text stringlengths 10 11k |
|---|
Le fatritran’olona ty! |
L’objectif du programme est la sensibilisation et la mobilisation des usagers et riverains pour l’adoption des comportements favorables à la préservation de la route, la mise en uvre des projets de proximité en tenant compte du genre, contribuent à la réduction des impacts négatifs des travaux et peuvent apporter une a... |
Mbola fiompiana nentim- chèvres |
Hoy kosa anefa ratianarivo ao amin’ilay tononkirany mitondra ny lohateny hoe voaozona ny ora nanaovana dina mahaiza sakaiza, mampionona saina, fa izany sy izany no fomban’ny tany, mety hivadika ilay nantenaina, ny tsirom-pitiavana mety ho lany! |
Kanefa, razoky, tsarovy, fantaro tsy misy tontosa ny asanao maro raha toa tsy ampiako eo am-panaovana azy. Tsy laingako izany na hoe vazivazy ! |
Lf. Z. A adina ii fanadihadiana lahatsora tra. |
Tsy mba mivily 30 ’lay zanak’amalona diso fiantefa; |
Ny lesoka teo amin’ny fihetsika ekena fa niezaka tokoa nanatona ny mpianatra i d nandritra ny fampianarana, saingy mbola nahitana lesoka ihany izany satria tsy nataony vaindohan-draharaha ny nijery izay lesona nadikan’ny mpianatra tao anaty kahie raha toa ka nandeha araka ny tokony ho izy na tsia. Mety nisy anefa tao t... |
Ahitana ny lohatenin’ny boky sy ny kilasy natao hampiasa azy. Izany dia manamora ny fitadiavana sy ny fijerena ny boky ao amin’ny tranom-boky, indrindra rehefa mipetraka eo amin’ny talantalana fitoerany miaraka amin’ny boky hafa izy. Mety ho iny rirany iny mantsy no hitan’ny maso voalohany. Hita ho miavaka ihany araka ... |
Randrianantenaina jean fidel 01 05 00 5e b 14 non ivory 3h de marche |
Rajaona, ny zava-kanto vita amin’ny teny, op-cit, tak 63 |
Définition de la famille |
Ilay hevitra kanto sy soa, natoraly |
Fananganana fefin’ny fantsakana ny mponina no manangana ny fefin’ny fantsakana ka ny mpiray rano ao anatin’ny fantsakana tsirairay avy no samy manangana ny fefin’ny fantsankany avy. Efa misy môdely omen’ny fikrifama amin’izany. |
Boky i tak 25 184 boky i tak 29 |
Dia mbola ambarany koa fa tokony ho foanana ny fombafomba rehetra. Foanana izay heverina ho soatoavina. Foanana ny rafitra rehetra misy tak.62 . |
Ka veloma lahy hianareo! Veloma ihany, ry ray aman-dreny! Veloma toy ny masoandro hianareo! Ho fanilonay malagasy! |
T101, t102, t103 |
Cousins w. E 1961 |
Andriamahalala ainafitahiana |
Araka ny lalàna n 95.017 tamin’ny 25 aogositra 1995 andaniny, ireo mpizahatany rehetra dia tsy maintsy mitandro ny tontolo iainana malagasy ireo hetsika rehetra ataony dia mitsinjo izany avokoa, na inona na inona. Tsy maintsy manefa ireo sarany tandrifin’ny hetsika ataony ihany koa izy ireo ; toy ny saram-pizahana ny v... |
Ny karazana skotisma misy eto madagasikara ankehitriny efa maro ny fikambanana skotisma misy eto madagasikara. Eto dia ireo mikambana ao anatin ny firaisan ny skotisma malagasy fsm no ampahafantarina, ireto avy izany ny antilin i madagasikara skotisma zazalahy katôlika malagasy. Tamin ny taona 1923 no niforonany tany f... |
Mbola nohamafisin’i domenichini r. B izany amin’ny hoe ny ohabolana no azo lazaina fa sekolin’ny ntaolo tany am-piandohana. Izany dia noho ireo hevitra fonosiny sy ny hevitra arahiny 13 izany dia manasongadina fa tsy moramora ny mamorona ohabolana, satria ilaina fahaiza-mandrindra izy sady mirakitra fahendrena sy fahai... |
Toy izao aseho amin’ny fafana manaraka izao ireo sekoly misy ao amin’ny kaominina fafana 8 ny isan’ny sekoly ao amin’ny kaominina |
Itambarana. Manosika izany hetsika izany ny fahatsapana ny maha tompony55 sy ny fahatsapana manosika amin’ny fitandroana ny maha izy azy ny tena manoloana ny fivoarana. Ao anatin’ny fanandratana ifotony dia fototra iray lehibe ny fiheverana ao amin’ny tsirairay manoloana vakoka iray singa itambarana noho ny antony maro... |
Ireo matetika, ampiasan’ny mpanoratra amin’ny tononkalo iray |
Département des affaires économiques et sociales des nations unies, 11 02 2019 |
Rado izaho ange tsy miteny hoe ratsy izy e, fa tsy mahataitra ahy, fa ity haimah ’ialahy no tena mahavariana ahy, toy izao tokoa ve ny vehivavy rehefa tsy tia intsony! Hitako teo fa nahatazana antsika izy fa nanodina ny lohany. Sedra tena pôlisy marina ialahy, tia mitsikera zavatra sy mandinika, avelao leitsy izy hanao... |
Jyel rama, maty fa velona tak 13, va tak 212 |
Ohatra 1 ny tanindrazako nosoratan’i harih-lalah samuel roger andl 30- 32 antanetiben’ilay mananjara antanetibe zay tsara indrindra antanetibe no tsy maty miindra |
Ii-1-2-1 origine du nom manjakandriana ancien nom du chef lieu ambodiakondro, car des bananiers y poussaient à profusion l’origine du nom actuel manjakandriana ; ambodiakondro était le lieu de passage des andriana nobles qui venaient de la capitale, d’ambatomanga , de mantasoa, ou de miadanandriana devenus nombreux, ce... |
Ny laka-nitana no tody noho ny tevin-damosiny, ary ny lamba tafiana no mateza noho ny kitroky ny tenony ka raha tiana hahaliana ny tantara ny toerana ivelarany no atao tsara faka mitombina, mifanaraka amin’ny zava-misy ny filazalazana azy. Mizara roa raha ny fomba fihariana no faritra namelaran’i natiora ny tantarany d... |
Voalohany tamin’ny famolavolana ny talentan’ity mpanoratra ity ny ray aman- dreniny. Fony kely izy dia notaizana tamin’ny alalan’ny fitantarana angano sy ny tantara kely mifono anatra. Ireo masoandro amam-bolany ireo ihany koa dia tsy nitsahatra ny nandrisika azy hamaky boky aman-gazety. Izany rehetra izany no niteraka... |
Apetraka ny marika andalana amin’ny |
Ilay teny mamiko iainana b teny roa izay fantatrao a teny kely hoe tiako ianao . |
Izaho aza, dada, efa sakodiavatra tsy haiko hazavaina ny nahoana sy satria |
Tsy mandeha hoazy ny fanatontosana ny fampianarana ao an-dakilasy, fa tsy maintsy misy ny fanomanana mialoha ataon’ny mpampianatra. Heverina fa manampy betsaka amin’ny fampitan-desona ny fanaovana takela-panomanan-desona2. Misy anefa ny manao azy toa an’i a sy i d; misy kosa ny tsy manao toa an’i b araka ny hita eo ami... |
Tantaran’ny oemc office de l’education de masse et de civisme |
Fahalalana |
Andiam-panontaniana ho an’ny mpianatra anarana taona fonenana al fsah1 ji t’p. Na kilasy |
Ny lohatra o dia tsy manana sokajy voatokana fa rehefa anjarany no tokony hitondra ny tranobe na borisomotra izy na mpanompon’ivato na andriambaventy na kisatra na nefaravelo a dia izy no mitondra ny tranobe ary antsoina hoe lohatranoizy amin’izany. Raha mbola zazalahy kosa izy dia ampiakarina ho olom-be avy hatrany. M... |
Nampiasa ny hery famoretana tamin’ny lafiny rehetra teo amin’ny malagasy ireo mpitondra fanjakana. Nampiharina teto ny pôlitikan’ny zarazarao hanjakana 55. Niezaka ny mpitondra mba hamongotra hatramin’ny fakany ny maha malagasy ny malagasy tamin’ny fomba maro samihafa. Henjana ny fitondrana tamin’izany, noferana hatram... |
Ny renifeo ndz indonezianina dia mifamaly amin’ny renifeo ndz malagasy. Miasa io fifamaliana io eo amin’ny vanin-teny faharoa, anaty voanteny satria eo ihany no isehoan’ny renifeo kentsona tapany dz amin’ny teny indonezianina. Ohatra 2 ndz ndz- anjung anjona, injak tsinjaka, tanjak tanjaka, tanjun tanjona, tinjak tsinj... |
Ny anton’ny safidy sy ny zava-kendrena |
Enti-mivolana tsy anombanana fanambarana |
Ora sasany maka mpianatra mody any an-trano 12ora |
Ny zava-kanto vita amin’ny teny, ed. Ambozontanyanalamahitsy antananarivo, 144 p |
Ny hanitrao niserana mitondra, maninteraka filàna manadala tsy ahatsapana reraka! |
Provencher g , in l’evaluation de la qualité de l’apprentissage scolaire , in des pratiques évaluatives, pp. 97-98 un enseignement n’est efficace que si l’élève sait porquoi et comment il est évalué afin de connaître ce qu’il doit faire pour s’améliorer |
Tsena antonintoniny ihany ny tsenan’imerimandroso-tsarahonenana. Ny hena sy ny mofo ary ny hani-masaka no mahazo latabatra sy tranokely mitafo. Ny mpivarotra ny vokatry ny tany isan- karazany dia mitandahatra manao ladina an-tany maharaka ny sisin’ny tsena. Dia mifofotra koa ireo mpivaro-mangahazo aman’anana manadio ny... |
Misokira tahiry any anatin’ny rindrina ireo volamena any an-tsompi-madinika ireo no hanehoako ny tena firindran’ fiainan’ny ntaolo malaza mpandinika. |
Naniry ho vadim-bazaha avokoa ny ankamaroan’ny tovovavy. Voninahitra lehibe tokoa ny fiarahana tamin’ny vazaha, ho an’ny tovovavy malagasy. Singanina manokana amin’izany ny vazaha frantsay. Ohatra1 tamin’ny andro fahagasy, ranona, dia izay maharitra vadin’andriana. Fa amin’izao andro izao kosa, dia izay maharitra mahar... |
Randriamiadanarivo, sikajin’ny dadabe, natonta faninefany, trano printy fjkm imarivolanitra, antananarivo |
Tsy misy toeram-pitsaboana sy dokotera nampirisika azy hitsabo tena any besalampy, ragôva, raha niseho tany izy ny andro fahatelo naharariany. V. A. Tak121 |
Tonon-kira madinika, ny tononkalo ary ny angano sy ny tantara foronina. Farany no nanasongadinana ny filalaovan’ny mpanoratra ny mari-piatoana izay misy ifandraisany betsaka amin’ny onjan’ny tantara sy ny fihetseham-po samihafa. Ny fisian’ireny rehetra ireny dia manaitra ny mpamaky ary mahakanto ny tantara na dia tsy n... |
Manandratra ny fanahy maha olona ny fanahy tian-kambara eto dia ny fomba aman-pitondran-tena, ny fifandraisana amin’ny namana, ny fihetsika aseho vahoaka, ny toetra araka izay ahitan’ny mpiara- monina azy. Notandrovin’ny malagasy fatratra araka izany ireo fanahy maha olona ireo. |
Rapport de réalisation |
Azo atoko roa ny tara-kevitra nisongadina nandritra ity vanim-potoana ity ny fitiavana sy ny endrika samihafa isehoany eo amin’ny sehatra samihafa; ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny ; |
Ndao hanao skoto si un étranger vous fait le signe scout, rendez-lui tout de suite son salut et tendez-lui la main gauche. , tak 45 |
Fotoana iresahany ihany koa. Mbola nampanakaikeziny bebe kokoa ny mpamaky ihany koa ny toe-javatra notantarainy. 2.1.2 manajanona ny fitantarana ary manao fanamarihana tononkalo no nampitan’i nasolo ny tantaram-pirenena, ka nofintininy anatina andalana maromaro izay zavatra notantarainy. Tsy maintsy noferany, araka iza... |
Raha an-tena vasobasoka, ny an’ny hafa tsara pasoka ; 15- marobe no mahafady tsy manao mbay lalarn-bady. |
Rajaona s , op cit, tak 50-51 |
Ireo lahabolana tsy hiraina |
Ii.5.2.5 ny tamberin-teny na verinteny anaphore |
Né en 1846 etienne lantier est le fils de gervaise macquart et de son amant, auguste lantier. Quand ce personnage apparaît dans germinal etienne a 21 ans. Renvoyé de lille où il a été renvoyé de son travail après avoir giflé son chef, il erre depuis huit jours sur les routes du nord à la recherche d’un travail. Avant q... |
Nanomboka tamin ny taona 2000 i sophie ravelomanatsoa no nanatontosa tantara an onjam-peo. Hatramin izao 2018 dia mbola manatontosa tantara sy fandaharana maro ao amin ny rnm izy. Ankoatra ny fanatontosana sy filalaovana tantara dia mpanoratra tantara sy sombintantara koa izy. 2.1.5 nirintsoa mpanoratra |
Ny métaphore enti-manaporofo ny mofo ho eva maneho an’i kristy ao amin’ny tf. |
Taonany isan’ny lehilahy isan’ny vehivavy |
Lovako t9, op. Cit, tak. 49 |
Ry zavona eny ambony ento faingana ry lahy fa mitady mpampitony itony saina sy fanahy. |
Nombre de salles de classe |
Mpitarika rakotoarison angelot maître de conférences |
Ajax , théâtre complet, paris, gf. Flammarion |
Nonciation de la subjectivité dans le langage, paris armand colin, 267p. |
Araka izao ahitana azy eto izao dia misy anaphore izay hita amin’ny fiverenan’ny teny hoe eto an-dohan’andalana mifanesy. |
Antony. B d iii. Ny mombamomba ny teny malagasy 1. Ny fahatsapanao ny lanjan’ny teny malagasy miohatra amin’ny taranja sasany amin’izao vanim-potoana izao asio x mihamaivan-danja hihapotika noho ny fahazoan’ny teny vahiny laka vao mainka hanana ny maha-izy azy noho ny fidiran’ny kolontsaina vahiny mihamivoatra manaraka... |
Ny lafiny tsara anisan’ny manana toetra tsara azo alain-tahaka ny akoho raha ny voalazan’ny ohabolan’ny ntaolo no jerentsika. Nataony ohatra teo amin’ny lafim-piainana izay isan’ny lehibe mihitsy izany dia ny fanambadiana, ohatra, izay manao hoe ny fanambadiana toy ny lamban’akoho ka faty no isarahana 47. Zava-dehibe n... |
Olivier de sardan j. P. 1995 |
Ireto toerana ireto dia nomena endrika azo inoana satria azo alaina sary an- tsaina ny toetoetrany ny tranon-dry robena ao manjakandriana trano malalaka sy milamina ary tsara voatra hitany eto ilay fonenany ao manjakandriana rindrim-biriky, efitra telo vita gorodona, varavarankely malalaka, lavarangana hazo feno tavim-... |
Ii. Ny vokatry ny finoana ny anjara ratsy |
Ankilany kosa dia mety ho tena zava- tsarotra indrindra eo amin’ny sasany ny fiatrehany ny olan’ ny fitiavany ka mety hiafara amin’ ny famoizam- po sy famoizana aina ny tsy fahafahana miatrika izany olana izany. Raha izany no zohina dia azo lazaina fa manana ny toetra mampiavaka azy ity karazam-pitiavana iray ity, dia ... |
Voajanahary, araka izany, ny fivoarana fandrosoana eo amin’ny fiainana. Ho an’ny olombelona manokana mitombo ny vatany, mitombo ny filany, mivelatra ny sainy ary mikatsaka ny tsara kokoa hatrany izy, araka ny fomba fiteny hoe lanja miakatra ny fiainana ; raha efa nisondrotra ho rahona, aza mietry ho zavona ; aleo joko ... |
Toko i ny maha olon-tsotra azy |
Ny fahalalana dia azo antsoina ihany koa hoe fahaizana, fahafantarana , izany hoe mahafantatra tsara na manam-pahaizana ny momba ny zavatra iray, ary ny fampiasana ny saina no tena fototr’izany. Fizarana faharoa, 2.1.2.2. Fanehoana ny fifandraiasan’ ny fahendrena sy ny fahalalana ny hoe fahendrena kosa dia ireo olona m... |
Loharano google earth may 2014 mba hahafantarana misimisy kokoa ny toerana dia indro omena ato amin’ny zana-pizaràna manaraka ny mombamomba ireo zava-misy manodidina azy. 12- ny zava-misy manodidina azy anisan’ny singa manana ny toerany eo amin’ny manontolon’ny sekoly ny mponina. Avy aminy ireo mpanodina ny akora sy ir... |
Rainihifina j fomba betsileo, fianarantsoa ambozontany, |
Jao tadidinao ny teny notenenin i madame mihary an-dry tamin ilay isika nitady asa tao aminy ? Tsy azo atao hoy izy ny mampiasa zaza tsy ampy taona. Nefa dia izao ataon-dry izao izany mboty ka tsy fidiny ahy ange ry jao ny mitady vola e! Jao fantatro e! Saingy ny ataon ireo mpizahantany ireo no tsy mety! Tsy tokony har... |
Ny fandalinana ny tantely amam-bahona no ahazoa-milaza fa mifangaro ao amin’ny fiainana ny mamy sy ny mangidy. |
Isaoranay ihany koa ianareo mpiara-mianatra rehetra tao amin’ny andiany tafita niara-nifarimbona sy nifampizara traikefa taminay nandritra ny fiofanana natao teto amin’ny ens. Tsy hohadinoinay ianareo. Mahazoa izay irina daholo isika rehetra. Toloranay fisaorana ihany koa ianareo ry i dada sy i neny nahitako masoandro ... |
Toy izany koa ny horohoron’i tsimanato teo am -panenjehana an-dra- gly, sy ny fomba nahatsiravina nahafatesany. Ts im anato nankaiza izy teo? S em potsem potra |
Vondrom-piarahamonina sorona na fombafomba mitovy amin izany. Noho ny fahasarotan ny fiainana sy ny fahasahiranana maro samihafa anefa dia hahenan ny olona ny fandaniana amin ny hoenti-manana amin izany, ohatra hahena ny omby vonoina atao fanatitra amin ny sorona. |
Ny biby sy ny zava-maniry araka ny fanisana natao dia tsy natao, miendrika fafana ny biby ato amin’ity zana-pizarana ity noho ny havitsiany. Ny biby manana elatra na ny vorona , no mba fivetson’ny mpanoratra; miisa roa 2 izy ireo, izay hita ao anatin’ny tononkalo miisa roa 2 ihany koa, dia ny takila faha-13 sy ny takil... |
Tokony ho ao an-tsaina hatrany fa ny fiainana mandalo fa tsy hiara-mitoetra mandrakizay ny mpivady rehefa manan-tokantrano. Na toy inona hatsara na haratsin’ny fiainan-tokantrano tsy maintsy misy ny fisarahana rehefa tonga ny fahafatesan’ny andaniny na ny ankilany. Manjary ho mitoetra fahatsiarovana sisa ireo fotoana n... |
Jereo ny tovana ii. E, lah 64, takl20 74 fabio attard sdb , 2008 qui sont les jeunes maintimolaly à ivato, edition db, turin, nadikan i mompera ramasindroavola jean venance2008 ny maintimolaly salezianina ao ivato, edition db ivato, tak34 rehefa vita ny fiofanan ny tanora ao amin ny trano salezianina ka mahazo asa izy ... |
Notohofan-tambitamby, sodokadokan’ny fanamby ankosotra ka tsy nahay mba nanavaka hahay ny tena tia, sy mody tia, haka tombony hankafy. |
Hitondra hatsiatsiaka an-tsain’ireo mitady hifamono an’ady |
Maro ny asa soratra vitany fa ny tononkalo no tena nahafantarana azy. Fa ankoatra ny tononkalo izay tena iompanan’ny fikarohana ataonay, nanoratra tantara maro izy, indrindra, fa ny tantara fampiseho sehatra, izay maro mpitia sy mpankasitraka, toa an’i zanaboromahery, mo mo, tranon-kala izay nosoratany niaraka tamin’i ... |
Tsy ahitana endrika miramirana eo amin’ny mpandaha-teny sy ny mpihaino mandritra ny fanatontosana ny fifanantsafana amin’ny fahafatesana, satria, mahakasika ny endrika nisehoan’ny fahafatesana no mibahan-toerana amin’ny fitantarana. Ohatra ny zava-niseho tamin’ny raim-pianakaviana iray izay maty noho ny hetraketraky ny... |
Services extérieurs |
Fetinao anio, ry neny ka hisokatra ny vava mba hanolotra amin-teny voninkazo sy arahaba! |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.