text
stringlengths
10
11k
Hoy i charles renel ao amin’ny archives de la république de madagascar 10.202.207. P 66. Le malgache est une langue pauvre, convenant un demi-civilisé son vocabulaire est pauvre et déjà fortement encombré de mots arabes, swahili, anglais, français. Il est peu précis la morphologie est tout à fait rudimentaire. Le synta...
Hanamafisan’ny mpanoratra ny filazana ny fihatsarambelatsihy ho fositra mandrava ny fitiavana dia asehony fa mandrava tanteraka ny fihatsarambelatsihy. Asehony izany amin’ny hoe singambolo natao tovana ny fifampiarahabana, ka nosarotahan’ny fandrotra ratsy fehy a. P 254 tsapa avy amin’ny vakiteny atao fa ahitana fanova...
Le début de la décennie 1990 a vu la naissance d un processus de démocratisation qui, à terme, devrait faire prendre conscience de la nécessité pour tous les acteurs de la vie économique. Dans le même temps, la crise économique et financière génère, par le biais des programmes d ajustement structurel ou pas, appuyés pa...
Tandremo, tandremo, tandremo, halaviro ity pôlitika pôlitika pôlitika ity, fa mahatapa-doha. Tak1
Sary nalaina tao ampiringalava ny volana jolay 2013
Ny fandaharam-pianarana taranja teny malagasy kilasy faharoa ny fandaharam-pianarana taranja teny malagasy kilasy faharoa dia nanomboka nampiharina taorian’ny fanatsarana azy tamin’ny taona 1993. Io fandaharam-pianarana iodia ahitana ireto teny fampidirana amin’ny ankapobeny ahitana ny fanolorana ankapobeny momba ilay ...
Laza adina i isa 06 manomeza anjara asa telo sahanin’ny literatiora isa 3 manomeza toetra telo mampiavaka ny literatiora am-bava isa 3 laza adina ii isa 14 ny poeta dia manambara ny fihetseham-pony sy ny fihetsehan-tsainy ary ny fiotanam-panahiny ho fanta-bahoaka; ankoatra izay dia toy ny olon-drehetra ihany izy. Azo h...
Lohatenin’ny tononkira vakodraza? A
Sary 3 ilay andriamanitra vehivavy nandrava ny babylone
Fomba firafiny -fitambaran’ny mpanamarika sy ny marihana -fandaminana eo anivon’ny fiarahamonina -teny mirafitra sy mirindra ary manana endrika kanto
Nom du fournisseur adresse n téléphone facture n
Fampiaharana eo amin’ny lesona fandrosoana zaraina sokajy roa ny mpianatra dia omena lohahevitra iray ka ny iray miombon-kevitra ary ny iray manohitra izany. Ohatra manimba ny tanora ny fidiran’ireo zava-baovao avy any ivelany eto madagasikara. Zavatra jerena ny fomba fitondrana resaka ny tohan-kevitra ampiasaina ny fa...
Raolison 2003
Ary toy izao no ambarany ao amin’ny sampanana
Ii. Tolo-kevitra hoan’ny vondrona entanina
Anterin’ireto mpanoratra ireto fa manana ny heriny lehibe tokoa andriamanitra, ka maro ireo asa soratra izay milaza ny fahagagana sy ny asam- pamonjena nataony. Izany rehetra izany dia ny hevitry ny baiboly ihany no nentina nandrafitra izay tiany holazaina. Ity fafana ity no maneho izay fanovozan-kevitra tao amin’ny ba...
Hatsaraina ny masomboly mitobaka ny karazana masomboly amin’izao fotoana izao ka tokony hitandrina amin’ny fifidianana izany ny tantsaha satria mety tsy hifanaraka amin’ny tany na ny toetr’andro ao an-toerana ny karazam-bary heverina fa tsara. Noho izany, anjaran’ny tantsaha ny mandinika izay mifanaraka amin’ny zava-mi...
Anisan’ny fialam-boly ankafizin’i faralahy ny mitendry gitara sy ny mihira, indrindra ireo hira malagasy sy ny kalon’ny fahiny. Fony mbola mpianatra tany amin’ny lycée gallieni izy dia efa mpitendry gitara. Nihanitombo izany fankafizany ny zava-kanto izany nony nanambady an-dramatoa zoeline izy.
Nandritra ny vanim-potoana nanofanana anay no nahatapa-kevitra anay manokana hisafidy ny literatiora, izay zana-taranja nanavanana sy nahafinaritra anay kokoa.
Sary maneho vehivavy anta ala mizara sakafo ao amin’ny tra o heva
Dia raha misy any ho any a hafa sahy milaza izany a izaho akory tsy manahy b fa tsy mitovy velively b ilay fatran’ ny fitia e mety atolony sy ny ahy. B
Ambohitrimanjaka zaza menavava narian-dreniny tany anaty lava-piringa
Fa rehefa nakipaky ny maraina ny haizinrny alina dia niara-resy taminy koa ny 5 nofinrny somambisamby, ka endrika mamantambantana sisa notarafinrny hazavanrny fiainana. Fa inona moa ny fiainana?
Avy eo dia lasa saina somary verivery handeha hiala maina ! Hijanona irery!
Fafana 5 mpandray anjara ravaka
Gaston mialaret. Psychopédagogie des moyens audiovisuels. Puf. 1966
Ampifandraiso amin’ny tsilo anaran’ny mpanoratra boky nosoratany
Raha maneho ny rafi-pisainan’ireo saranga ambony ny literatiora sangany, ny literatiora madinika kosa manasongadina ny rafi-pisainan’ny saranga ambany, ny fiainany andavanandro. Maneho izany i tah viet raha nandinika ny literatiora madinika tao vietnam niara-dalana tamin’ny literatioran’ireo manam-pahaizana no niroboro...
Ny tsena any ivelany fantatra fa tsy ny ao talata volonondry ihany no mamokatra ny koba ravina, nefa kosa hita ny fivangongoan’ireo mpivarotra ao an-toerana ka tsy maintsy mitady lalan- kafa izy ireo, mety amin’ny heriny samirery na koa amin’ny alalan’ny fiaraha-miasa amin’ny orinasa samihafa. Amin’ny alalan’ny mpamoka...
Rado ianao no te ho ratsy saina any! Maninona no tsy izaho no niadiana tamin’ireny, fa no izy? Sa kosa nialona ny hatsaran-tarehiny izato ianao?
Jean joseph rabearivelo; samuel ratany; jasmina ratsimiseta; iharilanto patrick andriamangatiana.
Clarisse ratsifandrihamanana sy ny vadiny
Ny fitahiany rehetra. Misaora an’i jehovah ianao ry fanahiko ka atolory azy ny haja ambony indrindra fa izy efa namela ny helokao rehetra ka nanadio ny ota efa vita koa misaora an’i jehovah ry fanahiko misaora ny anarany masina v. A. , lah.34 tsy tokony ho faly hisaotra sy handray ny soa avy aminy fotsiny anefa ny olom...
Rafahiny fahiny isika no tena malagasy fa izao an ! Aoka aho tsy hilaza be fa sao mahavalalanina.
Ny rafi-pitondrana teo amin ny tsimihety
Ny lafiny mahaliana
Tsara ny fifampitondran ingahy rabary sy ramatoa razay ary i sahondra teo am-boalohany. Niadana i sahondra, ary voakarakara ny zanany. Ny tsy nanomezany an i bakoly hotaizan ny nenifarany no nandrava ny fifandraisany soa ihany fa misy ny lavan ny tanàna iray manontolo manelanelana ny fonenany satria tsy ny tranony ihan...
Do! Mandondona varavarana nivoha
Ilay tovovavy janga efa nialoha antsika ao anaty fanjakan’ny lanitra fa ny vatana nomeny sy nekeny hoviraina
Valala iray aza hanjary hifanapahana
Porofo 2 ny fitiavam-boninahitra nananany rabenja sao dia mivadika lakoraika’ty ianao. Ahoana ny ho fitsarany ahy avy eo? Ary ny laza amam-boninahitro? Tsia ravao a! Mitadiava ianao, ary aoka tsy hisy hahafantatra izao raharaha izao mihitsy afa-tsy isika efa-mianaka fiz ii, seho2
Sedra toa gaga ianao?
Nanomboka nandray fitenenana ilay soavaly vao amin’ny toetranay. Mody nangina aloha ny rehetra nihaino ity feo vaovao ao an-tsofiny. Hoy mantsy ilay ritsoka feon-kira izaho no madame volasoa ernestine, sady nosoratany teny amin’ny solaitrabe ny anarany. Antsoina fotsiny hoe madame vola , efa manambady, vita mariazy, ts...
Le conseil d’administration 4 ca
Boiteau p. Avec la collaboration de boiteau m. Et boiteau a. L. 1998 dictionnaires des noms malgaches de vegetaux. Collection nature flore de madagascar. Ed alzieu. 490p.
Ciassament instruction oerm nente aclm1nistratini1 territorial,
Entina manantitrantitra hoe tena hisakana azy tsy hioitra indray koa .
Sakaiza sakaizakaiza sakaizana
Zay azon’ise tsy milao koa angamba ! Izao ry zalahy vao ho kotsa sy petsa fa tena ho fongotra mban-taniketsa !
Donner des textes d’auteurs étrangers seulement ne fait qu’éloigner l’apprenant des valeurs littéraires de son pays. Un texte de montesquieu nous enseigne l’organisation des pouvoirs législatifs, judiciaire et exécutif un poème d’alfred de vigny nous enseigne l’attitude à tenir face à la mort. Mais il serait aussi plus...
Roa an-dahy
Sary 23 ny ray aman-dreny sy ny zokin-jatovo mpiray kibon omby mamono lamba nyrazana
Teny famaranana ho famaranana ny asa, dia tiana ny mampahatsiahy, fa tsy lany hamamiana ny matoan-dahatsoratra avoakan’ny gazety lakroan’i madagasikara. Anisan’ny notsongaina tamin’izany ny tantara foronina izay nivoaka teo anelanelan’ny taona 2006- 2009 dingana telo lehibe no nanompanana ny asa fikarohana. Ny fizarana...
Mandresy lahatra ny itenenana fa tena manaitra tokoa ny zazavavin’ny alina.
Sy ny z 44 zezo andl 1-2-3-4-5 zezo ô ô zezo, zanak’andriamanitra tonga olona ary naka fomban’olona andriamanitra zezo mpamonjy naka fomba e zezo mpamonjy fomban’olona zezo mpamonjy
Dada sy i neny araka izany no sarivelon’ny fitiavana eto an-tany. Fitiavana tsy sandaim-bola amin-karena ny azy ireo, fa atobany maimaim-poana ho an’ny zanany. Ny zanaka rahateo moa no solofo kolokolo dimbin’ny vary, ka rariny raha hatao izay hisondrotany hatrany, hahatafita azy eo amin’ny fiainany. Tsinjo izany ao ami...
Nenibe mieritreritra kely dia mihodina avy eo amin’ny seza ary miatrika an’i zefa vetivety monja an! Any àry fa mihaino an i zefa aho e! Raha vao lavabe eo. Tonga dia.
Tsy nahitanay ohatra ny fifamaliana -g h- am-paran-teny. Tsy mahagaga izany satria tsy mba mamaran-teny ny renifeo g .
Baovao nitranga hatrany hatrany eo amin’ny lafiny politika, ara-toe-karena, fitsipi- piainana, ara-tsaina amam-pahalalana 7
Ny foko sihanaka isan’ny foko iray lehibe mandrafitra ny vahoaka malagasy ny foko sihanaka satria ahitana karazan’olona maro ao. Masianaka io no nakana ny teny hoe sihanaka, teny roa si anaka. Izay midika hoe si nania ary ny anaka avy amin’ny hoe taranaka ny sihanaka izany dia ireo taranaka nania, raha ara-bakiteny. An...
Séminaires sur la sécurité alimentaire, stratégie communautaire de sécurité alimentaire et pays acp , cta, bruxelles, 1997, 93 tak.
Famoretana teo amin’ny sehatry ny toe-karena nokendren’i galliéni ny hanova ny toekaren’i madagasikara ho loharano fanovozana tombontsoa ho an’i firantsa36 hoentiny manatratra ny tanjony, dia nalain’ny fanjakana avokoa ireo tany tsy vita baorina, ary nomeny hohajarian’ireo vazaha voanjo nampidiriny teto37. Ambonin’izay...
Nataontsika izy.
Ii.1.1- ny mpanoratra piesy teatraly
Anarana raharivao miadatsoa no line adiresy fokontany sy kaominina antsampandrano, disitrika ambatolampy 104 tel 033 13 048 39
Fanombanana f amin’ireo ambaratonga telo nanasokajian’ny ntaolo ny fananam-panahy heverina fa tsara ka tokony hananana. Fananam-panahy inona no manentana ny fanaovana ireo zavatra manaraka ireto hetsika karazam-panahy valiny azo fanampiana ny kamboty sy ny mahantra mila izany ny fitsaboana ny aretina ny fanaovana fitaf...
Les différentes méthodes contraceptives
Tranonkala
Source ; salfa ambohibao
Eny, ry fo, aina volamena, nampalesiko tambony foko, mba hamery dia ity saina omena, 20- asiako hira tsy hampitoloko .
Mitovy tanteraka eo ilay voambolana mitamberina. Ny tapany faharoa amin’ny anadiplose no manazava ny momba ny kanto eo amin’ilay vehivavy sy ny momba azy. Toa tian’ny mpanoratra ho fantatry ny mpamaky amin’ny antsipiriany ny momba ilay vehivavy asehony eto, ka io sarinteny anadiplose io no nanasongadinany izany.
Janoary i ii iii iv
Laho hataka mahety tery maventy lehibe mampa atona mampanatona ma aniky mihanika ma oro mandoro moasy mpimasy, ampa aôdy, dadarabe malôha maloha ma ano manao môra mora mandrai y maraina miava manongotra ahi-dratsy mifira mikapa zavamaniry amin’ny antsy mibeda a mitoetra mizaha mijery mitaino mihaino mitevy mikapa hazo ...
Nampiasaina eto ny fampitahana hoenti-maneho fa nampisalasala an’i miaro izay itondrany ny fiainana ka nyy finoana anantenam-pahavelomana no nofidiny mba tsy hahasolafaka azy intsony. Nampirimorimo ny sainy hatrany anefa ny fahitana ny fiainana any am-ponja tsy nampitony ny eritreriny. Ny fanantenana ho tafita mivaivay...
Explication sur la façon d’utiliser une méthode
Ny fahasamihafana eo amin’ireo lycée roa ireo eo amin’ny fitantanana
Ny fahatanorako .
Fanamarihana ny voambolana marina izay fototry ny lohahevitra dinihina dia samy hita tao amin’ny lahatsoratra 5 avokoa ny voambolana nafenina, takona, nototorana samy hita tao amin’ny lahatsoratra 1 sy lahatsoratra 2 avokoa. Ny voambolana iadian-kevitra kosa dia hita tao
Indro andriamanitra no famonjena ahy ; dia hatoky aho fa tsy mba hatahotra isaia 12 2
Ny fanatanterahana ny mamahoaka fahiny dia namolavola ny mpiray tanàna hiray hina sy nanamafy ny fihavanana nisy tamin’izy ireo. Tsy handoka be fahatany izahay ka hilaza fiarahamonina tena tsy nisy tsiny akory no nisy vokatr’izany. Azo heverina kosa anefa fa ny fahatsapan’ireo mpanan-karena tena ho tokony hitarika ny f...
Zahay hamikitra ihany ’zahay hamikitra hatrany averina isan’andininy na dia efa tsy hahavita azy na dia efa mokonazy na lany fika, very loha na fitondrana efa lo, na dia efa diso tetika ny firenena no milentika na mahantra ny vahoaka fadiranovana, mikaoka
Dogo m-natosha mdogo mnatosha toerana anaty ampy ampy ny toerana anaty
Iii-1-2- ny fahamarinan’ny zavatra aseho
Zava-dehibe navohitra tao anatin’ny fizarana fahatelo farany ity koa ny fampifandraisana ny malo sy ny fampianarana. Azo atao tsara ny manefy ny toe- tsain’ny mpianatra hahay hiara-monina, hifankahazo am-po indrindra hahay handefitra. Endrika iray mba hahafahana mampandroso ny hafa ny fandraisana andraikitra. Any an-ts...
Ecole normale superieure departement de la formation initiale cer langue et lettres malgaches memoire pour l’obtention du c. A. P. E. N
Areheto indray androany ny jironao hitsilo itsy maty -mainty volo.
Ny lafiny toekarena
Ny mpianatra mahavita ny ambaratonga fahatelo dia afaka 1. Mitia sy mikolo ary miarao ny haren-tsaina malagasy; 2. Manana saina matotra sy mandanjalanja ary tia karokaroka; 3. Mikirakira sy mampiasa ny teny malagasy amin ny maha fitaovam- panehoan-kevitra sy fifandraisana azy; 4. Manakatra ny lanjan ny haren-tsain ny f...
Teny fisaorana alohan’ny hanolorana ny vokatry ny fikarohana dia tianay ny maneho fisaorana sy fankasitrahana feno ireo rehetra nanampy anay mivantana na ankolaka tamin’ny fanatontosana ity asa fikarohana atolotray ity. Toy ny tao-trano izy ity ka tsy vitan’ny irery, ary tahaka ny asa vadi-drano ka tsy vita raha tsy ni...
Razafimahefa myriam 34 taona
Tsy tratra ny tanjona
Fa be ny miketrika hanao voretra a
Fanadinana nahitana asa roa no natrehan’ny mpianatry ny lisea aceem kilasy famaranana ta2. Tsy inona izany fa ny fanontaniana sy valiny ary ny fanadihadiana lahatsoratra. Mpianatra 18 no niatrika fanadinana. Mila hahasinkasina ny olana setrain’ny mpianatra tamin’ny asa nampanaovina azy mba hahafahana mandray fanapahan-...
No tena tsy ataon’ireo mpanao zafindraony ho ambanin-javatra indrindra. Ny vodihena tsa mienga aloha hoy ny mpikabary betsileo maneho izany.
Taratra àry eto fa mifampitondra ny mavesatra, mifanampy amin’ny zava-manjo ny ntaolo malgasy, eo anatrehan’ny olana maro atrehana eo amin’ny fiainana, tahaka ny fiaraha-miory raha sanatria misy ny voina, na koa manoloana ny fahavalo.
Fanafohezan-teny sy eva vitsivitsy hita ato amin’ity andran’asa fikarohana ity
Nankaiza ny maitso tety ? Ringitra sisa ny tazana votry sy karaobato no tandran-kavoana mihangazna
Araka ny foto-pinoana ôrtôdôksa dia andriamanitra no nanome ny hafatra masina tamin’ny olo-masina sy ny mpaminany tany amin’ny testamenta taloha, izay hotanterahin’i jesoa kristy. Tsy nanao herisetra tamin’olombelona andriamanitra tamin’ny fisehoan’ny zavatra nambarany, satria zavatra tsy takatry ny sain’olombelona no ...
Guy belloncle, o. P, cit, p 20 sur le plan des principes , le méthode proposé ici est la seul qui soit d’emblée culturellement acceptable 76 rajoelina, anao ny safidy zaza firy ? Lahy sa vavy? , novambra 1979, tak 141
Raha jerena manokana ny zava-nisy tamin’ny telo volana faharoa, teo amin’io mpampianatra io ihany, dia nahitana fahabangana tanteraka. Tao amin’ny kilasy ta 10, ohatra, dia tsy nisy mihitsy ny fampiasana nomena, na dia ho fanomanana ny fanadinana telo volana faharoa iraisana aza, fa lesona foana no natao. Tamin’ny fiha...