text
stringlengths
10
11k
Loharanon-kevitra ny filoham-pokontanin’ andranomena andriamatoa betsara rakoto armand 2008 ireto manaraka ireto kosa ny sarin-tany manondro ny toerana ahitana an’i marololo sy ny kaominin’ ambatosoratra ahitana azy.
Ny tora-pasika jereo alamiko ka mahavariana miova tsy kindriandriana hahafinaritra anareo hatramin’ny tso-drivotra aza dia rantoina fa malaza.
Endrika iray hita ety ivelany, hahafantarana ny tena ao am-po ny porofom-pitiavana. Maro ny fomba hahafahana maneho azy, saingy ny zava- dehibe dia ny fahazoana antoka fa tena fitiavana tokoa ilay ifanolorana. Ilaina, noho izany, ny fanomezana porofom-pitiavana, satria rehefa tena voaporofo izy, dia sarotra ny mamono s...
Loharano pcd kaominina vodiriana 2010
Tranga fahasamihafana eo amin ny firafitry ny tsindrim-peo 58 2.2. Tranga fahasamihafana eo amin ny renifeo. 60 2.2.1. Tranga fahasamihafana eo amin ny renifeo h 61 2.2.2. Tranga fahasamihafana eo amin ny renifeo ? G sy k 63 2.2.2.1. Renifeo andanilany malemy ? G 64 2.2.2.2. Renifeo andanilany malemy k 65 3. Firafitry ...
Izay no foto-kevitra ijoroany sy ny tanjona kendren’ny tsikera tematikan’i weber, fa misokajy ho roa kosa ny karazam-paika fikarohana narosony fikarohana tematika miroso 6 io dia miainga amin’ny fandinihina ny fahatsiarovana ny fahazazan’ilay poeta mankany amin’ny asa sorany fikarohana tematika mandrorona 7 miainga ami...
Tenina mpandinika iray
Communication un moyen pour transmettre des significations entre les individus6 mais aussi échange entre deux personnes au minimum ou entre la personne et l’objet. Action de transmettre un message à quelqu’un. Conscientisation faire prendre conscience à quelqu’un de la réalité7 c’est une activité psychique.
Mahefa 1999
Ny talenta voajanahary.
Conditions prealables
Fa amin’ny fetin’i zoky dia andrehetana jiro, tolorana sary sy boky, anaovana laoka matsiro!
Mpikambana ao amin ny havatsa u. P. E. M union des poètes et des ecrivains malagasy izy ireo, ka mifankahalala tsara eo amin ny sehatry ny asa soratra. Dia nangataka fihaonana tamin i lyra izahay, nanambara taminy ny fanirianay handalina ny momba azy sy ny asa sorany. Tamin ny fihaonana voalohany no nanolorany anay ny ...
Hatramin’ny ambaratonga faharoa ao amin’ny kaominina antanetibe mahazaza. Na ny sekolim-panjakana na ny sekoly tsy miankina dia samy efa ahitana ireo ambaratonga ireo avokoa. Efa maro ireo mponina noho izany no miroso amin’ny fampidirana ny zanany any an-tsekoly.
Chapitre iv-verification des hypotheses
Tovolahy mpiandry ondry
Aritory, edisiona trano famoaham-boky imarivolanitra-antananarivo 1975. Amboara nahazo ny loka faharoa avy amin ny renivohitra antananarivo taratra ahitana boky i sy ii tsy mbola nivoaka pitik onja sombin eritreritra
Loharano gazety taratra n 3161, zoma 01 aogositra 2014
Tsapa fa saika manana ny mpampianatra azy manokana isaky ny taranja ny kilasy tsirairay, raha io fafana io no dinihina, fa ny taranja malagasy ary ny tantara sy jeografia ihany no ahitana tsy fahampiana mpampianatra mpampianatra tokana no mampianatra ny kilasy voalohany sy ny famaranana eo amin’ireo taranja ireo marihi...
Fa ilay vady mpanao taigim-be
Ny skotisma sy ny tily eto madagasikara faha 70 taona 1924-1991, 35tak
Professionnels de la santé, les communautés, l’opinion publique. Il faut essayer de susciter un engagement politique en faveur d’un équilibre entre les interventions préventives et promotionnelles. Ceci à travers un plaidoyer auprès des décideurs nationaux et des partenaires au développement. Dans toutes les régions af...
Riel jean, etude du kora, une poétique de la littérature traditionnelle orale malagache, 1988, tak.65. Le rime est un élement on négligeable du style poétique.
Mbola namana hatrany no nanoro hevitra an’itsiry, hiavotana amin’ny fahantrana dia ifano. Hoy ny adihevitr’izy roa lahy 194 -ip. A , vp, op cit, tak 24 195 -ibid, tak 27
Ary nahitako indrindra laha-teny mba mirindra ka nahazoako hetaheta mba hitrandraka talenta.
Embona ataoko ahoana no filaza ny ato am-poko samy irery tafasaraka aminao, ka mahatsiaro tena very? Ranomason’olon-dresy, no mandena ny takolako, raha mamisavisa anao amin’ny andro tolatolaka. Na dia lavitra aza ianao, fa efa dify sy tsy tazana ny eritreritro tsy mety, toa tsy misy fahafahana. Tsy mba tana izany sento...
Loza hosorohina ny fanalana faditra ny faty hahazo alana amin ny zava-maty ny loza hihatra alana amin ny tany ilatsaham-baratra aretina alana amin ny hazo marary mosavy alana amin ny ody very tampoka alana amin ny valala notangosana resy an ady alana amin ny ombilahy resy eo am-piadiana famorovoroana alana amin ny fako...
Amin’ny fombany sy ny toetra maha izy azy tsikaritra ihany koa fa ambany ny fari-pahalalan’ny mponina, ka manahirana amin’ny fanentanna. Ny tsy fahampian’ny boky aman-gazety hanovozan-kevitra sy fahalalana rahateo manginy fotsiny. Ireo no manosika ny tanora vao 13 taona hirona amin’ny fahafinaretana ara-nofo. Vao maink...
Manaraka izany, mifototra amin’ny lafiny serasera koa ny asa omena ny mpianatra. Manan-danja eo amin’ny olona ny fifandraisana satria filana voajanahary eo aminy izany araka ny nambaran’i legrand 1961 36 55. Antony aneken’ny fiarahamonina ny olona iray ny fahaizany miserasera.
Finday 033 61 302 54 034 97 996 91
Fafana maneho ireo andraikitry ny mpanoratra nasolo
Manohitra ny tenin’i jesoa, maha-tena olona afaka
Tanisoamarina 24 3
Raha izaho mantsy no mba fiasana hampijoro ho lehilahy ny malemy sy ny lavon’ny fakam-panahy
Ny lalàna mifehy ny fanabeazana an-tsekoly
Izay andeha amin’izay aho fa ohatran’ ny tsy misy olona mivezivezy intsony. Aiza ny poketrako? Toa tsy misy vola intsony ato anatiny fa nalain’ny dokotera angamba nitsaboana ahy? Ary ny telefaoninako? Toa tsy hita! An! An aleo aho andeha ka lasa inty eto ny fiarako! Aleo velomina dia andeha vroummm fiara velomina dia l...
Ny antony mahatonga ny olona handairan’ny varatra araka ny fiheveran’ny malagasy maro ny antony mahatonga ny olona handatsaka varatra iray araka ny fanadihadiana natao, mety ho kilalao hifanandrinan’izy ireo no antony voalohany. Mety koa ho fanaporofoana ny herin’ny ody hananany amin’ireo tsy matoky izany no antony fah...
Tsoa-kevitra ny
Ny lafiny nahomby teo amin’ny fiainam-piarahamonina, dia azo lazaina ho nahitana fahombiazana ity fomba fiasa teo aloha ity. Noho ny hamaroan’ny fotodrafitrasa natsangana, dia nahatsapa ho afa-pahasahiranana tamin’ny rano ny mponina. Ny tanjon’ny fikrifama amin’ny fampidiran-drano fisotro madio mantsy dia ny hamatsy ra...
Hojerena amin’ny antsipirihany ny momba ny fonom-boky, izay lafin- javatra hitan’ny maso voalohany. Hasongadina ny lokony sy ny soratra hita eo aminy.
Raha atao indray mamehy izay rehetra voalaza teo izay dia tsapa fa mpanoratra nahafehy ny filalaovana amin’ny andalana sy ny andininy ireto mpanoratra ireto. Izany rehetra izany, anefa, dia tsy misakana ny firindran’ny hevitra amam- pihetseham-po amin’ny fomba nanehoany azy. Hainy ny mampikaona ny hevitra tiana hambara...
Karazana lalan-tsaina tery sy ety mifono fanabeazanasy fanerena ankolaka ny olona no azo ilazana iny tarakevitra teo aloha iny, mba hisarihana ny saina sy ny fon’ny olona hiantoraka amin’andriamanitra. Ka ny fototra iorenan’ny fanovan-javatra nandokoana io fiantorahana io dia ny fahitana ny fahalehibeazan’izany andriam...
Boky i tak 65 142 a c ur vaillant, rien d’impossible 143 encarta 2008 elle onu crée aussi une agence internationale, l’unesco, chargée en particulier de promouvoir l’éducation pour tous dans le monde entier. 144 ef raharimanga, rakoto ratsimamanga albert ny malagasin’ny taonjato-xx ny androko vonifanja 1937-1977 , impr...
Fetra fa angaha ianareo tsy mba mamaky gazety e? Amin’ny asabotsy izao no atao ny mariazy. Tena lanonana manetriketrika mihitsy no efa miainga any.
Ravalitera, nalisoa jean
Méthode d’approche
Directeur de memoire rakotoarison angelot maitre de conférences date de soutenance 11 décembre 2014
I s y toeram- pilalaovana fanatanjahantena tsy misy -basket -volley -mini-foot tsipy kanetibe viki-miakatra sy vikin-dava
Va tak 139 ; and 1 ; andl 1-10 116 s rajaona, op cit, tak 61 117 va tak 141 ; and 7 ; andl 25-28
Nasolo 10.03.88
Ceg collège d’enseignement générale fiz fizarana men ministère de l’education nationale p pages op. Cit opiscule cité
Charge d’appl1quer et d’executer le dfna audition despartins en fit, ge, des ernoins. C eliberer l’affaire
Brigadin’ny zandarimariam-pirenena iray no misahana ny fandriampahalemana any an-toerana miaraka amin’ireo quartier mobile fidin’ny fokonolona isaky ny vakimparitra. Ny fokonolona ihany no manarama azy ireo vary 1fahefany28 taona mpifidy. Angoniny isaky ny fararano io vary io. Mazana elabe vao misolo ireny quartier mob...
Anisan’ny endrika iray isehoan’ny ompa ny fampihinanana zavatra tsy fihinana sy tsy hay hohanina toy ny zavara maloto, fari-batana. Iii.1.2.1 fampihinanana maloto
Fandaharam-pianarana 1960-1965
Izay adala hono no toa an-drainy reniny koa mirary anareo hahavita fianarana mihoatra lavitra izay vitany i neny. Tsinjoviko manokana amin’’izany ianao ry fenitra vavitokan’ny aiko.
Ampiasaina ireo ompa roa ireo rehefa tsy tiana hofaritana ny kileman’ilay olona itenenana ka ny 129 no tenenina raha zaza ilay olona ompaina ary 130 kosa raha olon-dehibe na tsy tiana hofaritana ihany koa na lehibe na kely ilay olona. Sampona no ilazana ny olona rehetra manana kilema na inona na inona endrika isehoan’i...
Manomeza fomba fiteny na ohabolana manohana izany.
Aujas l lesrites du sacrifice à madagascar, p8 il faut que l’animal soit offert aux mânes des ancêtres ou zanahary dont des conditions de santé parfaite, sans tare, le sexe, la robe, la taille, la couleur sont formellement indiqués par la coutume et les pratiques rituelles
Iray amin’ireo antony lehibe nampijoro ny faribolana sandratra ny fanandratana ny kolontsaina sy ny zava-kanto malagasy, izay hita fa toa nirefarefa tamin’ny tany tokoa tamin’ity vanim-potoana ity.
Ao koa anefa ny sombin-tsoratra izay toy ny taratasy omena olona hoy ny nanazavany azy, ary mitovy amin’ny rian-kalo nosoratan’i ran e.
Takila vasobasoka mitetin-dranomainty toa tsy dia manaitra firy anivon-drentim-pandrosoana; nafa kosa raha tomorina, fotorinao akaiky, tsapanao fa mitahiry harena mendrika hokoloina. 5 taharon-doko mifangarika ny mainty sy ny fotsy, toa miampanga izato fiainana miovaova volo fa voarakitra ao daholo na ny mamy na mangid...
Ii-3.3.1. Famaritana ny- karazam-pitenenana.
Anto ny naharats y ny fiaraha-monina maro ny antony naharava sy nahasimba ny firaisan-kinan’ny fiaraha-monina, ka nahatonga azy ho fiaraha-monina tsy mahate- honina, fiaraha-monina tsy mahatamana toy izao, antony ny fitiavam- bola, ny fahantrana lalina, ny fitiavan-tena.
Il une différence entre les matériels utilisés au travail quotidien et celui de la compétition ? Depuis, il n’y a pas de spécificité entre les matériels utilisés aux travails quotidiens et ceux de la compétition, on utilise toujours la bêche à longue lame angady tsotra
Andon’ny lanitra
Anjara asa fampisongadinana ny tsirairay fonction de personnalisation ny mpampianatara eto amin’ny maha mpitaiza sy mpanabe azy dia mahalala ny momba ny mpianatra tsirairay. Noho izany, ny fitondrana ireo mpianatra ao an-dakilasy dia miankina aminin’ny toetran’izy ireo sy ny mombamomba azy ireo. Ho an’ireo malefadefaka...
Ho andrafatrapiketrika dia ny sarin-teny nampiasain’ny ankilany dia ny laza masaka ihany koa no hananganany ny heviny.
Cp1 34 27 34 25
Ii.2.1. Fikarohana ny tohan-kevitra enti-mandresy lahatra
Raikitra izany e! Sa ahoana rainibozaka? Toa tsy mikôzy firy koa lety! Shh! Izaho leisy hoatry ny tsy mazoto andehandeha lavitra izany a! Fa ahoana? Fa hoe aiza no akaiky tian’ialahy aleha
Er marina’h, krizy, in thr, tak14-15 176er marina’h, pôlitika, in thr’ tak 34-35 177 er marina’h, mahareta, inthr, tak51
Hofintinina àry ireo votoatim-pahalalana efa nananan’ny mpianatra sy ny norantoviny tamin’ireo lahatsoratra ireo. Toa izao izany maro ireo fositra manimba ny marina sy ny rariny ary ny hitsiny famaritana ny marina sy ny rariny ary ny hitsiny miteraka voka-dratsy ao amin’ny fiarahamonina ny tsy fahamarinana sy ny tsy ra...
Ibidem, momba ny litote ka ny ohatra 4 takila 68
Toko iii ny hairaha sy ny tombana
Amin’ny zavatra rehetra atao, miseho lany hatrany ny olana teo amin’ny lafiny fotoana, voafetra ihany ny fotoana nahafahana nanao ny fikarohana, satria tsy
Kafatra dia, mampiasa izany fiteny izany ireto mpiavy ireto rehefa miresaka amin ireo olona avy eto antananarivo, na aiza na aiza sehatra ifampiresahan izy ireo. Fahatelo, ny fitenin izy ireo ihany no ampiasainy rehefa izy ireo samy izy ireo no mifampiresaka, na rehefa tsy hanambara hevitra ampahibemaso, na ao an- toka...
Tsy lisitra voafetra akory ireo fa natao anehoana ny anjara toeran’ny tontolo iainana eo amin’ny sosialin’ny olombelona.
Toko ii. Ny fiantraikan’ny zava-nisy teo amin’ny vahoaka malagasy ny mpanakanto sy ny mpamorona dia olon’ny fiarahamonina ihany. Misy akony amin’izy ireo izay rehetra mitranga eo amin’ny fiainam-piarahamonina. Hoy i charles ravoajanahary tena misy vokany lehibe eo amin’ny fisainan’ny olona sy ny fihetseham-pony ny pôli...
Ny endrika sarin-teny hafa ankoatry ny fanovan-javatra sy ny tamberin-javatra dia mampiasa ny karazana sarin-teny hafa koa ny mpanoratra entina hanampiana amin’ny fanehoan- kevitra ao amin’ny toe-javatra manomboka. Nampiasaina izany iresahana ny mpandray anjara, anoritana ny fotoana, anehoana ny toe-javatra ary anolora...
Hamenoana izay tsy mbola voalaza. Manampy ny boky dia teo ny hevitra nalaina tamin’ny aterineto, tamin’ ny fanaraham-baovao amin’ny haino aman-jery, ny gazety. Ny tanjona dia mba haha siantifika ny asa sy mba hahatomombana azy tsara. Ity sehatra izay anaovanay fikarohana ity dia tsy ampy raha toa ka ny vaky boky fotsin...
Seheno aza manome tsiny azy kosa ianao ka! Mafy ange ny nahazo azy e!
Tsy dia nahitana taratra fahasarotana ny toe-javatra ara-pôlitika teo amin’ireo firenen-dehibe toa an’i lafrantsa sy etazonia. Tanteraka soa aman-tsara ny fifidianana fanao isaky ny dimy taona. Ho an’i etazonia dia tsy nahitana fiovana ny lalàm-pifidianana. Lany fanindroany andriamatoa barack obama tamin’ny 6 novambra ...
Izay ilay hira tiany tsy mba nosoloiny rehefa ho hirainy izaho no mba antsoiny.
Isaorana etoana ireo mpampianatra rehetra nanabe sy nanoro hevitra ary nanome fahalalana anay. Hitombo voninahitra sy fahalalana anie izy ireo ary ho salama lalandava.
Manana ny lanjany lehibe amin’ny tanororo ny feraomby. Mampijoro ny fiarahamonina ny fomba amam-panao nentim-paharazana feraomby. Nisy ny fahagagana nasehon’ny mpanjaka niandohan’ny feraomby ary azo tsapain-tanàna mihitsy. Toy ny hoe taloha tsy nisy ny mpitsabo ka i ndrianampanjaka no nanao ny fitsaboana tao an-toerana...
Ny mpampianatra eto no teboka eo afovoan’ny baoritra iray izay kendrena anaovana fanazaran-tena amin’ny fitifirana. Ny mpanazatra eto, dia ireo mpitondra fanjakana manararao-pahefana; rehefa tsy azoazony ny mpampianatra iray noho ny antony samihafa, toy ny resaka pôlitika ohatra, dia omeny famindran-toerana na dia olon...
Ao amin’ireo ohatra nomena etsy ambony, misy ny zana-peo niravona, ny renifeo nifanena noho ny nilatsahan’ny zana-peo ka ny iray nanahaka ny iray na nifanahaka izy roa, dia niravona. Raha mingadona ny anarana faritana dia ampidirana ny hasin-teny -n- eo anelanelan’ny anarana manambara fananana sy ny anarana manondro ny...
Hita izany amin’ny z 62, ry lanitra ianao dia mandrakizay , andl 1-2-3-4-5-
Ny fanahiko variana lasalasana vinany o! Nahoana ankehitriny no misento mitomany? Mba topazo maso kely ty tanàna faha-anjely zany ora virijiny notohofako fahiny moa tsy teto hianao, ry foko no nigoka tambitamby sy niondan-drotsirotsy raha diavolana somamby.
Rafalimanana herinantenaina rafaly
Bako tiany ianao ka no nampirafesiny tat? Aoriana? Ny nataonao ihany no miverina ramatoa itý a! Rehefa naheno aho, fa nilaozan-drolf ianao, izay vao nionona ny foko, fa nivaly ihany ny ratsy nataonao tamiko. Vero raha hanatsinkafona ny lolom-ponareo no antony nahatongavanareo eto amin’ny tokantranonay sy rolf, dia hita...
Toy izao ny fanazavana ny kisary. T1 fomba fiasa manome lanja ny mpampianatra
A, tak.71 and.1 176 v. A, tak.14 and.4 177 v. A, tak.107
Antananarivo 01 ôktôbra 1895 tafakatra teny anatirova ny frantsay 13 mey 1972 fihetseham-bahoaka notarihin’ny mpianatra. Nanohana azy ireo ny mpiasa ka nanao fitokonam-be
He! Aina izao no fetra, izay no dina izao, ny tenany rehetra handeha handika ao na vahona mangidy
Ny fanadihadiana natao tamin’ingahy rasolofo no nahafantarana fa efa 25 taona niasana tao amin-drakotomalala raymond jules izy ary ankehitriny dia mpiandraikitra ny fambolena hazo dia toy ny taretra sy ireo hazo fihinan’ny landibe ao tsimahabeomby, toerana tsy lavitra loatra an’ambohimandry. Nambarany fa mahafa- po azy...
Antananarivo, 2014
Literatiora. Tsy vitsy ny mpandinika sy mpahaitsikera zezoita na nifandray tamin’ny fikambanany, izay tokony ho nahafantatra ny talenta sy haren-tsaina navelan’i cfrlr no nangina. Izany fanginana izany dia azo lazaina ho fandavana hiteny, izany hoe miteny ihany. 429 ny gazety iraka koa, izay an’ny eglizy katolika, taha...
Kisarin’ny fipetraky ny vintana ao an-trano