text
stringlengths 9
415
| label
stringclasses 2
values |
|---|---|
Maro izy ireo nahazo fiofanana sy niasa ho an’ny orinasa.
|
positive
|
Tsy nolazaina kosa ny ho karaman-dRakol fa anisan’ ireo tombontsoa azony ny fahazoany fiara manokana, ny fahafahany mitondra ny vadiny sy ny trano hipetrahana any Alger sy ny hafa.
|
positive
|
Zaza iray no very tao Mahamasina nandritra ny lanonana.
|
negative
|
Antsy be miisa roa, vy maranitra iray, zanaka lakile marobe.
|
negative
|
Tsy ampy anefa ny kivorivory etsy sy eroa.
|
negative
|
Tsy afaka hilalao izy izany amin’ny lalao mandroson’ny fiadiana ny ho tompondaka ny Eoropa “Ligue des Champions”, izay hihaonan’i Real Madrid sy Liverpool.
|
negative
|
Tokony ho an’i Madagasikara aloha ireo Nosy malagasy manodidina fa tsy avela amin’izao, raha Nosy anisan’ny mandrafitra azy.
|
positive
|
Anisan’ ny hanohizana ny hetsika
|
positive
|
Anisan’ny tafiditra amin’izany ny faritra Boeny, Sofia, Analanjirofo ary Analamanga.
|
negative
|
Rehefa tsy hanao tokoa ve ny lehilahy tsy aleo hiangalian’ny vehivavy azy.
|
positive
|
“Manomboka izao isan-kerinandro, hisy orinasa apetraka isaky ny distrika iray”, hoy ny minisitra misahana ny Indostria (Micc), Razafindravahy Edgard.
|
positive
|
Tafiditra anaty vinanasan’ny kaominina amin’ity taona ity ny fampidirana ireo mpivarotra amoron-dalana eny anivon’ny tsena.
|
positive
|
“Nihena kely aza ny vidin’ny menaka eny amin’ireo mpanjinjara sasany”, hoy hatrany ny talen’ny tsena anatiny eo anivon’ny ministera ny Varotra, Randriamiaramahefa Andriniaina.
|
positive
|
Diso ny filazana hoe betsaka ny depiote miaraka amin’ny fitondrana nifindra lasy na nivadika.
|
negative
|
Teto Analamanga, any Matsiatra Ambony, Atsinanana ary Sava ny fonja niasana satria naharaisana fitarainana betsaka momba ny kolikoly.
|
negative
|
Raha hiverenana ny dian’ny ekipa roa tonta, mandra-pahatongany amin’izao dingana izao samy voalohany tao amin’ny vondrona nisy azy, nandritra ny fifanintsanana.
|
positive
|
Midika famonoana ny tantsaha toy ny nanaovana ny fihariana lavanila sy kafe ity hampiharina amin’ny sehatry ny famokarana jirofo sy kanelina ity, ho azy ireo, ka hanaovany antso avo amin’ny tomponandraiki-panjakana.
|
negative
|
Inona moa ny zava-misy ?
|
negative
|
Nanomboka nitotongana ny vola malagasy ny herinandro farany ny 20 desambra 2022, nahatratra 4.671 Ar.
|
negative
|
Loza niseho teny an-dalambe niisa valo.
|
negative
|
Lavon’ny balan’ny zandary ny jiolahy raindahiny efa namaky trano faninefany tao amin’io toerana io.
|
negative
|
Niakatra sivy izany taty aoriana ka samy nidoboka am-ponja avokoa ireto farany.
|
positive
|
Nohamafisin’ireo mpitarika fa raha izao no mitohy, hihorohoro ny vahoaka satria io fanelanelanana ataon’ity mpitsara iray eo anivon’ny fitsarana ambony io no lasa antony mampirongatra ny tsy fandriampahalemana ao Toamasina.
|
negative
|
Ny alarobia teo, tonga teny amin’ny biraon’ny zandarimaria ao Alatsinainy Bakaro, distrikan’Andramasina ilay tovovavy 17 taoana nitaraina ny nahazo azy.
|
negative
|
Mitaky fanamboarana ny lalàna ny momba izany, araka ny nambarany.
|
positive
|
Nanamafy kosa ny minisitera fa mitohy hatrany ny fampianarana ho an’ny ambaratonga faharoa sy fahatelo (kolejy sy lyée).
|
positive
|
Kendrena mba hisitraka asa mendrika sy mahavelona ny ankohonan’ izy ireo ary hahakolokolo ny zanany.
|
positive
|
Maimaimpoana tanteraka ary natokana ho an’ny efa mahay gitara ity fanpiofanana sy atrik’asa ity araka ny nambaran’ny tompon’andraikitra.
|
positive
|
«Tsy misy atahorana amin’ny lafiny «radioactivité» ny tetikasa Base Toliara.
|
positive
|
Tapaky ny besinimaro anefa, entina manatona ny biraon’ny zandary izy mivady ireo miaraka amin’ny zanany.
|
positive
|
Niara-niasa tamina mpanakanto maro, ary nisokatra tamin’ny fironana ara-javakanto maro koa i Vakamiarina.
|
positive
|
Miverina amin’ny laoniny ny drafitr’asan’ny fikambanana Madagaslam sy ny mpankafy Slam eto Madagasikara, indrindra ny eto Antananarivo.
|
positive
|
Mampametraka fanontaniana ny tena tanjona namoahan’ny minisitera, MEH ity didy ity, izay tsy nampahafantariny ampahibemaso.
|
negative
|
Nokasaina hatokona avy hatrany ny vary nangalariny.
|
negative
|
Hita any amin’ny faritr’i Boeny, Sofia, Analanjirofo ary Betsiboka izany.
|
negative
|
40% amin’izy ireo mieritreritra fa tsy voasazy ny mpampianatra na tsy tonga miasa aza.
|
negative
|
Mandray ny andraikiny ny eo anivon’ny Tafika Malagasy sy ny zandary amin’ny fanampiana ireo mpiray tanindrazana, toy izay efa fanao isaky ny misy rivodoza na ranobe miakatra.
|
positive
|
Nanomboka tamin’ny nisian’ny valan’aretina Covid-19 , very momoka ny ezaka sy ny paikady samihafa niadiana tamin’ny fahantrana tato anatin’ny am-polon-taona mahery.
|
negative
|
66 370 tamin’ireo sitrana raha 1419 kosa no namoy ny ainy.
|
negative
|
Mitombo ny fandaniana eo amin’ny fikojakojana fiara, mampihena ny vola miditra.
|
negative
|
Manodidina ny 700 tapitrisa dolara ny fampiasam-bolany ary hirotsaka ao anatin’ny kitapom-bolan’ny kaominina voakasika ny 14 miliara Ar ».
|
positive
|
Niparitaka tamin’ny tambajotran-tserasera ny filazana sy fikarohana azy.
|
positive
|
“Maro ny vokatra azo tamin’ny tetikasa USAID Hay tao”, hoy ny tompon’andraikitra.
|
positive
|
Miangavy ny rehetra mba hitandrina sy hampihatra ny fepetra fiarovana amin’ny rivodoza ny teo anivon’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenana miaraka amin’ny BNGRC.
|
positive
|
Nentina namonjy toeram-pitsaboana teo no ho eo io ramatoa io.
|
positive
|
Nanotrona ny fotoana koa ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jeneraly Rakotonirina Richard sy ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Rtoa Andriatongarivo Rakotondrazafy Lalatiana.
|
positive
|
Minitra faha-67 nampiditra ny baolina faharoa i Jean-Yves, izay mbola nampian’i Carlos, teo amin’ny minitra faha-87.
|
positive
|
Niahiahy ity olom-boafidy frantsay ity fa mety hihemotra ny datim-pifidianana, noho ny fisamborana nahazo laka tato ho ato sy ny fanelezana vaovao tsy marina, manohintohina ny fahalalahana maneho hevitra.
|
negative
|
Bedy na esorina na handefasana an’izao na izatsy rehefa miteny.
|
negative
|
Mampiavaka ity masoivoho ity koa ny fisian’ny toerana manokana ampiasana ny teknolojia niomerika, Digital corner, ka mahaleo tena tanteraka ny mpanjifa raha te hahafantatra ny vaovao mikasika ny kaontiny.
|
positive
|
Lasan’ny jiolahy ny vola teny Fitraofana Talatamaty.
|
negative
|
Fantatra fa mbola saika nisy fifandonana ihany koa hatramin’ny omaly maraina.
|
negative
|
Anisan’izany ny kaominin’i Tsiafahy, Androhibe Antsahadinta, Bongatsara, Antanetikely Ambohijoky, Alatsinainy Ambazaha, Ampahitrosy, Soalandy, Ampanefy, Soavina, Anosizato Andrefana, Ampitatafika, Ambavahaditokana, Fenoarivo, Itaosy, Ambohitrimanjaka, Fiadanana ary Ampangabe.
|
negative
|
Taorian’izay, nantsoina ny tompon’andraikitra eo anivon’ny kaominina mba hanome fiara hitondrana ilay vata-mangatsiaka.
|
positive
|
Fantatra fa mbola mitady ilay mpamily kosa ireo fokonolona.
|
negative
|
Na inona na inona mitranga sy atao amin’izao, heverin’ny sasany ho misy antony na dikany na vokany politika avokoa.
|
negative
|
Aleo mba tsy hijanona resaka fotsiny fa amin’ny alalan’ny asa atao no hanentanana ny namana ao anatin’izany fikajiana ny tontolo iainana izany.
|
positive
|
“Maromaro ireo masontsivana hamoahana izany, ka anisan’izany izay valim-pifidianana amin’ io fotoana io.
|
positive
|
Ireo olona toran’ny hanoanana (teny Mahamasina satria tsy nisakafo) sy mamo noho ny fisotroana toaka diso tafahoatra ny ankamaroan’ireo nandalo tao amin’ny sampana vonjy taitra.
|
negative
|
Voakasika avokoa ny sekoly rehetra.
|
negative
|
“Tsy vitanay irery ny fampandrosoana fa vitantsika miaraka izany ka mila antsika ny firenena”, hoy izy ireo.
|
positive
|
Tafiditra indrindra ao anatin’ ny vokatry ny fanavaozan-drafitry ny Tafika ity ivontoerana ity.
|
positive
|
Taon-trano tsy efan’ny irery io.
|
positive
|
Antony naneken’ny Vondrona eoropeanina (UE), hanohana ny tetikasa Dingana amin’ny antsipiriany hanohanana ny fambolena tantanin’ny fianakaviana, afaka miatrika ny fiovan’ny toetr’andro (Dinaamicc*).
|
positive
|
Sady mampahonena no mahatonga saina.
|
negative
|
Marihina fa nahazo 300.000 dôlara ny Barea de Madagascar.
|
positive
|
Voasambotry ny polisy ao amin’ny kaomisarian’Antaninandro (CSP3) teny Besarety Ambodimanga, afakomaly, ny jiolahy iray mbola tsy ampy taona.
|
positive
|
Tsy tokony ho tia tena befahatany izy ireo, ka hieritreritra fitiavan-tseza na hanao adilahy politika hatrany.
|
negative
|
Ndao fa vonona izahay”.
|
positive
|
Fiaraha-misakafo kosa no namaranana ny tontolo andro.
|
positive
|
Andiany voalohany izao fa mbola hitohy hatrany ny fanentanana sy ny fiaraha-miasan’ny roa tonta”, hoy hatrany ny sekretera jeneralin’ny kaominina Ivato, Rabearivelo Rivo.
|
positive
|
Niteraka resa-be teny anivon’ny tambajotra sosialy sy ny fiarahamonina ny filazana nataon’ny polisim-pirenena, avy amin’ny sampan-draharaha pasipaoro, omaly.
|
negative
|
Ilay feo manambitamby, mananatra, hentitra, tsy mora kivy, sns, no tena nanavanana azy.
|
positive
|
Hetsika karakarain’ny fikambanana Famoloana Telozoro, “Tanjona amin’izao ny hanokatra sehatra ifanakalozam-pahalalana mikasika ny kolontsaina sy ny literatiora ary ny teny malagasy eo amin’ ny samy mpanoratra sy izay liana amin’izany.
|
positive
|
Efa impiry moa no nahemotra izany fifidianana izany?
|
negative
|
Ravan’ny zandarimaria ao Ambatolampy ny fikambanan-jiolahy saika hanao fanafihana mitam-piadina tao an-toerana.
|
positive
|
Tsy nahita mangirana ihany koa ny Akio de Madagascar, fa nibaby faharesena hatrany.
|
negative
|
Nitrangana haintrano mahatsiravina tao amin’ny fokontany Aviavazaha, kaominina ambanivohitr’i Maromitety, distrikan’i Vavatenenina, ny alakamisy maraina lasa teo.
|
negative
|
Ny taona 2022, efa tratra nangalatra sy nahitana môto halatra miisa efatra tao an-tranony.
|
negative
|
Potika ny 500 tamin’izy ireo.
|
negative
|
Ity tarika ity izay manomboka mametraka ny maha izy azy, ary tena maro mpankafy tokoa.
|
positive
|
Izay nolazain’ny ministeran’ny Asa vaventy fa hanomboka amin’ny 15 febroary ny asa.
|
positive
|
“Efa niomana sy vonona ho amin’ny fiaraha-miasa amin’ny fanaraha-maso ny fifidianana izahay.
|
positive
|
Miisa fito ireo maty vokatry ny fandalovan’i Cheneso.
|
negative
|
Tonga maro nanome voninahitra ny lanonana ny fianakaviamben’ny IFM isaky ny sokajiny avy, indrindra ny mpikambana.
|
positive
|
Noho ny fidorohany zava-mahadomelina io, anisan’ny saro-pady ny vesatra hanenjehana azy ka voatery niditra lalina tamin’ny fanadihadiana ireo tomponandraikitra misahana izany.
|
negative
|
Lavon’izy ireo tamin’ny isa 3 no ho 1 ny ekipan’i Menabe.
|
positive
|
Tsy ny Nosy lehibe ihany no mandrafitra an’i Madagasikara, fa misy Nosy kely be dia be manodidina azy.
|
positive
|
Noho izany, mbola voatazona hatrany ny filazana miloko mena na filazana loza mihatra amin’ny fiakaran’ny rano amin’ireto toerana izay manamorona ny reniranon’i Betsiboka ireto: Ambatoboeny, Marovoay, Madirovalo ary Marolaona.
|
negative
|
Misy ny natokana ho an’ny mpianatra eo anivon’ny sekoly EGM-Conservatoire de musique, misy ny natokana ho an’ny mpankafy gitara ary misy ny natao ho an’ny olona rehetra.
|
positive
|
Eny amin’ny kianja Fitaratra ny tsipy kanetibe ary eny Andohatapenaka ny rugby.
|
positive
|
Momba ny fahasimban’ny lalam-pirenena.
|
negative
|
“Tokony homena fahefana hampiasa ny volam-panjakana ihany koa ireo tomponandraikitra isan-tokony.
|
positive
|
Nanjary potika sy tsy fantatry ny Malagasy intsony izany hasina sy herin’ny teny izany.
|
negative
|
Mirongatra hatrany ny tsy fandriampahalemana.
|
negative
|
Niaiky ny tenany fa tsy hary ho tomombana ny fiainantsika, indrindra ny fahasahiran’ny firenena ka mahatonga ny maro ho very fanahy mbola velona.
|
negative
|
Toa mahasolo lehilahy mipi-bolo ihany raha ny fahitana sy fahenoana ny tanora sy ny vehivavy mikabary.
|
positive
|
“Zava-dehibe koa ny vaksiny voalohany maimaimpoana entin’ny ranom-batsy avy amin’ny nonon-dreny eo am-pahaterahana miaro ny zaza avy hatrany amin’ny otrikaretina samihafa”, hoy ny fanamarihany.
|
positive
|
Toa mandroso mihemotra, tsy hita be ihany ny andraisana azy.
|
negative
|
Hotanterahina anio kosa ny lalao ho an’olon-droa lahy sy vavy, sy ny lalao ho an’olon-tokana 1 ère série lehilahy sy vehivavy ary ny lalao iraisan’ny lahy sy vavy na “épreuve mixte”.
|
positive
|
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.