text
stringlengths
10
11k
Mazàna, tsy manavanana ny mpianatra ny famakiana boky, ary indraindray aza, rehefa misy ilana azy vao mitady boky izy. Kanefa, mivelatra kokoa ny sain’ny mpianatra tia mamaky boky. Mety hahafantarana zavatra maro, ary manampy azy amin’ny fikarohana izay mety hahatsara ny fiainany ihany koa ny boky. Ny fisian’ity asa fi...
Akondro kambana avara-tanàna ka tsy misy avo sy iva.
Fitsipiky ny teny fitsipi-pitenenana sarotra sy maro loatra, ary mora hadino
Ny anaphore dia natao hanantitranterana hevitra, amin’alalan’ireo teny na andian-teny mitamberina anaty fehezan-teny. Eto dia nampiasain’ny mpanoratra mba hanizingizinany fa matetika dia tsy mifanaraka amin’izay lazaina na fihetsika ivelany ny ataon’ny olona samihafa eny anivon’ny fiarahamonina, izany sarin-teny izany....
Fampahafantarana pésentation introduction
Ny vontoatin’ny fandaharam-pianarana
Fomba tsy mahomby 1 fomba mahomby 2
Vahiny manao sarimonina aza omena tsiny fa mafy loatra ny tolona!
L’équilibre financier à long terme s’apprécie en fonction du fonds de roulement net on nomme fonds de roulement, la partie de l’actif circulant financée par des ressources stables.
Voalaza tany aloha moa fa bokina literatiora ny boky fary mamy rehetra. Noho izany, mirona betsaka mankany amin’izany ny vontoatin-kevitra ampitainy. Ny vanim-potoana rehetra nolalovan’ny literatiora malagasy dia voarakitra ao amin’ny boky fary mamy t 11 avokoa manomboka tamin’ny vanim-potoanan’ny literatiora am-bava, ...
Kijana 1sy rnisy marnpieritreritra mihilsy fa efa mahavelom panantenana na riy olona nandao ny fonanany aza dia ala miverina mamonjy ny fonenany ! Aloha. Ka hoy aho hoe raha io dinan’ny mpihary io no kitikilihina ho
Fahafantaran-dramavo fa mitoe-jaza izy
Ny sorany dia mavo miharo mena koa ny maso mantsy ravo mijery tsy miroa
Fana fanafàna mamanafàna mamanamana 56 fanala fanalanàla mamanalanàla
Ary manana trano fonenana dia efa azo lazaina fa mandroso satria tsy mahantra. Tao kosa ireo nahatsapa fa ny olona nahita fianarana no azo lazaina fa mandroso satria tsy azo ambakaina sy tsy matahotra amin’izay rehetra ataony. Ireo tompona andraikitra kosa dia samy nilaza fa ny fanabeazana, ny fandriampahalemana, ny fa...
Isika laharana voalohany, maro, mangaro ny mpiteny sy ny itenenana ; izany hoe izaho iray na maro miampy ianao iray na maro ohatra raha jerena amin’izao endriny izao izany toe-javatra izany, dia toa ho azo ihinanam-bary fa rariny sady hitsiny raha ampiharina amin’ny mpiasan’ny frantsa eto amintsika izay tombontsoa omen...
Eny aza akatona !
Takila 03 nikotaba tao andrefan-trano tao izy miady laharana, mifosa namana dia manao farahehy takila 04 nangina tsara manodidina an-dramily zaodahiko ny ankohonany nandoatra ny vary, nandray ny sotro, dia niandry an-dramily handrapaka.
Toherina ny tsindry hazo lena atao amin’ny vehivavy.
Ny kolontsaina ifampizarana. Hita taratra hatrany ao anaty fikambanana ny mpitantana, andaniny; sy ny mpiasa, ankilany. Azo heverina, fa samy manana ny maha izy azy ireo, raha ny lafiny kolontsaina no asian-teny. A ny mpitantana solon-tenam-pianakaviana no mpitantana ny fikambanana. Manamora ny laminasa izany. Manana n...
Mkate kifaransa mofo vita amin’ny fomba frantsay
Procédure denon décaissement
Promotion 3 stagiaires broderie couture tissage vannerie corne bois cuir total nombre 25 10 8 10 12 8 10 83 salariés en entreprise 24 9 7 8 12 8 9 77 artisans individuel de ses propres comptes
La stratégie de réparation 15dans la réinsertion initiée par l’asa la priorité de la réparation consiste tout d’abord à satisfaire les besoins fondamentaux, tout homme cherche à le faire. Dans l’ordre du besoin de maslow, l’homme n’arrive pas en stade de réalisation qu’en satisfaisant les besoins de base. Mais il faut ...
Atolotry ratsimandresisoa voaraharinoro
Iii.1.3.2. Maîtriser les besoins de financement courant
Malala a! Mirotsaka ny orana tsy misy masoandro afaka habanjiko mba handrenesako eto indray ilay feonao dia mitataovonana sy mibaliaka indrindra ny alahelo anao f’izay no mba masoandro ijoroany ato an’efitrano ato mila ho diavolana botsiaka sy tomaratra ny hanina anao fa mirotsaka ny orana takonany any ho any ilay bola...
Iza moa, mba lazao raha toa ka fantatrao ’lay mpamangivangy lava ka nisarika ny fo, toa tsy olon-kafa intsony, tonga toy ny iray tampo, 5 mifamatotra ao anaty, mifaningotra ao an-tsaina, eny, mafy noho izany fa manjary iraisana aina ; ’zay mihatra sy midona iaraha-mahatsiaro ; raha faly miara-paly, raha ory indray mija...
Ny boky famakiny ankoatra ireo boky ampiasainy any ampianarany dia mamaky boky hafa koa ny mpanoratra. Anisan’izany ireto boky ireto aloka sy tsiky vainafo tononkira boky vokarin’ny mpikambana ao amin’ny faribolana sandratra.
Lars dhale, recueil, 1908 2 weber, dictionnaire malgache-français, 1853
Haifampianarana taranja malagasy mirindra amin’ny tontolo iainana afototra amin’ny tsilontsain’ny beazina
Ny rima anisan’ny mampiavaka ny tononkalo amin’ny lahatsoratra hafa ny rima. Teo amin’ny tantaran’ny literatiora an-tsoratra malagasy dia tsy azo nekena ho tononkalo ny asa soratra iray tsy miady rima, tany am-piandohana. Manasongadina izany i jupiter, raha namelabelatra momba ny rima ka nilaza hoe ity rima ity no iank...
Ny renifeo ao aminy ho renifeo kentsona am-poto-dela tahaka ny hita amin’ny teny mitsaikona fototeny. Ohatra iraka ina irahina i’rahina , hafatra ana hafarana ha’farana azo ampifanoherina amin’ny fototeny mitsaikona aman-drenifeo kentsona an-danilany malemy hodi a, dinga a, veri a ireto matoanteny mitsaikona iharana am...
Ka ny tany ama-monina ve handosirana?
Nandeha nanatona tranom-boky samihafa ihany koa izahay. Nijery ireo lohahevitra efa nisy nanao fikarohana, ary nikirakira ireo tahirin-kevitra mikasika ny haifampianarana. Nisongadina tamin’izany ny fandinihana akaiky ireo boky milazalaza ny teôria mikasika ny fanaovana tombana j. Tardif, sns
Ahy ny safidy 86 v. A ; t. N.3 rehefa adala aho
Razafintsalama adolphe 1975 ny fiaraha-monina ntaolo. Antananarivo tsaramandroso 108 p.
Fizarana voalohany ny fiainana nodiavin’ i rév. Dr. Rakotobe andriamaro namolavola azy hirona
Ho an’ny kristianina, zava-dehibe ny fananana finoana. Ny fototra iorenan’io finoana io no tanisain’ny mpanoratra aorian’ny teboka roa. Fanabeazana ara-panahy no atolotry ratsimba georges ary avohitrany ny tena manan-danja indrindra eo amin’ny maha-kristianina. Hanamafisana ny fanehoan’ny mpanoratra ny fitanisana amin’...
Emilson daniel tsiferana andriamalala dia avy amina fianakaviana merina. Ny rainy razafitsiferana randimby sy ny reniny razafinirina margueritte dia samy andriana avy amin’iny faritr’i vonizongo iny, saingy, niala tamin’iny faritra iny ny razany mba hanorim-ponenana tao itaosy izay tsy aiza fa eto andrenivohitra ihany....
Certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale
Dia hiaraka isika amin’izay ka hiombona fahatsiarovana ’zay haharitra mandrakizay eny ho rotiky ny fahalovana mandrakizay rahoviana? O! Tsy fantatra! Tsy azo andrasana! Dia ny eto ’zay mbola hampiana ny ela be ao anatin’ny fasana!
Jo andrianasolo
Ratany, nofiko hono , and.8, in vondrona ambara 2, tak.16
Tovo misaotra! Mamindra
Coup de scene mikotroka ny orana
Ho anao ry maro an’isa madinika, voaozona tsy maintsy harisarisan’ ny fanandevozana tsy vanon-kitomany noho ny vola ihany !
Ry foko jembijemby 45- ao ianao hitrotro remby sy hisotro sambasamba ho voarakotry ny lamba dia lamba vonto ramy sy tantely tena mamy .
Elle exige un effort continuel, mais grâce à son influence bienfaisante, les conjoints développent intégralement leur personnalité, en s’enrichissant de valeurs spirituelles elle apporte à la vie familiale des fruits de sérénité et de paix, et elle facilite la solution d’autres problèmes; elle favorise l’attention à l’...
L’organisation du poste de travail doit être effectuée dès que l’entreprise emploie plus de deux personnes, pour permettre au personnel de connaître ce qu’on attend de lui l’organisation du poste de travail doit respecter les principes de contrôle interne à savoir la séparation claire des tâches incompatibles. La sépar...
Insérer numéro et titre de la consultation
Fanangonam- pahalalana 1 diniho ny andininy tsirairay ao amin’ny lahatsoratra.
Les communes malgaches. Ed librairie de madagascar antananarivo 170 p
Nampahafantarina teo ny mombamomba an’i faralahy. Nambara tamin’izany ny fiainany amin’ny maha-olon-tsotra azy, ary ny fiainany amin’ny maha-olon’ny soratra sy ny asa famoranana azy. Tsy azo sarahina amin’ny fiainan’ny mpanoratra ihany koa anefa ny fiainam- pirenena. Noho izany, heverina fa mety raha hotopaza-maso ny z...
Evans pritchard in, anthropologie sociale, 1969, paris, payot tak 79 l’anthropologue doit communiquer avec elle les populations dans leur langue 2 arikaroka voambolana navoakan’ny akademia malagasy entina milaza ny hoe mémoire de fin d’étude 3 gurvitch g dialectique et sociologie , flammarion, paris 1962
Mbola fehezanteny mifamaly rafitra mitovy vahana no hita eto amin’ity tononkalo ity. Eto ny mpanoratra dia mandoko ilay firedaredan’ny fitiavan’ny reny manoloana ny ankohonany sy ny mpiara-belona aminy.
Nisiam-piadanana
Tsy azo hadinoina fa misy fiantraikany any amin’ny fanabeazana ny lafiny jeografia misy ilay faritra onenan’ny mpianatra. Koa andeha àry hojerena ato amin’ity zana-pizarana manaraka ity ny momba izany.
Memoire de c. A. P. E. N i faniry vatosoa poetan’ny fitiavana
Zava-kanto vita amin’ny teny. Editions 1993 ambozontany-antananarivo
Boky ii, tak. 43
Tsara ny fandaharam- 1
Ny olana amin’ny fiovan’ny toetrandro olana lehibe tsy mbola nahitam-bahaolana hatramin’izao ny olana amin’ny fiovan’ny toetrandro. Anisan’ny antony mahatonga io fiovana io ny fahasimban’ny sosona ôzônina. Miaro ny tany tsy hodoran’ny hafanan’ny masoandro ny sosona ôzônina araka ny voalazan’ny manam-pahaizana. Izany ho...
Anatra miantefa amin’ny mpiara-monina. Ny vola no maha rangahy, hoy ny fitenenana malagasy, ary izy koa no hozatry ny fiainana, izany anefa mila fahendrena eo amin’ny mpiara-belona sy eo amin’ny tsirairay. Ny fiainana koa mivadibadika. Mety hahafinaritra mety maha sosotra. Ny faharetana, ny fahaizana misafidy na ny fik...
Todorov et roman jackobson, op. Cit. , tak.37 nous les formalistes posions et nous posons encore comme affirmation fondamentale, que l’objet de la science littéraire doit être l’étude des particularités spécifiques des objets littéraires, les distinguant de toute autre matière 14 r. Jackobson et t. Todorov, op. Tak.37 ...
Ahoana ny fomba nanomezana ny anranrny vanim-potoana iray anisanrny fomba nentina nanome ny anaranrny vanim-potoana iray ny zava-nitranga teo aminrny firenena iray na teo aminrizao tontolo izao mihitsy, ka nisy fiantraikany teo aminrny literatiora.
Raisonao i kristy, dia mitomboa hatrany hatrany ! Ronono hahatsara anao isan’andro ho amin’izany ito boky mena vava manana hasiny manokany inona io ? Ny baiboly, vakio dia hohitanao ny vokany!
Ny tononkalo mikasika ny fiarahamonina
Azon’ireo mpajono tao anatin’ireo ezaka ireo ihany koa ny fahafaha’ny ankamaroan’ny mpanjono nanorina trano sy nividy ireo fitaovana madinidinika ilaina toy ny bisikileta. Azo lazaina araka izany fa zava-dehibe fiaraha-miasa eo anatrehan’ny olana toy itony raha te hahita fahombiazana. Ny tao ankiakabe nanana ny fomba n...
Na dia niato aza ny fiaraha-miasa tamin’ny akany fifampandrosoana ambodin’isotry nohon’ny antony manokana dia misaotra an’andriamanitra fa mitohy ny fiaraha-miasa amin’izao fotoana izao. Nanomboka ity volana may dia nitohy ny fiaraha-miasa. Koa ny alatsinainy 16 aprily izay fidiran’ny mpianatra taorian’ny fialan’tsasat...
Toetra atafy ilay omby ny amany. Izany no maha ompa azy satria raha ny toetry ny amany sy ilay omby no ampifandraisina dia tsy misy itoviany mihitsy ny amany dia rano maloto, ny omby kosa dia biby fihinan-kena sady tena ilain’ny olombelona eo amin’ny sehatry ny famokarana. Haratsiana amin’izany eto ilay omby satria mal...
Teny manan-danja fampianarana, famakafakan-kevitra, famoaboasan-kevitra, renihevitra, zana-kevitra, foto-kevitra, foto-dresaka, fehezan-kevitra, porofon-kevitra, teny savily. Mpitarika andriamanatsilavo seth, maître de conférences
Ny tanora sy ny fandrosoana
Nivadika mantsy ilay andro taloha, ’lay andron’ny tara-masoandro baliaka ; fitebitebena no be ao an-doha 20 ka tonga navalona kosa ny siaka.
Notice sur le bétail du cercle de la mahavavy omby mora, omby mahery, omby baria, pp 233-234.
Te haneho mibaribary ny tena tsy fiheverana ny fiainan’ny olona any ambanivohitra mihitsy no antony nanaovan’i natiora io fampifanoherana io. Hahatsapana fa mafy sy sarotra ihany koa ny fiainana any satria tsy dia manam- potoana na vola hanaovana izay mahafaly ny fo ny mponina any. D ny fisehoan-javatra
Dia zava-kanton ny fotoana. 70 ny fotoana ivelany sy ny fotoana anatiny no hovelabelarina amin ity zana-pizarana ity.
Boky sy tahirin-kevitra
Misy ny asa soratra ahitana ompa sy ozona ka ny ompa mihaja no ampiasain’ny mpanoratra amin’izany; raha mampiasa ompa tsy faseho masoandro anefa izy dia ataony an-kolaka ny fomba filazana izany. Ahitana ompa sy ozona ny tantara foronina, ny tantara indray miseho, ny sarimihetsika, ny angano, , toy ny hita ao amin’ireto...
Tsa misy zay tabatabaina e! Manao toe-tsainan’i kaina ny firaisan-kina ro ilaina ny miolonolona raraina
Ny asa fanentanana amin’ny fampidirana zava-baovao ao anaty fiarahamonina iray dia fitaovana mampahomby izany ny fahaizana mandresy lahatra sy ny fametrahana fiaraha-miasa akaiky amin’ireo mponina na amin’ireo manam-pahefana isan-tsokajiny eo amin’ilay toerana. Zava-tsarotra mantsy ny manova ny fahazaran’ny olona iray ...
Va tak 120.
Ramiandrasoa j. I 1972 ranarison solohery b. D 1979 raveloarisoa m 1953 ravelojaona 1972 ravoajanahary ch 1973 randza zanamihoatra pseud randriamanjara ed
Wellek sy i warren dia manambara fa ny fanomezana anarana azy no ahazoana manavaka ny olona iray amin’ny hafa 30 noezahin’i faralahy ny hanome heviny ny anaran’ireo mpandray anjara nofinidiny fa tsy nataotaony foana akory.
Fefy fifefy fefe-na fefena tariby ny tanàna mba tsy ho tafiditry ny olondratsy
Mizaka tena ny fifanoloana rehefa mitondra hevitra eo amin’ny tenany izany ary tsy miankina amina fanovana endrika iray hafa ny fisehoany. Rajaona, 1980, p.26 eo amin’ny fandinihana ny faran-teny t? R iharan’ny fanovanana, fifanoloana mitondra hevitra no miseho eo amin’ireo fototeny mitsaikona ahitana fanova roa ao ami...
Manokana ao amin’ity zana-toko ity ireto ny teny verin-droa, ny teny indrana na emprunt , ny interférence morphologique , ny interférence phonique , ny fomba fiteny malagasy na fanoharana, ny voambolana fampiasa andavanandro, ny voambolana fampiasan’ny tanora, ny voambolana frantsay, ny voambolana frantsay nogasiana.
Toloranay fisaorana voalohany andriamatoa ramamonjisoa jean bertin iréné, talen’ny sampana teny sy lahabolana ary riba malagasy eto amin’ny anjerimanontolon’i toliara, izay sady nanabe no nanampy tamin’ireo torolalana mba hahatongavanay amin’izao dingana izao.
Ny atao hoe kanto
S’occupe de tout ce qui concerne la santé et le bien être des élèves; étant comptable en derniers et en matière, est chargé du budget, du traitement des dossiers relatifs aux situations administrativa et financière du personnel de l’établissement; exécute les directives du chef d’établissement en ce qui concerne l’état...
Seho 3 miditra no sady manao jery atrika ny zandary roa. Lehibe ahoana izany hetraketraka ataon-drendrema tany amin’ny toerana nalehanareo tany izany? Zandary efa nalamina io, sefo! Lehibe efa nalamina nanao ahoana? Izany no lazainareo fa tsy nisy zavatra nitranga ny tany?
Ny tian-kolazaina amin’ny hoe ray aman-dreny eto dia ireo mpivady na ireo ray sy reny lohan’ny ankohonana isan-tokantrano, mbola miteraka na tsia. Hevi-dehibe roa no noezahana navoitra tamin’ny fanadihadiana izay natao tamin’ireo ray aman-dreny tany an-toerana. Ny voalohany dia ny fomba fiheverana na ny fandraisan’izy ...
Asa soratra laharana isan’ny mpianatra isanjato tononkalo 1 35 36,45 tantara foronina 2 26 27,08 sombin-tantara 3 23 23,95 lahatsoratra tsotra 4 12 12,5
Et j’espère, cher maître, qu’un jour. Le sourire épanoui ! Le malgache authentique. Pourra, sans complexe et en ch ur, reprendre à son compte, ces mots de valéry les fruits ont dépassé la promesse des fleurs !
Ratany, raha , and.3, 4, in vondrona ambara 2, tak.17
Anjaran’ny mpianatra ny mandray fahalalana. Ampirisihina ny hampiasany fomba maro samihafa hoenti-manovo fahalalana sy mitahiry izany. Ny mpianatra tsirairay dia tokony hahay hampiasa ny fahalalana ananany hoentiny manovo fahalalana hafa indray. Tokony homena tari-dalana ny mpianatra amin’ny fomba fandraisany an-tsorat...
Matoantenin’ny mpanao matoantenin’ny iharana na sehatra
Mandray anjara miaraka amin’ny fmtr amin’ny fandrafetana drafitra mikasika ny asa fanatsarana ara-pitaovana.
Hozaraina telo mazava tsara ny fikarohana. Hojerena ao amin’ny fizarana voalohany ny fiainany amin’ny maha-olon-tsotra sy ny maha-mpanoratra mpanabe azy. Hampahafantarina ao amin’ny toko voalohany ny mombamomba an-dratsimba georges, ao anatin’izany ny loharano nipoirany sy ny dingam-piainana nolalovany; ny andraikitra ...
Ny tanjona amin’ny ady hevitra dia ny mba hahafahan’ny mpianatra maneho hevitra. Asaina mizatra mamoaka hevitra sy maneho ny fomba fijeriny ny mpianatra.