text stringlengths 10 11k |
|---|
Ilay fahatsoram-pon’ny ankizy maika te hampidera fahaizana amin’ny ray aman-dreniny no fonosin’ny tsoraka eto. Misy endrika hafaliana miaraka amin’izany. Tsy amin’ny sehatry ny fianarana ihany no itobahan’ny fihetseham-pon’ny ankizy. Misy fotoana tena sarobidy tokoa eo amin’ny fiainana. Izany no voarakitra ami’ity asa ... |
Anarana avy amin’ny matoanteny |
Vii.2 les autorités locales traditionnelles des réseaux de leaders d’opinion pourraient être établis afin de coordonner leurs activités et d’influencer davantage les familles bénéficiaires dans les différentes activités mises en place par l’association. Un des obstacles principaux à la réinsertion sociale est le fait q... |
Maro amin’ny malagasy no mangata-tso-drano mialoha ny fanorenana tokantrano. Ny tokantrano aorina eo ambonin’ ny alahelo mantsy, hono, tsy maharitra. Toa nanindry mandry an’ ny eja araka izany ny tsy haharetan’ ilay fitiavana nosimbinina tao aminy ka nentina tany an-kafa. Izay no nahatonga azy mbola nanantena ny hivere... |
Teny fampidirana |
Mampisara-taona, |
Tsy ny tantaram-piainan’i samuel ratany rehetra akory no nolazaina teo, fa izay misy ifandraisana amin’ny fananganany ny tononkalony ihany no nasian-teny. Tsy ampy anefa ny fijerena ny mombamomba ny fiainany amin’ny maha- olon-tsotra azy, fa ilaina avohitra ihany koa ny fiainany amin’ny maha- mpanoratra azy. |
Tsy azo hodian-tsy hita ny ezaka nataon’ny firenena mikambana tao anatin’ny 20 taona taorian’ny fivoriana voalohany tany mexico tamin’ny taona 1975. Amin’ny ankapobeny anefa dia mbola misy ihany ny fanjakazakan’ny lehilahy amin’ny fifandraisany amin’ny vehivavy, indrindra eo amin’ny fandraisany fanapahan-kevitra. Ilain... |
Siméon rajaona, zava-kanto vita amin’ny teny, p.11 86 nalaina tao amin’ny fandaharan’ny tvm sompitry ny kabary tenynotenenin-drainibemirindra filohan’ny fimpima-tana. 87 randja zanamihoatra, vain’afo tononkira dia nanambara fa ampy hampiova ny hevitra ny tsy fahaizana mamaky teny. |
Ny fanofana trano |
Levi-strauss dia nilaza fa ny etnôgrafia dia fijerena sy fandinihana vondron’olona iray noho izy miavaka ary mikendry ny fanoritsoritana araka izay tratra ny tena misy marina eo amin’ny fiainan’ny tsirairay amin’izy ireo .4 |
Fehezanteny roa farany ireo, fa i haimah no tena iantefan’ny vontoatin- dresaka. Aseho amin’ny alalan’ny mpisolo tena ianao sy izaho izany. Ity tovovavy ity no tondroina amin’izany, satria izy no nanatanteraka ilay hetsika. Rehefa tena zohiana mantsy ny vontoatin-dresak’i kaomisera rado sy i haimah, dia ny hahalalana n... |
Tarika avy ao maharivo |
Jo andrianasolo 05 02 005 |
Fotsiny, fa tsy maintsy taizaina ihany koa ny saina mahay mihary sy mandray andraikitra 1mba hahatonga ny olona hanam-piniavana hanao zavatra ho antoky ny fandrosoan’ny tena. |
Ny drafi-tsary amin ny antonony maneho ny mpandray anjara amin’ny endriny feno, mba hampisongadinana ny maha izy azy ilay mpandray anjara eo amin’ny lafiny endrika hita daholo ny vatany manontolo eny an-tongony hatrany an- dohany manavaka ny ivon’ny sary mpandray anjara fototra amin-javatra hafa izany, mba hisintonana ... |
Weber op. Cit. , tak 26 ce sont des singularités et des exceptions qui, dans une uvre donnée, sonnent l’alarme thématique |
Ny voambolana notsongaina teo anivon’ny tontolo manodidina sy ny zavaboaary |
Fony mbola tsy fantatro akory dia efa notiaviko ianao ry tiana, lalain’ny foko; ary tsy mba nataoko lalao 5 fa tena nokolokoloiko ho mendrika marina anao ny vaikan’ny afom-pitiavako; hany ka ankehitriny dia vonon-kilaza ny vavako, 10 hamboraka izay nokobonina; sahy avy hatrany hanambara ’lay raki-tam-po tena tsara ’zay... |
Fredy rajaofera fandrosoam -baovao lah 653, 04 07 1958 |
Fafana 8 ny tombana nataon’ny mpampianatra a |
Dalhe, ny anganon’ny ntaolo, op. Cit. , 1984, tak 176 21l. , 1984, tak 5-35 |
Amin’ny maha olon’ny fiarahamonina azy sehatra roa no tsy maintsy resahina raha ny fiarahamonina nifaneraseran’ny mpanoratra no jerena ny tontolon’ny fiarahamonina amin’ny ankapobeny |
Ragly a! Nitomany oay leisy e! Tena maty izy e! Tapaka ny lohany! Voahitsaky ny kodiarana! Hmmff! Nitomany be fa inona leisy |
Raha fehezina izany, amin’i tsirinala, ny fitiavana dia tsy miankina amin’ny safidin’olon-droa fotsiny. Manaiky izy fa tokony hifamaly aloha ny fitiavan’ny andaniny sy ny ankilany, kanefa toa tompon’ny teny farany ilay hery ivelan’ny olombelona antsoina hoe anjara. Manambara ny mpanoratra fa eo amin’ny olona roa izay n... |
Entiny mampitandrina ny mpitondra amin’ny alalan’ny fepetra maro indray kosa izany ao amin’ny tononkalo vanja milevina asehony fa hirohotra ny vahoaka atsy aoriana kely hanohitra azy ireo. Toy izao ny ampahany raha mbola mitombo ny isan’ny noana hanatevin-daharana ny zom-pahantrana ka ny azo lazaina ho miakatra foana d... |
Ny a- manomboka io fehezanteny io dia tsy mpisolo tena akory fa mari-pirindrana satria izy io no mampirindra ny matoanteny amin’ny anarana sultani eo alohany, ny -li- dia mariky ny fotoana lasa, ary ny -ni- manaraka io mariky ny fotoana io no mpisolo tena miasa toy ny tsofoka. Mitana anjara asa mpandray izy eto. Izy it... |
Définir les objectifs de l’éducation, paris, fancopoche, 338p. |
Ny baiboly fikambanana mampiely baiboly malagasy |
Zava-dehibe amin’ny fandinihana ny firafitry ny tantara ny famantarana ny fizotrany, satria avy aminy no hahafahana mamantatra na mihatsara na miharatsy ny fiainan’ilay na sy ireo mpandray anjara ao anatiny izay azo jerena arakaraka ny mpandray anjara nefa matetika dia mifototra amin’ny mpandray anjara fototra noho izy... |
Boky sy tahirin- kevitra |
Dada ô ! Aiza ny làlana nombanareo? Neny mba homba anareo re no sitrako izao, aleoko maty manaraka anao, toy izay velom-poana mijaly toy izao; dada ô ! Mivalo aminao aho ry tany, neny ô ! Henoinao ity fo mitomany, fa mijaly aoka izany. |
Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny filazana ny momba ny fitantanan’andriamanitra ny olona araka ny toetrany, ny fampiasana fomba filazan-javatra |
Manondro samy hafa tokana u- wangu |
Universite d’antananarivo ecole normale superieure departement education physique et sportive |
Rajaona, op. Cit, tak 157-158 |
Raimond m , le roman, éd. Armand colin, col. Cursus, paris, juillet 1996, p.173 un personnage romanesque n’est jamais seul ; il est lié à d’autres personnages |
Defourny histoire et actualité du fait associatif, 1990, p.45 |
Vig, 1985. Le symbolisme dans la culte malgache et dans la vie sociale populaire. E fagereng. Otto ch. Dahl. P 114 dans la religion populaire malgache en générale que l’adoration des puissances surnaturelles va côte à côte avec la pure adoration de la nature |
Nampahafantarina teo ny momba ny re frantsay sy ny re anglisy. Holazaina amin’ny ankapobeny indray izao ny tantaran’ny re eran-tany. |
Maintirano -maintirano -belitsaka -mafaijijo -andrea -betanatanana -antsondrodava -ankisatra -andabotoka -marohazo |
Miasa amin’ny fampakaram-bady na fanambadiana ny ôsi-baiavy, satria heverina ho fahasoavana sy fifaliana lehibe ny fahazoana ny tokantrano. Reharehan’ny ray aman-dreny no voninahitra ho azy ireo eo anivon’ny fiarahamonina misy azy ny fananana zanaka mahazo tokantrano; heverina ho rehareha sy voninahitra ho an’ny tanora... |
Tsy fampisainana ny olona ny amin’ny zava-misy iainany fotsiny no nampiasan-dratsimba georges ity mari-pijanonan-tsoratra iray ity. Misy endrika hafa hita amin’ity tononkalo iray ity mifalia, miravoa sombinaina, anareo ny andro anio! Hany herim-pitia mba lazaina anombino aho. Ka itsikio! Ampy izay! O! Misaotra indrindr... |
Amin’ireo mpianatra 72 dia ny 30 amin’ireo no vehivavy, izany hoe, ny 41,66 n’ireo mpianatra. Ireo mpianatra vehivavy ireo dia hita fa matotra kokoa ary mazoto mandray anjara. Raha ny fanadihadiana natao, ny 65 n’ireo vehivavy manaraka fampianarana tekinika dia mankafy ny taranja malagasy. Izany hoe ny 29 amin’ireo veh... |
Izay fiverimberenana izay dia tahaka ny hoe fandetehana ao an-tsain’ny olona ny zavatra tiana ho azony ka ampihariny eo amin’ny fiainany. |
Marina fa efa misy ny fidinana an-tsehatra ataon’ny mpanentana an’onjam-peo sy ny fanatonana ataon’ny mpanentana anaty fikambanana ny tantsaha. Ilaina kosa ny fanatanterahana matetika izany mba hahafantarana tsara ny momba ny vondrona tilina toy ny zavatra andrasany, ny hetahetany, ny olany. Tsy tokony hijanona amin’iz... |
Mitondra heviny roa ny serasera voalohany, ny fandehanana na fitaterana avy amin’ny toerana iray ho amin’ny toerana iray hafa. Heviny faharoa fampitana na fifampitan- kafatra ifanaovan’ny olona roa fara faharatsiny107. Miompana amin’ny heviny faharoa ny hanolorana ny fampianarana ary tanterahina amin’ny teny, fihetsika... |
Ny fomba entin’ny mpiteny mitsikera ny rafi-pampianarana frantsay dia amin’ny alalan’ny fitanisana ireo voka-dratsin’ny fandaharam-pianarana frantsay. Lazainy fa tombom-barotra izany kanefa dia tena fatiantoka goavana ho an’ny vahoaka malagasy no tena tiany hambara. Ny fampiasana io fomba fanehoan-kevitra mifono hevitr... |
Fafana 1 ny endrika isehoan ny fototeny sy ny karazany fafana2 ny olan ny fototeny mitsatoka fafana3 ny fototeny mitsatoka tsy misy olana fafana4 ny famondronana ireo karazana fototeny fafana5 ny fototeny manaraka lalàna rehefa tovonana man- fafana6 ny fototeny mitsaikona tsy manaraka lalàna rehefa tovonana man- fafana... |
La littérature populaire, une révolution culturelle xixème siècle et début de xxe |
Ny fandalinana ny fiaraha-monina mifototra amin’ny miralenta amin’ny fandalinana ny fiaraha-monina mifototra amin’ny miralenta dia ireto lafin-javatra manaraka ireto no jerena ny fomba fitsinjarana asa eo amin’ny lehilahy sy ny vehivavy ; ny fahafahana mampiasa sy mifehy ny enti-manana ary ny tombontsoa; ireo singa man... |
Tahaka ny momba zanapeo, dia ezahina halahatra avy aloha mankany afara ny renifeo indonezianina mifanova amin’ny renifeo malagasy. |
Mandehana rahavako izany lasàna ry irina tsy foy mirotsaha hamonto ny tiana mianjerà an-tratra malala hitety an’ampahafinaretana hitoetra anivon’ny tsiky |
Hanalana faditra azy raha misy zavatra mahavoafady azy omby teraka kambana, omby vao teraka mitovy volo amin-dreniny, omby nampiasaina tamin’ny andro fady azy , hangatahana amin’andriamanitra andriananahary sy ireo razana ny omby halaina hamidy, na hatakalo na hovonoina, na hampiasaina alaina any amin’ireo sokajin’ny o... |
Ireo rakibolana nampiasaina |
Ny tantara an-tsary |
Fizarana telo lehibe no azo amehezana ny voka-pikarohana. |
Manana ireo karazam-boky ilain’ny mpampianatra taranja malagasy isaky ny kilasy ve ny sekoly araka ireo voatondro ao amin’ny f. P ? 6. Ankoatra ireo voalaza ireo, ho an’ny kilasy voalaohany manokana, misy ve boky hafa azon’ny mpampianatra hanaovozam-pahalalana sy manampy azy amin’ny fampianarana hataony? Raha misy inon... |
Nasolo, lolo , op. Cit, tak. 23 |
Kisary 08 ny fiainan’i miaro taorian’ny fanambadiany |
Azo ampiarahina amin’ny fotoana ankehitriny ihany koa ny matoanteny maneho ka izao no endrika azo maneho ny hatairany rasoa. Maneho ny hatezerany izy. Ny mariky ny fotoana ankehitriny m- dia ankehitriny tsy hentitra, izany hoe tsy hentitra ny zavatra lazaina. Eo amin’ ny fitaterana tenin’ olona ny fampiasana ny mariky ... |
Eps fitambara ny ens 4 3 5 4 2 0 0 0 7 4 4 4 39 ankatso 2 1 3 2 2 2 1 0 4 2 4 0 21 tsy miankina 0 0 0 1 2 0 0 2 0 0 1 0 06 |
Litterature et language, vol3 le roman, le recit, le cinéma , coll. Dirigée par henri mitterand, ed. Fernand nathan, paris, 1971, tak 141 en le datant d’une manière absolu ou en renvoyant à des signes extérieurs de l’écoulement temporel, l’autre situe l’évènement dant le temps |
Ankasitrahina ihany koa ireo maro tsy voatanisa etoana izay nanampy betsaka tamin’ny fahazoana ny tahirin-kevitra sy nanaiky nohelingelenina tamin’ny fanontaniana maro samihafa, indrindra ny mpanamboatra sy ny mpivarotra kobandravina ary ny mponina ao talata volonondry. |
Ny fiarovana ny fiandrianany |
Tsy ny vintana no jamba, f’efa lahatra voazara; ry kamboty rovi-damba manan-dray mpikarakara. |
Efa nolazaina tetsy ambony ihany koa fa tsy voatery ho ao anatin’ny faritry ny sekoly foana akory no anatanterahana ny fampianarana. Azo atao tsara, ohatra, ny mitondra ireo mpianatra mandeha mitsidika ireny toerana manan-tantara ireny na ireny toerana fanasinana ireny. Tena ilain’ny mpianatra tokoa izany fivoahana kel... |
Famintinana ny fizarana fahatelo |
Niry-solosoa |
Ny teny milaza fihetsika dia azo taterina mivantana sy tsy mivantana. Manambara fihetsika ny teny raha ohatra ka mahakasika ny fari-batana ny asa na hetsika. Ohatra 76 mandaka ny baolina i koto . |
Vosesika vosesitsesika |
Ny paika hitondrana ny lesona efa voalaza tetsy ambony fa tsy zava-baovao amin’ireto mpianatra ireto ny famakafakan-kevitra sy ny famoaboasan-kevitra. Toy izany koa ny teny savily, satria efa nianarany tany amin’ny kilasy t 9 izany. Noho izany, fomba azo itondrana ny fampianarana voalohany ny famelabelaran-kevitra atao... |
Mandrafondrafoka 404 rahaka rahadrahaka mandrahadrahaka mandrahandrahaka 405 rahana rahandrahana mandrahandrahana |
Aseho amin’ny litera aabb eto ny endrika anehoana ny rima mifanjohy. Maneho ny laharana mifanjohy ataon’ny tarika mpiantsehatra ka miaraka miraika miankavia sy miankavanana manao fihetsika mitovy. Ny firaisan-kinan’ny tarika no nahavitana izany |
Hita, araka io fafana io, fa mihamitombo hatrany ny tahan’ny olona mampiasa fomba fandrindram-piterahana vokatry ny ezaka ataon’ny tompon’andraikitry ny fahasalamana. |
Fampiharana fanadinana kely 8 ora 2 ora 10 ora 2 herinandro 2 ora |
Famaritan’ny atao hoe poezia |
Fofonaina mahavelona no natohokao ny olona ry anriamanitra tsitoha, ry andriamanitra mpamorona v. A, tak.126-127 and 1 koa satria izy no nanome ny aina, dia ananany fahefana tanteraka izany. Hoy ny ntaolo vodivarin’andriamanitra ny olombelona ka izay tiany halaina no alainy, ary izay tiany havela no avelany. Mibahan-to... |
Jereo ny tovana ii. B, lah48, takl18 66jereo ny tovana ii. A, lah34, takl1 67jereo ny tovana i. B, lah20, tak107 68andikana ny classe speciale 69mitovy amin ireo kilasy ambaratonga voalohany eny amin ny sekolim-panjakana t 3, t4, t5. |
Mémoire de c. A. P. E. N e. N. S antananarivo. |
Teny fampidirana |
Rima mifanjohy |
Raha jerena ny ao amin’ny malok’ila dia hita fa toerana mivelatra satria ambanivohitra sy andrenivohitra, antananarivo sy mahajanga. Ireo dia entina manamarina ny habetsahan’ny olana misy eo amin’i bakoly sy i johary , ny fisavoritahana eo amin’ny fianakavian-drajao sy randrenja . |
Inona no vokatra ateraky |
Izany hoe, fehezanteny mifamaly rafitra, mitovy vahana, mitovy hevitra no ilazana fa tsara raha kapohina kely, faizina, omena teny mampieritreritra, ampahafantarina azy ny ratsy nataony ireo izay tsy manara-dalàna mba ho tonga saina ka hanam-pahendrena sy fahalalana.88 |
Goaikia goaika |
Stankiewic z , op cit, p 240 toute deviation de la norme peut colorer l’émotivité |
Ny mpandray anjara ravaka izy ireo indray dia natao handravaka ny tantara fotsiny ihany. Izany hoe natao ho ravaka ao amin ny fitantarana. Tsy voatery hanana fifandraisana amin ny mpandray anjara fototra izy ireo. Ireo mpandray anjara ravaka ao amin’ny rehitra hambom-po ireo mpanarama an-dreniny amin ny fanaovana asa t... |
Points forts de la région vakinankaratra en matière de mines dans la région, on a enregistré une centaine de petites exploitants miniers, notamment en matière d’exploitation des pierres précieuses et semi-précieuse, et deux grandes sociétés d’exploitation et de valorisations de substances minérales industrielles, à sav... |
Ny halavany |
Tolo- kevitra mba hananana boky fampianarana tsara tefy ary tsy mora lany andro ny tolo- kevitra haroso dia hiainga amin’izay voalaza rehetra tany aloha, indrindra moa ny hita tao amin’ny toko 1-2, sy 1-3, ary ny 3-1 sy 3-2. Boky fampianarana tsara tefy, ary tsy mora lany andro moa no tanjona, ka ireto manaraka ireto n... |
Rince et b lecherbonnier, 1986 sartre j. P. 1980 |
La grande idée sous-jacente à la pensée protestante contemporaine, c’est que la procréation n’est pas la fin principale du mariage. La chose est déjà notoire chez calvin qui semble donner avant tout au mariage la valeur d’une aide mutuelle entre l’homme et la femme, selon le mot de la bible ii n’est pas bon que l’homme... |
Mampiavaka ny tantara tsangana malagasy kosa ny fisian’ny hira izay mamintina na mameno ny voalazan’ny tantara ao amin’ny sangy mahery, dia mihira ny fanantenana amin’ny alalan’ny rahoviana no hipaika i bakoly eo am-piandrasana ny fanapahan- kevitry ravalo. Fehiny raha fintinina ny mikasika an’iny ambaratongam-panasoka... |
Ny tokantranony loharanom-piarahamonina ny ankohonana. Avy ao no miainga ny fiainan’ny olombelona. Mpandinika iray nanamarina izany i r. Hubert. Hoy izy ny fahamendrehana , na ny hatsaran-toetra ananan’ny olona, izay azo avy ao anatin’ny ankohonana, dia azo antenaina fa ho loharanom-pahendrena, ary ho toy ny fitaovana ... |
Ny fitahiany anao ilay tompo be fitia; |
Atsinanana antsirabe ii, ambatolampy |
Miaiky ny zava-bitan’andriamanitra izy rehefa teny ambony botry tsy nahita tory fa nitonantonana nandinika ny hakadirin’ny zava- boahary, nibanjina ny vahin-danitra, miandry ny fiposahan’ny masoandro ! Manganohano mainty ranoray ny ranomasina. Eto anivon’ny lalina indrindra i robena nitolagaga ny famoronana. Nahatsiaro... |
Randriamiadanarivo aingam-pivoarana, antananarivo. 1995 |
Resultat avant impots -1 611 160,17 18 129 055,88 |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.