text stringlengths 10 11k |
|---|
Iii-1-1 ny endrika ivelany nasalony ny asa sorany fomba iray manintona ny mpamaky hamaky ny asa soratra iray ny endrika ivelany tsinjony avy hatrany. Ny endrika ivelany tiana ambara eto dia izay hitan’ ny maso avy hatrany amin’ny fandrafetana ny tononkalo. Toy ny fisian’ ny lohateny, ny fanokotokoana azy ho andininy sy... |
Ao ny resaka kivala ! Misy koa ny zava-dalina manery antsika ho tsy afa-miala tsy ahitana tory ny alina ! |
Tahaka ny lahatsoratra hafa rehetra dia azo avondrona ho roa lehibe koa ny lahatsoratra an-gazety 1.1.1.1. Ny lahatsoratra tony na statique |
Ny teny a hoe ineny a dia mavesa-danja tsy manam-paharoa b sy mahery vintana tsy hita noanoa b fa mpitondra am-bohoka aina iray hamoa d sy mpikotrika azy ho masaka amin-tsoa d abaribarin’i haingo amin’ny alalan’ny rima mifanjohy ihany koa ny sehatry ny fitiavan’olon-droa. |
Maro ihany koa ireo teny fanarabiana olona manoloana ny zavatra ratsy miseho eo amin’ny fiainana mba hampafonja bebe kokoa ny hevitra ambara. Teny maneho lafin-kevitra tsara nefa manana fiovan-kevitra ratsy araka ny fampiasana azy izy ireo. Noho izany, dia vao |
Fifandraisana, mety ho teraka ny ady |
Miara-mirindra |
Ny tovovavy saro-kenatra tsy sahy manonona ny anarany ny tovolahy moa sahisahy ka milaza ny tantarany. |
Ny fahafinaretana vetivety ny zazavavy , solosoloana matetika, atsipy rehefa mahatofoka, indrindra raha misy ny tsaratsara kokoa ary rahoviana moa ny tsara no ho lany? Ny fanambadiana dia mbola amin ny andro manaraka rahatrizay ka tiana halevina ny fiainana maha mpitovo. 167 tsy nihevitra velively ny haka vady an i sah... |
Nanazava ny |
Saina toa mangina osa savolaina, fa ngolingoly torovana sy voly, tomany ao anaty manotika tsy tanty sisa no navelany tamin’ny kopak a elany. |
Sur les conseils d’un prince apparenté qui régnait dans le vakinankaratra, le petit-fils du grand andriamanalina, le troisième du nom, décida de se soumettre aux merina, après avoir recouru à une épreuve préalable pour savoir s’il devait le faire ou non. Cette soumission fut donc volontaire. Au début, cela ne leur créa... |
Handroaka vazaha hoe ianareo? Langilangy sy kibay no hisedrana ny tafondro sy basy? Tsy hery no harangaranga fa firaisankina ombam- pitiavana. Ho takiantsika amim- pahendrena ny zo aman- tsata mahaisika antsika tsy hanaiky hanome fahaleovantena antsika ny vazaha tsy mbola nanadran- tsakamalaho akory va ny molotra dia h... |
Ny fifandraisany. Araka ireo voalaza teo aloha ireo, misy ifandraisany ny a. P sy ny gazetiko. Na ny a. P na ny gazetiko dia mampita hafatra; hafatra entina hanabeazana ny vahoaka. Ny |
Lahatsoratra 2 tribune lah 4565 tamin’ny 29.01.04 v. A. , t.283 |
Ny rahalanin’ilay maty zokiolona sy ny vahiny zokiolona no mifandimby mandray fitenenana faharatsiny fa nisaraka tamin’ny rahalahy, zandry anay aby zay miara- miteny ny vahiny finaritra fahatanitany e! Ie! Akory nareo, eh, he! Ahay eto koza moa dje misavoritaka amin’ny 05 aditany. Izy io tsy taninay fa tany avy amin’ny... |
Ankamaroan’izy ireo. Ahitana olana anefa izany fifaneraserana atao an’onjam-peo izany noho ny tsy fitovian’ny fomba fijery sy ny fitaizana samy manana ny azy. |
Ratsy mantsy isika olombelona raha ny soa vitan’andriamanitra eto amintsika hoy aho no heverina dia mampalahelo sy mampangoraka , fa nozakainy e noho ny fitiavany antsika olombelona |
Razafindradoma minosoa lalatiana 2008 |
Hoderaiko , hoderaiko hoderaiko fa mahery ka ny fara-fofoa’ aiko hanompoako azy irery |
Maro ireo sehatra 1 |
Varingohitra 90 87 03 51 39 28 |
Azo heverina fa nandalo tamin’ny endriky hondry ’hundry ny endrika bantu kondoo alohan’ny hivadihany ho ondry ’undri rehefa nilatsaka ny feo h niandohan’ny voanteny. |
Feon’iza moa izany hoy aho sady feno tahotra, ary iza moa hianao izay miteny ahy ato anatin’ny aizina mitakizina ity ? Izaho no ra-fahafatesana hoy ilay feo ary vao avy naka anao aho saingy navelako teto vetivety hianao fa tsy maintsy niady tamin’ny dokotera 3 lahy taroa ananona taroa hay ra-fahafatesana izato miresaka... |
Manavaka ny mpanoratra iray amin’ireo mpanoratra hafa namany ny fomba entiny nampifandraisana ireo tranga tsirairay ao amin’ny vatan’ny tantara. Maro ireo fomba atao hahafahana manohy ireo tranga ka ampiasaina amin’izany ny filalaovana amin’ireo sarin-teny isankarazany sy ny hevitra ambara. 1.1 ny mpandray anjara |
Apc approche par la compétence |
Asiniony 11 febroary 1997 |
Ravoajanahary ch , fanasina, lah 539, 15 febroary 1968 57 ratsifandrihamanana cl. Op cit , tak7 |
Pour qui ? Par qui ? |
Hanakely ny lazan-drainy tokoa ny fitombon’ny kibon’i mendrika ary hahafa-baraka azy. Ny tapa-bolana nomeny anefa tsy hahefana na inona akory. Koa ny polyptote na ny tamberim-pototeny itatra miitatra, hampiitatra anehoana toe-javatra mitombo, mihalava137 izay nentin’ny mpanoratra nampiharihary izany fiheverana izany. N... |
Ireo fahalalana hafa ananany ankoatra ny fianarana izay norantoviny, dia nisy ihany koa ireo fahalalana hafa izay ananany. Manana fifandraisana akaiky amin’ny pnud i soza. Anisan’izany ny fiaraha-mientana ataony miaraka amin’ny pnud amin’ny fanaraha-maso ireo tanora izay te hanoratra tantara fandefa amin’ny onjam-peo. ... |
La première sociologue à élaborer la distinction entre le sexe et le genre est la britannique ann oakley in oakley a , gender, sex and society, broche. London 1972, 195p |
Ankoatra izany ihany koa anefa dia misy mihitsy ireo zaza no kamo andeha hianatra any an-tsekoly, noho ny tsy fahampafantarana azy dieny vao mahatakatra ny sainy fa hianatra izy rehefa feno 6taona, ka any an-tsekoly indray ny fiainany rehefa tonga izay fotoana izay, ny ray aman-dreny mihitsy no mila beazina mba hahaton... |
Veloma, masina ry analalava |
Misy ny hanina tsara raha asalisaly misy kosa sakafo tokony ho tsara tanika. |
Ny mpanoratra |
Nisy fiantraikany izany 41 niezaka hitondra fanamboarana sy fivoarana ho tombon aleatrany mampiasa ny sarety kodiaran-kazony ankoatra izany koa dia manome fahasahiranana ny sarety mandeha kodiarana satria mandany fotoana maro ny fanamboarana sy fanoloana iny kodiarana iny raha misy fahasimbana ary voatery hivatsy paomp... |
Ny tombana atao izany, dia tsy maintsy aompana amin’ny fanamafisam- pahalalana, ary atao hisarika ny sain’ny mpianatra hamorona zava-kanto hatrany, toy ny tononkalo, sombin-tantara, lahatsoratra famotompotoran-kevitra, mitantara, manoritsoritra, manazava hevitra toe-javatra iray, mandresy lahatra any amin’ny asa am-pan... |
Fetra any izy any. Zanaka vavitokana mpanan-karena. Irony mannequin irony no fandaniany andro re e! Nahazo ler? Nahazo an’iny! |
Ny malo ny ao an-tsekoly ny zava-nisy misy olona mitaraina noho ny fanafintohinana nataon’ny hafa. Ny zava-misy misy andiana mpianatra tsy mifankahazo noho ny antony samihafa. Ny dingana arahina mijery sy manamarina ny fisian’ilay tranga mampiolana mampandre ny tomponandraikitra avy hatrany raha mitranga ny fifanolanan... |
Revo io teny io dia mpamaritoetra ilazana zavatra miraikitra ka sarotra ialàna. Ampiasaina io teny io amin’ny fota-mandrevo izay tsy inona fa ilay fotaka marihitra be ka sarotra esorina ireny rehefa miraikitra amin’ny kodiarana. Ka ny olona revo amin’ny olon-tiany dia ny olona variana any ka tsy mahatsiaro na ny zavatr... |
Tontolo manodidina le context |
Jer. Tovana ii-d tf 65 jer. Tovana ii-e tfo 66 jer. Tovana ii-f tt |
Azo itarafana avy hatrany ny fahalinan’ny mpianatra ny fahanginany mandritra ny fotoana hitantarana ity lovan-tsofina ity, sy ny fanontanian’ny mpianatra maro be mahakasika ilay tantara ao aorian’ny fitantarana na ny fahavonon’ny mpianatra vitsivitsy hitantara toe-javatra mitovitovy amin’izay tantaraina. Ka ny tombana ... |
Quand au rouge, il condense à lui seul toute l’ambigu té idéologique du roman. Au début, les feux rouges, les flammes des fours à coke qui installe d’emblée cette tonalité promise à illuminer le roman. Liée au noir, il déclare de sa teinte sinistre et infernale le paysage qu’il envahira ensuite. Marque et signe, il com... |
Teo amin’ny fampiasana media |
Nanan-janaka vavy i sahondra, ary maty io zanany io raha vao 3 taona mahery kely monja 1958 nanan-janaka, vavy ihany koa i clarisse ratsifandrihamanana, ary maty teo amin ny faha 23 taonany 1971 ny vaviaivony. Na dia talohan ny nahafatesan-janany aza no nanoratany ny tantara, dia efa nahafantatra ny mety fihetseham-pon... |
Misy karazany roa lehibe ny fitaovana ampiasain’ny anta ala rehefa handevina. Misy ireo fitaovana ampiasaina mivantana amin’ny fitondrana ny faty any am-pasana, ary misy ny fitaovana ara-tandindona. A- ireo fitaovana ampiasaina mivantana amin’ny maty milanja faty no tena manavanana ny anta ala rehefa handevina. Tsy mam... |
Ecole normale superieure departement de la formation initiale c. E. R lettres malgaches |
Manahirana ihany anefa ny fitaterana mankany amin’ny toerana misy azy, ka tsy nahafahany niakatra teto antananarivo, no sady tsy nahafahanay nidina tany ihany koa. Indrindra fa tamin’ny fotoam-pahavaratra izay nanombohana ny asa. Teo anatrehan’ireny, dia nikaroka vahaolana hatrany izahay mba hahafahana manohy ny asa na... |
Ny nanaitra ahy hanoratra 15 dia ny feo sy ny horakoraka |
Fafana 1 ny isan’ny mpianatra marenina taona 2008. Loharano tahirin’ny sekoly akama 25 fafana 2 ny fitsinjaran’ny mpianatra ao amin’ny sekoly fanabeazana fototra 39 fafana 3 ny fitsinjaran’ny mpianatra ao amin’ny sekoly ambaratonga faharoa 39 fafana 4 fitsinjarana ny mpianatra ao amin’ny sekoly fianarana tekinika sy fi... |
Veloma ihany ry akany tiana 30 masina ihany fa mbola hihaona hoavy ny ora mba hifaliana kato aloha ty foko noana . |
Ny kilasy faharoa |
Izany indrindra no ijoroako eto na dia mangovitra ny molotra, mipararetra ny tongotro, satria tsy mba fifaliana fa fahoriana no andaharan-teny etoana. |
Jo andrianasolo, iza moa ianao ? |
Ankoatra ny fitadiavana vahaolana amin’ny zava-mahadomelina, dia ao ireo mirona mitady vahaolana any amin’ny fivarotan-tena. Rehefa harivariva toa miafina hazavana, indreo tanora vavy. Mpivarotra hafanana ! Fitiavan-drendrarendra sa misy antony hafa ? V. A lah 7 |
Fampidirana |
Ambony sy ambany izany dia tsy takatry ny sainy. Tsy tambo ny fifandisoan-javatra nateraky ny fampiharana ny lalàna frantsay amin’ny malagasy, ary ny fanodinana ireny hifanaraka amin’ny satam-pirenena no andrasan’ny malagasy amin’ny manam-pahaizana momba ny lalàna. Raha nitaky ny handraisan’ny tafika ny fitondrana ny v... |
Manondro olona hatrany hatrany ny mpanondro eto, tokana ohatra ny tondroin’ny ry eto raha mifanohitra amin’izany ny tondroin’ny rireo. Fantatra amin’ny endriky ny mpanondro fa tsy maneho ny toerana misy ny mpiteny ny ry sy ny rireo, fantatra araka izany fa misy elanelana manasaraka ny mpiteny sy ny itenenana, saingy ts... |
Selon razafindrabe michel s. J , ralahatra xavier et ravaoarimalala elisabeth dans cours de malgache pour les étrangers 1, p.104. |
Misy karazany roa |
Mety ho ankolaka ny fomba nanatanterahany izany. Nentanina, ohatra, ny tantsaha hanao toho-drano hanatsarana ny fambolena. Tsy ratsy akory ny hevitra. Saingy ny tena mahazo tombony dia ireo manana velaran-tany midadasika, izay tsy iza fa izy mpitondra ihany. Hoy ny gazety vaovao nitovy ny asa natao tamin’ny fanaovana t... |
Fampahafantarana ny fiavian’iadanivahiny sy inininivahiny. Tak. 73 |
Efa 7 taona izy vao niditra nianatra, ary efa nanana ny fandaharam-potoanany matotra izy tamin’ny famonjena ny sekoly 10 minitra alohan’ny amin’ny 8ora fidirana maraina sy alohan’ny amin’ny 2ora fidirana hariva izy vao miala ao an-trano, satria, raha teo ambanin’ny studio ramilijaona teny ambatonakanga izy no nipetraka... |
Nitomany ontsa teo i madagasikaranay |
Fanomezana voambolana ampy |
Ambatomena 1 ankazondandy 1 |
Ny lafiny finoana |
Bit, genre et développement, année 2000, 60p |
Ny lafiny tsy miankina amin’ny fanjakana amin’ny fanaraha-maso samihafa sy ny fitandroana ny fandriampahalemana dia mandray andraikitra ny fokonolona. Tsy ampy rahateo ny mpitandro filaminana any an- toerana ka voatery manao izay ho afany amin’ny fiarovana ny ombiny ny mponina. Toe-javatra roa no isehoan’izany. Voaloha... |
Rosa beby météore sokajin olona samihafa ihany koa no nandefa ny asa sorany tao amin ny gazety fandrosoam-baovao, izay notantanan izy telo mirahalahy ny avana , rabearivelo, charles rajoelisolo tao ireo mpitondra fivavahana toa an-dry paul rakotoarivony, mpitandrina titus rasendrahasina, mpitandrina joseph razafintsala... |
Faritanin antsiranana izay vao tamin ny taona 2010, sy ny tany amin ny faritanin ny toamasina tamin ny 2012. Amin izao fotoana izao dia mbola maro ireo fiangonana ôrtôdôksa vao aorina raha tsy hilaza afa tsy ny eto antananarivo eny andoharanofotsy. 2.2.2 ny fivoaran ny fiangonana ôrtôdôksa teto madagasikara |
Ora faharoa fanitsiana sy fampianarana tsipelina v fanomezana sazy mafy sy hentitra ny olona tratra manosihosy ny hasina maha olona -fisivanana ny horonan-tsarimihetsika alefa amin’ny fahitalavitra -famerenana ireo soatoavina malagasy toy ny finoana ny tsiny sy ny tody, ny fandalàna ny marina -fitondrana fitafiana maot... |
Ny mpitsabo |
Hita araka izany, fa mifantsika ao an-tsain ny mpanoratra ny voambolana fampiasa eo amin ny tontolon ny fambolena, ka zary lafika hita ao anatin ny tononkalo nosoratany, na dia mety ho tsy niniany natao loatra aza ny mamoaka azy ireny. |
Ny nandrasana dia ny hoe tsaroana hatrany ihany koa, |
Biet, brighelli, rispail. Littérature 2. Collection littérature. Edition magnard. Paris. 1989. Rousseau j. J la nouvelle heloîse. 11èmepartie. Edition flammation. Tomeii rahajarizafy s. Sy antoine p. Ohabolana malagasy. Edition ambozontany. Analamahitsy antananarivo. 1998. 160p. Razafintsalama a. Ny finoana sy ny fomba... |
Bohihy bobohihy12 attachement à la volonté propre. Ny bohy indray gonflement, flerté, opiniâtreté. |
Ts im anato ry zalahy anie no naka an’io fa tsy izaho e! 97 l em l ny lazaina ry zalahy no antitranterina sy omena lanja eto. Noho ny fijaliany sy ny tahotr’i tsimanato no nanosika azy hanala ny tenany sy hanilika amin’ny hafa ny zavatra nataony. Miandry valinteny hampitsahatra ny fampijaliana azy izy eto. Mandra-pahar... |
De legalite normals pouvant amener ce dernier a deferer le projet de dina devant le tribunal 3 suivant recommandation du parlement, preciser dans le texte d’application les modalites de vote d’adoption du projet de dina quorum, main levee, 4 le sens de ! ’article 11 a expliciter d’avantage la partie de la phrase ne doi... |
Eo aloha sy ao aorian’ny anarana faritany kosa no ipetrahan’ny mpanondro amin’ny teny malagasy. Ohatra tiako io trano io. |
Izao voka-pikarohana izao dia atolotro manokana ho an’i zoky malala razanatsihoarana odette bickie nandao anay noho ny hetraketraky ny hafa ny 04 jolay 2005. Tsaroako hatrany ny hafatrao, dia ny tsy maintsy hamitako ny fianarako hatramin’ny farany. |
Mainty tanteraka, tsy misy masony izy io ary natao handrahoana sakafo. Ahitana sarin-teny laza masaka ao anatin’io ohatra io. Ny laza masaka hoy i eliane heriniaina ravaomalala dia fomba filazan-javatra ankolaka, fomba fiteny nitarina na nampitomboana araka ny haben’ny ao am-pomanoloana ny toe-javatra iray ny laza masa... |
Fanarisary mitovitovy fikafika hafetsifetsena kakabe bibibe kôranely kolonely laitry vatolampy laona fitaovana vita amin’ny vato na hazo itotoana vary. |
Lavabe nahatakatra ny lanitra izy. Tany anaty ala atsinanana no nandrahoiny ny variny, nefa tany ambohidrapeto no nihinanany azy. Tany ambohitrahaba, avaratr’antananarivo, no filalaovany, ka nataony indray mandingana ihany hatreny ambohidrapeto ka hatreny ambohitrarahaba. Izy no nanao ny tsentsin-drano vato vaventibe a... |
Akora azo avy amin’ny fandinihana ato no hamintinana ny fahitana ny toerana hiasana, fanehoana ny zavatra azo tamin’ny fijerena tany an-toerana miampy ny hevitra. Ny toerana, ny fitafy, ny fahefana, ary ny fiharian-karena no mandrafitra ny mponina eo anivon’ny fiainana amin’ny ankapobeny. Ny mahakasika ny toerana dia h... |
Nolazainy ao amin’io tononkalo io ny toetoetran’io vato io vato voajanahary vato tsy voapaika , vatonanahary ; mijoro eny amin’ny avo toerana, ka ahafahan’ireo voromanidina miriaria, ery an-tendrombohitra , taingenan’ny sorohitra , lotoin’ny sarivazo , hoy ihany ny tononkalo. Zakany avokoa izay mianjady aminy, na hatsi... |
Rémunérations du personnel 329 663 531 |
Resy lahatra ho valin’ny tononkiran-drado hoe aza avela , anisan’ny tononkira ankafiziko indrindra |
Ny kivarivary |
Tsy azo atao ambanin-javatra ihany koa ny famotopotorana ny toe- pahasalaman izay ho vady sy ny fianakaviany tany aloha tany, ndrao miantehitra amin ny hazo boboka taranak olona salama? Ndrao sanatria misy boka, na marary tratra, na farasisaina izay razam-beny? 263 |
Araka izany ny zava-kendren’ny lahateny mandresy lahatra amin’ny ankapobeny dia izay haneken’ny olona ny hevitra aroso. |
Nanalana ireo teny diso aseho amin ny haino aman-jery izay tena fototra voalohany manimba ny teny malagasy. Na ny teny tenenin ny olona manam-pahefana izany na ny dokam-barotra maro isankarazany dia tokony tsy haseho ireo diso rehetra, na fanonona izany , na amin ny fanoratra. |
Ny fototra maneho fanazavana sy fanadiovana fitaovana fampiasan ny zanabibiandriakomanjaka amin ny fanaovana fomban-drazana sy ny lanonana iantsoana ny zanahary sy ny razana toy ny sorona ny fototra ireto avy ny zavatra mandrafitra ny fototra rano madio mangatsakatsaka nalaina tao amin ny loharanon antaboaka, vola tsan... |
Ny fitandroana ny soatoavina eo amin’ny sehatry ny finoana anisan’ny fomba iray nentin’ny malagasy nadrindra sy nandamina ny fiainam- piarahamonina ny finoana ny hery tsy hita. Nosokajiana ho aro-fanina sy fitsipika eo amin’ny fiarahamonina ireny ary ninoany ihany mba hampisy dikany ny fiainana. |
Navadika ny laharam-pisehoan’ireo andian-teny niverina mba hanehaona ny fiovan’ny fihetseham-pon-dralisy tamin’ny voalohany nanantena nivadika ho hakiviana anefa izany noho ny avy eo satria ny ahazoana fanafody no mahamaika eto, teraka noho izany ny tamberin-teny fanafody hita eny rehetra eny épanode izay nampitoviana ... |
Na i lala na i lisy dia samy avy eto antananarivo avokoa. Voalazan’ny mpandinika mihitsy aza fa ny mpandray anjara fototra rehetra ao amin’ny tantara foronina nosoratan’ andriamalala dia saika avy aty afovoan-tany avokoa.23 raha zohina aloha ny tantara dia i lala no tena mpandray anjara fototra voalohany ao, satria, ny... |
Karazam- opambolena |
Fanamarihana tsy voatery lazaina eto ny taonan ireo raim-pianakaviana fa efa azo sary an-tsaina amin ny fananany zanaka efa lehibe 22 sy 16 taona toa izany koa ny taonan ilay renin-jaza. Tsy maintsy asongadina kosa ny taonan i fara satria ny fanambadiany aloha loatra dia anisan ny foto-dresaky ny tantara. 1.2.5.2. B ny... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.