text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny tily tsy miavona na mankahala, manaja ny hafa hatrany hatrany, ny olon-drehetra ataony sahala 20 fa tsy mba fanaony izay hoe hanam- ny tily dia miantra an’ireo manan’aina, ka tsy mba mamela ny biby hijaly ; arovany ireo mahasoa sy ilaina, ny soa izay nataony dia eo no mivaly. |
Ces difficultés peuvent avoir des causes différentes une forte croissance de l’activité, l’allongement du délai de versement de subvention, l’allongement du délai de règlement client, le manque de fonds propres, l’autofinancement d’investissement qui a amoindri la trésorerie. |
Angano fahalainga hono, nisy zanaka mpanjaka izay. Lahitokana hono izy io, ary nomanina handimby fanjakana. Tonga koa hono ny fotoana hanorenany tokantrano hanampy azy amin’ny fanjakana. Sanganehana hono izy satria marobe ny tovovavy tsara tarehy sy tsara bika, sady zanak’olona ambony azony isafidianana. Nisy anakiray ... |
Toy ny fototra rofia ny bikanao milamindamina mahababo ny fitia ny salovanao mihamina . |
Hahafahany miditra amin’io vehivavy namany io. Matin’i tovo moa ilay vehivavy noho ny farany, ary saika matiny ihany koa izahay mianaka, fa mbola tao ny vintana. Misa impiry izay i bodo no tonga tao aminareo taorian’ny nisarahanareo sy i tovo? Landy vao iny ihany ka! Mino mihitsy aho, fa nahare tamin’ny olona teo an-ta... |
Hita araka izao fafana izao fa ambony dia ambony ny isan’ny mpianatra raha oharina amin’ny isan’ny mpampianatra, izany hoe, raha atao ny salan’isa dia mpampianatra iray mitazona mpianatra 60, koa tsy mahagaga raha ambany ny taham-pahafaham-panadinana aty amin’ity faritra ity. Tsara ho marihina ihany koa anefa fa 70 ny ... |
Ny famaritana |
Aoka isika hiaraka hiaina sy hitempo fitiavana hisandratra, hanakatra ny kanto anaty tsiky mirana, mirindra sy milanto |
Afaka mitana ny toeran’ny mpamaritra na mpisolo ireo endrika roa ireo. Mpisolo izy ireo raha tsy misy anarana miaraka aminy ny anarana anomezany fanampim- panazavana. Ohatra anak kecil suka itu tia izany ny zazakely . |
291 -0,588 0,000 0,543 2,198 0,676 9,884 |
As nikasa ny hanambady an’i landy teratany malagasy mainty hoditra i hedrick gunther teratany afrika atsimo fotsy hoditra sady manam-pahaizana. Noraran’ireo mpitondra fanjakana ao afrika atsimo ny fikasan’izy ireo noho ny tsy fitovian’ny volon-koditra. Dia tsy nahazo nifandray intsony izy ireo. |
Clarisse ratsifandrihamanana, op. Cit. , boky i, tak 103 145 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 74 |
Siméon rajaona, ny zava-kanto vita amin’ny teny, editions ambozontany, antananarivo, 1993, tak 50, épiphonème |
He ! Ny lambam-pahoriana 10- dia nikipaka tokoa rony tsilom pijaliana ndreo voatonotra avokoa fa ny fahafatesana eto no mba varavaranay 15 sy ny fandaozana ny sento mba ho ao an-dapan-dray . |
Nahatsapa ny mpanoratra eto fa misetra olana samihafa eo amin’ny fiainana, hany ka mila ho ketraka. Ny hany azo atao dia ny fiantsampazana any amin’andriamanitra. Hita eto izany amin’ny teny hoe ry tompoko ’zay tokin’ny androko sisa ny tompo dia anarana iantsoana ilay zanak’andriamanitra nanavotra ny olombelona rehetra... |
Rm.40 ombilahy ra a ombilahy ra a e e e e 3x ha inti a asanô ale niany e ombilahy ra a e e e e ha inti a asanô ale niany e ombilahy ra a e e e e ha inti a asanô ale niany e |
Mifanova amin’ny renifeo malagasy f ny renifeo swahili f eo amin’ny vanin-teny mitondra tsindry. Ohatra kafara tsi kafara kafiry kafiry |
Ny fitaovana famanana akoho |
Ii.1.1 ny zanapeo i |
Fitaizan-tsaina |
Rahajarizafy a , |
Fiangonana taona niorenany anaran’ny tomponandraikitra nahazoana ny tarehimarika isan’ny kirisitianina ekar egilizy katôlika apôsitôlika rômanina 1990 ianona 63 jesosy mamonjy 1992 mahatody françois 207 angilikanina na eem ekilezia episikôpaly malagasy 1993 moraina 202 fjkm fiangonan’i jesoa kristy eto madagasikara 201... |
Ny niaviany |
Afaka miasa tsiroaroa ao anaty vanin-teny iray ireo zanapeo, izay manome ny antsoina hoe zanapeo sosona. |
Mandritra ny fampianarana ao an-tsekoly kosa no hanitsian’ny mpampianatra ny fomba fihira sy fisehon’ilay mpandray anjara. Faranana hatrany amin’ny fifaninanan’ny tarika samihafa ny hetsika mba hanomezan-danja azy. Ny ankizy rahateo manana io toetra tia mifaninana io ka hovoasarika mora foana. Efa novelabelarina tao am... |
Ankoatra ny jiro mandeha amin’ny herinaratra dia mbola misy fitaovana hafa ihany koa ilaina hamanana ny akoho, ilaina eo amin’ny fitomboan’ny akoho vao foy. Tsy ampy ny hafanana avy amin’ny masoandro sy ny rivotra ary ny jiro fa tsy maintsy mampiasa fitaovana hafa mba hampiakarana ny mari- pana ao anatin’ny tranon’akoh... |
Citer que la 10ème promotion, leur revenu s’est nettement amélioré. |
Loharanon-kevitra service de l’agriculture 108fanadihadiana natao tamin’i jean ettienne izay sady mpamboly no mpanjono monina ao ankiakabe, ny 8 may 2013 tamin’ny 6 ora hariva. 109fomba fambolena izay mampiaraka ny karazana voly maromaro amin’ny toerana iray, ohatra voly mangahazo ampirahana amin’ny voamanga eny anelan... |
Ny tanora mahafehy tena, liam-pandrosoana, manana fikirizana sy fahazotoana fizarana fahatelo, 3.1.1.1. Ny fitsinjovana ny ho avy fizarana fahatelo, 3.1.3.1. Ny fikirizana sy ny fahazotoana ny fahaizana mihary sy ny toetra takiny, tanora tia sy mandala fiaraha-miasa ilaina dia ilaina tokoa izany ny mitsinjo ny ho avy d... |
Rehefa fotorina tsara ny fivoaran’ny teatra malagasy na tantara tsagana, dia tsapa tokoa fa zavatra vahiny nampidirina eto. Na dia misy aza ny fiheverana azy ho mitaha tamin’ny hira gasy nentim-paharazana, dia tsy hita hotetezina firy. Efa ela niainana ihany ny teatra, satria mahery ny zato taona izao no nisiany teto a... |
Ry hava-malala ô maro ny orana eto amin’izao fiainana izao. Olona firy akory moa no efa vonton’izy ireny ka maty. Ary indrisy ao aza ny sasany izay velona ihany nefa miriorio eritreri-dava, ary mandeha amin’ny falehan’ny adala. Fanaon’ny mpanoratra, ry hava-malala ny manao hoe saino fa matetika dia toy ny fandalon’ny a... |
Vetso takariva |
François mauriac, ibid, tak 91 le héros du roman naissent du mariage que le romancier contracte avec la réalité. 61 -françois mauriac, op cit, tak 88 les personnages de second plan sont ceux qui ont été empruntés à la vie directement. |
Namelona sy nifamboraka indray ny fitiavany. Ambaran’ny mpanoratra eto fa nitafa fitia avy hatrany ny fo tak.55 ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fanafiana toetry ny anoharana ny oharina no ampiasaina amin’izany. Ny fo no oharina amin’ny vava izay anoharana eto ka toy ny afaka mifampiresaka sy maneho hevitra. A... |
Tanisaina amin’ny filazam ndao àry hifanaja, hifampitsimbina. Ndao samy hanao ny 96 potoana ankehitriny. Rariny sy ny hitsiny dia ho tonga ho azy ny fihavanana, ary dia |
Tsapa avy amin izany fa fanabeazana feno no natolotr ireo ray aman- dreniny an i sahondra sy i rondro ary i lala. Saingy, toy ny amalon-drano moa ny olombelona ka be siasia, ary mandia tany ka tsy maintsy solafaka. |
Nenibe manamboamboatra endrika, mijery fitaratra. Gaga mahita an’i zefa mijery azy. Dry, ary inona koa izato hivandravandran i laikely ity aty amiko. Tsy ny raharaha no hatao fa tss inona izao ny asa mbola tsy vita? Ny 10- zaridaina angamba izao no mbola tsy voatondraka. |
G’ fifandrafian’inininisoa sy ramatoa vadin-dramose betrano. Tak. 141-142 |
Hamerina ireo korana niarahana tamin’izy ireo maika te hifampisangy, maika hifanondan-tsandry mahatsiaro ireo fiaimpiainan’ireo mpiray tampo na matory na mifoha, ilay fifankatiavana mihitsy no nantenainy hiverina indray. Izany rehetra izany no nibahana tao am-po fifaliana, fisangiana, hantahanta, sns. Kanjo! , teny foh... |
Velona ny horakoraka. Nisy ny kary mampiady angely tsotra izao. Ao koa ny mpomba manana ny fiandaniany. Efa niomana fatratra tamin’ity diamanga ity i mahaly, fa te hanarina ny fahavoazany, ary tsy nafeniny tamin’izay niresaka taminy ny tanjony. Dodona sy liana fatratra hijery ny fiadiny ny mpanotrona, fa i noro irery n... |
Ovin bichar coli 458 |
Fizarana i ireo hery namolavola |
Asiniony 7 marsa 1998 |
Ny andiany indray dia mbola mizara ho tarika maromaro izay samy manana ny tarigetrany. Arakaraka ny loko hita ao amin ilay vorona no anaran ilay tarika. Ny tarika iray dia misy voronkely 4 ka hatramin ny 7 izay iandraiketan ny zokin ny tarika sy ny mpanampy azy, dia ny solon-dohany izany. Eto izany dia efa omena andrai... |
Ny fotoana nanaovana ny fanadihadiana 39 boileau narcejac. Op cit p.59 l’alibi, le coupable crée une confusion surl’heure du crime |
Ny rafitra mpanapa-kevitra |
Ho an’i emile durkheim raha milaza ny fanabeazana izy ny fanabeazana dia asa ataon’ny olon-dehibe amin’ireo izay mbola tsy matotra eo amin’ny fiainana ara-piarahamonina. Ny tena tanjony dia ny hanaitra sy hampitombo ny fomba fisaina, ny hetsika izay takian’ny fiarahamonina hisy azy rahatrizay 51. Fanabeazana ny olona m... |
Les problèmes d’équipements et d’infrastructures socio-collectifs |
Ram-panafahana impiry no nalatsaka, namonto anao ry taniko, ny ran’ireo sakaiza tsy hitako akory? Impiry mba lazao? |
Ny voly kazaha35 no mitana ny laharana faharoa any ikongo aorian’ny fambolem- bary ankoatra ny vary, soritana fa zava-dehibe ihany koa ny fambolena mangahazo36. Mba hitsinjovana ny vary tsy ho lany haingana no anton’izany. Izany hoe mba hitsitsiana ny vary sao tsy hahavita taona. Fenoin’ny mponina kazaha avokoa ny havo... |
Fafana 13 ny kaominina manodidina ny kaominin’ambohimanambola |
Izay hevitra rehetra asehony toa mahakasika ny tian-kambara rehetra, ary izay fomba filazan- javatra asehony izay no manavaka azy, hahafantarana azy manokana148. Dia hitsiry ihany ny fanantenana satria nisy ny fo tsy manary ny sisam-piarahamonina. Ao ny saina tsy mandry raha hitazam-potsiny ireo fadiranovana. Nanterin’... |
La république est un régime politique où le pouvoir appartient aux élus de la nation avril 1985 276 |
Asa nataony |
Teo anivon’ny fiaraha-monina |
Dans l’epp antanety i 75 , soit 3 enseignants trouvent que les matériels didactiques sont plus importants que les infrastructures. Le reste dont 25 représentant 1 enseignant trouve que les infrastructures sont prioritaires. Par contre, les enseignants d’anosy avaratra disent que le plus important reste la performance d... |
Les villes et infrastructures touristiques les principales industries d’antsirabe. Les nombres des sources par sous préfecture. La répartition des sols selon le type de climat. Classement des athlètes du sport asa tany suivant l’âge et le sexe. La feuille de marque. |
N’iza n’iza tsy ho faly na vahoaka koa mijaly anaty fotaka no mandro fitondrana lany andro |
Ireo no heverina fa lafin-javatra nahomby tamin’ny fanatanterahana ny lesona. Toy izao kosa ireo lafiny ilana fanarenana. |
Ii toerana fametrahana fiara |
Fotoana amakiana mampalalaka nifanarahana |
Ny fahaiza-mametraka fanontaniana |
Asiniony 30 oktobra 1998 |
Fampiasana faingo mihantona amin ny voanteny voalohany sy faharoa samy anarana |
Toy izay indray àry ny lafiny tantara mikasika ny tanànan i firavahana. Hojerena manaraka izao ny lafiny toe-karena. |
Fehiny azo lazaina ho anisan’ny fototra lehibe iorenan’ny filaminana ny fitiavana korontan-dava mantsy no mitranga raha tsy misy azy. Izany indrindra no nahatonga ireo mpamoron-kira teatraly hanao ho vain-dohan- draharaha ny fanabeazana ny olona eo amin’ny sehatry ny fitiavana. Miseho amin’ny endrika telo lehibe izany ... |
Eo amin’ny fandalinam-pahalalana hirona mankany amin’ny haiolona ara-piarahamonina ny ho tohin’ny fikarohana. Horaisina tanteraka ho fomba an-kolontsaina amin’izay fotoana izay ny tranga heverina ho aretina. Hahazoana vokatra maneho ny fombafomba fifandraisan’olombelona kokoa ny vokatra ho azo amin’izay. |
Lalam-pivoarany. Ny fisehoan-javatra rehetra, izay hamarinin’ny tantara, dia manamafy fa andrarezin’ny teny malagasy izy ary tena olomangam-pirenena. Mpanoratra mpitarika mpanoratra koa i cfrlr saingy tsy nisy gazety na tahirin-kevitra voasoratra naely sy nampahafantarina tamin’ny vanim-potoana nanaovany an’izany. Mamp... |
Mpampianatra mahay manombana un professionnel de praticien reflexif tombana iray tsy tokony hohadinoin’ny mpampianatra ny fanombanana ny tenany. Tsy tokony hijanona fotsiny amin’ny fanombanana ny fahalalana azon’ny mpianatra izy fa ilaina ihany koa ny manombana hoe manao ahoana izy manoloana ny asa indraiketany. Ny mpa... |
Zavatra dia sokajin-teny milaza anarana mahafao-be. Azo anondroana singan-javatra maro isan-karazany izy io. Maro araka izany ny hevitra fonosin’io teny io anarana ilazana izay rehetra misy eto amin’ny tontolo na manan’aina na tsy manan’aina, tahaka ny biby na ny rano ; na misaina na tsy misaina, tahaka ny olombelona n... |
Amparafaravola 5 |
Na dia ny hahaizan ny mpianatra miteny fotsiny ihany aza no tanjona ao amin ny sekoly, dia fantatra ihany koa fa tsy afa-mandroso ny fahalalana raha tsy mifototra amin ny fitsipi-pitenenana mihitsy aloha. Manampy ny mpampianatra handalina kokoa ny fitsipi- pitenenana ny fampianarana ny teny malagasy. Tsy azo atao kapo-... |
Ny fahaizana mandanjalanja tsy tokony handray an-jambany ireo kolontsaina sy ny zava- baovao nampidirin’ny vahiny ny malagasy raha te hamerina ny hasina maha izy azy. Manana ny ’’fanahy’’ izay fitaovana hoenti-mandanjalanja ny zava- misy isika ka tokony hampiasa izany. Io no ampanjakaina hifehezana ireny hery ivelany i... |
Fafana 6 ny fifandraisan’ny zava-nisy sy ny endrika ivelan’ny tantara |
Tak. 28-29 |
Chapitre ii recommandations generales 63 section 1 tenue des échéanciers fournisseurs et des comptes clients 63 section 2 etablissement des prévisions 64 section 3 renforcement d’un département commercial et marketing 74 chapitre iii resultats attendus 77 section 1 au point de vue économique 77 section 2 au point de vu... |
Fa raha ory miaraka ory, mihamaivana ny sorisory; raha faly miaraka faly, fa tojo fitia mifamaly. |
Toko faharoa ny sarin-teny mandoko ny fifohazam-pitiavana na famerenana indray ny efa lasa. |
Ny interrogation oratoire fanontaniana tsy miandry valiny, satria mazava ho azy ny valiny andrasana, na fara faharatsiny ny valin-teny ao an-tsain’ilay mametraka fanontaniana. Mandrakariva, entina hanantitranterana hevitra. Fampiasa matetika amin’ny fiteny andavanandro izy io. 23 hotohanana amin’ireto ohatra vitsivitsy... |
Araka ny hita amin’ny ohatra eo ambony, ny kisary mandranitra saina dia miendrika hazo lehibe iray misandrahaka, izay mbola maneho mandrakariva fa manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fiainan’ny olona ny ala hazo amin’izany, misy toro marika vitsivitsy tokony harahina mba hahomby tsara ny fanehoana, araka ny namolav... |
Ny tao trano, hono, tsy efan’irery olona maro no nifarimbona taminay tamin’ny fanatontosana ity asa ity vao nahatafavoaka azy ho lasa boky toa izao. Noho izany, mahafaly anay ny maneho etoana ny fisaorana azy ireo tolorana fankasitrahana ny profesora razafiarivony michel, mpampaka- teny sy mpitarika anay tamin’ny fanat... |
Ireo kolontsaina heverina fa mivaona ankehitriny na mbola voatazona noho ireny 84 zumthor paul, 1983, p. 10 amin’ny maha lahabolana hiraina azy dia isan’ny mitana toerana sy manan-danja lehibe ny feo. Sady azo aminavinana ny zavatra atao no hanairana ny fon’olona hifantoka tanteraka amin’ny fanatontosana ny lahabolana ... |
Ny vahoaka ! Tsy entam-barotra amidy fa tena manana safidy tsy ho vahiny amin’ny taniny ’zay tompoiny sy andrianiny izy no andriamanjaka ilay vahoaka masin-didy tompon’andraikitra sy adidy amin’ny fanaovana lalàna hifehezam-panjakana noho izy tompon-daka arni 14.05.91 |
Nanoratra lahatsoratra tsotra koa izy anisan’izany, ny fitadiavana hamerina ny hasin’ny poezia sy ny teny malagasy izay niarahany nanoratra tamin’i charles rajoelisolo sy i ny avana ramanantoanina tao amin’ny fandrosoam- baovao, tamin’ny febroary 1932. Hita amin’izany fa nahatratra ny vanim potoana mitady ny very 1930 ... |
Na izany aza anefa, tsy afa-misaraka amin’ny asa soratra ny mpanoratra, ary raha hiresaka asa soratra, dia tokony ho fantatra ny namorona azy. Noho izany nifidy mpanoratra iray izahay. |
Manazava sy ny lahateny mandresy lahatra , mémoire de capen, 2009. Eto dia ny fampifandraisana ny zana-taranja literatiora, riba ary haiteny no hasongadina. Tafiditra ho isan’ny boky ianarana eny amin’ny lisea moa ity boky ity sy ny mpanoratra azy. Araka izany dia azo ampiasaina ho akora enti-mampianatra ny karazan-dah... |
Araka ireo andalana ireo, fihetsika tsara , ambony, mitondra hery ho an ny tena, ny fampanjakana ny tsy maintsy ao an-tsaina. Koa na dia misy aza ny olana eny am-panatanterahana ny asa eny, dia ho voavaha izany, ary tsy isalasalana ny hahatrarana ny tanjona nokendrena. Ary rehefa ny tsy maintsy no atao filamatra, dia i... |
Lay hany masoandro |
Tomaratra mazava ny lanitra atsinanana mavamavana fitopy izay rehetra mba tazanina tarafin’ny masoandro miposaka maraina ny voary manontolo aza velombelona aina |
Fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fanafiana toetry ny anoharana ny oharina, hita amin’ny hoe mirehareha ao am-poko ny afom-pahatsiarovana izay miredareda mitahiry fanazavana mitsilo ny lalana a. P 140 ahitana fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fanafiana toetry ny anoharana ny oharina misesy eto. Hita voalohany... |
Fifamatorana sy fifandrohizana |
Ny tokony hataon’ny olombelona |
Ny fanjakana malagasy sy ny ohabolany anisan’ny singa iray maha firenena ny firenena, ankoatry ny fananany teny sy fomba ary riba manokana, ny fisian’ny tantarany. Koa manana ny mampiavaka azy tokoa raha ny tantaran’ny firenena malagasy no jerena, noho ny fiteny amam- pomba iray izay iombonan’ny malagasy rehetra, izany... |
Na samy zava-kanto vita amin’ny teny tafiditra ao anatin’ny poezia aza ny tononkalo sy ny hira gasy, dia tsapa fa misy iavahany ihany eo amin’ny toetra |
Kendren’ny mpanandro amin’ny fonenan’izy ireny ny hanambina ny tompony. Izany hoe hitombo harena ny olona miompy omby sy ahoho rehefa mifameno tsara amin’ny vintana sy tonon’andron’ny trano ny fanorenana ny fahitra sy fisoko, ary mifanaraka amin’ny tononandron’ny tompony ny volon’ny biby ompiany. Tsara marihina koa fa ... |
Ahafantarana ny hakanton’ny habaka, ary ao anatin’ny tantara foronina ny hakanton’ny fotoana. 32 ahitana fotoana roa amin’ny tantara foronina araka ny fanasokajiana nataon’i j. P goldenstein. Hita fa misy ny fotoana ivelany sy ny fotoana anatiny. Ny fotoana anatiny dia ny fotoana rehetra isehoan’ny tantara. Voafetran’n... |
R23 rèsake toetra tsaran’ny hery toavina ao bejiro laha te a ro ma araky ty raha tia iareo hatao, ndra amin’ny faly zay, ndra amy ty fombafomba iareo le tahiny ka le salama soa noho le mahita hana a. Manintsy 80 taona, ambohimahavelona 27 aogositra 2013. |
Pôlitika -mitarika ny olona hiroso amin’ny fandanjalanjana sy ny fifanakalozan-kevitra sy fitadiavana azy fisaka ny rariny ka saro-tadiavina ny fitadiavana na fijoroana amin’ny rariny dia hery enti-miady amin’ny fanaovan- dratsy. Ratsy atao loza mihantona , ary hery manosika amin’ny fanatanterahana ny adidy aman’andrai... |
Ny kilasy famaranana no niantefan’ny safidy, satria, ao no heverina fa ahitana taratra ny fahalalana sy ny zava-misy tany amin’ireo kilasy teo aloha. Ao koa no fotoana ahafahana manamafy sy mampiorim-paka ny fahalalana efa azon’ny mpianatra. Io kilasy io koa no tsontsorimamba isarahana amin’ny fianarana isanandro ho an... |
Tsoa-kevitra v manana ny lanjany tokoa ny finoana ny vintana eo amin’ny fiarahamonina malagasy na amin’ny fiarahamonina manontolo mihitsy, satria mandray anjara mivantana eo amin’ny fampandehanana na tsia ny fiainan’ny olombelona izy. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.