text
stringlengths
10
11k
Ny fepetra takina amin’ny mpiasa na ny fifampitondrana ao amin’ny orinasa. Omen’ny mpiandraikitra fiofanana araka asa aloha ny mpiasa, raha vao miditra. Misy mpanoro sy mpampianatra izy ireo amin’izany. Dingana maro no arahina, toy ny mahandro landy, ny mamoly, ny manatsody, ny manira, ny manenona. Rehefa mahafehy ny a...
Avy amin’ny valin-teny nomen’ny mpianatra ka efa niainga tamin’ny lahatsoratra avy hatrany ny fanahy , fary mamy t12. Avy amin’io lahatsoratra io no nisintonana ny lesona hevitra entina hampitana ny lesona vaovao. Ireto no nivoitra tamin’izany ny olombelona dia manana toetra sy fahatsiarovana tsy ananan’ny manana aina ...
Ray ô! Rariny mihitsy ary marina tokoa ny vavaka nasandratr’ilay tahirintsoa niantso niangavy mba handefasanao ny zanakao vavy kanefa ray ô! Rehefa dinihina ny soram-piankohonana dia iray ny zanakao lahy tokana ilay nitondra fanavotana nanolotra ny ainy noho ny iraky ny rainy.
Raharimalala louisette, nov 1999 , révue de l ’ océan indien madagascar, magazine mansuel d’ information et d’ analyse, n 197 , tak 15 a madagascar, l ’ état ne donne presque r ien aux citoyens 39 fanony fulgence, 1975 , fasina, dynamisme social et récours à la t radition, in rapport entre le fokonolona et le fanjakana...
Nalaiko, ary nampanamboariko dia em
Des dépenses
Omeo hotezain’ny fiainana dox
Mifandray mivantana amin’ny tarigetran’ny gazety imongo vaovao io firehan- kevitra io dia ny hoe fahaleovantena tany fiadanana fandriampahalemana fivondronana raha hazavaina misimisy kokoa izany dia izao no azo ambara filamatra nentin’ny gazety imongo vaovao ny hoe tany izany hoe; tokony hifototra amin’ny taniny ny mal...
Eo amin’ny asa ampanaovina an’ny mpianatra fa ankoatra ny toeran’ny mpianatra ao an-dakilasy dia azon’ny mpampianatra atao tsara ihany koa, ohatra, ny manovaova ny asa ampanaovina ny mpianatra mba tsy hankaleo azy. Hoy ny opera 2016 92 tsy maintsy ovaovana ny sahanasa omena ny mpianatra, ialana ny mametraka ny fahazara...
Lita raiso ny fifonako ry dada a. Olona mbola manana fanaintainana aho izao, ka raha tsy mamela ahy ianao dia tsy ho sitrana intsony aho. Dadako ange ianao e. Ka na mihodina aiza na mihodina aiza dia tsy manana dada azo ianteherana aho afa-tsy ianao
Ireo ohatra dimy ireo ihany no hitanay iasan’ny fifamaliana ? N manampy ireo voanteny telo indonezianina ireo ny voanteny nyamuk, izay mifanova amin’ny voanteny malagasy moka. Raha arahina amin’ny fifamaliana, dia nihintsana ny vanin-teny an-dohan- teny nya- misy ny hasimpeo ? .
Mamadika izany ho hery azo fehezina hoenti manakatra ny hevitra fototra ilafihan’ny
Teny fototra literatiora, tantara foronina, mpanoratra, fanabeazana
Tany lemaka mora tondrahana rano raha sendra tsy misy ranonorana
Ny olona marivo ranomaso114 tsy azo itomaniana intsony mantsy ny faty rehefa tonga eny am-pasana, satria efa sokajiana ho razana, ka izany no antony tsy itondrana ireny olona mora mitomany ireny any am-pandevenana. Miseho amin’ny endrika samihafa izy io. Ao ireo tanterahina mivantana amin’ilay faty; ao ihany koa ireo i...
Araka izany, ilaina ny fahafantarana tsara ny toerana sy ny sehatrasa anaovana ny tombana. Eo andanin’izany koa, ny akon’ny fanaovana tombana dia tokony hahasahana lafin-javatra hafa. Mijery ny fiantraikan’ny tombana natao amin’ny fifandraisana amin’olona sy ny fiarahamonina tsy ilaina ny fifotorana amin’ny lafin-javat...
Eliza freda, tsangambato volamena , and. 2 in vondrona ambara 1, tak. 7
Ny fahaizana mandinika ny efa nisy. Tsy misy toe-javatra vaovao tanteraka, fa ny efa nisy ihany no miverimberina. Noho izany izay fatra-pandinika ny efa nisy no tsara fitondran-tena. Hainy mantsy ny mampifandrindra ny fomba fiainany amin’ny zava-misy. Azo itarafana ny zava-misy avokoa ny tontolo manodidina ary ireny di...
Fa ao koa ireo antony sy vokany samihafa ohatra antony 1 betsaka ny hira lazaina any amin’ny omda vokany 1 kely ny vola raisina
Halaviran’ny toerana mitaha amin’ny mpiteny hita maso tsy hita maso
Tsy vitsy ny mpanan-talentan’ny literatiora no nikalo io fitiavan’ny reny io, ary singanina manokana amin’izany ny an’ny reny niteraka. Ny reny , izay tsy iza fa i madagasikara. Tamin’ny andron’ity andron’ny fanjanahantany ity manko dia mba nantsoina koa hoe reny malala i frantsa. I l’aube d’anjiro, ao amin’ilay tononk...
Tovo reniakoho nikotrika atodin-gana ianao izao e! Ka rehefa lehibe izy namonjy rano e! Tina tsy vanona ianao e! Fa nahoana no sarahinao amiko i hery e?
Faritra fmzt afv kolejy lisea
Presenté par andriambelo hubert hardy
Fafana 9 ny isan’ny biby fiompy ao amin’ny kaominina amin’ny ankapobeny
Famaritana ny fifandraisana sy ny zava-misy manodidina izany.
Ingahy ben’ny tanana 26
Manoratra eny amin’ny solaitrabe
Ny literatiora ny vanim-potoana ankehitriny 1960-mankaty
Frankofonie à madagascar, novembre 2016
Ity asa fikarohana ity, dia vokatry ny vaky boky, fangatahana tahirin-kevitra tany amin’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena sy ireo sampan-draharaha mifandray aminy développement des curricula et des intrants sy ny fari- piadidiam-pampianarana cisco antananarivo renivohitra, fanatonana ny lisea saint antoine ankadifot...
Mpanoratra malagasy tsy ho voatanisa eto daholo akory ireo mpanoratra malagasy ankafiziny. Ohatra amin’izany, rabearivelo, randja zanamihoatra, ny avana ramanantoanina, dox, rado, rary, tsikaritra avy amin’ireo ohatra vitsivitsy voalaza ireo, fa misokatra amina mpanoratra samihafa, izay mamokatra asa soratra isan-karaz...
Olona ivelany no ilazana ny directeur eto satria mpitantara fotsiny ihany izy fa tsy nanatri-maso na niaina ilay tranga. Araka ny lovantsofina no nahenoany sy nahafantarany ilay tranga. Ny lovantsofina dia tantara niseho taloha tany ka niampitampita ho fantatry ny taranaka fara aman-dimby. Araka ny maha miampitampita a...
Anisan’ny sarin-teny malaza ny fanovana endri-javatra. Maro ireo mpandinika sy mpanoratra miombon-kevitra, fa ny fanovana endri-javatra no mpanjakan’ny sarin-teny rabenja solomon, dia anankiray amin’ireo poeta nahafolaka izany fomba filazan-javatra izany, ka ny fanovana endri- javatra azo avy amin’ny fampitoviana ny oh...
Tanindrazany. Anisan’ny toeram-pizahantany ny farihin’i tritriva ka maro ireo malagasy no tonga mitsidika izany. Mandritra ny fotoam-pialan-tsasatra dia tsy vitsy ireo ray aman-dreny izay mitondra ny zanany mitsidika ny farihy, misy kosa fikambanan’ny mpiara-mianatra na skoto na fiangonana no miara mitsidika ny farihy....
Manambara ny fijaliana mafy nihatra tamin’ny malagasy no nanehoan’ny mpanoratra izany. Rehefa niseho ireo toe-javatra rehetra voalaza teo aloha ireo dia hita fa nahantra ny firenena malagasy. Nahantra ara-pitaovana, ara-tsaina ary ara-panahy mihitsy, satria, nihasimba sy niharatsy ny fomba fisainan’ny olona. Ny anton’i...
Fafana 10 ireo fiangonana kristianina misy ao amin’ny kaominina
Teny famaranana
Wellek r et warren a , op. Cit, p.133 dire qu’un auteur doit exprimer pleinement la vie de son époque, et qu’il doit être représentatif du siècle, de la société auquelle il appartient.
Boky i tak 10 71 boky i tak 22
Misy fiantraikany any amin’ny fahombiazana na tsy fahombiazan’ny fampianarana ireo lafin-javatra rehetra ireo. Ny antony heverina fa nahatonga izany fahombiazana na tsy fahombiazana izany no hojerena ao amin’ny fizarana manaraka mba hahafahana mandroso tolo-kevitra ho fanatsarana.
Tsy fahafehezana ny lalàna
Ny a. Ramanantoanina, ny mpandinika, lah. 18,21 marsa 1924, aleoko mihira
Sora-matavy ampiasaina amin’ny lohatenin’ny lahatsoratra ? Ny taratasy nampiasaina mbola ireny karazan-taratasy fampiasa taloha ireny no ampiasaina. Araka ny filazan’ny mpanoratra, dia tsy mbola nisy fitaovana tsara azo isafidianana tamin’ny fotoana namolavolana ny boky 1974, 1986 manify ny taratasin’ny boky. Manasarak...
Lma lycée technique et professionnel ampefiloha
Foara dia, teraka tamin’ny taona 1958, tao besalampy, zanak’i manoromila ii sy vaolina mpamboly, monina ao amin’ny kaominin’ambolidy atsimo, manan-janaka 5 izy, mpamboly sy mpiompy no asany. Izy dia tsy mba nahatody fianarana lavitra fa teo amin’ny ambaratonga voalohany izy dia efa nijanona, mpiompy sy mpamboly rahateo...
Babo 30 31- ho inoko 31 32- hafatra ho anao 32 33- haivatra 33 34- aza 34 35- sisa 35 36- tamin’izay 36 37- antema 37 38- ilay feom-balihanao 38 39- vavaka mangina 39 40- lalana fototra 40 41- ireny izao 41 42- tanisa 42 43- avy indray ianao 43 44- hatrany am-piandohana 44 45- fakampanahy 45 46- filana 46 47- ho rendri...
Tovo manarana fo eo e!
Ireo no mpiara-miombona antoka any an-tampony amin’ny ankapobeny, fa ankoatra ireo dia mbola misy ihany koa fiaraha-miombona antoka hafa ataon’ny ceres any amin’ny toerana iasany any ifotony.
Ohatra 8 hoy i fara tamin’i besa zanany ao amin’ny mikatsaka ny fiadanana, nosoratan’ilay tak.16 tsy rain-tena angaha izy io.
Se tenir au courant de toutes les activités de l’organisation, de son conseil d’administration et de ses comités. 5- assister régulièrement aux réunions et exercer le droit de parole. 6- démissionner si on n’est pas en mesure de faire le travail que l’on attend d’un administrateur. 7- signaler rapidement tout risque de...
Mise en place d’un système de contrôle et d’analyse périodique des comptes la situation des soldes fournisseurs de la comptabilité doit être rapprochée périodiquement. Pour cela, il est nécessaire de mettre en place un système de suivi des règlements des fournisseurs permettant de séparer les factures déjà payées et ce...
Ny feo na feon-kira sy na hira anisan’ny fototra aina lehibe mahasarimihetsika ny sarimehitsika ny feo na feon-kira sy na hira. Entin-mandravaka sy mampiaina azy ny fisian’ireo. Toa ohatran’ny moana na tsy manintona ary mety hankaleo ny mpijery raha tsy misy ireo. Azo sokajiana ho roa miavaka tsara izany ny feo na feon...
Fampifandraisana ny zava- misy sy ny vontoatiny ary ny endriky ny literatiora vokatr’izany .
Randria ity koto ity lehiretsy manao izay mampisendaotra ahy eny e! Fantatro ny faharanitan-tsain ialahy. Manan-kantenaina izahay mivady
Dinidinika momba ny fomba fandrafetana boky fampianarana nifanaovanay tamin’i nalisoa ravalitera, tao amin’ny tahala rarihasina, tamin’ny 17 novambra 2010.
Eny hakiviana raha mitopy amoron-dàlana mazàna zara raha hita mitsilopy ny fahadiovan’ny tanàna
Ny sekoly nikatona noho ny fahantrana sy ny fahasahiranana ara-bola, dia maro ny sekoly fanabeazana fototra nikatona teo anelanelan’ny taom-pianarana 1985-1986 ka hatramin’ny 1989-1990. Toy izao ny fafana nanehoana azy31
Ny endrika ankapoben’ ny boky fampianarana ireto no hojerena amin’izany momba ny bikabika ankapoben’ny boky izany, ny endriky ny takila iray, ary ny momba ny sary enti- mandravaka ny boky.
Azo anamarinana izany ihany koa ireo sakramenta noraisiny ny batemy ny kaominio voalohany ny fankaherezana ny mariazy
Eto anefa nifankazatra, nisakaiza tamin’ny toaka ny tanora lavon’ny toaka ny toaka mandoza, tao izany foko no mba nilomano afo mandoro ny ati-fon’ny olombelona no hany sakaizany. Efa hita izao fa poizina mbola niarahana nifaly ihany.
Barandry no iantsoana ny vehivavy manatanteraka ny fanaronana. Tsy mazava ny dikan’ny teny hoe barandry, fa dia izay no iantsoana ny mpanarona. Mampiseho endrika sy fihetsika falifaly izy fa hahazo namana ary hitombo isa ny fianakaviana. Mila fahaizana koa ny fanaronana satria mila olona tsy saro-kenatra, tokony ho efa...
Ny kiboko mantsy ka mbola tsy feno, 10 mangataka nefa odiana tsy heno ; dia indro ny saiko fa tonga voatery handavo tsy miera sy haka amin-kery.
Firosoana tamin’ny fampiraharahana tamin’ny kaominina
Ny fomba anehoana ny fanomezan-kasina omena hasina ny tanindrazana amin’ny alalan’ny fanajana ny sata sy ny fiandrianany amin’ny alalan’ny fikolokoloana sy ny fameloma-maso azy tsy fivarotana azy
Ny fanovana endri-javatra, dia fomba filazan-javatra ampifanatrehana anaty fehezanteny na andianteny tokana, ny oharina sy ny anoharana, ka tsy asiana kianteny enti- manohatra. Raha ny fanovana endri-javatra fampiasan ny mpanoratra no jerena, dia ao ny ny fanovana endri-javatra azo avy amin ny fanafiana toetry ny anoha...
Ny nahatonga ireo mpino mivavaka ao amin’ny flm 67ha
Natao ihany koa ny fanasokajiana ny mpiompy araka ny habetsahan’ny fiompiana ataony. Tsy mitovy tokoa ny isan’ny akoho ananan’izy ireo. Amin’ireo mpiompy akoho gasy, misy ny manana hatramin’ny telopolo isa no mihoatra. Ho an’ireo mpiompy akoho manatodilava indray, zato isa farafahakeliny ny akoho ompian’izy ireo. Misy ...
Ii iii iv vi vii viii
Ministere de la population, inventaire des ong associations à madagascar 6- picasso jean, méthodologie de rapport de stage, 1990
Lala-rakotoson raolisoa julienne agnès, lovako t12. Sasin-teny , editions ambozontany analamahitsy antananarivo, 2003, tak 3.
L’eglise, en revanche, n’estime nullement illicite l’usage des moyens thérapeutiques vraiment nécessaires pour soigner des maladies de l’organisme, même si l’on prévoit qu’il en résultera un empêchement à la procréation, pourvu que cet empêchement ne soit pas, pour quelque motif que ce soit, directement voulu 19 .
Endrika iray isehoan’ny anatra ny filalaovana ny teny aza fa. Na aza. Sao, toy, ka. , izay anatra mivantana mikasika ny fiainana, natao handrarana ny olona tsy hanaonao foana na hanao zavatra tsy am-piheverana. Fampiasana ny teny maneho safidy aleo toy izay.
Ohatra 2 mpivarotena misotro ronono
Somisika tak 102 toa somisika kely, kinanjo nanonitra. Tokony ho nisisika -hamangitra tak 111 na tsy saroany aza ianao izao, ny nitoerany tam- bohokao ve tsy hamangitra anao ao aminy ihany! Tokony ho hamatotra
Mbola hisy ve ny hazo rako-bony amam-pelany ho fanovan’ny nalazo sy izay hanitra navelany?
Mba lasa i kaina , mba hitsangantsangana tany ivelan’ny tanana niadiany ny zandriny novonoiny ho faty ny ain’i abela
Ho entiko an-tanin’ny nofy tsy fantatr’izay ranomaso ilay saina mivesatra rofy, ilay fony voarasan’ankaso ;
Fanoritsoritana
Maroariana ii o. B.42 e ka tolaka ny andro e
Antonona olon-droa
Azo hanatanterahana izany ny fotoana rehetra, mialohan’ny fampiasana ny media mangatsiaka no mampahomby azy kokoa. Mety ihany koa ny fanaovana izany eny anelanelan’ny fanentanana na aorian’ny fanentanana. Raha lehibe ny vondrona entanina dia tsara raha mifidy toerana malalaka nefa azo antoka amin’ny filaminana mba hamp...
Ilay dinan’ny fitia
Randria tsy izany leitsy ry koto a! Aza mananihany olon-dehibe ialahy. Ny maha izy ahy no tiako hotenenina filoha lefitra ao amin ny antoko pôlitika misy anay aho, antsoina hoe vrmm na vondrona revôlisiônera manondrotra 25- ny mahantra.
Hadihadio io ampahan-dresaka io fakafakao sy tsikerao izao ampahan-dresaka izao. Hamafisina, fa kolontsaina manana ny maha izy azy ny s. M. Satria sady fanabeazana no fialam-boly ary koa fitahirizana ny teny sy ny kolontsaina ananan’ny fiarahamonina iray izy. Mahafinaritra sy mambabo ny fo amam-panahy, ary maharesy lah...
Fizarana fahatelo fomba hafa nanehoan’iharilanto patrick andriamangatiana ny fanabeazana, sy fampifandraisana izany amin’ny fandaharam-pianarana
Ny asa angady, zaha kitay, ny mantsaka, ny fodiana 10 ny soron’afo takariva, ny angano ifampiadiana. Ny lalao diavolana mamparesaka tanàna .
Ny mpanabe
Laharana matoa aivo farany tokana isany 21 12 15 2 fitambarany 50
Ireo lohateny fohy lohateny fohy no ilazanay ireo lohateny narafitry ny mpanoratra tamin’ny alalan’ny teny tokana monja. Io karazan-dohateny io no be indrindra ampiasain’ny mpanoratra ao amin’ny vondrona ambara. Tononkalo miisa sivy amby dimampolo 59 amin’ny tononkalo valo amby zato 108 no manana io endrika io. Fohy ny...
Ny lokom-pilazana mifototra amin’ny filazana ny marina 173 dia fomba fanehoan-kevitry ny mpiteny amin’ny fandavan-tenany manokana hanambara toe-javatra manakaiky ny zava-misy marina sy mitombina ary iarahan’ny rehetra mahalala174 mba hahatonga ny itenenana hatoky sy hino izay zavatra resahina aminy ka iombon-kevitra am...
Fanondroana takila
Ny ray aman-dreny dia tsy olon-droa natambatry ny fitiavana fotsiny ka hilaza hoe ny hanambadian-kiterahana , dia hatreo ihany, fa tohizana amin’ny hoe ny hiterahan-ko dimby izany hoe ny ankizy dia tsy ateraka fotsiny hanamaro isa, fa ireny no ho mpandimby rahatrizay. Ny dimby sy ny fara, kasaina handova dia kolokoloin...
Réverend robert jaovelo- dzao, 1987 ; l ’ anthropologie religieuse sakalava, document n 2 in conclusion tak 46 loin de détruire une culture, le christianisme vient lui apporter une lumière révelatrice permettant d’ en démasquer les ambigu tés, les aberrations, et les égarements
Fety michel, 1975, op-cit. Tak 40
Charles ravoajanahary, fokonolona , tselatra, lah.09
Dia hiezaka aho ny hino zay setriny hatolony na mety ho am-bolony, 15 mba sitrany hahaova ny lanjan’ny fandrao ho toky vaovao hanorina ao an-tratrako ilay fitia tsy vatrako.
Ny tantaram-piainan’i clarisse ratsifandrihamanana amin’ny maha mpanoratra azy
Pasitera ka inona moa izany fa dia mampahery sy mitso-drano an ise
Alalan’ny fitantarana angano, ohatra tamin’izany ny angano ondry kanosa sy trondro gasy 18. Noho ny angano ondry kanosa , ohatra, dia namelon-tsoratra tao anatiko ireo toetra tsara nananan’ireo raibeko, izay tsy nanaikinaiky ho resy foana tamin’ny adin’ny menalamba. Isan’ny nanamarika ny fiainako koa ny angano trondro ...