text
stringlengths
10
11k
Patriarkà jerosalema, izay tarihin ny eveka iriny
Hozaraina telo lehibe ny fizotran’ny asa fikarohana mba hamantarana tsara ny vokatry ny fiaraha-miasan’ny tafa sy ny tantsaha tao marololo. Fizarana voalohany fanoritsoritana sy fampahafantarana ny toerana nanaovana ny asa fikarohana fizarana faharoa fampahafantarana ny ta. Fa sy ny fikambanana tantsaha fanantenana ary...
Ii-2- ny eja kristianina miventy ny fitiavan-tanindrazana
Hitako daholo androany na ireo sendra mba nitazana nisy anefa koa nanatitra tonga hatreny am-pasan-drazana
Ny fianarana azony
Manalalondo 1
Nikoligne nanolikolin-doha, fomba fihetsiky ny olona tezitra, indraindray toa fihetsika miendrika fanenenana 2 finao nentiny, ilazana zavatra entina an-kery, tsy misy teny ierana 3 nagnelatse nanangana tànana, nanao veloma no heviny eto 4 hamotson-tane tsara tarehy 5 hinitrike nalaina haingana
Hoy i. P andriamangatiana an’andriamanitra ny fahamarinana , in vakivakim-pianana, tak 46 fakafakao sy tsikerao.
Avy any izy no hitondra rotsirotsy indray ho anao sy hitsinjo anao ety amin’izao tontolo izao.
Fitambarany
Fampirantiana fahita mazàna ny fampirantiana momba ny boky na ny mpanoratra. Noho izany, azo atao ny manentana ny mpianatra hanatrika azy ireny. Ohatra fampirantiana momba ny mpanoratra jean joseph rabearivelo na samuel ratany. Na dia miavaka amin’ny besinimaro aza ny marenina, dia ilaina mihitsy ny fifaneraserany amin...
Ireo lafin-javatra itovian ireo literatiora mirakitra tantara ireo no ezahina hovahavahana eto. Hojerena amin izany ny tanjony, ny endrika anatiny, ny endrika ivelany ankapobeny, ary ny voambolana ampiasaina. Ny tanjony amin ny ankapobeny, samy tantara noforonina miainga avy amin ny zava-misy sy miseho eny anivon ny fi...
Tokony mandray anjara amin ny famerenan-kira ny rehetra. Ho fanomanana ny litoijia sy ny hira atao rehefa alahady manaja ny toerana sy fotoana ary ny fandaminana amin ny fotoanan ny fijerena sary mihetsika. Hisian ny filaminana sy ny fifaliana tsy maintsy miasa ny rehetra amin ny fotoana natokana amin izany, manaja ny ...
Tot 50 22 32
Foto-pinoana religion
Fisiany izy afa-tsy ny fampitambarana ny hery izay mety hahatohitra ny vato misakana, ny fampiasana azy ireny miaraka 35 maromaro ny endrika nisehoan’ny dina tamin’izany; araka ny voalazan’ny boky tantaran’ny andriana, toy izao ny endrika nisehoan’izany am-bava ihany ny fifanarahana natao saingy misy famantarana sy san...
Faublee j , la cohésion des sociétés bara, puf. Paris, 1954, tak. 85 sans b uf pas de rite possible, pas de vie sociale possible
Fafana 09 faharetan’ny dia an-tongotra ataon’ny mpianatra isa-maraina.
Ireo notanisaina ireo dia saika toerana faleha andavanandro avokoa. Fa ambonin’ireo, dia mbola misy toerana roa voalaza matetika ihany koa ny hôtely sy ny fonja.
Imasom-bahoaka manafina hoho
Petraka olana
Misy todiny ny atao rehetra, tsy hitserana izay mitsetra; ny lanitra no mahita izany, mahalala koa itony tany. Ka aoka tsy hisy adi-hevitra, izay manao ratsy tsy hangovitra; veloma no aoka hatao, hamaranana ny teninao.
Ii.1.3- ny fanaovana ny ’’ isan’andro’’ na ny ’’tomboka andro’’
Acte 9 mboty, njariny njariny manao inona angaha i mboty ? Mboty saika handeha hanontany zavatra any amin ny namako aho fa tsy azoko tsara lay exercices nataonay tandroany izay njariny sasao vetivety aloha io akanjoko vao novidiko io vao mandeha in-dry e ! Mboty hay nahazo akanjo vaovao mama ? Aiza izany ? Njariny io a...
Le papier est le premier moyen de communication. Son usage est généralié au 15e siècle. 168 moyen de communication, 52. Htm. 169 araka ny fifampiresahana natao tamin’i belahin’i gasy 170 marie angeline, 40 taona, monina ao antanambao, mpivarotra trondro maina amin’ny tanana manodidina an’i maroantsetra.
Maningana ny endriky ny mpisolo tena milaza fananana mirindra amin’ny anarana amin’ny sokajy m- wa- manondro olona amin’ny tokana. Ny tsirinteny a- no mari-pirindran’ny matoanteny amin’ny anarana amin’ny tokana amin’ity sokajy ity, kanefa ny tsirinteny wa- no raisin’ny mpisolo tena milaza fananana mirindra amin’ny anar...
Izahay kosa dia nifidy handinika ny fanovana endri-javatra ao amin’ny hira maintimolaly nalaza tamin’ny vanim-potoana nanjakan-dranavalona 1828- 1861 vanim-potoana sady naha-voasoratra ara-pitsipika ny teny malagasy no nanombohan’ny fivavaha kristianina teto ny hira maintimolaly no natao hoe literatiora santatra , niar...
Ty n tranouai
Fa ny ilany lehibe indrindra, dia harioley poeta protestanta. Manganohano toy ny volamena mirendrika izy eo. Tsy maha-jery fahorian’olona; manatona manefa ny hain’ny vatana sy saina. Na dia zatra noho ny raharahany mahita sy mifangaro amin’izay mijaly aza, tsy mba donto na kitroina amin’ny fahoriana atrehiny. Rehefa vi...
Mizara roa lehibe ity asa fikarohana ity. Tsapanay fa fepetra roa tsy afa-misaraka mandrafitra ny pragmatikan’ny lahateny mandresy lahatra no ifotoran’ny asa fikarohana ataonay. Ny fizarana voalohany no andalinana ny fizahoana ao amin’ny fandresen-dahatra ary ao amin’ny fizarana faharoa kosa no amahavahana ny fahaiza- ...
Rehareharen ny firenena iray ny fananany toerana voajanahary azo tsidihina toy izany. Manana maro amin ireny i madagasikara, raha tsy hilaza afa-tsy ny ao mahajanga fotsiny, araka ny hita ao amin ny tantara. Harena ho azy koa ny fahasamihafan ny mponina ao aminy. Indraindray anefa dia manimba ny fahendren ny ntaolo ire...
Famaritana 2- ny kanto md2 riba i -lalampamokarana mifototra amin’ny fihavanana valin tanana, tambio, kifanomba md3 haiteny 1- endri-teny 2- sokajin-teny 3- anjara asan’ny teny
Morafeno nanamafy ny fahatsiarovan-tenan i sahondra ho irery ihany koa io, satria tsy mba niara-nonina tamin ny olon-tiany sady rain-janany izy. I bako vadiny sy ny zanany mantsy no niara-nipetraka tamin-dravalohery tao.
Ireny rehetra ireny tsy maintsy nihoarana avokoa ary nitadiavana fifampiraharahana tamin’ireo olona afaka nampindrana tahirin-kevitra.
Toy izao ireo tranga momba ny zana-peo tsotra hita teto raha fintinina tranga endrika hita ao amin’ny tantara ny andriana endrika ampiasana azy ankehitriny
Fizahan-takila
Zahao ny boky manioskrita cfrlr efa voalaza, tak.3, fahaizana v lah.13-29. 234 mbola tohizan’i cfrlr any amin’ny takila faha 15 ny fanazavana lah.46-50. 235 zahao ny boky manioskrita cfrlr, efa voalaza tak.5 , fahaizana vi , lah.30-34 236 ny atao hoe fehezanteny kanto eto dia ilay antsoiny hoe fanao amin’ny andro iray....
Ampianaro aho raiko raha sendra zava-tsarotra, na koa manahirana mila tsy hita intsony varavarana hidirana ampianaro aho ry raiko, hahatsiaro, fa manana mpiahy, mahery sady koa mahay.
Fetra dia toy izay ny olana ry izy mianaka! Mila fanarenana haingana ny fampitaovana io hôtely io, sao dia tsy vita mandritra izao fotoana tsy dia mahabetsaka ny vahiny izao.
Ao amin’ny fizarana lehibe voalohany dia toy izao no drafitra ampiasaina tenina mpanoratra; ohabolana sy fitenenana; lahatsoratra sy tononkalo; fanadihadiana; famintinana. Tsy miova io drafitra io any amin’ny fizarana samihafa, fa ny vontoatiny no tsy mitovy. Ohatra, ny ao amin’ny lesona momba ny tantaran’ny literatior...
Zava-dehibe amin’i ny eja ny mikalo ny fitiavana. Inona àry no mety ho antony anomezany lanja sy anasongadinany izany fitiavana izany ao amin’ny bokiny ilay fitia? Nandalo sedra goavana ve izy teo amin’ny fiainam-pitiavany? Te hanoro hevitra ny mpamaky ihany koa ve izy mba hanome lanja izany fitiavana izany? Ary moa ve...
Ny hamaivanin-drado eto dia ny fahalalana ilay lalàna mitovy mifehy ny miaramila rehetra tsy ankanavaka ao amin’ny tany misy ny itenenana. Hita taratra amin’ny fomba fanorata anefa fa mody hamaivanin-drado amin’ny alalan’ny fametrahana fisalasalana hono hoe io zavatra fantany io kanefa dia tena andry iankinan’ny fandre...
Ny tampon’ny tanety havadika kipaha hatrany an-dohasaha hitafy karipetra mivolom-bolamena
Odade fiompiana omby
Dadabe matoria aloha fa mbola alina ny andro sombinaiko ô
Rojo iny tamy iny izy. Ary hataon-dr? Inona ny haran-jonon’i papa?
Masoandro 1 satriko mba rano hogohin’ny rehetra hanala hetaheta ’reo sasatry ny tsetra ny soratra lehiretsy! Satriko ho taratra hanazava hatrany 5 ny haizina mandrakotra an’ito tany mamy ny soratra lehiretsy! Satriko ny heriny hanova ’zay tsy mety satriko hanitatra ’ty lalam-bola ety satriko dia satriko hanoro an’izay ...
Ary izao mihintsam-bolo niofo toy ny fiofon-dolo ’njao nakarinao ny sentoko ho fanatitry ny foko; 25 hitomany! Hitomany! Hitomany ilay nafoiny.
Ny sekoly tsy miankina ny sekoly tsy miankina no maro an’isa indrindra satria mahatratra 21 izy ireo araka ny tarehimarika nomen’ny chef zap. Marihina fa misy amin’ireto sekoly ireto no préscolaire .
Ny hoe idealy-soa zanany kosa dia ho fanehoany ny fankasitrahany an-drainy sy ny fahavononany hanohy ny asany.
Artin d’imala takariva ankehitriny t-16, lah 692, 04 10 1951
La valence ou la puissance de remplacement d’un élément est le nombre de réalités que l’on peut exprimer grâce à cet élément op. Cit. 251
Na tsy afaka haninkani a loatra e e dia mamangivangy e matetika e
Fahafatesana sy ny fandevenana, in fomba amam-pahendrena malagasy, kilasy faha 4 sy faha 3, libraire mixte, 184p
Zahay izao no mpiasa tany mpandao tanàna vao maraina, ka maizim-bava ny vilany vao mody indray manonitra aina.
Ny mombamomba ny ratia
Rajaona s erika. Inmprimerie d’ouvrages educatifs. Librairie mixte. 1976
Ny antony miteraka fahalianana amin’ny lahatsoratra
Rehefa taterina mivantana ny 1b sy 2b dia tsy miova ireo mpisolo fotoana ireo ary izao no fehezanteny azo 1b’ hoy rakoto omaly hoe miasa aho anio miasa aho anio , hoy rakoto omaly. 2 b’ hoy aho androany hoe mianatra isika rahampitso mianatra isika rahampitso , hoy aho androany. Raha taterina tsy mivantana kosa ny 1b di...
Ras oary tsy fantatra mazava ! Izay tena anton’izao fomba nahafatesan’izy roalahy izao fantatra tamin’ny famotorana nataon’ny mpitandro filaminana ras oary izy roalahy ireto no mandroba ilay fasana tao berazana atao hoe
Une fonction d’appréciation et d’évaluation de système de contrôle interne en place cette première partie met en évidence un aperçu global de la présentation de la salfa et de la présentation théorique de l’audit. Nous verrons dans la partie suivante les analyses approfondies des problèmes rencontrés.
Na hitoetra irery ianao na ho anivon’ny sakaiza dia tsarovy hatrany ineny ilay nitrotro sy nitaiza.
Azo lazaina ho antoky ny firindrana sy filaminana ary fahombiazana eo amin’ny fiainana andavanandron’ny olona ny fananana fahasalamana. Afaka manatanteraka an-tsakany sy an-davany ny adidy aman’andraikitra mifanandrify amin’ny anjara toerany eo anivon’ny fiarahamonina sy ny fianakaviana ny olona iray rehefa salama, man...
Rojo izany hoy aho, tsy manana dada izy.
Ora farany147
Miavaka tsara ihany koa ny fomba fanatanterahana ny sôva sy ny rango. Hiraina tanteraka ny rango raha toa ka jijiana kosa ny sôva. Eo amin’ny zava-maneno kosa dia samy ahitana tehaka sy ny hazokely na korintsana. Tsy ahitana aponga kosa ny sôva.
Ratsimaholy francinet sy ny mombamomba azy
Na dia semban-drahona toy izany aza ny tokantranon’i jean nalisoa ravalitera, dia tsy nataony hampihen-danja ny fifankatiavan’izy ireo izany. Vao mainka nihamafy orina ny fitiavany, satria nahatsapa izy ireo fa misy fisedrana ny fiainana, ary mila manambatra ny heriny izy roa hoenti-mandresy izany.
Fandraharahana natsiro ny sakafo vahiny
Nanajanona sy nivoaka ny fiara
Raha nidina kely ny vokatra tamin’ny taom-pianarana 2012 2013 ho an’ny kilasy faharoa, tsy nitsaha-nitombo kosa izany hatramin’iny taom-pianarana lasa iny. Tsara ny vokatra amin’ny ankapobeny ho an’io kilasy io mifandimby miaka midina kosa ny vokatra ho an’ny kilasy voalohany , izany hoe nisy ny fiakarana tamin’iny tao...
Fampianarana na ny fampitan-kafatra. Ary nampidirina tao amin’ny fandaharam- pianarana taranja malagasy taona faharoa ny lohahevitra fifandraisana.
Fafana 7 ny taonan’ny mpianatra kilasy voalohany.
Famintinana ny tantara
Loharano ny mpikaroka, 2019.
Fizarana 2 alahady 08 oktôbra 2006, lah 3489 indray asabotsy hariva, raha niaraka nisotro toaka tamin’ireo namany toy ny fanaony i beza, dia lasa ny resaka momba an’analandolo nisy vahiny tsy fantatra, hono, nanandrana nandeha tao analandolo ka niolana ny tendany sady nivoaka ny lelany! Ny hafa indray nilaza hoe tsy ta...
Rado gaga angamba ianao hoe fa maninona aho no manenjika anao et? ?
Raha sendra moa ny tena ka miteniteny foana na minia mivoatr’adala ka mitady ny hivoana.
Source réflexion personnelle
Ny fampandrosoana eo amin’ny sehatry ny firenena eo amin’ny lafiny fampandrosoana, ny maha firenena ny firenena ivelan’ny fifandraisana anatiny, misy ao aminy, dia eo ihany koa ny fisokafany amin’ny firenen- kafa, vokatry ny fanatontoloana. Hovahavahana voalohany amin’izany ny fampandrosoana ny firenena. Ary manaraka i...
Ilay rakotra vovonana nantenain-kaharitra ho vona fampiraisana indro nihalevona tsy nahatohitra erika iny ireo kapila haingo sao nandraina rehanao izay tompony fa vita tanimanga nindaosin-tsy mamanga tsy misy rahoraho ka mihintsana aman-taho ilay vony namololona niravy teo ny olona ka inty ikala alika nirodo tsy hay to...
Ny ohabolana malagasy. Tongoa mihonkona sy hasoan’ny fitenin- drazana, antananarivo.
Lohahevitra vaovao azo sokajiana telo ny lohahevitra vaovao nomen’ny mpianatra
Ohatra eo, e y? Teo, te y
Asa entin’ny tsirairay
Loharano ratolojanahary fitia n. S
Afin d’être en mesure de mener à terme un processus de planification stratégique, il serait mieux de recueillir le maximum d’informations et de données possibles sur l’association. Les informations collectées seront colligées dans un document de base qui servira de référence tout au long de l’exercice de planification ...
Fantoka fantopàtoka fantohana
Mahita izato ialahy izay tsapako tokoa fa faly tena faly mitsiky hatrany am-po.
Amin’ny ambaratonga faharoa, indrindra ny tany amin’ny sekolim-panjakana29. Toy izao ny fivoaran’ny isan’ny mpianatra nanomboka tamin’ny taona 1980 araka ny nomen’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena30. Marihina fa tsy nasiana fanovana ny voasoratra tao anaty boky.
Rehefa mihinana voky sy ny zanany dia ampy azy. Tsy mahagaga raha zary tsy mahalala an’andriamanitra intsony ny ankizy. Ary rehefa tonga tanora izy ireny, dia hanao tsidi-pahitra ny fiangonana fotsiny. Andraikitry ny mpitandrina ny manaitra ny sain’ny ray aman-dreny mba hitondra ny zanany hivavaka .
Services et infrastructures améliorés
Clarisse ratsifandrihamanana, op. Cit. , boky ii, tak 53 82 wellek warren, op. Cit, p 141 elle les études littéraires n’ ont de sens que si l’ on connait la technique artistique du roman en question.
Araka ny fanazavana aroson’i r. R raolison ao amin’ny rakibolana malagasy, ny tanindrazana dia tany niavian’ireo razana ary ilevenany 114. Mbola manazava ny maha tanin’ireo razana 115 azy izany koa i abinal sy r. P malzac asehony fa azo avy amin’ny fanakambanana ny teny roa hoe tany- na- razana ny hoe tanindrazana; ny ...
Manoloana ireo, ny mpanoratra dia manolotra soso-kevitra ho an’ny mpitondra sy ny vahoaka. Raha ny tena fahafahan’ny firenena marina no tiana hokatsahina, hoy izy, dia tokony ho samy handray andraikitra amin’izany ny roa tonta. Ny fitiavan-tanindrazana no tokony hatao ambonin’ny tombontsoan’ny tena. Tokony hahay hisafi...
Eritreritra mandeha, visavisam-po tsy tana! Embona avonavon-teny ka tsy hita fiantefana, fa injany tampoka ao misy hevitra mitranga mampiteny ny natiora hatrary an-draho-manga.
Koa aza dia ny varotra no anisan’ny mahatamana azy ireo ao. Tsy vitsy ireo sinoa na karana manana tranombarotra lehibe ao an-toerana. Raha ny sehatry ny varotra no asian-teny araka izany, tsy dia mifanalavitra amin’izay zava-misy aty an-drenivohitra no hita ao mahitsy. Azo lazaina mihitsy aza fa renivohitra kelin’iny f...
Déjà en quelque sorte l’habitude. Des fois, elles aggravent la situation par des insultes et des reproches cela incite souvent les violences conjugales. La société où l’on doit précisée ici c’est la société au sein du centre. L’alcoolisme heurte fortement l’harmonie sociale parce que les autres familles ont du mal à sa...
Toko voalohany ny filalaovana amin’ny endrika ivelan’ny tononkalo
An iza ny boky? A qui est le livre? Whose is the book?