text
stringlengths
10
11k
Eny tsia tsy azo tiliana. Eny eny
Milantolanto ny alina lanton-tsandrinao satry tsy handao mamihina ny tratra anaty volana miratra
Hita taratra izany tamin’ny fampianarana ny taranja malagasy, indrindra moa fa tamin’ny fampianarana ny tantaran’ny literatiora tao amin’ny kilasy voalohany toa mahakamo azy ireo ny hampiasa saina hikaroka sy hitadidy ny lesona. Tsy mahagaga araka izany, raha misy ny tsy fahombiazana.
Ny haitsikera approche des multi rationalités l’approche différenciée araka ny fiasan’i olivier de sardan no nitondrana ny asa. Haitsikera miompana amin’ny
Toa marina sy inoana amin’ny ampahany ihany anefa izany, satria ny famakafakana natao tao amin’ny soratra masina dia efa nanoritra tsara hatrany am-boalohany. Manambara mazava, ohatra, ny genesisy 2,15-17 ; 3, 1-24 raha fintinina fa 98 rajaona siméon, op. Cit. Tak. 385.
Fehiny nentina nampahafantarana ny zanabibiandraikomanjaka amin ny ankapobeny ny fizarana voalohany tamin ity asa ity. Noezahana nasongadina tamin ny alalan ireo ventin-kevitra natolotra teo fa mbola ao anaty fiarahamonina tranainy ifikiran ny finoana amam-pivavahana nenti-drazana ny mponina. Tsara sy mirindra ny fifan...
Mots-dis coursmagis. Tral, apprcmimgc, cnscigncmc. M, didactiquc, pedagogic
Joro manatona ny vadiny fa inona ihany ny ataonareo ato no tsy misy na dia rano handroana e! ? Njariny ka vao teo ange no tonga i mboty avy nianatra e! Joro fa amin ny firy no mirava? Njariny tamin ny enina hono! Joro ka nahoana no niandry azy avy nianatra vao hanao ny rano handroako? Fantatrareo fa maditin ny ranon-ts...
Lahy malandy no teo anatrehany. Lobaka vita amin’ny toile d’avion mavo no nanaovany, ary pataloha lasy mavomavo koa 129 inininivahiny na rebeka soaritsara ninin’ivahiny dia vavy mainty mateza dinihina. Zandrin-drangahy folo taona izy ary kelikely reny, tsara terehy tokoa ; avo sady maranitra ny orony, bary maso, olioly...
Ny lafiny finoana raha miresaka ny lafiny finoana dia ireo lafin-javatra roa ireto no tokony ho hita ao ny finoana nentim-paharazana ary ny finoana kristianina. Ny finoana nentim-paharazana araka ny fanadihadiana natao tany an-toerana dia misy doany roa ao andranovelona, fokontany morarano. Tsy voafaritra ny isan’ireo ...
Ny sehatra irotsahana
Dikan-teny malalaka nataonay avy amin’ny tenin’i morin tao amin’i blanchet, 2000, guides a priori qui programment les recherches. P29 14dikan-teny malalaka nataonay avy amin’ny tenin’i blanchet, 2000 les méthodes empirico- inductives caractérisent notamment un paradigme compréhensif émergent en sciences de l homme shs ...
Henri lewis morgan 1985 la société archa que. Paris anthropos, 634 p.
Ity farany ity no andeha hifotorana kokoa. Raha mbola velona ny olona dia efa mitsinjo izay hiafarana ka manorina fasana, mba ho fonenan’ny taolambalo rahatrizay. Nangidy tamin’ny malagasy ny tsy hilevina am-pasan-drazana. Nabaribariny tamin’ny fomba fitenenana izany soatoavina maha- tsy misara- mianakavy ny malagasy i...
Vondron’ny habaka habaka mifintina toerana mpisolo toerana tokantrano tontolo tanàna 2
Be resaka 1 angamba tsy ny teny lava no ahafahana mandrava ny tsy rariny iainana. Ny kabary lava loatra 5 tsy ahafahana mamboatra ireo rafitra fisainana. Tsy tononkalo lavareny no ahafahany mandreny izay tianao hampitaina 10 fa ny teny ’zay mafonja nefa, teny vitsy monja ary teny manana aina.
Tsy ho nenina ary ve izany any aoriana tadidio fa ny tody tsy azo idifiana riorio ve natao hifaliana sao sodoka ianao ka hotra-pahoriana ? Ilay noheverina ho fahasambarana mbola hivadika ireny izany todim-pitiavana.
Tsy midika velively izany hoe tsy kanto ny karazan-dahateny toy izao. Ry i jupiter dia nilaza fa iankinan’ny endriky ny tononkalo ny rima, ny fahalavorariany marina no saika fototry ny poezia sy ny hira 57
Rabearivelo, izay ilaina maika momba ny art malagasy , in fandrosoam-baovao, tanterin’i c. L rasoarimanana, andrianary ratianarivo, sy ny hira amin’ny tantara tsangana, boky ii, mémoire de capen, ecole normale supérieure, antananarivo 1997, tak. 39 94 f robinary, le théâtre à madagascar , in bulletin de madagascar, lah...
Ny fampahafantarana sy fanoritsoritana ny sehatra nirotsahana dia anisan ny zava-dehibe amin ny asa fikarohana toy izao satria antoka iray mahamarim-pototra ilay asa ka tokony homena lanja hatrany. Mitana anjara toerana lehibe eo amin ny asa fikarohana ny fahafantarana ny hodidina nahitana ny olana. Mialoha ny tena hid...
Ny sarin-teny miorina amin’ny rafitra andian-teny sy amin’ny ohabolana nanehoan’ny mpanoratra ny fahaizany mamolaka ny teny malagasy ny tononkalony. Ahitana ny parallèlisme sy ny ohabolana. Ny parallèlisme na sarin-teny ahitana fehezan-teny roa na mihoatra mifanesy, na tsy mifanesy fa mitovy tsinjara toerana ao anaty a...
Beuve s 1964 bridoux a 1958 makarenko 1967 narivony j pseud rajaonarivony jean 1966 rado pseud andriamanantena georges 1973 rainizanabololona j 1994 rajaona s 1993 1972 rakotoson raolisoa a 2000 ramanantoanina n. A. 1990 rasolomanana r. J. 2001 ravoajanahary ch 1973 rocher g 1957 roy cl 1960
Liquidité nous allons calculer les ratios de liquidité de la tpflm. Ils permettent de mesurer la capacité de l’entreprise à payer ses dettes à court terme.
Ohatra nisy ny fampandrian-tany nahery vaika tamin’ny fotoana nitondran’ny jeneraly galliéni. Noneran’ireo frantsay hafa tamin’ny alalan’ny fanehoam- pitiavana ny malagasy anefa izany. Ary nanenatana ireo vazaha namany hatrany izy ireo mba haneho izany fitiavana ny malagasy izany ny lasa aza nanenenana ny hetraketraky ...
Nandritra ny fotoana nanaovana ny fanadihadiana, dia tsy nampanao fampiharana an-tsoratra momba ny tantaran’ny literatiora ny mpampianatra. Amin’ny telovolana fahatelo vao afaka manao izany izy ireo araka ny voalazany. Na dia tsy misy isa azo atolotra aza, noho io antony io, tao amin’ity kilasy ity, dia hita tamin’ny f...
Ny talenta voizinao. 39 ny hira tokoa mantsy dia fitaovana iray azo am-paherezana ny mpiara-belona manoloana ny ady amin’ny fiainana sy ny adin-tsaina. Ka ny saina savolaina dia finaritra miaina mankafy ny hiranao.
Fanondroan-takila
Amin’ny ankapobeny, ny ambara dia manondro tohizan-teny feno nolazain’ny mpiteny iray na maro 43. Raha misy olona miteny izany, dia ambara no iantsoana izay naloaky ny vavany. Ara-piforonan-teny indray, io teny io dia ampifandraisina amin’ny hoe fanambarana amin’izay lafiny izay, raha ampitahaina amin’ny sehatra fanamb...
Io dia tsy maintsy miaraka hatrany amin’ny ody gasy. Araka izany dia ny mpimasy sy ny tangalamena no tena manatanteraka ny tsitsika. Ny tsitsika dia karazana ozona atao amin’ny olona maty mba hamaly ratsy izay olona namosavy azy. Noho izany dia misy fomba amam-panaomba hiantsoana tody izay olona nahavanon-doza, ka naha...
Araka ny tenin’io mpandinika io, dia toetra soa enti-miaina eo anivon’ny fiarahamonina ny fanahy. Tsarain’ny mpiara-belona araka ny toetra aseho avy ety ivelany ny tsirairay. Miankina amin’ny fahaiza-mandanjalanja ny atao no amaritan’ny olona azy ho tsara na ratsy mitombina tsara, araka izany, ny tenin-drahajarizafy ma...
Raha ny olon-tiana ihany
Famotehana ny kolontsaina malagasy ankoatra ny hita tamin’ny andron’ny fanjanahantany dia mbola nitohy ny fanindraindrana ny kolontsaina frantsay na dia efa tafiditra tao amin’ny repoblika voalohany aza. Nezahina naparitaka hatrany ny kolontsaina frantsay indrindra taty amin’ny tanora andrenivohitra162 araka ny ambaran...
Asiniony 11 septembra 1996
Ny tahom-bolo na bararata, noho izy tsy maka toerana be sy lavalava, no tsara indrindra hambolentsika ireny zavanamaniry mandady ireny toy ny tsaramaso na ny ana- madinika toy ny persil na kotomila tombony tsy maka toerana lehibe fa afaka ampanarahana ny sisin-drindrina na tamboho -mitazona rano ka tsy mila fikarakaran...
Ka mitony arô ninine e! A akanao i y amy tompony a y! A y andro raike, ny ranomaso sia ho fafana, sy hisy koa, ka mitony arô havako aby e!
Andro soa tokoa izao anio izao fifalianay zandrinao jesoa koa manatreha ny fotoana izay anoloranay anao ny vavakay raiso re ry tompo ô ny fivavakay hamasino ho anao re ny tenanay ho tempolinao na dia mafy aza ny alon-drano be
Araka izany ny fehezanteny amin’ny filaza tsotra dia azo taterina mivantana amin’ny alalan’ny mpanolotra hoy ary azo taterina tsy mivantana amin’ny alalan’ny matoanteny milaza, miteny, manambara rehefa matoanteny sy mpamari-toetra ny em, ny matoanteny manondro rehefa mpanondro ny em, ny matoanteny manolotra rehefa mpan...
Raveloarisoa, op, cit, tak.5
Ny fianarana sy fanabeazana an-tsekoly raha ny ao imerikanjaka no horesahina ny amin’ity fianarana sy fanabeazana an -tsekoly ity dia ahitana sekoly miankina amin’ny fanjakana epp izay niorina vao haingana, ny volana aprily 2005, sekoly tantanan’ny misiona katôlika epc izay efa nisy hatry ny ela. Araka ny fanadihadiana...
Fanamarihana niredareda ny afo tao amin’ny trano lehibe iray misy rihana tetsy mahamasina, omaly nanomboka tamin’ny iray ora tolakandro tany ho any. Tranom-panjakana, izay an’ny minisiteran’ny fampianarana ambaratonga faharoa sy fanabeazana fototra ahitana riha roa no may. Araka ny vaovao azonay, dia lasa tranofonenan’...
Saint vincent de paul ambatonilita
Dictionnaire robert, dictionnaire alphabétique et analogique, 1956 1964 les personnages donnés comme réels, nous font connaître leur destin, leur aventure.
Ny olona manam-pahalalana dia saiky tia ny mitady fahendrena avokoa. Hoy ny mpanoratra raha nilaza izany ao amin’ny ohabolana 15 14 ny fon’ny manan-tsaina
Razafindralambo fulgence louis de l’or, raki-piainana, mey 2010, p.17
Sylvie mersch, gerer un pedagogie differenciée, de boeck weswael 8a, 1989, rue des marines 39. 1000 bruxelles, p.25 motiver un cours est le justifier en montrant son interêt
Ireo vazimba teo
Ny fomba filazan-javatra no handalinana ny hevitra sy fihetseham-po nampijoroana ny tononkira, teo amin’ny lafiny endrika ivelany sy teo amin’ny lafiny tarakevitra. Hovaliana amin’izany ny fanontaniana hoe inona avy no lanjan’ny fomba filazan-javatra teo amin’ny fandikana ny hevitra sy ny fihetseham-pon’ny kristianina ...
Eo amin’ny voambolana, misy koa ny fahasamihafan’ireo fiteny telo ireo. Anisan’izany ohatra ny fisian’ireto teny mateti-piavy eo am-piresahana ireto mare bl av moa bl ats madina bl af, bl ats , raisina bl av drinay bl af .
Universite d’antananarivo ecole normale superieure departement de la formation initiale litteraire c. E. R. Langue et lettres malgaches
Fanitrihana ny faty sy ny kabary ataon’ny ôlobe vao voasokatra ny fasana dia manomboka manamboatra ny fasana amin izay ny olona mpandevina, ary mampiditra ny faty ao am-pasana. Esorina avokoa ireo tady rehetra namehezana ny maty, satria fady amin ny betsimisaraka ny miara- milevina amin ny tady. Misy amin izy ireo mani...
Jan fev mars avril mai juin juillet aout sept oct nov dec t max 31.4 31.4 31.7 31.5 29 28 27.9 29.6 29.6 29.4 31.3 30.9 t min moy 24.2 23.8 24.2 23.4 20.8 18.7 18.7 20.1 21 22.5 23.3 23.9 t moyenne 27 27.6 27 27.4 24.9 23.4 23.4 25.3 25.3 25.9 27.3 27.4
Présentées pour ses propres adeptes pour mieux comprendre la signification des langages religieux et leur intention profonde
Ireo tahirin-kevitra nampiasaina
Aoka ho foana, eny, hajanony
Tenin’ingahibempimasy indray maraina. Araka ny filazany manko dia niseho mivantana taminy indray ny masina ka nanambara fa mila omby iray hatao joro mba hisorohanany fahatezeran’ireo fanahy ao analandolo. Raha tsy manao joro, hoy izy, dia mety haka olona iray isam-bolana ireo fanahy ireo. 165 presida olona tokona hany ...
Ny faharisihan’ny mpianatra izany, na hahamonamonaina ny mpamaky. Tsy maintsy ho lahatsoratra manome fahalalana mivelatra ny mpianatra kosa anefa, ary azo ampiasaina tsara amin’ny fampianarana azy mamakafaka hevitra. Indreto misy fomba vitsivitsy hoenti-mandrisika ny mpianatra hamaky ny lahatsoratra atao tsapan’ny mpia...
Ny finoana kristianina araka ny fitantaran ireo zanak antitra dia ny fiangonana prôtestanta no niorina voalohany tao firavahana. Voalaza ihany koa fa ny lakolosy ao amin ny fiangonana fjkm firavahana fitiavana ankehitriny dia lakolosy teo ambohijanamasoandro toerana nonenan ny andriana rasendrahasina feno 100 taona tam...
Orthographe fautes d’orthographe erreurs graphonologiques
Mbola hita hatrany ny tsy fahasahian’ny tantsaha mifanazava amin’ireo tompona andraikim-panjakana amin’izay heviny sy izay heveriny ho mety. Matetika tokoa mantsy dia mihaban-toerana amin’ny fitenenana ny solontenam- panjakana, raha vitsy teny kosa ny tantsaha, eny fa na dia efa notsongaina manokana teny amin’ny tanàna...
Ry velon’aina, ry mpihavana hatao ahoana ’ty eto an-tany? Andeha hoy aho, fifankatiavana no ho tànana hatrany.
Randriamiadanarivo isa ny amontana, edisiona salohy 1975 antananarivo, 152 tak 2007 sikajin’i dadabe, librairie mixte antananarivo, 168 tak ranoe pseud rakotomahafaly n. E , haren-tsaina, edisiona 2001 tsipika rajaona s ny zava-kanto vita amin’ny teny, edisiona ambozontany 1993 antananarivo,124 tak
Manjelanjelatra ao am-poko, ry noro tsy foiko ! Ilaozanao ange aho, ka mikitroka amiko izany rehetra izany ! Rabe tiako indrindra! Hoy i noro niarina teo amin’ny sandriny niondanany. Matokia fa efa eto anilanao aho. Lozan’ny mpisompatra sy mpankahala, fa ny fitiavantsika tahaka ny volamena, hoseny vao mainka mamiratra....
Mpampianatra mijery ny fahalalana voarain’ny tsirairay sy manitsy izay lesoka hahafahana manatratra ny tanjona iraisana any amin’ny faran’ny fampianarana. Ankoatra ireo ny tombana atao any amin’ny faran’ny fampianarana. Tombana iraisan’ny mpianatra rehetra izy io ary amin’izany no hahafahana mijery raha tratra ny tanjo...
Fianarantsoa 1
Mpanoro hevitra ny namana rehefa tojo olana na adin-tsaina lalina mitambesatra aminy andro aman’alina ny olona iray, dia mitotototo er? Izy mitady toro hevitra etsy sy eroa. Anisan’ny olona hatoniny voalohany ireo namana akaiky azy. Toro hevitra ihany anefa no atolotr’ireo namana, fa anjaran’ilay manana olana kosa ny m...
Olana lehibe izany fikatonan’ny asa fanjonoana izany ho an’ireo mpanjono izay miantehitra tanteraka amin’ny jono an-dranomasina. Ny antony, ho an’ireo vondron’olona ireo, io no sakafo sy fitafy ary io ihany koa ny fiainana rehetra ka tsy misy izay ho antenainy intsony raha mijanona ny asa. Noho izay toe-javatra izay, v...
Co! ! St ll r le-, !
Le plan de financement devra être présenté annuellement pour pouvoir dégager le besoin de financement mensuel, trimestriel, semestriel, annuel, et prendre des mesures à temps en cas de retard de financement, en cas d’avertissement de rupture de trésorerie. Il serait mieux de respecter le plan de financement pré établi ...
Javatra mitranga ao amin’ny ratra lalina fihatsarambelatsihy no andraisan’i vola nenitoany ny fombafomba samihafa ataon’i haimah vola izaho koa angaha miraharaha na laninao daholo aza ny hofantranonao fa ilay mifaninana amin-janako no tsy tiako. Haimah nenitoa a! Raisiko ho toy ny rahavavy iray tampo amiko anie i rojo ...
Amin’ny fandinihana mifantoka amin’ny haiolona tahaka itony, dia tsy azo avela ny fahafantarana momba ilay fiarahamonina. Mifamatotra amin’ny toerana onenana mantsy, ny mety ho toetry ny fiarahamonina sy ny riba iainana ao anatin’izany. Ilaina, noho izany, ny handalinana azy miaraka, mba hahafeno ny asa fikarohana. Hoj...
Mbola sakana goavana ho an’ny fokontany sasany koa ity, tsy fananan-jiro ity satria zary tara foana izy matetika noho ny tsy faharaham-baovao. Na ny manana herinaratra aza dia misedra olana ihany eo amin’ny fifandraisana, satria tsy dia matanjaka loatra ny émetteur mipetraka ao an-toerana tapaka matetika ny mbs, ary ef...
Tao ireo tambitamby sy orokoroka koa nefa tsisy nifanamby ve dia nirodana avokoa ?
Ho an’i di , dia lafin-javatra telo no manetsika ny aingam-panahiny ny zavaboary, ny zava-misy iainan’ny fiarahamonina sy ny firenena, ary ny asa soratry ny hafa. Ny aingam-panahy sy ny zavaboary
Raharimalala vololontsoa clara vehivavy mpampianatra
Quant aux communes, les changements spécifiques ont trait à l’amélioration effective du service administratif communal existence et valorisation d’un tableau d’affichage, élaboration d’un organigramme clair, rapidité de la délivrance des actes administratifs, mise en place de système d’accueil et de collecte de feedbac...
Tohin’ny efa voalaza tao amin’ny andininy 3.1.1.3. Ity zana-pizarana ity. Mikasika indrindra ny vontoatiny no asian-teny eto satria ny mikasika ny endrika efa vita tany aloha. Ireto ny asa azo ampanaovina ny mpianatra ny fampifandraisan’ny lahatsoratra sy ny lohateny ny antony nisafidianan’ny mpanoratra ny lohateny ny ...
Zontsika zonao ny mivavaka maraina sandra-teny talaho lanitra fa zon’ny hafa ny tsy mino afa-tsy ny tenany handavo fahantrana
Oharina amin’ny takaitra izay hita maso, ny ditra izay tsy azo tsapain- tanana. Ny takaitra mantsy dia ny fahavoazana mihatra amin’ny saina sy ny vatana, ka mety tsy ho afaka intsony. Anisan’izany ny fahajambana, ny fahalemena, ny tsy fiterahana, ny fahadalana. Omena ny ditra, izay azo ialana, mba handokoana ny fampion...
Weber w. Jean pierre, genès e de l’ uvre poétique il s emble qu’il exis te un rapport e ss entiel entre le thème e t sa vie , son déstin. Tak.507
Dingana telo eo amin’ny firoson’ny fampianarana no vita hatreto dia ny famerenan- desona, ny fitrandrahana lesona ary ny fanazaran-tsaina. Mialoha ny hidirana amin’ny fanazavana ny tombana, dia ilaina ny manao jery todika mikasika ny lesona vita. Avy amin’izany no hahalalana ny lafin-javatra banga eo amin’ny fahalalan’...
Ny renifeo ? G
Eo amin’ny fomba fitafy indray dia lesoka ny tsy fanaovan’ny mpiosika fanamiana mitovy. Sady mampiavaka azy ao anaty fiarahamonina sy ireo mpanakanto namany izany no manome haja amam-boninahitra azy ireo koa. Eo amin’ny fotoana
Sary 05 lovako t12 tak.59
Teny avy amin’ny lakroa
Randriaanasolo, tantaran’ny f. L. M atao indray mijery, edition f. M, t. P. F. L, tananarivo, décembre 1989.
Nangataka fihaonana tamin’ny mpanoratra no natao voalohany mba hilazanay ny fikasanay. Nanaiky tam-pitiavana izy. Amboaran-tononkalo telo no natolony dia vava-ady fahafahana, reny moana, ary te-hita ny ranomaria. Niroso tamin’ny fandinihana ireo asa soratra ireo avy eo. Nifanindran-dalana tamin’izany ny fikirakirana bo...
Fanazavana toy izao avy no fanazavany ireo, araka ny hita tao amin’ny bulletin de liaison et de contrôle ’’fianarana raha vao miditra ny tokonam-baravaran’ny lycée ny mpianatra dia hianatra no antony. Fianarana no foto-dia aleha aty an-tsekoly. Raha miainga any an-tranon-dray aman-dreny izy, dia tokana ny tanjona hande...
Eny anelanelan’ny lesona ny mpampianatra no manome andiam- panontaniana ny mpianatra, ary atao am-bava hatrany izany. Toy izao ny endriky ny fanontaniana f1 inona no atao hoe tara-kevitra ? F2 inona no zava-nitranga ara-tantara tamin’io vanim-potoana io ?
Sary 04 fary mamy t11, t .122.
Sarin-teny iverenana amin’izay voalaza mba hanamifasan-danja azy ny épanorthose 154. Ahitana izany ao amin’ny tanindrazanay, tany mavo fa mandronono tanimbarinay, tany mena fa voka-bary
Araka izany ny mpamorona na auteur clarisse andriamampandry ratsifandrihamanana ny mpanoratra na scripeur clarisse ratsifandrihamanana ny mpitantara na narrateur sady tsy scripteur izy no tsy auteur ary tsy mpandray anjara ao amin’ny tantara. Tsy hita soritra ao amin’ny tantara izy satria mpisolo toerana laharana fahat...
Fandresena sy faharesena ihany koa ny fitiavana ho an’i auguste rajon, ary tsy resin’ny fotoana sy ny elanelan-tany izany no sady tsy resin’ny hetraketraky ny fiaraha- monina sy ny manodidina. Mety ho ratsy ny fitiavana araka ny hevitr’i michel andrianjafy nefa natao hitondra fahasoavana amin’ny ankapobeny, indrindra r...
Mpitarika razafimahefa, maitre de conferences
Milokon’ny maraina izany toerana any izany toa tsy andry izany ora fitsenana anay indray any tsy mba misy sento any tsy mba misy vero lanitra mandrotsirotsy lanitra mamerovero
Andeha horaisina tsirairay ireo anoharana ireo singan’olona toa very izany izaho anoharana oharina ny singan’olona dia olona tsy manana namana, na havana fa honjohonjony samy irery. Tsy misy ifampiresahana na ifanakalozan-kevitra, mitoka-monina. Ireo no azo lazaina amin’ny singan’olona, kanefa mbola nampiany hoe very n...
Siege s 2011 hiverina aho, dadabe!
Ankoatra izany, dia isan’ny anjara biriky natolotra tao amin’ity fizarana farany ity ny nikirakirana ny lahateny kabary am-pianakaviana ho fitaovana ahafahana mampita ny fahalalana, riba sy kolon-tsaina, mifanaraka amin’ny fandaharam-pianarana. Natao hanampy ny mpampianatra izany, no sady hamelo-maso indray ny lahateny...
As natolotr’i andry ho an’ny fanjakana malagasy nandritra ny tatitra nataony ny anjara lovan’i landy avy amin’i hedrick gunther fofombadiny, anjara lova izay mirakitra ny voka-pikarohana nataon’i hedrick gunther fahavelony.
Aoka hivalona any ho naman’ny fahiny.
Lavitra, amin’ny endrika maro no mpanondro mamaritra ny anarana mashamba 2 saha mipetraka eo alohany.