text
stringlengths
10
11k
Ar 2 000 000 ar
Fotoana ahafahana mitsoaka ny tabataban’ny tany ka ifindrana any amin’ny toeran-kafa misy fitsaharana amin’ny alalan’ny nofinofy koa ny alina toy izao ny vetsovetsom-panahin-drafanoharana ao amin’ilay tononkalony, nampitondrainy ny lohateny hoe ny elatrao, ry nofy ton.22 133
Tovana ii-a
Ny fanahy dia ilay fitaovana ao anatin’ny olona ahafahana miahy zavatra, ahafahana mieritreritra, ahafahana mitondra tena ho amin’ny mety eo amin’ny fiarahamonina. Azo avy amin’ny fanabeazana eo amin’ny fiarahamonina ny fananam-panahy, ary azo andrefesana ny maha olona izany. Hoy indrindra ny ohabolana malagasy manao h...
Fanasokajiana ny fomba fampianarana ny tanjona dia ny handraisan’ny kilasy iray manontolo anjara fitenenana, satria ny hevitry ny maro, hono, mahataka-davitra ; ary ny mampanan-karena ny fampianarana dia ny fifanakalozan-kevitra. Zava-kendrena ihany koa ny hialana amin’ny lesona tolotra. Mba hanatrarana izany tanjona i...
Mba hahazoana sy hahitana ny fomba fiainan’ny fiarahamonina iray dia fototra iaingana mihitsy ny firotsahana an-tsehatra mba hifaneraserana sy hifankazarana amin’ny mponina. Mitaky fotoana lavalava anefa izany. Araka ny voalazan’i evans pitchard hoe ny anthrôpôlôgy dia tsy maintsy vonona handany fotoana ela amin’ny fan...
Hita taratra amin’ny tenin-dramily ny fanabantiana an’i tsiry amin’ny hoe ati-doha kely izay midika hoe kely saina, tsy mahataka-davitra. Fanampin’izany ny fampiasana ny sarin-teny fanovana anarana mibakabaka izay ilazana ny fahazoana ny mari- pahaizana bacc, ny hevitra fonosin’izany dia ny filazana fa tsy misy dikany ...
Tantaran-piainana ihany, dia tsaroana fa kristianina i jo andrianasolo. Hita ao amin’ireo asa sorany koa ny fitiavany an’andriamanitra. Ndeha horesahina ny amin’io.
Fa ilay kalokalonao ry voronkely manga feo tsy nahoako hatramin’izay
Ny andinin-tononkalo ahitana andalana dimy136
Fafana 2 ny fitsinjaran’ny mpianatra ao amin’ny sekoly fanabeazana fototra
Ny tanora no afaka mifanandrina amin’ny don-tany sy kapo-tandroka , ny antony dia satria ny zaza dia mbola tsy hahatakatra velively ireo sarin-teny maro atao aminy, ary mbola tsy ampy fahalalana sy tsy manana traikefa amin’ny fandinihina ny tontolo ka na mahazo aza tsy hahita havaly. Ireo mpifanandrina ireo dia olona s...
Manampy amin’ny tantara sy jeografia 20
Mam toto 29 taona v
Fahaizana ka sahirana rehefa misahana asa eo koa ny herisetra atao aminy na mivantana izany na ankolaka. 3.2.2.1. Olana eo amin’ny tsy fahaizana
Ho an’ny fifanovana kubwa hova, azo heverina fa nanahaka tanteraka ny w ka nanome ny endrika kuwwa ; niravona ny w anankiroa, ka nanome endrika kuwa ; ny feo w tao amin’ity endrika farany ity no niova ho v niaraka tamin’ny fiovan’ny feon-teny k ho h .
Miendrika tantara mitohy ihany koa ny fomba namoahana ny sombin-tantara tao amin’ny gazety. Izany no nataon’ireo tompon’andraikitra moa, dia ny mba hisarihana ny mpamaky hividy ny gazety hatrany. Niteraka olana ho anay ihany koa anefa izany, satria, araka ny efa voalaza, dia misy laharan-gazety tsy hita, ka indraindray...
Mifampiankina tanteraka ny anjara asan’ireo rehetra ireo koa raha misy ny fahabangan’ny iray amin’ireo dia tsy ho lavorary ny tantara fandefa amin’ny onjam-peo. 2.4.4. Ny tantara fandefa amin’ny onjam-peo eo amin’ny anjara asany.
Ny silipo ao amin’ny 211 dia zavatra fampiasan’ny olona amin’ny fiainana andavanandro. Amin’ny ankapobeny dia maloto ny silipo; afenina fatratra izy ireny mba tsy hisy mpahita satria zavatra mahamenatra sy manala-baraka. Ampitahain’ny mpiteny amin’ny silipo ilay olona ompana; faritana eto ny tompon’ilay silipo, izay ny...
Ny teny ambara ananam-be, ny hainteny maniry toy ny anana ny fiaro hevitra tahaka ny hitsikitsika mipaoka zanak’akoho.
Le vol de b uf dans le sud -ouest de madagascar -27 p 26cm études inédites , remise par l’auteur à la bibliothèque de 24 juillet 1925
Tonga teto ary ny vazaha tamin’ny taon-jato sivy ambifolo tena resy ny malagasy ka teo ambany ziogany daholo fahoriana sy fijaliana ro niaretana tamin’izany daka kiraro sy poa-basy ro mba hita hatrany hatrany. Mampahatsiahy ny taranaka at? Aoriana ny tolona niaretan’ny malagasy tamin’ny fanjanahantany ny vakodraza? A. ...
Ireo zazakely menavava mpitomany eny amin’ny hopitaly. Ny fianakavian-dramavo.
Ny fifamalinan’ny zana-peo no alefa aloha, manaraka ny fifamalian’ny renifeo. Ho azy roa tonta kosa, dia alahatra araka ny fari-panonana avy aloha mankany afara ny fifanovana.
Ny fikolokoloana ny fitiavana
Fizarana faharoa ny tontolon’ny jono an-dranomasina ao ankiakabe
Acte iii ny decor dia ny tany amin’ny acte i ihany no miverina
Beattie j 1972
Condition de livraison -moyen de transport -délai de livraison
Rainihifina , j. Fomba amam-panao any ikongo, in ny mpanolo-tsaina, 1927, lah 87-88 59 gaudebout, p. Et molet, l. Coutumes et texte tanala, mémoire de l’institut scientifique de madagascar, serie, c , tome, ev-p, paris, 1957, p 123 en cas de deuil, les populations se désintéressent tout les habitudes et les activités d...
Van tieghem, les grandes doctrines littéraires en france, op. Cit, page 38 la littérature doit dégager des traits confus de la nature, ce qui fait l’essence de l’objet et donner une image parfaite. ’’ 141 jereo 2.2.2.1. Mahakasika ny setriny aseho amin’ny alalan’ny fanetren-tena 142 diksionera amin’ny baiboly, op. Cit....
Olana ara-tsosialy 2.1.2.1. Ny fiantraikan’ny loza voajanahary iaraha-mahalala fa na ny toetrandro na ny toetany amin’ny tanàna amorontsiraka toa an’i fenoarivo atsinanana, dia mametraka olana eo amin’ny fiainan’ny mponina indrindra fa eo amin’ny fanabeazana an-tsekoly. Zara ohatra raha mahita trano isitrihana ny mponi...
Ity hirantsika ity no akom-pahatsiarovana handrisika ny dia na inon-kolalovana. Hira izay namboarina ho fanovozan-tsoa, sy mbola hampianarina ireo zafintsika koa.
Ia ahary ale na ano
Feno hatreo ’zany isa malaza zaro manao dia ho hendry ny zaza.
Izay atao ao anatiny dia tsy mitombo fa miangona ka arakaraka ny androtsahana no maha betsaka ny ao anatiny. 106 rasolomanana dieu-donné, ny fiompiana kisoa, birao iraisan’ny mpampiofana tanora tantsaha bimtt , editions ambozontany, antananarivo, 1993, p.150 107 rasolomanana dieu-donné, op. Cit, p.166 108 rasolomanana ...
Hetsaka hetsaketsaka manetsaketsaka manetsanetsanetsaka 214 hetsika hetsiketsika manetsiketsika manetsinetsika 215 heza hezaheza manezaheza manezaneza 216 hiaka hiakiaka mangiakiaka mangiangiaka
Alefa ny teny, am-po mahalala
Fitondrana vohoka, ary eo amin’ny faha 30 taonany izy no miteraka ny zanany farany, dia zaza 2 hatramin’ny 3 ihany no azony ateraka ao anatin’izay. Azo heverina, araka izany, fa atsy ho atsy, raha mandeha araka ny niheverana azy ny tetikasa, dia tsy hiteraka afa-tsy zaza 2 na 3 fara-fahabetsany ny tokantrano malagasy t...
Fehin’ ny fizarana fahatelo
Ireto voninkazo kosa dia maniry mahonena, tsisy mpiaro nefa osa, ranonando no mandena.
Famintinana ny fizarana voalohany
Araka ny hita eo ambony dia nalaina tao amin’ny sakirisitian’ny fiangonana ity sary ity. Ny sakristy moa raha ny tokony ho izy dia natokana ipetrahan’ireo mpizara kômonio sy ny filoham-piangonana irery ihany. Kanefa, noho ny antony voalaza etsy ambony dia misy kirisitianina mipetraka ao rehefa alahady.
Raha vao miresaka fampianarana dia tsy afa-misaraka amin’izany ny tontolo iainan’ny mpianatra. Miankina amin’ny zava-misy iainan’ny mpianatra mantsy ny fihetsiny sy ny fomba handraisany ny fampianarana omena azy. Ny fomba amam- panaon’ny mpianatra tsirairay dia tsy tongatonga4 ho azy fa mifamatotra akaiky amin’ny tonto...
Isan’ny fomba entina mitsinjo ny ho avin’ny fifankatiavana ny fametrahana fitsipika mialoha eo amin’ny olon-droa hifankatia.
Ny endri-piarahamonina samihafa
Faniriana manokana no nisafidianana ity asa fikarohana ity noho ny hetaheta hamantatra ny tantaran’ny teny malagasy. Azo heverina fa iray amin’ny lalana hahafantarana ny tantaran’ny teny malagasy ny fampitahana azy amin’ireo teny iray fiaviana aminy. Nosafidina ny fampitahana ny teny malagasy amin’ny teny indonezianina...
Ity alina ity!
Olona rehetra izany ka tsy hihatra amin’ny tena ihany koa. Izany hoe efa ampoizina hatrany izay hitranga, ka izay fomba hiatrehana azy sisa no imasoana, fa rehefa zakan’ny olona dia tsy maintsy hozakain’ny tena koa. Fa anisan’ny lohahevitra voizin’ny mpanoratra maro koa ny fikaloana ny fitiavana. Miara-dalana hatrany n...
Ny taona 2010, hanafoana ny tsy fahampian’ny vitamina a ho an’ny zaza latsaky ny dimy taona ary hampihena hatramin’ny antsasany ny aretina azo avy amin’ny tsy fahampian’ny vy amin’ireo zaza ireo ihany ary indrindra any an-tsekoly v-i reo sehatra 14 andraisany anjara 01- fanampiana ny reny mampinono sy ny fanomezana fan...
Tsy azo atao kosa ny omby sada mena45 raharaha masina mantsy ny serana ka ilaina ny fahafenoana ara-batana sy ny fahatanterahana .
Tsy tahaka ny tranon’omby misy tafo sy rindrina, na valan’omby voafefifefy hazo, toy ny fahita ankehitriny ny fahitr’omby taloha, fa hady nolavahana efa-joro na boribory tokony ho rangaina57, misy vavany fidirana mankao aminy. Matetika dia eo amorom-pahitra eo no andanian’ny lehilahy ny takarivany eo am-piandrasana ny ...
Famaritana ara-bakiteny
Misy toerana fijerena fahasalamana ao ambohimahazo izay tantanan’ny dokotera iray sy mpampivelona iray. Ireto avy ny fitsaboana azo tanterahina ao amin’io csb2 io centre de santé de base niveau2 fijerena fahasalamana fiterahana fidirana hopitaly fandrindrana fiainam-pianakaviana alefa any manandriana izay misy ny centr...
Conformément à cette mission qui est la sienne, l’eglise a toujours donné et avec plus d’ampleur à l’époque récente un enseignement cohérent, tant sur la nature du mariage que sur le juste usage des droits conjugaux et sur les devoirs des époux 4 .
Tsy idiranay lalina izay fifamaliam-peo nateraky ny tantara izay fa ao amin’ny fizarana fahatelo izahay no miompana bebe kokoa amin’ny fanazavana ny fifandraisan’ny fifamaliam-peon-teny sy ny tantaran’ny teny malagasy.
Ny fifandraisana sy serasera
Notre président madame evelyne combeau-mari,
Entin’ny mpiteny manamafy izay heviny izay ka ampiasany ny fanoharana ilay hoe alaviro toa fasam-bao iky, sao manan-kambara mandra-maraina ka hohenoina tsy ahitan-tory atoriana lazainy ho tsy manaja azy. Ny oharina eto dia ny mpikabary ary ny fasam-bao no anoharana azy. Ny fasam-bao araka ny finoan’ny olona dia ny maka...
Cousins w 1878 tononkiran’ny ntaolo, in malagasy customs, notaterin’ny ambario, navoakan’ny akademia malagasy 1980 n 1,2.
Ohab 13 1. Ny zanaka hendry mihaino ny fananaran-drainy; fa ny mpaniratsira tsy mety mihaino, na dia anarina mafy aza. Ohab 13 2. Ny vokatry ny vavan’ny olona no ahazoany soa; fa ny hampidi-doza no mahafaly ny mpivadika. Ohab 13 3. Izay mahambim-bava no miaro ny ainy; fa izay vavana dia haringana. Ohab 13 4. Ny fanahin...
Fafana 05 firafitry ny sous-préfecture tsirairay avy 28
Ny aretina no toe-javatraheverina fa manembantsembana ny fiainantsika olombelona. Raha ny mpanoratra kosa, anefa, dia hita fa tena manamarika ny fiainam- pahatanorany rehetra ny tsy fahasalamana nianjady taminy. Azo antoka araka izany fa ho betsaka tokoa ny asa soratra hanamarihany izany. Ambonin’izany rehetra izany ma...
Rehefa nataonay anefa ny fijerena ireo bokim-bola tao amin’ireo faritra maro tao ambatomirahavavy, ary nofantarina ny vola lany tamin’ny nampidirana ny rano, dia tsy nahatratra na dia ny an-tsasany amin’ny vola tokony ho voaangona isan-taona akory aza izany.
Ireo fehezanteny roa ireo no nakamban’ny mpandrohy izay. Toy izao no lalana arahina amin’izany maty ny alika izay notorahinao ny alika f f1 f1 f2 f2 f nampiharina ny vela mampanjavona ny tarika ny alika ao amin’ny f2 maty ny alika izay notorahinao f f1 f1 f2 f2 f
Alohan’ny hahazoan’ny mpianatra ny mari-pahaizana licence amin’ny sekoly ambony fanofanana ho mpampianatra dia misy dingana 3 izay tsy maintsy lalovana, ny voalohany dia ny fizarana asa eny anivon’ny ministera sy ny sehatr’asam- pampandrosoana, faharoa dia ny fanalana fanadinana an-tsoratra ary farany indrindra dia ny ...
Tsirinala 17.02.03
Haratsiam- pitondrantena métaphore 4 manentana ny olona mba hahay mifandray
Rafi-pehezanteny fohy, tapatapaka, kanefa hentitra no nanehoan ny mpanoratra ny zava-misy eto amintsika momba ny asa eny amin ny orinasa afaka haba. Mitory hakiviana anefa ny fisian izany asa izany, noho ny fanambakana ataon ireo tompona orinasa sy tompom-pahefana ao.
Ireo fanafohezan-teny
Kilasy voalohany misy mpianatra 398; izay mizara kilasy folo ka toy izao izany 1ère a misy kilasy dimy, 1ère c misy kilasy roa,
Le tableau qui suit nous présente les résultats sur la vérification de la facture.
Fihetseham-po tsara raha mandalo toe-javatra iray izay nifanaraka tamin’ny noeritreretina dia heverina ho fahombizana izany ka mitondra mankany amin’ny hafaliana sy ny hatairana.
Kisary 1 rafi-pitantanana ao amin ny fiangonana ôrtôdôksa 73 kisary 2 rafitra ao anatin ny fiangonana 74 kisary 3 kisary maneho ny firafitry ny fiangonana ôrtôdôksa 79
Laharana finday 034 52 144 24
A1. Ny endrika isehoan’ny sedram-pitiavana eo am-panombohany
Torolalana ho an’ny mpampianatra mba hahazoany manatanteraka an-tsakany sy an-davany ny asa fampianarany mandritra ny taona ny fandaharam-pianarana. Samy manana ny fandaharam-pianarana voalahatra ho azy ny kilasy tsirairay. Misy lasitra iraisam-pirenena entina mamolavola ny fandaharam-pianarana. Miainga amin’izany lasi...
Avy eo, nasiana teny koa ny mombamomba ny onn izay isan’ny tetika asa manatanteraka ny andraikiny ao amin’io kaomina io. Nasongadina tamin’izany ny antom-pijoroany izay mifototra indrindra tamin’ny famahàna izao olana goavana atrehin’i madagasikara izao dia ny fahantrana. Raha samy nanana ny lalany ny tsirairay hoenti-...
Avy amin ny hoe andrianiko ny teniko, ny an ny hafa koa feheziko.
Azo sokajiana ho roa ireo zavaboaary izay mivelona sy miaina ary miriaria. Ao anatin’ny tanindrazana, raha ny tononkalon’i abel ratsimba no jerena. Ao aloha ny olombelona miara-belona sy mifanerasera amin’ny mpanoratra ; ary manaraka izany, misy kosa ireo zavaboaary hafa miaina sy manome endrika azy. Ireo lohahevitra i...
Trano heva azo itsanganana monja ery amin’ny lohany no fahandroan-kanina, vy ny fanambanin’io arofanina hazo iva no manodidina ny tokotanin’ny botry v. A. Tak39 ny lakan’aina iray moa taritin’ny botry eo foana v. Tak53
Koto dia nahazo tamin izany ve ny tsirairay sa dia tena kitapom-bolan ny antoko tokoa
Ahatarafana fehezanteny maro mampiseho ireo foto-pisainana vahiny sy tera- tany ato amin’ity onjam-pilafila ity. Samy mikatsaka ny hampilamina ny fiainam- piarahamonina anefa izy ireo, na dia toa mifanipaka; ary samy manome lanja sy hasina ny maha olona. A -ireo ohabolana sy oha-pitenenana maneho ny maha malagasy madio...
Tardif j , pour un enseignement stratégique, canada, 1992, 474 tak
Fanondroan-takila
Enregistrement
Tadiavo ny lohako vondrona ambara takila
Mitarika ny mpianatra hanome lanja ny kolontsainy
Tsy afa-mivoatra ny zanak’olona, raha tafasaraka tanindrazana
Singanina manokana ny fankasitrahana an’andriamatoa raharijaona alphonse, mpampianatra matihanina eto amin’ny ecole normale supérieure, ao amin’ny sampana teny malagasy, izay tsy nahalala sasatra raha nitarika sy nanoro hevitra , ary nanitsy hatrany mba hahatomombana ny asa. Sitraka sy telina izay rehetra vitanao. Ho l...
A21 indemnites 1 480 000,00
Fanampin’izany rehetra izany dia tokony hisongadina eo amin’ny lesona ampitaina amin’ny mpianatra eny amin’ny sekoly tekinika ny maha tekinisianina azy ireo. Heverina araka izany fa ny fampitodihana ny fampianarana amin’ny lafiny famokarana sy ny famoronana no misarika ny fahalianan’ny mpianatra. Ny fanaovana izany man...
Manana ny olany tsy hahaizany ny teny malagasy ihany koa ireo vahiny mianatra ao amin ny cli. Hotanisaina manaraka eto izany. 1.1.2.1. Ny fahasarotan’ny teny malagasy
Ny sekoly mantsy dia manao fivorian’ny ray aman-drenin’ny mpianatra ka izy ireo dia efa mahalala ny fomba fanehoan-hevitry ny ray aman-dreny rehefa misy fivoriana , paika entina mambabo ny fon’ireo ray aman-dreny ireo rehefa misy zavatra tiana hampitaina sy tiana hipaka any amin’izy ireo, ny fomba atao mba hampifantoka...
Mahasahana lafim-piainana maro ny asa fampidiran-drano fisotro madio, fidiovana sy fanadiovana, satria dia voakasin’izany avokoa ny lafiny toe-karena, ny lafiny sôsialy. Fototra iorenan’ny fiveloman’ny mponina ny fisian’ny rano. Manana ny fomba sy fanaony amin’ny fidiovana sy fanadiovana ny mponina. Lavitra sy sarotra ...
Haimah misaotra indrindra kaomisera. Handeha amin’izay aho. Hanao mandrapihaona! Rado eny àry, soava dia ! Mamindra, varavarana misokatra
Germain c , le modèle soma de la situation pédagogique selon legendre , in evaluation de l’enseignement des langues 5000 ans d’histoire didactique des langues étrangères. 1988
Ny fanabeazana ny olon-dehibe
Sao dia firinga mievotra kosa ka tia eboebo sy tia fosafosa ny volamena mba tsarovy ihany mamiratra na dia atsipy amin-tany
Universite d’antananarivo ecole normale superieure