text stringlengths 10 11k |
|---|
Boky i tak 76 190 boky i tak 39 |
Croce, l’esthétique comme science de l’expression et linguistique générale, paris, 1904, p 61 la sémantique esthétique appelle une méthode différente de la linguistique. |
Toy ny tanora rehetra ihany i faniry vatosoa ka mba manana ny fialam-boliny. |
Roa no asa soratry ny mpanoratra. Tantara foronina avokoa izy ireo satria tena nanavanana azy tanteraka izany. Mbola kely izy mantsy dia efa revo tamin’ny famakiana lahatsoratra sy boky amin’ny teny malagasy, porofon’izany ny nahavitany namaky ny baiboly iray manontolo sy ny antontan-gazety ny mpandinika nisy ny lahara... |
Tsy mifanalavitra loatra amin’izay famaritana naroson’i pierre fontanier izay no namaritan’i siméon rajaona27 azy amin’ny teny malagasy hoe fomba filazan-javatra mihoatry ny tena izy, na manatsara izany na manaratsy, na manalehibe na manakely porofon’izany ity ohatra eto ity andriambavilanitra |
Adalo lalandava malamalo-tava tsy taratra amintsika ny volana sariaka! Taona am-polo firy ny soasanti-dozo? Ny angovo anefa izao he mangozohozo! |
Justin rajoro, mpanjaka eo ambany lalàna , justin rajoro, 1945. |
Fa nam arinina tam in’ire o taratas y hita sy tavela tao anaty fiara s y tany am -paosiny izany hita ireo m panao rats y, saingy tratra maty fa ts y trà-belona ints ony. Kapok’andriam anitra sy ny razana ve izao, hoy ny fanontaniana mipetraka? Asa re ! 50 |
Ny zava-misy ankehitriny maro amin’ny malagasy no mihevaheva, tsy mana-pototra ijoroana intsony. Na tsy mahafantatra ihany koa ny fototra ijoroany. Fisainana, fiaina, fahazarana, fiteny, fitafy samy mampiharihary io fitsingevahevan’ny malagasy maro io mihazakazaka ny fandrosoan’izao tontolo izao, mitondra zava-baovao m... |
Ry velona tsarovy! Ka kendreo izay hihafarana ny andraikitrao mba tovy, dia ny misy hanefana! |
Fanamarihana |
T3 iza tokoa re no ho tompon’io amin’izany e ? Aoka aloha hodinihiko. E’- f se sa |
Ny tononkalo malala-drafitra |
Taorian’ny fihitsohana ara-toe-karena nanenika izao tontolo izao, dia nanao ezaka manokana ireo firenena lehibe hanatsarany ny harin-karenany i etazonia dia nanao ny plan de relance économique des etats-unis de 2009 hoentiny manarina ireo fahavoazana ara-bola lehibe nahazo azy. Ity pilanina ity dia fandaharana asa nape... |
Ny biraom-piangonana ny biraom-piangonana izay rafitra ambony indrindra eo anivon’ny paroasy tsirairay avy dia fitambarana sokajin’olona roa ka ny ampahany voalohany dia |
Angola vaky hehy anie aho nioty anao hataoko kilalao dia nody ny tavela tanaty vetsovetso. Fa sambatra aho moa. 5 isaiko ny adrisa sinambotry ny zaza mihira fitsikiana ; alaiko hiangavy ny tononkiranao 10 ny molo-jazavavy. Tsy iza fa ianao no ao am-poko ao misangisangy amiko ka teliko sy mamiko tongava rahariva ! |
Fa topi-maso kely monja hifampitana ilay fitia sy faniriana hiara-dia. |
Fanamarihana manao fanasokajiana ny mpanoratra eto. Ambarany fa lala-maizina ny fitokiana amin’ny razana raha lala-mazava kosa ny fiarahana amin’andriamanitra. Hita araka izany fa misy akony eo amin’ny asa soratry ny mpanoratra ny asany. Mpitandrina mantsy i michel andrianjafy, ka sahy naneho ankarihary fa ratsy ny fan... |
Ny fanabeazana dia fitaizana sy famolavolana ny maha olona feno amin’ny ara-batana, ara-tsaina ary ara-panahy. Mandringa anefa izany amin’izao andro ankehitriny izao, fa toa ny ara-tsaina ihany no omena lanja-betsaka. 07-petra-kevitra |
Talala 6 février 1996 |
Tsy mandeha ho azy na misaratsaraka ny fiainam-piarahamonina fa mifandray sy mifandrohy avokoa ny lafim-piainana rehetra ao aminy na sôsialy na toe-karena sahirana ny olona amin’ny ankapobeny indrindra nihamafy izany hatramin’ny nisian’ny korontana teto amin’ny firenena. Tsy ampy ny fivelomana nefa ny vidim-piainana la... |
Anisan’ny fifamaliana mateza ny fifamaliana u u betsaka ny voanteny iasany, ary vitsy dia vitsy tokana na roa ny voanteny iasan’ny fifamalian’ny zanapeo indonezianina u amin’ny zanapeo malagasy hafa noho u . |
Mifandray amin’ny resaka fahadiovana ihany ny filaminana. Araka ny rakibolana malagasy62 ihany ny filaminana fipetrahan’ny zavatra tsara eo amin’ny anjara toerany avy, firindrana na tsy fisian-java-manembantsembana amin’ny heviny voalohany, ny filaminana izany dia azo heverina ho fanarahana ny rindra araka ny tokony ho... |
Fanandratana ny mpanoratra zandriny |
Ilay tranontsika boribory notovanan-davalava ny soratra tsy niova akory, vao mainka vasobaso-tava ny mpiasa, mpiasa tsy afa-diana ny mpampianatra miasa any dia variana? |
Mety ho voajanahary toy ny fahita amin’ny tanety nefa mety ho vokatry ny fahasimban’ny ala savoka |
Hosika fanao amin’ny joro tsy afa-misaraka amin’ny fomba amam-panao ny hosika. Arakaraka ny raharaha atao ny tononkira ventesina amin’izany. Ity hosika iray ity dia fanao foana isaky ny misy fomba atao satria ho fankasitrahana ny razana rehefa avy manao joro. Tsy lava ny tononkira fa miverimberina ka maharitra hatramin... |
Ny sehatra maha zava-kanto ny laza masaka |
Razafinirina jean françois 27 04 98 3e b 16 non |
Ny fizarana fahatelo farany no nanaovana fandalinana ny endri- pampianarana hita nandritra ny firotsahana an-tsehatra natao. Nisy ny lafiny nahitana fahombiazana, nisy kosa ny lesoka. Ny tanjom-pampianarana no mari- drefy nentina nanombana izany. Nisy ny tolo-kevitra ho fanatsarana naroso, izay nifandraika indrindra ta... |
Vato misakana ny fampandrosoam-pirenena ny fitomboan’ny mponina vokatry ny fananahana ambony eto madagasikara. Manoloana izany, nampidirina ho isan’ny tetikasam-pirenena ny fandrindram-piterahana ka apetraka amin’ny faritra rehetra manerana ny nosy. Noho izany, heverinay fa ilaina ny fandinihana ny fihetsika amam-pihev... |
Zaho intsony tsy mba zaza |
Présenté par ramarosata françoise directeur de mémoire docteur razanabahiny victorine enseignant-chercheur |
Ny antony nampahomby ny fampitan-desona |
Ny rafi-pehezanteny manana ny lanjany eo amin’ny hevitra tiana hisongadina ny rafi-pehezanteny tso-drafitra na mivadi-drafitra. |
Iarivo fonenana |
Teo anatrehan’izany rehetra izany dia niezaka izahay nandamina ny fandaharam-potoananay ary nitondra namana rehefa nilamindamina ny toe-draharaha nisy teto amin’ny firenena, mba hanangona ireo asa soratra ireo. |
Ny kolontsaina kristiana nanomboka ny taona 1818 |
Amoronana anarana ilazana toetra ny sokajy u mpamari-toetra, anarana na matoanteny no ampiasaina amin’izany. Endrika amin’ny tokana ihany no miasa eto. Ohatra mpamari-toetra zuri tsara u-zuri hatsara, hatsarana anarana tu olona u- tu ny maha olona matoanteny ku-weza fahafahana manao zavatra u-wezo fahafahana |
Fizahan-takila |
Amin’ny mahavadina tovoho azy, izany hoe lefitra, na eo amin’ny isata anaomby na eo amin’ny mpanjaka isan-tanàna dia mpanotrona ny randriambavy na ny mpanjaka vavy izy amin’izay lanonana rehetra alehany. Mpiara-miasa akaiky amin’ny vadin’ny mpanjaka sy mpanolo-tsaina azy. Afaka mandray ny andraikitry ny vadina mpanjaka... |
Famintinana ny asa |
Naka rabemanantsoa, izao ankehitriny izao naka rabemanantsoa, 1928. |
Ny fampitahana fampifanatrehana atao indrindra mba hampivoitra ny tombony na lesoka eo amin ny hevitra roa nampifanatrehina ny hevitra na teny efa tsara petraka eo amin ny kolontsaina ohatra amin izany, ny lahatsoratra ahitana ohabolana na hevitry ny mpandinika fanta-daza iray. Mindrana ny fahefan ny ntaolo na mpandini... |
Ambaran’ny mpanoratra fa mbola tena voafatotry ny vahiny taneraka ny tany madagasikara. Eny ry aiko, avia jereo i gasikara manoloana topazo maso ireto gadra mbola tsy afaka sy rava. H. A, fiz ii hanjakan’ny vahiny mantsy ny haren’i madagasikara. Ry zareo no tompon-daka afaka manjakazaka sy mitavana ny harena, na ny ao ... |
Raha aseho ao anaty fafana tsotsotra ireo, dia toy izao fizarana lohateny toko ao anatiny takila misy azy |
Arivonimamo 57389 miarinarivo 63128 soavinandriana 70779 faritra itasy 191297 |
Ny fahafahana eto no soatoavina iraisan-drado amin’ny afrikanina ka mahatonga ny fony hitempo firahalahiana amin’izy ireo mahakasika ny fikatsahana izany fahafahana izany. Io fihetseham-po ananan-drado io ihany koa no mahatonga azy hitsiry fihetseham-po mankahala izay manembatsenbana ny fahafahana. Ny fampiasana ny ten... |
Taona 2 1 3 16,66 1 4 5 18,51 |
Hrtxl ? 1 2, 1i |
Ambohimasoa |
Soa kristy fôpla ny lohanao zany ka, miteniteny foana tahaka izany rehefa olona madi-doha, tsy mba azo resen-dahatra. Ho anay aloha dia mba nahitanay fahatoniana teo anatrehan ny ady amin ny fiainana ange ireny rehetra 470- ireny e! Miisa 12 izany ny fiangonana voatetiko, mikaro-javatsoa aho ranona a. |
Fandraisan’ny mpianatra an-tsoratra mandritra ny famelabelarana nataon’ny mpampianatra, dia mandray an-tsoratra izay tiany horaisina ny mpianatra. |
Sehatra maro no azon’ny mpianatra irotsahana anatanterahana asa fikarohana ho an’ny sampana teny malagasy, toy ny riba, literatiora, hain-teny, fandinihina fiaraha-monina, ny haifampianarana ary eo koa ny zana-taranja stylistique na haifiteny na haifiangaly 1, izay niantefan’ny safidinay. Izy ity dia zana-taranja niana... |
Masomboly mandray izany ny ta. Fa antsirabe, ny tranom-barotra lehibe any ambatondrazaka, ireo fikambanana tantsaha fehin’ny toko 2-3 niroso tamin’ny fiaraha-miasa niarahana tamin’ireo tantsaha tao marololo ny ta. Fa ny taona 2002. Mba hahafahana mampijoro tsara ny fikambanana anefa, ilaina ny fisian’ny fanentanana eny... |
Ny hevitry ny teny hoe maintimolaly |
Zana-peo a ? A u |
Ny fehezanteny azo dia 25 ma a y y mpianatsy. A.34 raha toy izao ny fehezanteny andrasana mandeha ma a y an-dakilasy y mpianatsy. |
Molimoly raho tsaike e! E! He! 290-moly raho tsaike e! Sinarike1 ama ty manao izao ty tolama itse2 ty ambelahy valo natao tsy miaratse3, o kiloa valo oo natao tsy miaratse, 295-o sakan’a ombe valo oo natao tsy miaratse, o vosy valo lahy io natao tsy miaratse, temboay4 valo natao tsy miaratse, tarabao5 valo oo natao tsy... |
Bref, tout le monde a pris conscience de la situation désastreuse dans la quelle ils vivent et estiment que la continuation de la grève est indispensable. Une appropriation de l’espace va se faire dans le désordre et la violence pour leur revendication. La bande galope d’une fosse à une autre, revient sur ses pas, repa... |
Manaraka izany, fanampiana ireo asa soratra efa voaangona hatramin’izay ny famintinana ho vondrona ambara ireo tantara nosoratan’i faralahy. |
Ny tolo-tanana avy amin’ny mpikaroka 3.4.5. Fandraisana anjara amin’ny fanatanterahana hetsika ara- kolotoraly ho fihazonana ny mpianatra ao an-dakilasy andraikitra efa noraisinay efa hatry ny ela ny fanampiana ireo mpampianatra namana amin’ny fanatanterahana hetsika tahaka izany, na dia efa tsy nampianatra taty fenoar... |
Le poete commence alors l’histoire de son amour v. 68 162 avec l’intensité d’une hallucination, il revit le bonheur entrevu, la souffrance de la trahison, la scène brutale de la rupture. En vain il voudrait rester maitre de ses sentiments malgré les efforts de la muse pour l’apaiser, don indignation éclate en une frémi... |
Estine rinara soa gazetim-panakana, 26 août 1938, tak. 441-442 |
Tamin’izany io sekoly io dia niankina tanteraka tamin’ny ministère de l’enseignement de l’education secondaire et de l’éducation de base’’ ary ny ’’ ministère de l’emploi de l’enseignement technique et de la formation professionnelle’’ maro ny proviseur nifandimby nitantana ny sekoly. Haroso manaraka ato anaty fafana i... |
Misy ozona io ange, asa re raha mba nosaininy |
Mananany ray -miara-monina mitady ny fasan- drainy |
Ny fitiavako rehetra no iasako ho anao . |
Ka ianaro ny fitak’i bao sy talasy |
Ra-gly ao tsara ampidino moramora amin’izay! |
Fanombanana ny vokatra azo nandritra ny fanadihadiana natao ny fampianarana tantaran’ny literatiora no tena nifotorana tamin’ny fanadihadiana natao tany an-dakilasy. Tsy mora ny tombana momba izany. Ny tombana mantsy dia jery lanja amin’ny zavatra natao na fandrefesana ny zava- bita , ahitana na tratra ny tanjona na ts... |
Ny andrim-panjakana iray dia tsy mianina sy mionona amin’ny rafiny ihany ; hahazo aina kokoa izy, izany hoe haharitra, raha hainy ny mandresy lahatra ny olona ao anatiny sy ireo mitantana azy. Raha momba ny fitsinjaram-pahefana, ny faharesen-dahatra dia mifandraika amin’ny vontoatiny sy ny fivelaran’ny fandraisan’ny ol... |
Hira iforetan-tsaina, hira rotsin’alahelo! Rotsim-po mitaintaina hilaza tsiambaratelo |
Cette procédure comptable doit être enregistrée dans un manuel elle doit être mise à jours pour qu’elle puisse satisfaire le besoin du centre de santé. Ce manuel doit être diffusé à toutes les personnes concernées telles que médecin chef, gestionnaire, auditeur, caissier, comptable. |
Tao amin’ny fizarana faharoa izahay no niezaka nanasongadina ireo olana sedrain’ny mpampianatra taranja malagasy sy izay antony mety mahatonga izany olana izany. Tamin’izany no nijerenay ny fiheverana ny teny sy ny taranja malagasy. Ny lanjany sy ny anjara asany, ary ny fandaharam-pianarana sy politika ary ny filam-pan... |
Razafintsalama, ny finoana sy ny fomba malagasy, edisiona md paoly filles de st-paul- antananarivo |
Manome 340 eo ho eo kosa ny isan’ny mpivavaka ao amin’ny fiangonana ankaraobato araka ny nambaran’i salamo tsiajotso katekista marihina fa ny merina sy ny betsileo no tena mazoto amin’ny fankanesana any am-piangonana . |
Fpi niveau 1ère, 2ème, 3ème année bep bacc pro secteurs industriel genie civil agricole tertiaire filieres toutes metiers tous matiere malagasy |
Fianakaviana kristianiana no nipoiran i clarisse ratsifandrihamanana. Na ny raibeny avy amin-drainy, na ny raibeny avy amin-dreniny, mantsy dia samy evanjelistra avokoa. Ny evanjelistra moa dia mpikolokolo ny fiainam- panahin ny mpino kristianina. Izany asa izany anefa dia mitaky fahaizana mandresy lahatra na eo amin n... |
Lahatsoratra 6 ny finoan’ny malagasy io lahatra io mivantana aloha dia hoe didy tsy azo toherina. Izany ilay fiononany amim-piondrehana sy amim-pahanginana hoe aza manantena hery, fa ny lahatra tsy azo iombonana , hany hery ekeo ny lahatra, fa hadalana ny maika hanana raha izany ve, moa tsy fanekena tsy sazoka sy an-te... |
Session août 2010 date de soutenance 24 août 2010 |
Ny finoana |
Fanazarana e donnez les réponses give the answers iza no matory ao atsimo ao? Iza no naka ny solomasoko? Iza no nihinana ny sakafoko? |
O! Ry malagasy 41 |
Ny momba ny fandaharam-pianarana tsy ny fandaharam-pianarana iray manontolo akory no horesahina eto, fa ny momba ny zana-taranja literatiora ihany. Raha ny endrika isehoany no dinihana, dia hita fa mitovy izany ho an’ny kilasy tsirairay. Saingy ny vontoatiny no mihalalina hatrany arakaraka ny ambaratonga lalovan’ny mpi... |
Satry hanonona hatrany izany anaran’olon-tiana izany. Maneho izany i toky ao amin’ny lalaina. Feon-kira isan’ora tonom-bavaka isan’andro ny anaranao lalaiko ! Ny zava-miseho eo amin’ny fiainana andavan’andro aza dia toa mampahatsiahy hatrany ny olon-tiana avokoa. Ambaran’i mahefa ao amin’ny tsy eto fa eto izany. Ny mok... |
Rabemolaly f , ravalitera a , ravelomanana h , fary mamy kilasy famaranana, edition salohy, trano printy loterana, antananarivo, 1986, 277 takila |
Tafiditra tao moramanga ihany ihany izy roalahy na dia somary sarotra aza. Tao amin’ny renin’i donga no nivantana sady niafina ary rehefa tonga i tondra dia niara- nizotra nankany amin’ny tobin-dramora indray. Ity fanafihana ny fonjan’i moramanga ity no fanafihana farany voaresaka ao amin’ny boky. Mbola izy roalahy hat... |
Mba hahatonga ny mpijery teatra hahazo fahafaham-po tanteraka, alohan’ny hialàny ao anaty efitrano fampisehoana, dia fintinina tany am- piafarana izay voalazan’ny tantara. Ampahatsiahivina ireo hevi-dehibe tiana havohitra. Tsy resaka tsotra anefa no entina maneho izany, fa amin’ny alalan’ny hira. Raisina ohatra amin’iz... |
Tononkalo fisehatra 2 ny hafatr’i rainandriamampandry |
Teny te hizaha teny aho, teny fiainana ho anao aina fonosim-pahatsiarovana teny miaina ny endrikao anivom-pahasambarana. Te hizaha teny aho, teny tsy lazaina, fa nofisina ho to ho vatana hiaina an-tany fara sento, teny mahay ny hantanao, aina, sento, tokan’ny fitia te hizaha teny aho, teny mihararetra anao, isaky ny sa... |
Tamin’ity vanim-potoana ity tokoa mantsy dia nalaza teto amintsika ny hira sy ny gadona vahiny, toy ny rapy, ny hip-hop, 17. Ny tanora no tena lasibatra sy voasarik’ireny hira sy gadon-kira ireny. Adrenesana sy ahitana azy avokoa na ny ao amin’ny onjam-peo, na ao amin’ny fahitalavitra, na koa eo ampivorian’ny samy tano... |
Ny fihetseham-pon-drazafindramanana. |
Tovana voalohany lohatenin’ireo hafatra rehetra |
Lita moramora ianao rabaina hoy aho fa any an-trano miresaka a! Dia iny izahay no lasa |
Ny fampifandraisana ny jeografia sy ny vakoka no ahafahana mitaratra ny fiorenan’ny tanàn-dehibe miankina amin’ny vakoka. I marcel roncaloyo40 no naneho izany nandritra ny fihaonambe la géographie humaine , ary nanasongadina izany tao anatin’ny dinidinika entretiens du patrimoine tamin’ny taona 1994. Nofaritany tao |
Vonoy ny sitrapo o ! Ry dadako henoy ka meteza ho modely fa mivonona hivoatra izany ilo mby an-doha hanadio ilay tsy foy tsy hariana velively d’ilay reniko any an-koatra. |
Lahatra -fanambadiana ohatra fiarahana amin’ny vazaha frantsay -fahafatesana -fanambadiana ohatra fiarahana amin’ny sinoa na senegaly -fahafatesana amin’ny fomba mahatsiravina |
Ohatra1 lahatsoratra famotopotoran-kevitra nosoratan’i georges andriamanantena, mitondra ny lohateny heo hilaza ve ianao fa tolona am-batolampy ny fiainana, izay ratsy fitana no ho vaky loha ny hamafin’ny fiainana no tiana hambara ao anatin’ity oha-pitenenana ity. Mitaky herim-po sy herin-tsaina ny fiatrehana io adim-p... |
Ny fanontaniana sy valiny |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.