text
stringlengths
10
11k
Tena hanompo azy. Sady raha tena manam-pinoana miorim-paka lalina ny olona iray dia ao am-pony avy hatrany ny fanarahana ny sitrapon’andriamanitra.
Indro fa miriotra, sarotra fantarina vanin-teny 14
Teny famaranana
Teny fitaovana 2012 ranaivosoa a désiré
Tak.107-108
Nisy tamin’ireo oran’ny mpampianatra natrehina ihany koa no mifanandrify. Sanganehana ihany izahay tamin’izany fotoana izany, satria sao tsy maharaka ny ataon’ny iray. Ny vahaolana noraisinay tamin’izany, dia ny fanatonana mialoha ny mpampianatra hahalalana izay hataony. Nohamarinina hatrany anefa ny kahien’ny mpianatr...
Iny izy fa mihetsika mihiratra! Robena! Misaotra aho andriamanitra velona ihany robena! Sesilany ny fampiasana ny tsoraka eto, izay mitory ny fitaintainan’i nanja namelona an- drobena. Tsy nahatsiaro tena robena vokatry ny ratra tamin’ny vatany, manampy izany ny fahitan-drobena tampoka an’i nanja hanavotra azy. Hanehoa...
Ranaivoson albert 1997 ny any ankoatra l’eau-delà , réédition par les mystères des esprits, antananarivo, 44p
Injao feom-baliha manarinary dia feo mozika kely tinendrina anjely no mampatsiahy ahy fa tonga indray ny hariva
Manome vahana ny asa fiompiana ihany koa ireo mponina ao amin’ny kaominina antanetikely ambohijoky. Misy karazany maro ireo biby ompiany amin’izany toy ny omby, ny kisoa, ny akoho amam-borona, mifanahantsahana ihany ny fotoana atokany ho an’ny fambolena sy ny fiompiana. Raha ny tapany maraina mantsy no atokany ho an’ny...
Antontan’isa sy kisary maneho ny fandraisana anjaran’ny mpianatra
Loharanon-kevitra flm 67ha, 2014
Roger bruno rabenilaina, ny teny sy ny fiteny malagasy, tak. 22 3 oswald ducrot, 1972, dire et ne pas dire, hermann, paris, tak.1 il est fréquent, depuis saussure, de déclarer que la fonction fondamentale de la langue est la communication cette formulation a d’ailleurs l’avantage de présenter le destinataire comme un p...
Eto dia dia ampitovian’ny mpanoratra amin’ny lamba tafiany anoharana ny alahelony oharina .
Ny fomba nanehoany ny fanabeazana amin’ny maha mpanoratra boky fampianarana sy fanabeazana azy
Ny tanora sy ny fandrosoana asa azo tanterahina fanadihadiana lahatsoratra, fanangonana sy fanasokajiana ny asan- tsokajy mikasika ny fiheverana mpanoratra na olo-malaza ny amin’ny fandrosoana. Asa azo tanterahina fandinihana lahatsoratra, fampitahana amin’izay hita tetsy ambony arahina adihevitra, fifanakalozan-kevitr...
Mifanova amin’ny renifeo malagasy ts ny renifeo swahili t eo amin’ny vanin-teny mitondra tsindry. Ohatra tanga mandehandeha tsangatsangana tena in tsony
Fofo fofofofo fofoina
Azo taperina amin’io raha toa ka mbola hijanona na hijanona kely ilay antsafaina. Tohizana tahaka izao raha handeha izy ka tsy misy resaka hafa intsony ho any aheky lonika ho sara eka! Lonika ho sara aby
Loharano raharison aimée, taona 2015
Ii.3.1.4. Fampiasana ny teny hoe niny sy baba
Mila safosafo ombain’ny rantsanao ny vatako malia inoako fa tsy lafo ny tombam-bidiny, ao anatin’ny fitia mila orokoroka haingon’ny molotrao ny takolako ankiroa mila tambitamby miraki-teny mamy ny fo sy ny fitiavany mila fanampiana mitady mpampahery ny saiko verivery filana te-hianoka anatine tsiranoka fitivana miredak...
Ara-pihetsika amam-pitondran-tena kendrena ny hanananan’ny mpianatra finiavana handray andraikitra samirery ary mitrandraka ny fahalalana ananany fahatsapan-tena ho tsy mahavita tena irery ka manana toe-tsaina mahay miara-miasa amin’ny hafa ka manome hasina azy fahatsapana ny fanaikana ataon’ny hafa amin’ny tena, na eo...
Ma tak 9 toa ohatry ny mitovy endrika avokoa ny fijery azy rehetra amin’izato loha nokakasana sy ny tava malotoloto rakotry ny volom-bava ela tsy noesorina .
Vokatry ny fiatrehany ny adidiny olona maro sahanina ny mamatonalina. Efa voatanisa avokoa ny ankabetsahan’ireo andraikiny eo anivon’ny seha-piainana samihafa. Samy loharanon’ny aingam-panahiny ireo andraikitra sahaniny ireo. Ao ireo vetsom-bavaka fitalahoana sy fiantorahana amin’andriamanitra. Nezahiny narafitra hitoe...
Mpampihatra lalàna fa mazàna dia tsy araka ny tokony ho izy ny fomba nampiharana na nandikana ny hevitr’io lalàna io.
Lisitry ny tovana
Balitan-dolo!
Fampiharana
Tamin’izany, nisampy lamba ny vehivavy, saingy ireo manan-katao ihany no nanao ny azy ho mitari- joro. Tsy mitory hajejoana ihany, fa milaza koa ny zotom-pon’ilay mpanenona ireny lamba mitaritarika ireny, ka naharaikitra ilay fitenenana hoe lamba fohy tsy an’olon-jejo ary ny lamba lava tsy an’olon-kamo. Mby ankehitriny...
Cf. Satan’ny diosezin’antananarivo, n 76, p.59
Misy karazany maro ny fitiavana ao ny fitiavana an’andriamanitra, ny fitiava- namana, ny fitiavan-kavana, ny fitiavan-tena, ny fitiavan-tanindrazana, ny fitiavana eo amin’ny olon-droa misy ifandraisany daholo izy rehetra ireo, saingy ny fitiavana eo amin’ny olon- droa, sy ny fitiavan-kavana, ary ny fitiava-namana no ha...
Ny anaphore
Misy ifandraisany amin’ny vontoatin’ny tantara avokoa ny hevitry ny anaran’ny mpandray anjara. Bako milaza hatsaram-bika. Bakobako endrika. Natao hifanandrify indrindra amin’ny endriny ny anarany. I bako, bako toy ny anarany, bakobako mateza dinihina. 96 i bako! Bakobako mateza dinihina. Ny endrika amam-bikanao toa tsy...
Tsy natao hirafy ny olombelona sy ny tontolo manodidina azy fa misy ny fifamenoan izy roa tonta mandrakariva. Ny olombelona moa tsy afa-miaina raha tsy mifandray amin ny tontolo manodidina azy. Hamafisin ny mpandinika filozofia i j. Mark, 1987 izany pour survivre en tant qu’organismes, nous devons interagir avec notre ...
Fayolle r , 1964
Fitiavana ihany no natolotrao anay; , nefa kosa fahotana , no navalinay anao , aza isaina , re ny hadisoanay.
Andrianarison et no l j guennier, omaly sy anio, la charrette à madagascar , tak 59-61 les charrettes à b ufs qui jouents un rôle important dans l’économie rurale chaque région possède en général un type de charrrette qui lui est propre sur la haute terre et à l ’alaotra, on rencotre un type de charrette plus lourd
Jo andrianasolo 12 02 005
Ka voatana sy migadra
Edition ambozontany analamahitsy antananarivo 860 p
Ny filalaovana amin’ny rafi-pehezan-teny sy ny sarin-teny hafa
Tatitra momba ny atrika asa natao
Nahantra ny firenena, niseho ny marika samihafa azo amantarana izany toy ny trano honenana, ny sakafo hohanina, ny hotafiana izay tsy lavorary avokoa. Manontany ny mpitondra ny mpanoratra amin’ilay tononkalo iray hoe zanak’iza moa ireny misy ireo ankizy miaina amin’ny fiainana tsizarizary nefa toa tsy ahoan’ny mpitondr...
Fitenenana hoe nihongo-bolo amin’ny tsy ho an’ny tena tahaka ny akoho nikotrika atodim-borona! Rehefa tafita ry zareo dia nilaozany tanteraka aho aza atao mahakivy izany fa tsy hanenenana ny manao soa ry neny rahary a, hoy ny vadin’i bema. Asakasak’izay mitsipa-doha laka-nitana fa tsy fantatra izay mbola havoaky ny amp...
Emile zola, lenine, mao tse toung, franz fanon, che guevara, blaise pascal.
Izay natomboka dia tsy maintsy faranana. Dingana tsy maintsy arahina raha manatanteraka fombafomba rahateo ny fisian’ny fanombohana, ny fanatanterahana, ary ny famaranana. Ny mikasika izany fombafomba famaranana ny fanandratana mpanjaka izany no horesahina manaraka eto.
Fomba nentina nanatontosa ny asa
Ho an-dratsimamanga ary rainandriamampandry, fitifirana no didy, fahafatesana no miandry ! .
Seho 1 tazan’i soalava avy ao ivelan’ny sehatra ny afo ka niantsoantso izy dia niditra sy niverina naka ratsan-kazo.
Ahoana no fahitanao ny asa sorany amin ’ny
Tontosa ny fanaovana jery todika ny zava-nisy niarahan-drainandriamapandry nidinika tamin’ireo taranaka malagasy. Teo koa ny hafatra nampitainy amin’ny fanafahana an’i madagasikara. Hitohy ny raharaha sarotra momba azy.
Tsy mitondra soa velively araka izany ny pôlitika. Manamarina izany ny fisian’ny rotaka 2009 teto madagasikara. Nanaitra ny aingam-panahin’ireo poeta ihany koa io toe-draharaha pôlitika teto madagasikara io. 2.1.1.2. Madagasikara sy ny fihitsohana
Van gennep, 1969
Fanompoana an’andriamanitra tokana ny hirosoan’ny kristianina bebe kokoa amin’ny fanompoana an’andriamanitra no anisan’ny tanjona lehibe kendren’ireo mpitondra fivavahana amin’ny olona izay itoriany ny filazantsara. Azo lazaina fa sarotra mihitsy izy ity indrindra eo amin’ny fanatanterahana azy; eny fa na ho an’ireo mp...
Fafana 09 ny fandaharam-pianaran’ny ce fitsinjarana ora isaky ny seha-piainana misy olana
Izay zavatra azo averina manindry ny voalohany no atao hoe verindroa amin ny ankapobeny. Misy koa ireo zavatra mitovy no averina ka manome ny verindroa ny heviny hoe tsindry mitovy amin ilay voalohany ary natao ho fanamafisana no hita amin ireto ohatra manaraka ireto tady amatorana tady verindroa io ka tsy tapaka intso...
Raha fintinina ny fizarana voalohany dia hita fa siansa iray mandalina ireo tranga mampiavaka ny olombelona ny antrôpôlôjia. Isan’ny tranga iray mahakasika ny olombelona ny finoana amam-pivavahana ka dinihina ato amin’ny antrôpôlôjia. Seha- pikarohana iray ao amin’ny antrôpôlôjia, araka izany, ny fandinihana ny finoana...
Karama an-tsaha toy ny ketsa, miava-vary, asa amin’ny fararano. Ny lehilahy kosa matetika dia ny fitaterana entana na vokatra vary, mangahazo, harina, hazo miakatra ny renivohitry ny kaominina no ataony.
Misy foana saina iky mankahala anao ry taniko ’reo mapanenjika tsy tia lian-tsangy sy herisetra eny am-pita lavitra eny.
Io no fotoana handraisana fanapahan-kevitra ny hiara-dalana eo amin’ny fiainana fotoana hanombohan’ny fivelaran’ny fitiavana .
Miharihary araka izany fa tsy miray ny firenena, satria, ireo heverina ho lehibe eto amin’ny firenena aza moa tsy mba mitsinjo ny vahoaka. Maro loatra tamin’ireo natao ampinga ho fiarovana no vao mainka nampijaly ka be ireo fadiranovana
Andraina, mitaraina ny tany, tak 11 78 c. F supra note n 73
Maro ny lafin-javatra azo resahina momba ny faritra iray. Hofintimpintinina ihany anefa ny fanoritsoritana, ka ireo heverina fa misy fiantraikany mivantana na ankolaka amin’ny fampianarana ihany no hovahavahana eto ny mponina, ny toe-karena, ny fanabeazana. Fa mialoha izany, tsara ny ampahafantarana amin’ny ankapobeny ...
Fafana 11 ny fifanandrinan’ilezoma sy ratovo
Pratique des droits de l’homme
Vony tena tsara fanahy kosa ho aho ty tsiry be ty a ! Tiako be i tsiry be. Tsiry tiako koa i vony kely !
Atao hoe manana aina izay rehetra miaina sy mitombo. Ao anatin izany ny olombelona, ny biby ary ny zava-maniry.
Tsy fihetsika mitory haingitra ety ivelany fotsiny tsy akory no entina maneho fitiavana fa ilay fahatsapana ny hasarobin’ireny amin’ny fiainan-ko avy.
Tandindona no hita ao amin’ny ôsiky fa tsy nanana mpanjaka nanana ny lazany tahaka ny foko malagasy maro ny tsimihety.
Ao amin’ny kilasy famaranana maro amin’ny mpianatra ny mijanona amin’ny fianarana rehefa afaka amin’ity kilasy ity. Fiainam-baovao, araka izany no atrehany. Inona àry no tokony hatao ato mba hiatrehany ny fanadinana sy ny fiainana holalovany?
Ii 8. Les cas de suivis des abondons des pertes de vue en 2009 2010 et les six premiers mois en 2011 par âge et par méthode.
Aro eny àry e, ao fa tandremako tsara nenibe malalako chérie tiako indrindra a! Omanomano ny bodofotsy, lamba, ondana ry zefa fa izao dieny izao dia lasa isika mitondra an i nenibe eny amin ny hôpitaly. Tsy maintsy tarafina io fa tsy fantatra koa izay tapatapaka any rehetra any.
Araka ny ao amin’ny asan- draveloson andriambololona iandry, op cit. P.2 ny anarana siantifikan’ny voanjo dia valencia, virginia, spanis 230 jereo, fiz. I. , lah.1.5.2
Sary 30 ny mpanjaka mivady voasatroka eo amin’ny seza fiandrianana
Raha mety ianao
Les cérémonies traditionnelles la communauté betsimisaraka donne une importance particulière aux différentes cérémonies traditionnelles, mais la plus populaire dans cette région est la fête des morts célébrée le 2 novembre. C’est une occasion pour tous les descendants d’une même lignée de se rencontrer, et pour les tan...
Ao amin’ny tantara fofombadiko dia nomen’ny mpanoratra anjara toerana ireny toerana tsy dia voafaritra mazava ireny, satria, na amin’ny fiainana andavanandro aza dia fampiasan’ny olona ny toy ireto hotanisaina manaraka eto ireto, hany ka manome endrika azo inoana ny tantara ihany koa tao an-trano, teny amin’ny lalam-by...
Mamaritra ny maha renivohitra ny toerana ny anarana hoentiny. Boriborintany voalohany toerana be mponina, ifaneraseran’ny karazana olona maro, itangoronan’ireo tsena maro lehibe izay mamatsy faritra samihafa. Singa fototra tsy azo hamaivanina ny mponina noho izy itarafana ny zava-misy. Marihina fa mpivarotra sy mpiasa ...
Sary 4 ny landy kofehy loharano rasahondranimaro thérèse
Ny firenena tsirairay dia samy mahatsapa ny hasarobidin’ny aina. Atahoran’ny olona izany hoe ho faty, ka izany no ikarakarany ny vatany. Ny an’ny malagasy kosa, dia efa soatoavin’ hatramin’izay, ka hatramin’izao mihitsy ny fitsimbinana ny aina na ny ain’ny tena izany, na ny ain’ny hafa. Azo tsoahina avy amin’ireto fomb...
Ip. Andriamangatiana, vp, tak 28-29 220 -ibid, tak 221 -ibid, tak 222 -ip. Andriamangatiana, op, tak 30
Hiaro sy hitandro ny riba sy fiteny ’lay hasim-pirenena
Amin’ny maha-nofo aman-drà ny olombelona, dia marary tokoa ny fo. Noho ny hambom-po ao anaty kosa dia nanafatrafatra amin’ny fitenenana mihitsy ny mpanoratra marary ny fo, tsy laviko izany kanefa toneko ’ty foko tomany ombako mangina ny lalana mody izorako mora k’izaho tsy ho tody!
Nandalo teo ireo mpanao soa 10 tsy te hikasika ny fatiny fa afa-doza hono moa ka nibitaka ao anatiny.
Universite d’antananarivo ecole normale superieure departement de la formation initiale c. E. R langue et lettres malgaches
Naej leumas lah 2082 7 jolay 1958
Laza adina haitaom-panehoan-kevitra famakafakana hevitra sy lohahevitra, lm 2, e. N. S, tak 1 88 i. P andriamangatiana, vakivakim-piainana, tak 24 89 c. Ratsifandrihamanana, aingam-pivoarana, lah 6, tak 52
Amin’ireny ny ’’edena’’189, izay zaridaina mahafinaritra nipetrahan’ny olona voalohany. Ny ’’kanàna’’190, toerana nametrahan’andriamanitra ny zanak’israely, toerana voalaza fa tondra-dronono sy tantely, ’’adama’’191, ilay lehilahy noforonina voalohany, napetrak’andriamanitra tao edena. Tao koa ny ’’ranovelona’’192 tsap...
Toy ny natao teo amin’ny fanadihadiana teo aloha ihany dia tsara raha jerena ny kara- panondron’ny boky alohan’ny hidirana amin’ny vontoatin’ny fanadihadiana. 2.1. Ny mombamomba ny boky.
Mampitombo ny fahalalana 3
Rehefa tonga kilasy fahenina ireo zanany, dia mahazo mitantana ny volany malalaka. Izany no natao, dia ho fampianarana azy ireo sahady hahay handanjalanja sy hitahiry manoloana ny ho aviny, toy izay nataon’ireo ray aman-dreniny taminy. Tsy ampy azy mivady ny hoe izay voky maharaka ny namany noho izany, nanao ny ainy ts...
K’ilay bika soa milenoka hirifanao f hinana toerana voatokana handalovan’ny mpiavy ny tononkalo ahitana andalana iray sy telo. Ny andininy voalohany izay tsy ahitana afa-tsy andalana iray dia manontany noho ny tsy finoana na ny tsy fihaikena ny zava-misy. Ny andininy faharoa indray, dia toa fandavana ny zava-misy, izay...
Asa fikarohana natao hahazoana ny mari-pahaizana c. A. P. E. N certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale
Oran-tsy ho avy
Boiteau p , op cit, l’immense majorité de la population malgache vit de l’agriculture mais la propriété terrienne a été étroitement limitée par le regime colonial en ce qui concerne les malgaches p 281
Directeur de recherche raharijaona alphonse maître de conférences antananarivo 2010
Harioley port bergé le 26-05-1933
Toy ny zavatra rehetra ihany ny fitiavana, ka mety simba sy malazo tsy toy ny an’ny avana, sady feno no be manambady daholo akory ny fitiavana rehetra, fa ao ihany ny dinam-pitiavana ravan’ny ela sy ny fahatofohana, ravan’ny mpisompatra, na noravan’ny ankilany taitram-drandram-bao, na notapahan’ny andaniny arosy taitai...
Ny ranomasina manjepy, mangamanga fa sty fotsy, 15 ny onjany mirepirepy, midoboka mandrotsirotsy .