text stringlengths 10 11k |
|---|
Jakobson r 1963 linguistique et poétique, essai de linguistique générale, paris, seuil. Jakobson r 1963 théorie de la littérature, textes des formalistes russes, paris, seuil jakobson r 1973 question de poétique, paris, seuil. |
Nisy koa mpivady hafa samy mpiasam-panjaka, any amin’ny banky ny azy no alaina ny karama 35 isam-bolana any anefa filaharam-be foana, vola kely no alaina, nefa lany ny fotoana. |
Manaraka ny raiamandreny ny lanjan’ny fokonolona izay mbola mitana anjara toerana lehibe mandraka ankehitriny. Tompon’ny teny enti-mampandroso ny faritra izy ireo satria ny tenin’ny vahoaka, tenin’andriamanitra tsy mandeha ho azy ny fiainam-pokonolona fa manan-javatra hajaina sy ahatahorana hatrany izy. Mahatonga ny fa... |
Anisan’ny zavatra katsahin’ny mpanoratra amin’ny fandrafetana ny kanto ny fikatsahana hatsaran-tarehy tonga lafatra, ary mazàna aza dia toy ny tsy afa-po sy tsy afaka hetaheta mihitsy ny mpanoratra amin’izany. Eo amin’ny fikatsahana ny hatsaran-tarehy amin’ny tontolon’ny pôezia indrindra no ampitovian’i jean irenée ram... |
Na ny vokatry ny fikarohana ara-tsiansa, na ny fiainam-pivavahana, na ny firehen- kevitra. 25 koa alohan’ny hamakafakana ny endriky ny literatiora an-tsoratra teo anelanelan’ny taona 1945 1960, dia ny zava-nisy nanamarika io vanim-potoana io aloha no ’ndeha hohadihadiana voalohany. Hatomboka amin’ny fampahatsiahivana i... |
Ce phénomène de sous-emploi, qui constitue une nouvelle forme de chômage, traduit mieux la réalité sur le front de l’emploi. C’est le taux de sous-emploi qui représente mieux la situation du marché du travail à madagascar, celui-ci avoisine les 50 , déclare le professeur hery ramiarison, professeur d’economie à l’unive... |
Ny ohatra 88 90 kosa dia anaran’olona azo avy amin’ny vola malagasy. |
Ireo karazana fiompiana ireo dia samy mila fiomanana avokoa ny fanatanterahana azy. Hitanay fa tsy mitovy tokoa izany rehefa natao ny fanadihadiana. Tsy dia mampisy fahasahiranana ny akoho gasy raha toa ka mila fandaminana asa mipetrapetraka tsara ny fiompiana ny akoho manatodilava izay samy hojerentsika. |
Fandalinana |
Le nombre de grossesses non désirées et d’avortement peut être réduit et diminuer ainsi la proportion des fournitures d’hôpitaux et le nombre d’heures demandés au personnel pour traiter les femmes victimes d’avortement est incomplets et sceptiques. |
Naka ny sary tao mahambo fenoarivo atsinanana ny mpikaroka ihany |
Nitaiza azy ny amin’ny fanabeazana teo anivon’ny tokantrano sy ny fandefasana azy tany an- tsekoly mba hahatonga azy ho olom-pirenena vanona . |
Ny ezaka fananganana mozea |
Fampianarana ampiasana fitaovana manara-penitra. |
Hojerena ato amin ity toko faharoa amin ny fizarana faharoa ity ny endrika ivelany nisehoan ny asa soratra, ary ireo mpanoratra nirotsaka tamin ny fitadiavana ny very. 2.2.1. Ny endrika ivelany nisehoan’ny asa soratra. |
Ohatra 2 mandika kalo moana anaty vorom-potsy mody ny hira anatiko ao mandoko foana foana ny rahongaly mb’hitampody ho lanitra vaovao mandaka fahoriana anaty korataban’ny alina ny nofinofiko ao332 |
Ity tantara fotonina ny zanako i sy ii nosoratan i clarisse ratsifandrihamanana ity dia mahatanteraka ny anjara asany eo amivon ny fiarahamonina. Tsapa avy amin ny alalan izao asa fikarohana izao mantsy, fa ny soratra ny zanako dia rindra sy lamina mamolavola sy mitaiza ny tontolon-tsaina hikatsaka ny mendrika hatrany,... |
Febroary 1993 hoe ny poezia no fomba iray ampahafantarana ny tantaram- pirenena 92. Miombon-kevitra amin’izany ihany koa ireo mpanao lahabolana ireo. Noho ny fahatsapany izany anjara vaventin’ny literatiora izany, dia mba niezaka nitahiry sy nandrakitra ireny tantara ireny tamin’ny alalan’ny tonon-kira izy ireo. Misy v... |
Volabe miraraka 28-raha ianareo |
Namono, na nandratra ity olona tanako an-doha ity ary hamono ny vady aman-janako raha nikasi-tanana azy aho ary ho faty aho alohany andinganako hivoaka ity trano ity42. Ny endrika sy ny anaran’ity fianianana ity dia miova arakaraka ny toerana sy ny mponina mampiasa azy; raha ao amin’ny faritra merina ohatra dia matesa ... |
Tsy fananana fahalalana mahakasika ny zava-baovao ka andavana ankitsirano ny fandrosoana entiny ka tsy hampiharana azy. Hita taratra io fandavana io ho an’ireo tantsaha mipetraka anaty zetra, izay mbola lavitry ny fandrosoana sy tsy mifanerasera loatra amin’ny olona maro. Na eo aza ireo manda sy mifikitra mafy amin’ny ... |
Asa patmad, ceas association ainasoa -amélioration des infrastructures -octroi de 30 bancs -octroi de 30 bancs -prise en charge de la cantine scolaire pour tous les élèves du préscolaire à la classe de septième -octroi de matériels petites chaises, des tables -octroi d’équipements matériels et ustensiles de cuisines po... |
Ny olana eo amin’ny rango |
Les colonnades des pierres remplacent les poteaux de bois porteurs des verandas |
Dia jereo ny tohin’ny fiainana ho avy! |
Laha maty ’anantsika aleve o a ’olo-driake. Raha maty ny zanatsika aleveno eny amoron-dranomasina. 89. Nay ndraiky an’ny tia zaza e y. Zatovo kolahy olo mahery vola y, ao avao y tolo a ataony an’ny zaza eo fa tsy raha manao an’io avao i, e zao. Injay indray an’ny zaza iny. I zatovo koa dia tsy mety tenenina, ao ihany n... |
Eo amin’ny tontolon’ny asa, efa voasazy ve ianao sa voaroaka? Dans le milieu du travail, êtes-vous pénalisés, renvoyés ? |
Ny mpamari-toetra vavy, vehivavy kosa no ampiasaina rehefa manompa vehivavy. |
Famaranana amin’ny ankapobeny |
Mandray an-tànana ny fahasalamam-bahoaka ny fanjakana. |
Fanafohezan-teny ar ariary bacc baccalauréat bepc brevet d’etude de premier cycle cepe certificat d’etude primaire elémentaire ceg collège enseignement général csbii centre de santé de base niveauii cecam caisse d’epargne et de crédit d’agricole mutuel epp ecole primaire publique ekar eglizy katôlika romana eem eglizy ... |
Ny atao hoe olo-mandroso dia olona miaina ara-dalàna, olona afaka manovo fahalalana na mandranto fahaizana, ary olona ela velona. Ny ampifanoheriny aminy dia ny olona mahantra izay olona tsy manana ny fara fahakeliny amin’ny zavatra tokony hananan’ny olona eo amin’ny fahavelomana sy ny mihoatra izany54. Raha ampifandra... |
Dans le meilleur comme pour le pire 15 vous allez vivre dans l’expérience |
Na eo aza anefa izany, heverina fa manana ny lanjany ihany izao asa izao, satria hanampy betsaka ireo mpianatra mbola hanatevina ny fanadihadiana an’ny r. Fidimanantsoa sy ny asa sorany, hanampy ihany koa ireo hisafidy ny haitsikera ara- pahatoka amin’ny asa fikarohana. Hanampy ny mpampianatra indrindra koa amin’ny fis... |
Lisitry ny sary |
Fizarana iii handeha handro i soa ahoana ny hatairany nahita an’i sedra tao an-trano fandroana soa ou a- y! Vonjeo re! |
Azo faritana ho lahatsoratra fanazavana ny olana mitana ny sain’ny maro izy ity. Tsy fanaporofoana na fampahalalana tsotra fa fandalinana ny fandehan’ny toe-javatra. Ilaina ny fananan’ny mpanao gazety fahalalana midadasika eto, satria hazavaina miainga amin’ny fizotran’ny tantara, na ny fandehan’ny pôlitika, ny toe-kar... |
Rosnay j. , 1975, son organisation, sa pédagogie, son message reposent sur trois principes s’élever pour mieux voir, relier pour mieux comprendre, et situer pour mieux agir , p.11 |
Réponses xi 24 effectif ni fi en 1 12 60 2 5 25 3 3 15 total 20 100 source auteur, 2013 |
Teo amin’ny lafiny fitaovana mbola vitsy dia vitsy ny fitaovana teny am-pelantanan’ireo mpamokatra, anisan’izany ny teo amin’ny sehatry ny fambolena, teo amin’ny sehatry ny jono, fitaovana nentim- paharazana no nampiasaina tamin’ireo sehatra ireo. Teo amin’ny fambolena ohatra ny angady sy ny omby no tena nampiasaina ar... |
Anjara asa fampahalalana référentielle na dénotative na informative descriptive eto dia omena lanja ny hevitra ao amin’ny mason-tsain’ny olona itenenana, ka ny mpandefa hafatra dia miezaka mamantatra izay mety ho sary ao an-tsain’ny mpandray hafatra rehefa mandrafitra ny hafatra. Araka izany, ny mpandefa hafatra dia ts... |
Haimah miteny irery mety ilay tratra hariva teo am-panasan-damba mihitsy |
Hita avy hatrany ny hafalian’i di raha nandre izany fahavononan’ny taranaka hitolona izany. Tsy nihambahamba izy fa dia nitsodrano. Manentana kosa izy ny mba hisian’ny fiaraha- mitolona, fifanentanana, fifanampiana. Idro ny tsodrano afafiko lehiroa! Et voice ma ébédiction mahaleova! Mahalasana! Saingy izao puisse-tu av... |
Mounin g , la communication poétique, p.42 ce qui fait la force de l’image, c’est sa vitesse de transmission |
Botsaiky, eo dia mikatso, 27 aogositra 2007, ton 70, tak 76, boky i. |
Année universitaire 2017-2018 |
Ny kisary aseho amin’ny alalan’ny andalana fohy sy lava |
Taranja hanadinana tokoa any amin’ny baccalauréat ny eps ka tsy maintsy nasiana ora 2 isan-kerinandro anaovan’ny kilasy tsirairay izany. Fehiny natao mitovy avokoa ny lafin-javatra nohadihadiana tamin’ireo sekoly telo ireo mba hanamora ny fampitahana. Tsapa taorian’izany àry fa samy manana ny maha izy azy izy ireo. Tsy... |
Ny fiompiana ahazoana vokatra ao anatin’ny fotoana fohy no ambara amin’izany, izany hoe, iray ka hatramin’ny enim-bolana ny faharetan’ny fiompiana atao, toy ny akoho amam-borona, ny kisoa sns. Samy misy ao an-toerana avokoa izy ireo, fa ny fiompiana ondry sy osy kosa dia tsy mbola misy aty hatramin’izao; tsy misy anton... |
Ratrema. W, e. D. A un écrivain à la charnière de deux mondes , p 31 tout en défendant la pureté de la langue malgache, e. A a enrichi son langage en traduisant presque littéralement des expressions étrangères. 39 taterin-dratrema w, e. A un écrivain à la charnière de deux mondes, p 31 |
Lyra , mazava atsinanana , col euterp- zicmu, 119tak |
Françoise-raison jourde journal des africanistes, année 1992, volume 62, numero 1 fitampoha, fête du bain des repliques royales |
Anisan’ireo singa tsy maintsy jerena amin’ny fandinihana ny endrika ivelan’ny tononkalo ny rima. Ny rima moa dia fiverenan’ny feo amin’ny fiafaran’ny andalana. 305 tafiditra ao anatin’ireo fomba anehoan’ny mpanoratra ny heviny amam-pihetseham-pony amin’ny endrika kanto ny rima. Saika mitovy avokoa ny feo hatreo amin’ny... |
Rakotomalala, rado sy ny fanantenana araka ny hita ao amin’ny dinitra, zo, sedra, mémoire de capen ,1996 49 z. Randja, in vainafo tononkira, ambozontany fianarantsoa, 1968 50 pasitora samoela georges, fampianarana mozika amin’ny solfa, tak.3 51 r. Rajoelisolo, op. Cit. |
Antony iray naharesy tanteraka an’i madagasikara teo anatrehan’i frantsa izany. Antony hafa nahalasa zanatany ny nosy koa ny fisian’ireo malagasy sasany izay nijoro ho mpamadika, nifandray tendro tamin’ny vahiny. Rasanjy |
Maro ireo karazana bibikely manimba ny fambolena ao an-toerana toy ny fano, ny valala, ny ramerina, ny karakara. Ireny bibikely ireny dia miteraka fihenana sy fahasimban’ny vokatra tokony hiakatra. 3.1.2.2-ho an’ny fiompiana |
Tao amin’ny lmm |
Ireo singa mifamatotra amin’ny asa soratra mifototra amin ny fanadihadiana tononkalo moa ny asa fikarohana. Koa tsara raha hojerena ireo singa mifamatotra amin izany. Tsy inona izany fa ny atao hoe poeta, poezia, ary ny kanto ao amin ny poezia. |
Izy, efa sahy nijoro tamin’ny fampanjakana ny rariny sy ny hitsiny teo amin’ny fiarahamonina nisy azy. Ny fampidirana azy rehetra tamin’ny sekolim-pinoana, fanitarana ny ambaindain’ny finoana efa narahiny sy namolavolan’ireo ray aman-dreniny azy. Tsy nijanona tamin’ny androm-pahazazany fotsiny ny fianarana nataony, sat... |
Teny avy amin’ny lakroa |
Mitovitovy amin’ny tao amin’ny kilasy faharoa ihany , amin’ny ankapobeny, ny paikady nampiasain’ireto mpampianatra ireto. Nisy ihany anefa ireo lafin-javatra vitsivitsy niova nandritra ny fampianarana. |
Teny lavalava voalahatra sy voarindra atao eo imason’ny olona tafavory no amaritan-drajemisa raolison ny kabary 28. Saika misy fitenenana toy izany ny ankamaroan’ny havoriana, na an-kasoavana izany na an-karatsiana. Ary anisan’ny mampiavaka ny hira gasy ny fisian’ny kabary ao anatiny. Karazany roa no hita ao ny kabary ... |
Evolution historique brièvement ci-après la progression de la constitution de l’asa 1990 création de la commission sociale du cifm par le frère jacques tronchon franciscain, docteur en histoire, alors maître-assistant à l’université d’antananarivo et aide à l’accueil des premières familles sans-abri hébergées par le co... |
Fomba iray haningorana ny fon’ny mpihaino ny famaliana ny teniny. Sady fanajana azy izany no fanatsarana ny fifandraisana aminy. Tsy lazain’ny mpiventy mivantana izany. Tamberin-pehezan-teny isaky ny andalana faharoa no lalaoviny amin’izany ao amin’ny kv1 andal 7 13 mihoraka ianareo tsiroanomandidy miteny manambara man... |
Andraso kely fa hiara-dalana e na mani a anay malala a ny vahiny mintina nahafehy vala e e e malala e mintina my fa narahi-maso e e e hody aho zany e andraso kely fa hiaram-bola na mani a anay malala a dia ma araha |
Goavana 76 koa raha tiana hiorim-paka ny fandrosoana dia ilaina ny fototra araka izao lazain’ny mpandalina fiainam-pirenena izao lavitra ezaka anefa ny tolontsika, koa tsy maintsy atomboka dieny izao, satria ho antsika mpiara-belona ankehitriny ary ny taranaka izy. Alatsaho ary ny vato fototra 77, ary io ilay fampandro... |
Ny vanim-potoanan’ny fahavaratra dia azo lazaina betsaka ihany ny rotsak’orana satria manodidina ny 2000mm eo ho eo ny rotsak’orana. 1-1-5-ny foto-piveloman’ny olona tany mamokatra tokoa i faratsiho satria dia tany volkanika ary mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny toe-karena malagasy. Araka izany dia ny fambolena s... |
Dans les fonctions du contrôleur interne, le respect des lois et règlements joue un rôle très important. Il assure la fiabilité et la sincérité des informations financières. C’est une notion plus large que le respect des lois, règlements et contrats de la norme 2110. A2. En effet, les directives englobent naturellement... |
Decary r m urs et coutumes des malgaches. Edit payot. 1952 paris.280 pages. 1958 l’habitat à madagascar, imprimerie marrimpouey jeune p a u, 79 pages. 1962 la mort et les coutumes funéraires à madagascar, paris maisonneuve et larose, 301 pages, |
Fiainan-pianakavian’i miaro. Notovonan’ny mpanoratra fanovana endri-javatra avy amin’ny fanafoanana ny oharina, dia ny fahoriana izay tsy eo. Io oharina io anefa no tena foto- javatra tiana havoitra, fa lazainy fotsiny hoe haizina ny fahoriana mianjady amin’ny fiainan-dry miaro manontolo anefa no tiana hasongadina. Mat... |
Tsy hoe vitsy na tsy ampy lanja ireo lahabolana hany manandratra sy mamelo-maso ary mitahiry ny maha malagasy efa nohadihadiana tany aloha, fa ny kabary am-pianakaviana no tsapa fa miavaka eo amin’ny tontolo misy azy. Koa ndeha hozaraina telo miavaka tsara ny asa ka toy izao izany ao amin’ny fizarana voalohany no hanom... |
Andriamatoa davidradoson, 58 taona, bén’ny tanànan’anororo, fanadihadiana natao tamin’ny 14 novambra 2016 tamin’ny 03 ora hariva, tao amin’ny lapan’ny tanànan’anororo. |
Vorondra mena nisitrika am-pasy. Forinao mena nipala an’ny basy. |
Raharimanga, raveloarimanga, rakoto- ratsimamangy albert |
Niraisan’i h. Morgan sy i e. Tylor fa zavatra sady tsara fototra no mivoatra ao amin’ny olombelona ny kolontsaina. Very ireo ambaratonga telo napetrak’i h. Morgan rehefa nivoatra ny fikarohana momba ny haiolona ary, vokatr’izany, nekena ny fisian’ny kolontsaina marolafy. |
Isaorana izy |
Richaudeau, op. Cit. Tak.3, pas d’illustration sans ses références , tak. 90 |
Kabary fanazavana ny anton-draharaha |
Fitokonana atao fitakiana ny fahafahana ho satria mantsy mamy ilay fahafahana ka nikarokaroka izay lalan- kitsoahana. Maro ireo antoko mpanohitra nitarika ny tia tanindrazana hitokona. |
Ao amin’ny va dia velon-tahotra mandrakariva ireo mponin’i rantabe noho ny fahafantarany ny lazan’ilay vazimban’ambato izay tsy lavitra azy |
Raharijaona, 1980. Ny fandroana heviny sy tantarany, in revio hiratra n 2. Stlrm, tak 93-172. Randriamarolaza, 1979. Ny vintana sy ny tendry , in revio hiratra n 1, stlrm, tak 155-244 goetz, martelet. 1971. 1991. Coutumes ancestrales et anthropologie chrétienne. Ronéoambositra. Instat. Cahie epm |
Mbola vitsy ny nanao fikarohana momba ny hiram-pivavahana, amin’ny maha-literatiora an-tsoratra azy. Ny maro dia nandinika ireny ara-teolojia ihany, ka eto amin’ny sekoly ambony manara-penitra antananarivo na e. N. S dia azo irotsahana tsara izany amin’ny haiteny na stylistique hamaranana ny fiofanana nadritra ny dimy ... |
Amadou hampaté bâ, 1980 vie et enseignement de tierno bokar, le sage de bandiagara, coll. Points sagesses, editions du seuil, paris, 182p |
Eo amin’ny lafiny vontoatiny |
Olana natrehina tamin’ny fanatontosana ny asa sy ny vahaolana noraisina |
Mpitantara fa mba nanao ahoana i mino sy meja ? Nody i tsiry nitantara tamin’i mino, tsotra ny teniny raha tsy hohalavaina ny volan’ny mpanana dia ranomason’ny mahantra. Nikasa hamonjy ny nifanapa-tsinay taminy i tsiry, ka asa nanao ahoana ny fihaonany ? Nalahelo i voahangy, nahatsiaro i vony, eny na i tsiry aza saingy |
Asan’ny mpampinatra asan’ny mpianatra fanontaniana valiny 1 mitantara trangan-javatra fohy nipetraka teo ambony fandriana ny baibolin’i neny. Reraka avy nilalao i naivo ary avy dia nidaboka teo am-pandriana, ka voatsindriny tao ilay baiboly. Tazan’i neny fa voatsindriny ao ilay izy, ahoana ny fibedesany an-janany? |
Ohatra 3 mbola tononkalo nosoratan-drabenja salomon, mitondra ny lohateny hoe manimanitra ihany no hojerena and 1 manimanitra an’i neny ny alahadiko mifoha ato anatin’ny ririnina, sady indray miloloha santan-kiram-pibebahana, dia injay ilay feon’i neny, tsy voagejan-drangolahy mbola feno tambitamby. Avy sy maniraka ahy... |
Ankapobeny momba ny voambolam-pizahoana |
Tao amin’ny td 9 raha teo amin’ny fitsapam-pahaizana, dia nisy ihany ny nampanaovin’ny mpampianatra, saingy fanadihadiana lahatsoratra. Tamin’ny fanadinana niombonana, izay nokarakarain’ny sekoly vao nisy ny famakafakan-kevitra; ary izany no hotaterina eto. Toy izao ny laza adina famakafakan-kevitra tamin’izany hoy rak... |
Ireo iray tampo rehetra nifanohana mandrakariva na eo aza ny tsy fitoviam- pijery izay tena maha iray tampo antsika satria samy nomena fanomezam- pahasoavana araka ny tandrifiny avy isika ny tompon’ny boky navalona satria ny akora avy taminao no nanompananay ny asa fikarohana ny fianakaviana, ireo tapaka sy namana, ire... |
Mankasitraka tompokolahy, mankatelina tompokovavy! |
Mpampianatra manana traikefa sy fahalalana, ary mpampianatra afaka hanabe ireo zaza malagasy. Amin ny asa fikarohana antrôpôlôjia dia misy karazany telo ny toe-javatra tsy maintsy anaovana safidy voalohany, ny safidy eo amin ny lohahevitra. Faharoa, ny safidy eo amin ny toerana. Fahatelo ny teôria sy ny fomba fiasa. Ho... |
Razafitsalama tari-dalana hoenti -manadihady ny finoana sy ny fomba malagasy , ispm tak 2 |
Tanamasoandro 15 febroary, 1926 5 sept 1927 |
Raha aravona ireo voalaza ireo, dia sasin-teny fanombohan-dresaka tokoa ny kabary vakisehatra sy ny lohahira, ka azo atambatra tsara ho fampidirana amin’ny anjara fampisehoana ataon’ny tarika iray. |
Inona no tombontsoa tsapanao amin’ny fanaovana fanontaniana sy valiny ? |
Fafana laharana iv anisany namborahan’ny mpanoratra ny fihetseham-pony manokana ny lohateny lava. Ohatra ao amin’ny hoe tsy tantiko izany185 tsy tantiny ny mahita ireo mpiray tanindrazana aminy novonoina sy notifirina. Hoy izy tsy rariny izany kanefa nahoana |
Alin’ny ririnina any an-tany lavitra any ndrao ho ngoly mantsy ianao ianao, tsy foiko mba handao 382 |
Miangavy mitaraina o ! Ry lanitra banjino sao hilofika ny aina ka mba ombao sy mba fihino. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.