text stringlengths 10 11k |
|---|
Ambodirano maitso tambohobe 15 15 |
Felana sariaka oharina toetra iray ao amin’ny anoharana |
En effet, les femmes sont à la fois une ressource sous-exploitée responsabilité dans les organisations, prise de décisions, et surexploitée charge de travail globale plus lourde que celle des hommes elles sont désavantagées. |
Tsy avy hatrany dia nirotsaka tamina fikambanana antoko anefa izy, fa ny nataony dia ny fiarahana nanao fampielezan-kevitra ho amin’ny fifidianana niaraka tamin’ireo mpanao politika. Nisy olon’antoko sy sedodia samy nilatsaka ho kandidà radoko, rapiera ary rafitia nifaninana tamin’ny pisodia tadidiko tsara fa tamin’iza... |
Fanoritsoritana ankapobeny ny sekoly nanaovana ny asa fikarohana, sy fanolorana ny fampianarana hita tany amin’ny lycee nanisana |
Efa nampianatra tao amin’ny kolejy rasalama nandritra ny dimy taona ny mpanoratra ka mahalala tsara ny fombafombam-pampianarana ny mpanoratra sy ny toetra tokony hananan’ny mpampianatra tsirairay; toy izany ihany koa i robena |
Frais fixes |
Ny taona 2002 dia nasaina izy handray anjara tamin’ny festival itinérant de la poésie en afrique tany guiné sy tany maurice. |
Wuno vono watang vatana watu vato welum veloma wadik vadika widi vidy walawao voalavo |
Fahiny, hono, dia samy nomen’ny ray aman-dreniny toerana nonenana ny zanany efatra mianadahy. Teo tritriva no anjaran’i andriamanitraviambo ; tany amin’ny vohitra antsoina hoe vohimalaza no anjaran’ny anabaviny, dia ravoromanga izany. Nanam-bady ravoromanga, ramarofelana no anarany, tena mpahay mandefa zana-tsipika ity... |
Maro ireo karazam-potoana mifangaro sy mifamahofaho ao anatin’ny tantara. Noho izy vokatry ny zava-misy ary ezahina ny hananany endrika azo inoana ny fahamarinana sy na ny fisiany62 dia hita ao izany ireto ny fotoan’ny zavatra tantaraina ny fotoan’ny tantara |
Lisitry ny sary 3 |
Anaka! Izao no fara hafatra navelan-drainao tandremo ny hakanosana ; fa io no loharano fototry ny hadalana 5 maro ireo namana mitonona ho sakaiza dia manjohy hatraiza hatraiza sy mandrebireby anao; kanefa rehefa voa ianao ialàny moramora; misy aza manakora sy maneso tsotra izao. 10 koa mijoroa ho lehilahy fa ianao ilay... |
Famaritana ny teny hoe serasera |
Ary ny isan ny andalana lava indrindra amin ny tononkalo manara-drafitra nataon ny mpanoratra, dia valo ohatra sambatra68 he sambatra ny maty ho an ny tanindrazana fa velona ao anaty |
Ankoatra ireo dia tsy mitondra vola betsaka ny mpitondra sarety mandritra io diany io fa vola hanaovana sakafo maraina sy vatsy eny an- ambiny dia voalazan -janaka na ray aman- dreny. |
Ohatra 2 njay manako84 |
Hamono ahy koa moa, baba , laha tsy ambaranao ahy izay laha ambarako anao , hoy babany , izao koa tsy haboaboakanao -ie! Ny antony tsofy antsiva fa ny mpanjaka ine mandro isaky zoma , fa ny mpanjaka ine sola sady an-keviny eo misy bala mihehe! -izay ? Hoy kaviokavioke ie! Soa fa haiko izay baba ! Laha niavy ny zoma , t... |
Andram-bahaolana sy tolo-kevitra |
Ny fady rafitra napetrak ireo razana teo aloha handrindrana ny fiarahamonina ny fady. Mazàna miteraka fikorontanana na loza mihitsy na tsiny avy amin ny razana sy ny natiora ny fandika azy ireny. Fitaovana enti-miaro amin ireo loza sy ny trangan-javatra tsy ampoizina mandalo eo amin ny fiarahamonina izany ; hany ka not... |
Dinam-pikasana 65 62. Vavahady ntaolo 66 63. Ny hasambaranao ry foko 67 64. O ! Ry foko 68 65. Ny soratro 69 66. Kalon’ny mpivahiny 70 67. Senton’ny lavitra 71 68. Ny soratro 72 69. Fasan-kafa 73 70. Hadinoy tanteraka izy 74 71. Efa sitrakao, rahavako 75 72. Ny any aminay 76 73. Ivereno ’lay tanàna 77 74. Ny ray aman-d... |
No maha- tany itony t a ny |
Discussion et de concertation sur la gouvernance publique à madagascar. Cette première rencontre permettra de débattre du modèle de gouvernance publique adapté aux réalités de madagascar. Le processus ainsi lancé se poursuivra tout au long de la transition, et même au- delà, selon le plan d’actions qui sera présenté à ... |
Deraina ianao ry ray |
Tahirin-kevitra taratasy fanadihadiananofenoin’ny tale, 2015 |
Ny olana nosetraina |
Ny métaphore mandoko ny hasarobidin’andriamanitra. |
Kisoa vavy ty! |
Navohitra tao amin’ ny asa fizarana faharoa ny fijerena ireo tarakevitra voiziny ao amin’ ny asa sorany. Ny eja kristiana mikalo fitiavana hita tao ny fiventesana ny fitiavana ray aman- dreny. Ny nahitany masoandro, ny ray aman-dreny mpitondra firenena sy fivavahana ary ireo ray aman-dreny zoky eo ankohonana na fianaka... |
Ny fotoana nivoahany ; ny firafiny ; ny foto-kevitra fonosiny. |
Eo amin’ny fizotry ny tantara mizara telo hatrany ny tantara iray amin ny ankapobeny ny toe- javatra iaingana, ny toe-javatra manelanelana, ary ny toe-javatra iafarana. Raha araka ny famintinana ny tantara tamin ny ankapobeny, izay nojerena tao amin ny fizarana faharoa, dia hita tokoa fa misy ifanahafany ny tantara reh... |
Tanjon’ny fampianarana malagasy ao amin’ny kilasy famaranana ny mpianatra nahavita ny kilasy famaranana dia afaka mifehy ny tanjona rehetra tany amin’ny kilasy teo aloha ; manakatra ny hevitra rehetra mifampikasoka aminy eo amin’ny sehatra samihafa ; manaporofo ny fananany saina matotra sy matsilo, voataiza tamina vako... |
Mahakasika ny fandaharam-potoana filazana ny fandaharam-potoanan’ny ampitso mahakasika ny fandevenana no hita eto. Ity lafin-javatra ity dia natokana ho an’ny tanora amin’ny ankapobeny, satria izy ireny no tena miandraikitra ny fandevenana. Ny hady fasana sy ny fanaterana ny faty, ary ny fanotofana ny fasana no tiana h... |
Teo amin’ny fiainan’ny fiarahamonina |
Mampianatra azy ireo asa tanana izay mamaly ny filana amin’ny fiainana andavanandro toy ny rary, ny zaitra toy ny ceres. Misy amin’izy ireo ihany koa no manorina paompy fantsakana, toy ny secaline, mba hahazoan’ny mponina rano madio. |
Raha izay ny momba ireo mpampianatra, ahoana kosa ny amin ireo mpianatry ny cli? |
Kala vodi-goga ty! |
Cité mandroseza |
Has ina miora has ina |
Tsy mahita intsony afa-tsy izay anoloany |
Fa ankoatra ireo voambolana nisongadina teny amin’ireny sehatra samihafa ireny, dia anisan’ny nanintona ny mpanoratra tamin’ity vanim-potoana ity ihany koa ny fampiasana voambolana mihataka amin’ny fampiasa andavanandro. Teny malagasy ihany izy ireny, saingy tsy dia ampiasain’ny olona eny amin’ny serasera ataony andava... |
Ny fialam-boliny |
Ny fikasana dia an’ny olombelona fa ny didy dia an’andriamanitra , fa ny vato dia efa nikodia , ny varavaram-pasana dia efa nivoha a |
Tanjona ara-pahaiza-manao ny fahafehezana ny vakiteny sy ny fitsipi-pitenenana, ny fanehoan-kevitra, ary ny fampiasana fitaovana no tena kendrena amin’izany ny vakiteny mpianatra afaka mandalina ireo singa mandrafitra ny fitsipi-pitenenana mba hahazoany manatsoaka hevitra, |
Teny fototra fanabeazana, fanabeazana ivelan ny sekoly, skotisma, zazavavy, mpanazava eto madagasikara, mpanazava, finoana, tanora advantista. Fiangonana loterana malagasy 67ha. |
Tsy misy mifanosona ny voambolana rehetra ao amin’ny boky fa voaelanelana fotsy avokoa , ary antonona tsara ny elanelana manasaraka azy. Ankoatra izay , ny lohateny sy ny vontoatin’ny lahatsoratra , dia miavaka , ary somary lehibebe ny fotsy manelanelana azy , toy ny hita amin’ny faritra fotsy izay manavaka ny vontoati... |
N11 fifankahitan’i hubert sy ny reniny rehefa tafaverina teto madagasikara izy. N12 fanatanterahana ny lanonam-panambadian-drazanajaza sy monsieur leblond izay sady nanamarihana ny fifandraisn’ny malagasy sy vazaha. |
Hita araka izao fa tsy nahazo salan’isa ny ankamaroan’ny mpianatra. Na dia nampiasa ny fomba fampianarana mampandray anjara ny mpianatra aza teto ny mpampianatra, dia mbola misy ny zavatra lesoka na banga matoa io no vokatra azo avy amin’ny mpianatra. Tsy mbola nivelatra tanteraka mantsy ny fandraisan’ny mpianatra andr... |
Loharano monographie de fivondronam-pokontany manjakandriana , taona 2011, tak.19 |
Ny atao hoe mpampiofana dia vondron’olona maromaro manoro na mampitombo fahalalana ho an’ireo izay tsy mahalala na tsy mahafantatra ny zavatra tiana ho hampitaina. Tsy iza izany moa fa ny tompon’andraikitra tao amin’ny servisy sfe izay nanatanteraka ny fiofanana tany amin’ny sekoly ambaratonga fototra. Hita taratra teo... |
Efa lasa dia lasa ny fotoana. |
Manabe ny mpamaky, indrindra ny ray aman-dreny, ny mpanoratra ao amin’io tononkalo io, mba hampitovy ny fomba fitaizany ny zanany. |
Rajaona s , op cit, tak 48-49 |
Manana ny mampiavaka azy tokoa ny kaominina ambanivohitra mahitsy raha ny eo amin’ny sehatry ny toe-karena no jerena. Azo lazaina mihitsy aza fa efa lasa lavitra kokoa izy raha mitaha amin’ireo kaominina ambanivohitra manodidina azy. Maro ny hetsika ara-toe-karena hita sy ataon’ny mponina ao amin’ny kaominina ambanivoh... |
Ny fampiasana ny mari-piatoana. |
Ny ray aman-drenin-dry zareo rahateo kely an-tsikinana, ka tsy nahasikim-ponitra an-janany hihazo an iarivo. Misikim-ponitra miezaka mafy amin ny fanatanterahana zavatra iray. |
Avelo-nidor 15 aogositra 2004 |
Maro ny lafin-javatra azo resahina mikasika ity lohahevitra lehibe ao amin’ny kilasy faharoa ity rehefa mampianatra azy, fa ny asongadin’ny tononkira teatraly dia ny endrika isehoan’izany fandrosoana izany eo amin’ny |
Azafady hoy aho fa ty misy resaka hambaranay anao ny mpitondra nifandimby zay teto gasikara ny prezida tsiranana ro nisantatra azy kibo voky ro mba tanjona zay tsa miasa sazy psd ro antoko nifaharana psd anio, ampitso, ary mandrakizay 12 taona ray ona ro nitondrany de nikorontana itony tany satria ny tarigetrany mbola ... |
Ny rahona nisangy ny volana somamby tomaratr’hazavana. Teo aho tamana. Mandinika, mamantatra. Ny endrikao mitsiky anaty torimaso. Torimaso sambatra! Teo aho saingy tsy hitanao. Tsy nanao fangalam- piery. Fa tsy tiako ho very ny soritry ny nofy anaty rotsirotsin’ny torimasonao. Ny ambiroanao tsy tiako kotabaisina. Ndrao... |
Ireo sarin-teny miorina amin’ny tamberin-javatra raha ampahatsiahivina ny famaritan’i siméon rajaona ny sarin- teny, dia hoy ny voalazany ny sarin-teny dia ireo fomba enti-milaza zavatra, misy endriny, mihataka amin’ny andavanandro eo amin’ny fanehoana ny hevitra sy ny fihetseham-po 160 naneho izany tamin’ny endriny ma... |
Sarin-teny ahitana teny roa mifamaritra nefa mifangari- kevitra na alliance de mots 227 ohatra avy hatrany no entinay hanazavana ity sarin-teny ity, araka ny hita ao amin’ny tononkalo hoe jamba 228. Mandoko amin’ny fomba mifintina ny fitiavana diso tafahoatra amin’ny alalan’ny fampiasana teny roa mifamaritra, nefa mifa... |
Fahasalamana zava-dehibe ny fahasalamana, ka tsy nataon’ny olona ambanin-javatra. Samy manana izay fomba heveriny fa hitaizany ny tenany tsirairay. Eo ireo izay mbola manaraka ny fomba fitsaboana nentim-paharazana amin’ny alalan’ny fanatonana ny mpimasy na dadilahy na ny toeram-panasinana. Misy koa ny manaraka ny fomba... |
Sokajy maha izy azy |
Ny vehivavy matanjaka |
Mamelona ny afo tarazon’ny fo handrehitra ny atin’ny fanantenana. Hafinaretan’ny saina hamoha ny takilan’ny lasa tsy maty fafana! |
Soa manatona fa maninona koa i dada e? Randria tsy lany e tsy voaray, tsy voantso e koto tsy voantso minisitra? Randria sady mbola mitomany ie, mijaly aho ry izy dahy fa diso |
Asa sekitera i sekitera ii sekitera iii sekitera iv sekitera v sekitera vi mpiasan ny orinasa 8 6 8 4 9 2 mpanao asa tanana 30 38 35 37 65 25 mpiasa amin ny fanaovana asa vaventy |
Izay ny amin’iny, fa andeha hojerena manaraka ny fampiasana nentina |
Ny foto-pivelomany araka ny voalaza tetsy ambony dia mpanjono sy mpamboly avokoa ny mponina amin’ny ankapobeny amin’ny maha amorom-parihy ilay faritra. Misy ihany anefa ireo mponina sasany no manao asa hafa; saingy vitsy an’isa noho ireompampoly sy mpanjono satria raha araka ny fanadihadihana dia 60 ny mponina dia mpam... |
Mazava alina |
Ireo mpianatra mpakafy namaly ny tononkalon’ ny eja |
Izany tanjona izany. Ny lamina sy rindra ao anaty boky ihany no alain’ny mpianatra mampiasa azy tahaka. |
Boky. Ankoatra izany, tokony hifanaraka tsara ny laharana hita any amin’ny fizahan- takila sy ny laharana hita any anatin’ny boky. Natao izany mba tsy hahavery ny mpampiasa ny boky. |
Ririnin-dasa |
Randrianasolo e tantaran’ny fiangonana loterana malagasy atao décembre 1989 indray mijery. Edition f. L. M. T. P. F. Tananarive. |
Nentin’ny mpanoratra nanehoany ny tebitebiny, izay iainany ny fitiavany manoloana an’ilay olon-tiany. Itadiavany vahaolana anatsarany ny fifankatiavany amin’ny olon-tiany. Ohatra ho inoko? 114 |
Lisitry ny kisary |
Trésorerie de la tpflm |
Fehin’ny fizarana voalohany |
Tsy afa nitombina nanesokesoka, fa nitsingintsingina nanala henatra. |
Ny fomba filazan-javatra namelomana ny adin-kira gasy. |
Universite d’antananarivo ecole normale superieure departement de la formation initiale litteraire |
Domaine sciences de l’education |
Ny fahendrena toetra amam-pihetsika tsara tokony ho tanana ihany koa ny fahendrena. Tombontsoa lehibe ho an’ny manana azy izy, ary mitondra filaminana ho an’ny mpiara-belona ihany koa. Raha manaotao foana mantsy ny olona iray dia ny tenany ihany no ho voa voalohany amin’izany. Ny hendry no anarina, ary ny mahalala no a... |
Ny teny sarotra kisary sns fandraisana ny valin-tenin’ny mpianatra |
Ny fiteny malagasy sy ny fivavahana kristiana, nosoratan’i h. Randzavola, t. 135-138, tak 17-21 |
En résumé, la tpflm est une société à la fois industrielle et commerciale qui s’est spécialisée dans l’édition, l’impression et la diffusion, distribution de livres chrétiens ainsi que de supports pédagogiques. Sa devise est la prédication et la révélation du christ en faisant tous les travaux d’impression y afférents |
Tsy maintsy miantomboka amin’ny fanoritsoritana ny aretina na ny zava-niseho tamin’ilay maty ny fitantarana. Izany hoe tsy voatery matin’ny aretina ilay olona fa mety ho antony hafa toy ny novonoina, maty an-drano fa matin’ny aretina avokoa ny ankamaroan’ny vontoatin’ny fifanantsafana amin’ny fahafatesana any ikongo. O... |
Izany hoe ny rafi-batana toy ny kilema ihany koa dia isan’ny namoronana ny anarana hoe masikoro, kany halavan’oron’izy ireo no nentina nanondroana azy tamin’izany ary tena lasa anaran’ny fokon’izy ireo tat? Aoriana. Ny teny hoe masikoro ihany koa dia toa avy amin’ny teny roa nakambana hoe masy n a h koro izay avy amin’... |
Ny rima feno indray, mifamaly avokoa ny renifeo sy ny zana-peo rehetra manomboka eo amin’ny ngadona farany. Izany ohatra, dia hita ao amin’ny tononkalo aoka izay ny voaly maizinao mikitroka akopahy any ho any izato vovokao manditsoka aoka izay! Fa mampitomany e! Ry embona mafaitra tsy ho zakako zakaina nefa. Mitazona t... |
Raha ireo fomba fiheverana roa ireo no iangana dia toy izao no andram- pamaritana azo raisina fanamboarana izao tontolo izao ho rafitra iray amin’ny lafiny rehetra ny fanatontoloana. Izany hoe, mitovy avokoa ny olona rehetra ka arodana izay mety hanakatsakana izany ary afaka mifandray ao anatin’ny fotoana fohy no olona... |
Ireo tononkira roa ireo no ahitana fitomboan’ny andalana mandrafitra ny andininy ary. Na eo aza ny fihenana sy ny fitomboan’ny andalana ao amin’ny tononkira iray; indraindray miara miseho ao anatin’ny tononkira iray izany fihenana sy fitomboan’ny andalana izany. Ao amin’ny zafi-pizaràna manaraka no hanehoana izany. 2.2... |
Tiako ilay taranja |
Tsy mbola vita ny ady dia lasana sahady ialahy nandao anay. |
Nisy toa tsy netinety? Fa nitomany ilay poety. |
Amin’ny fampirafesana atao dia tsy ilay olona mampirafy no ratsy endrika fa ny fiaraha-monina satria misy mandika izany ho fanaon-drazan’ny fiaraha-monina. Eo indrindra no ilazan’ny mpanoratra fa tsy mety izany. Ny famitinan-kevitra miaingitra épiphonème laroina sinton-kevitra no nentiny nandoko izany, hita amin’ny ny ... |
Eto ny mpanoratra dia mandoko ny fahavononany hiala amin’ny fahalainana ary manentana ny mpamaky mba tsy hanaiky lembenana amin’izay mety ho tsy rariny. Ilaina hatrany ny firaisan-kina sy fifanampian’ny mpiara-belona sy ny mpiray tanindrazana mba handresena ny fahavalo. |
Wellek warren, la théorie littéraire, éd seuil, col poétique, paris, 1971, p. 140 et il est bien vrai que l’on peut dégager de la littérature une sorte d’image de la société 25prix de l’amitié du peuple 26mpanamory sambon-danitra 27associations des editeurs de madagascar |
Antanetilava 67 rakotonaivo andry l 32 06 09 14 ; 09 15-11 00 antanetilava |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.