text stringlengths 10 11k |
|---|
Tenany ihany, fa misy ihany koa ny fampi- fandraisana azy amin- javatra hafa, tahaka ny mikasika ny mpitsabo |
Teny famaranana eto am-pamaranana dia tsiahivina fa literatiora am-bava miompana amin’ny anatra sy ny fanabeazana no navoitra tamin’izao asa fikarohana izao, ary niainga tamin’ny fandinihana ny ohabolana malagasy izay nampiharina tamin’ny fandalinana ny ohabolan’i solomona ao amin’ny baiboly, izay azo ambara fa mitana ... |
Mauriac, op. Cit. , p 86 aucun drame ne peut commencer de vivre dans mon esprit si je ne le situe dans les lieux où j’ ai toujours vécu. |
Voajanahary ao amin’ny olombelona ny fitiavana ary maro ny endrika isehoany. Misy anefa ny lalàna mifehy azy io. Raha eo amin’ny fitiavan’olon-droa no resahina, izay tena ahitana betsaka ny fanaovana laza masaka dia tsy afaka maneho ny fitiavana amin’ny lehilahy ny vehivavy eo amin’ny fiarahamonina malagasy. Kanefa, ny... |
Ii misy kosa fitia mandrava ny efa ka mivaona toa toraka diso fiantefa izay voany, marary ka velon-tomany izany koa, noho ny fitiavana ihany. |
Les méthodes d’auto observation |
Ny fotoana anomezana asa ny mpianatra miankina amin’ny fahazaran’ny mpianatra miatrika asa iray ny fahombiazany. Tokony havohitra ao anaty fandaharam-pianarana ny fotoana mety kokoa amin’ny fanatontosana karazana asa iray. Matetika, ohatra, amin’ny telovolana fahatelo ao amin’ny taom-pianarana no asaina manao tatitra v... |
Ny haitsikera zava-dehibe tsy azo adinoina eo amin ny asa fikarohana ny lalan-tsaina, satria, izany dia anisan ny arofanina miaro ny asa fikarohana tsy hivaona. Lalan-tsaina roa no ampiharina eto amin ity asa ity dia ny fonctionnalisme izay adika hoe haitsikera araka anjara asa sy ny anthropologie dynamique na antrôpôl... |
Rakibolana ho an’ny ankizy, miampy rakipahalalana, editions idac zébu francophone.695p ravelojaona |
Mihodina ilay tournant be ny fiara tampoka teo kraak ! Ts imanato o. Oay ! I inona izany voahitsako izany? N. Nisy zavatra voahitsako teo! |
Hanatsarana ny fiainana, hanasoavana ny mpiara-belona, hahafantarana ny tsara sy ny ratsy |
Va ambohitranjavidy , tak 61 158 va niriako fa tsy tiako , tak 80 |
Izay tsara fody mandry any an-danitra |
Fampifanoherana ny toe-javatra lazaina |
Ry zaza solofo , hoy ny feo misitery 50 momba anareo aho no sady mijery avoty ity lovanareo saiky very avoty amin-kevitra fa tsy amin-kery ! |
Ny gazety sy tahirin- kevitra samihafa |
Famoretana ara-piarahamonina araka ny voalaza teo aloha, dia nisy ireo malagasy nanaiky ny hiara-hiasa tamin’ireo mpanjanatany. Nandaitra araka izany, ny |
Teny famaranana mampiova ny fomba fisainana sy ny fomba amam- panaon ny olombelona ny fandrosoana. Miankina amin ny fahaizan ny tsirairay mitondra ny tenany no mety mampivoatra azy, na tsia, manoloana izany. Matetika dia heverina fa tsara hatrany ny maharaka fandrosoana, kanefa miteraka voka-dratsy ho an ny fiarahamoni... |
Ny fanondroana miolotra amin ny mpiteny |
Taranja tokana ikarohana ny hataina sy nahandro no sekolin’ny mahantra, tsy mba manana mpampianatra fa ny fiainana isan’andro no mpanabe mahazatra; 5 taranja tokana tsy mba misy hanarenantsalan’isa hitsinjovam-panavotana; |
Isany isan-jato lahy 34 63,15 vavy 19 36,85 fitambarany 53 100 |
Mpisolovava poezia niaraha-nandre àry izany ny poezia anankiray izay niteraka sy nampivaingana ny fisainan-dalin’ny sahy sy ny tia. Feno dia feno ny fandaharana, ka aoka ho an’ny fitsarana ny teny farany. Ny molotra ambony sy ambany ve avelan’ny vava tsy hifanakaiky. Mpisolovava praozy eny ê ! Angamba ampy tokoa izay. ... |
Aminy na oviana na oviana. Dada sy neny, fantatro ny fiadanana eo anatrehanareo, fiadanan ny manana ny ampy sy ny tsy manan-kahiana ary ny mandray ny vonona kanefa noho ny zanako dia ho eto ihany aho. Ho eto satria eto ny sombiniaiko. 164 |
Hafatra ho an’ny firenena malagasy mitafia herin-tsaina sy herim-po fa aza manao kitoatoa, ary ankino amin’ilay nahary izay mahasoa, fa ataony lavorary sy tomombana tokoa. Raha itodiana ny lasa, ny faniriana mba ho voasasa. |
Raha ny fizotran’ny fifanakalozana ato amin’ity fisehoana ity, dia setriny fohifohy aloha no namalian-dratovo ny fanontanian’izy roalahy sakaizany. Tsy nahomby izany, ka voatery nampitombo ny fanazavany ratovo, dia teraka teo ny taria. Tsy misy fomba |
Ny toe-panahy |
Ireo olana setrainy ankehitriny |
Ny fiompiana ankoatra ny fambolena, dia miompy koa ny fiaraha-monina nenti-paharazana toy ny ao ampahimanga. Tsy afa-misaraka toy ny rano sy vary ny fambolena sy fiompiana at-monina nentim-paharazana. Raha ny tsikaritra dia raha mamboly ny olona iray dia miara- koa ny fiompiana. |
Fara faly ha! ! Misaotra anao dokotera feon-kira acte 36 lolona , fara , ralène , ravoavy ao an-trano lolona dia izany sy izany ny dianay tany ry dada sy neny ! Olona iray mpikarakara ny marary koa izany no antohin io fikambanana io tanteraka! Ravoavy hahita ohatr izany aiza indray re rankizy fa dia hifampidinika aloha... |
Tanindrazana iray iombonan’ny malagasy rehetra i madagasikara. Ny olona tsirairay anefa, dia samy manana ny toerana niaviany, ary mbola lazaina fa tanindrazany ihany koa ireny. Tany mantsy izy no teraka, tany no lehibe, ary mbola any koa no hilevina. Noho izany, manana ny lanjany amin’ny tsirairay avy ny tanindrazana n... |
Ny kitro ifaharan’ny fivarotana kobandravina ny tsirairay no isan’ny kitro ifaharan’ny toekarena, satria miainga amin’ny isam- batan’olona avokoa ny fivoarana na ny tsy fandrosoan’ny fiainany. Ny fifandraisana amin’ny hafa kosa, no hery manampy ny tsirairay. Mety hiteraka olana samihafa tsy ampoizina io fifandraisana i... |
Siniben’ny teny sy izao tontolo izao no ao an-dohanao. Tsilalaonao ny tany aman-teny ary koa ny tena ho soan’ny firenena |
Andrirandriran’antsy ny alina tontolo hetraketra-tsintona ny antoandrobe mazava mpandroba sy barofo nofosana bontolo 20 atsatokatok’antsy mifono saron-tava |
Miteny malagasy madio rano teny mifangaro alohan’ny fidirana |
Tamin’izany fiainan’ny |
Niova toerana fa eo amin’ny lafin-drindrina atsinanana akaikin’ny varavarankely eo. V. A. Tak 226 |
Fony aho hamelona |
Antsirabe faha 07 jona 2000 |
Fiadanam-po |
Repusseau jp pédagogie de la langue maternelle. Colléction 1968 sup puf. Paris |
Avy eo dia lasa saina somary verivery handeha hiala maina ! Hijanona irery ! |
Tsy tiako izy ! Sady havako! |
Misy izany ny fetran-taona âge limite ka raha vao mihoatra io fetran-taona io dia tsy azo raisina. Fifaninanana no idirana ho mpianatra ceres. Eo amin’ny kilasy t6 na 6e no izoran’io fifaninanana io. Ary ireo t6 izay afaka amin’ny fifaninanana no handrafitra ny t7 amin’ny taona manaraka. Dia rehefa avy eo hiakatra t8 i... |
Kanefa, hoy ny soratra masina, taterin i rondro tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody fa ny marary. 288 izany hoe ny mpanota no mila famonena, fa tsy ny efa manam-pinoana. |
Tena kivy ianao mahita f’ireo nantenaina omaly mahay mivadi-palitao ka toa mandatsa anao mijaly fa raha sendra mifanena aminao vahoaka noana dia indreo tsy lany lainga mbola tsara vava foana ? |
Ny mpianatry ny lisea no tafiditra ato amin’ny ambaratonga faharoa manokana. Tsy iza izany, fa ny kilasy faharoa seconde sy ny kilasy voalohany prémière ary ny kilasy famaranana terminale ny mpianatra nahavita ireo kilasy telo ireo dia afaka127 mitia sy mikolo ary miaro ny haren-tsaina malagasy; manana saina matotra sy... |
Vavaka ho an’ny tanindrazana |
Hendry soa i anako o y. |
Tsy mandehandeha ho azy ny tsinjara toerana ao an-tokantrano. Zava- dehibe ny fitsinjarana ny habaka. Ny raim-pianakaviana no mipetraka ambony. Manaraka ny fizokiana ny raiamandreny sy ny tanora ary ny vehivavy no eo akaiky varavarana indrindra. Tsy misy vehivavy mahazo mipetraka amin’ny ilana atsinanana ao anaty efitr... |
Zana-peo matetika fampiasa indrindra eo amin’ny teny malagasy sy ny teny swahili ny zana-peo a mifanova amin’ny zana-peo malagasy a ny zana-peo swahili a eo am-piandohan- teny mialoha ny tsindry. Ohatra 26 |
Nanjary lehilahy efa zokinjokiny, rakotry ny volom-bava ny tarehiny, manao solomaso matevin-taho ary misatroka bonetra kely sofina. Na ny hogo volony aza, dia nanjary nahalava ny endriny. Izato famindrany somary mandringa ny tongotra havia fa fanahy iniaina nosesefana baoritra tao amin’ny voditongotra. Ny akanjo nanaov... |
La planification stratégique demeure l’instrument privilégié pour tout développement humain durable. Elle s’appuie sur une théorie et une préparation de l’avenir distinctement de la planification programmatique qui consiste en la mise en uvre de ce qui a été défini stratégiquement. Le concept de la planification straté... |
Sources données d’enquêtes, 2016 |
Solo eh! Tsaroana izany taon-dasa niaretana ny mafaitra pasitera. Herintaona lasa toy izao tokoa no nitondrana fangirifiriana. Izao kosa dia miandry am-pifaliana eto amin ny hopitaly izay tena zanakay roa. |
Ny vahoaka mikasika ny fitantanana rehefa misy ny atrikasa iarahana amin’ny kaominina sy ny fikrifama. |
Iza no mahalala ny hevitr’ireo? |
Fa a a i lazara e lazara e lehilahy mahantra izy tety an-tany , izy nahazo famonjena i e e e |
Tsoa-kevitra na dia samy nanana izay nentiny namaritana ny tantara foronina aza ireo notsongaina teo ireo dia azo atambatra ho toy izao izany ny tantara foronina dia literatiora an-tsoratra miseho amin ny endrika kanto sy malefaka. Ahitana ny lafim-piainana rehetra, natao handresen-dahatra, teraka avy tamin ny zava-nis... |
Endrika roa no andokoan’ny mpanoratra ny zavaboary andaniny, nandray azy ho namana izy, ankilany kosa, nihevitra ny zavaboary ho tsy niraharaha azy izy. |
Azo eritreretina fa ny renifeo nts, ndz, ntr, ndr dia fitambaran’ny renifeo mikatona tapany sy renifeo kentsona. Na dia heno mifanesy ao anatin’ny voanteny aza ireo renifeo telo ireo dia miravona ho hasimpeo tokana kosa ny tsirairay amin’izy ireo eo amin’ny lafiny rafi- peo. |
Misy ny toe-javatra hitany izay tena manohina ny fony, ka mampipololotra vavaka avy ao am-pony avy hatrany. Hita izany ao amin’ilay tononkalony manao hoe vavaka ho an’ilay mpandalo va nanosika azy hanoratra ihany koa ny fahitany ny toetran’ny kristianina, ny fitondran-tenan’ny mpitondra fivavahana sy ireo vahoakan’andr... |
Sary 8 tokontanin’ny lakato |
Mitondra tombon-kevitra manampy haha-matotra kokoa ny lohateny. Tahaka ny varavaran- kely, ahafahan’ny mpamaky manaran-garana izay mety ho ao anatin’ny lahatsoratra io. Na dia lahatsoratra iray ihany aza ity atrehina ity, io zana-dohateny io no manatsidika fa misy fiovana ny hevitra manoloana ny fandaharan-kevitra iray... |
Iny ankaratra iny roy raha tsinjovina hariva ranomaso te-hijohy no manomitra, madiva fa iharahana mijery ka manohina ny fery |
Ny laza adina bakalôrea nivoaka faramparany teo no horaisina eto bac sokajy a- c- d 2007 2008 sokajy a laza adina i |
Vondron’olona mamaritra ny atao hoe ankohonana ny ray, ny reny, ary ny zanaka. Miara-mipetraka ao amin’ny tokantrano iray. Ny fifankatiavana misy amin’izy ireo no mampifamatotra azy akaiky. Mitaky fandraisana adidy aman’andraikitra avy amin’ny tsirairay anefa izany. Koa ndeha hojerena mifanesy ny tokony ho adidy aman’a... |
Avy levita fa sy ha ano, sy hanaraka lamôdy’ zao, nitrimbona ha ano vori- kilôty, nihezan’olo tamy fety hitrimbona hoe? Ny fety dilatra! |
Toe-java-misy sy tena mitombina ireo; noho izany dia hita fa nahay nandinika ireo trangan-javatra sy toe-javatra manodidina azy ny ntaolo, raha ireo ohatra ireo no iaingana. Fantany mantsy fa sarobidy ny fotoana ary fanaovana andraso andraso no mahatara zavatra. Koa tsy misy tsara ohatra ny manatontosa hetsika na asa i... |
Ils prêchent une doctrine antichrétienne ceux qui enseignent que pour le rachat des âmes du purgatoire ou pour obtenir un billet de confession, la contrition n’est pas nécessaire. |
Ny anjara asan’ny lahateny mandresy lahatra ny lahateny mandresy lahatra dia natao hanomezana tolo-kevitra ny olona ohatra hevitr’i hanitra ramarialisoa, renin’i gracia matetika isika ray aman-dreny manana izay fomba fijery izay hoe tiako ho lasa tahaka izao na mahay an’izao ny zanako kanefa tsy misy tsara ohatran’ny m... |
Asa omena ny mpianatra ho fampiharana ny lesona vita no atao hoe fanazaran-tsaina. Misy karazana dimy ny fanazaran-tsaina araka ny fanazavana aroson’i cut 2003 . |
Ninoan’ny razana fa misy vazimba misitrika any anaty rano, ka ny heniheny kely anirian’ny bararata vitsivitsy no lazainy ho fitoerany ; ary ny vato sasany milevina any anaty rano ny tapany dia ataony hoe vatom-bazimba, ka nivavahany sy nohasininy. Ninoany fa nanindry ny olona izy ka nankarary azy. Maro no nila zavatra ... |
Andriomoloo moqsieu, rojoono andriamananjara filohon ny akodemio mologosy president de l’academie malagasy |
Malzac, dictionnaire français- malgaches, editions ambozontany, analamahitsy antananarivo, 2003, tak 139. |
Ry velona ô! Tsinjovy ireo mahantra iza anefa moa no antenaina hiantra ireo kamboty mahantra mahonena raha tsy isika izao mpiray firenena v. A. , lah. 24 mbola hamafisin’ny mpanoratra izany ao an’ny raha nambinina, manao hoe v oin-kava-mahatratra ny fiainana eto an-tany koa meteza re hiantra ireo kamboty tomany. Raha n... |
Ny tsikin’ny mahantra tsikim-pikirizana |
Ressources financières du faf 2.4.3.1. Crédits ippte les ressources initiatives en faveur des pays pauvres très endettés ippte visent les couches les plus démunies pour réduire la pauvreté. Faisant suite à la mise en place du faf , des ressources lui sont allouées par les crédits ippte en vue de la prise en charge des ... |
Orinasa air madagascar toerana nalehan-dry tsiresy sy i mamy, ary i fara, mba hanamarinany ny entana nalefany tany maorisy. Namonjy ny orinasa air madagascar avy hatrany izahay. Tak 62 |
B3 razaiarisoa |
Maintimolaly fihirana ffpm lah faha 584 |
Irako avr.1993 |
Fahaiza-maneho hevitra sy fahaiza-manaka-kevitra, izay takina betsaka tokoa amin’ny fampianarana ny taranja malagasy indrindra any amin’ny lycée satria hiompana betsaka amin’ny resaka hevitra ny mpampianatra. Ny tenanay ihany koa dia mba efa nilona tao anatin’ny kanto tamin’ny alalan’ny kabary ka tany no efa nahafantar... |
Tahaka izany koa ny mômpera, raha nilaza sahondra fa toy ny tantely an-tohatra feno zava-mamy ny feon i mômpera f. Tamin izay efa nandre imbetsaka ny momba azy izy , nandre ny fahalemem-panahiny 203, |
Andininy 17 tsy fandraisana anjara amin’ny famafana sy fanaraha-maso kizo 20.000 ar 2-fepetra raisina raha misy halatra omby andininy 18 tsy fanaovana hazo lava na okoko antso fanairana 300.000 ar -andininy 19 tsy fampitana antso fanairana 20.000 ar -andininy 20 tsy fandehanana manara-dia 50.000 ar -andininy 21 tsy fan... |
Mahalasana vinany sy maha-torantany mampandrembona manetsika ny tsiahy misavoana 10- an-tratran’ny havoana sy misidintsidina mitankizina mbetika miankavia sy miantso hiara-dia |
Mampahafantara ny zava-misy eo anivon’ny mpiara-belona ny tantaram- pirenena, ny toe-javatra iainan’ny olona amin’ny ankapobeny saingy aseho amin’ny endriny hafa. Izany hoe ankolaka ny filaza azy taratry ny fiainam-pirenena sy ny fiarahamonina ao aminy, mitaiza ny olona hanakatrahevi-dalina ny literatiora an-tsoratra m... |
Jereo ny akora voaangona tak. Xxix |
Année universitaire 2006-2007 date de soutena ce 21 décembre 2007 |
Fizika simia |
Ny fitaizana araka ny maha malagasy |
Ao atsimo distrikan’i belo sur tsiribihina sy morondava faritra menabe |
Fanampin’ireo voalaza ireo, ny taranja malagasy amin’ny maha teny azy dia mifamatotra akaiky amin’ny kolon-tsaina. Ny teny mantsy dia maneho ny kolon- tsain’ny olona, izany hoe ny fahalalana rehetra izay mipetraka ao amin’ny saina dia hita ary miseho ao anatin’ny teny. Manamafy izany i lyons raha manambara, fa ny tenin... |
Araka ny nambaran’ny rév p razafintsalama manao hoe mifantoka indrindra amin’ny fiaraha-monina aman-toe-javatra ankehitriny ny fandalinana.14 maro karazana ny sehatra azo irotsahana fa ny antsika eto dia ny firotsahana anaty fiarahamonina mivantana. Io aza mbola misy karazany roa dia ny arahim-pandraisana anjara na par... |
Raivo ka inona no tokony ataoko ry satan a? |
Alaharo araka izay hita fa mavesa-danja indrindra eo amin’ny fiainan’ny mponina eto an-tanàna ireto karazana fandaniam-bola ireto ary omeo ny mety ho totalim-bidiny ao anatin’ny taona iray laharana fandaniana vidiny taona |
Ry taona vaovao, lazao izay namanao. Ny aina izay andrasana sy ny iraky ny fasana 25 ry taona vaovao, lazao ny asanao. Samia mahay manisa ny andro kely sisa ! |
Farafangana vohipeno mahamanina, amboatavo sns |
Tononkalo miady rima toetra iray mamaritra ny tononkalo manara-drafitra ny fisian ny rima. Ahitana rima ny ankamaroan ny tononkalo noforonin ny sampandrofia. Ireto toetra roa ireto no azo anasokajiana ny karazana rima ny karazana rima araka ny hafenoany ny karazana rima araka ny laharam-pisehoany. |
Tahaka ny fomba amam-panao rehetra dia tsy ataotao foana ny fotoam- pivavahana, izany hoe, tsy izay fotoana rehetra dia mety hanatanterahana fotoam- pivavahana avokoa, fa misy fotoana manokana. Ho an ny ntaolo malagasy ohatra dia anisan ny andro natokana hanaovana fomba ny alahamady, izay efa sisa tavela na survivances... |
Ii.5.2.4. Ny fanovana endri-javatra métaphore |
Overview
This dataset consists of clean, structured sentences extracted via Optical Character Recognition (OCR) from approximately 1GB of Malagasy thesis documents. These documents were collected based on educational, cultural, and linguistic themes. The dataset is saved in CSV format, and is particularly useful for NLP tasks involving sentence-level modeling in Malagasy — a low-resource language.
Dataset Details
- Language: Malagasy
- Source: OCR'd academic thesis documents in PDF form
- Download URL: Université d’Antananarivo Thesis Library
- Collection Keywords:
sekoly,boky,fampianarana,fiangonana,fanabeazana,tontolo,gazety,asa,tononkalo,faritra,teny,fiteny,soratra,poeta,tantara,literatiora,fomba - Format: CSV
- Column(s):
text - Granularity: Each row contains a single sentence.
Preprocessing Pipeline
The following steps were used to clean and normalize the raw OCR text:
- Unicode normalization using NFKC to standardize characters.
- URL removal to eliminate web links from scanned content.
- Quote standardization, converting straight quotes to typographic quotes.
- Non-alphanumeric character removal, excluding allowed punctuation.
- Punctuation spacing, ensuring correct spacing after commas, periods, etc.
- Removal of structured markers such as:
- Numbered headings (
1.,1.1.1, etc.) - Lettered sections (
a.,b-1, etc.) - Roman numeral references (
IV-2, etc.)
- Numbered headings (
- Consecutive punctuation cleanup to reduce noise from OCR errors.
- Paragraph structure fixes:
- Merging broken paragraphs that were split across lines or pages.
- Removing paragraphs shorter than 10 characters.
- Sentence segmentation to split structured paragraphs into individual sentences.
- Whitespace normalization to remove extra spaces and line breaks.
- Deduplicated and Shuffled
These steps were applied iteratively for high-quality, standardized sentence-level data.
Potential Applications
This dataset is well-suited for:
- Sentence-level language modeling and generation in Malagasy
- Fine-tuning multilingual NLP models on Malagasy
Limitations
- Some sentences may contain French words or phrases, as they are sometimes used in citations or quoted material within the thesis documents.
- OCR errors may still be present in some complex layouts or highly degraded scans.
Usage
To load this dataset using the Hugging Face datasets library:
from datasets import load_dataset
dataset = load_dataset('Lo-Renz-O/malagasy-sentence')
print(dataset['train'][0])
Contribution
We welcome contributions to improve this dataset! If you have suggestions or additional Malagasy text sources, feel free to open a discussion or submit data on Hugging Face.
- Downloads last month
- 16