text
stringlengths
10
11k
Ra-gly iz any ve ts y tom bony ho ants ika! Ao ny lam ban-drazana vaovao! S asàna m adio ts ara dia itadiavana kil ! He! 73
Ii-3-1-2 ireo singa nanintona ny safidiny raha tsiahivina kely dia tao anatin’ ny fahatanorana tokoa ny eja no nifanojo tamin’ ny olon-tiany. Toy ny olona rehetra dia nanana ny singa nanaitra azy izy ka nahatonga azy hisafidy izay ho sila-panahiny. Matetika izy ireny no miloatra ka voalaza ao amin’ny tononkalo. Hita so...
Ny menalamba tao andrefan’ankaratra; m. Rasamuel ny menalamba tao andrefan’ankaratra tamin’ny 1895-1896 ; tak. 143 , tak 131-133
Atolotry ranivonandrasana telintsoa fehizoro
Analyse des facteurs endogènes d’après les enquêtes menées dans les deux établissements. Les facteurs endogènes sont l’une des premières causes de cette rechute. Selon les enquêtes auprès des élèves, ils ont tous unanimement soit 20 individus, 100 répondu oui à la question suivante l’environnement influence-t-il votre ...
Efa ela efa ela no ninoako, fa misy andro hitomaniana, misy andro hihomezana. Misy andro hitadiavana, misy andro hahaverezana. Efa ela fa tsy anio, no nahafatanrako fa misy misy andro hitiavana, misy andro hankahalana. Misy andro hamafazana misy andro hiotazana ka raha tonga ny fotoana ; mitsikia ka mitsikia, fa misy a...
Nirehareha an-katakonana, nefa fantatra fa sahy nampiantrano fahavalo hiara-mioko fikomiana, nifandray antsokosoko sy nandefa fanampiana ho an’ireo mikiry biby mbola miezaka tokoa hanohitra an’i la frantsa vonona hitondra soa, ka mamitaka vahoaka ary koa mamafy lainga ho fanoherana vazaha. Mampirisika, manainga ny mala...
Dinidinika sy vetsovetso méditation
Eto, dia nentin ny mpanoratra hilazana hevitra roa mifanohitra ny fifamalian- drafitry ny fehezanteny. Ny iantsoana azy araka izany, dia fehezanteny mitovy vahana mifanipa-kevitra.
Fotoam-pivelarana amin’ny lafiny rehetra ny fahatanorana. Dingam-piainana tsy maintsy lalovana aorian’ny fahazazana. Araka ny anambaran-drabetafika azy dia izay rehetra tian-ko vanona tsara dia tsy maintsy haorina amin’ny andro fahatanorana13. Nisy ireo sekoly maro nanabe an-dratsimba georges ary niantoka ny fahombiaza...
Famaritana karazany sokajy mandresy lahatra
Boky i , tak 11 113 boky i , tak 83
Tak.86, and.1, and.2, and.3, and.4 85v. Tak.88, and.1, and.2, and.3
Angon-kevitra fanitsiana
Fomba iray hahafahan’ny mpanoratra manoritsoritra ny toerananivelaran’ny tantara ihany koa ny fandokoana ny toe-tany. Ny fisian’ny toe-tany maina no asongadina amin’ny fanoritsoritana ny faritra any ambanivohitry aostalia atsimo.
Ohatra toy ny hita amin’ny tononkalo hiran’ny kamboty , nosoratan’i ando tsy ahitana ny boky na gazety nakana azy , sy ny daty nanoratana azy tahaka izany koa ny tononkalo tiako ianao ry soratro , nosoratan- drakotoson emeralda tsy misy ny nakana azy , sy ny fotoana nanoratana azy na nivoahany ny hain-teny ny hazo avo ...
Zotra zojotra zorana
Fahefatr’adiny taty aoriana dia efa tonga teny amin’ny biraon’ny ati-tany ireo jiolahy rmp tak 161.
Potika aminao zaho, mille morceaux
Nanao fanitarana izahay izay tsy misy ifandraisany amin’ny lohahevitra niom- panan’ny asa fikarohana nataonay. Na izany aza, lahabolana no nikirakiraina nahafahana namoaka sy nanohan-kevitra. Tsy ireo lahabolana voalaza ireo ihany no misy amin’ity fiarahamonina ity. Izao rahateo no sehatra ahafahana manararaotra mampah...
Auteur anonyme en gazety ny fandrosoam-bovao 1925, n 15 99 razafimahatratra noro 2002, tak 146
Vondrona ambara tak. 85
Douglas, m. Magie et miracle , de la souillure, éditions la découverte, paris vè, 1992. P78 il ne dépendait pas nécessairement d’un rite, il pouvait irruption n’importe ou, à n’importe quel moment pour repondre à de vertueux besoins ou aux exigences de la justice. Certains objets, lieux et personnes avaient un pouvoir ...
Angoja 83 72 70 76 120 12 130 138 14 146 77 81 184 192 159 16 66 69 30 32 1062 1102 2164
Ny ana-dray aman-dreny tokoa mantsy toy ny tsipak ombalahy raha mahavoa mahafaty, raha tsy mahavoa mahafanina niaiky ny fahamarinan izany tao anatin ny taratasy nalefany ho an i rondro i sahondra mijaly, ry rondro, satria mijinja izay nafafiko, namboly fitiavana teo amin ny tsy azo itokiana aho ka mafy ny mahazo ahy. N...
Andokon’i asiniony ny alahelo ihany koa ny tamberin-teny an- dohan’andininy mifanesy. Malahelo noho ny fitiavana tsy tanteraka izy ao amin’ny nofy 215 nofy ihany ireny tsy ho to akory nofy ihany ireny tsy hisy mpahalala.
Ohatra 1 ao amin’ny rangotra folo ins pecteur ritra tanteraka ny ran’ity tovolahy ity 111
Badò, ny atsimo andrefana manao do, ny betsileo manao fa àny, ny avy any avaratrin’i nosy manao dô. Voasokajy ho isan’ny bibidia ny do ka tsy mba fiompy, fa any an’ala sy any an-tsaha no misy ny fitoerany, ankehitriny anefa dia mahagaga fa toa misy miompy ity biby anankiray ity. Rehefa lehibe loatra ny dodia lasa fa àn...
Fendrofendro mamendrofendro
Jaovelo-dzao r. , mythes, rites et transes à madagascar. Angano, joro et tromba sakalava, antananarivo ambozontany, analamahitsy, paris karthala, 2005, p.113 13 lévi-strauss, claude. Mythologues. Le cru et le cuit. Paris, plon, 1964, 403 p. 14 mircea, eliade. Myth and reality. New york and evansion harper torchbooks, 1...
Map madagascar action plan otiv ombona tahiry ifampisamborana vola psdr programme de soutien du développement rural ratia radio tantsaha imerina akanga saf sampan’asa fampandrosoana
This research is based on the school book. Fomba famolavolana boky fampianarana literatiora miainga amin’ny fitsikerana ny boky fary mamy kilasy voalohany the theory intercultural communication of r. Jakoboson; forming the diagram emitter -message receiver and the structural theory of f. Richaudeau the teaching book mu...
Madio eritreritra, madio fiteny ary madio fitondran-tena ny mpanazava io lalàna io moa dia nalaina avy amin ny lalàna iombonan ny skoto eran-tany, ary koa mifandray amin ny lalàna nomen andriamanitra hoentina mitia azy sy ny namana. Ny tarigetra iainan ireo mpanazava ireo dia ny hoe vonona fitsipika sy fepetra tsy nata...
Nolakamoina. Itena isany maditra ratsy, itena isany tsy mba mahalala izay
L’empirisme postule que toute connaissance provient essentiellement de l’expérience. Représenté par les philosophes anglais roger bacon, john locke et george berkeley, ce courant postule que la connaissance.
Ndrema, 50 taona, manambady sy manan-janaka 3 lahy sy vavy iray, tonga teto ankiakabe ny fiandohan’ny taona 2009. Fanadihadiana natao taminy ny 15 martsa 2013 tamin’ny 2 ora tolakandro. 113rakotoarivelo celestin, 50 taona, tompon’andraikitra amin’ny fikambanana t. P. A izay fikambanana mpanjono ao ankiakabe no sady mpa...
Tazanina eny am-pita 10 ka bako sady ngita ; fa voninkazo soa tsy manam-paharoa.
Universite d’antananarivo faculte de droit, d’economie, de gestion et de sociologie
Mbola ny fomba fambolem-bary nentim-paharazana no ampiasain’ny mponina antananambo. Tsy didina ny vary rehefa matoy, fa sangorina tsirairay ary anaovana tranohomby23 amin’ny matrangy24 alohan’ny hitaterana azy an- tohitra any an-tanàna. Mihena ny voka-bary rehefa misy ny aretim-bary, na ny hainandro mandazo ny vary vao...
Ralaimpidoroka
Loharano fandaharan’ny rnm ny vehivavy sy ny fampandrosoana fanambarana nataon-dramatoa ramerason amarante mpandrindra nationaly ny fawe madagasikara ny 05 05 12. 75gazety akon’ny fanabeazana laharana 04 mey 2011, tak 04
Tsy hitanao angaha iry toeram-pitsinjovana mihoson-dra fa teny ny andro no nianjera; nolefonin’ny alina tsy mifaditrovana; ny alin’io tsy miala, ry vetsoko tomoera.
Lycee kaominina marontsetra sekolytsymiankina lycée générale maroantsetra
Koto ka angaha nijanona tamin izay?
Araka ny efa voalaza dia nifanandrify tsara tamin’ny vanim-potoanan’ny tolona navaivay teto madagasikara ny zavatra tantaraina ao amin’ny tantara fofombadiko. Tolona izay nataon’ireo tia tanindrazana maro, ary misongadina amin’izany ny tamin’ny 1947 izay voasoritra mazava tsara ao amin’ny tantara foronina. Voafaoka ao ...
Fa izao kosa dia hodinihina indray ny fanabeazana tandrify ny tsirairay amin’ny mahaolona. 2.3.2. Ny fanabeazana tandrify ny tsirairay amin’ny mahaolona
Mahamenatra ny mpitondra fivavahana vahiny ny mifanerasera amin ny olona heverina fa ratsy fitondran-tena tahaka an i sahondra tsy noraisin ny misiônera protestanta hampianatra izy fa maloto fiaina, ary tsy neken ny
Randja zanamihoatra, vainafo tononkira, ambozontany, fianarantsoa, 1967, tak 113 42 rado, midi madagasikara, 5 aogositra 1987 43 j. N ravalitera, tovozin-tsy ritra, boky 5, ed tsipika, antananarivo, 2001, tak.94.
Tsy sanatria nohadinoana akory ramatoakely faniry vatosoa, izay loharano nipoirana ary angady nananana sy vy nahitana ny fototry ny fikarohana. Fisaorana feno no atolotra azy sy ireo ray aman-dreniny, noho ny fandraisan’izy ireo anay, tamim-pahatsorana sy ny nanekeny ny ho voahelingelina hatrany ary ny hisahirana tamin...
Alohan’ny hanadihadiana ny atao hoe rango dia tsara raha hampahafantarina aloha ny toerana izay nanaovana ny fikarohana hampahafantarina manaraka izany koa ny mombamomba ny rango amin’ny ankapobeny. 1-1-ny toerana nanaovana fanadihadiana 1-1-1-distrikan’i faratsiho 1-1-1-1-ny tantarany nosafidinay manokana ny distrikan...
Razafindrasoa, f. A.
Fa tafavoaka hono, ilay taksi-borosy
Er marina’h, rambon’omby, in rm, tak16-17
Iv-4 les résultats des questionnaires dans la région du vakinankaratra q-1 depuis quand vous avez pratiqué ce sport ? Le sport asa tany existait déjà ici chez nous en 2001, durant la fête pascal et c’est à ce moment qu’on commence à participer à la compétition, mais la pratique du asa tany, c’est déjà depuis notre peti...
Ny vokatry ny fahasahiranan’ny ray aman-dreny iaraha-mahalala ny fahasarotam-piainana ankehitriny ary dia misy fiantraikany amin’ny fanabeazana ny ankizy izany. Voatery mitsoaka an-daharana an-tsekoly ny zanaky ny tena sahirana na tsy mianatra mihitsy. Maro an’isa amin’ireny ny ankizivavy.
Ny fahitana io volana io koa rehefa fenomanana, dia manetsika ny aingam-panahin ny mpanakanto maro, na mpamoron-kira izany, na mpanao hosodoko, fa indrindra ny poety toa an ny sampandrofia. Toy izao no nanehoany izany diavolana 46 njao lay volana manganohano fa toy ny anjely zay miditra an-trano injao mangoratsaka mand...
Lazao ny atao hoe kanto amin’ny ankapobeny.
Introduction à l’analyse du roman, éd. Aramand colin, coll. Lettres sup, paris, 192p
Tabataba izao. 20 dia mivadika amin’iretsy terak’ikalahafa ny mason-dramatoa. Itena izany
Dadanay tsy eto intsony, neny tiana niova trano mbola bodo sy adala, dia tafiditra amin’ny ety ianao no mahalala ’zay rehetra soa sy mety. In ny mpandinika, 20 septambra 1929
Tsindro-mahararin’ ny tsilom-belovelo, fiainan-tsy manjary sy dindon’alahelo 5 izany no mba tao anatin’eritreriny fa dia nitady anao ny zotran’ny fijeriny.
Fafana maneho ny isan’ny mpianatra tao amin’ny kaominina antanetikely ambohijoky nandritra ny taom-pianarana roa nifanesy karazana sekoly isan’ny mpianatra taom-pianarana
Handroso ve iarivo amin’ny taona roa arivo ? Izay no sombin-kafatr’ireo mpifakatia nataony tsara loko nanerana ny trano
Tinker , base for effectivy reading. Minneapolis, university of minnesota press,1965. In f richaudeau , in op cit, tak 112.
Présentation du programme de l’h a effectuée par le relais communautaire
Malinowski b. 1963 les argonautes du pacifique occidental. Paris gallimard, 606 p.
Vii. Santionana valin-teny tamin’ny andiam- panontaniana
Manana ny ampy ianareo dia tsy maika loatra hampiova na inona na inona eo amin’ny fari-piainan’ny hafa efa tsy nahavita ianareo, ary tsy hanao koa, aoka hataonay. Aoka ny tantara no hitsara! Tsy manana fotoana hifandaharana aminareo intsony izahay, hoy i solo, nisarika ilay tovolahy namany 181. Variana nifanenjika ny m...
Manofana ho mpampianatra ny sekoly nianarana dia ny ecole normale supérieure. Nanatrika ny fio fanana tao nandritra ny dimy taona ny tenanay. Heverina , araka izany, fa mety ny hanaovana asa fikarohana momba ny haifampianarana. Isan’ny nanosika anay hisafidy izao asa fikarohana izao ny fahitana fa mitotongana ny fanabe...
Ahoana no fiarovan-tenan’ny voapanga? Cir niaiky ny fahadisoany izy saingy nametraka kosa fa na izany aza tsy tena diso tanteraka, satria tokony hisy olon- dehibe miaraka amin’ilay zaza raha mandeha eny amin’ny arabe. Ilay zaza ihany koa dia niampita tampoka ka tsy hitany. Raha ny heviny dia diso kokoa ny ray aman-dren...
Fijerena ny momba ny mpiofana
Rahanitra ianao mantsy raleva dia tsy manan-katao raha tsy mifanditra lava amin’ikotolita foana isan’andro an! Kanefa resaka tsy misy dikany akory no atao fa miafara amin’ny gidragidra lava izao. Raleva ah ah ah! Zava-dehibe sy manan-danja mihitsy no noresahiko taminy teo kah! Rahanitra zava-dehibe inona koa izao izany...
Ny sarinteny miorina amin’ny tamberin-javatra
Ohatra 1 ao amin’ny tadiavo ny lohako re nikalo tonga e to ambohipihaonana indray ny sam y mpivoaka alina a! ! 91 em l
Mbola lovaina ankehitriny iza no omena tsiny? 120 ny fehezan-teny manontany no faranana amin’ny baraingo misy valinteny andrasana amin’ny mpamaky izany, ka mety ny hoe tsy misy no andrasana eto. Fanontaniana mifono fitsikerana ny zava-misy iainan’ny vahoaka, noho izany, no ataon’ny mpanoratra eo. Ambarany ao anatin’iza...
Toko ii ireo zavatra tsy maintsy iaretana nandritra ny fotoana iambenana, sy ny fiaraha- miasan’i tsiry sy i fano ary rakotovao. Manasongadina ireo tsy rariny ampiharin’ny mpampiasa amin’ireo mpikarama ao aminy. Toko iii ny entana tsy ara-dalàna ampidirin’ingahy karana an-tsokosoko amin’ny alina, ao amin’ny trano fitah...
Afa-po ve ianao amin’ny fiasan’ny mpianatra?
Misy karazany telo ny filaza azo ampiasaina eo amin’ny fandresen-dahatra filaza tsotra sy ny filaza mandidy ary ny filaza manontany.
Ny fomba fijery eo amin’ny lafiny toekarena no azo ambara fa niaingan’ny fanehoana ny patrimoine satria mamaritra ireo fananana na zava-tsoa mivaingana eo ampelatanan’ny olona iray na fianakaviana ka afaka ampitaina amin’ny taranaka. Nisy fitarany be ny fampiasana ilay teny ary saika voasahana avokoa ny sehatra rehetra...
Ny sampana sekoly alahady izy no zokiny indrindra ao amin’ny fiangonana ara-tantara satria hatramin’ny niorenan’ny fiangonana tamin’ny 1868 no efa nisiany. Fianarana soratra masina ho an’ny rehetra fa indrindra ny zaza, ankizy, tanora eny fa na ny lehibe aza, fa ny ankizy no tena maro an’isa. Ny alahady maraina mialoha...
Fampitana contact
Fahatelo, ny kisary dia maneho toe-javatra tsy milamina ary mikorontana. Misy avo ary misy iva, izay mitory ny fitsimbadibadihan’ny fiainana.
Sampana teny sy lahabolana ary riba malagasy
Lazain-drabenja salomon koa io hevitra io ao amin’ny tandremo manao hoe nahoana no dia nandosirana tsy mba nomena masina ny rantsana izay namikirana nanaovana voady sy dina ? Sa rendriky ny akany soa narentin’ny hazo an-tanàna, ka sahy manadino ary koa manipaka laka-nitana ? 78
Tsy misy ny famatsiana manokana tena misahana ny ao amin’ny akany fa miankina amin’ireo mpanao asa soa izany ary tsy voafetra ny fisiany sy ny fahatongavany. Mivelona amin’ny asa tanana sy ny voly an-tanety vitsivitsy ny mania. Amidy ary anampiana ny filana amin’ny fiainana andavanandro ny vola azo avy amin’ny asa tana...
Toetran’andriama nitra 2 mifono ny maha-loharanon- tsaina, fahendrena an’andriamanitra
Asiniony 1 oktobra 1998
Fambolen-kazo fiarovana ny faritra foibe, fiarovana ireo ala saraka mbola velona reboisement tampon , natao izany ho fandrakofana ny atiala may. Fanorenana trano fitiliana sy fanaraha-maso ny faritr’ala poste de guet
Miara, haintenin’ireo mpampijaly, 08 sepitambira 2009, ton146, tak 152, boky i 158 abi de povoara abus de pouvoir 159 botsaiky, povoara, 07 febroary 2008, ton 83, tak 89, boky i
Toy izao ary izany fandaniana izany raha raisina hatrany amin’ny sakanjaza fafana 17
Voaravaka sarin-teny samihafa ihany koa ny tononkalo nivoaka tao amin’ny gazety takariva tamin’io vanim-potoana io. Ny tena hita matetika anefa, dia ny tamberina.
Ilay kawanku namako no tondroina ho tompon’ilay buku boky
Antrhopologie dynamique 1960-html
Nanokafany ny famelabelaran-kevitra mikasika ny pôlitika kosa, dia omeny lanja eo am-piandohan’ny hafatra v. A, tak.124 fa ny malagasy sy ny pôlitika no lohateny hobanjinintsika , fa tsy l em l
Ankolaka kosa no amelezan’i dad’af ny mpanao pôlitika zatra manao fampanantenana poak’aty sy mangala-bato mba hahazoana fahefana, amin’ity tononkalony ity amiko tsy ilaina izay prôpagandy na hamafy lainga sy hilaza vandy ka na iza ho tia na iza hankahala ny ahy ref’zay, ’zah tsy te hahalala
Navadibadiko ny diariko, dia voavaky izay voarakitro herintaona tahaka izao, mialoha fifidianana indreo ny anarana efa haiko tsianjery indreo nataoko menamena ny rijan-kevitra naely nataoko maitsomaitso ireo zava-nozaraina ary izay nampanantenaina ho an’ity vohitray osa nataoko mangamanga kosa.
Mpisehatra sy iainany ilay olona soloany ao anatin’ny tantara, fa raha tsy izany dia zava- poana sy rediredy foana no atrehin’ny mpijery satria tsy miaina. Tsy mahagaga raha tsy mankafy tantara tsangana ny olona teo aloha. Hoy manko i roger laufer manamarika an’izany ao izay manao fampisehoana dia manana ny fitsipika m...
Mora araka izany, ny fampitana ny fahalalana, satria mazoto mandray anjara amin’ny fampianarana ny mpianatra. Ireo fenehoana fihetseham-po mahafinaritra ataon’ny mpampianatra dia maneho fa firaisam-po amin’ny mpianatra sy fampaherezana azy ireo25. Ny fanaovana izany dia mety hahazoana vokatra tsara kokoa.
La socialisation des stagiaires n’est pas effective
Rakofana ravin-kafe na antafoka fary160 eo ambonin’ireo trondro mandritra ny fanamainana azy mba hahatsara volo na hahatsara endrika ilay trondro. Ho an’ny trondro lehibe kosa, vakina avy ao an-damosiny mba hampivelatra azy ary esorina ny ao anaty kibony. Tsy sasana tahaka ny teo aloha ihany koa ity farany hitazomana n...