text stringlengths 10 11k |
|---|
Tatitra voyage d’etude, sampana teny sy lahabolana ary riba malagasy, ny zomba sy ny fitampoha ao belo amoron’ny tsiribihina tak. 9. |
Niezaka ny mpanoratra handrafitra tononkalo mirindra tamin’ity vanim-potoana ity, saingy tsy tonga lafatra tanteraka araka ny lasitra nomen’i justin rainizanabololona momba ny fandaharana poezia izany. Hita taratra tamin’ny fandinihana ny endrika ivelan’ireny tononkalo ireny ny fitsipahan’izy ireo ny fitsipika mety han... |
Zanaka mpanarato tsy mba matahotra onja e ! |
Hangina aho tsy hiteny izay mihatra dia zakaina fa anjaranao no sisa mba misaina. |
Emmanuel sy biraom-piangonana rajao sy randrenja miady |
Fiombonan’ny fiangonana protestanta malagasy lah laharana lib librairie |
Hirosoantsika manaraka àry ny momba ny kabary am-pianakaviana sy ny literatiora. |
Ora mahandro sakafo |
Vitany irery ny famoronana fa manampy betsaka azy amin’izany ny fifaneraserana amin’ireo mpanoratra namany. I harilala ranjatohery ihany koa manao toy izany; hoy izy hoe tsy misy asa soratra teraka ho azy avy amin’ny famoronan’ny eritreritry ny mpanoratra madiodio. Miainga amin’ny toe-javatra iainana ny asa soratra. 24 |
Tamy ianao hanani-bohitra, mifofofofo ka mirohotra mba hampivava izay najoro ho potika, ary ho torotoro tonga ianao mba handrava izay natsanganay omaly dia ilay fanilo mpanazavan’ny aizim-be izay mampijaly kotrok’orana sy riaka no nentinao mba hampifika ity taranaka hifanolo, ireo solofo kolokolo ; tonga ianao nivimbin... |
Izay mahare izao teny izao, hoy rabeniomby tamim-peo avo, dia mba lazao lahy ikaky sy ineny, fa ho eto kitrivo izahay no honina. Tsy misy mahafaty hoe rehefa eo anilan’ny tiana. Eto izahay no hanadino ny fahorian’ny tany, ka higoka ny hasambaran’ny mandrakizay! Novahan-dravolahanta ny kitambiny, dia nararany teo anilan... |
Otto christian dahl, malgache et maanjan. Une compraraison linguistique, t. 370 |
Fehiny, manana ny fomba fiheverany ny amin’ny tsinjara toerana omena ny lehilahy sy ny vehivavy ny fiangonana katôlika. Na tany amin’ny fiforonan’ny fiangonana izany, na ny fiangonana katôlika ankehitriny. Tsy ny fiangonana katôlika ihany fa samy manana ny fomba fijeriny ny fiangonana samihafa. Araka izany, tsy mitovy ... |
Directeur de recherches andriamanatsilavo seth |
Le temps s’effeuille, j. J. Enfant des sombres bords le temps s’effeuille et puis flétrit tous nos réfrains d’hier et nos chansons d’alors et mon c ur ivre |
Marihina fa tsara fari-piainana kokoa ny mpanjono an-dranomamy raha miohatra amin’ny mpanjono an-dranomasina. Noho izany, dia ny fanamaivanan-danja ny fianarana no mahatonga ny zanaka mpanjono an-dranomamy sasany hijanona amin’ny fianarana, fa tsy noho ny fahasahiranan’ny ray aman-dreniny loatra. Valin-teny mahitsy toy... |
L’heure actuelle, une centaine de détaillants de koba et de saucisses sillonnent la rue principale de la commune pour proposer leurs produits. Ils ne comptent qu’une seule femme que les hommes respectent. Nous préférons nous faire petits quand elle vient courir avec nous pour aller vers les gens restés dans leur véhicu... |
Haizava analyse sur un large front isan ny takila 72 isan ny fafana 2 isan ny sary 2 isan ny takilan ny tovana 14 |
Maro ireo toe-javatra miteraka tsy fahalavorariana eo amin’ny fitiavana, ary mety hiafara amin’ny faharavan’ny fifankatiavana. Ireto ny antonym mety hahatonga izany 1-3-1-1-ny fakampanahy |
Ny mponina sy ny foto-pivelomany maro karazana ny mponina ao ambohimahavelona, misy ny tompon-tany ao kosa ny vahiny. Manana ny foto-pivelomana izay manavanana azy àry izy ireo ary mifanaraka amin’ny toetany sy ny toetrandro ao an-toerana ihany koa izay mbola hohitantsika etsy ambany. |
Ny ala anisan’ny faritra be ala kininina iny toerana iny, izay mahatratra 88.200 ha14 eo ho eo. Saika tsy diso anjara amin’izany avokoa ny fokontany tsirairay. Azo heverina fa mba hampandehanana ny fiarandalam-by, izay mamakivaky iny faritra iny, no tena nilana ireny ala kininina ireny, fahiny. Ny fizahan-tany mahasari... |
Maro ireo sarin-teny hafa hita ao amin’ny asa soratr’i di santionany vitsivitsy izay hita fa misongadina sy mifandraika amin’ny tolona ihany no aseho. Anisan’izany, ohatra, ny gradation , ny ellipse , ny épiphrase , ary ny antithèse ny gradation |
Javatra resahina 148. Ao amin’ny fanombohan-dresaka araka izany no anolorana ny hevitra tohanana ka misarika ny olona resen-dahatra ho tafiditra ao anatin’ny seha- panambarana, izay no antsoina hoe cadrage na fampifantohana. Izany hoe fanokafana ny lahateny amin’izay isongadinan’ny resaka mba hamefena ny sain’ny olona ... |
Araka ny fanadihadiana nataon’ireo mpandalina manokana momba ny piesy teatraly malagasy, dia misy hatrany ny hafatra ampitaina any amin’ny fiafaran’ny tantara. Ho an’ny profesora ramiandrasoa jean irènée, dia |
Ny dinika tamin’ny mpampianatra izay nampahatsiahy anay ny fahasarotan’ny maha avy ao anaty fiarahamonina ny mpikaroka iray. |
Has ina indreto ary ny karam anareo ry mija s y miora a ! Ary ity ny an’i holy! Nanapaka m atetika ianao tam in’ity volana ity ka tsy m aintsy nanesorako ny anao ! |
Zary mitoloko, zary mitomany ny olona nahoana? Tsisy iray miteny, tsisy mitomany gina zary moana. Ao amin’ny dindo ny vatana taolanin’ny geja izay mandazo no indro miantso tazo handany izany hery mifofotra sy miady antenantenan’ady ao amin’ny tarazo azo heverina ho toy ny tohana na arofanina ity endrika ity. Entin’ny m... |
Finoana amam-pomba mbola manana ny anjara toerany eo amin ny fiarahamonina malagasy ny tromba. Maro anefa no tsy mbola nanatrika izany, indrindra ny ankizy sy ny tanora ankehitriny. Noho izany, mety tokoa ny nanazavan ny mpanoratra azy teto. |
Tsoa-kevitra |
Fitouri c , biculturalisme, bilinguisme et éducation, cité par rabarihoela malala in faha 90 taonan’ny akademia malagasy. Fikaonan-doha momba ny teny. Arisivam-pirenena. |
Rakalo manamboatra lalana moa no asan’i tovo? |
Eo amin’ny sehatry ny fitiavan’olon-droa |
Dia ny teninao, ry ray no mana isan’andro ho sakafo sy nahandro mahavonjy mahavelona ho an’i madagasikara tany masina sy zoara! 3-1-3 mpamela heloka andriamanitra |
Fafana 20 ny fivoaran’ny isan’ny tantsaha sy ny toerana nanaovana voly rakotra92 |
Ireo hery samihafa namolavola an-drazanabary voahangilalao josephine ho mpanoratra tantara an’onjam-peo |
Raha mivavaka eo ianao ka mangata-pamelana, sy sakafo sy ny sisa dia mba tsarovy ihany lahy ireo mahantra sy sahirana ndrao izany no hampiova ity taninao ity, diavinao mandavanandro. |
Famintinana ny fizarana voalohany teto amin’ity fizarana voalohany ity no namelabelarana ny fanoritsoritana ny sekoly sy ny hita nandritra ny firotsahana an-tsehatra. Notaterina tamin’izany ny mombamomba ny sekoly amin’ny ankapobeny sy ny valin’ny fanadihadiana natao ary ny hita nandritra ny fampianarana. Sekoly iray l... |
Van tieghmem, les grandes doctrines litteraires en france, op. Cit la littérature doit dégager des traits confus de la nature, ce qui fait l’essence de l’objet et donner une image parfaite. Page 38 |
Lanto h. J randriamanantena , 2004, caractérisation de processus de la mise en uvre de la décentralisation cas de commune rurale d’antanetikely ambohijoky , tak 68 23 fanatrehana ny fivoriam-pokonolona tao amin’ny fokontany andranofotsy tamin’ny 13 febroary 2005 tamin’ny 3 ora tolakandro sy tao amin’ny fokontany antaki... |
Rehefa entin’ny telepatia ny tongotra havanana sy ny havia mihaona tsy satry ny mpifankatia na dia ohatra aza ka tsy miara-dia |
Soa ilay hoe hiaraka isika e sady maka sotro sy lovia hovelivelesina i soa |
Malagasy indray, ohatra, ny famadihana azo atao tsara ny famadihana ary na ireo mpitondra fiangonana katolika aza dia mamadika. Azo raisina ho ohatra amin’izany ny famadihana izay natao tao andohalo, araka ny voalazan’i a. G. Razafindratandra 2000 3 dia navadika ireo razana fito, ray aman-dreny be teo amin’ny eglizy ev... |
Loharano plan communal de dévellopement pcd kaominina vodiriana, taona 2011. |
Va 015 faniriana |
Fanjan’ny nofy 30 05 91 |
Fizahan-takila maneho ny drafitry ny asa |
Maingueneau, 1996 voambolana cohérence pour qu’un texte soit dit cohérent, il doit être rapporté à une intention globale, à une visée illocutoire attachée à son genre de discours 56 la cohérence est caractérisée par l’unité thématique, la non- contradiction et la relation |
Izany hoe, miseho hatrany amin’ny alalan’ny an-tanan-tohatra ny andraikitra sahanin’ireo mpisehatra tsirairay ireo. Ny minisitera dia mipetraka any amin’ny toerana ambony hatrany amin’ny maha mpitantana azy. Izy no mamolavola ny fandaharam- pianarana izay miankina betsaka amin’ny mety ho fiovaovan’ny lalam-panorenana, ... |
Ity ohatra manaraka ity koa dia tenina mpanoratra izay miainga amin’ny fiteny andavanandro fa ampiasaina amin’ny fomba miavaka. Ireny teny voakaly ireny no indramin’ny olona entina anehoana fitiavana. |
Erwin goffman, 1984, les rites d’interaction, minuit, paris. |
Fototra io. Miainga avy amin’ny fahitany izany mantsy no ahitany izay tokony hitondrany ny tenany manoloana ny trangam-piainana izay tsy maintsy lalovany amin’ny ankapobeny. Raha nitera-boka-tsoa ho an’ilay mpandray anjara ny toetra amam- pihetsiny manoloana ny fiainany, dia azo lazaina ho modely izy amin’ny fitondran-... |
Raha tiana hateza ny zavatra iray, dia mila hajaina fatratra izy, tehirizina tsara mba tsy ho azon’ny mpisompatra. Toy izany koa ny fitiavana arakaraka ny fahaizana mikolokolo azy no mampaharitra azy. Fomba maro no azo entina mikolokolo ny fitiavana, araka ny hita tao amin’ireo tononkira teatraly. |
Tsy ferana ihany koa ny taonan’ny mpianatra hiditra taona voalohany. Ny fpi dia tsy handoavana saram-pianarana isam-bolana hatreto fa ny saram-pisoratana anarana sy ny ireo kojakoja miaraka aminy no aloa isan-taona. |
Tsy tsara raha atao tompon-trano mihono ireo ray aman-dreny sy ny mpisorona ary ny manampahefana ao amin’ny tanàna izay hanaovana fampisehoana, alohan’ny |
Fizahan-takila |
Sokajy c isan’ny mpianatra 59 nahazo salan’isa mihoatra ny 10 10 29 49,2 tsy nahazo salan’isa tsara 10 30 50,8 salan’isan’ny kilasy amin’ny taranja malagasy 10,02 salan’isa farany ambany 05 20 salan’isa farany ambony 14,5 20 |
Maro araka izany ireo olona maty vokatry ny herisetra nampiharin’ireo fahavalom- pirenena tamin’ny tsy mana-tsiny. Endriky ny fanitsakitsahana ny zo maha-olona izany. |
Ambohitringahimainty 64 118 75 24 281 80 140 61 18 299 580 |
Noho izany, ny fifanantsafana amin’ny fahafatesana dia sehatra iray itantarana ny antony nahafaty ny olona iray. Izany hoe tantaraina amin’ny vahiny na sy ny havana avokoa ny endrika nisehoan’ny fahafatesana tamin’ny olona iray. Ny mpanantsafa izay tompon-tany 131 no tompon’andraikitra voalohany amin’ny fampahalalahana... |
Ohatra 1 ity fiainako irain-jehy, tena kely indray mifehy, |
Bateson birdwhistell et all la nouvelle communication, éditions du seuil. Paris 1981 |
Ho famintinana izay voalaza teo izay, dia azo ambara fa mifandray mandrakariva ny toe-javatra tantaraina sy ny fotoana ao amin’ny asa soratr’i faralahy. Mety hanaraka ny fizotry ny fotoana ny fitantarana na tsia. Tsy manaraka ny fizotry ny fotoana ny fitantarana rehefa manao dia mianotra ny fitantarana, na ajanon’ny mp... |
Amboasary sud dren androy ; morondava dren menabe |
Loharano kaominina analamisampy-2010 |
Toy ny olon-drehetra koa i faniry vatosoa, mba mamaky boky koa izy. Ireny dia nataony ho fialam-boly, nefa koa nentiny nanatevenana ny asa sorany. |
Midororororo fitenin-jatovo vao teraka tato ho ato. Ny heviny dia tsy mahita atao ka midonanam-poana sy mirenireny tsy manana anton-dia mazava. |
Nefa, tadidio ! Ny nofoko hiraraka no mety hanadino, fa ny foko sy fanahy na aiza hisy azy eny an’habakabaka eny dia mbola hotsaroany, mbola hovetsoiny fa ianao no tena tiany ihoatra ilay notiaviny. Ialy namana, rahavaviny. |
Indray andro raha nandeha nanatona mpisikidy izy mianaka ireo dia nitsiry hevi- dratsy, na dia zavatra hafa aza no anton-diany. Toa tsy hiteraka ity izanajaza ry neny ka ho vato kiboribory amin’iny ny anadahiko. Jereo ity havitsiantsika. Hoy raketamalala tamin-dreniny mba lasa dia lasa tokoa ity ny eritreritro, ry iket... |
Ambakoana 15 8,5 |
Olana eo amin’ny tsy fahalianan’ny mpianatra. |
Ny lasa ihany koa izay mbola tondroin’ny hoe herinandro lasa izay, ary mamaritra vanim-potoana herinandro mialoha ny andro itenenana ny ho avy izay voatondro ankolaka amin’ny alalan’ny andian-teny hoe ho hitantsika eo. |
Bazy tsy hangina aho e! Ka hanao ianao sa tsy hanao an? Soameva o ry bazy a! Fanehoam-pitiavana eo amin ny mpivady ange ny firaisana ara- nofo fa tsy amboletra toy izany e! Bazy hay? Rehefa any amin ny hafa zany fitiavana fa rehefa i bazy no mangataka hanao dia amboletra? Soameva fa tsy mazava aminao ve ny teniko teo e... |
Mpandrafitra |
Maro amin’izy ireo no tsy nihafahafa nandritra ny fandraisam-peo, nilaza fa ny kabary am-pianakaviana dia lahateny halahatra lavalava, mivoy lohahevitra tokana na amin’ny haratsiana, na amin’ny hafaliana, atao manolona ny fianakaviana ary misy mpanotrona |
Fananana ananany, satria kely izany ka tsy atahorana hisy hitsiriritra akory. Ao amin’ny ohab 13 8 no manambara izany ny haren’ny olona fa ny levilevy dia avotry ny ainy tsy mampiraika ny malahelo akory. |
Ireo no toetra mampiavaka an’i abel ratsimba, amin’ny ankapobeny. Tsy ny toetrany rehetra akory ireo, fa ampahany ihany. Izay no azo ambara mikasika an’i abel ratsimba, raha ny lafiny maha- olon-tsotra azy no asian-teny. Olona manan-talenta ihany koa anefa izy, satria, sady mpihira no mpamoron-kira. Raha lazaina amin’n... |
Izaho angaha biby, hoy ny eritreritro mbola indray tolakandro ihany koa no nahitan’i dada ahy tamin’ny tsy nampoiziko teo amin’ny kihon-dàlana iray raha handeha hijery horonan-tsarimihetsika miditra amin’ny efatra aho fa ho aiza ise, hoy izy, angaha tsy mianatra? Tsy nahateny aho fa ny lohako no nosafosafoiko mandehana... |
Ny mamy voatantavana tamin’ny fahasoavana natokanao ho ahy, ry tompo ray fitiavana 105 ary dia tohizany izany ery amin’ny faramparan’ny tononkalony hoe fa tia ahy ianao. Ary noho izany hatrany hatrany ihany, no mbola ampiakarako aminao anio amin’ny fo madio ny vavaka fifonako ho ahy sy ny ankohonako. Ho fanambinana ity... |
Niaina tao anaty sedra mahamay ny firenena nandritra ny taona 2009 hatramin’ny 2013, araka ny efa nambara tany amin’ny zava-nisy. Noraketin’ny mpanoratra an-tsora-kanto amin’ny maha mpitahiry ny zava-misy azy izay. Indreto asa soratra vitsivitsy notsongaina maneho ny fahantrana nisy teto madagasikara ohatra 1 tononkalo... |
Macaire, p. Raymond, op. Cit, p. 157 le but est de faire découvrir par l’élève lui-même ce qu’on veut enseigner |
Mpanampy nivo, hervé, algo, ivone ravaka pôlisy, ralf, sefon’i hervé sy i rodolf, karina, nadia, ireo mpiray afera amin- drodolf sy i victor any ivelany fangirifirin’ny reny noho ny ditran-janany sy ny vadiny ivone tena mila tsy ho zakako mihitsy ny ataon’i victor ry rodolf a! Rodolf fa maninona tokoa nedala izany, sao... |
Rado mbola zakako ny ahy, fa tsy mila zaraiko aminao! |
Nefa zandriko ise ka tsy handarodaro-poana an’ise aho, hoy rabe. |
Raha aravona izany dia fitantanana ny madinika ny fanabeazana, mba hahatonga azy ireo ho manam-panahy sy hanam-pahalalana hoentiny miatrika izay zava-misy amin ny fiarahamonina sy firenena misy azy. Kendrena mba hirindra sy hilamina ny fiaraha-miaina, tsy amin’ny lafiny tekinika ihany, fa amin’ny fomba fiheverana amam-... |
Tsy hidirana lalina io toe-javatra io fa ny tiana hasongadina dia ny hahatsapana fa rehefa atao ny fandrasana teny dia mety miseho ny renifeo mamarana hasinteny ; izany toe- javatra izany dia anisan’ny tranga hamaivan’ny mpandinika ny hay teny malagasy. Marihina etoana fa misy ireo voanteny fitaovana, izay azo antsoina... |
Seho 3 miditra caporaly gasy |
Fisaraham- panambadiana, |
Fihetseham-pon’ i tsiry teo am-pandraisana voalohany ilay karama nangalan’ ingahy aziz diman-jato ariary tera-tsemboka nivoa-dinitra nivoa-jijaka takila 51 nandeha ihany ny ora. Tera-tsemboka i fano; nivoa-dinitra aho; nivoa- jijaka rakotovao. Nentina nanambara ny harerahan’ izy telo mianaka vao voatatitra ilay horonan... |
Ho an i rondro kosa ara-pamoronana, ny saina mahatsiaro no iavahan ny olona amin ny biby. Ny fiitaran io saina io no mitarika azy hanam-panahy. Ary mira-maty amin ny vata-tenan ny olona izany fanahy izany heverinao ve ry dada fa mitombo saina ho azy noho ny hery miafin ny fanahy ny olona raha tsy mianatra? Matoa miavak... |
Fambolena ataon’ny olona hivelomany |
Manomeza famaritana hafa |
Le service planification et contrôle des actions marketing cela renferme des remèdes sur les actions dans l’année précédente, par exemple, améliorer l’action communication, promotion |
Ny havatsa upem, nanomboka tamin’ny febroary 1996, ary filoha lefitry ny fikambanana izy, nanomboka tamin’ny 1999. |
Matoa ny vorona misiotsioka dia faly sy miadana izy izay, tsy misy mampanahy azy; mety ho tsara ny andro na nahita sakafo izy na mety ho mahafinaritra azy ny toerana misy azy, sns. Ny andalana roa farany mamarana ny andininy iray kosa dia ilazan’ny kamboty sy amborahany ny fijaliany sy ny fahoriany. |
Saint joseph d’aosta |
Erprom 2èmeprom 3èmeprom 4èmeprom 5èmeprom 6èmeprom 7èmeprom 8èmeprom total stagiaires 60 78 83 37 39 60 70 55 482 entreprises artisanale société iris 6 4 8 |
Ity teny kely ity ray vahôka de solo fandraisan-tà? Ana anareo somary midola kely re a? Ay ho mariky ny fitiavana anareo raiso amin-kafaliana re a? Ay fa zanaka tsisy hafa |
Lasa ianao ry ilay nazoto! Nefa tsy mamoy anao toy ny tsy manana fanantenana ny vady malalanao sy ny zanakao telo lahy ary ny reny tsy mahafoy anao ho kiady ny havana sy ny namanao, izay nanana anao rehareha. Ny nofonao no mangatsiaka, ny fonao no tsy mitempo intsony; nefa mbola velona, sy manafana ny fon’ny fahatsiaro... |
Bema a, manahoana izy? Hoy rahary sempotra neny rahary! Hoy i bema taitra manahoana izy ry bema a? Hoy ny fibosesiky ny fanontanian-drahary io tsy mbola mahateny io, hoy i bema kivy. Vao teo izao no nosoloina ny serôma fa efa nahalany tavoahangy roa izy fa inona no tena zava-nitranga ry bema a? Hoy rahary mbola nifendr... |
Va tak 30 ; and 1 ; andl 2 and 2 ; andl 10 179 va tak 83 ; and 5 ; andl 23-24 180 va tak 85 ; and 4 ; andl 14 15 |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.