text stringlengths 10 11k |
|---|
Fifanampiana malagasy, 1975 , le comité de solidarité de madagascar et les problèmes de développement , in les fokontany ou les structures du monde rural pour une maitrise populaire de développement ordonance 73 009 du 24 03 1973 art. 01 le fokonolona est une ou plusieurs communautés des personnes vivants sur une porti... |
Ireo fiomanana atao mialoha ny hanatanterahana ny asa nataon’ny mpampianatra |
Directeur de recherche ramatoa raharimanga fidèle maître de conférences |
Lisitry ny fanafohizan-teny agi adaptation goal attainment integration latent patterns maintenance epp ecole primaire publique ceg college d’enseignement general paoma paositra malagasy ens ecole normale supérieure capen certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale fram fikambanan’ny ray aman-drenin’ny mpianatr... |
Solofo josé, anokantsa, tak 20 ; va tak 1 20 rano , onja, tak 26, va tak 2. |
Handeha isika hitady toerana |
Rehefa ny olona na ny mpiara-monina no mifanerasera maharitra dia maro ny toe-javatra mety hitranga. Fa mbola mety tsy hampoizina kokoa no hiseho eo amin’ny olon-droa lahy sy vavy mifampikasokasoka matetika. Anisan’ny mety hitrangan’izany ny resaka fianarana, toy ny fianarana dihy hita ao amin’ny tantara. Nianarana iza... |
Ny olana nosetraina sy ny vahaolana noraisina tsy mora ny nanatontosa ny asa fikarohana, maro ireo olana sy ny sakantsakana nandritra ny fanatanterahana izany ; koa isan’ny olana heverinay fa lehibe tamin’izany ireto ambara manaraka ireto teo amin’ny olana ara-potoana, sarotra ihany ny nahazoanay fotoana tamin’ny tompo... |
Araka ny fanadihadiana natao, dia misy karazany roa ny fanafanana omby misy ny fanafanana omby fanao isan-taona. Io no avahanay ny mpanao fikarohana hoe riba fanafanana omby, fomba raikitra fanao isan-taona, amin’ny fotoana voafaritra mialoha. Ireo antony efatra voalohany notanisaina teo aloha teo no anton- javatra ana... |
Sedra e, e! Sao dia te hiteny ialahy hoe aleo aho handeha fa tsy misy hialalaovany an’ialahy? Rado tsy hiteny izany kosa aho e, fa hiandry eto foana. |
Zetra, antananarivo, tpflm dl 717 05, 2005, 500 pages |
Fanangonana tahirin-kevitra misy ny fomba fiasa narindra ahavitana ny asa fikarohana. Toy ny famakiana boky, fitsidihana tranonkala. Misy karazany ny tahirin-kevitra nokirakiraina ao ny an-tsoratra ary ao ny am-bava. Ny tahirin-kevitra an-tsoratra no nahafahana nanovo ny loharanon-kevitra manodidina ny lohahevitry ny f... |
Tamin’ny mitataovovonana vao indro reniny miloloha sobiky feno lamba avy nosasana. Eny an-tanany ilay mivimbina harona misy laoka sy vary manta sy harona hafa misy arina hipasohana ireo lamban’olona haody anaka, nihazakazaka i meva nanala ireo entana teny an-tanany oay! Hay i neny nanasa lamba. Reraka izao i neny ô! An... |
Avia mba hiresaka rapôlisy |
Fo iray saina iray fanahy iray |
Manohy ny lesona avy hatrany |
Ny maraina mahafaly tonga mahamanimanina, fa tsaroana ny fahiny niarahana nitsiky, iry volana baliaka nony sendra mba tazanina mainka mampanaintaina ’zato ’zay mikiky. |
Izay ny mikasika ny toetran’ny olombelona izay nasehon’ny mpanoratra amin’ny alalan’ny fanovana endri-javatra. Fa ny manaraka eto kosa indray dia hijery manokana ny fomba nandokoan’i solomona ny toetran’andriamanitra amin’ny alalan’ny fanovana endri- javatra isika. |
Dubois r. , 1998, malagasy aho, edisiona md paoly, antananarivo. |
Ny anarany aloha, dia ny harivan’iny vao mba nandre azy aho, hoy izy. Raha ny amin’izay tarehiny indray, tsy mbola hitako velively akory. Nangina aho, fahagagana lehibe ho ahy ny nolazainy tamiko; indrindra koa fa be loatra ny tsaho reko, ka tsy sahiko ninoana avy hatrany ny tenin’ny sakaizako. Nandroso ihany izahay. T... |
Azo antenaina ny soa tsy ho very |
Izy manao izay hidirana amin’ny helo. Ny olona miandrandra hasambarana hatrany, |
Ny sarina mpanoratra no anisan’ny misongadina ao anatin’ny boky. Ankoatra ireo sary ireo, dia sary nalaina teo anivon’ny fiarahamonina ny ankamaroany. Misy ihany koa anefa sary hosodoko sy sary natao tanana, saingy vitsy dia vitsy izy ireny. Saika miloko avokoa ny sary hita ao anatin’ny boky. Toy izao no voalazan’i abr... |
Fafana 1 fizaran-taona araka ny toetr’andro |
Iii.2- dingana arahina amin’ny fahazoana ny fanampiana |
Tsy hay izay mety ho nitranga tao an-trano fidiovana tao fa ny hany tsapa aloha, vetivety i nary dia nivoaka avy tao, mety ho ny lamosiny tokoa angaha no nokosehina dia izay? Teo am-pisakafoana dia i noro no nisolo toerana an-jokiny iny alina iny, iriana ho ny seza ihany no soloina fa tsy ny zavatra hafa. Teo dia samy ... |
Ry sampona ô, mba miesora fa manariva ny olon-kody ; ry mpankahala matahora, |
Le changement de l’organisation interne |
Efa voatsiahy teo aloha fa sady mpanabe no mpampianatra ratsimba georges. Maro ny sehatra nirotsahany teo ny fanabeazana ny ankizy nanomboka tao an- tokantrano, nitatra teo anivon’ny fiarahamonina sy ny fikambanana ary nipaka hatramin’ny firenena. Tsy nijanona hatreo izany, nitohy teo amin’ny tanora sy ny olon-dehibe. ... |
Natiora, zaza navela, seho 5 108natiora, op. Cit. , seho 22 109 natiora, op. , seho 23 110 natiora, op. , seho 24 111 , fizarana ii.1 112baiboly, |
Araka ireo voalaza ireo, azo lazaina fa tantara tsy dia mitarazoka loatra no hita ao amin’ireo asa soratr’i faralahy. Misy mihitsy aza ny fotoana dinganin’ny mpanoratra ao amin’ny fitantarana ataony fa ireo zava-mitranga ka misy fiantraikany eo amin’ny tantara ihany no ivalamparany. |
Ny fanontaniana tsy miandry valiny |
L’essentiel des informations à recueillir provient des documents fiables des organismes et institutions concernés et des centres de documentation de différents ministères. En effet, ces documents ont servi de sources d’inspiration dans la démarche. |
Ao ny fandanjalanjan- kevitra miampy famoaboasana ohatra lahatsoratra very hevitra nosoratan’ i guy de princy ranaivo tak. 114- 116 1 nahoana i mompera lyon no tsy nifampidinika tamin’ny ray aman- drenin- drabary, na tamin’ny voalohany, na tamin’ny farany? 2 inona moa no tena maha zava- dehibe ny tantara tahaka itony i... |
Fehin’ny toko i hita nandritra iny toko voalohany iny fa manana ny fomba fanoratany ny mpanoratra. Nanamarina izany ny fampiasany ireo feo samihafa sy ireo voambolana isan- karazany, hanehoany ny fahaizany mifantina azy ireny. Tsapa tamin’izany, fa matetika, dia tanora somary mivantambatam-piteny no mpandray anjara ao ... |
Ity asa ity dia maneho ny anjara toeran’ny vehivavy ao amin’ny boky mitondra ny lohateny hoe ilay dinan’ny fitia nosoratan’i esther randriamamonjy. Tanjona tamin’izao asa izao ny haneho fa manana ny herin-tsainy sy ny herim-pony entina hampandrosoana ny firenena ny vehivavy. Ny haitsikera nataon’i claude bremond, nalai... |
Kaominina morafeno ceg communautaire morafeno |
Ny fampiasana miaraka ny métaphore sy gradation ary antithèse |
Ny safo-drano |
Ny asa fikarohana atao eto kosa dia manohy ny dian’ireo mpikaroka teo aloha ka anompanana indrindra ny antrôpôlôjia ampiharina amin’ny fampandrosoana nofidina hanaovana izany ny kaominina antanetikely ambohijoky sy ny tetika asa cecam araka izany dia andeha hojerena ny fomba fiatrehana ny asa fikarohana natao. |
Besoins pratiques et interets strategiques |
Ny fihetsiny manoloana ny enji-dresin’ny fiainana |
Ary indray ity tokotany nambolena voninkazo 10-nefa tsy voakarakara ka indreny fa malazo itsy toeram-pilalaovana, zara azo ampiasaina, ka ilaina fanoloana fa tsy vitan’ny hokojaina. |
Approche par les compétences |
Fehiny amin’ ny ankapobeny |
Art, représentation, expression, presses universitaires de france, paris. 128 p. |
Drafitry ny asa hozaraina telo miavaka tsara ny asa ny fizarana voalohany no hijerena ny tantaran’nygazety lakroan’i madagasikara. Ahitana toko telo ity fizarana ity toko voalohany ny karapanondron’ny gazety lakroan’i madagasikara, ao amin’ny toko faharoa no hanadihadiana ireo karazan-dahatsoratra hita ao amin’ny gazet... |
Ireo tononkalo roa ireo dia anehoan’ny mpanoratra ny hery, na zavatra anankinan’ny olombelona ny fiainany. Ao amin’ny tononkalo voalohany, abaribarin’ny mpanoratra ao fa misy ny olona manankina ny fiainany amin’ny kisendrasendra, ary ao amin’ny tononkalo faharoa kosa no ilazany fa misy ny manankina ny fiainany amin’and... |
Oui jirama uniquement 17,72 oui jirama et autres 1,27 oui mais fournisseurs autres que jirama 5,06 non 75,95 zone couverte par le réseau jirama |
Promotion 1999 2004 ainga |
Denis andriamandroso, 1996 , op cit, in l ’ homme d’ abord, la technologie après , tak 51 quelque soit la nature du problème considéré, i l faut d’ abord se tourner vers l ’ homme. Car le développement même rural, est avant tout une croissance qui commence avec l ’ être humain |
Ny mpiavy no nitondra ny fanandroana teto amintsika. Ambaran-drainihifina fa ny arabo izay tonga tany amorontsiraka atsinana sy andrefana no isan’ireo firenena mpiavy. Ny finoana mohamedianina izay naelin’izy ireo no nanjary fanompoan-tsampy teto, nahatonga ny sikidy sy fanandroana, ny mosavy sy ny hitsak’andro .28 iza... |
Teny fampidirana ny tantara dia fahalalana ny zava-niseho tamin’ny andro lasa. Miresaka momba izany indrindra ny akora ampiasaina amin’ity asa fikaroahana ity. Ny tantara foronina no nosafidina hiasana. Ny tantara foronina dia zava-kanto iray vokarin’ny saina, mamaly ny filàna marina ary manana anjara asa eo anivon’ny ... |
Loharano rabenaivo mampionona fenosoa, jolay 2019 |
Ny ampanjaka ny anakandria ny zokiolona ny raiamandreny ny zanaka |
Manana fomba fivavaka manokana ny tanora sy ny mpanabe salezianina tsotra, hain ny besinimaro. Tsy mijanona amin ny endrika ivelany anefa ny vavaka atao fa iainana sy ivelomana mijery ny tombontsoa ho an ny fiaimpiainan ny tsirairay. Nadikan ny fikambanana ho fiainam-bavaka satria efa napetrak i don bosco hatrizay izan... |
Lafin-javatra roa no enti-mamaritra ny zava-kendrena amin’ny dinika ny tanjon’ny seho mirakitra fifanohinana ary ny anjara toeran’ny dinika ao amin’ny tantara. Ny tanjon ny seho mirakitra fifanohinana rehefa atambatra ny anjara fitenenan’izy roa lahy dia manome ny trangan-javatra izay niteraka ny fahafatesan-dratovo. A... |
Giaisson j et theriault j apprentissage et enseignement de la lecture éd ville- marié laval. 1983 .385 p. |
Translation which means that an individual can put a communication into other language, into other terms or into another form of communication. 22 intepretation which involves dealing with a communicaton as a configuration of ideas whose comprehension may require a reordering of the ideas into a new configuration in th... |
Fafana 5 ny taham-pitombon’ny mponina |
Akany mahafoy olo-manga maro kolon- tsainany matoy nosin- kanto sy mpikalo ! |
Hetraketraka i sy ii vita soratra ny 1963 sy 1964 , nivoaka ny taona 1966-1967; ilay vohitry ny nofy loka voalohany natolotry ny mineseb , 1970 -antso, 1972; taolambalo nosoratana 1948 , 1972; zazavavin-drano, 1972; komanga, talohan’ny nahafatesany. |
Elie rajanarison alatsinainy 14 jolay 1997 00h 30mn hifoha talata. |
Dikan-teny |
Dingana arahina amin ny fanadihadiana lahatsoratra |
An-tampon’ny samy reraka |
Raha ny hevitra fototra fonosin’ny fehezanteny no iaingana, dia tsy ahafahana manamarina ny fahafantaran-dratovo an-drasela sy ny fianakaviany ny filazany fa mifanila ny tranon-dry zareo. Ny mampitombina ny fanjohian-kevitra dia ny fifaneraseran’izy roa tonta, izay hevitra ambadika raketin’ny hoe nifanao atsimo sy avar... |
Dia nivory izy tao an-tranon’i kaifa lehiben’ny mpisorona dia tonga tao i jodasy , ilay hamadika an’i zezo ka nanao hoe omenareo hoatrinona aho , dia omeko anareo i zezo avy any nazareta |
Ao ny ziogan’ny sarety izay filonjiko hatry ny ela, 10 hanahoana ny hafaliako raha izany no havela. Ka tsy hahitako intsony ny fivatran-dranonorana ny hatsiaka mahangoly, ny hafanana mahatorana, ny fidinana mandavo, ny fiakarana mideza, hasasarana mitohy, kibo mitofezafeza, 15 eny, mbola anampy izany, karavasy fikapoha... |
Maimbo ra ireo mpamono tompon-tany sy vahiny nilofosany aoka izany nifanambazany mihitsy ny handatsaka aina anao lasa ianao! Lasa ianao ilay mahery fo! |
Mpamaritra ihany koa izy araka ny hevitra asongadiny satria mipetraka ao aorian’ny anarana ny boky f1 ka manantitrantitra izany anarana izany. Manantitra izy eto satria tsy ny boky rehetra akory no very fa ny boky izay novidin’ilay olona itenenana ihany. |
Mitobaka ny fahalalana ary betsaka ny tanora nandalim-pahaizana manokana momba ny fambolena saingy tsy avelan’ireto andian-tantsaha ireto ho raraka an-tany ny fahalalana sy ny traikefa ananan’ireo zoky ray aman-dreny mikasika izany. Ifikarana tanteraka ny fanao navelan’ny razana satria noheverina fa efa nahavita fiaina... |
Isan’ny takila 88 isan’ny fafana 8 isan’ny kisary 6 isan’ny sary 4 famintinana filàna fototra iarovana ny ain’olombelona ny trano onenana, ary ho fitsimbinana ny aina indrindra ny fototry ny fanadihadiana momba ny fanandroana mahakasika ny trano hita ao amin’ny kaominina ambohitrandriamanitra ny mpanandro no mandray an... |
Araka izany, ny fanontaniana fototra no azo ambara fa fitaovana famakiana lay ny dinidinika ifanaovana, ary hiankina amin’izany indrindra ny fivoaran’ny fifampiresahana. |
Raha fintinina izay voalaza tamin’ny fandalinana rehetra natao tato amin’ity fizarana fahatelo sady farany ity dia azo ambara fa tsy mitovy ny iainan’ny mpianatra ny sekoly ambaratonga faharoa. Tato anatin’ity fizarana ity isika dia niezaka nampitaha ny tsy fitovian’ny zava-misy iainan’ny mpianatra sy ny mpampianatra a... |
Betsaka tamin’ny fanazavana ambava natao tamin’ireo ray aman-dreny, tao ihany koa ny micro sy ny baffle izay nanamafy ny feo ho ren’ny olona rehetra izay manatrika, mbola tao ihany koa ny solosaina izay nanampy ny mpampiofanana teo amin’ny fanatontosana ny famoahana azy ho an’ny mpiofana. Ny rafi-pamantarana dia ireo o... |
Fafana 2 fafana maneho ny kaominina valo mandrafitra ny disitirikan’i soanierana-ivongo 16 fafana 3 fafana maneho ny isan’ny trano ao antananambo 18 fafana 4 fafana maneho ny isan’ny mponina antananambo 22 fafana 5 fafana maneho ny vidim-bokatra 3taona tao antananambo 28 fafana 6 fafana maneho ny isan’ny mpiangona arak... |
Ny 17 may 1998, niroso tamin’ny fifidianana solom-bavambahoaka ny firenena. Nandresy ny arema tao amin’ny antenimieram-pirenena. Ny 14 novambra 1999 kosa no natao ny fifidianana ny ben’ny tanàna manerana ny firaisana. Anisany nirotsaka teto antananarivo atoa marc ravalomanana izay nanana ny teny faneva azy manokana man... |
Tsy afa-belan-drisarisa |
Araka ny hita eto dia tsy voahajan’ny poeta ny fifandimbiasan’ny ngadona ? Sy ny tsaika ? Ao amin’ireo andinin-tononkalo roa ireo. Tsy mitovy koa ny isan’ny vanin-danto hita isan’andalana indraindray. |
Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana. |
Toy izany no hita ao amin’ny a. P aza atao tsinontsinona ny hazomanga fa ireny no tandroka aron’ny vozona a. P 104 ao amin’ireo, re mihamafy ny akon’ny fandavana ilay asa. Araka izany, mampafonja kokoa ny hevitra ary manery ny mpamaky tsy hanan-tsafidy ny fampiasana ny aza miampy matoanteny ankoatra ny sehatra na mpana... |
Fehezan-kevitra mifampiankina ireo fehezanteny efatra ireo satria samy ahitana fehezan-kevitra ampifandraisin’ny mpampiankina avy. Ao amin’ny fehezanteny voalohany dia ny mampiankina fa no mampifandray ny fehezan-kevitra. Ao amin’ny fehezaneny faharoa dia ny mpampiankina satria no mampifandray ny fehezan-kevitra. Ao am... |
Ny fantsika, izay mponina avy amin’ny faritra hafa. Sady tsy gadra no ihany koa tsy ankohonan’ny gadra. Napetraky ny fanjakana tany. Ankoatra ireo dia nisy mpiasa mpitrandraka sokay tsy nitoetra naharitra. |
Fizahan-takila teny mialoha 2 teny fampidirana 3 fizaràna voalohany, ny mpisolo tena mahaleo tena 7 i- ny mpisolo tena mahaleo tena 8 i-0 fanamarihana ankapobeny 8 i-1 ny fiovana endrika araka anjara asa 9 i-1-1 ny lazaina 9 i-1-1-1 amin’ny teny malagasy 9 i-1-1-2 fanamarihana 11 i-1-1-3 amin’ny teny swahili 12 i-1-2 f... |
Ny elanelam-panahy |
Mikatona mikatona tapany an-tsisiny amolotra anify an-dohala nilany an-danilany malemy am-para- tenda aloha afara misokatra 29 |
Ny finoana nentim-paharazana na dia eo aza ny fibosesehan’ny karazam-pinoana vaovao miditra eto madagasikara, dia hita fa mbola maro amin’ny malagasy no tsy nanary ny finoana nentin-drazana. Saingy noho ny fanjakazakan’ny fivavahana kirisitianina, izay miroborobo ihany koa any amin’ireto toerana nanatanterahanay ny fan... |
Mpitarika andriamatoa razanajato louis de gonzague maître de conférences |
Dictionnaire vakoka, des synonymes malagache traduits en français, librairie mixte, 2006, 320 t. |
Nony tonga ny ampitso, ’ndreo ny vorona avy nandro ’ndreny koa ny mpivahiny efa valaky ny andro , nefa samy velon-tsento, fa tsy teo ’lay nantenaina hany sisa mba tavela, dia ny ravin-kazo maina |
Ny hany nisongadina teo amin’ny lafiny toe-karena dia ny fizaran’ izao tontolo izao ho roa dia ny tontolon’ny mpanan-karena sy ny tontolon’ny mahantra. Ireo firenena manan-karena dia nanao fampandriana adrisa tamin’ny alalan’ireo fanampiana toy ny fampisamboram-bola tany amin’ny firenena sahirana. Na dia nisy aza ny fa... |
Lah. 539, 18 febroary 1968. |
Diso paika mantsy ianao toa fanoro-matimbela ny lalanao asiana olona izato tenanao jerena. |
Ny varotra |
Raha fintinina izany dia manana ny teknikan’ny poezia, araka ny fiheverany azy manokana i cfrlr. Naseho teo ny lanja ny fandaharan-teny, ny fandanjana ny laharana. Nomarihina ny fisian’ny teny fanao amin’ny andro iray; naroso ny karazan- dahateny sy ny tara-kevitra nifotorany izay maneho ny vanim-potoana niainany, faha... |
Izany hoe fanahin’olona ratsy fanahy fony mbola velona tet? Ambonin’ny tany no zary do ao bejiro io. Raha atao indray mijery àry ireo voalaza ireo dia tsapa fa ny do ao bejiro dia fanahin’olona efa maty taloha be tany, ka miara- mitoetra amin’ireo hery tsy hita maso toy ny raza ao anaty lavabato. Amin’ny maha efa razan... |
François mauriac dia milaza fa maka endrik’olona tanteraka ny mpandray anjara, saingy tsy olombelona nofo aman-dra fa olona namboarina sy noforonina ihany38. Midika izany fa ny mpandray anjara dia olona foronin’ny mpanoratra hampiaina ny tantara. Ao anatin’ny tantara ihany no isehoan’ny maha olona azy, saingy ataon’ny ... |
Ny momba ny mpanoratra |
Tantarany ny lasn dia niorina tamin ny taona 1995 araka ny fanomezan-dalana laharana 99 323 ny 16 aprily 1998. Tale efatra no efa nifandimby nitantana ity sekoly ity hatramin izao ka ny tale telo farany no nahazoanay angona ny momba azy ireo. Voalohany amin izany dia andriamatoa rarivoson ruphin guy efa maty , nanaraka... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.