text stringlengths 10 11k |
|---|
Vh tak 32 nandao tsy satry an’i sahondra fa maika ny antson’ingahirainy. Nampitamby fitia ny asa aman’andraikiny . |
Tsy tagna ny vazaha avy tandafy. Nakatra ny sôridany ty manjangay. Nandeha namantagna antananarivo, nitarihim-bazaha kôranely. Nagôrôhôro zaza amim-baiavy. Nangitangitaka ranavalomanjaka. Tsy nahay saimbo ny hôva jiaby. Mandry ny tany azom-bazaha. Fahavalo tsy misy, andevo nalagna. Mafoaka tatô ny garamaso. Tahirin-kev... |
Halatra etsy, ady eroa, ny vaky trano mihamaro any atsimotsimo any analinkisa ny dahalo ny vono olona ami’zany tsy azo tantaraina intsony ny halatra , ny ady , ny vaky trano , ny dahalo , ny vono olona , ireo rehetra ireo dia samy maneho tsy fandriampahalemana avokoa. Vokatry ny zava-nisy fiakaran’ny vidim-piainana, fa... |
Ireo karazana fialamboly misy eto an-tanàna karazana fotoana sokajin-taonan’ny olona fialamboly mahabe asio marika x mifanitsy amin’izay izy |
Mpanoratra simeona toliara 18 avril 2007 |
Eo amin’ny fidirana |
Nanomboka ny ampitson’io dia tsy nitsahatra nanadio an’i andry na ny fampielezam-peo na ny gazety tsirairay avy. Ary na dia tsy nolazaina tamin’ny antsipiriany aza ny zava-bitan’i andry tamin’ity raharaha namaivay ity dia nahazohazo aina kosa ny vahoaka fa hay tsy meloka akory ilay maheriny tak 199. |
Izay mahakolokolo no manana ny soa hoy ny voalaza ao amin’ny hira protestanta. Ny fahaizana mikolokolo ny fitiavana no heverina ho anisan’ny manan-danja eo amin’ny fitiavana, satria, io no mahatonga azy ho velona soa aman-tsara. |
Vakivakim-piainana nosoratan’iharilannto patrick andriamangatiana famintinana ny tantara 81-82 |
Adiresy antranoroa soavinandriana itasy soavinandriana ambony |
Feno, voarakitra ao piainana, voarakitra fanehoana ny |
Teny fampidirana 1 0.1. Petrakolana 1 0.2. Antony nisafidianana ny lohatenim-pikarohana 2 0.3. Zava-kendrena 3 0.4. Ireo haitsikera nampiasaina nenti-nanatanteraka ny asa 4 0.5. Fomba nanatanterahana ny asa 5 0.6. Ny fahasahiranana tamin’ny fikarohana 6 0.7. Ny fetran’ny asa 7 0.8. Ny drafitra itondrana ny asa 7 i. Fiz... |
La civilisation du vegetale dont la ressort largement la civilisation malgache 7 le caractere de prejugede l’idde selon laquelle il n’est de veritable architecture que de la pierre ; il suffit pour s’en debarasserde se rappeller que le nom meme architecte signifie ethimologiquement patron et maitre des ouvriers du bois |
Hahataka hahahaha tahataha |
Taom-pianarana 2015-2016 date de dépôt 16 avril 2017 |
Marihina eto fa betsaka ny olona voan’ny aretina -drépanocytose? Aretin’ny rà araka ny voalazan’ny dokotera niresaka taminay, noho ny mponina nivady mpihavana, eny fa na dia tsy hita eto amin’ity antontanisa nomen’izy ireo ity aza izany. Koa raha ity antontanisa ity no jerena dia ny kohaka toux ou rhume no tena mpahazo... |
Ny sanda raketin’ny serana sy ny azo ampiharana azy eo amin’ny fampianarana sy ny fanabeazana |
Mbola azo lazaina ho maro ny mponina no mifantoka bebe kokoa amin’ity karazam- pitsaboana ity, satria raha misy ny aretina, na zavatra hafa manjo azy dia ireo mpitsabo nentim-paharazana no atoniny voalohany. Maro ny antony mety ho mahatonga izany. Misy ireo mandala ny ohabolana sery vitana anamalaho no tsy anatonana to... |
Ny vola no hozatry ny fiainana, ny vola ihany koa no maha rangahy, ary ny manam-patsa be mpitia ny vola miteraka havana fa ny havana mandany vola 76 hoy iharilanto patrick andriamangatiana ho an’iza àry ny vola? Iza no mety hanana azy? Maneho hevitra mahakasika izany ny mpanoratra ao amin’ny hoe ravola79 an’iza ange ra... |
Rasolonjatovo fitsipi-pitenenanana sy lahatsoratra. 113 tak. A |
Ny hasambarantsika manko, tsy hasambarana ara-nofo vetivety dia miofo, tsy hasambarana tefena mba handrendrika ny maso, fa rava moran’ny ankaso, fa fiombonana am-panahy, fiombonana ao anaty tsy mba rava mandra-maty! |
Ataon’ny ntaolo ohatra hilazana ny fihodinkodin’ny fiainana sy ny fiandohan-javatra tsy hita farany ny akoho. Hanehoany ny lafim-piainana maro misarin’ankamantatra toy hoe bolobolo miteraka vatofotsy, vatofotsy miteraka bolobolo 50. Ny bolobolo midika hoe akoho ary ny vatofotsy dia ilazana ny atody ao anatin’izany anka... |
Ny tebitebinao ireny koboninao tsy an-kiteny ny vavakao sesilany, ny masonao toa mitomany no sisa nahalalana izany |
Sokajy c d |
Somary taritiny lavalava sady ataony amin’ny antsipiriany, hanehoana fa nisy zava- dehibe nitranga tao. Manasongadina ireo fotoana ireo, ohatra, ny fanehoany mazava izany, toy ny hoe dimy taona mahery tak 20 , herin’andro taorian’ny. Tak 23 , 30 taona lasa izay. Tak 58 , mitatao vovonana tak 67 , efa mitsotsorika ny ma... |
Andininy 37 fitrandrahana hazan-dranomamy sy hazan-dranomasina tsy nahazoan-dalana |
Fitenin-drazana hanalavana fitenenana |
Tsy maintsy sorohana araka izay azo atao ny aretina samihafa amin’ny alalan’ny vakisiny. Maromaro ihany ny karazana vakisiny atao amin’ny akoho manatodilava manokana araka ity fafana faha10 ity. Ampifanarahana amin’ny ny karazana aretina ny vakisiny samihafa fanefitra amin’izany ary ny fomba fampiasana azy. |
Intérêt de l’étude en rapport avec notre filière d’études en sciences du travail, nous avons choisi de mener nos recherches dans le domaine de la formation professionnelle des jeunes en grande difficultés demandeurs d’emploi, suite aux multiples constats par rapport aux exigences ou conditions des postes publiés par le... |
Nojerena tato amin’ny fizarana voalohany ny famariparitana ny lohahevitra izay hadihadiana eto amin’ity asakaroka ity. Hita tao anatin’izany ny famaritana ny teny hoe fianarana, ny fanabeazana ; hita fa tsy mitovy loatra ny hevitry ny voambolana hoe fampianarana sy ny hoe fanabeazana. Mifintina kokoa ny asa atao amin’n... |
Tanàna miorina an-tsaha, tsy mila vahiny mpizaha; ny tavan’ilay olon-tiana, no efa natao hifaliana. |
Et tak 75 tsy nanam-potoana hiraharahana i eva, vao tafavoaka ny varavarana izy dia efa nipololotra avy ao anaty fiara ilay voafidy hiahy azy . |
Ny rafi-pitantanana ny orinasa rakotomalala et fils isany maha fitantanana ny fitantanana eo amin’ny sehatra iray ny fifandraisan’ny mpitondra sy ny entina. |
A, tf2, tonga ny maraina , tak. 51 214 v. A, tn1, ny atao no miverina |
Ny fanitsiana ny fanadihadiana lahatsoratra |
Rapport relatif aux opérations |
Ny zava-bita hodian-tsy hita, tsy ho tsaroana ny hadisoana; ny efa lasa tsy hiverina, totofy ka aza mba heverina. |
Ny fitandrovana ny haja, no manery ny zanaka sy ny ray aman-dreny tsy maintsy hisara-toerana. Hany ka, ny volana sy ny kintana no nanjary nanolorana ny vavaka sy ny faniriana ho an’ilay reniny nilaozana. Araka ny tsiahin’ny mpanoratra hoe dia nilaozany 163 dia nilaozany ny akaniny ary lasa izy niataka, |
Nanao ahoana kosa àry ny fampiharana ireo dingana ireo ary ny fisehony teo amin’ireo tanàna. |
Iii- samihafa aina sy hevitra, gazety boky momba ny fanabeazana amboara faharoa, n 3, laharana faha-7, ambozontany- fianarantsoa. Banque mondiale, 1994, note technique n 14. Fihaonambem-pirenena, 1992, fanabeazana sy kolontsaina, tranom-pirenena- antananarivo. Filazantsaramada. Wordpress. Com |
Delandsheere g. In evaluation continue et examens, précis de docimologie, paris nathan 1975. |
Tanjona manokana ho an’ny tomponandraikitry ny fampianarana hanombanany ny fandaharam-pianarana izay ampiasaina na kasaina hovàna mba hifanaraka amin’ny fampianarana sy fianarana teny sy kolontsaina. Ho an’ny mpampianatra |
Solomona mpanjaka, ny iray tamin’ireo olon-kendry indrindra teto an-tany, dia isan’ny mihira ny finoana sy ny fanantenana. Taratra izany, fony izy raiki-pitia tamin’ny zazavavy solemita iray, nanaovany ny sasany tamin’ny tononkalony kanto indindra nosoratany teto an-tany izy io, tamin’ny filazana fa tsara tarehy tahaka... |
Sous la direction de madame solo raharinjanahary raharimalala anatolie professeur d’enseignement supérieur et de recherche université d’antananarivo ecole normale supérieure |
Eau courante 6,33 borne fontaine 1,27 source 27,85 puits 1,27 forage manuel 24,05 rivière, fleuve 39,24 total 100,0 loharano vpei cream monographie 2009 ny rano sy ny fototra ivelomana ny tahan’ny tsy fahazoana rano fisotro madio ao amin’ny faritra ny taona 2008 dia 38,8 raha ohatra ka tsy dia mifanalavitra amin’izay n... |
Aroso manaraka eto àry ny hevitry ny mpampianatra manoloana ireo teboka manan-danja eo amin’ny fampianarana. |
Taona sekoly sy kilasy toerana |
Ao amin’ny rakibolana malagasy no amaritan’i régis rajemisa- raolison, ny rima, ka hoy izy fitoviam-peo eo amin’ny teny roa hatreo amin’ny zana-peo farany misy tsindrim-peo no ho midina 114 , no atao hoe rima. Miombon-kevitra aminy koa i mazaleyrat, satria aminy, ny rima dia fitovian’ny feo hatreo amin’ny zana-peo misy... |
Lovako t12 tak 70 340 op tak 89 341 vkp tak 16 |
Tsy misy 2 |
Io izao dia tena tsy mitovy ny halavan’ ny andalana ao amin’ ny tononkalo iray, tsy izy rehetra anefa no toy izany fa misy ihany ao amin’ny tononkalo iray no mitovitovy ny andl. Ohatra samy fohifohy ny andalana satria tia ! Dia niova hono aho nanam-pahendrena, tena hafahafa ! Tsy sanatria voafehy, ary dia manaiky miono... |
Soso-kevitra sy vahaolana ho fanatsarana ny fanabeazana ny ankizivavy an-tsekoly |
Fomba fiomanana ny fitsenana ireo razana mba ho tonga hanatrika sy hanotrona ny lanonam-pianakaviana ny ôsi-piraraza a. Ny tari-teny ôsi-piraraza a dia fitambaran’ny teny ôsiky sy firaraza a. Toy izao ny fandrasana azy ôsi ki f iraraza a. Ny teny hoe firaraza a dia miforona avy amin’ny matoanteny mirary, izay miforona ... |
Nanenina mafy tokoa, nandatsa ny tenany ihany ; kanefa hankaiza fa voa ! Ny ditra no anton’izany. |
Ao amin’ny renivohitra iray |
Fafana15 maneho fihetsika sasantsasany eo amin’ny beazina sy ny toro-hevitra ho amin’izany |
Ny eo anelanelan’ny soratra |
Boky sy tahirin-kevitra nampiasaina ireo rakibolana nampiasaina mineseb-cresed ii dictionnaire hachette encyclopédique, edition illustrée, 125.000 définitions, 3000 illustrations, rakotonaivo françois, rakibolana frantsay-malagasy 2003 ambozontany fianarantsoa, , 978p. Regis rajemisa-raolison, rakibolana malagasy, edit... |
Fanavahana sokajin’olona, na mijery ny rafitra an-tanan-tohatra nentin-drazana na ny sokajin’ny lehilahy na vavy fa nanontaniana avokoa izy ireo. 0-3-2 fanangonana tahirin-kevitra maro ireo toerana sy rafitra notsidihina hahazoana ny tahirin-kevitra ilaina. Tao ohatra ny circonsription scolaire cisco , ny foibe fikaroh... |
Evans pritchard, social anthropology anthropologie sociale trad. M. Manin, paris, 1969, p 69 parfois, le principe des âges est formalisé para un système de grades. |
Ny angano eo amin’ny vontoatin’ny angano malagasy, dia mazàna ahitana tantaram-piainan’olona na biby na zavatra hafa. Misy toe- javatra tsy mitombina indraindray amin’ny famelomana azy ireny, satria miteny ilay biby na zavatra. Izany anefa, dia natao ho fanehoana ny sarin’ny fiainan’ny zanak’olombelona. Nataon’ny ntaol... |
Na dia tambazana antsa hafa loko, sy ngado-manintona tsara fitsaika tsy mety miova ny hiran’ny foko zatra ny tonony kanto fipaika. |
Genre décrit les relations construites socialement entre homme et femme. Il fait référence au différence et ou inégalité qui caractérise et influence la vie des femmes et des hommes dans une contexte donnée. |
Maneho ny fireharehan ireo fianakaviany azy noho izy nahita fianarana sy manam-pahalalana. |
Efa saika tranainy avokoa ny ankamaroan’ny boky na tahirin-kevitra miresaka an’ikongo. Ireny boky trainainy ireny anefa no ahafahana mamakafaka ny zava-nisy tamin’izany fotoana izany. Tsikaritra fa samy maneho ny vokatry ny fikarohan’ny mpikaroka avy ny boky nanakaran-kevitra. Na izany aza, rehefa naravona dia nahazoan... |
Raisina ao anaty kahie |
Marofototra toerana fitsangantsanganan-dry robena sy ny namany rehetra ao besalampy, ahitana doanin’ny sakalava. Manamorona ny ranomasina ary misy banja |
Lisitry ny fafana fafana 01 ny isan’ny mponina ato anatin’ny distrika, taona 2010 fafana 02 ny isan’ny mponina ato anatin’ny distrika, taona 2012 fafana 03 fampitahana ny antontan’isan’ny mponina ny taona 2012 sy 2013 fafana 04 fampitahana ny vola miditra amin’ny mpanjono iray arakaraka ny fiovan’ny toetrandro. Fafana ... |
Ny fiainana. Tsy afaka ny hiaina tsy ao anaty fiarahamonina rahateo ny olombelona, noho izany, ilaina ny manatsara io fiarahamiaina io mba hisian’ny filaminana. |
Ny vadin’ny tovoho |
Locutoire production d’un énoncé selon un certain nombre de règles linguistiques. 20austin taterin’i gilles lane, quand dire, c’est faire, p.15 les circonstances dans lesquelles nous employons le langage méritent surtout une attention particulière 21 intention de l’énonciateur en ce qui concerne le type d’information c... |
Eo amin’ny tsirairay sy ny isan-tokantrano ny fanorenana tokantrano iray dia miankina indrindra amin’ny fahamatorana sy ny fifankatiavan’ny mpitovo lahy sy vavy. Saingy tsy izany ihany fa tsy maintsy miditra an- tsehatra amin’izany ny lafiny foto-pivelomana. Ny asa aman-draharaha enti-mifamelona mantsy no isan’ny maha ... |
Mirakitra fanombanana na tsia manambara, milaza, mampatsiahy |
Toa zavatra mampatahotra mandrakariva no ao an-tsain’ny olona rehefa miresaka tolona , toy ny fitifirana, ra mandriaka, fisavorovoroana. Manana lafin-kevitra maro anefa ny tolona arakaraka ny sehatra ampiasana azy. Tsy tsapan’ny olona ihany koa matetika ny maha fitaovam-pitolomana ny asa soratra. Raha takatry ny olona ... |
Tantara filalao an- tsehatra imaintsoanala hita taratra tamin’ireo asa sorany ireo ny nampiavaka ny vanim- potoana fiforetana anaty. Nahitany ireo mpanoratra tanora voataiza anisan’ireo ngezalahy izy. Hanondrotra ny poezia malagasy amin’ny toerana ambonimbony kokoa no tanjona kendreny. Ireto avy ny asa soratra navoakan... |
Jo andrianasolo |
Mbola anisan’ireo fanehoam-pitiavana asehon’ny reny ny fikarakarana ny ankizy. Voakasika ao anatin’izany ny fanadiovana ny vatana ny volo voahogo tsara, ny tanana voadio, ny tongotra mandina72. Noraisin’ny mpanoratra ohatra eto ireo singa tsirairay amin’ny tenan’ny olombelona any ambony ka hatrany ambany hanaporofoany ... |
Nenjehin’ny mpitondra fanjakana mafy ireo mpikambana tao amin’ny mdrm ny filazana ireto fibabohana maro kosa no mahakely finoana azy olona efa nisotro ny aleoko maty ireo hoy robena, ka nofy raha hibaboka, fa tratra an-keriny izy, ary angamba ampijalian’ny vazaha mihitsy! Tak234 |
Mitaraina ny tany, tak 70 86mitaraina ny tany, tak 70 |
Araka izany, dia tsapan’ny mpanoratra fa izay akaikin’ny fon’ny mpitondra sy ny tanana ankavanany ihany no tena mahazo tombon-tsoa. Ny sarambabem-bahoaka kosa dia atao an-jorom-bala, na ambinambiny fotsiny ihany. |
Fanaperana ianao tena mamiko! Halaiko sady tiako tsotr’izao |
Tamberin-drenifeo na allitération |
Lafin-javatra roa no aseho ato amin’ity andininy ity. Ny tapany voalohany no itanisana ireo teny fanarabiana nataon’ny mpihaino. Ny tsy fanekena ho resy kosa no aseho ao amin’ny tapany faharoa. |
Lafin- javatra roa no hibaiko ny fifantenana ny bikabika ivelany, ary ny vontoatiny. Ny bikabika ivelany |
Pour père joseph wresinski6 le terme d’ exclusion 7 a été largement diffusé dans la littérature scientifique et les médias, le rapport du père joseph wresinski au conseil economique et social grande pauvreté et précarité économique et sociale de 1958 a marqué que la société ne saurait pour autant être envisagée comme d... |
Lohateny ny foto-pisainana malagasy ifotoran’ny kabary am-pianakaviana |
Fasiry 4 sadaka alao mivavaka ho anao 132 |
Niry-solosoa |
Ny malom-pianakaviana |
Rafatrapiasa ka ny lanonana anie haingon’ny fotoana e, ny lahasa anton’ny fiainana. Koa ny vizana miasa no miala voly an-danonana ary ny valaky ny andraikitra no misinda saina amin’ny firavoravoana. Ka aza avadika handeha alohan’ny omby ny sarety ary aza atsofoka alohan’ny fonon-tongotra ny kiraro, sao manao pataloha r... |
Fa dia tsindrotsindroka asa no takela-taratasy diplaoman-dratsy vintana |
Handoky hahandro |
La décentralisation consiste en une délégation d’attributions administratives du pouvoircentral vers l’échelon local les collectivités territoriales , au bénéfice cette foisd’organes élus. Cette élection est l’élément central de la décentralisation qui est uneforme de démocratie locale. Les collectivités territoriales ... |
Misy karazany roa ny hainteny ny hainteny tsoa-tokana, ary ny hainteny ifamaliana. Tafiditra ao anatin’ny hainteny tsoa-tokana ny nataon’ny mpanoratra amin’ireo tononkalony ireo. Toa misary ho ankamantatra kosa ny asa soratr’i miara eto malaza tokoa raha malaza mahafantatra hatramin’ny zaza ity anarana mampihomehy rado... |
Hoy i gerbinis imbetsaka no nisy nilaza na nanoratra fa ny teny malagasy dia mitsinjara ho fitenim-paritany marobe izay mety hiheverana azy ho karazam- piteny samy hafa aza. Tena hevi-diso tokony horesena izany. Ny maha teny tokana ny teny malagasy eto madagasikara dia tsy azo lavina mihitsy, fa iraisana ny fototeny, f... |
Voninahitra, harena, na ho mora, na ho mafy; vatosoa sy volamena na hifaly, na hihafy; samy tsisy mahavidy na hisento manjoretra, ilay anjarako voafidy. Ainantsika re no fetra. 188 |
Ny ohabolana hebreo |
Mpianatra no tazana tsy mandray an-tsoratra fa nanao zavatra hafa tsy misy ny fandraisana anjaran’ny mpianatra. |
Ra. Llc; ’ 3 f ’f lt ul’ j! ; , vi f,1 1 ii pre r. E a u l j-ji fs ’i 7’, ’j i , m 1 5 ojo fin2 ; ! ! , l 80 oo l ling i. ; 150 o c, fing , 1! Ti ’. |
Moins heure d’une 1h à 3 heures 3 h à une 1 2 journée |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.