text
stringlengths 9
415
| label
stringclasses 2
values |
|---|---|
Samy mandala fiarahamonina izany.
|
positive
|
Eo ihany koa ny eny amin’ny IKM na Ivotoeran’ny Kolotsaina Malagasy Antsahavola, isaky ny zoma fahatelo ny volana.
|
positive
|
Voadonan’ny fiara
|
negative
|
Eo ny vola sy fitaovana ary ny tsy fahampian’ny olona.
|
negative
|
Mety eo koa ny kajikajy politika amin’ny hoe fidinana ifotony manakaiky ny vahoaka fa efa ankatoky ny fifidianana isika amin’izao taona 2023 izao.
|
negative
|
Taty aoriana, nisy lehilahy iray tonga tao amin’ilay kaominina nitady irony vola taloha irony hovidiana.
|
negative
|
Efa hatramin’ny nahatongavako teto ny taona 1998”, hoy ity mpahay sary hosodoko Frantsay ity.
|
positive
|
Miisa dimy ny faritra tena tratry ny doro tanety sy ala eto Madagasikara.
|
negative
|
Zaza 22 tafaverina
|
positive
|
Efa lany tanteraka ny tapakila fidirana.
|
negative
|
Ankoatra ny fakana traikefa eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, haneho ny maha Malagasy amin’ ny alalan’ny zavakanto no tena tanjon’ny Maf’B.
|
positive
|
“Ady hafa indray, azo ampitahaina amin’ny Covid 19 saingy vokatry ny safidin’olombelona diso.
|
negative
|
Misy ny horonantsary fohy, ny sary, ny sary mivaingana, ny karazana hosodoko sns.
|
positive
|
Tafiditra ao anatin’ny action civilo-militaire ataon’ireo miaramila, mba hanakaikezana hatrany ny vahoaka izany.
|
positive
|
Raha ny sision-dresaka dia i David Alaba no hanolo ny toerany.
|
negative
|
Efa manana drafitrasa fiatrehana ny voina ho an’ny taona 2023 i Madagasikara.
|
positive
|
Noho ny hateren’ny toerana tamin’izany, maro ireo tsy afa-nanatrika ny seho, ka hitondrany ny anjoria amin’ny efitrano lehibe kokoa indray amin’ity.
|
negative
|
Tsy olana izay anarana iantsoana izay fifampiresahana izay, fa ny fisian’izay fifampiresahana izay no zava-dehibe mialoha ny hirosoana amin’ny fifidianana.
|
positive
|
Maty tsy tra-drano nandritra izany ny zazakely iray vao herintaona monja.
|
negative
|
Tsy nisy ny aina nafoy na naratra fa potika tanteraka ny lohan’ny fiara.
|
negative
|
Antony, ny mba hisian’ny vokatra madio sy marina.
|
positive
|
Tsy nisy taratasy namantarana azy teny amin’ ny maty.
|
negative
|
Mitohy mikija ny orana eto Antananarivo.
|
negative
|
Tanjon’ ity vovonana ity ny hitondra makany amin’ny fanovana tsaratsara kokoa ho an’ny isam-batan’olona.
|
positive
|
Mizara tanteraka aloha izany ireo mpamorona mpikambana ao amin’ny Omda.
|
negative
|
Ankoatran’izay sarimihetsika sy horonantsary fanadihadiana ary fanentanana novokarina sy notontosaina ny taona septambra 2021, raha ela indrindra no afaka mandray anjara.
|
positive
|
Ilay saina mahataka-davitra fahiny mihitsy no mitambotsotra tsikelikely, ankehitriny.
|
negative
|
Nomena ny mari-pankasitrahana avokoa ireo fokontany 11 nandray anjara ho fampaherezana hanohy ny ezaka.
|
positive
|
“Isan’ny ahafantaran’ny vahiny ny maha izy azy antsika Malagasy ary mampandroso ny firenena ny fanajana ny kolontsaina”, hoy ny filohan’ny mpikabary eo anivon’ny fikambanana Apinga, Toavimanampisoa Mitahiry Fahendrena.
|
positive
|
Nentanina tamin’ity taona ity ny mpitsabo mba hahay handray an-tanana ny marary.
|
positive
|
Eo am-panarenana ny zotra an-dalamby FCE mampitohy an’i Fianarantsoa mankany Manakara.
|
positive
|
Nanjaka tanteraka ny tsatok’antsy sy vonoan’olona, tao Toamasina, nandritra ny fetin’ny faran’ny taona sy ny fiandohan’ny taona"
|
negative
|
Olona 13 isa no naratra vokatr’izany raha roa kosa ireo namoy ny ainy.
|
negative
|
Hitombo 500.000 Dolara na 2.300.000.000 Ar indray izany raha tafakatra amin’ny dingan’ny manasa-dalana izy ireo.
|
positive
|
Lalan-tokana ahafahana miantoka ny hoavin’ny taranaka mifandimby !
|
positive
|
“Seho mendrika ho an’ny mpankafy, izay naneho fahavononana tokoa no ho atolotra amin’io fotoana io”, hoy ny mpikarakara.
|
positive
|
Ilay fitsinjarana ny volazon’ny mpamorona amin’ ny mpikambana tsirairay no nahatonga ny disadisa tany am-boalohany.
|
negative
|
Ho an’ny mpankafy Mirado manokana, fotoana ela no efa tsy nihaonana.
|
positive
|
Ny lalàna no mila fanitsiana?
|
negative
|
Ao amin’ny kianja Barea sy Alarobia, ny atletisma sy ny “handisport”.
|
positive
|
Nampita hafatra koa ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc ary nilaza fa mitondra am-bavaka ny Malagasy rehetra amin’ izao Noely izao.
|
positive
|
Tsy aleo ny vahoaka aloha no jerena?
|
positive
|
Iray amin’izany ny tsy fahalalan’ny Malagasy sasany intsony ny momba azy.
|
negative
|
Teo koa ny nampiasana “Drone” nandatsaka ireo voana hazo zanatany milanja 280 kg, amin’ny velarana 25 ha.
|
positive
|
Amini’izao fomba fanisana mpifidy ataon’ny Ceni izao, enjehina any amin’izay misy azy ny olona: tsy azo tanterahina izany.
|
negative
|
Betsaka ny ilana fanapahan-kevitra hamehana sy maika, saingy maro ny volo mpanoha-randrana ka mety hivadika ilay singam-bolo mandavo ny vositra.
|
negative
|
Nitsodrano ny mpilalaon’ny Barea, ny tomponandraikitra tao amin’ny hotely nitoerany.
|
positive
|
Tsy atao fepetra iraisana toy ny tamin’ny fitantanana ny valanaretina Covid-19 no itondrana ny vokatry ny andro ratsy.
|
negative
|
Antenaina, araka izany, ny haha avo lenta ity fifaninanana andiany fahadimy ity.
|
positive
|
Antony, ny fihenan’ny rano niakatra eny amin’ny toeram-ponenan’izy ireo, raha ny tatitra voaray avy eo anivon’ny tomponandraikitry ny BNGRC, omaly.
|
positive
|
Mbola Analamanga hatrany no ahitana tranga be indrindra.
|
negative
|
“Ny fidinan’ny rano eny amin’ny toerana fonenan’izy ireo ny antony”, hoy ny ben’ny Tanànan’ Ampitatafika, Ramparaoelina Rado.
|
positive
|
Hifampiarahaba noho ny taona vaovao ireo poeta sy mpankafy poezia ary mpanaraka antsa tononkalo, ny alahady 5 febroary ho avy izao.
|
positive
|
Niakatra teny an-tsehatra avokoa ireo mpikambana tamin’ny filankevi-pitantanana izay voalaza fa efa tapitra fe-potoam-piasana ny volana novambra teo.
|
negative
|
Mamatsy vola ny asa ny Banky Iraisam-pirenena, ao anatin’ny Tetikasa fampandrosoana maharitra ny lalana (PDDR) sy ny Asa vonjitaitra sy maika (CERC).
|
positive
|
Ankoatra ny firariantsoa, nilaza sy nanao tatitra mikasika ny hetahetany tamin’ny ben’ny Tanàna koa ireo delegen’ny mpivarotra ireo.
|
positive
|
Narahana fotsiny izy roa lahy ka izao niafara tamin’ny fisamborana izao.
|
positive
|
Any Maevatanàna, mahatratra 35°c ny maripana farany ambony.
|
negative
|
Hahatongavana amin’izany ny fanodinana eto an-toerana, fanomezan-danja ny vokatra vita, famokarana miaro ny tontolo iainana ary ny fiaraha-miasa mitohy eo amin’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina.
|
positive
|
Tsy misy fijerena ny tombontsoan’ny besinimaro miandrandra fandrosoana avy amin’ny mpitondra sy ny fanjakana.
|
negative
|
Ao anatin’ny taona iray, manatanteraka seho goavana roa ny Smk Obus School (S.S), na ilay toeram-pampianarana dihy an-tanan-dehibe, niorina tany amin’ny taona 2016.
|
positive
|
Hetsika karakarain’ny Institut Français de Madagascar na IFM eny Analakely iarahany miasa amin’ny mpiara-miombona antoka aminy.
|
positive
|
Ito farany no tena nahabe resaka ny faran’ny herinandro teo, ka nahazoana fanehoan-kevitrabe indrindra.
|
negative
|
Tao ny fanafihana mitam-basy iray sy ny fanafihana mitam-piadina roa.
|
negative
|
Hotolorana mari-pankasitrahana amin’io ireo mendrika indrindra, arakaraka ny safidin’ny mpankafy izay sady mpihaino ny onjam-peo RDJ.
|
positive
|
Manomboka misy ny mamoy ny ainy na olombelona na biby.
|
negative
|
Samy afa-mandini-tena sy mandanjalanja ka mahay misoroka na mandamina izay rehetra disadisa na lonilony.
|
positive
|
Manan-danja, hoy izy, io tany io sady tsy fahita firy.
|
negative
|
Nojerena koa ny velarantany hatrany amin’ny 50ha hovolen’ny fianakaviamben’ny Antenimierandoholona zanakazo miisa 70 000 fototra.
|
positive
|
Entanina ny mpampiasa ranomasina amin’ny morontsiraka avaratra andrefana, andrefana, atsimo andrefana, atsimo ary eo anelanelan’i Mahanoro sy Taolagnaro tsy hiandriaka satria mbola hikorontana ny toetry ny andro.
|
negative
|
Nitondra fanampiana ho an’ireo traboina noho ny rivodoza Cheneso ao amin’ny kaominina Ankaboaka, distrikan’i Marovoay ,faritra Boeny, ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, omaly.
|
positive
|
Efa manomboka koa ny asa vonjy taitra amin’ny lalam-pirenena faharoa RN 2.
|
positive
|
Anisan’ny mpitsara ny FTHM, ka misy sokajy dimy, ny fitantanam-bola, ny fitantanana ny mpiasa, ny varotra, ny fanaovana asa sosialy (RSE) ary ny fanavaozana.
|
positive
|
Maro ny voka-dratsy aterak’izany, indrindra amin’ny fahasalamam-bahoaka.
|
negative
|
Mbola eo koa ny “vacation” ho an’ ireo mpampianatra tsy miasa raikitra.
|
negative
|
Ny “artista kely” no malaza amin’izao ary feno mpaka azy na dia “boîte de nuit” tokoa aza.
|
negative
|
Vahaolana narosony ny fampiakarana ny tahan’ny vokam-pamokarana sy ny fanomezana masomboly.
|
positive
|
Mbola variana amin’ny fandraisam-bahiny eny an-dapa angaha ?
|
negative
|
Mbola tsy nalevina ny razana fa miandry ny voka-panadihadiana.
|
negative
|
Mahatratra 750 ny tanora efa nofanina tany Toliara mikasika ny indostria mavesatra, ny taon-trano, ny fanaovam-biriky, ny informatika, ny zaitra, ny fanaovan-tsavony, sns.
|
positive
|
Olona sendra nandalo no nahita azy nihosin-dra.
|
negative
|
Nahitana fahasimbana ny fiara.
|
negative
|
Toy ny hoe tsy misy drafitra mazava itondrana ny fampandrosoana ny firenena.
|
negative
|
Mbola vonona ny hiara-miasa amin’i Madagasikara ny governemanta amerikanina mba ho fiarovana ny tontolo iainana.
|
positive
|
Mitombo ny isan’ny mponina afaka miasa mitady izay mety aminy, saingy tonga any amin’ny tsy fananan’asa ny maro.
|
negative
|
Efa misy koa ny fandaharam-potoan’ny minisiteran’ny Asa vaventy amin’ireo lalam-pirenena RN 2, 4, 7 sy ny hafa.
|
positive
|
Tokony hampihena ny vidin’entana izany, indrindra ireo nafarana.
|
positive
|
Mpikarama an’ady sy mpamadibadika palitao izy rehetra.
|
negative
|
Notokanan’ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian sy ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN) sady minisitry ny Raharaham-
|
positive
|
Tanjona ny hialana amin’ny tokantrano imaso izay manimba ny fijerin’ny fiarahamonina ny miaramila rahateo, raha ny fanazan’ny lehiben’ny toby.
|
positive
|
Ny tompon’ny fahefana tsy mba mety diso sady manana ny marina sy ny rariny lalandava.
|
negative
|
Ao anatin’ny faritra mbola ahitana aretina tazomoka betsaka ny ao amin’ny distrikan’i Vangaindrano.
|
negative
|
Mampiaiky ireo mijery any an-toerana mantsy ny endri-dalaon’ny Barea de Madagascar.
|
positive
|
Tantara iray lehibe eo amin’ny baolina kitra malagasy, anio, ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ireo mpilalao tsy matihanina «Chan 2022».
|
positive
|
Olona telo no tao anatiny ka ny iray nitsambikina raha mbola tsy hita popoka kosa ny roa hafa, hoy ny loharanom-baovao iray.
|
negative
|
Saika nahenoina ny feony ny ankamaroan’ny Radio eto an-dRenivohitra mandefa tantara, Ankoatra izay, nanatontosa tantara maro ihany koa izy teo anivon’ny Radio nasionaly malagasy.
|
positive
|
Voasambotra tamin’izay ilay lehilahy lehibe ka natao fanadihadiana.
|
positive
|
Ho an’ny tantsaha maromaro mpamboly sy mpanangom-bokatra jirofo niresahana, saika manome tsiny ireo depiote voafidy tamin’ny distrika amorontsiraka rehetra izy ireo.
|
negative
|
« Koa hampahafantarina amin’izany ny lalana sy asa rehetra, ary fanavaozana nodiavin’ny fadintseranana niarahana tamin’ireo mpiara-miombon’ antoka teknika sy mpamatsy vola », hoy ny tale jeneraly.
|
positive
|
Nahazo fahafahana vonjimaika avokoa ireo olona miisa enina voarohirohy ho naka an-keriny an’ilay tovovavy 19 taona mpianatry ny polytech ny 04 janoary teo.
|
negative
|
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.