text stringlengths 10 11k |
|---|
Lahatsoratra manoritsoritra 1- jereo ny fisiana sy fiasan’ny teny mpandrindra na teny savily fandrafetana lahateny eo amin’ny fitanisana 2- hadihadio koa ny fisiana sy fiasan’ny teny mpandrindra hafa teny savily fandrafetan- kevitra 3- diniho ny anjara asan’ny fanoritsoritana ampiasaina eto haingon-kevitra, fanomezam-p... |
Un diacre permanent avec sa femme lors de l’ordination diaconale |
Famotopotoran-kevitra idem |
Ny mpandinika ny literatiora dia milaza fa ny fanadihadiana ny loharano nipoirany no fepetra voalohany ahazoana mametraka ny mpanoratra eo anivon’ny fiarahamonina misy azy 11. |
Elson bonjour mose le chef de poste izy mianaka bonjour mose. Bourzac aiza ny passeport! Samy manolotra ny passeport-ny avy izy telo mianaka bourzac tsy mamaly fa mamadika ny kara-panondro, mijery ny sonia nanomezana ny fahazoan- dàlana tsy mila passeport voasonian’ny chef de canton gasy mainty tahaka an’ialahy aho. Pa... |
Ambanidia, 15 avrily 1950 |
Polis y! Aza mis y mihets ika tam poka s y miteny m afy 78 |
Ny filalaovana amin’ny anaphore andokoana ny maha iray fototra ny fitiavan’izy roa. Izany dia hita amin’ny hoe aoka handeha ho any an-tsaha. Aoka hifoha maraina koa. Aoka hizahantsika raha mitsimoka tdt 7 12,13 |
Antony maro no mahatonga ny fampiasana ny lesona tolotra ka andeha hojerena ny momba izany. |
Sary maneho ireo zavatra sasantsasany nampiasaina natao ody ny vatovelona |
Marina fa fitaovana enti-mampianatra azo trandrahana tsara ny lahatsoratra, noho izy azo kirakiraina mivantana amin’ny lafiny rehetra na endrika na hevitra, saingy mba hampisy fahafinaretana sy hampitombo ny fahalianana amam-paharisihana eo amin’ny beazina, dia azo atao ny mitrandraka fitaovana enti-mampianatra hafa. A... |
Ny fampiasana voambolana vaovao dia fomba hisarihana ny mason’ny mpamaky. |
Fony mbola nanoman-tena tamin’ny fifaninanana hidirana amin’ny taona voalohany tato amin’ny ecole normale supérieure izahay, dia namaky ireo famaritana samihafa mikasika ny literatiora. Nanaitra sy nanintona ny sainay ireto tenina mpanoratra ireto i rado nilaza fa ny literatiora dia teny sy soratra voaangona tao amin’n... |
Esther r. Randriamamonjy. Ho avy ny maraina. Trano printy fiangonana loterana malagasy. Edisiona 2001. |
Natao indrindra izany mba hanantitranterana fa tsy mazava mihitsy ny hevitry ratovo mikasika ny fitiavany an-dranivoaly noho ny fifanoheran’ny teniny sy ny fihetsiny. 1.1.1.5. Ny hodidina sy ny anjara asa fanondroana |
Kirakiraina tapatapahina, sokajina, ary araikitra amin’ny kahie na taratasy fotsy madio tsara; azo tehirizina mandritra ny fotoana maharitra, ary koa mora raisina. |
Sy andranomena otiv boa fitambarany isan’ny mponina |
Fampiharana ny anjara asan’ny teny eo amin’ny fampianarana serasera 1- inty misy lahateny ho gaga tokoa ny razana, raha mba velona indray ka mahita ny fandrosoana ankehitriny; kanefa ataoko fa tsy ny fandrosoana ihany no hahagaga azy, fa ny fahitany hevi-diso betsaka koa avy amin’ny fandraisan’ny atao aoriana ny heviny... |
Rehefa hitan’ireo tekinisianina tao amin’ny f. D. P fa nitombo ireo tantsaha no resy lahatra ny amin’ny fampijoroana ny cecam ao an-toerana dia niroso tamin’ny fifampiraharahana tamin’ny kaominina izy ireo. Anisan’ny nanao fampiraharahana tamin’izany andriamatoa isany razafindrakoto harinala izay tekinisianina avy ao a... |
Satan lefy tanteraka ny fitiavan ity ahy. Tsy mampaninona izany fa izaho koa efa hiova lasy vaovao. Ny zanako novonoinareo no tsy matiko lolo. |
Indreto misy vondrom-boanteny iasan’ireo zanapeo ireo aseho amin’ny fanoratra tsotra sy amin’ny fanoratana manara-tonona i bisik bisik bisika e kelek kelek helika a anak anak anaka o bodoh bodoh bodo u kuku kuku hoho |
Tiako ianao mba hisariaka amin’ireo maniry anao nefa tiako tsy hiviaka ny herin-tsaina anananao, |
Mampivaingana ny fahalalana azony, ary ny hahafahan’ny mpampianatra manara- maso ny vokatry ny fampianarana nataony70 ndeha hatao hoe lesona mikasika ny tantaran’ny literatiora no natao teo aloha, ka ny vanim-potoana mitady ny very. Azo atao ho tombana ny fanontaniana toy izao vanim-potoana inona no nojerentsika tamin’... |
Dadabe taitra sy natahotra saingy tsy afa-miteny fa mihivingivin-doha ngnghaangngngh |
Fanadihadiana natao sy nandritry ny fiarahan nahazoam-baliny mihitsy. |
Nisy tokoa ireo olana nosedraina teo am-panatanterahana ity asa fikarohana ity, tsy maintsy nandaniana fotoana ela ny fanatontosana azy. Manaraka izany, vitsy ihany ireo olona nanorina trano sy nihady fototra tao amin’ny faritra nirotsahanay. Nibahan-toerana nandritra ny firotsahana an-tsehatra koa ny tsy fifanojoan’ny... |
Boky i, tak 97 230 boky i, tak 16 |
Raha tahiny tsy hahadiso ahy raha ohatra tsy ho tsiniko aminao velombelominao anie lazara anadahiko |
Tantaran’ny sekoly ny college la lumiere international na ny cli dia sekoly turque iray, niorina tamin ny taona 2001. Fikambanana lehibe iray any turquie no namatsy tamin ny fanorenana ity sekoly ity. Silamo no finoan izy ireo ka nosarahina ny ankizy madinika ao amin ny ambaratonga fototra, ny vehivavy ary ny lehilahy ... |
Tomany t18, t24, t26, t36, 21 13 |
Veloma ry iarivo |
Conçu à partie de l’organigramme de l’asa que nous avons reçu d’un responsable de l’association et que nous avons mis à jour suite à nos observations sur terrain |
Manoloana ny teti-dratsin’ireo mpanjana-tany vaovao, dia teny mandidy no itarihan’ny mpanoratra ny mpamaky handinika ireo fihetsika nampiasainy, ka nahombiazany tamin’izany, ao amin’ny tononkalo ho zazakely halalino izay lazainy |
Fafana 47 santionany amin’ireo lohahevitra na fandaharana tokony harahin’ny mpianatra |
Miseho amin’ny endrika hafa ny fitanisana ataon-dratsimba georges, amin’ny alalan’ny fehezanteny vivtsivitsy. Ireo no amborahany ny fihetseham-pony manoloana ny fisarahana. Azo lazaina ho tandra vadi-koditra aminy mihitsy ny fanabeazana sy ny fampianarana, sarotra ny miala amin’ny toerana iray nilofosana nanatanterahan... |
Tsinjoko eo mibanjina ahy . |
Fa tiako kosa ianao satria ianao no taniko, fa tiako ianao ka tiako, eny andrianiko, hamoizako ny mamy satria ianao no taniko! 94 tsy fanehoana fihetseham-po fotsiny anefa ny teny, fa manana andraikitra lehibe eo amin’ny fiainan’ny firenena mihitsy. Ny fananana ny teny mantsy, no iavahan’ny firenena iray amin’ny firene... |
Trimestre’-1 md1 literatiora 1. Famaritana 2. Ny lafiny kanto ao amin’ny literatiora 3. Ny anjara asany md2 riba ny fandrosoana 1. Ny adidy sy ny andraikitry ny tsirairay eo amin’ny fampandrosoana 3. Ny fanekena ny fahasamihafana, endril a iray isehoan’ny fampandrosoana 4. Tanora mitsinjo ny ho avy, fanoitra mahomby ho... |
Sahondra, voahirana, avoko, lisy 63 anaram-bonikazo samy manana ny maha izy azy eo amin’ny endriny sy ny lokony ary ny hanitra omeny. Dindon’ny vehivavy sy ny hatsaran-tarehy ny voninkazo 64. Anaram-behivavy maro àry no mitondra ny anaram- bonikazo ao amin’ny tononkalon’iran e, v a tak 70. Notsongaina tao anatin’ny mar... |
Baudereau, j. Fozza, giovacckini, précis de français, editions. Nathan, 1996, page 56 au point de départ, on trouve la situation initiale, qui présente un état d’équilibre où sont généralement présentés l’époque et le lieu de l’histoire. Certains personnages et des indices laissant présager une rupture. Celle-ci interv... |
Ireo rehetra mahazo to mbo ntso a avy amin’ny hetsika na ezaka atao n’ny mpandray anjara fo to tra |
Fonctionnement |
Mivoaka ho azy ny fihetseham-pony, sns. Ao anatin’izay tranga izay indrindra no mahatonga ny ankamaroan’ny mpanabe hanao fampieritreretana hatrany. Ka tsy tamin’ny alalan’ny fanantitranterana sy fanizingizinana ihany, na tamin’ny alalan’ny fanomezan-tsiny ankolaka arahin’alahelo no nanaovany izany, fa nisy paika hafa k... |
Olon-tsotra akora rambo, harefo, vendra rambo, harefo , vendra teny , soratra teny, soratra fahalalana mahay mandrary mahay mandrary mahay miteny sy manoratra mahay miteny sy manoratra fahaiza- mahay tsy afaka mahay tsy afaka manao sy mamorona handrary mandrafitra teny mamorona sy aingam- rary miainga mitovy sy soratra... |
Tsy avelan’i dada sy nametraka takaitra hihaonako amin’i |
Ampitatafika 1 ambohipanja |
Eme réunion 81 4 77 3eme réunion |
Izany toetra voalaza rehetra izany no tian’ny mpanoratra hananan’ny malagasy mba ho mariky ny fitiavan-tanindrazana. Ankoatra izany, miantso ny hiverenana amin’ny fandalana ny maha malagasy izy. 2.2.2.4. Ny tokony hiverenana amin’ny maha malagasy |
Tsy anjara |
Dikany trano kely miankina amina trano hafa na miankina amina rindrina, trano kely natao ho fialofana any an-tsaha karama ambilombazana takila 42 karama ambilombazana iny ve ka dia analana vidin-kafe indray? |
Toerana natokana ho an’ny eveka |
Haningotra ny aina. Hoy i andry andraina mahatsiaro fahoriana ny vahoaka malagasy , mahalala mangirifiry tahaka ny olon-kafa rehetra. Saingy matahotra, mahalala fa tsy afa-mihetsika ka dia miharitra mangina eo fotsiny. 43 raha izay akon’ny zava-nisy ara-pôlitika izay no hofintinina, dia tsapa fa nitarika ny vahoaka hih... |
Miseho amin’ny fehezanteny mifamaly rafitra mitovy vahana, mifanipa-kevitra io andininy io mba hilazana fa ny olona milaza ny marina dia ho ela velona; fa ny mpandainga kosa dia ho foana vetivety. |
Kanefa ange tsarovy fa saika toa mitovy isanandro vaky izao ny dinitra ho anao. |
Manintona manokana an’i natiora ny mitanisa ireo zavatra misy iainan’ny olona indrindra ny fitanisana ireo tsindry hazo lena mahazo ireo madinika eo |
Nosoratan- drajaonah tselatra |
Fampianarana sokajin-dahatsoratra mirindra amin’ny tontolo iainana |
Ny 85 n’ny tantsaha eny ambanivohitra, araka ny voalaza dia mahantra’’51. Ao amin’ny tantsaha no tena misongadina izany fahantrana izany. I valette jean aza dia nilaza fa tsy misy olona mahantra sy sahiran-dava kely harena tsy ampy vola tahaka ny tantsaha eny ambanivohitra’’52. Izany fahantrana izany miampy ny adidy am... |
Si sakit ny marary mpanoritra anarana iombonana ny si. Angamba ny vondrona manontolo no azo tondroina amin’ny mpanoritra si ao anatin’ny si sakit, fa ny singan’olona tsirairay ao anatin’izany vondrona izany dia tsy azo tondroina amin’io mpanoritra io, tsy tahaka ny ampiasana ny mpanoritra ny amin’ny teny malagasy. Raha... |
Hita taratra tao amin’ny fanadihadiana ny tantara araka ny fizotrany ireo tsimbalivaly nolalovan’ny fiainan’i bako. Na izany aza, dia tsikaritra fa nisy lamina niaingan’ny tantara tany am-piandohana vao tonga tany amin’ny lamina vaovao tany am-piafarana. Ny fanasongadinana ireo no tena navoitry ny kisary. Rehefa atamba... |
Harena ny omby amin ny malagasy satria manampy amin ny fivelomana izy, manome voninahitra ny fianakaviana ny fisiany amin ireo tebo-piainana lalovan ny fiainan ny zanak olombelona. Porofoin i luigi e izany ao amin ny bokiny manao hoe ny omby no naman’ny olombelona amin’ny toe-javatra, mahafinaritra, mampahory eo amin’n... |
Mety hahatonga ny mosary sy ny tsy fihinanan’izy mianakavy mihitsy ny tsy fandraisana ny tsolotra. |
Niainga tamin’ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny frantsay sy madagasikara13, vita sonia tamin’ny volana aprily jona taona 1960, ho fanarenana ny lemaka sy ny onaona manodidina an’antananarivo, tsy lavitra ny farihin’anosy ny tantaran’ny sekoly. Tapaka tamin’izany ny fanotorana ny lemaka entina hanorenana fotodraf... |
Pôezia mamohafoha zava-miafina amin ny maha hay kanto ny poezia, dia ilana fahaizana ny famoronana azy. Misarika ny mpamaky handinika sy haka sary an-tsaina ny zavatra voalaza ny fahaiza-mamorona eo amin ny poeta. Hoy i randja zanamihoatra mamoaka ny fientanana tsy mbola tafapoitra tanteraka ao amin ny olona ny soratra... |
Ny momba ireo mpianatra f. P. I sy f. Q |
Ny miralenta |
Les deux unités ménage lignage ne s’excluent pas l’une l’autre. L’accent est mis sur tune ou sur l’autre en fonction de la tradition culturelle de la société étudiée. |
Ravaka ny mpandray anjara fo to tra |
Procéssus de degradation fizotry ny fahapoteham-piainan’ny mpandray anjara |
Mbola fitanisana an-tanan-tohatra lanja miakatra hatrany no taratra amin’io ampahana tononkalo io, satria tsikaritra fa mihamafonja ny hevitra. Raha fintinina, dia nampiasain’ny mpanoratra ny fitanisana maneho an-tanan- tohatra na gradation , mba handokoany ny fifandraisana amin’andriamanitra amin’ny alalan’ny vavaka, ... |
Tsy ny mponina tao marovoay ihany no niova tahaka izany, fa ny teto antananarivo ihany koa. Ohatra amin izany ireo ray aman-drenin i sahondra. |
Andriamialy. Contribution à l’étude de l’impact de l’oral sur l’écrit. Mémoire de capen, en3.1985 |
Ny masoandro mody no taratry ny fahafatesana amin’i eliza freda. Efa lalàna voajanahary mihitsy ny fiposahan’ny masoandro sy ny filentehany. Toy izany ihany koa ny fiainan’ny olombelona, izay tsy maintsy mody rehefa tonga ny fotoana ahafatesana. Izay fitovian’ny fahafatesana amin’ny fodian’ny masoandro izay no nentin’n... |
Il faut aussi des mesures curatives c’est-à-dire il faut rechercher la source de ces rumeurs et trouver ensemble la solution. On doit recourir par exemple aux témoignages et collaborer avec les leaders d’opinion, ainsi de former les agents de santé et communautés. |
Faritra faripàritra faritana |
Afovoany andranovorivato atsinanana ny fokontany ankaritsananana, sahavanana, sangasanga, ambohibolamena. Andrefana ny fokontany vohiambanasomaina, somaina ii, sahanavelo, ambodiranomaitso. Avaratra ny fokontany fenoarivo, ambatosoa ii, ambatosoa i, mahasoa. Atsimo ny fokontany vinanitsareana, andrainjato, ambalavohima... |
Ankapobeny momba ny mpilaza toerana |
Lesona ddm, taona fahefatra, tamin’ny 23 aprily 2009, ens ampefiloha |
Masina ny taniko, masina ny teniko, masina ny razako, indro koa mipoitra ny jinin-tanindrazako |
Na lasana aza ialahy , mbola hanoratra aho hihaza hevi-diso sy tsy rariny ety handrafitra ny ampitso hanitsy izay mania |
Ny birao foibe |
Fa habobo sady lainga irony resaka niely f’i rabeka dia hanambady sy hanorin-tokantrano |
Iza iry ambony iry? Izaho ihany ity vonona hifankatia ka ho avy tokoa hiara-dia!192 |
Michel andrianjafy sy ny mozika ankoatra ny fanoratana; nankafy ny tontolon’ny mozika ihany koa i michel andrianjafy. Izy no nampianatra hira an-dry itompokolahy rafara ramora, raveloary, ramatoa ravoazelina. Niara namoaka hira tamin-dry itompokolahy razafindrazaka, rainizanabololona, raonivalo, razonarivo, razafimahan... |
Tovana tovana 1 ny fandaharam-pianaran’ ny taranja malagasy ao amin’ny kilasy voalohany eny amin’ny fampianarana ankapobeny |
Tranonkala |
Araka ny lahatsoratra, ahoana no hahafantarana ny olona mandroso? V mivoatra ara-tsaina, mahay mankafy fiainana, manana fahasahiana |
Mahefa 28 febroary2002 |
Vitsy ny fifanovana iasan’io fifamaliana io, hany ka ireo voanteny roa ireo ihany no azonay aseho amin’ny ohatra lazaina eto. |
No hoezahina hiferin’aina |
Fa io fitiavana io no lova tsy mifindra miboika ainga hatrrany, lay kanto tadidio fa hiaraka hamindra hamakivaky izany. |
Kendrena fiadanana eo amin’ny fanomezana |
Ao amin’ny fokontany ampiringalava, kaominina maromiandra, distrikan’ ikongo no toerana niompanan’ny asa. Nokendrena manokana izany mba ho toerana lavitry ny renivohitra. Any tokoa mantsy no mbola azo lazaina fa mahatazona ny fomba amam- panaony, eny fa na dia heverina ho tranainy aza. Mazàna ihany koa tsy dia mbola na... |
Kamisy. Presque tousles enseignants elaient present , et les directeurs etaientconduits par le directeur de la circonscription. C’es! Pasteur r. Gabriel qui a conduit le ctilte, pasteur solofo qui s’est charge du discours pour cette annee scolaire 2014-2015 et pasteur r. Tsiry a demande la benediction. A ’occasion de c... |
Fitaovam-piadiana ny fahoriana no fahavalo resahina eto. Ka ny literatiora, dia natao ho fitaovana hoentina miady amin’izany. Hoy indrindra ny ambarany ao amin’ny am-bava ady t67 186 eto an-tendrom-panahiana no iantsako ny hirahira, hira mangan’ny toloko revon’ ady mahamay . |
Randria mihomehy , ialahy ity aloha ry koto, maranitra mihitsy! Sady variana mamaky gazety no variana mieritreritra e ary angaha ialahy tsy mianatra. Zoma anio fa tsy mbola sabotsy an! |
Mdrm. Nisy famaizana mahatsiravina niseho tany moramanga, manakara, tamin’izany. Nofoanan’ny fanjakana ny mdrm, nosamborina ireo mpitarika sy mpikambana tao. Rehefa tsy nahasarika olona firy ny padesm, dia namorona ny antoko psd indray ny fanjakana, ka i philbert tsiranana no filoha ireo antoko tsy niditra tao amin’ny ... |
Niry-solosoa 06.10.11 harivariva rotsak’orana madinika mahakotsa teny an-dalana fodiana |
Ny endrika isehoana ao anatin’ny ry tenin-drazako82 singa iray ao anatin’ny tanindrazana ny teny ka isan’ny tena zava-dehibe ary tsy afa-misaraka fa mifanindran-dalana hatrany satria mifameno. Toy izao ary ny endrika isehoan-drado rehefa maneho ny heviny mahakasika izany teny izany izy eny mamiko ianao ry tenin-drazako... |
Ny tolo-kevitra voalohany dia ny fanomezan’ny tsirairay hasina ity lahabolana ity mba tsy ho sodokan’ny hiran’ny mpanakanto avy any ivelany ny tanora ka variana maka tahaka fotsiny. Ho an’ny mpiosika |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.