text stringlengths 10 11k |
|---|
Manao ny taratasy maneho ny vola niditra sy nivoaka isan-taona ary mitondra ny tatitra mikasika izany any amin’ny kaominina. |
Lahatsoratra voarafitra tsara ny fampianarana ny taranjan’ny teny dia tsy hoe mianatra mba hahay teny fotsiny, fa ianarana avokoa ny fifehezanteny, ny fomba fanoratra, ny fanehoan-kevitra. Tsy ampy anefa ny fanazavana am-bava, fa tsy maintsy mahita maso ny mpianatra, satria ny zavatra ampitaina amin’ny hita maso raisin... |
Ohatra tetelo? Telo nytetelo fanambarana zavatra tsitelotelo na fanatsitokotokoana ho telo ny singa iray. Ny telo dia isa eo anelanelan ny roa sy efatra |
Ny anton’ny safidy teo amin’ny kilasy sy teo amin’ny asan’ny mpianatra misy antony matoa nosafidiana manokana ny kilasy fahafito, toy izany koa ny asa novokariny. Ny kilasy mantsy dia manambara ny haavom-pahalalan’ny mpianatra ary tokony haneho izany koa ny vokatra azo amin’ny asa fanombanana ampanaovina azy. Araka ny ... |
Matetika no roboka tamin’ny fakana tahaka ny mpanoratra vahiny ireny poeta romantika ireny. Manamarina izany ity tononkalo iray tsy misy lohateny, nosoratan’i dox ity ton 50 96 ny volana niory tandindona tomany hanendry ny lokangany, no eo an-tokotany. Anaty voninkazo manjavozavo fotsy. Ka ny feo tendreny, toy ny rotsi... |
Vontangina votangitangina |
Suberville, théorie de l’art et des genres littéraires, les éditions de l’école, paris, 1948 p 3000 l’orateur doit gagner immédiatement la partie, il livre un combat d’une heure ou deux dont il sort vainqueur ou vaincu 94 j. Suberville, op cit, p 399 l’orateur doit atteindre non seulement les esprits et les c urs, mais... |
Maneho ny amin’ny fitondran-tena. Fitambaran’ny olombelona tsirairay ny fiarahamonina, ka ny fahafantarana ny mahakasika ny isam-batan’olona, ny fifandraisany amin’ny hafa, ary ny tontolo manodidina azy no hamantarana ny fitondran-tena ao. |
Naravony an-drano eo volamangatsiritsy. B.2.13 |
Fikambanan’ny mpanoratra sy artista malagasy miasa ho an’ny revolisiona fimamire , fikambanan’ny poety sy mpanoratra malagasy upem . |
Na tsotsotra ihany aza ato , misy dia misy tokoa ny fahasamihafana amin’ny ankehitriny sy ny efa-taona lasa tak. 19 |
Clair de lune takariva ankehitriny t-14, lah-581, 27 10 1949 |
Collaborateurs ne peuvent toutefois pas aboutir à une réponse satisfaisante ni à un résultat pertinent au moment voulu. L’obligation légale de conservation des documents pour une durée d’au moins 10 années n’est pas complètement respectée et souvent n’étant pas considérée comme faisant partie des priorités toutefois, l... |
Ny fitaizana amam-panabeazana azony teo anivon’ny sekoly azo heverina fa noho ny mpanoratra voataiza tamin ny vaky boky no tena nampahay azy tany am-pianarana. Notaizana hanana toe-tsaina tia sy mahay mifaninana amin ny hafa izy. Porofon izany ny nahazoany ny laharana voalohany hatrany tao am-pianarana. Ohatra nomeny, ... |
Izany no antony nisafidianan’ny mpanoratra an-drobena ilay mpandray anjara fototra izay sahisahy, mendrika ny halain-tahaka. |
Eto andrenivohitra eto, eto andrenivohitra eto |
Ankiakabe zaza lahy |
Ary taty aoriana 1976 , dia mbola nanoratra tononkalo miresaka hatrany momba ny lohataona izy, izany dia nampitondrainy ny lohateny hoe ry lohataona soa milenoka. |
Ny zava-nitranga maneran-tany |
Les avantages que l’on attribue au crédit bail sont il est un endettement qui n’apparaît pas au passif du bilan ; il n’affecte donc pas la capacité d’endettement de l’entreprise, c’est le seul financement par dette à 100 , les redevances constituent des charges déductibles par excellence d’où diminution de l’ibs impôt ... |
Kilasy famaranana tokony hisy fanadinana lesona ny mpianatra no mikaroka ny lesona, manampy fanazavana ny mpampianatra tokony hanana fahalalana betsaka ny mpampianatra taranja malagasy tokony hisy any amin’ny internet ny taranja malagasy tokony hazoto mamaky boky ny mpianatra tokony ho hay ny lesona ary atao ny fanazar... |
Ny fahazazany |
Mialoha ny hampahafantarana ireo antony nahatonga an’i abel ratsimba hanoratra sy hamoron-kira, dia tsara raha asiana teny fohy ny eo amin’ny lafiny solon’anarana. Amin’ny maha-mpanoratra ny mpanoratra, maro amin’izy ireny no misafidy solon’anarana sy miafina ao ambadik’izany, rehefa mamorona asa soratra. Tsy zoviana a... |
Araka ny fomba fijery mahazatra ny olona maro dia toa zavatra mifanohitra ny kolon-tsaina sy ny fampandrosoana. Ny toe-javatra mitranga matetika dia ireo olona mandala ny kolon-tsaina ananany dia ambara fa olona tsy maharaka ny fandrosoana, hany ka mailaka mihitsy ny olona haka ny kolon-tsaina avy any ivelany ary hanar... |
Mandray vahiny avy any lavitra |
Jo andrianasolo 16 02 05 |
Na mihinana aza, dia sakafo tsy mahavoky sitrany ahay vaza-mihetsika mizaka ny mangidy tokoa ny malagasy amin’izany. Hoy i nofy ao amin’ny mafy mangidy koa ny ngidin’ isan’andro izao sakafo ambany foitra103 |
Boky mivelatra sy miitatra kokoa izany ity karazam-boky voalohany ity. Boky mirakitra ny tari-dalana ho an’ny mpampiasa azy. Voatarika hatrany ny mpamaky , ka tsy ho very fa mora aminy ny hamaky izany. Manampy betsaka ny mpampianatra amin’ny fanatanterahany ny asany. Ny boky fampianarana tena ilaina sy manaraka ny feni... |
Zefa izany hoe misy ihany aloha e! Raha manambady ohatra i nenibe, dia 145- mitombo indray ny olona tompoiko ato, dia mitombo ny olona hokarakaraiko, dia mitombo ny isan ny kapoaka amin ny vary arotsaka de. |
Nosintonina ny sain’ny vahoaka malagasy hanaiky, fa tsara i madagasikara. Tokony harovana sy hotiavina izy, tsy avela hosimbain’ny vahiny. Tsy vitsy ny mpanoratra no naneho izany hasoan’ny tanindrazana izany |
Izaho misaina izany no jenjina sy fanina |
Famaritana ny endrika isehoany ny lanjany ny olo-marina sy nyfampandrosoana |
Fnuap , janvier 1998, fonds des nations unies pour la population à madagascar ; in chap la cipd la conférence internationale sur la population et le développement 1994. , new print, tak 03. L’accès aux soins de santé primaire est essentiel pour réduire la mortalité et améliorer l’état de santé de la population |
Tsara vintana raha iverimberenan’ny fahasoavana matetika 2- ratsy vintana raha ifanotofan’ny zava- dratsy foana ny fiainana. |
Hazomanga na sojabe ilazana ny zokiolona eo amin’ny fiarahamonina. 60 zokiolona ao amin’ny fianakaviana, izay miahy ny lafiny fomban-drazana sy ny fasan-drazana, mamoha azy raha misy ny liana izany. |
Mety hahitana sokajy telo ny mpandray anjara ao amin’ny lahatsoratra milaza tantara, dia ny mpandray anjara fototra, ny mpandray anjara mpanampy, ary ny mpandray anjara ravaka. Ny momba ireo roa voalohany araka ny ahitana azy ao amin’ny sombin-tantara roa niasana ihany anefa no hanaovana famakafakana. ? Ny mpandray anj... |
Norolafatra rajoma, op. Cit. T. 98 les outils sémiotiques sont l’ensemble des actes langagiers oraux ou écrits, issues de l’histoire culturelle de l’humanité pour se communiquer, s’exprimer les hommes font des conventions entre eux à partir des signes |
Tak.69, and.1, and.3 |
Dia niesona i dada, voafitaka i neny tadidinao ireny ? Izany rehefa tia mamboly fahotana. |
Izany hoe ny olona hendry dia izay manam-panahy, ka afaka mieritreritra tsara sy mandinika ny hataony, mba hananany toetra mendrika eny anivon’ny fiarahamonina toy ny fahaiza-mandamina ny fihetsika hatao sy ny fitondran-tenany. Koa ny ohabolana eto dia natao hananarana ny olona mba hanam-pahendrena. Mbola maneho izany ... |
Teny famaranana eto am-pamaranana dia tsara ny mampatsiahy fa ny tantara foronina mitondra ny lohateny hoe navalona nosoratan’i zoé barijaona no akora nentina nentina niasana nahavitana izao asa fikarohana izao ka nandalinana manokana ny fomba filazan-javatra. Lafin-javatra telo no entina mamarana izany ka hojerena mif... |
Tina misaotra! Lasa vetivety aloha aho e! |
O, adala ihany hay aho adala aminao riva, 10- 03- 13, kalo fitia 2 |
Misy akony betsaka eo amin’ny asa fanoratana ny fananan’ny mpanoratra fahalalana ara-tsaina, ankoatra ny fananany fahalalana ara-panahy sy talenta. Hoy ny tenin’i karl jaspers taterin’i pierre picon ao amin’ny boky; l’oeuvre d’art et l’imagination ny hairaha artistique , dia tsy inona fa ireo famoronana miorim-paka ami... |
Fanontaniana miainga aminrny asa soratra lahatsoratra mitondra ny lohateny hoe rhohamasinina anie ny anaranaor, nosoratanrny e. D. A, nalaina tao aminrny boky ilay vohitry ny nofy, tak. 37-39. Fandinihana sy fandalinana 1- ny vanim-potoana ankehitriny no nivoahanrny lahatsoratra eto. Azo lazaina fa mbola tao anatinrny ... |
Jo andrianasolo |
Teo amin’ny tekinika momba ny fivarotana hevitra tsotra sy mora tanterahina kosa no nomen’ny mpampiofana tao amin’ny prosperer tamin’ity dia ny resaka fahadiovana sy ny fifanajan’ny mpivarotra ary ny fanajany ny mpanjifany rehetra. Ny fahadiovana eo amin’ny lafiny fitafiana toy ny akanjo, pataloha, sns, anisan’ny natao... |
Kami harus belajar di sekolah |
Ihany koa. Noho izany, toy ny zoky ray aman-dreny, afaka mitari-dalana ireo zandry aty aoriana amin ny lafiny rehetra izy. Andraikitra goavana noraisiny ho fanarenana ny fiainam-pirenena izany. Araka ny nambarany dia tsy fitandremana kely fotsiny, dia efa ampy hampiova ny fiainana iray manontolo. Noho izany, mila mitan... |
Asan’ny mpiompy ivelan’ny fiompiana akoho |
Eny an-dalana ho fandroahana ny omby hamonjy doany, |
Koa izany fa na dia noforonin ny saina aza ny tantara foronina, dia maneho sy mampisongadina ireo zava-misy sy marina hatrany. Mbola manamafy ny maha tantara maneho ny zava-misy sy marina ihany koa i roy claude, araka ny hita tao amin ny dictionnaire de citations12 raha nilaza fa ny tantara foronina dia mitantara ireo ... |
Asiniony, akom-piainana, 1996 53- harioley, ny taombaovaon’i nenimialy , takelaka notsongaina ii 54- latimer rangers, gazety zava-misy, n 411, 1974 55 ed andriamalala, ilay vohitry ny nofy |
Fevrier 1900 7 septembre 1928 40 ho an’i elise rasoaseheno, anabavy malalako 42 ny fiainana eto an-tany 43 ry foko avereno 44 hataka amin’ny andro lasa 45 ny hariva 46 hariva 47 iarivo 48 iarivo fahavaratra 49 ilay ora hodiako 52 itony nofo itony 53 ny lasa 55 ny manina 57 nofy rava 58 1er novembre 59 oran-tsy ho avy 6... |
Le zô de goa e taribe 168. |
Ity lalankely miakatra ity tsy misy mpandalo, alofan’ny hazo no hizorantsika hamonjy iry saham-binany sy ireo voro-mivazo! |
Ohatra 1 tiako hotehirizina ho anao izato volon’andro, dia ny volon’andro mandro an habakabaka manga 5- mampivetso, mampiranga. In tiako143 |
Ny sekoly no toerana iray lehibe tsy maintsy irotsahana an-tsehatra, satria fikarohana mikasika ny haifampianarana riba no atao, izay miompana amin’ny tari- dalana ho fanatsarana ny fampianarana tsangan-kevitra ao amin’ny kilasy voalohany. Asa voalohany nataonay tamin’izany ny nanokana fotoana nihaonana tamina sokajin’... |
Baiboly, sal 8 5 |
Araka ny voalaza tany aloha, ny teny no maha firenena ny firenena, noho izany ilaina hasandratra izy. Maneho izany i rano ao amin’ny tononkalony tiako indrindra ianao ry teniko ka hasandratro amin’ny avo satria zary firenena ny teny izay miteny na izany aza anefa no voasoratra, ny mpanoratra dia tsy tokony hanao mpitar... |
Ho fandresen-dahatra ny mpihaino hiaiky ny maha-zava-dehibe ny fifanarahan-kevitra manolona ny zava-manjo, eo amin’ny mpiray monina, ohatra, no tanjon’ny mpandahatra kabary am- pianakaviana eo. |
Ny amin’ny fiheverana ny marina |
Vovo dray ty vovo ’zay misàna vovo misndry moramora, tsy miraika kely akory. Tsy mba taitran’ny akory, vovo maizin’andro loatra. Raha jerena mampimalo ary tehiriziny ao. ’reo malala tsy atakalo . |
Tratrarina, ny hasarobidin’ny asa soratra. Tsy hadinony koa anefa ny nampisongadina ny maha kristianina azy ka nampiasany ireo voambolana nosintonina tao anatin’ny baiboly. Ny tamberin-javatra no tena nisongadina tamin’ny ireo sarin-teny nampiasainy hoenti-manantitrantitra ny fanamafisam-pihavanana izay nimatimatesany ... |
Ny vohon-tany |
Amin’ny tononkalo jo andrianasolo miresaka amin’ny tenany 111 , andalana faha 21-24 no misy ny longoa ny manodidina an’ise misy ny mpandrava laka manao longoa mitoto-bozaka sy manafin-koho toa saka. Oharin’ny mpanoratra amin’ny longoa ny toetran’ny manodidina mpandrava laka sy mpihatsaravelatsihy. Ny longoa dia lavaka ... |
Fanontaniana natao tamin’ny lahiben’ny zap, talen-tsekoly, lehiben’ny fokontany |
Lahy vavy lahy vavy lahy vavy lahy vavy tantsaha mpikambana fanantenana 30 25 14 9 44 34 1030 1082 tantsaha na olon- tsotra 36 26 15 6 51 21 |
Lazao andriampapango! F’ireo ’zay nantenaina no indro koa mandatsak’aina |
Farany, dia tsy hay ny tsy hisaotra ireo loharano nipoirana sy iray tam- po. Tsaroana indrindra ny fampaherezana sy ny fitrotroana am-bavaka nataonareo, ka nahazoana hery mandrakariva teo am-piatrehana ny fianarana, indrindra fa teo am-panatanterahana izao asa fikarohana izao. Andriamanitra anie hamaly ny soa rehetra n... |
Guiraut p. Et kuentz p. , la stylistique lecture, kliuck siek, paris, 1970, la figure est un écart par rapport à l’usage, lequel écart est pourtant dans l’usage. Tak.120 |
Ny fanodinkodinana indray dia mitory famaritana tanjona ivelan’ny nokendrena tamin’ny tetikasa. Na tsy ny rehetra aza no nanao izany dia tsy vitsy kosa mampiseho izany ny zava-misy teo amin’ny fampiasana ireo kojakojam-pambolena. Toy izao no fisehon’izany anton’ny fizarana zezika sy ny famonoana ahi-dratsy ny hampitomb... |
Voahaja avokoa ireo lalàna telo mamaritra ny fisian’ny taria. Voalohany, tsy misy fomba mety hahafantaran-drandrenja sy ilezoma ny manjo an-dratovo afa-tsy ny filazany azy amin’ny alalan’ny taria. Fehezin’ny lalànan’ny fitsitsiana izany io taria io. Faharoa, tsy mbola nisy fisehoana nanambarana izay toe-pon-dratovo iza... |
Ny alakamisy 6 febroary 1975 tamin’ny enina ora sy folo minitra maraina no nampahafantarina ny fijoroan’ny governemanta vaovao. Araka ny andininy fahatelo amin’ny lalàna lanieram-bahoaka tamin’ny 8 ôktôbra 1972, dia nanendry ny ho solony ny jeneraly gabriel ramanantsoa. Nomeny ny fahefana feno hitondra ny tany sy ny fa... |
Teny famaranana |
Acte 2 joro, njariny, mboty alina ao an-trano joro niditra avy nandro izay vao azoko ny aiko marina ! Njariny hay efa avy nandro ianao ? Miantso mboty a! Mandehana antsoy amin izay ny ankizy mody ! Tonga dia asaivo misasa an ! Joro fa angaha mbola tsy nody ny ankizy ? Njariny efa teo reo naka rano ka! |
Famakafakana hira sy tononkira 3.1.1 famoaboasana ny tara-kevitra hita ao amin ’ny arnboaran-tononkalo 3.1.2 famakafakana tononkira notsongaina 3.1.2. L izay tsara fody mandry any an-danitra 3.1.2.2 ny zaza tsy an-dray 3.1.2.3 hira fifaliana nataon’ avaradrano sy imamolahy 3.1.2.4 hirn hatsikan’ingahilava sy kotoboribo... |
Ho zero ny renifeo eo alohan ny tovona man mampifandiso tanteraka ny endriteny anefa izany matetika. Ohatra man- vita mamita miova ho eto ny v manomboka fototeny. Tsy ananan ny mpampiankina sy ny fanakambanana izany fifanoloana izany. N v m mivadika ho m eto ny fifanenan ny v sy n tovona. Miteraka olana eo amin ny veri... |
Dia izay iainan’ny olona andavanandro ary heveriny ho bitika indrindra kanefa antoka ho an’ny fiainany manontolo satria asa aman-draharaha iandraiketany. Fampahiratana mason-tsaina araka izany ity fanoharana ity. Ohatra boboka tak. 62-63 boboka aho ry tanindrazako ka avela ianao ho eo fa izaho sy ny hazakazako handosit... |
Toko faharoa endrika ivelan’ny sombin- tantara |
Ny antony nifidianana ny toerana |
Ny fanovan-javatra hita ao amin’ ny asa soratry ny eja ato amin’ny fanovan-javatra indray dia hita ihany koa fa maro amin’ny tononkalony no misy azy ity. Santionany hatrany anefa nohejerena eto. |
Avy amin’io fafana io no nahatsapana fa manana nydiplaoma sy fahaizana ilaina amin’ny fampianarana eny amin’ny lisea ny mpampianatra ao amin’ny ambinintsoa. Ireo mpampianatra 20 an-tselika ireo dia mampianatra any amin’ny sekoly hafa avokoa ao ny miasa any amin’ny liseam-panjakana, ao ny avy any amin’ny sekoly tsy mian... |
Laizy m. , 2012. Identification et analyse des activités génératrices de revenu agr mémoire de fin d’études d’ingénieur agronome, département agriculture, essa, université d’antananarivo p.35. Annexes |
Eva ao amin’ny et dia nihanahantra noho ny fahakambotiana sy noho ny fampijalian’i josoa azy. Noroahin’i josoa tsy hiara-hitoetra aminy intsony izy, ary nodominy tamin’ny fiara nony hitany tany an-dalana ka tsy afaka nanohy ny asany intsony. |
Anjara asa fandresen-dahatra conative na argumentative ity anjara asa ity kosa dia mifantoka indrindra amin’ny fiezahan’ny mpandefa hafatra hanaika ny mpandray. Ato no andinihana ireo fomba sy paikady rehetra ampiasain’ny mpandefa hafatra hanetsehana ny mpandray hafatra sy handreseny lahatra azy. |
Ff3, tak xxxv, andl 57 303 f f4, tak xxxix, andl116 304 ff2 , tak xxix, andl.204 |
Fomba iray hahamora sy hampazava ny fahazoana sy ny fanantaterahana ny fomba famaritana ny anarana amin’ny teny malagasy sy amin’ny teny swahili ny fahafantarana mialoha ny anarana. |
Profil historique identification des leaders, fady, moment opportun |
Zone administrative et pédagogique |
Mahatonga azy hanoratra, hany ka maro dia maro ireo voambolana sy andian-teny tsara rindra hoenti-mambabo sy mandresy lahatra ny olona itoriana fitiavana. Tsy àry ho voatanisa eto avokoa ireo mpanoratra tena nikoizana tamin’izany resaka fitiavana izany, fa i jean nalisoa ravalitera no hotononina amin’izany. Raha nandra... |
Lesona llce, taona fahefatra ens |
Dictionnaire larousse de poche, op cit, pp 337 rime retour du même son à la fin de deux ou plusieurs vers |
Osika nataon’i faravavy, tao maroariana ii, ny 25 jona 2016, tamin’ny 06 ora hariva o. B.54 anao volana iry ô anao volana iry ô dia sakaizako ô kopy ô 2x dia fihinanako ô koera, koera fa apohako ô kara an’ive iry ô ? Karaha rakohokoho |
Module matieres volume horaire module 1 la législation de travail |
Dia ho tonga fifaliako ny ho faty ety an-tany fa raha tapitra ny diako dia hiafara an-danitra any. |
Harioley, 1994, ny fomba filazan-javatra ao amin’ny sombin-tantara, araka ny ahitana azy ao amin’ny erika, mémoire de capen , 110 pages |
Handrava ny fifandraisana. |
Logiciel power bible 6 la bible loin d’être un genre mineur in encyclopédie universalise, t. Ii, p.1916 |
Niondrika rakoto! Tsy nanohy ny teniny intsony aloha izy fa toa nitsakotsako ny tenin- drahary! Samy nangina nandritra ny fotoana fohy izy mivady vao nanohy ny resaka indray rakoto dia avelantsika ho lasan’olona izany ity trano ity? Mbola hikaro-kevitra hatramin’ny farany aho mba hiarovako azy tsy ho robain’ny mpanarar... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.