text
stringlengths
10
11k
Loharano birao psdr à fenerive-est
Fehiny ilaina amin’ny fahazoana ny lesona ny fisian’ireo lahatsoratra samihafa ao anaty boky, ka tsy tokony hataon’ireo mpamolavola boky fampianarana ho ambanin- javatra. Endrika iray azo itsarana ny boky izany. Noho izany, ny singa rehetra ao anatiny dia mila fantenana tsara sy tandremana avokoa mba ho tena haren- tsa...
Sahala raha isika mitovy siasia, ary izany indrindra no zary hafanana tonga nampamika atodin-karajia kotrehin-tsambisamby henemana omaly
Fampitana hafatra am-bava raha am-bava no ampitana hafatra dia ilaina betsaka ny fahaiza-mikirakira ny feo mba hahasarika sy hahaliana ny olona ka hihaino ny zavatra ambara. Anisany tokony hotrandrahana amin’izany ny fahafehezana ny feo, ny lantom-peo, ny hafainganam- pitenenana, ny hamafin’ny feo zavatra tsotra nefa m...
Fetra menatra aho ka! Sady mihevitra aho fa raha mangataka dia hahazo tokoa, saingy tsy maintsy hamerina izany, ka naleoko tonga dia nangalatra! Noheveriko manko, fa tsy ho hitanareo velively akory izao fahabangana izao raha oharina amin’ny vola miditra aminareo, ary mety tsy ho voatsikaritrareo akory izany! Kanjo moa ...
Ohatra 2 tononkalo nosoratan-drabenja salomon, mitondra ny lohateny hoe fehezam- boninkazo and 1 mipitrapitra foana giazam-pahatsiarovana, ny masonay miremby ilay salovanao. Malomalok’ila ny andro izay lalovana, ka kotsan-dranomaso hatrao anaty ao ndeha hatao kisary tsotra ny tian’ny mpanoratra hambara amin’ny hoe salo...
Matetika miteraka voka-dratsy manimba zavatra maro ny fitiavana diso tafahoatra. Ny vatana indrindra indrindra no tena lasibatra amin’izany, araka ny voalazan’ny mpanoratra hoe rehefa tena miaina io fitiavana io dia resy, adala, simba ireo, ny voka-dratsy mety hahazo ny olona voabaikon’ny fitiavana diso fiantefa. Nahat...
Ny hasin’ny tanindrazana
Gazety filazam-baovao vaovaom-pirenena, vaovaom-paritra hanaitra ny vahoaka hanana fijery tsy miangatra hanazava amin’ireo izay voan’ny tsindry hazolena fa tokony hiray hina izy ireo hanohitra ny tsy rariny ka tsy hamela hanjaka ny adin-tsaranga sy ny adim-poko tsy mitera-bokatsoa
Hifanaraka amin’
Va tak 156 ; and 4 ; andl 11 175 va tak 146 ; and 5 ; andl 18 176 va tak 35 ; and 2 ; andl 10 177 va tak 8 ; and 5 ; andl 12
La faible hausse du chiffre d’affaires nous savons qu’à partir du tableau n 16, la produc tion de l’exercice n’a pas augmenté que 0,39 cela est vérifié par la communication insuffisante, autrement dit, le manque de la publicité. Ainsi, la valeur ajoutée va diminuer parce que le chiffre d’affaires n’a pas augmenté propo...
Vavolombelon’i jehovah
Tsinjoko amin’izato endrika isalorany fa misy olona andrasany tsy sasatra mijery ilay famantaranorany amin’ny dimy sasany hoy ny feon’ny molony ren’ny eritreritro! Tsy mahita akory ny zotran’ny fijeriko mifantoka amin’ny volony samy teo izahay samy hoe niandry izy angamba miandry ny iavian’ilay malalany izaho koa mba l...
Ma tak 48-49 nony nanao azy i andry dia tena tsy fantatra intsony fa niova hatramin’ny famindrany .
Mananikia mananika
Peyroutet c 1998
Mazoto ve ianao manao ny .
Eny tsia tsy azo tiliana ny mamantatra
Ii-3-2-2 ny fampiasana ny mpanondro mipetraka aorian’ny anarana faritany ny mpanondro. Ohatra 1 fedha hii haiwatoshi hawa tsy ampy ho azy ireo ity vola ity. Mashamba yale yanapendeza mahafinaritra ireo tanimboy ireo ny mpanondro hii ao amin’ny sokajy m mi-, manondro ny akaiky, amin’ny endrika maro no mpanondro mamaritr...
Ao ambanivohitra ao misy tany karankaina, 30 miverena! Miverena! Hoy ny feony mitaraina, mba todiho ilay salema sao ho nenina any aoriana, fa miandry anao ankehitriny ilay ela nijaliana.
Ny fanomezan-kasina ny lavabato sy ny do ao bejiro hatrany am-piandohana ka hatramin’izao dia miaina ao anatin’ny finoana ny olona. Samy manana ny zavatra inoany ny olon-drehetra. Tao amin’ny fiaraha-monina izay nanaovana fanadihadiana no nahafatarana fa noho ny fahazoan’ny razambe fahasoavana sy ny fitenenan’ireo hery...
Lahy sy vavy mpanabe elève maître alaotra mangoro 181276 4618 39 amoron’i mania 146341 3693 40 analamanga 270065 7040 38 analanjirofo 227788 5400 42 androy 162589 2965 55 anosy 114930 2331 49 atsimo andrefana 248811 5257 47 atsimo atsinanana 208362 4040 52 atsinanana 240986 5420 44 betsiboka 54353 1302 42 boeny 92797 2...
Sary 15 ny toby kilasimandry namboarin’ny ong aide et action
Sàna sanasàna dàka dakadàka izany hoe, ny fiverenana faharoa amin ilay fototeny no mitondra ny tsindry ka miankina amin iny ny ahafantarana azy na mingadona na tsia ilay fototeny.
Vola zavatra inona?
Isehoan’ny herisetran’ny fasana. Nahafahana nanakatra avy hatrany ny tsy fiatohan’izany herisetra ataony izany, izany hoe nahafahana naneho ireo toetra ratsiny tsy hay tanisaina. Tsy ny poeta mpikambana ao amin’ny faribolana sandratra ihany no manondro ny fasana ho loharano iavian’ny fahafatesan’ny poeta fa ao koa i je...
Nihalo nanala fitafiana
Mention usages, savoirs et competences en contexte multilingue parcours formation d’enseignants
Soa tsotra fotsiny ry i koto a! Tokana ny lalana mankany amin ny paradisa; 490- noho izany anjaran ny olona no mitady, mikaroka ny fomba rehetra hahatongavana any
Abinal et malzac sj
Adiresy ambatomaro antananarivo mpitarika ratrema william
Ofscr organisation faitière de la société civile rurale opci organisme public de coopération intercommunale opf organisation paysanne faitière pali partenaires limitrophes pib produit intérieur brut ptf partenaires techniques et financiers
Va tak 5 ; and 1 ; andl 1 9 and 5 ; andl 57-60 125 va tak 110 ; and 2 ; andl 5 8 and 6 ; andl 17-20
Isaorana toraka izany koa ireo iray tam-po, ny havana sy ny fianakaviana tsy mahafoy, nanampy betsaka anay tamin’ny fanatontosana ny asa ary nankahery anay tsy ho kivy na hiraviravy tanana teo am-pihatrehana ny sedra aman’olana maro nifanehatra taminay. Samy ho ambinin’andriamanitra amin’izay rehetra atao anie ianareo....
Toko voalohany tantarain’ny mpanoratra ato ireto ny fanondrotan-toerana an’i tsiry teo amin’ny asa, ny fihatsaran’ny fifandraisany tamin’ingahy aziz, ny fiovan’ny fomba fiainany sy ny fisainany , ny fampanantenana azy halefa any maorisy.
Fafana 16 tahan’ny mpianatra mampiasa finday.
Raha miolotra amin’ny habetsahan’ny mpianatra dia azo ambara fa tena malalaka ny sekoly ambatondratsira raha ny tokontany filalaovan’ireo mpianatra no jerena. Ahitana trano fianarana roa ao ka ny trano fianarana voalohany izay eo avaratra atsinanana, misy efitra roa no niorina voalohany teo. Ny trano fianarana faharoa ...
Raha fintinina izay voalaza rehetra tato amin’ity fizarana fahatelo momba ny fomba fanoratry ny mpanoratra ary ny mpamaky sy na mpihaino ity, dia azo lazaina fa niezaka naneho ireo tononkirany tamin’ny fomba kanto i abel ratsimba. Hita sy tsapa izany tamin’ny fomba fanorany. Raha ny endrika ivelany isehoan’ireo tononki...
J’’-’’1-1’1-1i. , ’, n , ’. ,
Anisan ny manamarika ny akora katsaka ihany koa ny produit cosmétique na huile de ma s cosmétique izay miaro amin ny fikojakojana ny tarehy mba tsy ho simba alohan ny fotoana. Mikarakara ny endrika amam-bika ny vokatra vita amin ny katsaka.
Indray harivan’olo-mody fotoana fohy tsy hitampody nefa mahafehy ny fianana, n y heriny, tsy azo isainana ka mamela antsika hiray ho doria mandrakizay ! 08-11-88
Hita ao koa ny sary sary faha-04 natao tanana sady miloko, ao amin’ny takila faha-44.
Ohatra faingoka faingopaingoka
Fomba nentin’ny mpanoratra hanehoana amin’ny mpamaky, fa mitovy lanja avokoa ny fiteny maro hita eto anivon’ny riaka, amin’ny fananganana zavakanto. Iray ihany ny teny malagasy, satria azon’ny olona ihany ny tiany hambara, izany hoe mifankahazo volana ny mponina rehetra eto, io anefa, no fomba ilazan’ny mpanoratra ny z...
Pression bar p f s f force dan s surface cm2 force dan f p s p pression bar s surface cm2 volume litres ou dm3 v s c 10 s surface cm2 c course m surface de poussée cm2 surface de tige cm2 surface de traction cm2 sp p 2 0,7854 st t 2 0,7854 s sp-st p diamètre piston cm t diamètre tige cm vitesse de vérin hydraulique m s...
Jo andrianasolo
Zahao rabary mpitandrina- daty malaza boky 2, tak.109 na daty malaza 2004, tak.692
Mitoe-pitiavana tak 76 nisy fetra ny fahasahiany ka tsy vitan’ibako ny namely hoe mitoe-pitiavana ny tena marina! Ny andrasana mitoe-jaza avy amin’ny fitiavana no isian’ny zaza, amin’ny ankapobeny mpifanolotakotany tak 91 soa fa mba nisy an’ireo mpifanolotokotany taminy mba nanampy azy. Ny andrasana mpifanolo-bodirindr...
Eo amin ity fisehoan ny mpanamarika fotoana fanovonana telo lafy ity no ahitana fiavahany ao amin ny boky tantara ny andriana izay anaovanay ny fandinihana eto. Mahaleo tena hatrany ny mpanamarika fotoana ao amin ny sampan-teny aman-tovana manana foto- teny miantomboka amin ny renisoratra. Misongadina, araka izany, ny ...
Fankasitrahana feno no atolotra an-dramatoa ramanambelina henriette izay nanaiky ho filoha mpitarika izao fanohanana ampahibemaso ny asa fikarohana izao. Misaotra indrindra, tompoko! Ny andon’ny lanitra sy ny tsiron’ny tany anie ho aminao mandrakariva.
Op. Cit, andré narevil, l’attitude individuelle elle-même n’est pas déterminée au hasard tout individu appartient à un ensemble de milieux qui qontituent les racines de toute communication et dont nous n’examinerons les principaux sont le milieux familial, socio-économique, régional et national p. 126
Famporisihana ny tanora hazoto hiasa eo amin’ny fiatrehana ny fiainana izany. Maneho io vakodraza? A io fa ny tolona nataon’ny malagasy tamin’ireo mpanjanaka dia nifara tamin’ny fahazoana ny fahaleovan-tena. Manentana sy maneho amin’ny tanora fa mitaky herim-po ny fiainana.
Talata volonondry
In rakibolana malagasy, régis rajemisa-raolison, éd ambozontany analamahitsy antananarivo, 2003
Isabelle; rodlish tokana aman-tany , tak 143-144
Resume cette recherche est intitulée l’éducation à travers le théâtre radiophonique écrit par nirintsoa à la radio national malagasy. Il traite de la façon dont l’écrivain transmet le message et comment elle met en lumière l’éducation proposée à l’auditoire. Ainsi, cette recherche est conçue pour aider le public a ne s...
Ry ranovelona mangalahala ry railovy tabihin’ny ala ry raozy maraina tsy matim-panala mba rotsirotsio ny diso malala. 215
Amin’ity toerana ity. Raha ho an’ireo mpitondra mpizahatany indray dia ireo mpizahatany no manintona azy ao amin’ny faritra. 2.3.6.2. Olona mitsabo tena ny fahasalamana no voalohan-karena , hoy ny fitenenana. Maro ny olona no manao ezaka na dia handianana lavitra aza izany mba hikarohana azy io. Antsoina hoe tourisme d...
Ny fahitan’ny mpianatra ny fandaharam-pianarana
Fanadihadiana ny tantara foronina orimbaton’ny fiadanana
Niveau femmes hommes pourcentage aucun 7 3 15 epp 11 15 45 ceg 4 7 18.35 lycée 7 2 15 plus 3 1 6.65 total 32 28 100
Soroka, ny valahana, ny tatavia, ny hazon-damosina samy ahitana vahaolana ao amin’ny tongotra daholo raha misy tsy metimety. Lalina izany, hoy ny eritreritro tapaka tsy fidiny nandre ny feom-badiko nihamafin’ny hatezerana nahita ahy lasamborona tsy mihaino izay lazainy. Nofatorako mafy i mazoto hitondra ahy any amin’ny...
Sary 12 tsingerin’ny rano 64
Toetra iray mampiavaka ny olon-kendry ny fandalana ny marina. Hoy ihary-lantosoa, ao amin’ny fk 15150
Mora ianarana sy fohy ny lesona 1
Tontolo tontolontolo tontoloina
An- dohalanilany
Ny fomba nanehoan’ny mpanoratra izany ao amin’ny asa sorany dia ny fifamalian- drafi-pehezan-teny, mitovy vahana; ary azo lazaina ho mandravon-kevitra. Satria ireo izay mandinika ny baiboly dia hahazo soa ary ny olona mahazo soa no azo lazaina ho sambatra.
Amin’ny ankapobeny dia fandre ao fandriana ny ampahany betsaka amin’ny hasim-peo misy amin’ny teny malagasy iombonana, ireo voalaza ao amin’ny 1.2, ka ampahatsiahivina eto p, b, m, mb, f, v, t, d, n, nd, l, r, tr, dr, ndr, s, z, ndz, ts, dz, k, g, ? , ? G, h, i, e, a, u, o ohatra maneho izany ity ampahan-kabary am- pam...
Manova ny fiainana ho tsara hatrany ny fitiavana, hoy i asiniony ao amin’ny lohataona hatrany 92 ny ririni-mamanala toa manjary lohataona na dia efa maloka aza, toy ny mibaliaka foana ny hatsiaka mahangoly, toa tsy tsapa rehefa tia lafatra ny fiainana revo-miara-dia
Ankoatra ireo voalaza ireo, dia mety hiteraka ny tsy fandrenesana ihany koa ny vokatry ny fanafody hohanina toy ny antibiotique , ny analgésique , ny antipyrétique araka ny filazan’ny mpitsabo. Samy mety hahazo io aretin’ny tsy fandrenesana io avokoa ny olona rehetra, koa tokony hitandrina. Araka ny voka-pikarohana iha...
Jean joseph rabearivelo; samuel ratany; jasmina ratsimiseta; ny boky vakivakim-piainana nosoratan’ iharilanto patrick andriamangatiana.
Ny marina, ny rariny, ny hitsiny araka ny tanjona ankapobeny voasoritra ao amin’ny fanadaharam-pianarana, aorian’ny fahavitan’ity lohahevitra ity, ny mpianatra dia afaka mandrindra ny fihetsiny sy ny fahalalana azony amin’ny soatoavin’ny fiarahamonina misy azy, sy ny fifandraisany amin’ny mpiara-belona aminy mahafantat...
Ny fanomanana ny dia sy ireo zavatra ilaina
Olana eo amin’ny fandrenesana no hevitra fototra fonosin’ny teny marenina. Samy manana ny fandraisany an’izany anefa ny sokajin’olona samihafa. Indro atoltray eto ireny. 1.1.1.1 araka ny hevitry ny olon-tsotra
Tsy mpamaky lay amin’ny fikarohana mikasika ny tena fampiasana ny teny izahay. Efa nisy ireo nialoha lalana anay tamin’ny fandalinana ny karazan-dahateny. Roa amin’ireny no tsiahivina fohy eto. Tao aloha ny fikarohana nataon-dramiandrarivo toky lalaina, nomeny ny lohateny hoe torolalana ho amin ny fahaiza-mandresy laha...
Ohatra tokana no hitanay iasan’ny fifamaliana e u mety ho nisy ny fifamadihan- toeran’ny u sy e teto, ka ny e niova ho a nony namarana ny voanteny. Amin’ny ankapobeny, ny teny indonezianina dia tsy mampiasa firy zanapeo e eo amin’ny vanin-teny voalohany sy vanin-teny faharoa mifanesy ao anatin’ny voanteny iray, ankoatr...
Biriky amin’izany fanabeazana an-tsekoly izany. Araka izany, dia kendrena ihany koa ny mba hanabe voho ny literatiora an-tsoratra sy hampitombo ny haren-tsain’ny firenena. 0-4 petraka olana
Amin’ny manondro ny hita maso sy ny tsy hita maso, mitovy tanteraka amin’ny manondro ny akaiky sy ny lavitra amin’ny tokana ny endrika azo. Ohatra rumah ini bagus tsara ity trano ity na tsara izany trano izany , rumah itu bagus tsara io trano io na tsara izato trano izato marihina fa tsy ananan’ny teny indonezianina ny...
Rajaona, op cit, tak 16
Tsy miankina 2
Todorov, t.
Ny fanovan-javatra
Wellek et a warren, la théorie littéraire, collection poétique, ed. Du seuil, paris, 1971, tak 358 l’artiste est porteur de vérité et nécessairement, il est aussi porteur de vérité historique
Notons, par ailleurs, que les ong internationales ont la capacité particulière à drainer les fonds étrangers pour les engager dans des activités qui sont bénéfiques à la population locale. Les financements des ong provenant des non-résidents englobent les dons, les cotisations des membres non-résidents, les transferts ...
This study which is entitled fanomezan-danja ireo vakoka takona an-tanan-dehibe faritr’ i mahamasina antananarivo is interested in valorization of the urban hidden inheritances.
Amin’ny lahatsoratra intsony ny valim-panontaniana. Avy ao anatin’ny lahatsoratra anefa ny fanontaniana. Fanehoan-kevitra no takina amin’ny mpianatra. Tsapa fa na fanazaran-tsaina aza no nataony ho lohateniny, dia ahitana asa fikarohana sy fanitarana ihany ao anatiny. Tsy afaka manitatra sy mikaroka anefa ny mpianatra ...
Juillet 2014
Ray prof de math reny seecaline razafimandimby donatien 27 04 02 6e b 12 non andranovorivato 05’ de marche ray instituteur rakotonirina fananantsoa patrick 01 01 01 6e b 13 oui ambalasela 30’ de marche ray mpamboly reny mpamboly tahinarisoa nasandratra sarobidy 26 06 01 6e b 13 non
Andry andraina, mitaraina ny tany, tak 217
Ragly ary aleo hatory amin’izay ka ! Andro vao amin’ny roa sy sasany alina ity !
Tsy voafaritra mazava tsara ny fotoana ao amin’ny mpanolotra hoy ao amin’ ny 1a sy 2a tsy hita taratra ny mariky ny fotoana m- , n-, h- na , no-, ho noho izany, ny hoy dia afaka miaraka amin’ ny fotoana lasa sy ankehitriny ary ho avy toy ny ao amin’ny hoe hoy rakoto omaly hoe miasa aho.
Tondro refy mm a0 840 a1 594 a2 420 a3 297 a4 210 a5 148 a6 105 a7 74 a8 52 a9 37 a10 26
Hamahavahana ny lalao filazam-potoana ; ny fizarana faharoa, handinihana ny filalaovana amin’ny fitodika. Ary ny fizarana fahatelo, hamakafakana ny filalaovana eo amin’ny fomba filaza ary ao amin’ny fizarana fahefatra farany no hanolorana ny tsoa- kevitra sy ny tombana.
Ve la o a ho mba hi hi a ka
Ny hahazo ny vontoatin-desona
Ny lesoka eo amin’ny seraseram-panomanana communication organisationnelle 1.5 ny lesoka eo amin’ny fizotry ny serasera infor sy ny toerana hampiofanina 2 ny fiantraikany ii. Vahaolana sy fanatsarana teny famintinana amin’ny ankapobeny
Zanahary no hery ambony indrindra inoan’ity foko ity. Izy irery ihany no inoana ho namboatra izao tontolo izao. Ekeny ho antom-pisian’izay zavatra tsy hainy na tsy takatry ny sainy hazavaina ihany koa izany. Misy fifamatorany amin’ny hery hafa tsy hita maso ninoan’ny ntaolo ny fomba amam- panao mandritra ny fahafatesan...
Mpianatra liana amin’ny vakiteny sy ny tombontsoa maro samihafa vokarin’ny lahateny an-gazety