text
stringlengths
10
11k
Indreto ary isika tanora indreto ary isika tanora rehetra ny firaisan-kina ro atao tarigetra tolona ô! , ô tolona ô! Ny tgv ary zao de efa niorina milaza amintsika fa roso ny tolona marina ô, ô marina ô!
Alarobian’ ambatomanga 1 alina 2 ambatonakanga 3-4 ambohitantely 5 ambohitrimanjaka tazaniko lavitra 6 ao ankandemponana ao 7 diavolana 8 e! Ry alina 9 10 e! Ry kintana tomefy 11 e! Ry zazavavy tsaika 12 eny tiako hotehirizina 13 eto anivon’ ny tetezana 14 fahavaratra 15 fifamofoanay 16 he aina izao no fetra 17 ho an’n...
Kolokolo manolokolo
Fampianarana manoratra tari-dresaka miainga amin’ny ankapoben’ny zavatra hodinihina miainga amin’ny fiheveran’ny mpandinika miainga amin’ny haino aman-jery miainga amin’ny vanim-potoana nolalovan’ny firenena miainga amin’ny mpanoratra raha fantatra ny mpanoratra fampianarana mandrindra ireo hevitra rehetra hita teo alo...
Izy irery sisa no eo
Fandinihana sy fandalinana 1 diniho ny endriky ny fitiavana voalazanrny mpanoratra eto, ary lazao ny hevitra tiany hambara. 2 diniho ny fomba fanoratry ny mpanoratra eto sy ny fomba filazany ny fihetseham-pony ary ny fiontanam-panahiny. Ii fanitarana 1 ahoana ny fomba fahitanao ny rafitry ny andininy sy ny andalana. 2 ...
Mpampifandrohy izany. Afaka mipetraka eo anelanelan’ny andininy 2 sy 3 ny teny mpampifandrohy toy ny ankoatra izany ankoatra ny teny mpampifandray dia tsikaritra ihany koa ny fifandrohizana eo amin’ny hevitra raketin’ny lahatsoratra. Eo amin’ny hevitra mihalohalo no ahitana izany. Ohatra hay tokoa moa ’ty zaho, nampana...
Kisary 01 tetiarana mikasika ny fifandraisan’i miaro amin’ireo mpandray anjara ao amin’ny tantara
Ny lohateny
Raha izaho mantsy no mba mahafaoka ranomasom-pijaliana amin’ny endrika manjombon-davam-pahoriana
He ’zato endri-tsoany manafaka alahelo, mamboraka fitia ka mahavelom-bolo ; ny tahotra aman-kovitra izay mihelohelo, rehefa isehoany mandositra daholo.
Svt mlg mat
Zaza nandrianina aho, notopoina toy ny sampy, faly manana an’i dada ho mpitaiza sy ho mpanampy feno toky fa mijoro teo ambony vatolampy teo an-tsoroky ny reny no finaritra niantsampy
Ny zanapeo sosona iu indonezianina dia mifamaly amin’ny zanapeo sosona iu malagasy. Miasa ity fifamaliana ity eo amin’ny vanin-teny voalohany. Ohatra eo amin’ny vanin-teny voalohany. 1 iu iu- kiu a kio, tiup tsioka
Toy izao no atao amin’izany tonga eo amin’ny tanàna iray rebotiaka sy ny namany; vorina ny olona ao an-tanàna ary manao fivoriam-be, rehefa vory ny olona rehetra dia manomboka ny raharaha. Mialoha ny fivoriana anefa dia mamono omby atao hataka na sorona mba ho fangataham-pitahiana. Rehefa vita izany dia misy iray amin’...
Ny erika ambohimiadana avril 1935
Tsangan- kevitra fahaefatra ny mampihena ny hasin’ny fitiavana dia noho izy asian’ny olom-belona laro 29 alarobia 10 febroary 1971, iv lah 4431
Mahay mivadi-palitao ka toa mandatsa anao mijaly. V. A lah 25
Araka ny fombantsika eto an-toerana moa, hoy ilay mpitari-draharaha, dia iangaviana an-tanan-droa ianareo fikambanana isan-tokony, na izay fianakaviana nanomana fanomezana hitsangana ka hitanjozotra ety anoloana.
Kanjo indray marainan’ny miakatra andro izay, bokina mpanoratra sendra novinakiny no nandrirotra azy hitodi- doha indray hanambara ny zara sy lelan’ny famakiny.
Sy tsy azo amboarina
Tsy ny mpampianatra ihany no nanao fahadisoana fa nahitana izany koa ny mpianatra teo amin’ny lafiny fihetsika. Tsy mba nisy na iray aza nanangan-tanana nangata- panazavana tramin’izay hevitra tsy azony, hany ka nihevitra ny mpampianatra fa nahazo ny lesona izy ireo, ary nihazakazaka tokoa ny famitany izany, satria toa...
Ny hazo avo, hono, halan-drivotra , ary olombelona miara-miaina amin’ny mpiara-belona aminy ny mpanoratra sy ny olon-tiany. Tsy afa-bela tamin’ireo hetraketraka sy hasomparan’ny manodidinany. Ny fanambadian’iza no tsy hosedrain’ny rivo-mahery, fa ny foto-kazo marivo faka no tsy menatra hidaraboka 15; hoy i michel andri...
Randria ny laharam-pahamehana amiko izaho raha tafiditra eo dia ny fanadiovana, tsy ataoko misy tamingan’olona manao afera maizimaizina izany, ary hanonitra izay tsy nety vitako ihany koa aho dray, poah, poah, enga anie
Ny nofy tian-ko to, fehezin-tsy hiboraka, no toa ombieny ombieny atosiky ny fo ho lasa toratoraka 5 an-danitry ny tsy hita.
Moussa tsy maintsy ahitam-baliny rehefa olana ry maman a! Izy no adala namihina izany ho azy samirery tonga isika, fa aleo etsy amin’ny malalaka etsy no hajanona ny fiara.
Sary 13 ny fihanonana hira amin’ny finday
Aza asiana tsiaro
Taona vitsivitsy izay no efa nitsoka manerana ny vazan-tany efatra ny rivotry ny fanatontoloana. Azo fintinina amin’ny hevitra fototra roa izany firehana izany. Voalohany, foanana ny karazam-pefifefy rehetra toy ny sisin-tany sy ny fadin-tseranana, izay misakana ny fivezivezen’ny olona sy ny fitaovana samihafa miara-da...
Taloha mantsy natao hitaizana ny ankizy izany. Ankehitriny efa mivoatra izany. Tsy ny olon-dehibe ihany no mitantara ny tapasiry lava, ary tsy voatery eo amorom-patana no anatontosana izany. Izany hoe; ny sokajin-taona rehetra dia afaka mandray anjara amin’ny fitantarana.
L’enseignement primaire traverse une crise profonde tandis que l’enseignement secondaire perd des élèves, particulièrement dans les collèges officiels , francis koerner, histoire de l’enseignement privé et officiel à madagascar, p.287-288
Fa ankoatra ireo dia tokony ho voafehin’ny mpampianatra ihany koa ireo anjara asa 9 voafaritra ao amin’ny grille de landsheere47.
Niahotra i noro. Nahasaikatsaikatra azy fatratra ity olona tsy mpitafa aminy manakana ny lalany sy ny toerana manalasala nifanojoana. Ny fandrenesany ny noro indroa sahady no nampisento tokana ny eritreriny. Azony veroka sahady, fa misy ifanohizany tamin’ny fampitaha indray hariva ny fifanenana teo ahoana kay izay ? Ho...
Misy dikany lehibe eo amin ny fandrosoan ny fianarana ny fifandraisana ao an- dakilasy. Toy ny fianakaviana iray ny mpianatra sy ny mpampianatra ka hamafisina etoana fa manan-danja ny serasera eo amin izy ireo. Mila mandrindra tsara ny fomba enti-mampianatra ny mpampianatra ka manome sehatra mba handraisan ny mpianatra...
Haingo 03 mey 1985
Ny fampiasana teny maneho fitaomana sy famporisihana ary fampieritreretana ohatra asa vadi-drano, tsy vita raha tsy ifanankohonana mahery tsy maody, tsy ela velona sady maneho ny heviny eto ny ntaolo no manentana sy mitaona ny mpiara- belona aminy mba hahay hiray hina sy hampieritreritra azy mba ho malina eo amin’ny fi...
Ny tsy fahafolahany ny teny malagasy
Ireo kristianina nenjehana sy ny niafarany
Teny fisaorana
Raha vao miresaka hoe an-kavoriana dia ny hamaroan’ny olona manatrika no tonga ao an-tsaina voalohany indrindra. Ny hifamorian’ny olona eto dia mety ho fifaliana mety ho fahoriana. Isan’ny sehatra iray ahazoana maneho ny fitiavana ny fifamoriana maro be toy ny amin’ny fetim-pianakaviana, fetim-piangonana, fetim-pirenen...
Araka ny efa voalaza dia nisy antony ilay fanatrehana fampianarana sy ny sehatra nanaovana azy, ary nilana fiomanana sy resaka mialoha tamin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny miaraka amin’ ny mpampianatra ny fanatanterahana izany, mba ho fiaraha-miasa, fa tsy azo natao
Aza misafidy ny ho mahery ianao fa misy ny joko mihasolanga.
Afaka izay afaka mijery koa ny hisy amin’ny fisiany fa tsy minia jamba ka mitompo teny ho manana ny marina hevi-dravina mamarina
Ny ahitana tinady betsaka indrindra amin’ny fanjifana ny atody dia ny orinasa mpanao mofo , ny trano fivarotan-tsakafo masaka toy ny gargotte na restaurant , ny mpiantoka, maro karazana ny olona tonga mividy ny atody ao amin’ny kaominina antanetibe mahazaza.
Ny voly rakotra ihany koa dia anisan’ny tekinikam-pambolena tsy andaniam- bola be loatra93 ary manamaivana ny fandaniana ataon’ireo tantsaha izany. Azo lazaina fa vokatra tsara hoenti-miatrika ny fambolena ihany koa ny fahamoran’ny asa atao amin’ny voly rakotra, satria, tsy voatery mandany vola hanaramana olon-kafa ny ...
Samihafa nankinina hatramin ny farany. Tsy
Impôts sur résultat
Cp1 43 27 43 27
Haravoana tamin’ny nahaterahan’ny zafinay sitrakiniavo zoara henintsoa sy iarahabako an’i fenitra sy mihary, ray aman-dreniny. 1 noho ny sitraky ny avo, tonga ialahy ry zoara hanampy isa indray ny dimby sy ny fara ka fo ravoravo no entina hitsenàna
Ratsimbazafy g ny veloma izay napetrany. Ed takariva , antananarivo 1979
Vily vilivily
Miresaka fiainana andavandro ity tononkalo ity. Misongadina amin’izany ny firesahana fiainam-piarahamonina toy ny toetran’ny olona sy ny fomba iainany ny marina. Endrika maro isan-karazany no isehoan’izany hita taratra amin’ny fomba fiteny toy ny fiozonana. Ohatra mba marina mafy e ! Hita soritra ao koa ny lafiny toe-k...
Faniry vatosoa 03 aprily 2003
Famintinana
Any an-tanàn-dehibe , dia be dia be kokoa ny fahafahan’ny ankizy mivelatra eo amin’ny lafiny fampianarana sy fanabeazana raha oharina amin’ny any ambanivohitra, satria any an-tanàn-dehibe dia misy trano famakiam-boky, misy fahitalavitra, misy fampielezam- peo radio , misy peta-drindrina isan-karazany, misy ivontoerana ...
Nisy foana, koa, kabary, nantenaina hampanjary, nefa inona no teo? Fisondrotam-bidim-bary! Mankaleo!
Ny fomba fanombanana ny hairaha asehon’ny c. E. C. R15 fa ny hairaha dia azo tombanana ary azo aseho an- tsary arakaraka izay haabony. Amin’ny alalan’ny fafana no anehoan’ny c. R izany ka toy izao no fomba famintinany izany;
Nangaihay tokoa ry zareo nilaozana tany imerimandroso-tsarahonenana, kanefa dia samy nankahery tena. Na andro na alina dia tsaroana ka entina amim-bavaka tsy tapaka ilay malala any an- tanin’olona. Hiady ho an’ny fahafahana, hono, hiady ho an’ny fitoviana koa, hono, kanefa koa hiady sy hiaro ary hanafaka an’i frantsa. ...
Ramakararo izay efa mpanjaka hatrany an-tanindrazany dia niara-dia tamin’ny zanany lahy natao hoe ralivoaziry reis-ali-vizir ary ramosamary sy ramosafotsy zana-dralivoaziry. Tsy dia voalaza loatra ao amin’ny tantara ny momba an-dramosafotsy fa ny tarana-dramosamary no voatanisa ao, satria nifampaka vady ramosafotsy sy ...
Mafy tamiko ny bedy, sendra tratra hariva isika, holazaina fa tsy hendry kely mianatra maditra tsy laitra ny voateny, tsorako hazo ombieny ombieny maditra hono mantsy misangisangy zava-dratsy .
Ny masonao mijery dia miampanga anao a
Misy kosa ny fehezanteny manontany arahina baraingo, izay avy hatrany dia valiana amin’ny alalan’ny fehezanteny tsotra aoriany. Ohatra rado dia heverinao fa hanova inona eo amin’ny fiainantsika rehetra àry ny fahalalana ny marina raha izany? Tsy vao mainka aza hampisavorovoro sy hiteraka alahelo? Seheno izaho no tompon...
Rm.30 kokakokaka varika kokakokaka varika varika a ’ala toma y zanako miara a nono toma y zanako tsy savika nono tsy savika nono lavitra ny tany, lavitra ny tany an-tampon’i manakana ale misy anay
Nenjehina.39
Misaotra ny havana aman-tsakaiza rehetra izay nampahery anay hatrany na tamin’ny alalan’ny fankaherezana. Farany, nefa tsy kely indrindra, dia ianareo vady aman-janako. Misaotra sy mankatelina nanohana anay hatramin’ny farany, na mora na sarotra ny lalana nodiavina sy ny olana nosetraina. Sitraka enti-matory re tompoko...
Lisitry ny fafana
Ny fahaizana mitaiza sy mikolo ireo tadidy ireo no antoka lehibe amin’ny fahombiazan’ny mpianatra iray. Ny andrasana amin’ny mpianatra araka izany dia ny fahaizana mandamina sy mandrindra ny fahalalana ampidirina ao amin’ireo tadidy ireo ary koa ny fahaizana mandrindra ny famoahana azy ireo amin’ny fotoana ilana izany.
Kanjo nony injay mikalo, tsy tamim-peo mihovitra aho fa tami-maso mandrimandry renodrenoka fitia dia nahilikao! Indrisy! Gaga aho!176
Daniel gonach et caroline golder, manuel de psychologie pour l’enseignement, hachette p 8 être enseignant c’est savoir en permanance d’acquerir de nouvelles connaissances
Collette becker emile zola , etudes littéraires, ed. Puf 1984 p. 36
Andrianary ratianarivo, h. M rakoto de montplaisir, 1935.
Marihina ety am-piandohana fa tsy atao mifanohitra aminrny fandaharam-pianarana akory ny boky volavolaina. Izany hoe ny fomba fandaminana ny lesona ao anatiny no atao manaraka vanim-potoana. Atao indrindra izay hahamira zotra azy roa ireo. Tsy tokony hohadinoina rahateo koa fa ny tanjona dia ny mba hananana boky tsy re...
Manao fanamarinam- pahatongavana
Ny karazana haino aman-jery maro karazana ny haino aman-jery, fa ny ezahina hatranga etoana dia ny fanasokajiana izay nataon’i marcoccia3.
Bertin razafimpahanana, 1972. Le paysan malagasy, trano printy loterana, antananarivo, tak. 85 18 op. Cit, tak. 87
Nanampy ny mpanoratra tamin ny fitaizana ny zanany ny fahaizany mandaha-teny. Tsy nibedy na nikapoka izy raha nisy fahadisoana nataon izy ireo, fa nananatra azy tamin ny teny tsara lahatra no nataony hany ka rehefa miteny izy dia manaiky avy hatrany izahay 18, hoy ny zanany. Tsy nampanano sarotra azy rahateo izany satr...
Fafana 18 sokajin’olona ipetrahan’ny mpianatra.
Isan’ny zava-dehibe amin’ny fampianarana tokoa ireny fitaovana enti- mampianatra ireny satria ankoatra ny maha-fitaovana fampitam-pahalalana azy dia isan’ny manaitra ny tsilontsain’ny beazina koa ireny. Araka ny fandinihana nataon’i howard gardner dia misy tsilontsaina valo azo trandrahana ao amin’ny beazina, mba
Tsy mitantara zavatra misavoan-danitra akory ny mpanoratra, fa ny zava-misy misongadina ao anatin’ny vanim-potoana no asehony. Mampiseho hatrany ny fifamatoran’ny literatiora sy ny fiainam-piarahamonina izany ary indrindra ny tanora. Anisan’ny tanjona kendreny ihany koa ny hahafahan’ny tanora ankehitriny miala amin’ire...
Rehefa nojerena ireo asa fikarohana notanisaina ireo, dia hita fa samy nifototra tamin’ny zava-nisy teny amin’ny fampianarana ankapobeny avokoa. Tsy mbola nisy tamin’ireo ny nijery manokana ny fampianarana taranja malagasy eny anivon’ny fampianarana tekinika. Tsapa anefa fa ilaina fijerena manokana ny momba izany. Tsy ...
Dingana maro no nolalovanay talohan’ny nahatongavana tamin’ny famitana izao asa fikarohana izao. Nisy ny fanomanana natao nandritra ny efatra taona teto amin’ny sekoly. Teo ihany koa anefa ny firotsahana an-tsehatra izay nahafahana nahita ny tena zava-misy teny ifotony nanomboka ny septambra 2012 ka hatramin’ny desambr...
Manao ahoana ny tokony ho endriky ny famintinana aroso? V famintinana tsy manova ny hevitry ny mpanoratra tsy miova an-dalana mihitsy. Fanamarihana misy fomba famintinan-dahatsoratra azo aroso araka izay takiana 1- ny famintinana fohy indrindra ny f. K ny lahatsoratra no omena ka atao anatina fehezanteny tokana. 2- ny ...
Fanontaniana
Ny fomba azo atao marina hitondrana ny fampiharana mangetaheta ady hevitra ireto kilasy ireto. Noho izany, fomba mahomby hitondrana ny fampiharana ny ady hevitra atao ao am-pianarana. Zaraina ho tarika telo ny mpianatra, ka ny tarika voalohany manohana ny hevitry ny mpandinika, ny tarika faharoa manohitra izany, ary ny...
Ny famoriana ny vahoaka amin’ny mamahoaka dia tsy famorivoriana fahatany, fa nikendrena tanjona iray dia ny fahavitana mamokatra vary be indrindra. Ny vary, izay araka ny fampahatsiahivan’ilay frantsay mayeur fa fambolena nahavokatra tao amin’ny faritra, ary mbola hita tao amin’ny toko momba ny toe-karen’ny faritra fa ...
Tsara tarehy karaha folera35 ao ihany koa ireo fomba fiteny izay ahitana soritra ny filazalazana momba ny zava- misy manoloana ny hatsaran’ny vehivavy. Fomba fiteny maneho fihetsiky ny lehilahy voasariky ny vehivavy izy ireto 10. Taitran-drandram-bao 11. Nahita akanga tsara soratra raleva ka nodoniny ny fitaratra mora ...
Mba hoenti-manatratra ireo zava-kendrena ireo, dia, hovahavahana ny fa velona indray amin’ny maha tantara foronina azy. Hanampy ny mpampianatra amin’ny fomba fampianarana sy fandinihana tantara foronina ihany koa izany satria ao anatin’ny fandaharam-pianarana kilasy voalohany.
Mivondrona isika e, tanora hanasoa ny tanintsika e, tanora fiverenana fahaleovantai? A ara-toekarena e, tanora zany ro ilain’ty firenena e, tanora
Hoy ny mpanoratra ny sombin-tany fototr’aina nobodoiny! V. A lah 16
Tina ka tsy maintsy aty i hery no mianatra ho mpitsabo.
Misy foana koa fanahy minia manova ny endrikao ’reo mpanimba ny tontolo sisa iainantsika ety hetraketraka izany. Saingy misy ihany lahy mbola nomeko anao sarisarim-bonikazo notondrahako fitia efa namantsika hatrany.
Tsy nahy poizina felana 19.06.03
Samy fitaovam-pifandraisana sy fibeazana ihany na ny fampianarana, na ny fanaovan- gazety. Araka ny tenin’i pierre roudy, ao amin’ny l’école et la presse1, ao amin’ny teny fampidirana, dia afaka miaraka ireo satria ny sekoly manomana sy mamolavola ny mpianatra ho amin’ny fiainana, izany hoe manao izay hifandanjan’ny fa...
Ny malagasy .32 miara-dalana amin’ny fomba amam-panao mandrakariva izany finoana ananany izany. Misy vondrom-pinoana roa ao antananambo ny finoana nentim-paharazana sy ny finoana kirisitianina. 1.3.4.1. Ny finoana nentim-paharazana
Fisehoany iv rabeza irery
Ny fizarana fahadimy farany dia eo amin’ny andalana faha-213 ka hatramin’ny andalana faha-251 farany ny tsy fitovian-kevitr’ireo frantsay roalahy mahakasika ny fanjanahany an’i madagasikara no ventin-dresak’izy ireo amin’izany teto dia toe-tsaina mifandona no lohatenin’ilay lahatsoratra. Tena izany tokoa no ambarany , ...
Ireo tantara foronina ireo dia ahitana faharavan’ny fahasambaran’ny ankohonana tampoka noho ny fitiavan-tenan’ireo jiolahy.
Mizara roa ihany koa ireo mpandray anjara ireo, dia ny mpandray anjara malagasy izay mitondra ny anarana malagasy, ary ireo mpandray anjara vazaha izay mitondra ny anarana vazaha mazava ho azy. Na dia eo aza anefa ireo fahasamihafana ireo dia hain’ny mpanoratra hatrany ny mampifandray azy ireo. I françois mauriac aza d...
Asa ankohonana sahanina arenina bfr besoin en fonds de roulement ca conseil d’administration ffom forces, faiblesses, opportunités et menaces imf institution de microfinance ong organisation non gouvernementale pme petite et moyenne entreprise pv procès verbal
Ftmr 32 4 2 38