text
stringlengths
10
11k
Ny trano nidirana sy nisotroana, ny tany rehetra nijorojoroana, na lalana kely na lalana ngeza dia samy mitana porofo mateza.
Ny fivoriana fahefatra
Controle 1 etat récapitulatif des
Ny ranomasina dia rano be velarana be manodidina tany na nosy iray. Misy ny onja teraka eny amoron’ny ranomasina izay avo tokoa ary maro an’isa. Raha ny hahavony sy ny fiaviny dia ho tonga ary hiparitaka eny amin’ny tanety ny rano ary ho sarona ny rehetra manodidina satria tsy mitsahatra ny fisian’ny onja indrindra reh...
Anisan’ny toerana nofidin’ny mpanoratra hanorenany ity tantara ity ny renivohitr’i madagasikara. Raha miresaka an’antananrivo manokana aloha izy dia toa tsy dia be resaka, hany ka hita fa toa te hanoritsoritra ny toerana niavian’ny mpandray anjara fotsiny ihany; fa raha miresaka ny manodidina ity toerana ity kosa dia t...
Ii-3-3 ny eja kristianina manoloana ny faharavam-pitiavana
Fafana 22 ny anjara
Terena hianatra mihitsy fa ny fiainana izao efa sarotra. Sitrany ahay tafita fa ny ray aman-dreny efa tsy nianatra. Ireo valin-teny ireo dia ahitana fa misy ny ray aman-dreny tena mampirisika ny zanany mihitsy mba hahatontosany ny fianarany. Misy kosa anefa ny mametraka fandehanana eny amin’ny lisea ho miankina amin’ny...
Aoka akia izay neny a!
T67, t78, t82, t95,
Saika efa miely patrana manerana ny nosy ny karazana fampindramam-bola na fitehirizam-bola madinika toy ny otiv, cefor, cecam ny cecam no misy ao an-toerana. Araka ny filazan’andriamatoa rakotondravony donné ernest, mpanolo-tsaina kaominaly anefa dia tsy sahy miditra amin’ireny ny olona noho ny fepetra takina. Manombok...
Total vakinankaratra 201 500
Tahaka ny mpanoratra maro dia manana ny anarana namantarana azy manokana teo amin’ny sehatry ny asa soratra rapatsalahy josé. Solon’anarana roa no nampiasainy tamin’izany faralahy sy idealy- soa zanany.
Minoa fotsiny ihany.
Araka ny famaritana nataon-drajaona18, ny fifanoloana dia fiovana mihatraamin’ny singa misy heviny iray ao anatin’ny tontolon’ny endri-teny, na izany eo amin’ny firafitry ny hasim- peo na izany eo amin’ny firafitry ny tsindrim-peo, io fiovana io dia na mitondra hevitra na tsia. Eo amin’ny endri-teny, ny fifanoloana has...
Manoloana ny taham-pandraisana anjaran’ny mpianatra izay azo lazaina fa ambany, dia tsy afa-miala amin’izany ny mpampianatra. Noho izany, dia tsara raha hotomorina akaiky ny zavatra ataon’ny mpampianatra ao amin’ny sampana f. P. I sy f. Q mandritra ny fampianarana.
Natoandro rjd ao amin’ny poeta dia manamafy izany, ka milaza fa voatokana ho an’ny poeta ihany ny fitrandrahana ny ao anaty tsy hita maso io, ary izany no maha poeta ny poeta. Olona efa voavaka tao anatin’ny maro izy ireo.
Ny zoron-koba na ny riran-koba dia vokatry ny fifanindriany ao anaty vilany
Zava-poana t82 198 na hira na antsaly misandratra ho faneva, hitory ny hambom-po hitiavan-tanindrazana, ho inonao ’zay tonony rehefa ny vahoaka no mbola indreo mijaly sy toa voatevateva, voafandrika an-dongoho, hijinja an-tany ngazana?
Asandrato ny lohasaha rehetra aetreo ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra ho lembalemba.
Va ny soratrao sakaiza , tak 58
Vondrona ambara tak. 74
Rn2 route nationale 2 9 rip 60 route inter-provinciale 60 10 monographie de la commune rurale ambohitradriamanitra
Tovana fizahan-takilan’ny tovana sary maneho ny tak. 9, ho avy ny maraina 135, ho avy ny maraina 140, ho avy ny maraina 186, ho avy ny maraina 222, ho avy ny maraina e. R. , sauver une littérature en voie d’extinction , ilay loharano tsy mety ritran’ny literatiora malagasy e. , je milite pour la préservation de la cult...
Il faut enseigner aux chrétiens que celui qui donne aux pauvres ou prêts aux nécessiteux faits mieux que s’il achetait des indulgences.
Tian’ny mpanoratra hisongadina ny vavaka, tiany ho lasa ambonimbony, ka asandrany ho ren’andriamanitra izay inoany fa hamaly azy, ary handrotsaka ny fahasoavany amin’ny reniny. Mino izy fa any amin’ny toerana avo no misy an’andriamanitra izay mpihaino sy mpamaly vavaka.
Resultat extraordinaire -3 379 263,52 13 596 855,88
Famaritana ny atao hoe marenina
Fihetsika mifanohitra amin’ny zavatra teneniny. Matetika dia ny fihetsika mifanohitra amin’ny zavatra lazaina io no mitranga. Raha zavatra tsara no lazaina dia fihetsika miendrika fanesoana sy fanambaniana ary fankahalana no asehon’ny mpitatitra. Raha zavatra ratsy na zavatra mampalaheloindray no lazaina dia fihetsika ...
Amin’ny maha olom-pirenena ny tsirairay dia adidiny ny manaja ny fanevam-pirenena. Fomba fanehoana izany ny fanajana ny fampankarana sy fampidinana azy. Isaky ny alatsinainy maraina amin’ny 07 latsaka 05 min no fotoana fananganana ny saina, ka tsy maintsy manatrika izany ny rehetra. Aorian’ny fananganan-tsaina no hampi...
Jereo aorian’ny dika mitovy amin’ny amin’ny taratasy fanomanana famelabelarana nataon’ny sokajy l. F. A 54 jereo aoarian’ny dika mitovy amin’ny ampahan-dahatsoratra ao amin’ny gazetiko
Ao ny zoky sy ny zandry ao ny dada sy ny neny ka mikombona ny vava, tsy mihetsika ny lela ao ny miondam-bato mafy, ka mangina tsy miteny o! Lavenom-potsy sisa, taola-maina no tavela.
Tantarany. Ao anatin’izany fahasamihafana izany no isongadinan’ny talentany sy na fahaiza-manao ananany. Ny momba ny fotoana sy ny toerana no tena aseho ao anatin’izany fanadihadiana izany.
Renidrenesina 458 resy resiresy resena
Santarana ny hafaliana, hitohy hatrany aoriana; ka enga anie ny zazavavy, tsy hisara-mianakavy.
Olana avy amin’ny fahalalana fototra
Izao tontolo izao amin’ny malagasy dia tontolo mirindra. Koa adidy tokony hiantsorohan’ny avara-pianarana ny fampahafantarana ireo haren-tsarobidy fonosin’ireny lahabolana any amin’ireny faritra tsirairay avy ireny, anisan’izany ny kabary am-pianakaviana. Tsy te hihinana am-bolony izahay, fa liana te hahafantatra raha ...
Ny renifeo amolotra m no entin’i ny eja maneho ilay fomba fijery misesisesy nanaitra ny fitiavana ao amin’io tononkalo io. Entin’i ny eja manantitrantitra ny filazam-potoana ampiasainy ihany koa izany, dia ny ankehitriny. Izany hoe, ampifamatorany eto ny filalaovana amin’ny fitsipiky ny teny sy ny tamberim-peo. Ankoatr...
Ny fanoharana eto dia miorina amin’ny fampitoviana ny oharina ilay solemita sy ny toetra iray ao amin’ny anoharana mivezivezy foana, io dia mety ho toetry ny adala na ny tsy manan-katao ampitoviany amin’ny toetran’olona farany ambany ny fihetsika ataony. Hanehoany izany fa manao izay farany ambany amin’ny fanetren-tena...
Mifampiankina sy mifaningotra ary mety mifanohitra ireo singa tsirairay ka miteraka olana amin ny fampitam-pahalalana raha misy tsy eo na marary ny iray amin ireo singa mampandeha ny sekoly. Vokany, naorina tamin ny haitsikera ara-drafitra ny fanadihadiana. Mahazo vahana amin izany ny famakafakana ifotony eny anivon ny...
Teo amin’ny lafiny finoana
Tsy voalohan-dresaka amin’ny mpijery intsony ny kabary vakisehatra faharoa, na dia fanombohana ny fampisehoana faharoa aza. Efa tafiditra tanteraka ao anatin’ny fifaninanana ny tarika roa tonta, ka tsy maintsy asiana setriny ny tsindrom-paingotra nataon’ny andaniny, indrindra indrindra ny horakoraky ny mpijery. Sarotra...
Ny lambanao ampitahaina, dia toy ny zavon-dohasaha 15 izay tinafin’ny maraina ka meva mahate-hizaha.
Io valinao.
Voninkazo! Nefa toa rano mikoriana atelin’antsan dalina, zary fatoriana ny rian-drano ; nefa toa nofy indray miselona nofy ? Tsia , fa aloky ny velona.
Linguistique
Tombontsoa , saingy ny mpiasa manana ny zom- pirenena frantsay ihany. Vokany, tezitra ny malagasy ka nilahatra teny ambohitsorohitra ny 19 may 1930, ary hoy izy ireo tamin’izany madagasikara ho an’ny malagasy ary ny fahaleovantena ho an’i madagasikara a-2 maneran-tany ny kirizy tany amerika dia ampy nahalalan’izy ireo ...
Miteraka olana eo amin ny mpikaroka ireo rehefa atao verindroa ny matoanteny sy ny fototeny ahitana ireo tsofoka isan-karazany ireo. Miteraka fahadisoana betsaka eo amin ny olona araka izany izy ireto.
Ch. Ravoajanahary, ny literatiora malagasy , fanasina, lah 539, 1968
Toko i. Fandalinana amin’ny alalan’ny sary ny lafika tokana manamarika ny maha zava-dehibe ny fandinihana ny sary ao amin’ny asa soratry ny pôeta iray i weber aminy mantsy, ny fisian’ny sary no maha pôezia ny pôezia. Hoy izy ny maha zava-dehibe sy mampanan-danja ny fanehoan-kevitra ao amin’ny pôezia, dia ny sary. Noho ...
Loharano firotsahana an-tsehatra tao amin’ny lisea mahitsy
Ny ampitso dia saro-pantarina ka nikombona aloha ny vavako ’zao kosa dia tsapako marina tena afaka ’lay tanindrazako
Kila sy voadotra ny vohon’ny tanintsika!
Ny tera-behivavy vitsy andro, maro sento, itony tera-behivavy sady vontom-pahoriana, no vesaram-pijaliana; mivahiny mbola hiala, ka mitsinjo izany ho avy; tsy mba tena tompon-tany, ka miandry izay hodiana
Tsy vitan’olon-drery anefa izany rehetra izany 10 asa vadi-drano ka hifarimbonantsika hatrany; ndeha atambatra ny hery fa izay no fahendrena, tsy hisalasala intsony, miandry izao ny firenena.
Mandresy lahatra ary ny fanaovana tombana samihafa no nentina nampamokatra ny mpianatra. Ny asa fampamokarana ny mpianatra natolony dia fitarihana madinika ny mpianatra isaky ny singa tsirairay mandrafitra ireo karazan-dahateny ireo. Ka tsy tena nifotorany loatra ny lafiny pragmatika izay sehatra iray ahazoana mitarika...
Mahaiza misaotra an’andriamanitra fa mbola misy mpanenjika ianao, efa lasa lavitra ianao ka manao tongotra an-katoka ny ratsy fanahy.
Ny filalaovana amin’ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fanafiana toetran’ny anoharana ny oharina ho fanehoam-pitiavana miandry valiny misoko miadana. Ohatra tanana.
Efa voalaza tetsy aloha fa nosarahin’ny sekoly tsy nitovy ny zaza malagasy. Marina fa namokatra mpianatra maro ny firenena taoriana kelin’ny nahazoana ny fahaleovantena. Ny nampalahelo anefa, dia tsy naharaka ny asa, ka dia sahirana tamin’ny fitadiavana asa ny ankamaroan’ny tanora vao nahavita fianarana. Olana iray nat...
Fizarana faharoa ny fanolorana sy fandinihana ny vokatra azo
Ranaivo charles p le fokon’olona rural, imprimerie de 1949 l’imerina, tananarive
Tsy voa-janahary fa avy amin’ny olombelona dia entin’ny olona sitranina any amin’ny mpitsabo nentim-paharazana. Misy anefa ny aretina toy ny pesta izay mety hiseho amin’ny alalan’ny fivontosana tsy voatsabo raha tsy eny amin’ny tobim-pahasalamana ihany. Ny aretina tsotsotra toy ny kohoka, aretin-kibo, aretin-tenda dia ...
Rado aza aolikolikao ny resaka! Valio ny fanontaniako!
Tapak’amponga, demi-personne ty!
Toa saika fo vontom-pahoriana no ventesin’ny mpanoratra ao amin’ny asa sorany. Indreto misy santionany hanehoana izany t 58 dia mba hampangino hatrany’ zay tolokon-tsefosefony sy ny vetsom-po marefony efa mafy tena mafy.
N11 fifankahitan’i hubert sy ny reniny rehefa tafaverina teto madagasikara izy. N12 fanatanterahana ny lanonam-panambadian-drazanajaza sy monsieur leblond izay sady nanamarihana ny fifandraisn’ny malagasy sy vazaha.
Ny taonan’ireo zatovolahy
Wellek warren, op, cit, p 128. Le langage littéraire ne contente pas de dénoncer et d’exprimer ce qu’il dit, il prétend aussi influencer sur l’attitude de l’acteur, le persuader, en définitive, le modifier
Toy izao no fisehony ao amin’ny vavaky ny fo maratra manao hoe tompo o! Rotsahy ny fitiavanao ity foko karakaina fa mangetana sy maina mitahiry ratra anaty sy olatry ny fijaliana ka mivonona hanohitra izay mifanandrina aminy tsy hanohina ny fery vao mba rantsano re ny tsilo, dia montsano koa ny vato toneo ny rivotra mb...
Miezaka mampionon-tena i asiniony ka ny rima mifanjohy no paika hanehoany ny fihetseham-pony ry andro sy fotoana a avelao aloha hisaona a ’zay very antenaina b sy nilaozana maraina b aleveno ny efa maty a sy alahelo be tsy tanty a ’ndeha hamorona antenaina b dia ho tonga ny maraina. B
Marihina fa nisy tamin’izy ireo moa no nanaiky nalaina sary ary tsy nampaninona azy na dia arafitra ao anatin’ny asa fikaroana aza ny sariny.
Tao amin’ ifelamboahangy, nosoratana tamin’ ny 18 aprily 1977, tak 1
Mbola ahitana ity rima feno ity ny tononkalo hoe olona afaka213 tsy afaka manoatra hiantso hoe tsy rariny noho ny fahafahana
Nanomboka ny abidia, andn 1 hatramin’ny taona lasa izay, ka hatramin’ity taona ity.
Tiako ho tehirizina ho anao ka tazano ir lohasahy moana manofa tanana ny havoana mifampibanjina sy mifampitazana ny fofon’aina mivonto hanitry ny razana .
Rehefa hita fa tsy nanana fotoana nifampidinihana tamin’ireo tantsaha izahay dia niezaka nanatona azy ireo tamin’ny alalan’ny fanampiana azy tamin’ireo asa aman- draharaha izay nataony ary tao anatin’izany no nanaovanay ny dinidinika. Teo ihany koa ny famonjena azy ireo amin’ny fotoana mampahalalaka azy ao an-tokantran...
Efa- taona izao dokotera no nivoahako avy tany am- ponja, ary nandritra izay dia niezaka tokoa aho, nanao izay azo natao nefa tsy nahita vokany. Koa miangavy anao aho, aza dia miodina amiko fotsiny ny fanaka sy ny zavatra madinika tapitra namidy na dia ireo boky nataon’ olona fanomezana ho azy mirahavavy aza fa sitrany...
Mifanandrify amin’ny fizarana mamerimberina ny lahatsoratra hanaovana fanazaran-tsaina. Tsy mahagaga izany satria anisan’ny mason-tsivana nanatanterahana ny fantina ny famerimberenana.
Vérification des pièces justificatives
Ny vokatry ny lovantsofina teo amin’ny mponina aty aoriana noho ilay lovantsofina dia nazava tamin’ny taranaka ny anton’ireo fady, mipetraka tsara ny hasin’ny fady. Mino ny olona fa nitranga avokoa ireo fiovana taorian’ny namonoan-drabeniomby sy ravolahanta tena tao amin’io farihy ankehitriny io nanjary mangamanga ny r...
Mpampianatra mpitarika andriamanatsilavo seth maitre de conférences
Debut fin objectifs evaluer les acquis lors de la formation apporter occasionnellement une certaine remédiation
Fafana 18 mamintina ny fomba nampitana ny fahalalana
Izay ny mikasika ny fanovana anarana isehoan’ny anton-javatra misolo toerana ny voka-javatra mikasika ny fiteny. Fa hojerena manaraka eto indray ny fanovana anarana isehoan’ny toerana misolo toerana ny mponina ao anatin’ ny fandriampahalemana.
Oay! Vita daholo ihany lahy! Afa-po faly
Ekar ambositra
Permettre à l’ensemble de ces familles de tirer des revenus suffisants et de trouver leur autonomie la deuxième mission de l’asa vise à permettre à l’ensemble de ces familles de tirer des revenus suffisants de leur exploitation. Deux axes sont développés d’une part, investir sur la formation en direction des jeunes et ...
Tak 232 75 e. D andriamalala, fanagasiana, lib. Mixte, analakely, antananarivo, 1999, tak 45 76 v. A tak 229
Leon xiii, encyclique inscrutabilité, evangile et cultures de léon xiii à jean paul ii, edition médiaspaul, paris 1987, p.36
Iray ampiana iray, telo fa rotsahana alahelo tonga aretin-doha manelo iray ampiana iray, tarito fa ho farany, aizim-pito aizi-mampiraparapa ny olona tsy mahatsapa fa izay ijoroana monja sisa marina mafonja randja zanamihoatra
Misy zana-taranja efatra azo trandrahana raha hiroso amin’ny fikarohana, dia ny fanatsarana ny fampianarana, ny fitsipiky ny teny, ny riba, ary ny literatiora. Ity farany no niantefan’ny safidinay. Azo lazaina fa io no nanavanana anay kokoa sy nandrian’ny fonay. Izany akory tsy midika ho fanaovana ankilabao ny taranja ...
Efa voatanisa any aloha
Efitranon’ny havatsa-upem tahala rarihasina antananarivo.
Resadresaka nifanaovana tamin-dramatoa esther rasoloarimalala randriamamonjy, ny alatsinainy 25 aprily 2016, tamin’ny 4 ora sy sasany hariva
Tak 230 78 v. A tak 246
Eduquer et enseigner, pédagogie pratique, imprimé en france, ligel paris viè, 533p
Ny fafana 42 ny renifeo miova ho ka manova ny n ho m
Tsy ny fo mandroatra maimaika loatra no antoka mampita ho amin’ny volambita, fa ny maka mora mivoy malakolako mihasin-tsy matsora mba hamela ako.
Randja zanamihoatra, va nafo tononkira, tena mialoha , librairie ambozontany, fianarantsoa, 1969, tak 06 3 -ravelojaona, ny mpanolon-tsaina, n 19, juillet 1908
Antenainay fa hanampy sy hitondra fanavaozana eo amin’ny fomba fijerin’ny malagasy ny kolontsaina malagasy ity asa fikarohana ity, amin’ny alalan’ny fanehoana ny voka-pikarohana mampisongadina sy manazava ny mombamomba izany kolontsaina izany, tahaka izay natao tamin’ny fotoam-piravoana mamahoaka ato. Am-panetren-tena ...