text stringlengths 10 11k |
|---|
Fetra ka ialahy tsinona tonga dia manindry ny efa voatsindry, ka naleoko tsy niteny. |
Tantely no mandriaka ho lefy hatreo ny vahona |
Fafana faha 7 fanovozan-kevitra avy ao amin’ny baiboly baiboly tonokalon’i eliza freda tononkalon’i samuel ratany genesisy 1 1 mino aho, and 1, in va1, tak. 114 |
Ahaizan’ny mpianatra mamaly fanontaniana, mipaka hatrany amin’ny fahasahiana mandray fitenenana ihany koa. Matetika tokoa mantsy ny mpianatra dia tsy mahay na tsy sahy miteny sy maneho hevitra loatra noho ny tsy fahaizana mamaly fanontaniana. |
Voambolana milaza fotoana |
Ny andro fahiny, tsy hita intsony! Soa ! Ts’isy tsiny ! ’lay andron’ny fo tena tsotra irony tsy nisy tavela nindaosin’ny ela ry fahazazana! Tsy maintsy nafoy, lahy, ny hakantonao na dia nahatamana tsy maintsy nialana tao aminao no tsaroana ho mamy ny faitran’ny vahoana, tao aminao na dia kikan-tomany dia tsy mba nandra... |
Antony 2 raha kely ny isan’ny hira vokany 2 raisina ny vola |
Weber w. Jean pierre, genèse de l’ uvre poétique, op. Cit il semble qu’il existe un rapport essentiel entre le thème et sa vie, son déstin. Tak.507 9 sainte-beuve, portrait littéraire, edmée de la rochefoucauld, ed. Universitaires, paris, 1964 entrer en son auteur, s’y installer, les reproduire dans les aspects divers,... |
Koa na dia vanim-potoana maromaro aza no nodiavin’ny literatiora an- tsoratra malagasy, dia io vanim-potoana io no niantefan’ny safidinay noho ireo antony efa voalaza teo ireo. |
Dia ny fitiavana miredareda lohahevitra |
Naroso teo ny tononkalo isan’ny maha poezia ny poezia, nefa tsy poezia ny poezia raha tsy kanto ny asa soratra alohan’ny tena ijerena ny fanadihadiana ny fomba nanehoan-dratsimba georges ny fanabeazana dia tsara raha faritana fohifohy ny mikasika ny atao hoe poezia samy manana ny fomba famaritany ny atao hoe poezia ny ... |
Andriamaharo, petit brochure, faha- 45 taonan’ny havatsa upem, fiombonam-pitolomana, tak. 8, and. 2 |
L’animateur assure les rôles suivants ? Responsable de l’information, de l’animation et de la sensibilisation ; ? Appuyer l’encadrement des parties prenantes ; ? Jouer l’interface entre le projet et les bénéficiaires ; ? Assurer l’atteinte de l’objectif du projet ; ? Motiver les bénéficiaires. |
Voici ci-après les grandes dates marquantes de l’a. S. A 1992 mise à disposition de la cifm au profit de l’asa du domaine saint-françois dsf dans la région de l’itasy 1994 publication d’une enquête socioéconomique et anthropologique sur les sans- abri à antananarivo |
Saholy rakotonanahary miserasera amin’ny hafa mpanoratra tia miserasera amin’ny hafa amin’ny alalan’ny fifandraisana mivantana, toy ny fifampiresahana, ary ny fifandraisana tsy mivantana, toy ny famakiana ny asa soratry ny hafa i saholy rakotonanahary. Porofon’izany ny fankafizany ireo karazana asa soratra maro novokar... |
Anarana ravonintsoa |
Ambalamirary 5 19 |
Ny fitadiavana ny marina iombonana, ifanarahan’ny mpiara-belona, ilay antsoina hoe rariny ihany koa no vahaolana aroson’i ran e manaraka eto momba ny ady amin’ny rafi- pitondrana v a tak 20 dia ilay rariny katsahina, katsahin-drahalahiko rahalahy manantena , manantena hazavana , hazavana anaty haizina , |
Ny endrika ivelan’ny boky |
Mitokana eny ivelany. Raha tsorina dia efa manomboka ny fivelarana sy fandrosoan’ny sekoly eo amin’ny lafiny foto-drafitrasa 1.2.1.3. Ny momba ny mpianatra |
Eva ifanarahana |
Koa tokony ho efa voadinika ny fehezanteny tsirairay ao anaty lahatsoratra. Hoy ireo mpamolavola ny fary mamy t12 ao amin’ny sasin-teny boky sy horonan-gazety maro no novakina sy nandaniana andro, nandaniana ron-doha ary navadibadika mba hifantenana izay mendrika ny hodinihina sy hitaizana ny saina amam-panahy ao amin’... |
Boky tantaran’ny e. K. A. R. Paroasy md josefa mahamasina, 130 taona, 54p. |
Mpanoratra tanora sy vao misandratra izy, ary miezaka manara-dia ireo andrarezin’ny asa soratra malagasy , toa an-dry i j. J. Rabearivelo. Hita eo amin’ny halalin’ny hevitra arosony izany mpanoratry ny vanim-potoana ihany koa ny mamatonalina, ka tsy mitsahatra mandrakitra an-tsoratra izay miseho amin’ny lafim-piainana ... |
Ho an’i nampoina kosa dia tononkalo efatra no ahitana izany ; dia vintana va 32, ry alina va 37, vetso va 38, solon-tena va 40 |
Andry andraina,2000, mitaraina ny tany, librairie mixte, antananarivo, tak. 137 |
Et mes parents, édit i. A. Tananarive, 151 tak |
Amin’izay ataony rehetra fa tsy ho sanatria hanetry ny voninahitra efa lolohavina na andraraka ilo mby an-doha izay ilay antsoin-dratsimba georges hoe lehilahy mananatra ny ray izay miantefa mivantana any amin’ny saina ny teny ambarany, ny kapoka mamela takaitra amin’ny vatana ary tsaroana foana raha sendra voadona. Ir... |
Fafana 3 ny karazam-paika azo ampiasaina |
Misy karazany maro ny fomba entina mitantara ny tranga mandrafitra ny tantara foronina, mety miara-miseho ny toe-javatra tantaraina sy ny fotoana fitantarana, ny toe-javatra efa lasa no tantaraina amin ny fotoana ankehitriny, sady misy fifandrifian ny fotoanan ny tantara sy ny fotoana fitantarana, no misy ny toe-javatr... |
Sary 9 ecran mibotsin-damosina sary 10 ecran fisa-damosina |
Notafihan’ny dahalo tamin’ity indray mitoraka ity, fa ny trano fonenany. Nidiran’ny dahalo an-tsokosoko tao ity raim-pianakaviana ity, ary dia novonoiny. Marihina moa fa tsy tao ny vady aman-janany tamin’io fotoana io. Izy irery ihany no niatrika ny fanafihana. Tsy nisy nivoaka ny iray tanàna. Ny antsy teo akaikin’ny f... |
Rakotonjanahary l ny sahan’i jehovah. Imprimerie sosaiety 1975 madprint. Rue hugues ralesahala antsakaviro. Antananarivo. Décembre. Tak 45. |
Solo misefosefo torana izy pasitera? Mitomany mafy ny manjo pasitera. Ny vadin ny tena demoniaka, ny fianakaviana nandao avokoa, ny fahafaham- baraka manginy fotsiny |
Zanak’ondry sasatry ny lalana ka mitampify eo ambanin’ny hazom-boay hiakatra sakanan’ny tsilo, hijanona toran’ny hafanana. |
Ny fomba nanatanterahana ny asa fomba maro no nampiasaina mba hahatanteraka ny asa ny vaky boky boky teorika sy fikarohana efa vita ny fanatonana tranom-boky sy tranom-bakoka ny fifampiresahana tamin’ny olona mahafantatra ny mpanoratra ny fampiasana ireo teoria sy lalantsaina maro ny fiainoana ny famelabelaran-kevitra ... |
R2 ny anjara asan’ny mohara |
Vera manokatra ny fo manazava ny saina manambony ny fisainako |
La marge bénéficiaire mesure l’aptitude de l’entreprise à vendre avec une marge bénéficiaire taux de profitabilité , la vitesse de rotation de l’actif ou des capitaux mesure la capacité de l’entreprise à engendrer des chiffres d’affaires. |
Atombohy ny paikady, f’aza ilaozana mivazo ampy izay ny hevi-petsy sy vahaolana malazo 25 raha tsy izany dia izao ny otriky ny ferinay sy ny herin-tsandrinay tatazo. R. Coft, 07 02 13, fanamby |
Nifototra tamin’ny fambolena sy fiompiana ny asa fiveloman’ny malagasy hatrizay, ary hatramin’izao, indrindra ny eny ambanivohitra. Ilana herim-batana ireo sehatr’asa ireo, satria fahiny dia tsy nisy fitaovana maoderina ampiasaina toy ny hita ankehitriny. Teo anatrehan’izany, hita fa miankina amin’ny hamaroan’ny olona ... |
Ankoatra izany dia eo ihany koa ny tononkalo manana endrika hainteny, na 3.1.3.6- ny tononkalo manana endrika hainteny sy sôva. |
Ohatra 18a. Tsy mahatratsy ahy ry. A.9 18b. Tsy mahatratsy ahy rireo. Mpisolo manondro olona tokana ny ry, raha mpisolo manondro olona maro kosa ny rireo. |
Fizarana iii ny nandokoan’i lyra ny fitiavana ao amin’ny boky mitatao vovonana mitaky fahaiza-manao sy fiangaliana manokana ny fomba fanehoan-kevitra ao anatin ny asa soratra. Dingana iray tsy maintsy lalovana amin ny asa fikarohana ny famantarana izany. Zava-dehibe ny fandinihana ny teny ampiasain ny mpanoratra io no ... |
Ity rivotra mitopy |
Miantefa amin’ny tanora eto ny hafatra ka hanehoana fa mahataka-davitra ny ray aman-dreny tsy toy ny tanora izay tanora fanahy dia ny hevitra arosony no ezahany hotakarin-janany. Fomba fitaizana malagasy tokoa ny tsy mivantana amin’izay atao fa andrasana ilay tenenina no hahatakatra ka ho tonga saina, sy hanao sinton-k... |
Ny momba mpianatra sy ny mpampianatra |
Misy amin’ny varatra no nomena anarana manaraka ny toetoetran’ny biby, tahaka ity aseho manaraka ity. Ndremandadirambo ndre mandady rambo no teny telo mamorona azy. Ny mahazatra ny sofina sy saika fantatry ny maro dia ny fiantsoana azy hoe rambon-danitra tsy maintsy arahina rivo-mahery hatrany izany ary io no mialoha l... |
Boky i tak 48 |
Ragly ma maty aho leisy a ! Maty aho. Lety ratsim a ! Agh ! Agh. |
Tsy fahafahana fanadinana izay mitarika amin’ny famerenan-taona. Samy hojerentsika ny mikasika ireo rehetra ireo. |
Nanjary angaty ririnina heviny ilazana ny toetry ny vehivavy mampakateny. Izany hoe mbola tsy vita na inona na inona nefa miara-mipetraka amin’ny lehilahy. |
Asiniony 4 jolay 1997 |
Fafana 3 fampitahana ny tantara an-tsehatra sy ny sarimihetsika |
Fehiny boky manana ny maha izy azy sy manana ny mampiavaka azy amin’ireo boky fampianarana hafa, araka izany, ny boky fary mamy, kilasy famaranana. Boky azo anovozam- pahalalana izy, noho izany. |
Ambodiriana |
Na dia samy mahalala an’andriamanitra aza dia misy ny manao tsinontsinona azy; ary misy ny manaja sy matahotra azy. Ny olona izay matahotra an’i jehovah dia mandeha araka ny fahamarinana, fa ny mpaniratsira kosa dia minia mivily manalavitra izany fahamarinana izany. |
Eo amin’ny sehatry ny ankohonana tsikaritra ao amin’ny tononkalo ineny 231 io sarin-teny io. Ineny ilay tsy leo maneho fo mangotraka ineny ilay fitaratry ny saina mahalefitra amin’ireo mahantra tsy manana hatoraka raha ny ankohonany misedra tany efitra |
Dictionnaire malgache-français, ambozontany, antananarivo. 876p. |
Ce qui compte, c’est de savoir ce que fait un personnage, quelle fonction il remplit , 1973, p.133. |
Ho renoka, ry lahy! |
Vokatry ny famakian’ny mpanoratra zandriny ireny asa soratra romantika ireny dia hita taratra tany amin’ny asa sorany ny alahelo. |
Teny famaranana |
Tonnage relève, de loin des pommes de terre, suivit par le manioc, le paddy riz n’arrivant qu’en troisième position alors qu’il occupe la plus grosse proportion de terrains cultivés, soit plus du tiers de l’ensemble constitué par les principaux produits. Au niveau de produit de culture, le ma s arrive en tête, en terme... |
A3 ny niandohan’ny olombelo |
Toa nahomby izany tetiky ny mpanjanatany izany raha ny zava-misy aty aoriana no jerena. Zary neken’ny mpitondra sy ny vahoaka mantsy ny hampiasana ny teny frantsay ho teny enti-mampianatra. Hoy ry rakotozafy harison sy ny namany tsy miafina koa etsy andaniny ny politikan’ny fanjakana frantsay izay firenena matanjaka sy... |
Ny fomba fiteniny |
Araka ireo, dia nisy ny ora nifanindry, ka ny fomba nataonay mpanadihady, dia nanontany nialoha ny mpampianatra amin’ny asa izay hataony, ka izay hita fa mahakasika ny asa fikarohana atao no novonjena tamin’izay fotoana izay. Na teo aza izany, dia tsy maintsy nijery ny kahien’ny mpianatra hatrany izahay, mba hanamarina... |
Dadabe angaha moa ianao tojo amin izao roapolo taonanao izao raha tsy 5- nisy ny fiainana nivadibadika tsy maintsy natrehintsika mianaka? |
La dimension poétique est aussi véhiculée dans germinal. Mais avant, il est indispensable de connaître la définition de la poésie. Comment définir cette notion un peu complexe ? D’emblée il faut souligner que nous pouvons avoir nombreuses définitions. Premièrement voyons l’étymologie de ce mot poésie ceci va nous perme... |
Toy izao ny drafitra nitondrana ny asa ao aminrny fizarana voalohany no ahitana ny momba ny boky fampianarana aminrny ankapobeny. Topy maso amina boky vitsivitsy maneho ny tantaranrny literatiora an-tsoratra malagasy ny boky lovako sy boky fary mamy kilasy famaranana, ary ny boky lagarde et michard, taon-jato faha-19 k... |
Ny anjely no monina any am-paradisa. Manantena ny hivantana any amin’izany toerana fonenan’ny anjely izany izy rehefa handao ny tany. Raha tsy efa manakaiky ilay toerana, anefa, tsy afaka ny hihaino ny feon’ny anjely mihira nampiasainy ny teny hoe anie , ao amin’ny hoe ho henoko an-dalan-kalehako anie , izay milaza fan... |
Maromaro no hifindra, nefa tsy ny ny fisarahana vokatry ny baiko azo mba hampisy fanavahana, no misintona ny saina, mampandresika ao anaty, fa ny rakitry ny ampitso izay fonosinao ry daty |
Voambolana avy amin’ny tontolo malagasy anisan’ny mbola mahakanto sy tsy mahalefy laza ny literatiora malagasy ny fampiasan’ny mpanoratra ireny voambolana avy amin’ny tontolo malagasy ireny. Mitahiry ny harentsain’ny firenena mbamin’ny vakoka malagasy izy ireny, ka tokony hotandrovana hatrany mba tsy ho verivery foana.... |
Andriamalala ed ilay vohitry ny nofy, tranom-piritintim-pirenena, antananarivo, 1972. Ny fanagasina, librairie mixte, antananarivo, 2004, tak 59 fofombadiko, librairie mixte, antananarivo, 1999, tak 222 |
Andraso re mba hiaraka, lalana iraisana tsy aleo miaraka? |
Fanamarihana tao anatin’ny faran’ny taona mihitsy no nahafaty ity tovovavy kely ity, maty tsy tra-drano notsindrian’ny tamboho teny androhibe izy ny 31 desambra, tokony ho |
Tena mafy izao ry neny nefa moa atao ahoana ny hany sisa herinay ny manaiky sy misaona. |
Mouvement de la négritude fironan-tsaina niaro sy nampakatra avo ny kolontsain’ny mainty hoditra |
Manana mpampianatra 27 ny lisea mahitsy 75 izay miantoka ny fanatanterahana ireo taranja 9 ao anatin’ny fandaharam-pianaran’ny ambaratonga faharoa. Na dia sekolim-panjakana aza no resahina dia tsy mbola mpiasam-panjakana avokoa ny mpampianatra miasa ao amin’ny lisea mahitsy. Ny 16 amin’izy ireo ihany no mpiasam-panjaka... |
Somondrarany v. Sanlinely. |
Tanjona ara-pahalalana fahafahana mivelatra eo amin ny tontolo manodidina fahafahana mitsikera, misaina, mandalina, mamakafaka fahafahana manohana ny hevitry ny tena ary tsy manilika ny hevitry ny hafa izay mariky ny fanana saina mivelatra. |
Rado iny mbola tazako iny, tsy maintsy misaoty eto koa aho! Ity fitoerana rideau ity entiko sady v? Izy izany, soa fa talentako tsara ny manakivilivily azy itony, na ilay hazo na ilay v? Lasa izao! Misy zavatra midoboka io fa misaoty tamboho. Oadray izany hakingany! Tsy vaovao amin’izany koa ny at? E! Hop là! Midoboka ... |
Ii- cadre d’etude la région du vakinankaratra et la région de manjakandriana |
Vehivavy 8 lehilahy 3 3 antananarivo 2 antananarivo 3 |
Ny antony iarovana ny maha-izy ny tena |
Fiarahan izy roa, hono, ny fianarana dia natsahatra ny teny ankatso 177. Nampanantena koa izy fa hoentiny hovadiana any an-dafy i mino kanjo roa volana talohan ny hahavelomany, lasa ilay vazaha! Tsy fantatra izay nalehany fa dia tsy niverina intsony. 178. Simba tanteraka ny fiainan’i mino; ny fianarana nafoy, ny olona ... |
Raha ny teny amin’ny fampianarana ambony indray, dia niharihary ny fiangarana teo amin’ireo mpianatra ho mpitsabo, dia ireo izay teny amin’ny oniversite sy ireo izay teny befelatanana izany. Nambara fa natao hitsabo ny ety an-tanàn-dehibe ireo eny amin’ny oniversite, ary natao hitsabo ny eny ambanivohitra kosa ireo niv... |
Mikorontan-dava misary ho angano dia ity firenena tsy mety milamina omeo fanafodina sangodim-panina! |
Landsheere, op-cit, ce sont les élèves qui prennent l’initiative, le prof stimule, propose un choix, demande une recherche personnelle, apporte une aide demandée par l’élève p.48 95 dottrens r. , 1964, tenir sa classe, édition française, france. Manque de discipline et d’ordre. Il ne sait pas retenir l’attention de ses... |
Zamany e e e e |
Ranjatohery harilala |
Rajoelisolo ch bulletin de l’académie malgache, l’origine et 1958 l’évolution de la poésie contemporaine malgache , imprimerie officielle-tananarive- dépot légal avril 2ème trim 686-60 tt 331- 341 |
Raha jerena maika ny momba ny mpanoratra dia ireto toe-javatra ireto no misongadina olona mpitsoa-pahana any an-tanin’ny nofy izy ireny. Olon’ny vinany sy ny faniriana ka mangetaheta lava tsy manam-piafarana. Azo lazaina ho olon’alahelo , vonton-dranomaso, olon’embonembona sy tia mamisavisa ny zavatry ny lasa, ny hita ... |
Fizahan-takila |
Nampian’ny mpanoratra fampitahana izany tamberina izany eto. Ampitahainy amin’ny volamena ny fihaonana eo. Ny fampitahana eto izany dia hanehoana amin’ny mpamaky ny hasarobidin’ny fihaonan’izy roa lahy ireto. Tsy ary ho voatanisa eo avokoa akory ny zava-drehetra tiana holazaina hany ka izay tena nanaitra ihany no voala... |
Ny fiompiana akoho amam-borona ny tokantrano tsirairay avy dia ahitana fiompiana akoho avokoa ary ny sasany amin’ireo no ahitana fiompiana vorona vitsivitsy araka ny karazany avy toy ny gana, gisa, dokotra, nataon’ny mponina ho toy ny vadin’asa ireny fa tsy miantoka ny fivelomana akory. Amidy eo amin’ny tsenan’i talata... |
Na zava-mahadomelina, na teny mamohehitra tsy mahataitra intsony ny horonan-tsary ahiditra mampianatra herisetra tsy misy fitandroana tsy nasiana sivana, tsy misy na fepetra fa izay no fandrosoana |
Th rlhy m, m, a, ! N, wnl r o l mtint rr, d id ppa f11nrlf’-rl n0, ui ! N ill ft , ’ lif, o for ad r, nt irlc pr-, ! R’. C! ’.11 1 baseline reportfoplran uk by kit. Final report. , amsterdam kit, 2012. 20 page elspeth etjhajyotsna ed. , exploring the bias gender stereotyping in secondary schools. , londres sec, etarlat... |
Ravindahasa tokony hiaraka, ny fomba fandaharana sy ny fa aihana15. Zava-dehibe ihany koa ny rary noho izy azo atao fanomezana ; fahita izany amin’ny famadihana na amin’ny fanambadiana, sns. Ny temitra16 no tena fanome amin’izany, misy koa bazary na satroka. Indraindray dia ahitana soratra amin’ireny rary ireny ka fira... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.