text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny ratsy efa tiako v. A tak 5 |
Et après, nous allons suivre l’évolution de ces charges par rapport à l’exercice précédent. |
Département de l’information de l’onu 2000 |
Dia hitako soritra teny ianao nanjavo-ila somary matroka indrisy vetivety monja indrisy ianao tsy hita dia voro-mahery nitolefika izao no hita fa tsy vasoka fa kosa nampanonja, nampatsiahy izay efa vita salanitra ianao nandao ny sehatsika nandao nametraka soratra ho tsaroana tsy hitsahatra ho re tsy hankaleo ny soratra... |
Coco ambo arô ralilahy coco ambo arô ralilahy ka nisofin’a ina e tsy angalaka tsino arô ralilahy ma antso haninkani a e hiakatra a marolambo zaho handi y ny anjarako eka a line mbarako sakay randra-mena manambady maitaita e sangetaka e manambady tangalamena e voky hena arô omba anô arô zaho a malala omba anô |
Izay manandran-tena dia haetry izay manetry tena dia izay manana ny marina no tompon’ny fandresena |
Haavo vn hauteur du chute m haavo mijidina ananan’ny rianaratra rehefa atao ny kajy miainga amin’ny fahafantarana ny zoro angle ananan’io rianaratra io rehefa maka zoro mahitsy angle droit , rehefa fantatra ny refy itaterana ny rano miainga amin’ny hidy sy ny toerana asiana ny fiodina. Haiangovo rp siansa sy teknika en... |
Ireo toko telo maha literatiora ny tantara foronina tsy feno ny fepetra maha literatiora ny literatiora raha tsy eo ny mpanoratra, ny asa soratra ary ny mpamaky. Toy ny zava-poana ihany ny asa soratra raha tsy eo ny mpamaky. Tsy mahazo fahalalana koa ny mpamaky raha tsy eo ny mpanoratra. |
Mahereza raha mandalo fizahan- toetra ianao asehoy fa tsy mimalo ny finoana anatinao |
Eo mahitsy avy |
Afin de réaliser les états de rapprochement bancaire, le responsable devrait mettre en place un système de suivi des pièces justificatives non reçues. Au cas où la banque n’envoie pas les relevés de comptes, les avis de débit ou de crédit à une date précise, il doit les réclamer systématiquement. |
Genette, figures, edition du seuil, 1966, p.207 lafigure elle peut fort entrer dans l’usage sans perdre son caractère figuré |
Toe-javatra iray mampiavaka ny foko tsimihety ny tsy fisian ny mpanjaka mpifehy ny fiarahamonina teo aminy. Ny mpitondra dia sojabe maromaro ao anatin ny tanàna iray, isaky ny fehitry 7 na fianakaviana iray no misy sojabe mpitarika sy mpandrindra ny fiainana andavanandron ny mponina. Amin ny maha sojabe azy dia olona e... |
Haimah ny hilaza hoe zanaka kaomôriana aho. |
Bourneuf, r quellet, l’univers du roman, 4è édition, vendôme, p. V. F, janv 1985 une scène dans un roman est soumise à des principes d’unité-lieu, temps, action tak61 |
Matokia raha izany, fa na faly na mitsetra dia hiara-dia hatrany ka ny fasana no fetra. |
Ny mpankafy araka ny foto-kevitra ijoroan’i ran e dia ny mpankafy no mpanjifa sy mpitsara ny famoronana natao. Ny mpankafy no mpanome isa ny mpikanto. Notontosain’ i ran e àry ny fanatonana akaiky ny mpankafy ka nahafahany nihaino ny tsikera nataon’izy ireo. |
Ingahy ramanda dia raim-pianakaviana 60 taona eo ho eo, manam- bady an- drabako ary tsy niteraka izy ireo fa nanangana zazalahy iray atao hoe solo izay zanaky ny rahavavin- rabako izay maty teo am-piterahana. Mpiasam-panjakana ramanda ary vao nisotro ronono izy. Amin’izao fahanterany izao vao vonona hanakaiky kokoa ny ... |
Le nouveau preneur doit déposer une nouvelle demande d’autorisation d’exploiter à son nom 3 v des garanties neces saires article 19 toute personne morale ou physique qui se livre aux opérations mentionnées à l’article premier est responsable de plein droit de la bonne exécution des obligations liées aux prestations mêm... |
Fanomezana ny toromarika nanatanterahana ny asa fanazavana ny andraikitry ny mpandrindra ny asan’ny tarika mandrindra ny fandraisam- pitenenana, mikajy ny fotoana, manao izay hisian’ny filaminana asaina misy mandray an-tsoratra ny vokatry ny fifanakalozan-kevitra isaky ny tarika. |
Torolalana ho an’ireo tanora sodokan’ny fandrosoana. Nomeny laharam-pahamehana amin’izany ny fanarenana ny maha-malagasy sy fananarana ny olona hifankatia sy hifanaja. Araka izany, raha ny vakodrazana dia azo lazaina fa lahabolana hiraina manan-danja tokoa. Tsy natao ho fanafanana lanonana na ho fialam-boly fotsiny fa ... |
Maro tokoa ireo zava-kanto ankehitriny no tsy mijanona amin’ny maha fialam-boly sy fitaovam-panabeazana azy fa natao ho fitadiavam-bola ihany koa. Isan’izany ny rango oizay efa mivoatra tanteraka ankehitriny ka nataon’ireo mpiangaly azy ho fitadiavam-bola fanampiny. Araka ny filazan-drakotondrasoa dia tsy mitaky mari-b... |
Ny vokany dia soa ho anao izay efa tia ary ho azy koa rahefa hiray ny dia. |
Manaraka izao ireto ohatra ireto dia efa noraisina tany aloha izay nitondra ny laharana 49 , 51 , 52 , ka omena ireto laharana vaovao ireto mba hampirindra azy. |
Ecart type |
Le magasin est-il fermé à clef et les aires de stockage clôturé ? X |
Vintana. Izany indrindra no hasehon-dravoajanahary eto manao hoe mitondra toe-tsaina hafahafa toy izao ny fiainana taorian’ny ady a. Toa ny kisendrasendra no mitondra ny fiainana fa tsy ny fiezahana, ny filozohana, ny fitandremana eo amin’ny fiainana na ny asa intsony. B. Manjary ny vola aman-karena no zava-dehibe teo ... |
Ny hery manjohy ny tenany hatrany ohatra ny aina toy ny tavim-bilany, tsy fantatra izay hahavakisany ny fanahy no olona karazan-kery roa ihany koa izany no manjohy ny olona raha mbola velona izy, dia ny aina izay mariky ny fahavelomana, sy ny fanahy izay iavahany amin’ny voary manana aina hafa ny hery heveriny ho manov... |
Ravelojaona 1972. |
Ny toetra na toerana iaingana, dia heverina ho toy ny toetra aman-toera-nahazatra, iainana andavanandro ary tsy manan-kasina raha tsy ratsy mihitsy aza ; ny elanelan-tany na ny elanelam-potoana lalovana na itàna dia mova tsy ranobe tandindomin-doza no sady tsy voafehin’ny lalàna hentitra andavanandro intsony; fa ny toe... |
Koa meteza ianao ry ray ty trano baoritra ovay itony vorivori-damba soloy gony manjamanja amen! Andn 4 181 eo ihany koa ireo mpangataka mitandahatra eny an-tsisin’ny arabe sy ireo adala isan-karazany, ary indrindra ny fahalotoana. Teny somary fanesoana no ilazan’i botsaiky izany eto fa mampiavaka ny gasy |
Nalisoa ravalitera jona 1995 |
Inona indray ny atao hoe sombin-tantara raha ny fahafantaranareo? V ampahana tantara, ampaham-piainana adika ny sombin-tantara dia tantara fohy, feno, voarakitra amina takila vitsivitsy. Ny toe-javatra tantaraina ao anatiny dia manakaiky ny marina ka tantaraina ao anaty fotoana fohy. Amin’ny ankapobeny, mifintina ny fi... |
Lay polsa ankaikin’ny mandrakizay, madinika kely malemy fipaika. Mba tiako hotsapaina, mba sitrany ahay, hangorakorahan’ny fasana maika! |
Eo amin’ny firenena |
Izany hoe, raha sanatria ka tsy misy ilàna azy eo amin’ny sehatry ny fampianarana akory. Azo ampifandraisina amin’ny fandaharam-pianarana eny amin’ny ambaratonga fahatelo lycée noho izy mifantoka amina lahabolana sy fomba amam-mpanao ity lohahevitra ity. 4.2.1. Amin’ny maha literatiora am-bava ny fifanantsafana amin’ny... |
Famaritana ny atao hoe mpiavy raha jerena ara-piavian-teny, ny anarana hoe mpiavy dia avy amin ny fototeny avy- izay midika hoe manatona, mandroso ho eo amin ny tena, tamy 32, ary notovonana famoronana anarana mp- sy tovona vakin ny tsy miova i- ka ny hoe mpiavy izany dia entina milaza ireo olona na biby na zavatra ira... |
Ka hitsonika eo ny rako. |
Avahana izay mitovy loko amin ireto lamba ireto. Izany hoe atambatra ny manana loko mitovy. |
Tome i, l’ heritage de propp, le message narratif , logique du recit, collection poetique, ed. Du seuil, paris, 1973, 131 pages |
Ry andro sy fotoana a avelao aloha hisaona a ’zay very antenaina b sy nilaozana maraina b |
Kilasy t10 faharoa zana-taranja literatiora faharetany ora 2 lohateny vanim-potoana mitady ny very |
Ny fitongilanan’ny fombafomba le déclin . |
Modely fitondrana ny fitrandrahana lahateny |
Ny endrika isehoan’ny mpiteny ao amin’ny dinitra mpandinika maro no nandalina ny endrika isehoan’ny mpiteny ary venti-kevitra maro no taratra tsy mifanalavitra anefa ireo venti-kevitra ireo fa misy rohim- pifandraisana avokoa. Tao ireo nihevitra fa ny endrika isehoan’ny mpiteny dia miankina amin’ny zava-kendren’ny laha... |
Fehiny ireo mpanao zafindraony ao fandriana izay sendra nifampiresaka sy nifampidinika taminay, dia samy miezaka mafy avokoa manazava amin’ny olona ny filozôfian’ny fiainana. Nohamafisin’izy ireo ombieny ombieny amin’ny alalan’ny tonon-kira, fa andriamanitra no nahary ny olona sy izao tontolo izao, ary nametraka fitsip... |
Sehatra maro no azo irotsahana amin’ny asa fikarohana ho an’ny mpikaroka. Anisan’ireny ny literatiora izay niantefan’ny safidinay manokana. Zavakanto manana anjara asa eo amin’ny fiarahamonina ny literatiora, mitondra hevi-dalina izay mahasoa ny olombelona izy ireny rehefa trandrahana. Misy karazany roa ny literatiora,... |
Ny fiainany ny literatiora |
An? Taitra be m m. Ma-maty hoe rainibozaka a? |
Arakaraka ny tanjona kendren’ny mpampianatra ihany koa no ifantenany ireny karazan-dahatsoratra ireny. Ny fanazavana haroso dia mikasika ihany koa ny lanja manokana amin’ireny karazan-dahatsoratra ireny eo amin’ny fampitan-kafatra. |
Ny momba ny fandevenana tantely amam-bahona ny fiainana an-tany , hoy ny fomba fiteny. Tsy maintsy iharan’ny fahatesana avokoa ny zava-manana aina rehetra. Anisan’izany ny olombelona. Manoloana izany, ny kaoperativa rakotomalala et fils dia mpikarakara azo idodododoana amin’ny andro mahory. Mikarakara ny faty izy, ny t... |
Toe-javatra maro no niseho ka nahatonga ity faharavana ity. |
Le relief et la végétation cette région est situé entre 2 000 m et 1 200m d’altitude, on y trouve des collines recouvertes de tapia et des forêts d’eucalyptus. Les pentes sont couvertes d’herbes, ou travaillées en rizières en terrasse, jusque dans les vallées à fonds plats. Les savanes herbeuses s’étendent à perte de v... |
Hapetraka ny fanjifana sy ny famokarana ao anatin’ny ao anatin’ny fandraisana andraikitra maharitra. 13- hapetraka mialoha ny paikady sy ny fepetra maharitra rehetra mifanaraka amin’ny ady amin’ny fiovaovan’ny toetrandro sy ny voka- dratsiny. 14- hapetraka ny fomba sy ny fepetra rehetra fiarovana sy fanarenana maharitr... |
Mety ho faty tanteraka ny hasina lesona 3 tsy atolotra avy hatrany |
Io vakio dia fantatr’ialahy e! Gazety ankiroa ireo! Samy manambara sy manamafy izany daholo! Mamaky gazety |
Ny zokin-jatovo hita tao amin ny fizarana faharoa fa ny zokin-jatovo no laharana faharoa manaraka ny ny filoha isam-pahefany eo amin ny rafi-pitantanan ny mpiray kibon omby ireo lehilahy 35 hatramin ny 45 taona no atao hoe zokin-jatovo , amin izy ireo no anendrena izay ho filoha lefitry ny lehiben ny mpiray kibon omby ... |
Ny firenena ihany koa. Toy izay hita ao amin’ity tononkalo mitondra ny lohateny hoe lasa ilay mahery fo |
Fournet-guerin c. , op. Cit. Tak. 351. Les rapports entre le président ratsiraka et les merina étaient pour le moins ambigus et fluctuants il s est beaucoup appuyé sur eux pour asseoir son pouvoir en faisant valoir certaines origines merina, tout en favorisant les originaires de sa région de tamatave |
Olivier m. , six ans de politique sociale à madagascar, 1931 éd. Bernard canut, paris, 105-109, 114-118p. |
Ilaina ny fanatsarana ny fandaharam-pianarana, satria ny tsy fahalavorarian’izany, dia miteraka tsy fahombiazana eo amin’ny fampianarana atao any an-tsekoly. Indreto misy soso-kevitra vitsivitsy heverinay fa hanampy ny fanjakana amin’ny fanatsarana izany. Fanomezana andraikitra mivantana ny mpampianatra ny mpampianatra... |
Ny zana-peo u |
Hianatra aho ka niangavy azy ireo hitady f anarana ho ahy dia nampidiriny taty. |
Ilay vatsy famatsiana tantara fandefa an’onjam-peo |
Enfin, la doctrine de vatican ii a établi la grande importance de l’expression de l’amour conjugale dans l’union charnelle, et tout spécialement la nécessité de prendre, dans la vertu, ses responsabilités pour fixer le nombre des enfants. Et cette doctrine était déjà perçu par certains pères conciliaires comme tellemen... |
A; t. N.6 hendry hadalain’ny adala |
Dia hotsahiviko etoana, irony idealinao mibaliaka hatraiza hatraiza, ilay taloha sy hatrizao tsy mba haitraitra foana, tena mamy mitete hoy mantsy izy izay fahafahana liberte . |
Tsy anombanana elanelana |
Ny fijery kristianina, |
Maro ny dingana arahina amin’ny fanatontosana ny malo. Misy toen- javatra tokony hiarahan’ny fokonolona mandamina matoa mipaka any amin’ny malo ny disadisa. Mba hahamarim-pototra ny fitoriana anefa dia ilaina ny fisian’ny vavolombelona. Na ilay notorina koa aza mila vavolombelona mba hiaro azy. Zava-dehibe ny mpanelane... |
Mn 40 mn 120 mn |
Qu’est-ce que la litterature ? Editions 1948 gallimard. Paris |
Fandravonana ny dingana nanatanterahana ny lesona |
Lisitry ny tovana |
Sampana teny sy haisoratra ary riba malagasy |
Azo taterina tsy mivantana ireo fehezanteny ireo ka toy izao ny fehezanteny azo 7 nilaza izy ireo fa eny ny tanindrazany. 7a nilaza izy ireo fa ny tanindrazany dia eny. 7b nilaza izy ireo fa ny tanindrazany no eny. |
La tâche de la stylistique descriptive est d’identifier la réaction du lecteur devant le texte et de retrouver la source de ces réactions dans la forme du texte. Dictionnaire de linguistique dubois j. P456 13 en reprenant à valery l’idée de l’écart, charles bruneau écrit la stylistique est la science des écarts. P124 1... |
Rehefa tena mahery vaika ny onjan-drano dia mety hitera-doza, raha vao misy olona miroboka. Izany no anoharan’i samuel ratany ny fiainana, ka rehefa ny fahoriana |
Afaka miditra taona voalohany amin’ity sokajy ity ny mpianatra manana ny diplaoma bepc ary afaka tamin’ny fifaninanana nampanaovin’ilay sekoly. Ny saram-pisoratana sy ireo miaraka aminy ihany no aloa isan-taona amin’ity sampana ftg ity. |
Ao amin’ny laniny faharoa amin’ny antithèse , ailika ny zanaka mahantra ary anenenana ny fisiany. Ny fanovana endri-javatra nahohoka no maneho izany. Ny zaza teraka alakaosy taloha no nahohoka, satria natahorana hanoto ny ray aman-dreniny. Atafy ny zanaka mahantra ireo toetra ireo. Entina mandoko ny toe-tsain’ny ray am... |
Anatin’ny taona vitsivitsy raha ny tandrefana dia nanana taonjato maro niovana 79 tokony hametraka tanjona mazava fotsiny ny onn miaraka amin’ny minisitera hoe inona ilay sakafo ezahina hanampy ny vary amin’ny taona 20 ho an’ny faritra aiza ? Dia ankinina amin’ireo ny fandaharam-pianarana fa tsy izay mahataitaitra rehe... |
Le asa ampinga se présente en 4 parties répartis comme suit a- l’entrée qui peut s’assimiler au chant du marakely |
Ra-gly eny ho aho! Toa mbola tsy nihetsika talata mihitsy tokoa fa hoe fady ? |
Fa any aoriana any , hitraotra sy hihanaka. Hanambara zava-misy ho an’ireo taranaka naharitra izy , tsy mba mety ho lefy, rehefa tena soratra , kanto tsara tefy. |
Andilamena 5 |
Ny filazana hoe tompony dia milaza hery sy fahefana mifanohitra amin’izay tsy manana fahefana. Ny antithèse ary eto dia manasongadina ny tena herin’andriamanitra sy ny fahalemen’ny olombelona eo amin’ny fetran’ny fahalalana. |
Nangatahanao indroa intelo. Asa tsy tsaroako nangatahina hodoroako irony taratasintsika maharary nefa iza aho no sahy handika sitrapon’ny zanahary? Fa ny vehivavy mantsy, zanahary, hono |
Ny ranomaso nifaliako, narotsak’olo-nofofoiko; ranomody nohantsiana, ary tsy azoko iviliana! Ny heloka efa novitaiko, ranomody miandry baiko; indro fa mandentika ahy! Resy izao ny lehilahy. |
Fitambarany |
Tarika avy ao maharivo |
Ambatomena stèle et monuments traditionnels du temps d’andrianampoinimerina sadabe village natale d’andrianampoinimerina sahafanilo station forêstière, centre de pisciculture, aquaculture |
Miandrandra 50 2 0 48 2 0 |
Sc 1 ? I nnel psd j |
Ny ampondra koa mb’efa voakarakara, 10 satria nokasaina handrombaka amboara, fa nony efa tonga ny fotoam-bita , tsy araka izay nantenaina ho hita. |
Dettes à long terme subvention d’investissement |
Ireo resaka nifanaovana tamin’ny olona sasantsany |
Olona ’zany, olona ’zany no milahatra mandeha olona ’zany, olona ’zany no mameno ny arabe. |
Noho ny fanajana sy ny fankatoavana ny ray aman-drany, zokiolona dia tsy fanao eo amin’ny malagasy ny misolantsolana mandray ny fitenenana, ka tsy nahazo halalana na tsy nifanarahana taminy. Azo ambara fa mbola taratry ny hasin’ireo zokiolona ity teny ierana ity. |
Sous la direction de madame solo-raharinjanahary raharimalala anatolie professeure titulaire et directeur de recherche université d’antananarivo ecole normale supérieure 03 octobre 2016 |
Ny famerenam-bolan’ireo mpikambana na dia samy nazoto tamin’ny findramana vola tao amin’ny cecam aza ireo mpikambana miasa dia nisedra fahasahiranana ihany ny ankamaroan’izy ireo tamin’ny famerenana ny vola nosamboriny miaraka amin’ny zana-bola mifanaraka amin’izany. Matetika dia ahitana fahatarana hatrany eo amin’ireo... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.