text
stringlengths
10
11k
Raha tara 15 min dia maka fahazoan-dalana ao amin’ny surveillance raha tsy tonga mianatra kosa ny mpianatra dia tsy maintsy mitondra taratasy fanazavana avy amin’ny ray aman-dreny miampy taratasy avy amin’ny dokotera na taratasy hafa faire-part, raha tsy tonga mianatra telo andro misesy.
Ny androntsika ankehitriny, andro tena ifaninanana, ho vilian-tsahona eto, malaza nefa tsy ihinanana, no sanatria hiafarana, raha isika ho variana, fa ny hafa hihazakazaka ary isika ho tratra aoriana !
Du point de vue economique sont les activités principales des habitants de la commune d’itremo l’élevage et l’agriculture. Selon les données présentées auparavant tableau n 1 , l’agriculture n’occupe que 4700 ha alors que la surface totale est de 97 100 ha. Les cultures vivrières telles le manioc et le riz y sont les p...
Animal est respecté à l’égal d’un humain
Pishi endri-kevitra mpahandro wa-pishi mpahandro maro , soratana wapishi; toto endri-kevitra zaza wa-toto zaza, ankizy maro , soratana watoto.
Matetika aho miresaka aminao ombieny dia miala sy mangaina fa sary moa hiteny ?
Fanoritsoritana bika aman-toetra toe-panahy sy ny bikabikan ilay olona na biby , izany hoe, arakaraka ny bikabikany ny toetrany portrait ohatra , morà tahaka ny voromailala matio 10 16b voromailala biby mora, tsy masiaka
Ny lahatra dia tsy azo ialana,
Misaotra ! Sao dia tafahoatra loatra.
Rariny loatra ary raha hamafisina ny fampianarana ny taranja malagasy, satria dia ny mpanabe no fitaovana afaka manome fahazotoana ny mpianatra tsirairay ho liana sy hilofo amin io taranja io. Ny sekoly rehetra, na an ny fanjakana na tsia, dia tokony hifototra amin izay tarigetra izay. Fanampin izany, ilaina ny famolav...
Ny sorona izay natao , izay nataon’i kaina sy i abela e tamin’ny tompo e tompo andriamanitra
Ny assonance e no entin’ny mpiventy maneho ny fandroahan- drandrianantoanina ny vadiny ao amin’ny andl 46 lasa mandeha fa ratsy tarehy, mandreraka be
Labatut r et raharinivonirina r , op. Cit, p.175 la langue française est le support de l’enseignement. 16 latchoumanin m et all, education et formation, actualités et perspectives, université de la réunion, éd. Karthala, paris, 2004, p.346 le but n’a pas été de former des citoyens, mais des sujets fidèles et obéissants...
Nampoina 30.01.94 va 53
Teny famaranana miroborobo ankehitriny ireny fikambanana tsy miankina manao asa fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra. Amin’ny ankapobeny, ilaina ny fisian’izy ireny mba hanampy sy hanohana na ara-tekinika na ara-pahasalamana na ara- panabeazana ny fiarahamonina iray na maromaro araka ny tetikasany avy. Ny ta. Fa iza...
Ny fe hezanteny fohy
Kisary 1 ny lalana lalovan’ny atody manomboka any amin’ny mpiompy ka hatrany amin’ny mpihinana, nataon’ny mpanadihady
Ny fanovana endri-javatra
Indraindray aza dia tsy rakofana lamba intsony ny faty, fa ampiakanjoana fotsiny na rakofana, saingy amin’ny voaly manify. 3-2-3-2 ny riba vao nampidirina mandritra ny fiandravanana aorian’ny fampandroana dia eo amin’ny fampandriana ny maty no tena ahatarafana fivoarana be. Niova ny toerana sy ny fampitodihana azy io a...
Fanomezan- tokin’ilay tovolahy mpiandry ondry
Mahatsiaro an’i dada aho raha manopy maso iny lalan-kely iny, iny foana no fombàny dieny vao mangiran-dratsy iny koa no fodiany raha mivimbina ny vatsy maizimaizin-takariva mbola anjoron-trano io ny famaky sy ny angadiny, ilay fikaramany ho an’ny zanaka amam-badiny ; ny tsofa sy ny vankona mihantona tsy takona,
Est-ce que c’est suffisant d’être un simple paysan habitué au labour de participer au sport asa tany ? Comme tous les autres sports, la victoire et l’amélioration des performances exigent un travail individuel et des entraînements durs et réguliers pour la maîtrise des diverses techniques et l’accaparation d’une bonne ...
Izy no izy. Haja nirina razafinjatovo fiainany hatramin’izay ny fanamby .
Ny fiainany amin ny maha-mpanoratra azy ny mpanoratra matetika dia mitondra anarana manokana amin’ny asa soratra izay vokariny mety ho arakaraka ny vokatra vita, ny zava-misy, ny tontolo manodidina, hita taratra amin’ireny asa izay vokariny ireny izay heverina ho manavanana sy ny antony mahatonga izany.
Arosonay etoana ireto petra-kevitra ireto mba ho porofoina amin’ny alalan’ity asa ity mahamasina dia toeram-bakoka lehibe iray manokana na site patrimoniale ; mamaritra tanteraka ny maha vakoka ny singa iray ny fomba fijerin’ny fiarahamonina eny ifotony; ny paikady miainga eny ifotony no fomba iray enti-manandratra ire...
Fizarana voalohany momba ny mpanoratra sy ny asa soratra vakivakim-piainana sy onjam-pilafila
Soa ary handeha ho aiza sahady ity i dada no efa miomana be sady mampirina entana tahaka izao? Dia zara raha voapetraka ny sotro dia
Mahamay , eo amin ny fiainana, kanefa raha atrehina am-pahatoniana izany, ary tsenaina tsiky sy hira, dia zary ho maivana ihany. Hoy izy tamanonao ny fiainana ho tia anao tanteraka an-teny sy fisainana! Ka n inona hetraketraka sy ady mahamay matoky ianao ka injay mitia hatrany hatrany mihira tena mamy mitsiky am-po ana...
Loharano mevaharisoa dina maminiaina, sary pika, aogositra 2016
Tovana 09 ny fahadisoana tsipelina nataon’ny mpianatra hita tamin’ny fanadihadiana lahatsoratra notontosainy 1. Salanisa azon’ny mpianatra mahakasika ny tsipelina
Zafimanjary falimanantsoa, belamaky karazan-dahateny hiraina bara, tak.26
Azo taterina tsy mivantana ny 33 sy 34 ka izao no fehezanteny azo 33a nilaza izy fa tsy mianatra izy ireo androany. 34a nilaza izy fa tsy mety masaka ny vary.
Ohatra 2 aza manao fihavanam-bato, ka raha tapaka tsy azo atohy izay mamafy rivotra, mijinja tadio ireo indray dia ohabolana miresaka ny zavaboary tsy manana aina sy zavaboary mamelona toy ny rano, ny rivotra mampahafantatra antsika ireo ohabolana ireo fa misy ny zavaboary manana aina, ny tsy manana aina, ary ny mamelo...
Vondrona ambara, tak 40 53 vondrona ambara, tak 55 54 vondrona ambara, tak 65
Mifarana hatrany amin’ny hoe angano angano, arira fandrafetana
Ohatra mazoto
Hohadinoiko ilay tsy foiko satria voatery ho ahy irery noho ny omaly nampijaly, nampijaly itony tenako.
Ny mpisolo manontany dia teny azo atao em. Ny mpisolo manontany dia afaka mandray ny rafitra l-em no afaka mandray ny rafitra em-l mandrakariva ary tsy azo soritana. Ohatra 29 iza ianao?
Directeur de mémoire suzette malalatiana ratiaray maître de conférences
Memoire pour l’obtention du certificat d’aptitude pedagogique de l’ecole normale c. A. P. E. N.
Dolores de valih takariva ankehitriny t-16, lah 623, 12 04 1951
Ny rindrina mafy na dia bongon-tany ny ao an-trano tsy dia misy fanaka manery ireny fa maro ny zanaka! Andn 3 289
Randrianiasimanana rija vonjielison
Ny vokatra azo tamin’ny fanadinana
Izay lazain’ny boky hoe fitiavana
Sary n 7 olona tonga avy naka rombaza, fatsifatsy, tsimemposa
Loi 66-007, chapitre ii, art. 5.2.01-dans les eaux territoriales, la pêche est réservée aux navires malgache et, sous réserve de de réciprocité, aux navires des autres etats ayant conclu avec la république malgache des accords particuliers.
O, ry androko fahiny, vita sary ato an-doha sarintsarin’i edena, sarin-danitra mivoha, nofinofim-paradisa, na matory na mifoha saingy fe ankehitriny, tonga zavatra tsy toha
Toa mifandray amin’ilay ohabolana frantsay nadika tamin’ny teny malagasy iray ity tononkalo ity tsy misy mafy tsy laitry ny zoto .142 ny zavatra atao rehefa am- pitiavana sy amim-pahazotoana dia vita araka ny tokony ho izy. Tsy ratsimba georges irery ihany no nahatsapa ny maha-zava-dehibe ny fampitiavana ny fianarana n...
Andl 1 10 petsapetsa no iraisantsika, kotsakotsa roy no iombonana, kotrokotroka iaraha-maheno! Tselatselatra iaraha-mahita!
Labuh tomber, descendre lavo -lah suffixe marquant attrait d’attention lahy laki mari, époux, mâle lahy laki-laki homme animal masculin lehilahy, lahilahy lalat mouche lalitra lalu passer, puis, alors, ensuite lalo cf mandalo landak porc-épic trandraka langit ciel lanitra langu odeur, goût désagréable de peau grillée l...
Xxxvii 235 238
Misy tsenan’omby amin’ity toerana ity isaky ny faha 15 ny volana ary mirava kosa ny faha 25 ny volana. Raha ny manomboka ny volana oktobra ka hatramin’ny volana desambra dia mahatratra 900 ny isan’ny omby amidy ary mahatratra 1.000 000 ar ny vidin’ny iray ary 200 000 ar kosa ny farany ambany ny omby avy any amin’ny far...
Ny teny dia maneho ny kolon-tsain’ny firenena iray, ary satria ny teny no fitaovana nenti-nananganana ny don-tany sy kapo-tandroka dia mitahiry ny kolon-tsaina izany izy.
Iarivo mamarana indray ny androny. Rafitra nanakatom- baravarana ny isan- tokonana. Teo am- panidina t rano indrindra ingahy ramanankasina no ity zazalahy kely vao valo ranonorana eo ho eo no mitonanto na na a to aoriany boana kely ! Hoy rangahy inona indray ity a lehan’ ise a ty amiko ? Mba mitady asa aho, tompoko ! I...
Ny tenin’ny olona ratsy fanahy dia oharina amin’ny afo mahamay. Ahitana fanoharana eto. Ny tiana haseho amin’izany dia hoe ny olona ratsy fanahy dia miasa mafy mba hitondra zava-dratsy. Ny teny aloaky ny vavany rehetra dia mandratra avokoa na mandoro izay rehetra manodidina azy.
Aspects comptables du cycle achats fournisseurs le traitement comptable des opérations achats est dicté par les principes comptables. Le cycle achat fait mouvementer plusieurs comptes ; diverses écritures comptables sont alors constatées et commencent de l’engagement des dépenses aux règlements définitifs des fournisse...
Mandoko ny alahelony manoloana ny fahapotehan’ny firenena ny mpanoratra. Miharihary amin’ireny tamberina izay maneho fanantitranterana ireny ny alahelony. Noho izany fahavoazana izany, dia ilaina ny firaisankina sy ny fifankatiavana mba tsy avela hopotehin’ny sasany fotsiny ny harena. Hita izany ao amin’ny handry fahal...
Indray mandeha ny saina aman’endriny nahatsapa sy niaiky, fa tremalahy tokoa ry ingahy rainivola itony! Etsy aloha hovelariko tsihy vaovao ny vahiniko! Hoy indray i noro, nanararaotra ny fihanahanany teo am-pijoroana teo nikenonkenonana. Kanjo, tsy ny tsihy nihorona no natsotrany, fa ny lambany tsara tarehy an-keviny r...
Effectif des plus de 18 ans par bf
Takela-panomanan-desona telo no atolotra eto takela-panomanan-desona amin’ny fanatanterahana ny fanitsiana, takela-panomanan-desona maneho fampitana lesona mivantana, fanatanterahana ny famelabelaran-kevitra.
Toe-javatra 3 no misongadina ho antony mampitsiry ny fitiavana ao amin’ny tantara foronina bina, nosoratan’i auguste rajon dia ny fifaneraserana, ny toetra anaty, ary ny endrika ivelany.
Onimus, j.
Ny fomba nanatanterahana ny asa fikarohana ho fanatanterahana izao asa fikarohana izao, dia maro ireo dingana samihafa tsy maintsy narahina nanatona ny mpampianatra mpitarika, ary nifanakalo hevitra taminy. Resy lahatra fa ny tantara foronin i eric ravalisoa no anompanana ny asa fikarohana. Nanatona mivantana ny mpanor...
Takariva tany amin’ny bezanozano
Samy manana ny pôlitika arahiny ny firenena tsirairay, ary mampiasa izany mba ho fampandehanana sy fandrindrana ny raharaha rehetra ao aminy. Anisan’ny foto- kevitra ijoroana hatrany ny fampanjakana ny filaminana, ary ny fikatsahana ny tombontsoan’ny firenena sy ny vahoaka ao aminy. Samy nanana ny pôlitikany araka izan...
Faniriana raisiko ho fifaliana ny maneho ny faniriana
Misy ireo singa mandrafitra ny fifandraisana. Miantoka ny fahatomombanan’ny fanapariahana ny hafatra izany.
Ny tanjon’ny fampianarana ny taranja malagasy ao amin’ny kilasy voalohany eny amin’ny fampianarana ankapobeny ny mpianatra mahavita kilasy voalohany dia afaka manavaka ny rafi-pisainana amam-pinoana malagasy raketin’ny fomba amam- panaony miohatra amin’ny hafa mandrindra ny fahalalana norantovina amin’ny soatoavin’ny f...
Ohatra samy mitatitra ny zava-nisy tamin’ny 1947 ny tantara foronina mitaraina ny tany sy ny fofombadiko. Saingy tsy mitovy ny fomba nitateran’ny mpanoratra azy.
Présidence de la république. Toro-hevitra handrosoana. Ny fampitomboana ny toe-karena fandrosoana.
Anjara, lahatra, vintana, tendry 3 anjara, lahatra, vintana, 2
Va tsy toy izany, ny tananao malandina manongo ireo takolako izany no nihafiako, niaretako ny kaikiny tsy saromako ny lohako
Tsikin’i mendrika mantsy niteraka tsirin-kevitra tao amin’izy ireo. Andaniny manosika an’i miaro hibanjina ny ho aviny, ary manery azy hanadino ny lasany teo anilan’i felana, ankilany. Nitohy ny resaka ary nafana tokoa nitombo koa ny hafanam-po ka taitra hatramin’ny filan’ny nofo ary dia nikaroka toerana hamonjana ny b...
Hita araka izany fa maro amin’ny mponina malagasy no mandray ny omby ho voalohan-javatra eo amin’ny fiainana andavanandro ka anisan’izany ny mponina masikoro. Izany dia manambara fa biby manana ny maha izy azy ary ambony amin’ny biby rehetra ny omby ka raisin’ny olombelona ho endriky ny fahamboniana eo amin’ny fiainana...
Tony buzan, the mind-map book how to use radiant thinking to maximize your brain s untapped potential, 2008 on mobilise les facultés majeures du cerveau et l’on se donne la possibilité de libérer et développer des capacités d’association, de visualisation, de compréhension, de synthèse et de mémorisation
Poth, op cit p. 7 le rôle de la langue maternelle est d’assurer la continuité du développement psychomoteur, effectif et cognitif
Ary nataony ho an’ny olombelona. Ny fitiavana kosa mandresy maharitra hoy i michel andrianjafy ao amin’ny boky orimbaton’ny fiadanana, takila faha-160. Izany hoe fitaovana azo entina miady ny fitiavana. Tsy inona ihany koa ny fitiavana fa firaisan’ny fanahy roa te hiara-mivelona ka tsy azon’ny hery hafa idirana. Zava-d...
Fa aza matoky ny hoe matokia !
Des données. Il s’agit d’un outil de plus en plus utilisé dans les travaux de mémoire de recherche, notamment en sociologie car l’avantage est sa complémentarité avec d’autres recours statistiques mais essentiellement, sa gestion complète des échanges de données avec d’autres logiciels. L’intérêt de ce logiciel repose ...
Ahoana ny hevitrao
Ny anton’ny safidiny
Ray aman-drenin’ny mpianatra ambodimanga ambalampaiso
Raha sitrakao
Maro ireo lafin-javatra azo jerena raha ny lafiny jeôgrafia no resahina. Tsy ary ho voatrandraka avokoa anefa ireo, fa izay mifandray amin’ny asa ihany no hovelabelarina. Hosokajiana roa lehibe ny mahakasika ny lafiny jeôgirafika, ka hovahavahana aloha ny zava-misy any an-toerana, avy eo hatolotra indray ny olana sedra...
Toy izao no anehoan’i haingo izany ao amin’ny mivady .
Ary fanambiny ny hoe miseho isan-kerinandro hamoaka vaovao, hanadihady, hanabe koa mazava araka izany, fa ankoatra ny vaovao atolony, dia lahatsoratra maro loha, miendrika fanadihadiana sy fivoasan-kevitra no mameno ny lakroan’i madagasikara.
Reconfirmation fanaovana tombana sy fanaraha-maso ny fiovan-toetra amam-pihetsiky ny olona kendrena ary ny famerimberenana ny fanentanana ireo ray aman-dreny satria ny olona rehetra dia tsy voatery ho indray mandeha ho resy lahatra.
Ny fiheveran’ny malagasy ny tody sy ny tsiny ahitana ny fiheveran’ny malagasy ny tsiny sy ny tody ao amin’ny riba fanafanana omby. Lafin-javatra mifampiankina izy ireo ao, ka toy izao izany mahavoatsiny ny fandikana ny lamim-piarahamonina ao amin’ny fanafanana omby, toy ny fandikana ny fady. Mahavoatsiny ihany koa ny f...
Ravelojaona tanindrazana sy firenena ary isika
Boky i , tak 18
Manamafy ireo hevitra naroso ireo ny mpanoratra ao amin’ny fetim-pirenena tk.78 , ao amin’ny andalana faharoa ambin’ny folo ka hatramin’ny fahasivy ambin’ny folo indray andro ve dia ampy hoentina maneho ny fitiavan-tanindrazana? Dia tokony hahatsapa tena tsy handraraka ilo mby an-doha fa hamita an-kitsim-po ny andraiki...
Rakibolana malagasy. Ambozontany fianarantsoa editons larousse. Paris
Vovohana kosa ny tany eto ambany manana solaitrabe telo isika, ary dabilio folo toa tsy misy latabatra? Hoy robena zendana. Ho an’ny ankizy mampiasa solaitra ireo, ampofoiny dia efa mety, fa ny mpianatra vaventy kosa dia eto. Manan-databatra ara-dalàna. Tsy tsara loatra intsony, fa misy mitongilangilana ihany, kakakakà...
Filôzôfia malagasy, tak. 20- 21
Pnud rapport national sur le développement humain,
Betsiboka renirano toy ny sari-na samboadiny, izay nasampiny eo anila hiolaka any an-tsakalava, indro roso ho any boina ka ny lalan-tora-tadiny 40- tamponketsa, marovoay, lalan-davitra sy lava !
Fehiny ambara fa i andrianjafy ramanankoarivo marcel, fantatra amin’ny solon’anarana hoe michel andrinjafy na dechiass izay mpitandrina avy ao anosimanjaka no nanoratra ny tantara foronina orimbaton’ny fiadanana. Fizarana dimy lehibe no nanehoany ny tantaran-drazanajaza izay tovovavy malagasy nanambady an-drasolomanana...
Tiana iarivo fonenana tiana, akany malala fodiana; na ho ela na ho haingana izany, iarivoko ho tsaroako ihany! ! Eny ry vohitra soa, tokana fa tsy mba roa; manina anao e ny saina, manembona sy mitaraina. 198
Tsy maharaka ny vola miditra amin’ny ankamaroan’izy ireo noho ny olana setrain’izy ireo toy ny vidim-bokatra ambany, ny asan-jiolahy. Kely dia kely araka izany ny vola miditra ho azy ireo. Tsy ampy ny hoenti-manana amin’ny fividianana fitaovana sy ny famatsiana ireo mpianatra.