text stringlengths 10 11k |
|---|
Fanehoana fankasitrahana sy fandokafana ny mpianatra manolotra hevitra tsara, mahay manazava, mahay sy sahy mitsikera hevitr’olona |
Filàna ranondranony toy izany no namadihany ny tanindrazana sy ny tolona nokasain’ny tia tanindrazana hatao hoenti-manohitra ny mpanjanaka. Ny samy manam-pahefana teto madagasikara tamin’izany fotoana izany aza moa dia nisara-bazana. Toa nifanenjika sy nifandrafy aza no nataony fa tsy nihevitra izay hiarovana ny tanind... |
Safidy literatiora |
Ambohidava no mividy izany noho ny tsy fisian’ny fitotoam-bary ao marololo. Nambaran’andriamatoa rakotomalala dez ihany koa fa betsaka ny vola lany amin’ny fikarakarana azy, toy ny fandaniana amin’ny vakisiny, sakafo provende andriamatoa betsara rakoto armand filoham-pokontanin’ andranomena kosa dia nilaza fa noho ny f... |
Vàdika vadibàdika mamadibadika mamadimadika 730 vàdy vadivàdy mamadivàdy mamadimàdy 731 vàha vahavàha mamahavàha mamàhamaha 732 vahoaka vahoahoaka mamahòakoaka |
Mifanova amin’ny renifeo malagasy z ny renifeo swahili z eo amin’ny vanin-teny aorian’ny tsindry ohatra kunazi konazy mbuzi ambozy ongeza ngeza |
Ny baiboly masina katolika 1982 ny baiboly masina na ny soratra masina, rome soeurs missionnaires de st pierre claver, tipografia poliglotta vaticana, 1486 p. |
Molet l 1956 le bain royal à madagascar. Tananarive imprimerie luthérienne, 238p. |
Tokony hohajain’ny mpampianatra ny ora fampianarany izany hoe ny fotoana idirany sy ivoahany ao am-pianarana. Noho izany, tsy mety ny mangalatra ampaham-potoanan’ny mpianatra indrindra moa fa ny fotoana fakan-drivotra. Sarobidy loatra ho an’ny mpianatra mantsy ny fotoana fakan-drivotra satria eo no fotoana anomezana fi... |
Amin’ny sasakalina hampitahotra ahy no mba ahatongavany eto! |
Tiako saingy izao tsy tody ao an- tsaiko, vonindraozy inona no manitra ao anatiko? Misy namana any mifaka amin’ny aiko, te hiorina amiko mandra- pahafatiko! |
Amin’ireo fototeny efatra ambiny kosa, ny faran-teny t? R dia sady mifanolo amin’ny fanova r no mifanolo amin’ny fanova t lozotra lozorina, lozotina ozatra ozarina, ozatina vezatra vazarina, vezatina vizatra vizarina, vizatina ireo fototeny mitsaikona ahitana renifeo s ao amin’ny toeran’ny x1 maromaro ireo fototeny mit... |
Boky aman-gazety niasana sy nanovozan-kevitra nosoratana malagasy |
Zanaka 1 rajaonah teo koa nanampy trotraka ireo fisaraham-bazana tsy laharam-pahamehana ny fiarovan-tanindrazana nifamingana ny ambony, nifanilaka andraikitra vela-pandrika no hita, sy mpitondra nifanaikitra ! |
Ireto ny santionan’ny sary famantarana ireo mpanohana hita tao amin’ny malok’ila 1-5 sary 18 sary famantarana ireo mpanohana |
Boky ii, tak. 65 56 boky ii, tak. 8 57 boky ii, tak. 94 |
Eny tiako sombinaina, ka lalaiko ho doria, 10 izato fonao maniry ka milaza matokia eny, sitrakao rahavako, ary mamiko hatrizao ny ho roa izay mitambatra, ity foko sy ny anao. |
Saika parallélisme hatrany no ampiasain’ny mpanoratra rehefa maneho io fitsinjarana asa eo amin’ny tsirairay io izy. Hita izany rehefa samy avy nihinana ny rehetra nikarakara ny entana hoentina i dada sy feno i neny kosa nandoatra anaty koveta kely ny ambi-mangahazo tao am-bilany i manana indray nanasa sy nampirina ny ... |
Tsiry ’zay fa lasa daholo ! Lasa dia i besapaka , izany hoe, i be saina mpaka rano tokoa no nataon’ireo anarako, mahamenatra ahy izany. Tsy omeko tsiny izy satria ny ety ivelany dia mitovy izahay, fa holazaiko anao kosa ny momba ahy, dia ny ato anatiko olona manana bacc aho, nanovo fianarana teny ankatso tamin’ny sampa... |
Hoy i koto hoe mandrosoa hisakafo ianareo . |
Ty anako-tampototse1 rombahonareo mipike naho mirehetse ma ina naho mandahatse 120-ajalahy nambole an-tane hoba ty aho androany tsy mahavoka-tsako, fa misi-boazavo. |
Tantaram-piainany tamin ny fandraisana azy tao amin ny akademia malagasy ny alakamisy 22 aprily 1976. |
Finoana isan’ny mpiangona ekar 1100 flm 40 fkpm 400 fjkm 2300 jesosy mamonjy 300 rhema 50 jesosy famonjena antsika 20 fiangonana fifohazana 20 batista biblika 40 vavolombelon-ny jehovah 140 advantisa 100 |
Section 3 non-compétitivité commerciale |
Foza lahy natakalo foza vavy ; izany dia midika avy hatrany fa tsy olona samy hafa ny rafozana sy ny vinanto fa antsoina hoe mpihavana ara-panambadiana ; izany hoe vokatry ny fanambadiana no maha mpihavana. Ny vinanto no manaja ny rafozana satria io no solon’ny ray sy reny, ary misy ohabolana manao hoe raha tiana ny va... |
Les textes types et prototypes, paris nathan, 209p. |
Amélioration possible fiakaran’ny fari-piainan’ny mpandray anjara |
Mi v a fai; onner, scul pier en parl, mt de la fobrication des moyeux, qui sont fo, ; onm’s a la h 1ch ’lll , et non t umes; tol rad. Va; terme usuel pnur le fai; onn; ige des pirogue; |
Fahaverezana sy fitadiavana ny ombin-dr’ iadanivahiny. Tak. 25-46 |
Hanaraka ombilahy matavy be ka mila tsy ho hita intsony ny trafony lahaboalana am-bava hiraina tanterahina aminin’ny toe-javatra iray |
Fanamarihana miharihary araka ny antontan’isa fa vitsy ny mpianatra any amin’ny sekoly tsy miankina. Hita ihany koa ny tsy fifandanjan’ny isan’ny vehivavy sy ny lehilahy ao amin’ny kilasy iray. Ohatra 2nde 3, 1ère a4, ta1, td5. Amin’ny ankapobeny, dia mihatsara ny isa azon’ny mpianatra arakaraka ny firoson’ny fampianar... |
Amô antova a akazako vary a salenina amô antova a akazako vary a salenina o. B.2 misy osika lava ary ahitana andalana hatrany amin’ny fahavalo amby telopolo 38 toy izay hita amin’ny o. T.73, andalana sivy amby roapolo 29 kosa ny o. B.74 ary misy andalana telo amby roapolo 23 ny o. T.80. Fehiny hita tamin’ny fampahafant... |
Ny jôro tanà a |
Vasavasa mamazavaza |
Membres du jury président madame andrianaly saholiarimanana examinateur monsieur razafimbelo florent encadreur professionnel monsieur randrianatoandro raymond encadreur pédagogique monsieur razafimbelo florent |
Antananarivo |
Misokatra indrindra a misokatra tapany 1 2 o mikatona tapany 1 2 e mikatona indrindra i |
Teny fampidirana |
Ny niandohan’ny hira araka ny baiboly. |
Iny, hono, izy ranofiko izany ento manaraka anao any ankoatra fa ny fahavalo manenjika hatrany tsy zakany intsony fa toa mafy loatra |
Ny tiako ao aminao dia ilay sangy tsy tsaroana atselatry ny misy miketrika ny hamy. |
Dama ô! Aiza, ho’aho re hianao? Fa mijaly izahay olonao? Mitomany re, malahelo! Aiza re hianao, dama ô? . |
Weber w. J. P genèse de l’ uvre poétique, ed gallimard, paris 1970 |
Marainan-javozavo tomara-bolafotsy ny eto anivon-driaka ny vorona mivazo mitondra rotsirotsy ny hirany sariaka. Tony sy malefaka ny rivotra mifafy mampiretsik’aina |
Ravoajanahary ch 1970 ny tononkalo malagasy, même référence |
Fahombiazana |
Mitoetra ho an’ny mpamaky. Maro ny boky ahitana asa soratr’i niry-solosoa izay niarahany tamin’ireo poeta namany ao amin’ny faribolana sandratra. Toy ny vatofototra |
U hanonja ny didy lalàny a u u u u u u hijoro ny tena mavany, a iluay nofou toumaduy aou k’izanuy b u u u u u u u ho lo no anjara hiafarany. B |
Source documents internes de la tpflm |
Araka izany dia ratsy ny fahafatesana raha maka ny tsy tokony halaina mangeroka ny fasana maka ny tsy antonony na izany aza, anefa dia miaiky ny mpanoratra fa lahatra ny fahafatesana mavany loatra ry lahatra, naka andry fiankinana ekeny fa toe-javatra tsy maintsy lalovana ny fahafatesana. Inona kosa no mety ho aterak’ ... |
Lafika siantifika ny fanehoana ny petraka olana arahin’ireo zana-panontaniana ho vahavahana mandritra ny asa fikarohana sy ny fandinihana ny petra-kevitr’ireo mpialoha lalana no lafika siantifika sy fitaovana goavana nentina nanadihady ny akora hahatongavana amin’ny voka- pikarohana ary nametrahana ny petra-kevitry ny ... |
Ny fanovana anarana sy ny fitohizam-pahavelomana mazava ho azy fa tsy mijanona hatreo akory ny tantaran’ny poeta iray fa misy ireo teboka lehibe izay manamarika tanteraka ny mbola havelomany any amin’ny tontolo ankoatra. Ny atao hoe fitohizam-pahavelomana eto dia ny itohizan’ ireo toejavatra mahapoeta ny poeta any amin... |
Taux d’abandon tab le taux d’abandon par année d’étude permet d’évaluer le phénomène de l’abandon scolaire et son impact sur l’effecience interne des sytèmes d’éducation tab de l’année d’étude a de l’année scolaire t é è é é é é é è é x100 é -effectif scolarisés par année d’étude durant l’année scolaire t effectifs sco... |
Mitovitovy saranga 1. Randrenja 30 taona 2. Ratovo 25 taona 1 ise, ianao tak.17 2 ianao mpiara- miasa tsy mitovy sata, tsy mitovy taona 1. Ranjeva 45 taona, lefitry ny kômandy 2. Ratovo 25 taona, 5 voninahitra 1 ianao 2 ianao |
Lafin-javatra roa no marihina momba ny zava-kendrena amin’ny dinika ny tanjon’ny seho mirakitra fifanohinana ary ny anjara toeran’ny dinika ao amin’ny tantara. |
Nohariny amin’ny tromba ny aingam-panahy, satria rehefa misy tromba mantsy ny olona iray, dia tsy tompon’ny tenany intsony. Dia toy izany ihany koa ny mpanoratra. Rehefa tafiditra ao aminy ilay aingam-panahy, dia tsy tompon’ny tenany izy, fa iny no mibaiko azy hamokatra asa kanto. Hamafisin’i auge sy collab izany amin’... |
Ny fanofanana ny ray aman-drenin’ny mpianatra ’’ecole des parents’’ |
Monographie du district d’ambatofinandrahana année 2005 |
Iza ny poeta? |
Tendry hatrany am-piandohana ny fisarahana eto an-tany ka onony re ny fo atsaharo ny tomany. |
Ny fifandraisana ao an-trano moa manginy fotsiny. Ry fetra maniratsira, tsy menatra mihitsy fa sahy mamono an-drainy. Rajao indray isaky ny misy toe-javatra tsy mifanaraka amin’ny lohany ataon’i bakoly dia latsainy sy rahonany foana izy. Raly moa manaraka am-bokony fotsiny. Marina fa taratry ny fiainan’ny olona ireny s... |
Raha fehezina fohy izay voalaza rehetra teo izay dia hita fa manana ny lanjany eo amin’ny tantaran’ny mponina sy ny anjara asa aman-draharahany ny toetoetran’ny toerana voajanahary ionenany sy ny rafitra namaritan’ny fanjakana izany. Ka izay rafi- piarahamonina izay indrindra no tena lalinina manaraka eto. |
Sekoly isan’ny mpampianatra isan’ny mpianatra taham- pahazotoana taham- pahafahana cepe sy 6è epp ankadinandriana |
Vondron’ny mpitsara filoha dr randriamanalina daniel jules, maître de conférences mpitsara rabotovao samoelison, maître de conférences mpitarika sady mpapakateny dr razafimahefa, maître de conférences |
Eto ny mpiteny dia maneho fa rehefa misy aina nafoy dia mitovy avokoa ny havesatry ny fiantefan’izany ao amin’ny fianakaviana ivoahan’ny loza satria sarobidy ny aina ary mafy ny misaraka aminy. Ny fiheverana iombonana ampiasaina eto araka izany dia ny mahakasika ny aina izay manan-danja amin’ny velona rehetra ka mampit... |
Roland ramahatra, cité par riaka, p122 les implications du développement participatif dans les approches de l’aide, ista, 1995 op. Cit la concentration des aides à une petite région serait l’une des premières conditions de l’action participative dans les programmes de développement. |
Ny fahafatesana 2.1.1 ny fiheveran’ny mpanoratra ny fahafatesana |
Rehefa mahavita ny fianarana ireo marenina ireo, dia mitambatra ao amin’ny fikambanana antsoina hoe federasionan’ny marenina eto madagasikara fikambanana mahaleo tena tanteraka izy io ary tsy miankina amin’ny fanjakana na ny fiangonana loterana. Ireo marenina efa miasa any amin’ny toerana samihafa any no nanorina azy. ... |
Oharina sy ny anoharana eto dia ny fandehanana manatona. Raha ny fantatra mantsy, ny filazantsara dia ilay tenin’i kristy mivantana. Nadikan’i papias tamin’ny teny hebreo sy teny grika tany aloha. Ka ny bokin’i matio, ao amin’ny baiboly no mafonja indrindra raha ny fanambaran’i a. Schlatter, noho ny tenin’i kristy bets... |
Fandinihana ny lafiny sôsialy tafiditra amin’ny sehatry ny sôsialy ny fandinihina ny lafinyfahasalaman’ny mponina, ny fanabeazana ary ny finoana. Haroso manaraka ny fanazavana izany. |
Ry teny malagasy ry teny malagasy teny manan-jo fihetseham-po fotsiny ihany ve matoa aho mandrindra anao ? |
Fihaonana sy fiombonam-pitiavana mirindra. Tsanganana 11 ny tononkira dia tononkira fahatelo |
Delandsheere avec la vollaboration d’e. Bayer comment les maîtres enseignent, 1 bruxelles direction générale de l’organisation des études, collection pédagogie et recherche , n 1, 1974. |
Antony avy amin’ny mpampianatra antony avy amin’ny mpianatra asan’ ny mpampianatra ny manome fahalalana amin’ny mpianatra ny mpampianatra no mahay noho ny mpianatra tsy tiako ny anontanintaniana menatra ny mpianatra raha misy diso izay ambarako mandany andro mahatahotra ny ho bedin’ny mpampianatra raha misy diso izay l... |
Tak 130 notarihin’izy roalahy ireo mora foana i andry sy ity profesora hafa kely ary ela taorian’izay dia voahidy tao anaty efitra kely iray tak 131 ny fahatongavan’i carson natosik’iretsy mpiambina hiditra ilay efitra no zava-baovao nanaitaitra . |
Ny andraikitra noraisin’ny fokontany ny fokontany no miandraikitra mivantana ny fikolokoloana ny tatatra tandrify azy avy, raha misy simba eny dia izy no manamboatra azy izany hoe, tompona andraikitra feno amin’ny tatatra manandrify azy ny fokontany tsirairay. Ireny olona voatendry hanara-maso ireny dia miasa an-tsitra... |
Impiry ny sambo no toa nampatahotra, mila nivadika sy tsy nety hamikitra; nefa aho tsy lavo, na hoe vahobahotra fa mainka mijoro sy mba miramirana. |
Ity tononkalo manaraka ity ihany koa dia mbola ahitana ny filalaovan’ny mpanoratra amin’izay anaphore izay mifohaza fa aza matory etsy ataoko antsangory hitazana iry vodilanitra misoratra mahafinaritra |
Rehefa nofanina ireo mpikambana talohan’ny nanaovany ny asa dia tokony harahina maso hatrany izy ireny mba tsy hivaona amin’ny fanofanana izay natao taminy. Mba hisian’ny fahazotoana eo amin’ireo mpikambana anefa dia tokony hoezahina izay amoahany ny fahaiza-manao ananany na tamin’ny alalan’ny fanofanana natao taminy i... |
Joseph ratzinger benoît xvi mars 2011 |
Mbola vokatry ny fahantran’ny vahoaka koa ny tsy fahafahan’ny mpianatra manohy ny fianarany any amin’ny ambaratonga ambony. Ny sasany aza vao any amin’ny kilasy voalohany dia efa miala vokatry ny tsy fahatakaran’ny ray aman-dreny ny saram-pianarana sy ny kojakoja ilaina amin’izany. Hoy ny tohin’io tononkalo voalaza eo ... |
Les procedures d’instruction du dossier dina saisine du comite, appel aupres du tribunal de l’ordre judiciaire quand et dans quelle condition , le delai d’instruction, la relation entre les deux organes continuite de ! ’instruction , |
Dren direction régionale de l’education nationale edp ecole des parents eccc etudes et communication pour le changement du comportement epp ecole primaire publique oemc office de l’education de masse et du civisme |
Misy rivotra mifofo. Dia injao ny fo torovana, ditso-bovoka mijofo ary taitram-pahatsiarovana tamberim-bolana mafana |
Vaovao frantsay malagasy t- 54, lah. 2681 , 09 07 1948 |
Ny fafana manaraka eto no hampiseho ny antontan’isa milaza izany fandrosoan’ny fivavahana, tamin’izany 1828-1861 . |
Afaka mifanolo toerana hatrany ny mpamaritra anarana le sy kala amin’ny ompa. Raha ny tokony ho izy dia azo anavahana ny lehilahy sy ny vehivavy ny fampiasana ireo mpamaritra ireo ka ny le dia anondroana lehilahy ary ny kala dia anondroina vehivavy. Tsy izany anefa ny zavatra miseho. |
Ny fomba nampitany ny fampianarana miankina amin’ny paika ampiasain’ny mpampianatra no mety hampahomby na tsia ny fanomezam-pahalalana atolony ny mpianatra. Samy manana ny paikadiny ny mpampianatra rehefa mampianatra, arakaraka ny fahaizany sy ny traikefa ananany. Ho an’ity mpampianatra d ity, dia tsy nahitana ny fampi... |
Misy ny asa fikarohana takiana amin’ny mpianatra mba hahazoana ny mari- pahaizana capen1. Izany dia natao ho famaranana ny fianarana eto amin’ny sekoly fanomanana ho mpampianatra amin’ny ambaratonga faharoa manokana. Ny faharetan’ny fianarana dia dimy taona, ary ny taona fahadimy no anatanterahana ny asa fikarohana. |
Abaribarin’ny mpamoron-kira eto ny toetra ratsin’ny lolo mpanambàka, mpitolona, mpampijaly, mpanadala. Noho ireo toetra ratsiny ireo, ny mety dia ny mihataka aminy, ny mandositra azy mihitsy andosiro , alaviro i justin rajoro ihany koa, dia mbola maneho izany ao amin’ilay tononkira mitondra ny lohateny hoe tsy nampoizi... |
Araka i evans pritchard mantsy ny paika fandraisana anjara na ny observation participante ny observation participante dia fandinihana ny fiarahamonina amin’ny alalan’ny fandraisana anjara amin’ny fomba fiainany ka manaiky ho mpiara-dia aminy ary nandray anjara amin’ny asa aman-draharahany sy tonga mpiray tombotsoa amin... |
Lady landilandy ladiana |
Amin’ny hevitra lazain’ny fehezanteny, ary eo amin’ny vahan’ny fehezanteny. Sarin- teny fahita betsaka ao amin’ny baiboly 34 azo lazaina fa manana ny maha izy azy tokoa ny sarin-teny mifamaly rafitra raha ny baiboly manokana no jerena. Izany indrindra no nahatonga an’i solomona haneho ny ohabolany amin’ny alalan’ny fif... |
Cependant, les associations médiévales n’étaient pas autonomes. Celles-ci ne pouvaient exister en dehors de l’eglise ou de l’etat que sous des formes précises dont les règles d’admission et de fonctionnement sont strictement codifiées. Cette mise sous tutelle vigoureuse fait apparaître alors des privilèges pour l’assoc... |
Ny tanjona kendren’i fano eto dia ny hitaona an’i tsiry hiara-hanao afera aminy mba hampitomboana ny vola miditra any am-paosin’izy ireo. Ny fanesoana an’i tsiry noho ny toetrany kanosa, mionona fotsiny amin’izay omen’ny mpampiasa azy sy amin’ny alalan’ny fanoharan’i fano ny tenany amin’i tsiry no paikadim-pandresen-da... |
Noho ny fifaneraserana tsy mbola lalim-paka loatra dia ny tanora no tena mampiasa fihetsika maro matetika ka ny fihetsika ankolaka no mibahan-toerana amin’izany. |
Tany ivelany, niaina tao anatin’ny tebiteby, ary niantrana am-bava basy ny ankamaroan’ny vahoaka isam-pirenena noho ny fifanoherana pôlitika. Niditra nandamina tany amin’ny firenena nisehoan’ny korontana ny tafika misatro-mangan’ny firenena mikambana. Ny hampandry tany no anton’izany. Vaky ny ady teo amin’ny amerikana ... |
Raha fahadisoako, ifonako lala fa ny onjam-panahy ianao mahalala mpandika lalàna |
Ambatan’ibango |
Ny zaza niara-notezaina iray kibo aza hono samy manana ny toetrany hoy ny fitenenana. Mainka fa ny asa literera samy manana ny maha izy azy ve dia hitovy tanteraka. Hita izany manavaka ny tsirairay izany eto amin’ireto lafiny ireto a araka ny endrika ivelany |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.