text stringlengths 10 11k |
|---|
Tamin’ny fanakorontanan’ny fahavalo ny firenena dia voahozongozona ny fiandrianam-pirenena. Manoloana izany, dia narovan’ireo mpitandro filaminana hatrany ny firenena. Fiarovana ny olom-pirenena sy ny harem-pirenena no endrika nisehoan’izany. |
Ny feo mahery sy anatranatra, eny fa ny sangisangy ireo rehetra ireo nitambatra no nenti-nanabe anay mba ho tonga olom-banona, itokisan-drahatrizay. |
Mifantoka tanteraka amin’ny asa soratra ity fizarana faharoa ity. Hibahan-toerana amin’izany ny fahitan’ny mpanoratra ny fiainana sy ny fahafatesana ary ny fihetsiny manoloana izany. Hovahavahana miandalana ny mikasika ireo mba hahafahana manjohy izany. |
Ny akohovavy raha sendra maneno vonoina avy hatrany, tsy asiana alahelo; heverina manko fa fadin’ny tany satria tsy fahita ny tahaka izany. |
Nankahalaina ihany koa ny malagasy, izany hoe misy halako bika tsy tiako tarehy tsotra izao ny antony tsy anomezana azy ny fahaleovantenany. ? Vehivavy mampalahelo, mangetaheta fitiavana ny mpandray anjara mpanampy, ary mila topi-maso avy amin’ny andefimandriny izy asa, rehefa manankarena angaha izahay ka misy fanaka l... |
Quels sont les efforts que vous avez fait depuis la construction de l’association ? Depuis la création de l’association, on a déjà organisé des dizaines de compétitions, mais qui se tourne encore dans certaines régions de la capitale, entre autre antsirabe, manjakandriana, miarinarivo. Ce sont encore des simples rencon... |
Hanatra no atolotray ho mariky ny fitiavana. Koa amin’ny fanambadiana anaka, tandremo ny tendrom-po tsy mba namana, fa ny fo ranomafana. Tsy misy mpivady tsy hifamaly, fa izay tsy miady olom-bodo ; nefa ny to fo mpamosavy. Ary ataovy toy ny lamban’akoho ny fanambadiana ka faty no isarahana. |
Evans w. Diksionera amin’ny baiboly. Editions 1939 l. M. S. Sy randzavola h. Imprimérie imarivolanitra tananarive. |
Ifotorany 3- inona no hafatra fototra tian’ny mpanoratra hampitaina amin’ny alalan’io lahatsoratra io ? 4- atrangao fa voarindra sy voafantina mifamatotra amin’izany hafatra izany ny fampahalalan-javatra omeny 5- asehoy fa ny faharoa kosa mitantara ; inona no lafin-javatra tantaraina ao ? 6 inona no hafatra fototra tia... |
Andry telo lehibe no nentina nandrafitra ny asa. Ao amin’ny fizarana voalohany dia ny zava-nisy nanamarika ny fijoroan’ny faribolana sandratra tarafina ao amin’ny tononkalo no dinihina. Horesahina amin’izany ny tantaran’ny faribolana sy ny antony mampijoro azy. Manaraka izany dia ho porofoina amin’ny alalan’ny fanadiha... |
Tsia hoy i abirahama fa sarotra ny lalana mankany ka tsy afaka ho any aminao i lazara i e e e |
Tsy ferana ihany koa ny taonan’ny mpianatra hiditra taona voalohany. Ny fpi dia tsy handoavana saram-pianarana isam-bolana hatreto fa ny saram-pisoratana anarana sy ny ireo kojakoja miaraka aminy no aloa isan-taona. |
Ratefiarison, 13 novambre 1964, gazety vaovao, ny fianarana sy ny fiainana, lah 412 |
Ty fanahiko marisa 15 fa ny habakabakao 30 hanalavitra ny sento |
Malzac dictionnaire français malgache |
Dimension culturelle le respect de la culture de chaque famille fait partie d’une stratégie de réinsertion sociale et économique. La mise en confiance entre l’asa et les familles n’aura pas lieu sans le respect leur culture. La stratégie de réinsertion doit s’intégrer dans leur culture pour que le changement ne doit pa... |
Tselatselatra iaraha-mahita! 5 fa ny tiana io tsy hihavanana |
Ampitahainy amin’ny fitiavany namelana indray ny raozy eto. Rehefa hitan’ny mpanoratra fa tsy azo isarangotana izao tontolo izao, dia niantoraka tany amin’ny zava-boary izy. |
Designation |
Vola hitako ny dadan’i haimah. |
Décentralisation fanaparitahana ny sekoly manerana ny nosy sff, saff, lycée , oniversite, lycée technique isam-paritany fanagasina teny hoenti-mampianatra malagasy iombonana |
Ao amin’ny 13 , trozona be indray, dia fanoharana ilay vehivavy amin’ny biby no hita. Raha trandrahina araka ny fahatanterahan’ny asa ambaran’ny mpiteny ny hevitra fonosin’ity ohatra ity dia tsapa ny fisintahany amin’ny fampiasana azy andavanandro ka nahatonga ny voambolana ampiasaina handika ny zavatra tiana hotenenin... |
Ireo mpanorattra nankafiziny |
Ambatofanga ilay moron-tevana eo amin’ny vato, tandrifin’ny hazo maniry ao anatin’ny farihin’i tritriva. |
Hazary hazarizary hazariana |
Fafana momba ny anarana fiantsoana sy ny fiaviany ary ny sokajin-taona sy ny kilasy |
Toko 2 ny fanandratana vakoka |
Fahatsapana fa tsy ampy boky fianarana ny taranja malagasy sy mifanaraka amin’ny fandaharam-pianarana. Fiezehana ihany koa hanao boky manana endrika tsy mena-mitaha amin’ny boky eran-tany. Izany no mahatonga ahy tsy hanao irony boky miendrika polycopes atambatambatambatra irony. Famaliana ny tenin’ireo izay fatra-panab... |
Arabaina arô fa nahafaka ! Ameteky ta ana ho raisina mifandray tànana finaritra e ! Ie ! 115 |
Mamerin-taona ve? Eny tsia 7. Ireo lohahevitra mahafinaritra sy mahaliana ahy tamin’ny taranja malagasy kilasy faharoa dia ny fandrosoana, ny fahafahana ary ny tantaran’ny literatiora malagasy tamin’ny vanim-potoana fakan-tahaka 1896-1915 antony ny antony indray dia tsotra satria matoa nampianarina anay ilay izy dia il... |
Fototra iray mampilamina ny fiainam-piarahamonina ny fampanjakana ny fahamarinana. Ary hoy ny ntaolo ny marina toy ny vato ambalam-parihy, raha tsy hitan’ny angady fahavaratra; tsy maintsy hitan’ny antsy lohataona. Noho izany, tokony hijoroana mandrakariva ny fahamarinana, satria antoky ny filaminana izy, ary tsy hisy ... |
Bitany tany an-dakilasy, ny fampiasana na ny enti-modiny, indrindra ny salanisa azony, sns. Ary homena fotoana izy hanaovany ny fianarany131 mety ho avy amin’izay tsy fandraisana andraikitra eo amin’ny taranaka izay, no miteraka ny fahantrana eto madagasikara. Ny zanaky ny mpanasa lamba, ohatra, dia ho mpanasa lamba ih... |
Hafahafa nataon-drasedy i mialy. Nahatsapa ihany koa izy fa toa sintonin-tory foana rehefa avy mihinana ny fanafody karakaraim- badiny. Velona ahiahy, ka dianametraka fandraisam-peo tao an-trano izy. Fantany tamin’izany fa nikasa ny hamono azy rasedy sy i meva mba tsy hanelingelina azy ireo. Maty i mialy, saingy nampan... |
Firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy. A. E. Imprimerie industrielle. Rue galliéni. Tananarive. |
Tantara lava tantara fohy tantara lava na fohy |
Raha ilaintsika samy isika ny handatsa-drà mandriaka tsy hitondra fiverenana ’zay lalam-panorenana, ataovy fa iombonako sy efa fahavononako; |
Ny sokajina tetikasa a2 izay ahitana ny sehatry ny fambolena sy ny tetikasa a3 misy ny fanaovan-taozavatra no hita ao amin’ny kaominina ambohijanahary; samy manana ny fomba fiasany avy ireo fikambanana ireo, arakaraka ny sokajiny avy. Ny fomba fiasan’ireo fikambanana ireo no hojerena manaraka. |
Nentanin-drajao hihanjaka teo anatrehany i felana niezaka nanazava rajao. Niezaka nandresy lahatra ity mpananatra. Novelabelariny tamin’ny antsipiriany ny tombontsoan’i felana, manoloana ny fahanginana sy ity dada sandoka. Tsy voasandoky rajao anefa i felana, hany ka novelarin’ity lahy antitra tamin-kery ilay voatavo t... |
Fihavanana n 02, 1992 n 01 |
Ny hoe tsongoinolombolo eo amin’ny hoe taranaky ny tsongoinolombolo dia midika ho olona tsara fototra sy mamy hoditra eo anivon’ny fiarahamonina misy azy. Ny olomanga dia anarana iantsoana ireo olona nahavita soa teo amin’ny fiarahamonina sy ny firenena. Ireo anarana ireo eto no nentina nandokafana sy nidera an-drandri... |
Masontsivana enti-mitsara grille d’évaluation |
Lahateny manazava ambaratongan-javatra. Manazava ny antony nijalian i sahondra, izay tantarainy amin i rondro an-taratasy ity lahateny ity. Antony 3 no misongadina amin izany. Mifampiankina sy mifampitohy izy ireo voalohany, ny nahasolafaka azy sy ny nandaozan-dravalohery azy mianaka faharoa, ny namoizan ireo ray aman-... |
Ry foko ’zay variana, mihovitrovitra sy manina atrakao anio ny maso ka ny lanitra tazanina ao an-koatran-drahona ao, rony olona malako no manipy voninkazo, eny an-tsefaky ny lalako |
Aro, angola, zefa fa maninona i nenibe no mitsirara amin ny tany? |
Laharany lohateniny pejy 1 ambaratongana tanjona araka an’i blooom b. S. 1956 7 2 ny teny, ny fitenenana ary ny fiteny 13 3 ny telozoron’ny haifampianaran’i legendre r. 1988 17 |
Rambon’alika. |
Faritr’i mahamasina |
Na eo aza ny fanehoan-kevitra na fanehoana ny asa soratra hikambanan’ ny eja na hitoviany amin’ireo mpanoratra hafa dia mba manana ny mampiavaka azy ity mpanoratra ity. Mba hahafantarana izany àry dia hasesy hojerena eto ny endrika ivelany nasalony ny asa sorany sy ny fomba nanehoany ny tononkalo entiny mandoko ny fila... |
Ny teny ampiasaina eo amin ny serasera |
Betafo alakamisy anativato, alakamisy marososona, alarobia bemaha, ambatonikonilahy, ambohimanambola, ambohimasina, |
Lahatsoratra sy gazety |
Zazavavin’iarivo313 tsy mba soa ny manan-droa ry leiry e ! Raha resaka fitia e ! Tena manja ho’aho ny zanak’iarivo tena favy sady manja fafana n 3 tononkalo ahitana fampiasana fitenin-jatovo na ny voambolana vaovao |
Manjohy ny fiainan’ny mahantra hatrany ny fahoriana na dia amin’ny andro fety aza. Asehon’i asiniony amin’ny alalan’ny rima mifanjohy izany fotoana isindana amin’ny asa mahazatra a andravahana ny trano ho an’ireo ’zay mahavatra a igohana mangidy ho an’ireo nilaozan-tiana b ts’isy dikany ny fety manoloana fahoriana b no... |
Ny sombin-tany fototr’aina nobodoiny ! Ramatoa sy i bozikely sombiniaina. Nolotoiny ! Eny, ny hatsembohako avy. No tsiriritiny hamelomana azy mianakavy. Ka dia ritiny ! |
Sainte beuve 1951 |
Ny loko arindrano dia taratry ny fiainana |
D’écoles déjà touchées |
Raha nisafidy ny hanao fikarohana momba ny haifampianarana riba ny tenanay dia ireo tsangan-kevitra ao amin’ny kilasy voalohany no nahalina anay manokana, ka izany no nahatonga ny safidy ho amin’io kilasy io. Satry araka izany ny hahita ny fomba fampianarana azy ireo manontolo, saingy noho ny haterin’ny fotoana araka n... |
Jeunes filles d’akany avoko |
Efa misy lalam-barotra ivelany izany ity asa ity. Ampy ny filan’ny eo an-toerana, betsaka ny ambim-bava azo aondrana, ka azo ivelomana tsara izy. Ny indro kely fotsiny, ganagana mandro izy ireo ka samy manao izay saim-pantany fotsiny , tsy mba misy fampiofanana omena azy ireo ka atahorana ny ho avin’ity asa ity atsy ho... |
Zumthor, p. 1954 |
Fiarahamonina mbola mametraka ny anjara toeran’ny vehivavy ho fanaka malemy ny fiarahamonina ao antanetikely ambohijoky tahaka izay hita amin’ny fiarahamonina malagasy amin’ny ankapobeny. Mifanohitra amin’izany anefa no izy, satria raha ireo asa aman-draharaha sahanin’ny vehivavy ao an-tokantrano no jerena dia tsy mba ... |
Fomba nandrafetana ny tantara miavaka ny fanehoan’ny mpanoratra ny fotoana sy ny habaka isehoan’ny tantara. O ny fotoana ambara fa naharitra ela ny tantara ao amin’ny orimbaton’ny fiadanana. Taona maromaro no nolalovan’ny mpandray anjara. Nandritry ny telopolo taona no namakivakian’izy ireo ny fiainana ao anatin’ny tan... |
Callet rp tantara ny andriana tome i-ii. Imprimerie officielle 1908 antananarivo 1243 takila, |
Eliade, traité d’histoire des religion payot paris. 1968, tak. 240 le temps contrôlé et mesuré au moyen des phases de la lune et du soleil est disons nous, un temps vivant |
Torolalana ankapobeny eo amin’ny tantaran’ny literatiora, mikasika ny literatiora ankehitriny indrindra ny momba sy kanto dia dinihina tsara ho manokana ny asa soratra vakivakim-piainana, andriamangatiana. Ankoatra izany, dia tsara raha toa ka hita ao amin’ny lambanana famintinana ny mampiavaka ny vanim-potoana tsirair... |
Ny fifaliana sy ny fahasambarana azo avy amin’ny fananan-janaka araka ny efa voalaza tao amin ny zana-pizarana 1.4.1. Toko voalohany fizarana voalohany, dia nitondra fifaliana sy fahasambarana ho an i lyra ny niterahany ny zanany lahitokana. Zaza nirin izy mivady tokoa mantsy no tonga teto an-tany; nitondra fiovana leh... |
Matetika amin’ny zavatra tsara mandrakariva no hanambarana ny fararano. Toy ny fararanon-danonana sy fararanom-bokatsoa eto anefa dia olana izay zavatra ratsy no ampifanatrehany aminy. Araka izany dia mifanipa-kevitra tokoa ireo teny roa ireo. Asehon’ny mpanoratra eto fa na dia tojo ny olana aza ny olona iray, kanefa m... |
Amin’ny ankapobeny dia hita ho mitotongana ny fari-piainan’ny vahoaka. Miharihary izany amin’ny fitombon’ny mahantra izay tsy takona afenina intsony fa toy ny vay an-kandrina. Ohatra, ny mpitsindroka anaty dabam-pako sy ireo mpatory amoron-dalana. Hita izany ao amin’ny tononkalo antaninarivo tk.30 , ao amin’ny andininy... |
Dia danga 19 zavamananaina |
Ahitana izany sarinteny izany koa ny tononkalon’i arni. Misy ny sarinteny miorina amin’ny tamberin-javatra, ao ny sarinteny miorina amin’ny fanovana endri- javatra, tsy hadinoina koa, anefa ireo sarinteny hafa. |
Ineny, ilay tsy leo maneho fo mangoraka amin’ireo mahantra tsy manana hatoraka |
Maraina niara- nifoha tamin’ny fihiratan’ny masoko koa ny fahatsiarovako mavesatra fa maizina ny fiainako! Nandatsa ahy ny masoandro miposaka manarina aina, fa manafaingana ahy hizotra any amin’ny filentehana. Satria ianao no fahazavako. Raha mijaly ianao menatra amiko ny fitiavana. Fa raha mifaly ianao mba fihamboany ... |
Sendra ary ny sarany sy ny kojakoja ilaina momba izany any? Vola daholo ange ry fetra izany e! Lazaiko anao fotsiny, fa na ny tahirintsika any amin’ny banky aza, efa ireto am-pelatanana ireto avokoa, fa tsy misy horaisina intsony. |
Filaza mandidy |
Loharano ny mpikaroka |
Dans la séduction, l’on réussit en faisant l’éloge de l’autre, en mettant en avant les qualités de celui-ci. Mais une autre stratégie consiste à mettre en valeur ses propres qualités et montrer ce que l’on vaut. C’est ainsi que dans certains poèmes, le locuteur s’assimile à des denrées rares quand il dit je suis le gro... |
In express de madagascar, 31 janvier 2006 |
Martinet, andré |
Ireo loharano nanovozan-kevitra a- rakibolana abinal dictionnaire malgache- français, faculté d’editions géographiques malzac, maritimes et coloniales, paris, 876p 1962 grande larousse tome 8, librairie larousse, paris encyclopedique, 1963 morier h , dictionnaire poétique et de rhétorique, p. U. F, paris 1961 raolison ... |
Ny herin’ny razana |
Nambara teo aloha fa ny lalam-piofanana narahiny hatrany amin’ny nahazoany maîtrise , dia ny lettres modernes koa na teo aza ny fampianarany ny taranja malagasy sy ny tantara sy jeogirafia, dia niara-dalana tamin’ireo hatrany ny fampianarany ny taranja frantsay. Nampianatra ny taranja frantsay sy malagasy tao amin’ny l... |
Lisitry ny fafana fafana 1 ireo voambolana kristiana sy avy ao amin’ny baiboly 21 fafana 2 ireo andinin-tsoratra masina hita ao amin’ny tantara 24 fafana 3 fanazavana ireo hevitra nalaina tao amin’ny baiboly 28 fafana 4 fanazavana ny fifandraisan’ny zanako amin’ny fiarahamonina kristiana 31 fafana 5 ireo voambolana man... |
Ny tontakely dia lefy tsy misy |
Voninkazo 108 izany hoe rehefa mifanaraka sy mirindra tsara ny fitafiana anaovan’ny olona iray, dia tonga maha-te hijery sy dokadokafana ery izy. Toy izany koa ny voninkazo rehefa ilay izy mamoaka ny voniny mivelatra tsara iny no tena manintona sy maha-te hioty. Ny sarin-teny ampiasaina izany dia toy ny akanjo sy ny vo... |
Lahatsoratra famotopotoran kevitra 144 161 1. Mahandrihono 145 2. Ny fahamarinana 146 3. Ny firenena malagasy sy ny fandrosoana 147 4. Ny fahaleovantena sy ny teny malagasy 148 5. Aza mamono olona 149 6. Fanahim-pirenena 150 7. Ny asa 151 8. Fifankatiavana ihany 152 9. Ny fahaiza-miaina 153 10. Ny hatak’andro 154 11. N... |
Olona tompon’ny tantara sady mpitantara eto ny olona no tompon’ny tranga tantarainy satria niainany ilay tranga. Tompon’andraikitra amin’ny zavatra tantarainy ny olona anatiny. Manamarika fa tompon’ny tantara ny olona raha toa ka mampiasa mpisolo tena mahaleo tena sy mpisolo tena tampisaka laharana voalohany aho, izaho... |
Niala tamina raharaha politika izy , ary niditra niasa tamina fikambanam-piantohana l’abeille 1963 nahazo vatsim-pianarana tamin’ny unesco , ka nandeha tany am-pitan-dranomasina paris-rome-bruxelles-copenhague- geneve. 1964-1966 chargé de mission tao amin’ny facultés des letters . |
Ny isan’ny sary isam-pizarana |
Toe-javatra roa mazava tsara no asehon’ireto mpanoratra ireto, ary iarahany manaiky fa mety hiafaran’ny sedram- pitiavana, dia ny fisarahana sy ny firavonan’ny olana. Ny fiafaran’ny fitiavana kosa dia, na fisarahana velona na fisarahana amin’ny alalan’ny fahafatesana. Na izany na tsy izany dia samy mihevitra ireo mpano... |
Rado andray lesy itý ialahy dia sahy nanao izany, noho ny fitiavana ahy! |
Nahoana, hoy i amiela, ny renintantely no misy fanjaitra manindrona koa ? Nefa ny mamy sy savoka omeny mamy sy manitra, sy mahasoa ! |
Faribolana i-p. A fitsipi-pitondrana sy taratasy fahazoan-dalana hanorina fikambanana avy amin’ny fanjakana |
Matokia! Raha hanafaka ny zanaka, dia ho afaka tokoa isika izao! Fa ny teny mahafaly dia nihanaka, samy tiany na izaho na hianao! |
Riz et civilasation, librairie arthème fayard, paris. |
Ny petraka olana sy petraka hevitra |
Mitovy amin’ny teny swahili ny isan’ny hasim-peo zana-peo eo amin’ny teny malagasy iombonana. Ireo zana-peo ireo dia i, e, a, o, u , izay azo aseho amin’ny alalan’ny tabilao mitovy amin’ny nampiasaina ho an’ny zana-peo swahili. Samy hafa noho ny tarehin-tsoratra anehoana azy ireo amin’ny t fanoratana manaratonona ny an... |
Danielson andrianarivony, ny fitsipi-pitenenana ho an’ny rehetra, edisiona salohy, antananarivo, tak.37 |
Ny toetry ny tody tsy maintsy mivaly ny tody na ho ela na ho haingana ary amin’ny fotoana tsy fantatra. Ny tody tsy diso fa miandry fotoana ny tody tsy mba azo ialana na sorohina. Ny tsiny mbola azo sorohina, fa ny tody tsy misy fanefitra ny zavatra atao rehetra dia misy todiny avokoa. Ny mihomehy ny lavo aza misy todi... |
Fisasana tsy azo atao mihitsy ny tonga dia miditra ao an-trano raha avy nandevina. Tsy maintsy misasa na miseky avokoa ireo mpandevina vao mahazo miditra ao an- tranony. Eto imerina dia amin ny rano mandeha alohan ny toerana nandevenana no anaovana izany fa any amin ny betsimisaraka avaratra kosa dia tsy mifidy na ao a... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.