amin’ny fi... |
Araka ny loharanon-kevitry ny seimad |
Fantatra fa miroborobo tokoa ny fidiran’ny haitao isa-karazany eto madagasikara. Iray amin’ireny ny sarimihetsika, izay efa miha mahazo vahana hatrany. Koa mba hahafantarana misimisy kokoa izany ary, dia ndeha havoitra ao anatin’izao asa fikarohana amin’ny fizarana voalohany izao ny fampahafantarana ankapobeny momba ny... |
Fetran’ny asa |
Fampiasana ny tsirin-teny sara-droa per an mifamaly amin’ny matoanteny iasan’ny tovona ber- ny anarana miforona amin’ny tsirin-teny sara-droa per an mirafitra ka amin’izany ny endrika per- dia mifanova amin’ny ber- ary ny endrika -an mifanova amin’ny ny anarana azo amin’izany dia manondro ny hetsika na toerana ambaran’... |
Ho fanatsarana ny tanàna dia miara-miasa ny mponina sy ny mpitondra. Tomponandraikitra voalohany amin’izany ny ben’ny tanàna amin’ny fandrafetana ny drafi-pandaminana. Misy ny asa lavitr’ezaka, sy fohy ezaka. Laharam-pahamehana aloha ny fanadiovana ny tanàna izay tena mahamenatra ny mahita azy. Tampenana ireo fantsona ... |
Notanterahiko ny hevitro, ka rehefa vita ny fifampizaranay telo mianadahy dia nametraka ny fialako tamin’ilay karana niasako aho, nividy ny kojakojan-javatra samihafa mety hilaiko, ka nandao an’antananarivo sy ny momba azy. Izany no nahatongavako teto ambohitraivo. Ary mbola eto aho mandraka izao na diso aza ny fanante... |
Niezaka izy hanadino ilay sainy anefa toa tsy mino ny tànany mikorisa ihany maneho ireo teny avy aminy any. |
Religion et croyance à madagascar ; guide. Toutmada. Com religions-et-croyances découvrir 121. Html 17 d razafindrahaniraka ny literatiora an-tsoratra malagasy nandritra ny vanim-potoana 1996 2002, mémoire de c. A. P. E. N, e. N. S antananarivo 2007 |
T10, t25 t25, t30 |
Va tak 184 319 va tak 54 |
Biet, brighelli, rispail, littérature 2, collection littérature. Edition magnard, paris, 1989, p 136 des lors on appellera figure du discours tous les procédés volontaires visant à donner forme à cette platitude. |
Zavavy ianao bikàna tsy rototra fidola ry endrika igagàna fa mivantana ao an-tratra iriana tafahoatra ny ho eo anilanao ny endrika ivelan’ilay tovovavy eto no tena nanaitra ny mpanoratra ka nahatonga azy hitsiriritra fatratra ny ho eo anilany. Tao ny bika, ny endrika ny feo ny famindra, sns. Ohatra 2 tononkalo’i r. Cof... |
Hita taratra tamin’izay voalaza izay ary fa mampiavaka ny sarimihetsika ny fiovaovan’ny toerana aseho ao. Ndeha indray hojerena fa anisan’ny mandrafitra ny sarimihetsika ny fisian’ny feo. |
Tany amin’ny tononkalo fiventesana ny fahafahana sy fahaleovantena fikaloana ny fitiavana fihirana ny zavaboary famborahana ny alahelo sy hanina fivetsoana ny alina sy nofinofy tany amin’ny sombin-tantara fikaloana ny fitiavana famborahana ny alahelo sy hanina |
Ny hanina anay e, ravo e ! E ! Ry lahy 10 raha manina anay dia ny peniona no raiso mba hampitenenina, fandrao ny alahelo raketina mihombo ho tonga aretina ! Ny hanina anao e, ravo . |
Ilay tovolahy malalany eto no miteny. Jereo ny fifandraisany amin’ny tenin’ireo anadahin’ilay solemita hita ao amin’ny tdt 1 6 |
Famintinana ny toko ii fizarana iii fomba filazan-javatra nenti-nanambany ny hafa toe-javatra ametrahana ny hafatra fanambaniana ny hafa |
Fizarana fahavalo fonoraty nitodi-doha hody izy avy eo , nandalo tanàna maro anisan’ireny i fonoraty , tanàna eo andrefana tendrombohitra sady takon-drivotra no lalovan- drano. Nividy fitafiana hisoloana sy nidio tao izy, satria efa nahatsiravina noho ireo toe-javatra nihatra taminy ny teny an-kodiny . |
Toerana iray ihany no misy ny ivotoeran-tserasera ao anatin’ny distrika. Tsy mahavaly ny filàn’ny tantsaha avy lavitra izany. Natokana hoan’ny mahay mamaky teny ihany koa ny fampiasana ny peta- drindrina. Mazàna tsy misy afa-tsy soratra izy ireny raha ahitana sary sy loko marevaka indraindray ny takela-by. |
Raha zohina ireo tononkalom-pitiavana marobe ao amin’ny asa soratr’i faniry vatosoa, dia azo lazaina fa toe-javatra maro no mety ho antonym mampitsiry izany fitiavana izany. Ny an’i sitraka, tsiky no mampirongatra ny fitiavany, ao amin’ny tononkalo hoe izy nitsiky izy nitsiky no nampivoha ny foko nihidy izy nitsiky no ... |
Amin’ny maha-zanatany frantsay an’i madagasikara, dia tsy nitoka- monina akory izy, na dia nosy aza, fa nifandray tamin’ny firenen-kafa, indrindra fa tamin’i frantsa, izay nanjanaka azy. Noho izany no antony anombohanay ity zana-pizarana ity amin’ny zava-nisy eran-tany, izay nisy akony teto madagasikara |
Midi madagascar, lah 7726, 07 janvier 2009; lah 7741, 29 janvier 2009; lah 7747, 31 janvier 2009 |
Ny hazo malahelo milofik’ aok ’izany ny fo mamelovelo misento, mitomany. |
Mba hialana amin’izay fiheverana izay ary dia nosafidina ity lohahevitra ity iray ihany ve ny fiteny merina sy ny malagasy ofisialy? Tsapa tokoa mantsy fa manan-danja lehibe eo amin’ny fifandraisana ny teny ary antoka iray isian’ny fifankahazoana eo amin’ny olona na faritra roa na maro samihafa izany. Raha ny eto madag... |
Mpampianatra |
Alarobia antelomita mantasoa |
Fehiny lafin-javatra maromaro no tsapa tao aminrny boky fary mamy, kilasy famaranana. Anisanrizany ny famolavolana ny boky tsy hanaraka ny fandaharam-pianarana natolotry ny fanjakana. Na izany aza anefa, dia hita taratra tany anatinrireo lahatsoratra sasantsany ihany ireo lohahevitra tafiditra any aminrny fandaharam-pi... |
Ny haratsian’ny zava-mitranga no miteraka ny fanesoana. Noho ny lalàna mifehy ny fiarahamonina anefa dia ilaina ny fitandrovana ny teny ampiasaina. Izany indrindra no mahatonga fampiasana ny sarin-teny fanovana endri-javatra rehefa maneso olona mibaribary. |
Bourneuf et ouelet, |
Ny fampakarana ny fanevam-pirenenena dia ny alatsinainy maraina amin’ny enina ora sy dimy amby efapolo ary tsy maintsy atrehin’ny mpianatra rehetra. Ny fahatarana amin’izany dia mahavoasazy sady mampiantso ray aman-dreny. E- fitondran-tena an-tsekoly |
Kolejy saint michel |
Analyse de la production l’analyse de la production se base sur le chiffre d’affaires qui regroupe la vente des marchandises et la production vendue. Les ratios traduisant l’activité peuvent être déterminés dans le tableau ci-après tableau n 16 evolution de la production |
Rehefa nandeha ilay famelabelarana dia fahadisoana maro no hita tao amin’ny asan’ny sokajy indrindra tao amin’ny votoatiny, satria nisy mihitsy aza ny hevitra diso tsy araka ny tokony ho izy, nisy ny hevitra tsy ampy, tao ny fehezanteny tsy misy heviny sy ny maro hafa. Noho izany, tsy niteraka fahombiazana teo amin’ny ... |
Bàta batabata batà- ina bataina ny entana fa tsy tarihina. Voly volivoly voli-ina volena voninkazo ny manodidina ny tokotany rehetra. Solo solosolo solo-ana solona matetika ny lamban-jaza fa sao mando. |
Dubois, 1973 voambolana communication la situation de communication est définie par les participants à la communication, dont le rôle est déterminé par je , centre de l’énonciation, et par les dimensions spatio-temporelles de l’énoncé ou contexte situationnel |
Dieny mbola teniko ny taniko tantara misy rima jamba -fosa alike |
Valin-teny 1- efa hainy hatramin’ny fahazazany mora hay maneho ny maha-malagasy mirakitra ny fahendren’ny razana 2- tena ilaina eo amin’ny sehatry ny asa. 3- azo antoka ny ho aviny. 2 |
Ny tsoraka miverimberina ao anaty asa soratry ratsimba georges ny mari-piatona tsoraka. Manana ny lanjany lehibe ireny amin’ny fampitana ny fihetseham-po. Teo ny ankizy ary nanana izay anjara tandrify azy ny tanora sy ny lehibe. Vao jeren indray mitopy ireo tononkalo voafantina ho an’ny ankizy, ny zavatra manaitra dia ... |
La sémantique, presses universitaires de france, paris. 126 p. |
Teo amin’ny malagasy, ny fandrosoana na ny fivoarana dia tsy midika fanapotehana ny teo aloha. Tandrovina hatrany ny fifandraisan’ny velona sy ny maty. Toy izao ny voalaza ao amin’ny ka 2 tak. 152 koa raha alefa ao anatin’ny tany ny tsiny, dia manjary iharan’ny tsiny mbamin’ny maty, ka tsy mety alefa ao ny tsiny ilafih... |
Sehatra tena isehoan’ny pci ny fananan’ny olona fahalalana amin’ny famolahana sy ny fikirakirana ny zava-boaary ary izao tontolo izao. Misy ny olona tena afaka mamoaka hevitra tsar any amin’izany, noho izany dia tafiditra ao sehatra isehoan’ny pci izy noho ny pci izzay voafaritra fa nolovaina tamin’ny razambe, mivoatra... |
Raha tonga ny manjo ka mamely tony tena, moa ho kivy va ny fo ka ny saina koa hivena? 5- tsia ry foko matokia ao jesosy tena tia |
Latabatra miady hevitra, |
Kelifaritra. Talata volonondry no be mponina indrindra izay miisa 3.496 olona, raha ambohimiadana no vitsy mponina indrindra satria 345 olona ny ankamaroan’ireo fkt dia misy mponina eo anelanelan’ny 500 hatramin’ny 1000 mihoatra 376 amin’ny isan’ny lehilahy kosa ny vehivavy amin’ny ankapobeny ary ao ambohimahavelona sy... |
Ny nahafatesan’ny zanany maharary ny ray aman-dreny noho ny kapoka ny famoizana zanaka. Tsy mahagaga raha namela aloka teo amin’ny fiainany mandrakariva izany. Nangidy tamin’ny mamatonalina tokoa ny fodiamandrin’ny zanany lahy. Samy voarakiny an- tadidy avokoa ny zava-nitranga rehetra tamin’io zaza io, hatramin’ny nidi... |
Activité économique hetsika ara-toe-karena |
Mba hahafahan’ny mponina miaina ao anatin’ny filaminana tanteraka dia niditra tao analandolo i dokotera ndretsa nijery ny tena zava-misy marina ao tsy hihemotra manoloana ny zava-tsarotra izy fa hiroso hatramin’ny farany mba ho fanavotana an’ireo mponina manodidina an’analandolo .260 maneho ny fifanampian’ny mpiara-bel... |
Miovaova kosa ny hafainganan’ny fitantarana indraindray haingana, ary indraindray miadana. Miankina amin’ny toe-javatra tian’ilay mpitantara hasongadina izany. Ao anatin’ny tantara foronina fa velona indray no tena ahitana ity tranga ity. Ohatra, ao amin’ny tak. 10 -11 vitan’ny mpitantara ny naneho ny fiainany nanombok... |
Hoy rakoto omaly hoe niasa aho |
E! E e e! Eny radada ô ô! Mandeha moramora beson-kira eny ramama ô ô! Mandeha moramora beson-kira eny razoky ô ô! Mandeha moramora beson-kira eny razandry ô ô! Mandeha moramora beson-kira ry havana rehetra mandeha moramora beson-kira |
Tsy afaka mieritreritra ela 8 8,60 |
Ny filalaovana amin’ny ohabolana, toy ny ny alika jamban’ny taolana fa ny olona kosa dia jamban’ny |
Antony avy amin’ny taranja fahalalana amin’ny maha singa mandrafitra ny taranja fahalalana ao anatin’ny telolafy haifampianarana sy noho ny fifandraisana misy eo aminy sy ny mpianatra no antony andinihana azy. Ny 10 tamin’ireo mpianatra nohadihadiana mantsy dia nilaza fa avy amin’io taranja malagasy io no nahatonga ny ... |
O! Ry roy e! O ry roy e! Zato beson-driana mimamamama! Miraondraona eo avara- tanàna; manaitra tory misasak alina, 5- mandenti-tsento ao anivon ny alina ! Eny ho aho ry roy e! Ny vetsovetso atopatopany, ka rendrika mbamin ny fialofany! |
Malo fitsarana ara- piarahamonina fitsarana ara- panjakana loharano niaviany fandikana ny fitsipiky ny fiarahamonina fanohintohinana ny zon’ny olombelona ny endrika isehoany misy disadisa eo anivon’ny fiarahamonina famakafakana mijery ifotony ny anton’ny fifanolanana ny mpitarika miantso fivoriana anambarana ny fifanol... |
Ny asa hafa anisan’ny asa hafa iveloman’ny olona sasany ao marololo ihany koa ny rary sy ny jono. |
Ao amin’ny aml 3 dia voalaza fa teny anosy no nandraisan’ireo mpaka an-keriny an-drabarinony. |
Ii. Cadre d’orientation du curriculum malagasy |
Famolahana fahalalana fianarana |
Tsy afaka miditra amin’ny efitrano fianarana sy ny atelier ny mpianatra raha tsy misy mpampianatra na tompon’andraikitra. Tsy azo atao ny mifindrafindra toerana ao amin’ny efitrano fianarana. Tsy mahazo miditra ny faritry ny sekoly ny mpianatra raha tsy manao ny fanamiana. Tsy azo atao ny mikasika zava-mahadomelina ao ... |
Fizahan-takila 01 0- teny fampidirana. 04 0-1-ny anton’ny safidy. 05 0-2-ny zava-kendrena. 06 0-3-ny petraka olana sy petraka hevitra. 06 0-4-ny fomba nanatanterahana ny asa. 07 0-5-ny olana sy ny vahaolana. 07 0-6-ny haitsikera. 08 0-7-ny fetran’ny asa. 09 0-8-ny drafitra. 10 |
Ranon i marovoay, misafo sisina ny rano amoron-dalana manoloana azy iny, miditra an-trano ny moka ny alina, mifanjevo ny lalitra ny antoandro. Indroa andro izao no mba nihantona kely ny orana antoandro fa ny alina vao miala liana. Fotaka izany eran ny tanàna izany raha vao maraina! Soa ihany fa mahery ny tanik andro ka... |
Suite collecte des données secondaires effectif de la population situation par âge et par sexe, taille de ménage, densité |
Latsa-paka ao amin ity foko ity ihany koa ny finoana ny razana sy ny fanahy ao amin ny natiora. Heverina fa mpanelanelana ny olombelona amin ny zanahary ireo hery tsy hita ireo. Natahoran ny olona indrindra izany. Inoany mantsy fa mandehandeha sy miriaria eny tontolo rehetra eny izy ireny ka afaka manatona sy miseho am... |
Est ce que c’est suffisant d’être un simple paysan habitué au labourage de participer au sport asa tany ? Un simple paysan travaille sa terre pour se nourrir et pour gagner du vivre à sa famille, tandis que la pratique d’une compétition du sport asa tany un autre comportement pour être vainqueur à la compétition |
Sarotra alamina |
Lalam-be 30 |
Ny habaka misy ny mpamaky |
La marmaille 4 04 l’hirondelle 3 05 la tourterelle 4 04 les lauriers b 4 04 les lapereaux 4 04 saint pierre malaza 6 06 vatosoa iii 7 04 loharano zap 1563 ny isan’ny mpianatra ao amin’ireo sekoly tsy miankina amin’ny fanjakana ireo. Koa satria iray ihany ny ceg ao andoharanofotsy, dia maro ireo sekoly tsy miankina mifo... |
Kanefa tadidio f’hatrany am-piandohana ny olona voaozona voaozina ho tia voaozina ho roa roa ho zary iray hatrany am-piandohana no efa voasoritra sy efa nohariana izay silaka fanahy ho an’ny olona rehetra tsy misy afa-misakana ny tsindry ny anjara ny zanak’olombelona kanefa eto misy vao eny am-piandohana ny mpifankatia... |
N’est plus innée ; elle est une capacité adaptive et contextualisée, dont le développement requiert un apprentissage formel ou informel. |
Misy teny maromaro nofoanan’ny elanelam-panahy eto ka mahatonga ny fomba filazan-javatra hihamalefaka. Tokony ho izao io fehezan-teny io vita ny fifaninanana izay natao androany fa miomana amin’ny ady mbola atrehina amin’ny ampitso fohy kokoa ny filazan-javatra amin’ilay endriny nanehoan’ny mpiteny azy saingy tonga dia... |
Guiraud p et kuentz p , la stylistique lecture, op-cit 14 en repérant valery l’idée de l’écart, charles bruneau écrit la stylistique est la science des écarts ajoutant encore l’écart est uner faute voulue |
Mba tsy hampanano sarotra ny fanaovana asa fikarohana toy itony, dia ilaina ny fitaovana samihafa, toy ny fitaovana fandraisam-peo tsy nanana izany izahay fa nionona tamin’ny fandraisana an-tsoratra izay voalazan’ny olona nanaovana fanadihadiana hatrany, hany ka maro ny tsy voaray araka ny tokony ho izy, ary tsy maints... |
Manodidina ireo eo amin’ny fiainana andavanandro indrindra amin’ny fiteny sy ny fomba amam-panao ary ny lahabolana. 1.1.2. Ny kaominina sy ny fokontanin’ i marolambo |
Misaotra indrindra tompoko ! Ravoarimino feno hasina. |
Discours prononcé le 4 mars 2005 à new york, lors de la 49ème session de la commission sur la co de la femme. |
Fa dia efa tsy hita intsony! He! Jereo ange itony trano vitsy mba naoriko! Raha vao misy iray mitranga dia rakofako fanitso, fa ny tafo tanimanga! Ny vahiny sendra teny no mitsiriritra ireny aoka izay tsy ho tohizana sao manjary mahavizana. Fa manitika ny saiko sady tiako hofantarina iza marina no nanodina ny saiko, sy... |
Niditra ho mpikambana tao amin’ny fikambanan’ny pôeta sy ny mpanoratra faribolana sandratra ny mpanoratra ny 30 novambra 1990. Niala tao izy rehefa nanambady ny taona 1992, noho ny fiheverany fa tsy tokony hohamaivanina ny fikarakarana ny fiainan-tokantrano. Nikambana tao amin’ny vondron’ny mpiangaly tantara indray izy... |
Ceres, convention de partenariat entre l’association promes et la direction régionale de l’education nationale, tak 2 l’association promes promotion economique et sociale , régie par les ordonnances n 60-133 du 3 octobre 1960 et n 60-063 du 22 juillet 1960 sur les associations , n d’enregistrement 1052-pa ant spat ass ... |
Araka ny hita eo ambony dia miseho amin’ny alalan’ny fehezan-teny mifamaly rafitra, mitovy hevitra izay manana endrika chiasme izy ity mba hanehoana fa ny fiteny madio sy marina no tena tian’ny mpanjaka hanjaka eo amin’ny tany iadidiany. Izany hoe ho fanamafisana fa tia ny olona miteny marina ihany koa no antom-pisian’... |
Tobias gombert et al. Manuel de la démocratie sociale 1- fondements de la démocratie sociale fes. 39. Reverdy thomas, sociologie des organisations , hal archives-ouvertes. Fr, 15 septembre 2015 40. Nelson mandela foundation, reflections on ten years of basic education in sa johannesburg, september 2004 41. Ministere de... |
Pta plan de travail annuel ptf partenaires techniques et financiers spvs service de la pédagogie et de la vie scolaire passoba projet d’appui des services sociaux de base pe programme d’emploi pv procès-verbal tdb tableau de bord unicef united nations children’s fund ou fonds des nations unies pour l’enfance usaid unit... |
Ny vintana sy ny nitrangany ny vary filaza tatsimo |
Tsy mitovy koa ny toerana ananganana ny sehatra. Tokony hirindra amin’ny tontolon’ny tantara ny zava-miseho eo an-tsehatra amin’ny tantara tsangana matromatroka ny hazavana raha alina ny andro ary mazava be ny sehatra raha antoandro. Sarotra ny manatanteraka izany raha tsy ao anaty trano. |
Faingàna, mitsangana r’ilay mahery fo! 35 meteza ianao hikomy, handrodana ny ambony, hamoaka ny talenta hamolaka reo avo maditra hetaheta hamono ny tsy mariny, 40 hanandratra ny rariny! |
Mba hampilamina ny fandaharam-potoana moa dia ny ora fisakafoana sy fialan- tsasatra no ferana ho ora iray ihany. Ampy tsara ny rehetra anefa io ora io satria ao amin ny sekoly avokoa ny rehetra no misakafo. |
Zava-dehibe maneho ny maha-izy azy ny firenena ny fananany izany antsoina hoe fahafahana izany. Raha iverenana fohy mikasika ny tantaran’i madagasikara nandritra ny vanim-potoanan’ny fanjanahan-tany dia ny frantsay no nitondra sy nanjakazaka teto ary azo heverina fa nanao tsinontsinona ny zo maha-olona mihitsy tamin’ny... |
Dilam-bolan-tsinana nilaozanaoan-kaizina ny fo dorodoroka fisento môlamôla rakotra fitia dilan-kazavana nilaozanao masoandro fanahy tsy very dia fisento ngômangôma vondraka fitia dilam-bolan-tsinana nilaozanao an-kaizina ny fo dorodoroka fisento môlamôla rakotra fitia dilan-kazavana nilaozanao masoandro fanahy tsy very... |
Araka ny nambaran-dravelojaona manao hoe ny fampidirana ny teny baiko, tsy misy firenena tsy manao izany, samy manana ny tsy ampy avokoa 116. 2.1.3- ny voambolana frantsay nogasina tsikaritra ihany koa ny fampivadian’ny mpanoratra ny voambolana frantsay sy ny voambolana malagasy teto. Anisan’izany ireto manaraka ireto ... |
Ny ora ampianarany misy ny fandaminana izay napetraky ny mpitantana ny sekoly sy ny mpiara-miasa aminy. Tsy maintsy arahin’ny mpampianatra ireny. Ho an’i a, dia ora 2 isan-kerinandro izy no mampianatra ireo kilasy ireo, ka riba no anjarany amin’izany, miampy ny famakafakan-kevitra, izay tontosainy ao amin’ny kilasy fam... |
Tantara tsotsotra mahakasika an’i fandriana |
Nahonena ahy izy 20 fa goavana izaitsizy ny alahelo anao tanaty fony tao ka nampiononiko izy! |
Fehiny ny taranja fahalalana no singa nodinihina tao amin’iny zana-pizarana farany iny amin’ny maha singa mandrafitra azy ao amin’ny telolafy haifampianarana sady noho izy misy fifandraisana amin’ny tendro misy ny mpianatra. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.