url stringlengths 41 46 | title stringlengths 10 284 | date timestamp[s]date 2007-09-12 12:24:22 2025-12-16 16:17:35 | author stringclasses 1
value | content stringlengths 113 36.1k |
|---|---|---|---|---|
https://mg.globalvoices.org/2018/07/29/123858/ | Hanery amin'ny hanaovan'i Frantsa ny resaka ilaina momba an'i Afrika ve ny hanihanin'ny Mondialy? | 2018-07-29T06:54:48 | Unknown | Pikantsary avy amin'ny fandaharana Daily Show iray iarahana amin'i Trevor Noah mpiantsehatra Afrikana Tatsimo sady mpanolotra fandaharana, nilazany fa ny fandresen'i Frantsa dia fandreseny ihany koa.
Nitsiky aho tamin'ny voalohany nahita ny sary-sy-soratra tamin'ny randram-baovaoko Twitter. Tsy vitan'ny hoe nahazo ny ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/28/123346/ | Tontolo iainana : Resaka rano ao Afrika Atsinanana | 2018-07-28T16:26:28 | Unknown | Fanamarihana : lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2008
Mahaliana ny blaogera ao atsimo sy atsinanan'i Afrika ireo olana mikasika ny rano tamin'ny fampiatoana ny matihanina amin'ny kalitaon'ny rano ao Afrika Atsimo, teknolojia vaovao mba hakana rano sy hamadihana azy ho azo sotroina, ary ny ”fifanenjehana amin'ny f... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/29/123345/ | Zimbaboe: Andiana fakana an-keriny politika | 2018-07-29T05:44:35 | Unknown | Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2008
Nalaina an-keriny tao an-tranony tamin'ny marainan'ny Alarobia 3 desambra 2008 i Jestina Mukoko , ilay mpanao gazety sady mpikatroka ho an'ny zon'olombelona. Araka ny tatitra maro avy amin'ny fiarahamonina sivily, isan'izay ny blaogy Kubatana, avoakana vondrona... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/27/123348/ | Kongo (RDC): Antso an-dahatsary hanao fihetsiketsehana | 2018-07-27T11:40:42 | Unknown | (Fanamarihana: Lahatsoratra nivoaka tamin'ny Novambra 2008.)
Nirehitra indray ny fifandirana ao amin'ny Repoblika Demokratikan'i Kongo : folotaona nihenjanana, ady mifanelanelana, ary ny herisetra izay namela ny marikany teo amin'ny vahoaka, izay voatery indray handositra ireo ady. Tombanana eo amin'ny 5 tapitrisa eo ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/27/123347/ | Kenya : Ny 4×4 ampiasain'ireo mpiasan'ny ONU | 2018-07-27T08:03:08 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny 2008)
Mahatezitra blaogera sasany ny fampiasan'ny mpiasan'ny ONU fiara 4×4. Mizara sary mikasika izany izy ireo ao amin'ny blaoginy, ary namorona vondrona mihitsy aza tao amin'ny Flickr, “Kick The Habit” [amin'ny teny anglisy]. Nindramin'izy ireo tamina fampielezank... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/27/123295/ | Inona no itovian'ny fanjonoana krila sy ny fitrandrahana ny hazo santal? | 2018-07-27T11:21:49 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Febroary 2009)
Araka ny fijerena azy voalohany, tsy misy itoviany ny krila sy ny hazo santal : ny iray biby an-dranomasina ary ny iray zavamaniry an-tanety. Raha maka fotoana tsara mandinika ny toe-javatra mafy iainan'ireo karazany roa ao anatin'ny karazana zavamana... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/27/123300/ | Afrika Avaratra: Fijirihana sy Famotehana tranonkalan'ireo antoko politika mpanohitra | 2018-07-27T07:17:20 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Febroary 2009)
Mihalasa lasibatra manokan'ireo mpijirika (jiolahy informatika) ny tranonkalan'ny mpanohitra ao amin'ireo firenena any Afrika Avaratra, indrindra ao Tiorkia, Libia, sy Maoritania. Tao Tonizia no nahitana voalohany ity tranga vaovao ity – atao tsy azo ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/27/123296/ | Ogandà: Fitontonganan'ny isan'ny rajakon-tendrombohitra? | 2018-07-27T06:17:12 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Janoary 20 09)
Nihevitra isika fa mbola nisy teo amin'ny 700 teo ireo rajakon-tendrombohitra miaina malalaka amin'izao fotoana izao – izay ny 336 any Ogandà avokoa – fa milaza ny fanadihadiana vaovao navoaka tao amin'ny gazetiboky New Scientist fa toa be fanantenana loatra ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/25/122817/ | Repoblika Demokratikan'i Kongo : Fahafatesan'Ilay Mpiaro Ny Zon'Olombelona, Floribert Chebeya | 2018-07-25T14:30:15 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Jona 2010)
Taona miavaka ho an'i Afrika ny taona 2010, ary tsy noho ny hoe fandraisan'ny firenena Afrikana voalohany ny Fiadiana ny ho Tompondaka Erantany amin'ny baolina kitra ihany. Amin'ity taona ity, firenena enina miteny frantsay no heverina fa hikarakara fifid... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/26/123129/ | Fahasalamana/Maneran-tany: Nofoanan'Atoa. Obama ny politikan'ny ”Global Gag Rule” | 2018-07-26T12:54:58 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Febroary 2009)
Vao tamin'ny herinandro voalohany niasany, efa nanafoana ireo fepetra politika fantatra amin'ny ankapobeny tamin'ny anarana hoe “ Global Gag Rule ”(amin'ny teny anglisy) ny Filohan'i Etazonia. Noraisin'ireo hetsika ho an'ny zon'ny vehivavy soa aman-ts... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/26/122580/ | Sao Tome-Sy-Principe : Fitroarana Tao Amin'ny Hopitaly | 2018-07-26T08:14:52 | Unknown | Ny Hopitaly Ayres de Menezes, faritra voatokana ho an'ny fitsaboana zaza, Blaogy Joãozinho Leve Leve
(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Aogositra 2010) [Rohy amin'ny fiteny paortigey] Nandritry ny volana maromaro lasa izay, lohahevitra mafana iray no naresaka tao amin'ny tontolon'ny blaogy tao Sao To... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/24/123128/ | Kenya: Bokin-tsarintany miteraka fanontaniana maro | 2018-07-24T15:21:10 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Febroary 2009)
Miady hevitra mikasika ny PNUE ( Fandaharanasan'ny Firenena Mikambana ho an'ny Tontolo Iainana ) ireo blaogera keniàna. Voalohany, mikasika ny famoahana bokin-tsarintany mampiseho ireo fiovana ara-tontolo iainana ao Kenya, ary faharoa, momba ny fihats... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/24/123057/ | Afrika Atsimo: Horakoraka taorian'ny fandavana ny visa ho an'ny dalaï-lama | 2018-07-24T07:53:28 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Martsa 2009)
Nandà tsy hanome visa ny dalaï-lama mba hanatrehany fivoriana ho an'ny fandriampahalemana tokony hiseho tao Afrika Atsimo ny fanjakana afrikana tatsimo. Niteraka horakoraka manerana ny aterineto ilay fanapahankevitry ny fanjakana, tao amin'ny Twitter ka... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/24/123055/ | Liberia: Ny fiandohana sarotra ho an'ny tontolon'ny blaogy | 2018-07-24T07:22:12 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Martsa 2009)
Sarotra ny maminavina toerana iray izay tena sarotra kokoa ny fitazonana blaogy noho ny any amin'ny firenena izay tsy misy fizarana herinaratra ho an'ny daholobe fotsiny tsotra izao [amin'ny teny anglisy avokoa ireo rohy rehetra]. Fa ireo liberiana mits... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/22/122915/ | Nosy Maorisy: Eo am-panarahana ny dian'i Afrika Atsimo mba hiatrehana ny lasany | 2018-07-22T13:34:55 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Septambra 2010)
i Afrika Atsimo no namorona ny hevitra “Vaomieram-pirenena ho an'ny Rariny, Fanarenana indray ireo traboina ary Fampihavanam-pirenena” mba hitsaboana ireo ratra nosokafan'ny politikan'ny fanavakavaham-pirazanana izay nampiharina tamin'ny 1948 hatrami... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/22/123259/ | Reunion: Mavitrika mibilaogy | 2018-07-22T04:46:28 | Unknown | (Marihana fa efa tamin'ny volana Septambra taona 2006 ny lahatsoratra teny Anglisy)
Manakaiky an'i Repoblika Demokratikan'i Kongo, iray amin'ireo tontolon'ny bilaogy mavitrika indrindra ao amin'ny firenena miteny Frantsay i Reunion, Departemanta Frantsay am-pitandranomasina miorina ao amin'ny Ranomasimbe Indiana ao At... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/22/122533/ | Italia, Tonizia: Tenina Mpifindra Monina Mikasika ny Lohataona Arabo | 2018-07-22T08:34:46 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Novambra 2011)
Nanomboka ny volana janoary 2011, niteraka andiana fiovàna maro izay nanamarika, amin'ny lafiny endrika sy vokany, ny fanoherana maneran-tany sy ny fandraisana anjaran'ny mponina ireo zava-niseho tao Afrika Avaratra. Niatrika fanarenana lalina ny kolo... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/17/122999/ | Fantaro ireo mpandresy tamin'ny fifaninanana bilaogera Kenyana | 2018-07-17T05:15:10 | Unknown | (Marihina fa tamin'ny 29 Jona 2012 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)
Ny Global Voices dia nanolotra maimaim-poana ho an'ireo bilaogera enina mipetraka any Kenya ny fahafahana nanatrika ny Vovonana ho an'ny Fampitam-baovaon'olontsotra Global Voices 2012 .
Mba hifaninanana amin'ny iray amin'ireo sehatra enina... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/20/122842/ | Mpikatroka iray ao Burkina Faso miatrika fitsarana noho ny fanehoan-keviny tao amin'ny Facebook | 2018-07-20T05:04:39 | Unknown | Pika avy amin'ny lahatsary YouTube ahitana an'i Naim Traoré manazava ny raharaha momba azy ao amin'ny Droit libre TV
Niakatra fitsarana tao amin'ny Fitsarana ady madio ao Ouagadougou Burkina Faso i Naïm Touré ilay mpikatroka sady mpanaporitsaka raharaha tsy mazava. Tamin'ny faran'ny fotoana, nitaky fampidirana am-ponj... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/16/122719/ | Oganda: Fikorontanana tamin'ny oram-pifaliana (Happy Hour), sy resaka hafa | 2018-07-16T20:19:38 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Aogositra taona 2007)
Niteraka adihevitra tamin'ity herinandro ity ilay Ogandey bilaogera sady mpanakanto hip-hop Saving a Generation Endangered (S.A.G.E.) raha namelively izy tao amin'ny fanatrehana ny Bloggers Happy Hour (BHH) ao Ogandà nandritra ny antsafa Blogging a B... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/18/123038/ | Vehivavy Afrikanina mibilaogy amin'ity herinandro ity | 2018-07-18T04:08:48 | Unknown | (Marihana fa efa tamin'ny volana Febroary taona 2006 ny lahatsoratra teny Anglisy)
Tahaka ny mahazatra, nibilaogy momba ireo lohahevitra isan-karazana ny vehivavy Afrikanina tamin'ny herinandro lasa.
Nitombo ny tranga herisetra tao Ogandà satria miomana hanatontosa fifidianana ankapobeny amin'ny herinandro ho avy ny ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/20/123058/ | Maoritania: Mpanao Gazety Iray Voasambotra, Tranonkala Mpampita Vaovao Iray Nosakanana Ary Fihetsiketsehana Iray Nofaizina | 2018-07-20T17:41:28 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Martsa 2009)
[Amin'ny teny anglisy ireo rohy]
Nosamborina tamin'ny Alatsinainy 16 martsa 2009 i Abbass Ould Braham, maoritaniana iray mpanao gazety ety amin'ny Aterineto, noho ny lahatsoratra iray izay navoakany teo amin'ny vohikala Taqadoumy . Ny Taqadoumy.com no ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/15/122270/ | Tanzania: Bodoin'i Obama Ny Tontolom-bolongana Swahili | 2018-07-15T09:45:55 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Novambra 2008)
Azo ambara ho no nibodo an'ireo blaogy swahili rehetra ny fandresena manan-tantara azon'i Obama nandritra ireo fifidianana filoham-pirenena amerikana . Ny blaogy Dira Yangu sy Fungua Jicho no nanambara ny fandresen'i Obama [amin'ny fiteny swahili], fanambaràn... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/12/122727/ | Maoritania avy amin'ny fijerin'ny artista portiogey iray | 2018-07-12T05:12:19 | Unknown | (Lahatsoratra teny anglisy nivoaka tamin'ny mey 2013)
Miaina ao Nouakchott, Maoritania, izay hanaovany hosodoko sy hamelomany toeram-pampirantiana zavakanto iray ny artista Portiogey Isabel Fiadeiro ( @Isabelfiadeiro ). Manao kisoritsoritra tantara an-tsary avy amin'ny zavatra hitany ihany koa i Fiadeiro, mameno ny bi... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/12/122729/ | Iran: Bilaogera manoratra boky momba ny fiantraikan'ny aterineto | 2018-07-12T04:16:20 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny Mey 2008)
F: Nitsidika an'i Iran vao haingana ianao. Hafa tanteraka ve ny kolontsainy? Nisy fahasamihafana tamin'izay nalainao ary an-tsaina ve, ary inona no tena fantatrao tokoa momba an'i Iran?
V: Tsy nanampoka ara-kolontsaina velively i Iran. Tena nahafinaritra mihoatra noho... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/12/122725/ | Mampiantrano ny lalaon'ny nosy ao amin'ny ranomasimbe Indiana i Madagasikara | 2018-07-12T03:03:41 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy nivoaka tamin'ny volana Aogositra 2007)
Manomboka ny Lalaon'ny Nosy Ranomasimbe Indiana ao Madagasikara ary mientanentana momba izany ny vahoaka.
Harinjaka manome antsika sahady ny sombin'izay mety hitranga rehefa mody:
“C’est parti pour le 7 ème Jeux des îles de l’Océan Indien (JIOI). La ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/12/122791/ | Bilaogeran-dahatsary manerantany nifaninana hahazo ny BOBs (fizarana I) | 2018-07-12T03:19:25 | Unknown | (Marihina fa tamin'ny 28 Oktobra 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)
Nisafidy mpifaninana miisa 176 ho an'ny sokajy 16 samihafa ny BOBs tamin'ny fifaninanana isan-taona izay nokarakarain'ny Deutsche Welle ho an'ny famokarana amin'ny aterineto toy ny bilaogy, rakipeo ary bilaogin-dahatsary. Ao amin'ny soka... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/09/122510/ | #NoToSocialMediaTax: Miaraha amin'ny Global Voices hanohitra amin'ny alalan'ny tweetathon ny hetra fampiasana media sosialy ao Ogandà anio 9 jolay 2018 | 2018-07-09T06:01:43 | Unknown | Afisy tweetathon #NoToSocialMediaTax avy amin'i Innocent Amanyire / @NinnoJackJr
Miaraha lalana amin'ny ekipan'ny Global Voices Afrika Atsimon'i Sahara ( @gvssafrica ) amin'ny tweetathon — hazakaza-tsioka lavitr'ezaka ao amin'ny Twitter — amin'ny fiteny maro mitaky ny hamaranana ny fampandoavan-ketra ny [fidirana amin... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/09/122611/ | Milaza ny Ogandey hoe #NoToSocialMediaTax fa manambaka ny vehivavy, ny tanora ary ny mahantra io | 2018-07-09T10:33:12 | Unknown | Ogandey mijoro manohitra ny hetra vaovao atao amin'ny media sosialy sy ny Mobile Money (Vola am-pinday).
Nanomboka tamin'ny voalohany jolay 2018 ny governemanta Ogandey nampandoa sara 200 shilling ogandey (0,05 dôlara amerikana) amin'ny fampiasana media sosialy, ka niteraka fanamelohana henjana avy amin'ny Ogandey. Ra... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/09/121418/ | Arabiska: Bilaogera Iray Nosamborina.. Mbola Misy 1000! | 2018-07-09T05:02:39 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Novambra 2006)
Toy ny tsy misy ny herinandro tsy misy olana ho an'ireo Ejipsianina sy ny bilaogerany ka maka ny jirobe vrtoaly ao amin'ny tontolontsika.
Tamin'ity herinandro ity, tsy misy afa tsy ny Ministry ny Kolotsaina Ejipsianina Farooq Hosni , izay nanakiana n... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/09/122624/ | Hampisy hantsana nomerika bebe kokoa eo amin'ny lahy sy ny vavy ity hetran'ny media sosialy ao Ogandà ity | 2018-07-09T12:35:24 | Unknown | Diabem-pihetsiketsehan'ny vondronasan'ny vehivavy tamin'ny Jona 2018 tao Kampala, Ogandà. Saripikan'i Katumba Badru, nahazoana alalana.
Tamin'ny voalohany jolay, nampiditra ny hetra fandoa isan'andro amin'ny fampiasana media sosialy sy ny sehatra fampitan-kafatra i Ogandà, amin'ny filazana fa — araka ny tenin'ny Filoh... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/11/122644/ | Tabataba be ao Zimbaboe | 2018-07-11T04:09:13 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny Febroary 2007)
Maro ny adihevitra tao Zimbabwe nandritra ny herinandro lasa. Resabe tsy misy dikany, izany no misy. Ny fivoarana lehibe indrindra amin'ny vaovao navoakan'ny firenena dia i Gideon Gono , governora mampiadihevitra ao amin'ny banky foiben'i Zimbabwe izay namoaka fan... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/08/121419/ | Manjavona Indray ny Mpitoraka Blaogy ao Etiopia | 2018-07-08T12:54:30 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Novambra 2006)
Efa fanindroany indray tamin'ity herinandro ity ary tao anatin'ny fito volana no nanjavonan'ny ankamaroan'ireo blaogera ao Etiopia tsy ho hita eo amin'ny efijerina solosaina Etiopiana.
Voasakana avokoa ireo tranonkala rehetra nampiantranoan'ilay seha... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/08/122430/ | Afrika: “Hope Raisers”, “Da Bomb”, Hip Hop Swahili & Zimfest | 2018-07-08T10:36:12 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny Marsa 2007)
Tao anatin'ny 4 herinandro hatramin'ny lahatsoratro farany tato amin'ny Global Voices, be dia be ny hetsika notantarain'ireo bilaogera eo amin'ny sehatry ny hira Afrikana. Ity sombiny kely amin'ny ampahany amin'izany hetsika izany.
Hira avy ao amin'ireo faritra maha... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/08/122558/ | Kenya : Maurine, Miaina Miaraka Amin'ny VIH no Sady Mpikatroka Ao Amin'ny Fikambanana “Repacted” | 2018-07-08T08:16:11 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Oktobra 2011)
[Rohy amin'ny teny anglisy]
Amin'ny alàlan'ny fampiasàna ny “Magnet”, tarika mpanao tantara an-tsehatra, mba hisarihana ny fahalinan'ireo mponina, ary indrindra fa ny tanora, amin'ny fanaovana tantara an-tsehatra mampiseho ny zavamisy marina manodidin... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/07/122539/ | Vohitra Ségou : Fahendrena Anatin'ny Ohabolana Bambara | 2018-07-07T14:00:40 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Novambra 2011)
Feno fahendrena betsaka any anatin'ireo ohabolana nentindrazan'ny “bambaras”, araka izay soratan'ilay bilaogera Oumar Dembélé avy ao amin'ilay tetikasa tohanan'ny “Rising Voices Ségou Villages Connection” ao amin'ny bilaogy Ségou Infos :
Raha tsy eke... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/07/122548/ | Antomotra ny Fifidianana ao Mali, Maivana ny Tombana Ho An'ny Fepotoam-piasàna Voalohany Nitondràn'i Ibrahim Boubacar Keïta | 2018-07-07T18:45:43 | Unknown | Ny filohan'ny repoblika maliàna, Ibrahim Boubacar Keïta, tao amin'ny parlemanta eoropeana tao Strasbourg, sary an'i © Claude Truong-Ngoc / Wikimedia Commons
Iray volana latsaka mialoha ny fihodinana voalohany amin'ny fifidianana izay ho filoha maliàna , ivon'ny fifanakalozan-dresaky ny rehetra ny fanombanana izay zav... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/06/122376/ | Inona indray ny lahatsoratra nahasarika ireo mpamaky Global Voices tamin'ny herinandron'ny 25 Jona – 01 Jolay 2018? | 2018-07-06T04:56:24 | Unknown | Sary avy amin'ny mpisera Flickr Jocelyn Kinghorn. CC BY-SA 2.0
Mikaroka, manoratra, mamoaka lahatsoratra, ary mandika tantara ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices amin'ny tanjona hanohanana ny zon'olombelona sy hananganana ny tetezam-pifanakalozana manavatsava firenena, kolontsaina ary fiteny.
Tsy mamoa... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/07/122526/ | Teny : Famokarana Sarimihetsika Amin'ny Teny Afrikàna | 2018-07-07T05:18:40 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Novambra 2011)
( Amin'ny teny anglisy ny rohy rehetra ato anaty lahatsoratra )
Ny famoronana sarimihetsika amin'ny teny afrikàna dia hanetsika indray ireny teny ireny, handrindra azy, hamerina azy ireny sy hisoroka ny fanjavonany, hahafahana ihany koa mitrandraka n... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/07/122228/ | Manoloana ny fahafatesana nateraky ny herisetra manerana ny firenena, mitady fiarovana tsara kokoa ny Nizeriana | 2018-07-07T05:30:50 | Unknown | Sora-baventy miantso diabe ho any Aso Villa, toeram-piasana sy trano fonenan'ny filoha Nizeriana, ao an-drenivohitra Abuja, mba hanoherana ny famonoana tsy mitsahatra any Nizeria, jiona 2018.
Tamin'ny 23 Jiona 2018 , nanafika tanàna 11 ireo lehilahy mitam-piadiana ary namono olona maherin'ny 200 teo akaikin'i Jos, ren... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/03/122212/ | Angola : Nesorina tamin'ny lisitra maintin'ny Vondrona Eoropeana ny zotra an'habakabaky ny firenena | 2018-07-03T04:21:52 | Unknown | (Lahatsoratra ôrizinaly nivoaka tamin'ny aogositra 2009)
Rehefa nitsahatra nandritra ny roa taona , nokinasa hanomboka indray tamin'ny voalohany aogositra 2009 amin'ny alalan'ny Boeing 777-200ER ny sidina mampifandray an'i Luanda an'i Lisbonne voalohany ataon'ny TAAG . Nanomboka ny sidina fanaony mankany Eoropa indray... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/05/122133/ | Tafakatra ambony dia ambony mampanahy ny tahan'ny fampijaliana ankizy aty Madagasikara | 2018-07-05T05:44:48 | Unknown | Enfants Malgaches par Yves Picq – CC-BY-SA-3.0/ zaza malagasy avy amin'i Yves Picq
Hatramin'ny nisian'ny fanaovan-tsonia tamin'ny taona 1991, dia nanamafy ny ezaka nataony hanatanterahana ny Fifanarahana momba ny Zon'ny Ankizy i Madagasikara. Nanomboka tamin'ny taona 2004 ka hatramin'izao dia namorona tambajotra mihoa... |
https://mg.globalvoices.org/2018/07/02/122196/ | Nidina an-dalambe am-pilaminana ny Ogandey ho fanoherana ny famonoana olona manao ho lasibatra ny vehivavy | 2018-07-02T05:28:01 | Unknown | Ogandey manohitra ny fitomboan'ny famonoana sy fakana an-keriny vehivavy. Saripika: Katumba Badru, nahazoana alalana.
Hatramin'ny taona 2015, farafahakeliny 42 ny isan'ny vehivavy Ogandey nisy naka an-keriny, tapatapahana ary vonoina ao sy manodidina an'i Kampala, renivohitr'i Ogandà ary ny atsasak'izany tao anatin'ny... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/27/122070/ | Inona no novakian'ireo mpamaky ny Global Voices nandritra ny herinandron'ny 18 – 24 Jiona 2018? | 2018-06-27T17:40:50 | Unknown | Sary avy amin'ilay mpisera Flickr, Hermann Kaser. CC BY-SA 2.0
Mikaroka, manoratra, manitsy, ary mandika tantara ao anatin'ny iraka hanohana ny zon'olombelona sy hananganana tetezam-pifankahazoana mihoatra firenena, kolontsaina ary fiteny ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices.
Tsy mamoaka lahatsoratra fo... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/28/122093/ | Ela niandrasana, nahazo fankatoavana ho ara-dalàna ny fikambanana LGBT tokana ao Angola | 2018-06-28T04:51:29 | Unknown | Mpanohana ny fikambanana Iris Angola. Saripika: Iris Angola, nahazoana alalana.
Nankatoavin'ny minisiteran'ny fitsarana ho fikambanana ara-dalàna rehefa niandrasana dimy taona tao amin'ilay firenena ny Iris Angola, iray amin'ireo fikambanana vitsy aty Afrika sady hany tokana misy ao Angola ho an'ny vondrom-piarahamoni... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/27/122034/ | Sodana: Mitantara ny fomba mampahonena nisamborana azy ilay mpikatroka an-tserasera | 2018-06-27T12:11:32 | Unknown | (Marihina fa tamin'ny 27 Martsa 2009 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)
Nosamborina nandritra ny bemidina tao an-tranony ny alin'ny 5 Martsa 2009 ary navotsotra ny 11 martsa ilay mpikatroka an-tserasera Sodaney sady mpisolovava Abdel Hakim Abdel Rahman Nasr.
Voatazona izy ora vitsy monja taorian'ny nanehoany... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/22/121357/ | Port Harcourt: ny ‘setroka mainty matevina’ ao an-tanàndehiben'i Nizeria | 2018-06-22T05:38:47 | Unknown | Pikantsary avy amin'ny Fanentanana #StoptheSoot (Atsaharo ny setroka) tao Port Harcourt, Nizeria
Efa hatry ny ela no saron'ny setroka mainty matevina, miaraka amin'ny vovoka ary mampidi-doza ny fahasalamana izay atahoran'ny olona fa hanimba ny fahasalaman'ny mponina an-tapitrisany na mihoatra i Port Harcourt, foiben'n... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/21/121039/ | Kibera: Mampahafantatra Bebe Kokoa An'ireo Vondrom-piarahamonina Voahilikilika | 2018-06-21T02:20:30 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jolay 2012)
Ity lahatsoratra ity dia ampahany iray avy amin'ny fiarahamiasa tamin'ny Global Voices sy ny Map Kibera ary ny Map Mathare nandritra ny Fihaonamben'ny Global Voices tany Naïrobi tamin'ny jolay 2012
Lahatsoratr'i Leila Nachawati Rego
Nandritra ny Fihaonamben'ny... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/22/121752/ | Inona indray ny lahatsoratra nahasarika ireo mpamaky Global Voices tamin'ny herinandron'ny 11 -17 Jona 2018? | 2018-06-22T05:13:32 | Unknown | “Ianao ve ianao, Ianao ihany ianao. Iza ianao” Sary avy amin'ny mpisera Flickr Eden, Janine ary Jim. CC BY 2.0
Mikaroka, manoratra, mamoaka lahatsoratra, ary mandika tantara ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices amin'ny tanjona hanohanana ny zon'olombelona sy hananganana ny tetezam-pifanakalozana manavats... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/20/118753/ | Lahatsary Mampiharihary ny Mombamomba Ny Ankizy Miaramila | 2018-06-20T15:28:54 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Oktobra 2006)
Raha nahita ireo torolàlana ho an'ity Vohikala ity ianao, dia ho fantatrao fa misy karazana horonantsary izay tsy havoakanay ato mihitsy , sy ireo toe-javatra manodidina ny fakàna lahatsary manokana, izany dia midika fa tsy hisy na rohy amin'izany aza. Miresak... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/19/121299/ | Olana goavana ny fako plastika ao Oganda | 2018-06-19T05:47:21 | Unknown | Sary iray mampiseho ny loto sy ny fako plastika any ambanivohitr'i Kampala. Sary avy amin'i Enno Schröder. CC BY 2.0
Nankalazaina tamin'ny 5 jona ny Andron'ny Tontolo Iainana Manerantany , toy ny fanao isan-taona hatramin'ny taona 1974. “Reseo ny fandotoana Plastika” no lohahevitry ny taona 2018 – antso manokana hanao... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/22/121668/ | Tanzania: Fisamborana bilaogera noho ny hosoka tamin'ny sarin'ny filoham-pirenena | 2018-06-22T04:27:08 | Unknown | (Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Jiona 2009)
Nosamborina tao Tanzania ilay bilaogera sy lazaina fa tompon'ny bilaogy, Ze Utamu (zeutamu.com).
Hatramin'ny omaly [18 Jona], mandeha ny fifanakalozan-dresaka ao amin'ny tambajotran-tserasera Tanzaniana Jamii Forum. Nandefa vaovao sy ny sarin'ilay bilaogera n... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/15/121031/ | Kibera : Ireo Vehivavin'ny PowerWomen Manohitra Ny Fitsaràna Ivelany Ny SIDA | 2018-06-15T05:12:20 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jolay 2012)
Anisany fiarahana miasa amin'ny sehatry ny asa fanaovana gazetin'ny olom-pirenena ity lahatsoratra ity “ Asa fanaovana gazety an'ny Olom-pirenena Miaraka amin'ny Map Kibera mandritra ny Fihaonamben'ny GV “.
Tao anatin'ny fandaharanasan'ny Fihaonambe 2012 an'ny ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/19/121548/ | Maoritania: Voatazona tany am-ponja ilay mpanao gazety Hanevy Ould Dahah | 2018-06-19T03:34:54 | Unknown | (Marihina fa tamin'ny 15 Janoary 2010 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)
Tamin'ny volana Jona 2009, ny tranonkalan'ny Global Voices Advocacy no voalohany nitatitra fa nosamborina noho ny fanehoan-kevitra tao amin'ilay tranonkalan'ny mpanohitra Maoritaniana elatra ankavia Taqadoumy izay notantanany ilay mpanao... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/16/121404/ | Madagasikara: Iza ireo kandidà lehibe ho filoham-pirenena? | 2018-06-16T05:37:06 | Unknown | Fifidianana eto Madagasikara an-torohain-tsary nataon'i Madatsara
Tsy maintsy mandeha mandrotsa-bato hifidy izay ho filoham-pirenena mialoha ny fotoam-pahavaratra, izany hoe alohan'ny oktobra 2018 farafahatarany, ny Malagasy. Izany no fanapahan-kevitry ny Fitsarana Avo Momba ny Lalampanorenana (HCC) hamaranana ny fanj... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/16/121303/ | Manakatontranonkala ireo miahy tena malaza ao Tanzania fa antomotra ny fanombohan'ny “fampandoavana hetran'ny bilaogera” | 2018-06-16T05:01:30 | Unknown | Tahaka ireo bilaogy miahy tena marobe sy pejy media sosialy, nanakato-tena ihany koa ny Jamii Forum , tranonkalam-panehoan-kevitra sady tranokalam-baovao mahaleotena malaza indrindra ao Tanzania ho fitsinjovana mialoha manoloana ny “hetran'ny bilaogera” hihatra atsy ho atsy.
Tamin'ny 15 jiona 2018, tsy maintsy misorat... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/14/121308/ | Inona no novakian'ireo mpamaky ny Global Voices tamin'ny herinandron'ny 4 ka hatramin'ny 10 Jiona 2018? | 2018-06-14T04:35:37 | Unknown | “Vakio.” Sary tao amin'ny Flickr avy amin'i Jesper Sehested sy TheDyslexicBook.com . CC BY 2.0
Mikaroka, manoratra, mamoaka lahatsoratra, ary mandika tantara ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices amin'ny tanjona hanohanana ny zon'olombelona sy hananganana ny tetezam-pifanakalozana manavatsava firenena, ko... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/06/120647/ | Ny Andavanandron'i Afrika: Ny Fiainana Andavanandro An-tsary, Manerana An'i Afrika | 2018-06-06T08:23:29 | Unknown | (Fanamarihana: nivoka tamin'ny febroary 2014 ity lahatsoratra ity)
“Angon-tsary iray momba ny fiainana andavanandro manerana ilay tanibe, manisy tsindrimpeo amin'ireo zavatra mahazatra sy ny mahavantana. Amin'ny maha-mpanao gazety izay niaina na nandany fotoana betsaka teo amin'ilay tanibe, hitanay fa tsy dia miparita... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/10/121013/ | Tonizia: Mpianatra mpikatroka mitokona tsy hihinan-kanina mba ho tafaverina hianatra ao amin'ny oniversite indray | 2018-06-10T11:41:23 | Unknown | (Tsara ny manamarika fa efa tamin'ny volana Marsa taona 2009 no nivoaka ny lahatsoratra teny Anglisy)
Toniziana 158 sy ny naman'izy ireo avy amin'izao tontolo izao no mitokona tsy mihinan-kanina mandritra ny tontolo andro androany (26 Martsa) ho firaisan-kina amin'ireo mpianatra dimy izay nitokona tsy nisakafo nanombo... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/07/120864/ | Madagasikara: mbola mijoro ny bilaogera na dia teo aza ny andiana toe-javatra mampalahelo…. | 2018-06-06T21:39:59 | Unknown | (Marihina fa tamin'ny 23 Febroary 2007 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)
Arahabaina ny rehetra,
Ity no lahatsoratro voalohany tao amin'ny Global Voices . Tsara vintana aho ary tena faly fa afaka mizara aminareo ny fomba fijerin'ny tontolon'ny bilaogy malagasy. Indrisy anefa fa nampalahelo ny vaovao avy taty... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/14/121148/ | Ny fiovan'ny toetrandro aty Afrika: Feo avy any Kenya sy any am-pielezana | 2018-06-14T03:45:36 | Unknown | (Marihina fa tamin'ny 19 Aogositra 2007 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)
Navoakan'ny The Economist , NPR sy ireo vaovao hafa ny ampahany tamin'ny adihevitra momba ny fiovan'ny toetr'andro aty Afrika. Ato amin'ity lahatsoratra fanokafana ho an'ny vaovaon'ny tontolo iainana ity dia mamaky sy mandre ireo feo r... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/11/121061/ | Fanakonam-bolana nanome aingam-panahy ireo bilaogeran-dahatsary | 2018-06-11T18:31:04 | Unknown | (Marihina fa tamin'ny 8 Martsa 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)
Nampiseho fanakonam-bolana tanteraka ny lahatsary avy amin'ny firenena samihafa, raha toa ka sendra tsy nahita izany ianao na raha mbola mahatsiarotsiaro indray ilay fotoana. Niseho ny 20 Febroary ilay hany fanakonam-bolana hitantsika ny t... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/06/118752/ | Voafonja Roa Tsaroan'ireo Blaogera Etiopiana | 2018-06-06T07:10:30 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Septambra 2006)
Nipoitra avy amin'ny tontolombolongana Etiopiana ny fanomezam-boninahitra ho an'ireo lehilahy roa voafonja tao anatin'ny tapabolana farany.
ET Wonqette avy amin'ny blaogy Weichegud ET Politics no tonga niaraka tamina sary iray mampahonena mikasika an'i Ato ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/06/120790/ | Inona indray ny lahatsoratra nahasarika ireo mpamaky Global Voices tamin'ny herinandron'ny 28 mey-03 jona 2018? | 2018-06-06T05:04:42 | Unknown | “Iza ianao?” Sary avy amin'ny mpisera Flickr Mayr. CC BY 2.0
Mikaroka, manoratra, mamoaka lahatsoratra, ary mandika tantara ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices amin'ny tanjona hanohanana ny zon'olombelona sy hananganana ny tetezam-pifanakalozana manavatsava firenena, kolontsaina ary fiteny.
Tsy mamoaka... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/02/120479/ | Tsy nanana na inona na inona lasa maherifo nikoizan'ny rehetra | 2018-06-02T11:07:22 | Unknown | Toy ny ankizy mamaky ny boky tantara an-tsary DC sy Marvel tamin'ny dikanteny Arabo tany Sodana, dia nino aho fa nisy ny maherifo ikoizana [superheroes]. Saingy tsy takatro hoe nahoana no tsy nisy tahaka ahy ireo maherifo ikoizana [superheroes] ireo na nanana tantara izay tian'ny olona tahaka ahy hotantaraina. Angamba ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/06/120768/ | Tsiky sy fihaonan'ny GV frantsay-faneno tamin'ny mey 2018 tao Lyon | 2018-06-06T05:27:31 | Unknown | Niara-nifaly izahay tamin'ny vokatry ny referandaoma tany Irlandy tamin'ny resaka fanalan-jaza. Nanavao ny fahatezeranay amin'izay manjò ny ny mpialokaloka eo amin'ny vavahadin'i Eoropa izahay, sy ny ao anatiny, nilaza ireo hetsika misy izay nandraisana anjara. Notsiahivinay ny adihevitra lehibe amin'ny teny frantsay f... |
https://mg.globalvoices.org/2018/06/01/120227/ | Goatemalà : Ireo Kômandô Avy Ao Goatemalà Nalefa Ho Toy Ny Satroka Manga Any Kôngô | 2018-06-01T12:23:50 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Novambra 2008)
[Mitondra any amin'ny blaogy na vohikala amin'ny teny Espanola ny rohy rehetra ato amin'ity lahatsoratra ity, afa tsy izay misy fanamarihana manokana]
Kaibiles no iantsoana ireo Kômandô mahabe adihevitra avy amin'ny tafika avy ao Goatemala manaraka fiofanana... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/31/120349/ | Inona No Novakian'ireo Mpamaky Ny Global Voices Tamin'ny Herinandron'ny 20-27 Mey 2018? | 2018-05-31T04:49:48 | Unknown | “Vakio.” Sary avy amin'ilay mpisera Flickr RJ. CC BY-SA 2.0
Mikaroka, manoratra, mamoaka lahatsoratra, ary mandika tantara ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices amin'ny tanjona hanohanana ny zon'olombelona sy hananganana ny tetezam-pifanakalozana manavatsava firenena, kolontsaina ary fiteny.
Tsy mamoaka ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/31/120270/ | Afrika Atsimo: Mahita marimaritra iraisana ao anatin'ny “ady ara-pirazanana” | 2018-05-31T04:25:10 | Unknown | (Marihana fa efa tamin'ny volana Mey taona 2010 ny lahatsoratra teny Anglisy)
Tsy daltoniana tokoa ny Afrikana Tatsimo. Ny efa-polo taonan'ny apartheid no niantoka fa raiki-tapisaka ao am-po sy ny sain'ny olom-pirenena maro ao Mzansi (araka ny ahafantarana ny firenena ao an-toerana) ny hevitra momba ny firazanana. Ny ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/31/120425/ | Kamerona: Fanehoankevitra Tamin'ilay Fifidianana An'i Obama | 2018-05-31T13:27:13 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Novambra 2008)
Raha afaka nizara lahatsoratra mavitribitrika tsy hay intsony hoe fahafiry mikasika ny voka-pifidianana amerikana, naleon'ny vondrona blaogy 20mai.net ao Kamerona nivoaka teny an-dalambe ary naka an-dahatsary ny fandraisan'ny tanora Kameroney sasantsasany ila... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/30/119905/ | Mozambika: Miankina amin'ny fanampiana ara-bola | 2018-05-30T04:17:24 | Unknown | (Marihana fa efa tamin'ny volana Mey taona 2010 ny lahatsoratra teny Anglisy)
Miankina amin'ny vola avy amin'ny governemanta hafa izay manome fanampiana mivantana ho an'ny tetibolam-panjakana i Mozambika, izay mahatonga ny fisian'ireo tolotra ilaina tahaka ny fahasalamana sy ny fampianarana.
Nandritra ny taona maro, ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/26/120111/ | Fijery iraisampirenena amin'ny fifidianana amerikana | 2018-05-26T04:00:58 | Unknown | (Lahatsoratra nivoaka tamin'ny oktobra 2008)
Raha mihamanatona ny fifidianana amerikana, mifantoka any amin'ny politika ivelany an'ireo kandidà ny mason'ny iraisampirenena. Misy ireo tetikasa toy ny an'ny fahitalavitra antserasera Current TV, Collective Journalism [en], sy ny an'ny Global Voices sy ny Reuters, ao amin... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/26/120098/ | PangeaDay: Lahatsary natao hanova izao tontolo izao, amin'ny 10 mey 2008 | 2018-05-26T03:48:06 | Unknown | (Lahatsoratra miteny frantsay nivoaka tamin'ny 3 mey 2008)
Amin'ny 10 mey 2008, filma 24 no halefa mandritra ny lanonana iray maharitra 4 ora. Izay hahatonga ny PangeaDay [en] ho lanonana tsy manam-paharoa ary hotontosaina amin'ny toerana enina eto amin'izao tontolo izao sy amin'ny fiteny fito samihafa. Mety ho hita a... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/26/120014/ | Afrika : Ndao Resahana ny Fifidianana Ao Etazonia | 2018-05-26T03:23:32 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Oktobra 2008)
Mazava ho azy fa mahaliana olona betsaka tokoa ny fifidianana hataon'ny amerikàna tsy ho ela, ary mahaliana ny ho anjara toerana raisin'ny teknolojia ao anatin'io adihevitra io. Vao haingana namoaka fampiasa iray ny The Economist, Kolejy Iraisampirenena momba ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/25/119941/ | Madagasikara: Manome Aina Indray Ny Nofinofy Amerikana i Obama | 2018-05-25T07:24:50 | Unknown | Fanamarihana: ity lahatsoratra ity dia nivoaka tamin'ny novambra 2008
Tsy isalasalàna fa tena lavitra an'i Etazonia i Madagasikara saingy maha-romotra ao koa ny tazom-pifidianana. Saintsainin'ireo blaogera malagasy sasantsasany ny antony anarahan'izy ireo am-pahalinana ny fifidianana amerikana ary ny hoe midika inona ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/24/119885/ | Inona indray ny lahatsoratra nahasarika ireo mpamaky Global Voices tamin'ny herinandron'ny 14-20 mey 2018? | 2018-05-24T07:52:27 | Unknown | Sary avy amin'i Amador Loureiro tao amin'ny Unsplash
Mikaroka, manoratra, manitsy, ary mandika tantara ao anatin'ny iraka hanohana ny zon'olombelona sy hananganana tetezam-pifankahazoana mihoatra firenena, kolontsaina ary fiteny ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices.
Tsy mamoaka lahatsoratra fotsiny izah... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/24/119859/ | Lahatsary: Ny Andro Fanoherana Ny Herisetra Atao Amin'ny Vehivavy | 2018-05-24T12:40:16 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2008)
Fango tapadamba fotsy, an'i marysuephotoeth
Natao tamin'ny 25 novambra ny andro iraisam-pirenena ho fanafoanana ny herisetra atao amin'ny vehivavy , daty izay manamarika ihany koa ny fanombohana ny 16 andro fikatrohana hanoherana ny herisetra atao amin'ny ve... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/23/119619/ | Mitombo ny fanoherana ny tolo-kevitra varotra vangin'elefanta nalefan'i Tanzania sy Zambia any amin'ny CITES | 2018-05-23T03:51:04 | Unknown | (Marihana fa efa tamin'ny volana Febroary taona 2010 ny lahatsoratra teny Anglisy)
Elefanta simba hita ato amin'ny Valam-pirenena Hwange ao Zimbaboe, avy amin'i Terry Feuerborn
Mitombo ny fanoherana ny tolo-kevitr'i Zambia sy Tanzania mba hahazo fahazoan-dalana avy amin'ny CITES , Fifanekena momba ny Varotra Iraisam-... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/17/119651/ | Fifanakalozan-kevitra mivantana tato amin'ny Global Voices momba ny lalao nifanindrianan'i Orogoay sy i Frantsa | 2018-05-17T19:33:04 | Unknown | (Marihina fa tamin'ny 10 Jona 2010 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)
Nandray voalohany ny fiadiana ny amboara erantany amin'ny baolina kitra, izay azo lazaina fa ilay hetsika ara-panatanjahantena manerantany malaza indrindra ny kaontinanta Afrikana. Nanasongadina ny feon'ireo olom-pirenena maro nifanakalo h... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/22/119363/ | Lahatsary: Onjampeo An'ireo Vondrom-piarahamonina, Mameno Ny Banga Amin'ny Tsy fahampian'ny Vaovao | 2018-05-22T08:27:32 | Unknown | radio an'ny http://www.flickr.com/photos/roycostello/
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Martsa 2009)
Ao anatin'ny tena fanatontoloana sy efa mandroso amin'ny informatika, indraindray, mety adinon-tsika fa any amin'ireo faritra marobe eto ambonin'ny tany, na ny jiro aza tsy misy ho ampiasaina, ary ny fahaf... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/20/119683/ | Lahatsary Ho An'Ireo Jamba | 2018-05-20T07:19:41 | Unknown | (Fanamarihana : lahatsoratra nivoaka tamin'ny Febroary 2009)
Takelaka fampandrenesana an-dalambe milaza ny fisian'ireo olona marenina sy jamba eny andalana, ao Islandy, sary an'ny sillygwailosillygwailo
Ao Bolivia, Nicomedes Flores , avy amin'ny fikambanana Voces Bolivianas [ amin'ny fiteny espaniola ], fikambanana i... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/17/119473/ | Rivo-pikomiana Iray Mitsoka An'i Madagasikara Volana Vitsivitsy Mialoha Ireo Fifidianana | 2018-05-17T05:00:11 | Unknown | Ireo solombavambahoaka mpanohitra miarahaba ireo mpanao fihetsiketsehana eo amin'ny Kianjan'ny 13 Mai ao Antananarivo, Madagasikara, avy amin'i Jago Kosolosky
Ao Madagasikara, ny 80% n'ny mponina dia miaina ao anaty fahantrana amina 1,25 dolara isanandro. Eo ambony kelin'ny 65 taona ny fahelàna velona ho an'ireo mponi... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/11/119311/ | Mpisolotena Tampisaka sy Sokajy : Ny Fampianarana Teny Anglisy Erantany | 2018-05-11T12:54:35 | Unknown | Ramatoa iray mpampianatra, manoratra fehezanteny iray amin'ny teny anglisy eo amin'ny solaitrabe, manditra ny fotoana fampianarana anglisy. Kambodza. Sary: © Masaru Goto / Banque mondiale. CC BY-NC-ND 2.0
Ny 28 Martsa 2018 ity lahatsoratr'i Nicola Prentis nataony ho an'ny GlobalPost ity no nivoaka voalohany tao amin'n... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/16/119529/ | Fahasalamana: Finday Ampiasaina Ho Amin'ny Fahasalamana | 2018-05-16T07:08:29 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Febroary 2009)
Fikambanana telo mpanao asa soa no nanambatra ny heriny mba hanolotra ireo fikarakaràna mendrika indrindra amin'ny resaka fahasalamana, amin'ny alalan'ny fampiasana ireo finday sy ny informatika. Zavatra manokana katsahan'ireo hetsika teknolojia finday ireo ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/13/119370/ | Ogandà: Ny Fomba Nampiasan'ny RootIO Ny Siny Hanjary Fampielezampeo | 2018-05-13T07:09:12 | Unknown | Sary natolotra ary nahazoana alàlana ny fampiasàna azy
Tetikasa iray an'ny Wits Journalism sy ny Tshimologong Digital Innovation Precinct iarahan'izy ireo miasa amin'ny fikambanana Mpanao Gazety Momba ny Zon'Olombelona ao amin'ny Anjerimanontolo Ryerson no resahan'ity lahatsoratra nosoratan'i Tshepo Tshabalala avy ao ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/15/119354/ | Nosakanana nandritra ny enina andro ny tranonkala manara-maso ny voka-pifidianana ao Sodana | 2018-05-15T03:25:31 | Unknown | (Marihana fa efa tamin'ny volana Aprily taona 2010 ny lahatsoratra teny Anglisy)
Nakatona nandritra ny enina andro tamin'ny herinandro lasa teo ny tranonkala fanarahamaso fifidianana, Sudan Vote Monitor (Sodàna manaramaso ny fifidianana) . Nitatitra momba ny tranonkala nakatona ny Reporters Without Border ary nitaky n... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/16/118969/ | Afrika Atsimo: Eto ny amboara manerantany (Valo taona alohan'i Rosia 2018) | 2018-05-15T22:32:26 | Unknown | (Marihana fa efa tamin'ny volana Aprily taona 2010 ny lahatsoratra teny Anglisy)
Mbola eo an-dalana ny fanisa mianotra amin'ny andro miha-antomotra ho an'i Afrika eo amin'ny sehatra fanatanjahatena manerantany. Mihamitombo ny fahalianana manerana izao tontolo izao.
Nampiseho ny fanehoan-kevitr'i Danny Jordaan tamin'n... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/03/118874/ | Inona Ireo Lahatsoratra Nahasarika Mpamaky Global Voices Tamin'ny Herinandron'ny 23-29 Aprily 2018? | 2018-05-03T03:03:12 | Unknown | Sary an'ny mpampiasa Flickr Canadian Pacific . CC BY-NC 2.0
Mikaroka, manoratra, manitsy, ary mandika tantara ao anatin'ny iraka hanohana ny zon'olombelona sy hananganana tetezam-pifankahazoana mihoatra firenena, kolontsaina ary fiteny ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices..
Tsy avoakanay fotsiny ireo la... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/07/119105/ | Tontolo Iainana: Mpitoraka Bilaogy Momba Ny Angovo, Sy Ny ‘Zero Africa Rally’ | 2018-05-07T15:26:01 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Novambra 2007)
Mpitoraka bilaogy maro no niresaka tamim-pahamalinana ny momba ireo olan'ny angovo, avy amin'ny angovo nokleary, ny ‘herinaratra apetaka dia miasa avy hatrany ‘ ny “Clean Ambitions”- Faniriana Madion'ny shinoa ary ireo Foiben'ny Angon-drakitra Maitso. Na any ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/07/119009/ | Afrika Atsimo: Te hanoroka sy hanatsara tarehy i Julius Malema! | 2018-05-07T03:51:45 | Unknown | (Marihana fa efa tamin'ny mey 2010 no nivoaka ny lahatsoratra teny Anglisy)
Tsy mahagaga amin'ny fifanoherana intsony i Julius Malema , filohan'ny Ligin'ny Tanora ANC (ANCYL). Raha ny marina, maro no hilaza fa izany no tena hiezahany mafy. Heverin'ny sasany fa feon'ny tanora mahantra ao Afrika Atsimo izy. Ny hafa kosa... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/07/118997/ | Angola Sarin'ny Karnavaly 2006 | 2018-05-07T03:44:31 | Unknown | (Marihina fa tamin'ny 5 May 2006 no nivoaka ny lahatsoratra teny Anglisy)
Sary avy ao amin'ny “Tonspi” – José Silva Pinto |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/07/119055/ | Avy Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy ao Afrika Andrefana | 2018-05-07T03:30:58 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka voalohany tamin'ny May 2006)
Manoratra bilaogy ao amin'ny Africa Update ny mpianatra iray ao amin'ny anjerimanontolon'i Ghanà sady manome sarisary momba ireo fanadinana famaranan-taona ao amin'ilay anjerimanontolo.
ankehitriny, tsarovy fa ny anjerimanontolon'i Ghana dia heverina ho... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/02/118839/ | Tatitry ny Mpisera : Tao Nikaragoà, Fihetsiketsehana Niteraka Fibahanana ireo Media Sasany, Fanafihana DDoS ary ny Fahafatesan'i Angel Gahona | 2018-05-02T06:44:53 | Unknown | Hetsika an-dalambe tao Managoà, renivohitr'i Nikaragoà, aprily 2018. Sary an'ny Voice of America , lisansa Wikimedia Commons.
Araka ny nambaran'ny Ivontoerana Nikaragoaiàna ho an'ny Zon'Olombelona, 34 raha kely ireo olona maty [ES], ka 1 mpanao gazety, nandritra ireo fihetsiketsehana [FR] tao Nikaragoà tamin'ny herin... |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/02/118800/ | Sary avy any Mali: Ny fitaterana ondry | 2018-05-02T02:01:07 | Unknown | (Marihina fa tamin'ny 22 Novambra 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)
Ilay bilaogera Flickr, Johanne Veilleux , dia namoaka ity saripika nalaina tany Siby, Mali ity ary nanoratra hoe: “Eny tokoa, tena ondry ireo mifatotra eo amin'ny tafon'ny bisy ireo.” |
https://mg.globalvoices.org/2018/05/02/118783/ | Côte d'Ivoire: Iza no namono ireo vehivavy mpanao fihetsiketsehana miisa fito ? (Lahatsary) | 2018-05-02T03:04:56 | Unknown | (Marihina fa tamin'ny 8 Martsa 2011 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)
Ao anatin'ny fitantarana manokana ny korontana tao Côte d'Ivoire taona 2011 ity lahatsoratra ity.
Lasa nivadika ho nahery vaika kokoa ny fifandonana teo amin'ireo mpanohana ny mpitarika mpanohitra tao Côte d'Ivoire, Laurent Gbagbo sy Alas... |
https://mg.globalvoices.org/2018/04/30/118622/ | Feo avy any Zimbaboe-2 | 2018-04-30T20:02:36 | Unknown | (Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Oktobra 2006)
Namoaka lahatsary mandratra fo mirakitra ireo fidarohana feno habibiana nianjady tamin'ireo mpanao fihetsiketsehana sendikaly tato ho ato ny Global Voices. Hitanao eto ny lahatsoratra sy ny lahatsary.
Lasa sehatra ho an'ny fipoahan'ny fankahalàna vehivavy voa... |
https://mg.globalvoices.org/2018/04/30/118644/ | Zimbaboe: Mampahafantatra Ilay Hetsipanoheran'ny Sendikà ny DVD Iray Navoaka An-tsokosoko | 2018-04-30T18:43:54 | Unknown | (Fanamarihana : lahatsoratra nivoaka tamin'ny Ôktôbra 2006)
Tonga taty amiko ity lahatsary ity omaly alina avy any amin'i Ethan Zuckerman . Maharitra folo minitra eo ho eo, izany hoe lava nòho ireo lahatsary hafa efa nozarainay, nefa tena ampirisihiko hijery azy ianao.
Hita anatin'io ny sarin'ny mpitandro filaminana ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/04/28/118501/ | Tafika Senegaly: Mampiseho rentirenty ety anoloana, fahoriana kosa any ambadika | 2018-04-28T04:23:05 | Unknown | (Marihina fa tamin'ny 19 Martsa 2007 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)
Ao anatin'ny hatsikany mivantambantana , manasongadina ny tantara mahatsikaiky momba ny maritranon'ny foiben'ny tafika ao Senegal ny Blog Politique du Senegal mba hijerena lavidavitra kokoa mikasika ny laharam-pahamehana sy ny tetibolan'n... |
https://mg.globalvoices.org/2018/04/30/117991/ | Liberiàna Mpanao Gazety, Nosamborina , Voakapoky ny Fitakiana 1,8 Tapitrisa Dolara Amerikana Tao Anatin'ny Disadisa Pôlitika | 2018-04-30T17:00:41 | Unknown | Monrovia amin'ny alina. Sary avy amin'i Blk24ga tao amin'ny Wikimedia Commons (CC BY 3.0)
dad Miatrika fitoriana amin'ny fanalambaraka arahana onitra 1.8 tapitrisa dolara ny gazety Liberiana mpivoaka isanandro FrontPage Africa (FPA), fitoriana teraka avy amin'ny disadisan'ny fianakaviana iray mifanditra momba ny lova ... |
https://mg.globalvoices.org/2018/04/27/118360/ | Nakarin'ny fitondrana ao Angola fitsarana indray ilay mpanao gazety, Rafael Marques, nanao fanadihadiana momba ny kolikoly | 2018-04-27T05:11:48 | Unknown | Mpanao gazety Rafael Marques nandritra ny seminera tao Stanford tamin'ny volana Septambra 2016. Sary: Pikantsary tao amin'ny Youtube/Stanford CDDRL
Niakatra fitsarana indray ilay mpanao gazety Angoley Rafael Marques noho ny asa fanadihadiana nataony.
Tamin'ity indray mitoraka ity, miatrika fiampangana noho ny “faneva... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.