text stringlengths 10 11k |
|---|
Boiteau, op. Cit, p.226 l’impôt a été considéré dès la conquête comme un moyen de contraindre le paysan malgache à louer ses services chez un colon. |
Memoire pour l’obtention du certificat ’aptitude pedagogique de l’ecole normale |
Samy hafa ny hevitra fonosin’ny voanteny swahili raha oharina amin’ny fanovany amin’ny teny malagasy. Samy hafa tahaka izany koa ny fiasan’izy roa tonta. Afa miasa ao anaty fehezanteny manaiky ny teny swahili sasa ankehitriny tahaka ny ao antin’ny |
Miora mija |
Hiram-boninkazo |
Na tsy tanteraka aza ny dina tsy anjara izao sombinaina, mangina mionona, fafao re ny ranomaso mionona fa ny tany tsy ilaozan’ ankaso. |
Ohatra ho fampiharana ny lohahevitra ny marina dia asaina manangana takela- tsoratra momba ny ady amin’ny kolikoly ny mpianatra. |
Izato lobaka ambony feno tady mitsirako moa va tsy toy ny gony fanangonana ny fako |
Azo lazaina, fa io teny io no fototra ananganana ny zavakanto. Ny tanjon’ny mpanoratra, anefa, amin’ireny asa sorany ireny, dia ny hanome hevitra ho an’ny mpamaky, indrindra moa fa ny mpiara-belona aminy. Amin’ny fitaovam-panehoan-kevitra ny asa soratra, tompon-tsafidy ny mpanoratra amin’ny voambolana ampiasainy mba ha... |
Ny maha andranovorivato an’andranovorivato no hoentina manaraka eto. |
Razafiarivony wilson, ampamoha |
Mini memoire professionnel |
Ka hoy aho hoe ahoana ity vary ? |
Ny taikam-pamantaranandro manakoako mameno ny efitranoko |
Olona 1 amiko, tsy ny vatana irery na ny sandry izay mahery tsy ny bika izay tomady 5 no hahafolaka ny ady fa ny bika sy ny aina hankaiza raha tsy eo ny saina? Ny herin-tsandry mora tola raha tsy voavolavola 10 ny fo sy saina amam-panahy matoa ny asa mamololona dia tsy hadino mihitsy ny olona |
Ireo dingana rehetra nolalovany teo amin’ny fiainany, na ny sehatry ny fianarana, na ny asa. Zava-dehibe ihany koa anefa ny fijerena ny fiainany amin’ny maha mpanoratra azy, ka navoitra tao amin’ny toko faharoa izany. Hita tamin’izany, fa ny maha mpanoratra an’i niry-solosoa, dia efa talenta voajanahary ao aminy. Nanos... |
Tapitra mpanoratra olivier toliara 16 07 07 |
Mampiezaka ny fianakaviana mikarakara lanonan-drazana araka ny voalaza, raha vao mieritreritra hanao famadihana ny fianakaviana dia tsy maintsy manomana zavatra maro ho fanatanterahana io fomba io. Ny voalohany amin izany dia ny omby mizara roa miavaka tsara ny ilàna ny omby; voalohany, omby atao henam-pamadihana; faha... |
Va tak 74 ; and ; 4, 5 ; andl 17-24 89 s rajaona, op cit, tak 42-43 |
Ny rafitra anatiny |
Ny fiaraha-miasan’ny cecam amin’ny mponina ao amin’ny kaominina antanetikely ambohijoky |
Mer ento hoento tsy azo ijoroana tsy azo hijoroana ataovy hataovy |
Inona no fifaliana toy ny saina mifanjohy paradisanay ny tany raha izany no mitohy saingy ny andro sy fotoana no mandalo sady fohy ny firaisana ara-nofo dia hatreo am-bava zohy |
Raha rariny, lehity, no tian’ialahy holazaina dia tokana ihany miasa tsy malaina, tsy mamono antoka ny olona tompoina sy tsy mamalivaly rehefa mba baikoina; miezaka malady sy mba mivikiviky izay no tena rariny fa adiroaty tiky! |
Peu d’anthropologues ont raconté comment ils ont travaillé sur le terrain; cependant, certains ont proposé des méthodes qui se sont avérées comme des techniques utiles pour l’enquête directe. Tout comme la méthode de la participation, que nous avons exposée, ces méthodes sont empiriques, et ne sont, pas plus que les au... |
Ny rafi-pitondrana ara-panjakana no mitantana ny vahoaka, izay tarihin’ny ben’ny tanàna. Ny isam-pokontany kosa indray dia misy ireo sefo fokontany. Ankoatra ny fampiharana ny teny midina avy any amin’ny fanjakana foibe, dia manaraka izay lazain’ny mpanandro ihany koa ny mponina ao amin’ny kaominina ambanivohitra amboh... |
Inona no hitanao fa rnampiavaka ny asa sorany amin’ ny asa soratra hafa ? F! ’. , n c , m v-1 cj. I irrt. V -rci 0’p , , ff4m;1 t ci-t. N. ’ l r.1 , ? N c ’ ’ |
Isan’ny mampiavaka ny faritra atsinanana iny ny fary. Fahavalo tena atahorana amin’ ny fary anefa ny omby satria rehefa tafiditra ao an’alam-pary ny omby sady mihinana ny raviny no mamolaplaka ny vatam-pary. Mahatonga disadisa ara-piarahamonina izany. Ny fary mantsy no fiazana anaovana kafe maraina sy hariva sy atao fa... |
Niry solosoa 14 .07 1993 |
Ny asiana tsy miraika fa mitony sy sondriana, ny mpamely manjokaika tena fara-fahoriana . |
Raha haravona dia misongadina amin’ny lafin-javatra roa ny tolotra na ny haitao entin’ny ratia mitaona ny mpihaino azy dia ny fifantohana amin’ny kolontsaina mampiavaka ny tontolo ambanivohitra sy ny fandalana ny fifandraisana mitondra mankany amin’ny fanatsarana ny fihariana. Hojerena manaraka kosa ny rindram-panentan... |
Heery-zo ramilison, famahavahana ny boky vakivakim-piainana, antananarivo, 1999, tak 15-16. |
Ny fiharian’ny mponina ao amin’ny kaominina |
Na ny karama noho ny asa natao na ny fanasaziana noho ny heloka vita dia miorina amin’ny fifanarahana avokoa. Ny tantaran’i tsiry ao amin’ny boky vakivakim-piainana nosoratan’i andriamangatiana iharilanto patrick 1998 dia ahitana taratra izany. |
Eo amin ny endrika manokana dia samy hafa tanteraka izy roa ireo. Ny tantara foronina dia tantaraina izany hoe misy olona hafa ivelan ilay mpandray anjara mitantara ny hetsika sy ny zavatra ataony. Mety ho ilay mpandray anjara ihany anefa no |
Ny karaman’ny mpiasa |
Ny hita ao 1. Chef quartié 2. Lehiben’ny zandarin’ala 3. Zandarin’ala 1 4. Zandarin’ala 2 5. Rendrema patrô 6. Koto mpiasan-drendrema 7. Jao mpikarama 8. Zety hamonjy fivoriana 9. Rabary ray aman-dreny 10. Soazara mitady akatan’aoly |
Tsy izay ihany ny voka-tsoa ateraky ny filazana ny marina, fa mbola ao ihany koa izay voalaza ao amin’ny ohabolana 12 19. |
Mba hampanaraho ahy ilay tsikitsikin’ny maraina nandrasako iny sasan-kalina, fa ny saiko savolaina sy mikatsaka ny marina. |
Misandrahaka amina karazam-boly maro be ny fambolen’ireo tantsaha ireo, toy ny voly vary, hanin-kotrana, legioma fa amin’ireo karazam-boly rehetra ireo dia ny fambolem-bary no tena mampidi-bola ho an’ny tantsaha. Manaporofo izany ny voalazan- drasoazanany, mpamboly ao amindraoka ny vidim-bary no entinay miaina mandritr... |
Dia ampio ny mpitondra omenao hahatana ny fanahim-pahamarinana amin’ny rariny hombana. Ka ny hasim-pirenena andrianiny tsy ho tototra! |
Efa goavana ny zava-bita, ireo tekinôlôjia avo lenta daholo no nokirakirain’ny onn mba hanatanterahany ireo asany ireo. Na izany aza, mba misy hevitra kely azo aroso ihany ireto ho fanampin’ireo efa misy. I- momba ny fandresen-dahatra asa tena sarotra ny mampiditra hevitra iray ao an-tsain’ny hafa indrindra ka hevitra ... |
Araka izao hita amin’ny fafana izao, nionona fotsiny tamin’nyfamaritana ny sokajy tao amin’ny hasin’ny tanindrazana, tsy notontosainy ny endrika isehoany sy ny sandany. Tahaka izany no nitranga tao amin’ny fahefana amam-pitondrana tsy nataony ny loharano sy ny andram-pamaritana ny mpitondra ary ny tanora sy ny avara-pi... |
Asiniony 3 desambra 1997 |
Ny mpisolotena mahaleotena izy no oharina ary ny penina no anoharana. Eto dia milahatra ny oharina sy ny anoharana, izany hoe samy hita ao anaty fehezanteny avokoa izy roa ka amin’izany dia ny anoharana no mandeha aloha kanefa tsy misy ny teny maneho fampitahana. Mazava ho azy fa ny mpisolotena mahaleotena izy eto dia ... |
Ny toerana eto madagasikara faritra maromaro eto madagasikara no voaresaka any amin’ireo tantara; ny faritra afovoany, antananarivo indrindra indrindra, faritra avaratra, ny avaratra andrefana, ary avaratra atsimon’ny nosy. |
Cette région par ailleurs, chaude et humide, placée sous les vents alizés, enregistre une haute pluviometrie de 2 à 3,5m par an, sans aucun mois sec, pour 150 à 250 jours des pluies qui dimunient régulierement au nord et au sud lahady pascal, 1979, op. Cit. , p. 18 . |
Ahitana rima mifaningotra manako |
Mifona aho! Tsy ho tara intsony aho! |
Raha ampiharina ny fananana amin’ny sokajy mahali io fehezan-teny io dia toy izao ny endrika ao nyumbani ku a baba nyumbani kwa baba ao an-tranon-dray, ao amin’ny tranon’i dada |
Mipetraka ao aoriana ny teny mamaritra, izany hoe ny fananana no faritana. Soratana misaraka ireo andian-teny ireo. Ohatra mke wa mtu vadin’olona miti ya mganga hazon-dradoko chakula cha mtoto sakafon-zaza nyumba ya msellem bin khalfan. Tranon’i msellem bin khalfan mali ya baba yao fananan-drain’izy ireo unyayo wa mnya... |
L’éducation en vue de la parenté responsable est devenue un des aspects importants des activités d’éducation, des centres de protection maternelle et infantile pmi . |
Mijoroa ka mandehana ao ambanivohitra ao, tsidiho matetika eny, io no tanindrazanao, 35 taomy ny havanao, ento koa ny ankohonana, velomy maso hatramin’izao, noho ny razana iombonana. |
Ny vanim-potoanan’ny repoblika faharoa 1972-1984 |
Tsy latsa-danja amin’ny fitiavana misy eo amin’ny olon-droa ny fitiava- namana ny mpinamana dia afaka mifampizara amin’izay kely ananana. Miara-mizaka sy miombom-pahoriana ary miray fo. Ny tena namana, dia mpankahery sy azo iankinana raha misy manjo, mahafoy ny ainy ho an’ny namany. Maneho izany i ira ao amin’ny finama... |
Beaujard p et tsaboto j les violences dans les sociétés du sud est de 1995 madagascar in cahier d’études africaines, be 139 volume xxxv- 2-3, pp 563-598 1996 les parias antemoro, les antevolo , in colloque internationale sur l’esclave, 23 28 septembre, pp 535 547 |
Tak 12 an andriamanitra ny aina, ka azony alaina amin ny fotoana tiany hakana azy. Avy amin ny hoe vodivarin andriamanitra ny olombelona, izay tiany alaina no alainy; izay tiany avela no avelany. Tak 53 longoa mitoto-bozaka |
Hoy ny fiteny tamin izany fotoana izany vaky magro volamena kosa no any an-tsain ny mponina fa tsy ny orinasa magro voaroba. Miroborobo ny fitrandrahana volamena ao bemangoraka na ao amin ny magro satria efa tonga any an-toerana ny sinoa sy ny karàna mividy volamena. Ny sary eto ambany no ampisehoana ny toeram-pitrandr... |
Tovo ka ho aiza indray ary aho e! Ny tiako no tonga dia vonjeko mialoha. |
Encyclopedie encarta 2009 les proverbes sont des formules courtes et populaires qui expriment des idées admises comme vrai, des croyances répandues et des conseils . |
Rakotonarivo, ny toeran’ny zaza eo anivon’ny tontolo betsileo arakany lovan-tsofina avy ao ankorabe imady ambositra, 1988, tak 134 82 levy-bruhl, l’âme primitive, paris, 1963, p 388 le plus grand des malheurs est de n’avoir pas d’enfants |
Ces personages fictifs et irréel nous aident à nous mieux connaitre et à apprendre conscience de nous même. Ce ne sont pas les héros du roman qui doivent servillement être comme dans la vie, ce sont, au contraire, les être vivants qui doivent peu à peu se conformer aux leçon que dégagent les analyses des grands romanci... |
De se passer le plus souvent au fond. Il n’en est rien. Le coron, c’est encore la mine. Le poids de la fatigue, celui de la pauvreté, de l’environnement tout y redouble l’effet du travail. Avec les conditions de travail auxquelles les dangers les menace en quasi permanences dédale de galeries étroites, basses et tortue... |
La marge sur coût variable |
Sary maneho ny doany fanaovana feraomby |
Ny antony nisafidianana ny mpanoratra |
Manome lanja ny fizokiana amin ny fanendrena ny lehiben ny mpiray kibon omby na ny filoha isam-pahefany rafitra nentim-paharazana mbola misy mandraka ankehitriny ny mpiray kibon omby ny rafi-pitantanana nentim-paharazana ihany no ampiharina mandraka ankehitriny, izany hoe ny fitantanan ny zokiolona fiarahamonina mbola ... |
Filazalazana momba ny boky |
Koa mandria am-piadanana izany dada tiako izany, dia ny tompo anie hitantana ilay dianao an-danitra any! |
Brevet d’etudes professionnelles |
Mety ho tompon’andraikitra voalohany eo anatrehan’ilay lohahevitra izy, mety ho olon-tsotra maneho ny heviny fotsiny, na vavolombelona nanatri-maso toe-javatra iray, arakaraka ny lohahevitra. |
Ao amin ny fizarana voalohany no ahitana ny fanoritsoritana ny hodidin’ny lohahevitra nosafidina ka hamahavahana ireo teny fototra fampianarana, fanadihadiana lahatsoratra, fikaonana, kilasy voalohany any amin’ny lisea; ny lalantsaina enti- mandinika ary ny momba ny lahatsoratra sy ny lahateny. |
Eo amin’ny vanin-teny faharoa, amin’ny faran-teny 3 b b- arab arabo, karib karibo |
Ny tantaram-piainan’i sota sy ny fitiavany an’i jery no tantaraina ao amin’itý tantara iray itý, ka i sota mihitsy no mitantara izany mivantana amin’ny mpihaino. |
Antananarivo, 2014 |
Nao tia ampelamana isa, ingo valinao hangalaky anao. Izany ampelamana isa, indro ny vadinao haka anao. 102. Zaho baba tsy mbeo koa fa halako tolo any ahy io. Izaho ry dada tsy hiverina any intsony fa tsy tiako ny zavatra ataony ahy. 103. Tinambitamby i la tsy vita. Notambetambezina izy fa tsy nety. 104. Ataoko akory mo... |
Fampianarana mampandray anjara ny mpianatra no nataon’ny mpampianatra. Samy nandray anjara tamin’ny fananga- nana ny lesona ny mpianatra sy ny mpampianatra. |
Ny fanofanana natao mifototra indrindra amin’ny lafiny tekinika ny fanofanana ka ireo zavatra nisongadina sy tena ilain’ny mponina any an-toerana no nezahina nofintinina. Mba hahafahana mampita izany tekinika izany, tsy maintsy misy ny fampianarana teôrika. Ny tekinisianina no manatanteraka izany. Mandritra ny iray vol... |
Bateson et al, op cit, p.20 cas de jakobson illustre un phénomène préable chez tous les chercheurs en sciences humaines |
Lycée j j rabearivelo sekoly nijeren i tsiresy sy i mamy ny valim- panadinana bakalôrea. Feno ankizy mifanositosika manoloana ny tandahatra anarana mihantona eo amin ny rindrin ny lycée j j rabearivelo. Tak 16 |
Ny tononkira |
Fizarana fahatelo ny fomba filazan-javatra 3-1 ny firafitry ny tononkalo 75 3-1-1 ny rima 77 3-1-1-1 ny laharam-pisehoany 77 3-1-1-2 ny fahafenoany 79 3-1-2 ny andalana 80 3-1-2-1 ny andalana fohy 81 3-1-2-2 ny andalana antonony 81 3-1-2-3 ny andalana lava 81 3-1-3 ny andininy 82 3-1-3-1 ny andinny fohy 82 3-1-3-2 ny a... |
Tombana an-tsoratra |
Fafana 29 famintinana ny anarana mari-pizahoana avy amin’ny matoanteny. Fehiny naseho tao anatin’iny zana-pizarana iny ny anarana maneho fizahoana azo avy amin’ny matoanteny. Mitovy amin’ny matoanteny niaviany ihany sandam-panambarana ananany. Hamaranana ny fandinihana ireo anarana hatrany am-piforonany. 3.3.4.2. Ny an... |
Adjuvant sujet opposant |
Lita eny leitsy fa hifotetaka amin ny tany izany izahay e! Ho hitantsika eo izany. Izahay ange ry zandry ka ny fianarana no tsy vitanay fa raha hafetsena fitaovana entina mivelona io ho anay e! Ny taona 2000 leity izay bado no rendrika a, fa izay fetsy sy mahitahita tsy maintsy tafita a! |
Eny marina tokoa, fa ny saiko sy fanahy indro fa nagaihay |
Définitions |
Ny kônsily ekominika faharoa dia natao tany kaonstatinôpla 1 tamin ny taona 381 taorian ny jesoa kristy nantsoina hoe kaonstatinôpla 1 ity kônsily ekominika ity mba hanavahana azy amin ny kônsily hafa natao tao amin io toerana io ihany, maro mantsy ireo kônsily natao tany kaonstaninôpla, araka izany dia nomena laharana... |
Vango vangovàngo mamangovàngo mamangomango 746 vankona vankombankona mamankombànkona mamankomankona 747 vantana vantàmbatana mamantàmbatana mamatamatana 748 vaofy vaofivàofy mamaofivàofy mamaofimaofy 749 varina varimbàrina mamarimbàrina mamarimarina 750 vato vatovato mamatovato mamatomato 751 vatsy vatsivàtsy mamatsiva... |
Neny no nahavita izany a |
Ny fifandraisana pedagôjika na fampitana fahalalana ny fifandraisana pedagôjika dia fifandraisana mitoetra eo amin’ny mpampianatra sy ny mpianatra. 22, hoy hatrany i jean houssaye 2000 ato amin’ity fifandraisana ity no sehatra ampitan’ny mpampianatra any amin’ny mpianatra ny fahalalana izay efa novolavolainy sy nomanin... |
Wy’ r’l- , o 1, |
Eo amin’ny haitsikera hanasongadina fa azo aseho amin’ny endrika ny hevitra, ary tsy voatery hosoratana avokoa ny angolam-pihetseham-po mandalo. Hamariparitra sy haneho fa azo halalinina ny fomba filazan-javatra manangana ny maha-tantara azy, nefa koa tsy azo hamaivanina ny sarin-teny mampijoro ny maha-hira azy. Haneho... |
Ny teny verin-droa hoe mivadibadika dia natao indrindra mba hanamafisan-kevitra, sahala amin’ny hoe potipotika, ravarava, sns. Nampiasain’ny mpiteny izy hanamafisana ny teny hoe mivadika raha io teny io mantsy no nampiasainy dia toa tsy dia hita loatra ilay elanelam- potoana sy ny zavatra efa nisy sy nitranga teo amin’... |
Njara ô ô ry dadavelo a! Z. Zany ve tsy. Zany ve tsy ilay miboredika, kenda dadavelo tsy ilay inona no tian’ise ho lazaina? Njara tsy mitovy amin’ilay bibiolona nivoaka gazety. Namono olona sy naka fon’olona velona. An? Dadavelo ka izy indrindra ireo miteny moramora njara izy ahoana? Ny zanak’i baozara ve? Taitra be da... |
An’ialahy ny hasim-pizokiana, ry matoan’ny aiko, zokim-pahendrena efa isalorana dindon’ny fioirako; 5 ialahy no reharehako ela nandrandraina tsy handraraka ny ilon’ny razana nipoirako; |
Rehareha ho an’ny zana-drazana ny hoe nahavita nampiakatra ny olona any amin’ny fasan-drazana ka hahatomombana tsara ny fepetra maha razana. Marihina fa ny olona tsy tafiditra am-pasan-drazana dia tsy azo lazaina ho razana, ka izany no isany antony hanaovana ny serana mino tanteraka mantsy izy ireo fa afaka mandrindra ... |
Milazà tara-kevitra tao anatin’io vanim- lesona |
Raha sokajiana araka ny salan-taonany avy ireo mpandray anjara ao anaty fafana ireo, dia mizara telo miavaka tsara misy ny zaza, toa an’i vony kely sy i miaro |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.