url
stringlengths
41
46
title
stringlengths
10
284
date
timestamp[s]date
2007-09-12 12:24:22
2025-12-16 16:17:35
author
stringclasses
1 value
content
stringlengths
113
36.1k
https://mg.globalvoices.org/2018/04/26/118129/
Rising Voices Any Sierra Leone Sy Bangladesh
2018-04-26T11:47:05
Unknown
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Novambra 2007) Nivoaka voalohany tao amin'ny Rising Voices . Mikendry ny hanampy amin'ny fanarenana indray an'i Siera Leone taorian'ny ady an-trano ny hetsika Think Build Change Salone (TBCS). Ny fanofànana, momba ny TIC (Teknolojian'ny fampitàmbaovao sy ny Serasera), ireo...
https://mg.globalvoices.org/2018/04/26/108053/
Tonga Saina amin'ny Tokony Hifehezany ny Fitomboan'ny Mponiny ireo Firenena Afrikàna
2018-04-26T18:48:54
Unknown
Sarintanin'izao tontolo izao araka ny tahan'ny fiterahana. Araka ny World FactBook (CIA), vinavina ho an'ny taona 2015. (Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Ôktôbra 2017) Noho ny fihenan'ny tahan'ny fahafatesan'ny zaza miaraka amin'ny fitomboan'ny taham-pahavelomana eo am-pahaterahana, nahatratra hafainganana...
https://mg.globalvoices.org/2018/04/24/116193/
Inona no itovian'ny Bitcoin, ny firohotana tamin'ny voninkazo Tulipe ary ny tsenambola nizeriana
2018-04-24T12:02:00
Unknown
Sary avy amin'ny Unsplash azon'ny rehetra ampiasaina, natambatambatra tamin'ny sary avy amin'ny www.vpsi.org an'ny Wikimedia Commons (CC BY 2.0) / Avy amin'i N. M. Bassey Te-hahazo vola bebe kokoa ny olon-drehetra: mpangataka, mpianatra, mpangalatra, mpiasa, miliaridera—ny rehetra e! Mamaritra ny habetsaky ny safidy ...
https://mg.globalvoices.org/2018/04/26/118504/
Sary avy any Maorisy: mariazy sambatra
2018-04-25T21:54:42
Unknown
(Tamin'ny 10 May 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Annoella sy Sebastien tamin'ny andro mariazin'izy ireo. Avy amin'i Sebastien Merion Tany Nouvelle-Calédonie i Annoella sy Sebastien no nihaona. Avy any Maorisy i Annoella ary avy any amin'ny tanàndehiben'i Frantsa i Sebastien sy nonina ary namahana bil...
https://mg.globalvoices.org/2018/04/24/118290/
Inona indray ny lahatsoratra nahasarika ireo mpamaky Global Voices tamin'ny herinandron'ny 16-22 avrily 2018?
2018-04-24T13:17:58
Unknown
“Ny mpamaky” avy amin'ny mpisera Flickr dominique cappronnier. CC BY-NC-ND 2.0 Mikaroka, manoratra, manitsy, ary mandika tantara ao anatin'ny iraka hanohana ny zon'olombelona sy hananganana tetezam-pifankahazoana mihoatra firenena, kolontsaina ary fiteny ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices. Tsy mamoaka...
https://mg.globalvoices.org/2018/04/26/117713/
Diaspora Afrikana: Fotoan-tsarotra ho an'ireo Afrikana any Frantsa sy Belzika
2018-04-26T06:58:57
Unknown
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny May 2006) Maro ireo blaogy amin'ny teny frantsay no niresaka mikasika ny fahoriana farany teo niainan'ireo Afrikana mpifindra-monina tany Frantsa sy Belzika. Fifantenana ny Mpifindra-monina Kianin'ny Le Pangolin, ila y fihodinana faran'ny politikan'ny ministry ny Atitany F...
https://mg.globalvoices.org/2018/04/21/118047/
Fa maninona no miteraka resabe ny milim-pandrotsaham-bato any RDC?
2018-04-21T05:58:24
Unknown
Pikantsarin'ny milim-pandrotsaham-bato any RDC via Congo Bopeto TV Nanapa-kevitra ny hampiasa “milim-pandrotsaham-bato” (milim-pifidianana?) ny fanjakana hiomanana amin'ny fifidianana kasaina hatao ao RDC amin'ny volana desambra ho avy izao. Niteraka tsikera maro, tao amin'ny firenena sy iraisampirenena, noho ny fihen...
https://mg.globalvoices.org/2018/04/17/117982/
Inona no novakian'ny mpamakin'ny Global Voices tamin'ny herinandron'ny 9-15 avrily 2018?
2018-04-17T05:30:13
Unknown
Ny lakilen'ny WHO ARE YOU [Iza ianao]. Sary avy amin'i Paul Downey mpisera Flickr. CC BY 2.0 Mikaroka, manoratra, manitsy, ary mandika tantara ao anatin'ny iraka hanohana ny zon'olombelona sy hananganana tetezam-pifankahazoana mihoatra firenena, kolontsaina ary fiteny ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices....
https://mg.globalvoices.org/2018/04/17/117851/
Nankalaza ny andro iraisampirenena ho an'ny frankôfônia ny Global Voices amin'ny teny frantsay
2018-04-17T04:14:30
Unknown
(Marihina fa tamin'ny 20 Martsa 2007 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Ny 20 Martsa 2007 no nankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny Frankôfônia. Namakafaka ny dikan'ny hoe miteny frantsay (ankoatra ny fiteny hafa, ho an'ny maro amin'izy ireo ) ireo firenena sy faritany miisa dimampolo teo ho eo izay m...
https://mg.globalvoices.org/2018/04/15/117747/
Fifidianana Amerikana. Maneho Hevitra Izao Tontolo Izao.
2018-04-15T18:36:53
Unknown
(Marihana fa efa tamin'ny volana Novambra taona 2008 ny lahatsoratra teny Anglisy) Ry mpankafy vaovao politika, henoy! Bilaogy momba ny fifidianana Amerikana ao amin'ny Global Voices, Voices without Votes miasa tsy an-kiato mba hanome anao tsy tapaka momba ireo fanehoan-kevitra manerana izao tontolo izao. Androany (n...
https://mg.globalvoices.org/2018/04/16/117438/
Manoratra Bilaogy momba ny Andro Iraisam-pirenena Hiadiana amin'ny SIDA
2018-04-16T20:38:57
Unknown
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2007) Malawi: Zarao ny tantaranao Nandeha mihoatra ny 350 km miala an'i Lilongwe, renivohitr'i Malawi, aho hihaonana amin’io vehivavy io anatinà faritra ambanivohitra ao Zomba. Tsy maintsy nandeha bisikileta teo amin'ny 20 km teo aho niaraka tamin'ny fandraisampeo...
https://mg.globalvoices.org/2018/04/15/117753/
Miady Hevitra momba An'i Darfur: Mametraka Fanontaniana Amin'ny Ambasadera Sodaney ao Amin'ny Firenena Mikambana Ny Bilaogera
2018-04-15T20:01:49
Unknown
(Marihana fa efa tamin'ny volana Jiona taona 2007 ny lahatsoratra teny Anglisy) “Inona no tadiavin'i Sodàna?” “Iza no heverinao fa manome fitaovam-piadiana ho an'ny mpikomy?” Ireo fanontaniana tsotra mamitaka ireo no napetraky ny dinidinika tamin'ny lanonana Reuters Newsmaker tamin'ny ambasadera Sodaney ho an'ny Firen...
https://mg.globalvoices.org/2018/04/10/117521/
Inona no Novakian'ny Mpamakin'ny Global Voices Tamin'ny Herinandron'ny 2-8 Avrily 2018?
2018-04-10T05:59:28
Unknown
Sary avy amin'ny mpisera Flickr Eric Rice. CC BY-NC-ND 2.0 Mikaroka, manoratra, manitsy, ary mandika tantara ao anatin'ny iraka hanohana ny zon'olombelona sy hananganana tetezam-pifankahazoana mihoatra firenena, kolontsaina ary fiteny ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices. Tsy mamoaka lahatsoratra fotsin...
https://mg.globalvoices.org/2018/04/12/117599/
Mitohy ny Famoretana an-Kerisetra ao amin'ny Repoblika Demaokratikan'i Congo
2018-04-11T21:56:43
Unknown
Goma, Nord Kivu, RD Congo : ampaham-bondrona Fitondra-tena sy Fitsipi-pifehezan'ny MONUSCO manofana mpampiofana Afrikana-Tatsimo amin'ny fisorohana ny herisetra sy fihoarana ara-nofo. Saripikan'ny  MONUSCO/Alain Wandimoyi CC-BY-20 Raha miharatsy ny toe-draharaha ao amin'ny Repoblika Demaokratikan'i Congo, miezaka arak...
https://mg.globalvoices.org/2018/04/10/117523/
Mali : Fifidianana Hamaritra ny Hoavy Amin'ity Taona 2018 ity
2018-04-10T05:42:37
Unknown
Opération Barkhane eo amin'ny fifandraisana amin'ny mponina ao atsimon'i Mali avy amin'i TM1972 – CC-BY-4.0 Mampiharihary ny tsy fisian'ny fandriampahalemana maharitra miorim-paka ao amin'ny firenena ny fifanandrinana indray teo amin'ny tafika Barkhane (hetsika fitandroana ny fandriampahalemana ataon'ny tafika frantsa...
https://mg.globalvoices.org/2018/04/03/117136/
Inona Ny Novakian'ny Mpamakin'ny Global Voices Tamin'ny Herinandron'ny 26 Marsa-1 Avrily?
2018-04-03T06:30:46
Unknown
Sary avy amin'i Jeff Boyd tao amin'ny Flickr. CC BY-NC-ND 2.0 Mikaroka, manoratra, manitsy, ary mandika tantara ao anatin'ny iraka hanohana ny zon'olombelona sy hananganana tetezam-pifankahazoana mihoatra firenena, kolontsaina ary fiteny ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices. Tsy mamoaka lahatsoratra fot...
https://mg.globalvoices.org/2018/04/03/117125/
Tafiditra Tanteraka Ao anatin'ny Fahazoana Aina Ara-Toekarenan'i Côte d'Ivoire ny Nomerika
2018-04-03T05:27:03
Unknown
Fotoam-panofanan'ny Agitel ao Abidjan 2017 avy amin'i Modjou CC-BY-40 Taorian'ny fanitsiana ara-toekarena matanjaka, sy ireo fanavaozana ara-ketra sy araka ny lalàna ary ny fanombohan'ny fananganana fotodrafitrasa lehibe, inona indray ny dingana manaraka amin'ny fivoarana ara-toekarenan'i Côte d’Ivoire? Natolotr'i Al...
https://mg.globalvoices.org/2018/03/27/116703/
Libanona: Olona Miisa 90 No Voalaza Fa Maty Tamin'ny Fianjeran'Ilay Fiaramanidina Ethiopian Airlines Tany An-dranomasina
2018-03-27T03:06:24
Unknown
(Marihina fa tamin'ny 25 Janoary 2010 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Niraradraraka tao amin'ny Twitter ny teny fampiononana taorian'ny nianjeran'ilay fiaramanidina Ethiopian Airlines tany amin'ny faritr'i Mediteranea minitra vitsy taorian'ny nialany tany Beirota, Libanona. Voalaza fa maty avokoa ireo olon...
https://mg.globalvoices.org/2018/03/26/116133/
Hosoka , Fandrahonana ary Famoretana : Tsy Hita Tabilao ny Fifidianana ao Repoblika Demaokratikan'i Congo
2018-03-26T04:48:44
Unknown
Diabe milamina ao RDC via Congo réformes CC- BY-20 Raha miezaka ny hikiry eo amin'ny fitondrana amin'ny alalan'ny hery ny fitondrana roa taona izao, miezaka ny hanaisotra ny firenena amin'ny krizy kosa ny fanoherana sy ny firaisamonina iraisampirenena, amin'ny fanerena ny fioha Kabila hanaiky hikarakara ny fifidiannaa...
https://mg.globalvoices.org/2018/03/29/116948/
Liberia : Tetikasa “CeaseFire Liberia” Mitantara Ny Krizy Ao Lofa
2018-03-29T04:59:03
Unknown
(Tsara ny manamarika fa ny lahatsoratra adika amin'ny teny Malagasy eto dia lahatsoratra efa tamin'ny volana Martsa taona 2010 ny nanoratana azy tamin'ny teny Anglisy) Nahitàna herisetra indray tao Liberia vao haingana: tovovavy iray no nisy namono, ho valifatin'izany, 4 hafa ihany koa nisy namono tahaka izany tao ami...
https://mg.globalvoices.org/2018/03/28/115636/
Inona Avy No Nahaliana Ireo Mpamaky Ny Global Voices Tamin'ny Herinandron'ny 19 Feb – 25 Feb ?
2018-03-28T02:37:18
Unknown
Mpikoraraika iray mamaky boky. Sary an'i Eric Frommer mpampiasa Flickr CC BY-NC-ND 2.0 Mikaroka, manoratra, mamoaka lahatsoratra, ary mandika tantara ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices amin'ny tanjona hanohanana ny zon'olombelona sy hananganana ny tetezam-pifanakalozana manerana ny firenena, ny kolonts...
https://mg.globalvoices.org/2018/03/26/116794/
Mitoka-Monina i Joseph Kabila Noho ny Fitarazohan'ny Fanomanana Fifidianana Taona 2018
2018-03-26T05:32:12
Unknown
Limete, Kinshasa, RDC : Mpikambana ao amin'ny komitim-pifidianan'ny fandriampahalemana (mpitari-pikambanana sy fivavahana, tanora sy vehivavy) CC-BY-20 Anisan'ny tahirin-kevitra fanaraha-maso ny alohan'ny fifidianana any RDC ity lahatsoratra ity. Hita ato ny lahatsoratra voalohany momba izany. Raha miharatsy ny toe-d...
https://mg.globalvoices.org/2018/03/24/115383/
Voatsikera ho Manao “Fanavakavaham-bolonkoditra” Tamin'ny Fanasongadinana Tava Mainty ny Fahitalavi-Panjakana Shinoa
2018-03-24T04:26:40
Unknown
Pikantsary avy amin'ny fetiben'ny Lohataona Shinoa hita ao amin'ny Hong Kong Free Press. Nosoratan'i Jun Pang Ity lahatsoratra ity ary nivoaka voalohany tao amin'ny Hong Kong Free Press tamin'ny 17 Febroary 2018. Navoaka tato amin'ny Global Voice ity dika eto ambany ity noho ny fifanarahana misy. Voatsikera tamin'ny ...
https://mg.globalvoices.org/2018/03/23/116452/
Kenya: Maneho Hevitra Momba Ny WikiLeaks Ny Bilaogera
2018-03-23T03:14:20
Unknown
(Marihana fa efa tamin'ny volana Desambra taona 2010 ny lahatsoratra teny Anglisy) Nankalaza ny faha 47 taonany naha-Repoblika azy tamin'ny Alahady 12 Desambra 2010 ny Kenyana. Niavaka tamin'ny fanambarana fohy sy henjana mamely ny Ambasadaoro amerikana Michael E.Ranneberger ao Kenya noho ny telegrama WikiLeaks andian...
https://mg.globalvoices.org/2018/03/22/116608/
“Afrika sy ny Tononkalom-baovao”: Nanao Karajia Twitter Ho An'ny Tononkalo Manerantany Ny Global Voices
2018-03-22T08:58:09
Unknown
Karajia Twitter ataon'ny Global Voices Afrika Atsimon'i Sahara, mankalaza ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Tononkalo tamin'ny 21 Martsa 2018. Ho fankalazana ny Andro Manerantany ho an'ny Tononkalo ny 21 Martsa 2018, hampiantrano fifanakalozan-kevitra ao amin'ny Twitter momba ny lohahevitra “Afrika sy Tononkalom-baov...
https://mg.globalvoices.org/2018/03/21/116419/
Mitaky Ny Fialàn'ilay Depiote Naneho Hevitra Manohana Ny Herisetra An-tokantrano Ny Ogandey
2018-03-21T04:36:50
Unknown
Pikantsarin'i Onesimus Twinamasiko, parlemantera Ogandey, izay niteny tao amin'ny fahitalavitra Ogandey fa “amin'ny maha lehilahy, mila mifehy ny vadinao ianao.” Niteraka fahatezerana manerana ny firenena i Onesmus Twinamasiko, mpikambana ao amin'ny parlemanta ao Ogandà raha nilaza tamin'ny resadresaka tamin'ny fahita...
https://mg.globalvoices.org/2018/03/22/116610/
Inona No Novakian'ireo Mpamaky Ny Global Voices Tamin'ny Herinandron'ny 12-18 Marsa?
2018-03-22T04:47:50
Unknown
Sary avy amin'ilay mpisera Flick, Carlos Perez. CC BY-NC-ND 2.0 Mikaroka, manoratra, mamoaka lahatsoratra, ary mandika tantara ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices amin'ny tanjona hanohanana ny zon'olombelona sy hananganana ny tetezam-pifanakalozana manavatsava firenena, kolontsaina ary fiteny. Tsy mamo...
https://mg.globalvoices.org/2018/03/13/116158/
Ghana: Mpanenon-damba ao Ashanti
2018-03-13T01:10:34
Unknown
(Marihana fa efa tamin'ny volana Aogositra taona 2005 ny lahatsoratra teny Anglisy) Ny alina lasa teo, nametraka lahatsary fohy mikasika ny fanenoman-damba nentim-paharazana kente ao amin'ny faritra Ashanti ao Ghana aho. Ny Kente , angamba lamba Afrikana faran'izay malaza indrindra, dia miloko marevaka, avy amin'ny en...
https://mg.globalvoices.org/2018/03/18/115960/
Global Voices Maitso Amin'ny Andron'ny Tany 2008
2018-03-18T04:47:38
Unknown
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aprily 2008) Nankalaza ny 22 aprily, Andron'ny Tany , tamin'ny fizaràna ny heviny momba izay mety ho dikan'io andro io ireo mpitoraka bilaogy. Ny sasany namintina ireo lahatsoratra, ny sasany nizara lisitra ho vakiana  ary ny sasany nifantoka amin'ny fiovaovàn'ny toetrandro...
https://mg.globalvoices.org/2018/03/15/116334/
Inona No Novakian'ireo Mpamaky Ny Global Voices Tamin'ny Herinandron'ny (5 – 11 Marsa 2018)
2018-03-15T17:00:01
Unknown
Sary avy amin'ilay mpisera Flickr, Wrote. CC BY-NC 2.0 Mikaroka, manoratra, mamoaka lahatsoratra, ary mandika tantara ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices amin'ny tanjona hanohanana ny zon'olombelona sy hananganana ny tetezam-pifanakalozana manavatsava firenena, kolontsaina ary fiteny. Tsy mamoaka lahat...
https://mg.globalvoices.org/2018/03/13/116168/
Ny Tohin'ny Dia Tany Accra
2018-03-13T01:18:36
Unknown
(Marihina fa tamin'ny 22 Jolay 2005 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Indro ny rakipeo lava kokoa nohavaozina tamin'ny diako tany ho any Ghana tany. Fisaorana manokana an'i Alula Records noho ny namelany ahy hampiasa mozika avy amin'ny mpihira Ghaneana Obo Addy. Hasongadiko ny sanganasan'i Obo sy ny lahatsar...
https://mg.globalvoices.org/2018/03/12/116144/
Toy Ny Ahoana Izany Hoe Nandeha Fiarakodia Nandritra Ny Telo Ora Niampy Nofy Ratsy Fito Ora ?
2018-03-12T15:20:10
Unknown
(Marihina fa tamin'ny 25 Jolay 2005 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Omaly tolakandro, vondrona maromaro taminay no niainga nandeha fiara niverina ho any Accra avy any Patriensa. Araka ny hitanao ao amin'ny lahatsoratra bilaogy hoavy, nitokona tsy nety nandeha ny fiaranay ary ora maromaro no laninay vao taf...
https://mg.globalvoices.org/2018/03/10/116078/
Miteraka Fandrahonana Lehibe Ho An'ny Tontolo Iainana Ny Fitrandrahana Fasika Ao Oganda
2018-03-10T05:53:49
Unknown
Pikantsary tamin'ny lahatsary YouTube avy amin'ny NTV Uganda, mampiseho ny ampahan'ny fihadian-tany ao amin'ny faritra mando Lwera. Milaza ireo mpiaro ny tontolo iainana any Ogandà fa atahorana noho ny fandavahana hakana fasika ny lemaka lehibe manamorona ny lalambe mampifandray ny renivohitr'i Kampala amin'ny atsimo ...
https://mg.globalvoices.org/2018/03/07/116017/
Ny Nahaliana Ny Mpamaky Global Voices Tamin'ny Herinandron'ny 26 Feb- 4 Mar?
2018-03-07T03:27:34
Unknown
“Reader!” sary an'i David Holmes, mpampiasa Flickr. CC BY-ND 2.0 Mikaroka, manoratra, mamoaka lahatsoratra, ary mandika tantara ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices amin'ny tanjona hanohanana ny zon'olombelona sy hananganana ny tetezam-pifanakalozana manerana ny firenena, ny kolontsaina ary ny fiteny.. ...
https://mg.globalvoices.org/2018/03/01/115366/
Ghana: Resadresaka Momba Ny Rakipeo Sy Ny Bilaogin-dahatsary Tao Amin'ny Radio Ghana
2018-03-01T13:08:10
Unknown
(Marihina fa tamin'ny 26 Jolay 2005 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Nandritra ny atrikasan'ny famahanana bilaogin-dahatsary/ fandraisana rakipeo izay notontosaiko tany akaikin'ny Oniversiten'i Ghana dia nanadihady ahy tao anatin'ny antsafa ny mpanao gazety iray avy ao amin'ny Radio Ghana. Nihaino fampahala...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/28/115288/
Rakipeo: Antsafa Niarahana Tamin'I Sudanese Drima
2018-02-28T14:15:16
Unknown
(Marihina fa tamin'ny 19 Desambra 2009 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Podcast: Play in new window | Download
https://mg.globalvoices.org/2018/03/09/115935/
Kamerona: Ahiahy Amin'ny Fahalalahana
2018-03-09T03:43:16
Unknown
(Marihana fa efa tamin'ny volana Desambra taona 2008 ny lahatsoratra teny Anglisy) Na dia tsy fifantohan-tsain'izao tontolo izao aza i Kamerona , manontany ny tena fisian'ny fahafahana eto amin'ity firenena Afrikana ity ny sasany amin'ireo lahatsoratra bilaogy vao haingana. Ao amin'ny bilaoginy [fr], Édouard Tamba ma...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/24/115466/
Inona Indray Ny Lahatsoratra Tena Nahasarika Ireo Mpamaky Global Voices Tamin'ny Herinandro Lasa?
2018-02-24T06:59:09
Unknown
“Ry mpamaky! Ny lasa, ny ankehitriny, ny hoavy. “Sary avy amin'ny mpisera Flickr Caffeinatrix. CC BY-NC-ND 2.0 Mikaroka, manoratra, mamoaka lahatsoratra, ary mandika tantara  ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices amin'ny tanjona hanohanana ny zon'olombelona sy hananganana ny tetezam-pifanakalozana maneran...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/26/115082/
Lalao Olaimpikan'ny Andro Ririnina – Pyeongchang 2018: Fandraisana Anjara Betsaka Nataon'ireo Atleta Afrikanina
2018-02-26T12:35:58
Unknown
Nanamarika ny fisiany i Nizeria nandritra ny fety maroloko fanokafana ny Lalao Olaimpika amin'ny andro Ririnina 2018. Tranga mahafinaritra foana ny fisian'ny firenena Afrikanina amin'ny lalao Olaimpika amin'ny andro ririnina. Tamin'ny taona 1960, i Afrika Atsimo irery ihany no nanao ny lalao Olaimpika. Tamin'ny lalao ...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/26/114653/
Mpampianatra Ao Amin'Ny Oniversite Gambiana Voasambotra Noho Ny Antsafa Tamin'ny Gazety, Navoaka Rehefa Avy Eo
2018-02-26T07:17:53
Unknown
Olona nanofahofa tànana tao amin'ny fihetsiketsehana manohitra ny filoha Yahya Jammeh tao Gambia tamin'ny 2017. Pikantsary tamin'ny horonantsary Youtube. Tamin'ny Janoary faha-31, nosamborin'ny manampahefana ao Gambia, firenena ao Afrika Andrefana, ilay mpahay siansa pôlitika Ismaila Ceesay ary nampangain'izy ho “mand...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/24/114656/
Milaza Ny Mpanohitra Ao Borondia Fa Ny Vato ‘Eny’ Amin'ny Fitsapa-kevi-bahoaka Ihany No Ahafahana Manalava Ny Fitondran'ny Filoha
2018-02-24T04:01:45
Unknown
Ny filohan'i Afrika Atsimo Jacob Zuma (havia) miaraka amin'ny filoha Pierre Nkurunziza (ankavanana) raha hitsidika an'i Borondia. 25 Febroary 2016. Sary avy amin'ilay mpampiasa Flickr GovernmentZA. CC BY-ND 2.0 Tamin'ny taona 2015, nahazo fe-potoam-piasàna fahatelo ny filohan'i Borondia, Pierre Nkurunziza, na dia teo ...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/22/114673/
Tatitry Ny Mpisera: Ny Sanda Lafon'ny Fanakatonana ny Aterineto ao Kamerona
2018-02-22T04:55:55
Unknown
Sarihitatra momba ny rahona, avy any amin'ny lahatsarin'ny Fikambanana Karisma. Manenjika ny governemanta ao Kamerona ny ONG fito mpiaro ny zo nomerika noho ny fanerena ny fanakatonana ny aterineto any amin’ireo faritra roa miteny Anglisy nandritra ny telo volana mahery tamin’ny 2017, alohan’ny nieritreretan’ireo fari...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/20/114818/
Lahatsary: Fahaizana Mamorona Ho Fiatrehana Ny Krizin-drano
2018-02-20T02:52:16
Unknown
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny May 2008) Tamin'ireo loza voajanahary roa tena vao haingana tsaroana: ny rivodoza tao Myanma r sy ny horohorontany tany Sichuan, Shina , niverina tao anaty adihevitra ny olana mikasika ny famatsiana rano madio sy ny rano fisotro ho an'ireo vahoaka mila izany. Eo ambany, ire...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/20/114445/
Iza No Tomponandraikitra Amin'ny Famaranana Ny Herisetra Ara-Nofo Ao Somalia?
2018-02-20T02:23:47
Unknown
Vehivavy nafindra tao anatiny ihany, tao amin'ny Tobin'i Madina. Sary an'i Faaris Adam Tamin'ny volana Oktobra 2017, voadaroka tao amin'ny “faritry ny maoja” noho ny fandàvany ny fandrabirabiana ara-nofo nataon'ny mpanafika azy tao amin'ny tanànan'ny seranana tao Bosaso, , Somalia, i Faiza Mohamed Abdi, 16 taona. Nara...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/16/115191/
Nahazo Fahafahana Ireo Olom-pirenena Nizeriana Miisa Telo Ambinifolo  Taorian'ny Fakana An-keriny Nataon'ny Boko Haram Nandritra Ny Volana Maromaro
2018-02-16T04:55:16
Unknown
Pikantsarin'ireo polisy vavy Nizeriana miisa 10 nalaina an-keriny tamin'ny volana Jona 2017 ary efa navotsotr'i Boko Haram. Nizeriana miisa telo ambinifolo no nalain'i Boko Haram an-keriny, fikambanana jihadista mpikatroka ao Nizeria, ary nahazo fahafahana tamin'ny Asabotsy 10 Febroary 2018. Nanamarika tao anaty fanam...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/14/114950/
Misaona Ny Fahafatesan'Ilay Mpanakanto Ogandey Mowzey Radio Teo Amin'ny Faha 33 Taonany I Afrika
2018-02-14T04:31:44
Unknown
Pikantsarin'i Mowzey Radio (1985-2018) nalaina tao amin'ny lahatsarin-kiran'ny  Radio and Weasel 2016 “Plenty Plenty” Maty tamin'ny 1 febroary 2018 i Mowzey Radio, mpihira Ogandey manana ny lazany manerana ny kontinanta Afrikana, rehefa afaka sivy andro taorian'ny ratra nahazo ny lohany nandritra ny fifanadonana nitra...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/13/115080/
Inona No Novakian'ireo Mpamaky Global Voices Hatramin'ny Herinandro Lasa ?
2018-02-13T01:18:03
Unknown
“Vakio!” Sary avy amin'ny mpisera amin'ny Flickr carnagenyc. CC BY-NC 2.0 Ato amin'ny Global Voices, ny iraka ampanaovina ho fanohanana ny zon'olombelona sy fananganana ny tetezan'ny fifankahazoana eo amin'ny samy firenena, ny kolontsaina ary ny fiteny,  ny vondrom-piarahamoninay dia mikaroka, manoratra, manonta ary m...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/12/114855/
Afrika Atsimo: Ny Kianjan'I Nelson Mandela
2018-02-12T06:21:25
Unknown
(Marihina fa tamin'ny 26 Desambra 2005 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Mampiseho ny sasantsasan'ny Kianjan'i Nelson Mandela ao Johannesburg, Afrika Atsimo ny Mzansi Afrika , izay toa maneso fa hita ao amin'ny faritra ny “toeram-pivarotana lehibe indrindra sy ny toeram-pisakafoanana maro. Any amin'ny faritr...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/07/114762/
Ireo Mpandresy Tamin'ny Loka Bilaogy Afrika Atsimo 2010
2018-02-07T16:59:01
Unknown
(Marihana fa efa tamin'ny volana Septambra taona 2010 ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanomboka tamin'ny taona 2005 ny Loka Bilaogy Afrikana Tatsimo mba hampisehoana ny bilaogy tsara indrindra ao Afrika Atsimo izay nofidin'ny daholobe. Natao tanelanelan'ny 2 ka hatramin'ny 27 Aogositra 2010 ny fanendrena ho an'ny Loka B...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/09/114612/
Nyota Ndogo, Mpihira Afrikana, Manana Klioban'ny Mpiondana an-Tserasera
2018-02-09T07:20:58
Unknown
(Lahatsoratra teny anglisy nivoaka tamin'ny 28 Novambra 2009) Vitsy no mahalala ny tena anarany hoe Mwanaisha Abdalla, fa anarana mahazatra any Afrika Atsinanana i Nyota Ndogo (midika hoe Kintana Kely amin'ny Kiswahilihi). Sary ravakyny rakikiran'i Nyota Ndogo – Mpenzi Maro ireo nankafy ny mozika nentiny amin'ny end...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/06/114608/
Zimbaboe: Voasakana Ny Bilaogiko!
2018-02-06T16:52:37
Unknown
(Tamin'ny 30 Martsa 2009 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Fantatray taorian'ny nanontanianay azy momba ny vaovao bebe kokoa fa niezaka nanakana ny bilaoginy nandritra ny roa herinandro ilay “olona” izay noresahany . Misy manakana ny bilaogiko , hoy ny lohatenin'ny lahatsorany mikasika izany: Someone is bl...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/05/112982/
Milaza Ny Filohan'i Ghana Fa Tsy Maintsy Miala Amin'ny ‘Toe-tsaina Tia Miankina’ Amin'ny Fanampian'ny Tandrefana i Afrika
2018-02-05T08:00:31
Unknown
Pikantsary avy amin'ny valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety nataon'ny filoha Frantsay Emmanuel Macron sy ny Filohan'i Ghana Nana Akuffo-Addo. Amin'ny alàlan'ny Scope News ao amin'ny YouTube. Kitiho ny sary mba hijery ilay horonantsary. Nandritra ny valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety natao tamin'ny Novambra 2017 niar...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/05/114602/
Somalia: Mampiasa Tanora Keniana Hiady Ve Ny Governemanta?
2018-02-05T06:40:54
Unknown
(Tamin'ny 15 Oktobra 2009 no nivoaka ny lahatsoratra teny Anglisy) Ity no famintinana voalohany tamin'ny bilaogy Somaliana ny taona 2009. Eny, nandritra ny herintaona mahery ny mpamorona ity lahatsoratra ity no niala tamin'ny bilaogy saingy niverina soamantsara izy. Ity no lahatsorany voalohany ary hamaky hafa amin'ny ...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/04/112747/
Ilay Vehivavy Manankarena Indrindra Ao Afrika Voaroaka Tao Amin'ny Orinasa Nasionaly Mpamokatra Solika Tao Angolà
2018-02-04T04:04:05
Unknown
Isabel dos Santos, zanakavavin'i José Eduardo dos Santos, filoham-pirenenan'i Angolà teo aloha. Rakitsary : Youtube, Góis Souza. Mandefa mankany amin'ny takelaka Paortigey avokoa ny rohy rehetra hita ato raha tsy hoe misy fanambarana manokana milaza ny mifanohitra amin'izany. Nandray fepetra maro izay nahavariana ny ...
https://mg.globalvoices.org/2018/02/03/114245/
Mitombo Ny Ahiahian'ny Ogandey Mikasika Ny Valan'aretina Tazo Mahafaty
2018-02-03T15:15:27
Unknown
Sampana fitsaboana Ebola ao Grand Cape Mount, Liberia. Saripikan'i Martine Perret / Iraky ny  Firenena Mikambana ho an'ny Fanakanana ny Ebola tao amin'ny Flickr. (CC BY-NC 2.0) Nampitebiteby ny mponina ny fahafatesan'i Bridget Nalunkuuma , sivy taona, tao an-tanàna iray afovoan'i Ogandà, Nakaseke, fa mety voan'ny aret...
https://mg.globalvoices.org/2018/01/30/113716/
Ampianarin'ny Afrikanina Mikasika Ny Fitantanana Mahomby ny Filoha Amerikana Taorian'ny Fanambarany ‘Shithole’ Niteraka Hatezerana
2018-01-30T15:38:29
Unknown
Ireo mpitarika Afrikana tamin'ny Fivoriana Ambony faha-4 momba ny ny Fampihenana ny Loza Voajanahary. Sary avy amin'ny Paikady Iraisam-pirenen'ny Firenena Mikambana ho Fampihenana ny Loza  (UNISDR). Ny Alakamisy 11 Janoary, nanondro an'i Haiti, El Salvador, sy ny firenena Afrikana sasany ho “vongany” nandritra ny fivo...
https://mg.globalvoices.org/2018/01/30/113477/
Ilay Fahafatesana Tsy Voafaritry ny Fotoana An'ilay Mpanao Gazety Ethiopiana Tany An-tsesitany
2018-01-30T15:37:02
Unknown
Ibrahim Shafi. Sary nozarain'i Abiye Teklemariam Megenta tao amin'ny Twitter. Tamin'ny iray tamin'ireo fanehoan-keviny farany tamin'ny vahoaka, nanoratra tao amin'ny pejiny Facebook ilay mpanao gazety Ethiopiana Ibrahim Shafi hoe: “Fohazy aho rehefa manana fanjakana.” Tsy ampy tapa bolana taty aoriana, maty tany Nair...
https://mg.globalvoices.org/2018/01/24/114044/
PangeaDay: Zava-Miseho Iainana Erantany
2018-01-24T02:04:06
Unknown
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny May 2008) Tamin'ny Sabotsy 10 May ny Pangea Day, ary nivory ny olona avy amin'ny faritra maro manerana ny tany mba hijery ireo sarimihetsika sy handray anjara amin'ny zava-misy erantany. Tamin'izany, nasehon'ireo sarimihetsika, mpandahateny ary mozika antsika ny sombim-piai...
https://mg.globalvoices.org/2018/01/24/113929/
Ny tetikasa Arrorro: Ny Hira Fandrotsirotsiana Zaza Manerana Izao Tontolo Izao
2018-01-24T03:19:45
Unknown
(Marihina fa tamin'ny 1 Jona 2009 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Fandrotsirotsiana avy amin'ny Wide© Raf.f Nanao ezaka mba hitrandrahana, handraketana ary hanangonana ireo hira fandrotsirotsiana manerana izao tontolo izao ilay mpanakanto Gabriela Golder avy any Arzantina, ary niezaka nitady ny mampitovy ...
https://mg.globalvoices.org/2018/01/23/113817/
Nisambotra Mpanao Gazety sy ny Rahalahiny Ny Polisy Nizeriana Noho Ny Lahatsoratra Tsy Nosoratan'izy Ireo Akory
2018-01-23T05:20:54
Unknown
Polisy Nizeriana mahatanteraka ny fampiofanana azy ireo tamin'ny taona 2015. Sary avy amin'ny AMISOM, azon'ny rehetra ampiasaina. Daniel Elombah no mpitantana ny elombah.com . Araka ny filazan'ny Premium Times , nosamborina tao an-tranony tao Nnewi, any atsimo atsinanan'i Nizeria ry Elombah: Daniel Elombah was arrest...
https://mg.globalvoices.org/2018/01/19/113670/
Manahy Ireo Ogandey Fa Ho ‘Hihitsoka’ Miaraka Amin'ny Filoha Museveni Izy Ireo Rehefa Nofoanana Ny Volavolan-dalàna Momba Ny Fetran-Taona
2018-01-19T05:59:30
Unknown
Mpikambana ao amin'ny parlemanta Ogandey mifampitolona. Pikantsary avy amin'ny fandaharana navoakan'i Wolokoso Mu Uganda fantsona YouTube ofisialy. Tany am-piandohan'ny volana Janoary 2018,  semban-drahona ny media sosialy Ogandey taorian'ny nanasoniavan'ny filoham-pirenena ny lalàna iray izay mametra ny taona ambony ...
https://mg.globalvoices.org/2018/01/19/113461/
Zimbaboe: Nianatra Ny Tsikera Mahasoa Tamin'ny Alalan'ny Fandaharana Tao Amin'ny Fahitalavitra
2018-01-19T03:36:04
Unknown
(Marihina fa tamin'ny 12 Janoary 2010 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Miasa miaraka amin'ireo zaza kamboty sy ankizy mahantra any Zimbaboe amin'ny alalan'ny lahatsarin'ny atrikasa, Volens , ny ONG Belza iray ary manoro hevitra azy ireo ny fomba ahafahany miatrika amim-panajana ny fanomezana sy ny fanaovana...
https://mg.globalvoices.org/2018/01/18/113486/
Maro Ireo Angoley No Nihomehy Sady Naneso Taorian'ny Tsy Fetezana Nisy Tamin'ny Fandefasana Ilay Zanabolana Voalohany
2018-01-18T08:46:43
Unknown
Nalefan'ny  Televisão Pública  mivantana tao Angola ny fandefasana ny Angosat-1 . Pikantsary tao amin'ny Clubk Clubk /YouTube. Ny 25 Desambra 2017, nalefa an'habakabaka ny zanabolana voalohany tao Angola, ary nankalazaina tamin'ny  alàlan'ny fandefasana  azy mivantana tamin'ny efijery lehibe tao Marginal de Luanda, ir...
https://mg.globalvoices.org/2018/01/16/113314/
Inona No Nitranga Tao Maekelawi? Fitantarana Momba Ny Fampijaliana Tao Amin'ny Foiben'ny Fonja Etiopiana Izay Fantatra Fa Ho Akatona
2018-01-16T06:14:29
Unknown
Ireo mpikambana ao amin'ny Zone9 ao Addis Abeba, taona 2012. Avy aty ankavia miankavanana: Natnael, Abel, Befeqadu, Mahlet, Zelalem ary Atnaf. Sary natolotr'i Endalk Chala. Tamin'ity herinandro ity, nanambara ny Praiminisitra Etiopiana Hailemariam Desalegn fa hikatona tsy ho ela i Maekelawi, iray amin'ireo foibe famon...
https://mg.globalvoices.org/2018/01/16/113443/
Metropolis TV Sy Ny Hivos: Lahatsary Ho An'ny Olona Mahaleotena
2018-01-16T06:52:16
Unknown
(Marihina fa tamin'ny 23 Jona 2009 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Tetikasa Hivos sy VPRO TV any Holandy ny Metropolis TV , izay mampiray ireo mpanatontosa horonantsary sy ireo mpanao gazetin-dahatsary manerantany mba handrakitra an-tsary sy hampita ny lafiny samihafa amin'ny fiainana sy ny kolontsaina any...
https://mg.globalvoices.org/2018/01/12/113178/
Fitsidihanana Ny Bilaogy Kenyana
2018-01-12T14:49:19
Unknown
(Marihana fa efa tamin'ny volana Jiona taona 2006 ny lahatsoratra teny Anglisy) -Zavatra voalohany indrindra. Vao haingana ny blaogy Keniana WebRing no nankalaza ny tsingerintaonany voalohany ary nahatratra mpikambana 100. Ao anatin'ny fandaharam-potoana ny fiarahabana. Ireto misy sombintsombiny momba ny fikambanana m...
https://mg.globalvoices.org/2018/01/15/113242/
Manery ny Antokon'ny Fitondrana ao Ethiopia Ny Fitomboan-Dazan'ny Mpanohitra
2018-01-15T13:13:31
Unknown
Tabilao fampielezan-kevitra ho an'ny EPRDF eo akaikin'ny tabilao tsingeritaona faha-35 ny TPLF. Milaza ny tabilaon'ny EPRDF fa “ny fifidianana ny EPRDF dia midika ho fiantohana ny fanohizana ny fampandrosoana sy fahaveloman'ny firenena indray” Milaza koa ny tabilaon'ny TPLF hoe “haverintsika indray ny fandresena azonts...
https://mg.globalvoices.org/2018/01/12/113661/
Madagasikara: “Tsapako Ho Toy Ny Any Anaty Sarimihetsika Miresaka Ady Aho”
2018-01-12T02:43:48
Unknown
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Martsa 2009) Nandray kihon-dàlana hafa indray ny olana politika misy ao Madagasikara , efa nitarazoka hatramin'ny Janoary lasa eo, miaraka amin'ny feom-basysy entona mandatsa-dranomaso , satria nifandona nanerana an'Antananarivo renivohitra ny polisy sy ireo mpanao hetsi-pa...
https://mg.globalvoices.org/2018/01/11/113157/
Inona No Mitranga Ao amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Kenyana
2018-01-11T17:43:42
Unknown
(Marihana fa efa tamin'ny volana Jiona taona 2006 ny lahatsoratra teny Anglisy) Sary tany amin'ny Haidhuru - Nambara vao haingana ny tetibola Keniana ka naneho hevitra momba izany ny tontolon'ny bilaogy Keniana. Nanamarika Ramatoa K fa na dia tsy manam-pahaizana momba ny teti-bola aza izy, hatraminy “nisian'ny Trano m...
https://mg.globalvoices.org/2018/01/11/113199/
RDC, Belzika: Fihetsiketsehana Manohitra an'i Kabila
2018-01-11T18:52:12
Unknown
(Marihana fa efa tamin'ny volana Oktobra taona 2006 ny lahatsoratra teny Anglisy) Kongoley nanao fihetsiketsehana tao Bruxelles. Sary avy amin'i Etienne Ngandu .. Ho fialohavana ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa ho atao amin'ny alahady 29 oktobra ao amin'ny Repoblika Demaokratikan'i Kongo, izay ahitan...
https://mg.globalvoices.org/2018/01/08/113409/
Endrika Mpandika Teny : Amadou Lamine Badji, Fijery Miabo Sy Fisokafana Amin'ny Hafa
2018-01-08T01:32:28
Unknown
Amadou Lamine Badji, sary natolony Tohizantsika ny andian-dahatsoratra ‘enriky ny mpandika teny’ ho an'ny Global Voices amin'ny teny frantsay. Mpiaramiasa tsy tapaka amin'ny Global Voices miteny frantsay i Amadou Lamine Badji, hatramin'ny efa ho imy taona izao . Ahitàna karazany maro ny lahatsoratra fidiany, araka ny...
https://mg.globalvoices.org/2018/01/08/113407/
Fiantraikan'ny Rivodoza Ava Tao Madagasikara: Ohatra Iray Sahady Amin'ny Tsy Fahafahana Maminany Mialoha Ny Toetrandro Amin'ny 2018
2018-01-08T01:53:39
Unknown
Pikantsary avy amin'ny lahatsary iray ahitàna ny tanànan'i Toamasina taorian'ny rivodoza Ava, avy amin'ny Africa News Toetrandro ratsy no nanombohana ny taona 2018: Tafiotran-dranomandry sy hatsiaka mamanàla (hatramin'ny -50 C) tany amin'ny morontsiraka atsinanan'i Amerika, tafiotran-dririnina niisa 5 tao anatin'ny vo...
https://mg.globalvoices.org/2018/01/01/112899/
Lahatsary : Ireo Famakiamboky Entina Mandehandeha Misy Manerantany
2018-01-01T12:50:46
Unknown
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Febroary 2010) Ireo boky avy amin'ny br1dotcom Amin'ny ankamaroan'ny rafitry ny famakiamboky, lasa tena ilaina ny famakiamboky mandehandeha, mitondra boky ho an'ireo tsy afaka miditra any amin'ny trano famakiamboky. Fa na izany aza, any amin'ny toerana maro, noho ny fahara...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/31/112125/
Tafa : Ireo Loabary An-dasy TEDx Mba Hanosehana An'i São Tomé Ho Eny Anoloan'ny Sehatra
2017-12-31T19:46:54
Unknown
( Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aogositra 2013 ) TEDx, ilay avy ao an-toerana, nomanin'izy ireo ihany ho an'ireo loabary an-dasy TED , efa mipariaka any amin'ny firenena miteny Portiogey toa an'i Portogaly, Angola ary i Brezila. Ny volana lasa teo, tonga tao São Tomé , ilay programam-panehoana, nosy iray...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/31/110939/
Ahoana Ny Fahitan'ny Shinoa Ny Faharesen'i Robert Mugabe, Ilay Naman'ny Fireneny Efa Taloha Ela Be Tao Zimbaboe
2017-12-31T16:27:14
Unknown
Nitsena ny filoham-pirenen'i Zimbaboe, Robert Mugabe, ny filoham-prenena Shinoa Xi Jinping nandritra ny fitsidihany ny firenena tamin'ny volana Aogositra 2014. Pikantsary avy amin'ny masoivohom-baovaom-panjakana Shinoa, Xinhua . Raha nivondrona ireo hery politika sy ny tafika tao Zimbaboe hanesorana eo amin'ny fitondr...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/29/112568/
Feon'ny Vehivavy Afrikana – tamin'ity herinandro ity
2017-12-29T06:09:23
Unknown
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aprily 2006) Manoratra i Fleur momba ilay raharaha mampitaintaina mikasika ireo miramila 7 voaheloka mandra-pahafaty noho ny fanolanana sy heloka manoloana ny maha-olombelona noho ny fanolanana zazavavy tsy ampy taona miisa 119 tao Kôngô. Nandray amin'ny ampahany ny andraik...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/28/111897/
Fanangonan-tsonia Ho Famotsorana Ilay Lehilahy Eritreana Izay Nosamborina Tany Italia Noho Ny Mari-panondroana Diso
2017-12-28T14:14:00
Unknown
Ny fahatongavan'ilay voalaza fa mpanondrana olona an-tsokosoko tamin'ny volana Jona 2016. Sary tao amin'ny altreconomia.it . Nilaza ity lehilahy iray 29 taona ity fa Medhanie Tesfamariam Behre no anarany ary efa herintaona sy tapany izy izay no niatrika fitsarana tao Palermo  noho ny fanondranana olona an-tsokosoko. R...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/31/112235/
Jereo Mivantana Ny Vovonana Global Voices 2012!
2017-12-31T15:01:14
Unknown
(Fanamarihana: tamin'ny 3 Jolay 2012 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Nisokatra tany Nairobi, Kenya (2-3 Jolay) ny Vovonana Global Voices 2012. Satrinay raha niaraka taminay tany ianareo kanefa afaka mijery ny lahatsary mivantana sy miresaka mivantana aminay ianareo raha tsy afaka nanatrika izany . Nahitan...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/29/111076/
Taorian'ny 10 Taona Nitolomana, Miha-Antomotra Ny Fankatoavana Ilay Hany Fikambanana LGBT ao Mozambika
2017-12-29T06:57:05
Unknown
Mpikambana ao amin'ny Lambda nandritra ny hetsika iray tamin'ny 2013. Sary : Lambda/Flickr, fampiasàna nahazoana alàlana. Nahavita dingana iray lehibe mankany amin'ny fankatoavana azy araka ny lalàna ny Lambda, ilay hany fikambanana mpiaro ny zon'ny LGBT (pelaka, vavy sy vavy miaraka, sady lahy no vavy, ireo vavilahy ...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/28/112824/
Krismasy Nilahatra Solitany Noho ny Tsy Fisiany Tao Nizeria
2017-12-28T14:33:12
Unknown
Fitohanan'ny fiara tao Lagos, Nizeria. Sary tamin'ny taona 2008, avy amin'ny BBC World Service. CC BY-NC 2.0 Nandany ora maromaro tao anatin'ny fiaran'izy ireo ny Nizeriana, nihitsoka teny an-dalana ary tsy afaka nody tany an-tanindrazany hankalaza ny Krismasy satria niharan'ny tsy fahampian-tsolika goavana ny mpamoka...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/24/109237/
Tian'ireo Mozambikanina Ho Fantatra Raha Toa Ka Ao Ambadik'ireo Fanafihana Biraon'ny Mpitandro Filaminana Ny Vondrona Mpikatroka Al-Shabaab
2017-12-24T15:31:45
Unknown
Mpikatroka maro ao anatin'ilay vondrona mahery fihetsika, izay mifehy ny ampahatelon'i Somalia ankehitriny ary nitarika fanafihana tany amin'ny firenena Afrikana hafa. Sary: Pikantsary nalaina tamin'ny tati-baovaon'ny Channel 4 tao amin'ny YouTube tamin'ny 2013. Lehilahy 30 teo ho eo nisaron-tava no nanafika birao tel...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/23/111320/
Ganà: Ny Ivontoerana Kofi Annan ho an'ny Fahombiazana Amin'ny ICT
2017-12-23T18:13:24
Unknown
Ireo mpianatry ny Anjerimanontolo mandray lesona ao amin'ny Ivontoerana Kofi Annan ho an'ny Fahombiazana amin'ny ICT (Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jolay 2007) Ny alakamisy maraina teo, natomboko tamin'ny fitsidihana samirery ny Ivontoerana Kofi Annan ho an'ny Fahombiazana amin'ny ICT [ TIC amin'ny teny...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/22/112317/
Zambia: Fanabeazana Amin'ny Ambaratonga Voalohany Ho An'ny Rehetra, Ary Ny Tohiny?
2017-12-22T14:54:27
Unknown
Fianarana ao amin'ny tanàna iray ao Zambia. Sary an'i Jurvetson teo amin'ny Flickr (CC BY 2.0) Fanamarihana: ity lahatsoratra ity dia nivoaka tamin'ny Aogositra 2013 [rohy amin'ny fiteny anglisy] Araka ny fanasokajiana ny tahan'ny fahaizana manoratra ao Afrika izay navoakan'ny The African Economist, tamin'ny volana J...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/23/112385/
R.D. Kôngô: Resadresaka Niarahana Tamin'ny Bilaogera Tony Katombe
2017-12-23T16:34:43
Unknown
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Martsa 2006) Bilaogera avy ao amin'ny R.D. Kôngô i Anthony Mica Katombe (Hafohezina ho Tony) izay ”handray 39 taona amin'ny 13 Aprily”. Manana maripahaizana momba ny teny Anglisy sy ny Fandalinana ny Kolontsaina Afrikana avy aminà Anjerimanontolo Kôngôley izy. Azy Le Blog d...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/18/111713/
Etiopia: Mampiasa Ny Haino Aman-Jery Vaovao Mba Hiantohana Fifidianana Malalaka Sy Madio Ireo Mafàna fo
2017-12-18T11:31:40
Unknown
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny May 2010) Raha teo am-piomanana amin'ny fifidianana parlemantera hatao amin'ny 23 May 2010 ny Etiopiana, ireo fikambanana anankiroa kosa dia mampiasa ny haino aman-jery vaovao mba hiantohana fifidianana malalaka sy madio. Ny tambajotra sosialy Facebook no ampiasain'ny Ethio...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/17/111677/
Skypecast #2 Miaraka Amin'i Sokari Ekine
2017-12-17T16:26:36
Unknown
(Fanamarihana : Lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jona 2005) Sokari Ekine – aka “Owukori” – dia iray amin'ireo blaogera tena fantatra indrindra sy ireo be mpamaky indrindra momba an'i Afrika. Manoratra ireo blaoginy roa avy ao an-tranony any Andalozia, Espana – Black Looks sy Afrotecnik – mandrakotra ireo tantara avy amin...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/13/110848/
Ny Show Global Voices Faharoa
2017-12-13T03:38:15
Unknown
(Marihina fa tamin'ny 10 Jona 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Indro ny fizaran-tantara faharoa amin'ny Global Voices Show !  Asongadintsika ny sombiny amin'ireto rakipeo manaraka ireto amin'ity andiany ity: XiaoQiao (Singapaoro) Dosie Afrika (Kanada/Afrika Atsimo) BahasaPod (Indonezia) Tantara Kazakh...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/14/110952/
Ny Show Global Voices Fahatelo
2017-12-14T02:30:58
Unknown
(Marihina fa tamin'ny 4 Jolay 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Indro ny fizaran-tantara fahatelo amin'ny Global Voices Show !  Asongadintsika ny sombiny amin'ireto rakipeo manaraka ireto amin'ity andiany ity: PodView (Podbazaar) (India) Viloria.com Pinoy Podcast (Filipina) Fitsidihana ny Tanàndehiben'...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/17/112066/
#FreeNganang: Voatazona Ao Amin'ny Fonjan'i Kondengui Ao Yaounde Ilay Kamerone Mpanoratra , Patrice Nganang
2017-12-17T06:22:33
Unknown
Patrice Nganang tao amin'ny Tsenaben'ny boky tao Paris, avy tamin'i Georges Seguin CC BY-SA 3.0 Fantatra noho ny toerany miavaka raisiny mikasika ny lohahevitra maromaro momba ny fiarahamonina ao Kamerona sy Afrika i Patrice Nganang. Nanoratra boky mitondra ny lohateny hoe ”Manohitra an'i Biya” izy noho izany, izay an...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/15/110960/
Ny Show Global Voices Fahadimy
2017-12-15T02:31:13
Unknown
(Marihina fa tamin'ny 20 Aogositra 2007 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) [display_podcast] Tonga ihany ny fizaran-tantara fahadimy amin'ny Global Voices Show !  Asongadintsika ny sombiny amin'ireto rakipeo manaraka ireto amin'ity andiany ity: Gastronautics – Maldiva PodMasti – India J.U.M.P. Radio – Kenya...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/13/111680/
Clark Boyd Mitafa Amin'i Sokari Ekine
2017-12-13T02:36:16
Unknown
(Fanamariahana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jona 2005) Noraketin'ny namanay Clark Boyd – mpandefa rakipeo no sady mpanangona vaovao ho an'ny fandaharana The World ao amin'ny BBC/WGBH  – ny mombamomba ilay namanay iray Sokari Ekine, nanorona ilay bilaogy Black Looks . Niainga avy any ambanivohitr'i Espaina i Clark ar...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/12/111703/
Fanapahankevitra Vao Haingana Noraisin'i Trump Momba ny Politika Ivelany, Mampanahy an'i Afrika
2017-12-12T02:48:12
Unknown
Ny Maoske Al-Aqsa , sary avy amin'i Andrew Shiva CC BY-SA 4.0 Nambaran'i Donald Trump, filohan'i Etazonia, fa manomboka izao Etazonia dia manaiky ny maha-renivohitry ny fanjakan'i Israely an'i Jerosalema. Niteraka fanehoankevitra avy amin'ireo firenena maro velom-panahiana amin'izay ho vokany io fanambaràna miteraka r...
https://mg.globalvoices.org/2017/12/03/110355/
Fanolorana ny Bilaogera Mpampifandray, Ndesanjo Macha
2017-12-03T10:41:01
Unknown
Indraindray ny aterineto dia manampy anao hahita olona mahaliana eny ampitetezana izao tontolo izao. Ary indraindray dia manampy anao hahafantatra hoe ireo olona mahaliana nihaonanao teny am-pandehanana nitety ny tontolo ireo dia miaina tsy lavitra anao (mpifanolo-bodirindrina). Karazana traikefa faharoa no niainako t...
https://mg.globalvoices.org/2017/11/30/110998/
Fijery Tokana Avy Any Darforo : Sleepless (Tsy fahitàn-tory) Ao Sodàna
2017-11-30T12:05:29
Unknown
(Fanamarihana:Lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jolay 2005) Miserana ireo tantara vaovao – ny daroka baomba any Londona, ny fifantohan'ny G-8/Live8 amin'i Afrika, ny tsingerin'ny fahenimbolan'ilay “tsunami” tamin'ny Faran'ny Taona – fa i Darforo kosa mitoetra. Koa satria miha-mazava hatrany hatrany fa tsy handray anjara m...
https://mg.globalvoices.org/2017/11/17/107692/
Mpanakanto Gineana Ekoateriana Carmen Bolena Mitantara Ny Tantarany Sy Ny Maha-izy Azy Amin'ny Alalan'ny Sary
2017-11-17T09:23:52
Unknown
“[Ity] Sary nataon'ny tena miaraka amin'ny tarehy efa vita amin'ny atsasany ity, ary ny atsasany tapaka, mampiseho hozatra, hozatry ny vodi-tongotra, ary hoza-madinika. Fandalinana anatomika izany, izay midika fa tsy hita maso ny tena zava-dehibe. Ny Eoropeana, ny Afrikana ary ny Aziatika dia mitovy amin'izany izay las...
https://mg.globalvoices.org/2017/11/16/106443/
Zimbaboe: Fanontaniana Mikasika Ny Fitsaràna sy ny Fanoherana Tsy Tonga Hatramin'ny Farany
2017-11-16T10:48:01
Unknown
(Fanamarihana: lahatsoratra tamin'ny Janoary  2007) I Morgan Tsvangirai , fa tsy i Robert Mugabe , no nanjary sary vongana tena nampitaintaina  indrindra nanamarika ny loza izay Zimbaboe . Tahaka ny firenena tanora izay feno fanantenana sy fahaizamanao toa tsy manam-petra tamin'ny fiandohan'ny taona 90, dia nipoitra i...
https://mg.globalvoices.org/2017/11/14/109071/
Feon'Ankizy avy any Darfur
2017-11-14T19:21:13
Unknown
(Fanamarihana: Lahatsoratra nivoaka ny Aprily 2005) Ny Febroary 2005, nalefan'ny Human Rights Watch tany Tsady ireo Dr. mpikaroka, Annie Sparrow sy Olivier Bercault mba hiresaka amin'ireo mpitsoaponenana nandositra ireo daroka baomba sy ireo fanafihan'ny milisy Janjawid tany Darfur. Araka ny mahazatra dia manome pensi...
https://mg.globalvoices.org/2017/11/26/110786/
Ireo Manankarena Sy Matanjaka Any Kamerona
2017-11-26T04:50:38
Unknown
(Marihina fa tamin'ny 2 Desambra 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) “Nanomboka tamin'ny lisitr'ireo miliaridera miisa 44 izay nomen'ny ambasadaoro Amerikana ny Filohan'i Kamerona izany …” Nanoratra ny lisitr'ireo lehilahy mpanankarena sy matanjaka indrindra ao Kamerona ny Le blog du Prési… Eo ho eo amin...
https://mg.globalvoices.org/2017/11/30/110835/
Tafiditra Tao Anatin'ireo Bilaogy Tsara Indrindra Erantany Ny Rising Voices
2017-11-30T07:30:47
Unknown
(Marihina fa tamin'ny 29 Oktobra 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Voafidy hifaninana amin'ny “Fifaninana Bilaogy Tsara Indrindra” (BOB) tamin'ny sokajy “Weblog Tsara Indrindra” ny Rising Voices , tetikasa fampahalalam-baovaon'olon-tsotra Global Voices . Bilaogy maherin'ny 8.500 no natolotra hifaninana ...
https://mg.globalvoices.org/2017/11/13/109918/
Sodaney Mpitsoa-ponenana, Voafonja Tao Isiraely Noho Ny Fananany Bisikleta
2017-11-13T12:33:31
Unknown
Fanamarihana: nivoaka tamin'ny Jolay 2013 ity lahatsoratra ity Ny 18 jolay, Babaker (Babi) Ibrahim,  mpanao hatsikana iray mpangataka fialokalofana, teratanin'i Darfour, no voasambotry ny mpitandro ny filaminana isaeliana noho ny tsy fananany faktiora mikasika ny bisikletany, noho izany dia heverina ho halatra ilay iz...