text stringlengths 10 11k |
|---|
Hevitr’i gregory b jurgen ruesh, nalaina tao amin’ny mémoire capen, raharindresy mangatiana hajasoa, ny fomba filazan-javatra ao amin’ny dokavarotra, desambra 2003. |
Sokajin-dahatsoratra inona ity? Hamarino ny valinteninao. Fitanisana. |
Ny fandidiana |
Hatramin’ny razana fahagola dia nandala sy nitsimbina ny fihavanana hoy ny ntaolo aleo very tsikalakalam-bola , toy izay very tsikalakalam- pihavanana aza atao fihavanam-bato ka raha tapaka tsy azo atohy , fa ataovy fihavanan-dandy ka ny maito tohizo ary ny madilana tenteno mahandry hono no anarana nomen’andranampoinim... |
Petrakolana manana ny maha-izy azy ny malagasy eo amin’ny serasera izay hiangaliany ny fahaizany miteny. Tsapa anefa ankehitriny fa mihamiova ny fomba fitenin’ny mpianatra, indrindra ireo tanora miala sakana eny amin’ny ambaratonga faharoa manokana. Te haneho ny faniriany haharaka ny fivoarana amin’ny fanatontoloana iz... |
Nahoana no ritra sy iva dia iva ny rano am-parihin’ity andraikiba. Raha tianao ho fantatra ny anton’izany, dia tokana monja sy tokana ihany ilay bikay kanto sy meva taloha, ny maintson’ny morony jifa avokoa ! Ny havoana rehetra sola sy ngazana boza-maniry no sisa mba tazna ny vokony, angamba ? Tsy atao mahagaga raha fo... |
Le terme pédagogie différenciée veut désigner un effort de diversification méthodologique succeptible de répondre à la diversité des élèves. |
Fk.4 ny fahaleovan-tena sy ny teny malagasy |
Madagascar 4,6 3,2 5,9 0,1 12,6 |
Manoloana ny fandrosoana, dia maro ireo karazan-drendrarendra anitsakitsahan’ny olona sasany ny zon’ny vatana maha olona azy. Anisan’izany ny fimamoana, ny fifohana zava-mahadomelina, ny fijangajangana, sns. Hihen-danja anefa ny hasina maha olona ao anatin’izany, ary hiteraka ny fahafaham-baraka eo imason’ny fiarahamon... |
Taom- pianarana voasoratra anarana inscrits tonga niatrika présents tsy tonga absents afaka cepe sy 6e 2013-2014 2012-2013 25 19 18 18 07 01 16 14 88,88 66,66 |
Mbola azo atao ihany koa ny mijery ny hevitra mikasika ny marina amin’ny lafin- javatra hafa. Ohatra maka rano ary atao ao anaty lovia f manao ahoana ny fahitanareo io rano io ? V mahitsy tsara, marina, tsy miolikolika f ahoana ihany koa izany no azo ilazana ny atao hoe marina ? V mitovy tantana tsara, tsy misy avo sy ... |
Eo ihany koa ny hita ao amin’ny z 69 ’ty taona ity , andl 3-4-5-6 taom-piverenana amin’ny tompo taona famelana ny ratsy taom-panonerana koa taom-pangatahana indrindra ny fiadanana |
Ankoatra ny fampiasana ny teny manondro vehivavy lakely dia hita any amin’ny fiarahamonina amin’ny foko tsimihety ny fampiasana ny teny hoe mama eto dia tsy reny niteraka mihitsy no ambarany, reny izy fa renilahy na anadahin-dreny ka io teny io no entin’ny zamany sy asidiny mifampiantso. Ny zama moa dia ilay anadahin-d... |
Ny tanjon’ny fikambanana ta. Fa toy ireo fikambanana mijoro eto madagasikara, manana ny tanjony manokana nyta. Fa amin’ireo lamina asa ataony. Azo sokajiana ho roa izany dia ny tanjona eo amin’ny firenena sy ny tanjona eo amin’ny faritra iasana. |
Amin’ny ankapobeny dia miankina amin’ny mpitondra ny pôlitikam-pirenena momba ny fampianarana. Azo fehezina amin’ilay fomba fiteny hoe miova andriana, miova sata izany. Tsy misy araka izany ny pôlitikam-pampianarana tomombana raha ny teto madagasikara, indrindra noho ny niditra tamin’ny fampianarana manara-penitra éduc... |
Ny fanjelanjelany manjary lelam-pintana |
Atao eo afovoan’ny pejy ny lohahevitra hofakafakaina |
Zahao mpanolotsaina , janvier 1911 138 zahao firaketana, ef a voalaza ao amin’ny hira , tak. 232 |
Atosika ihany ajanom-potsiny ny iray boribory mikodiadia, ny iray lava mitezotezo. Samy kilema ireo. Tsy fanaon’ny ntaolo ny manenjika ny olona amin’ny kilemany fa tarehy ratsy nataon’andriamanitra, hono, tsy ahavarana hisaronan-doha , kanefa azo atao ny mihomehy mba hahamaivamaivana ny rivotra iainana amin’ny fotoan-t... |
Ireo olona kendren’ny oemc |
Indrindra no tsy maintsy itandremana mba tsy hifangarika amin’ny teny ambara ny hafatra ampitain’ny fihetsika. Ary ny fifanarahan’ireo no miteraka ny kanto. Tsapan’ny mpanao hira gasy izany lanjan’ny fihetsika izany, ka vao miakatra an- tsehatra fotsiny ny vehivavy, dia efa manao izay hambaboana ny mpijery amin’ny fihe... |
Tranga firafitra ao amin’ny tantara ny andriana |
Ny anton’ny safidy tsy nataotao foana ny nisafidianana ny lohahevitra sy ny toerana nanaovana ny fanadihadiana fa dia manana izay antony lehibe ary mampiavaka azy avokoa. |
Ao amin’ny toby kruger dia fotsy hoditra i ken martin sy masinera. Rabarinony sy jaoba lucien kosa dia mainty hoditra. Endrika isehoan’ny famoretana ireo mainty hoditra eo amin’ny asa ataony ny fakana an-keriny an-drabarinony sy jaoba lucien. Tsy zakan’ireo mpiasa mainty hoditra ny famoretana natao azy ireo. Niteraka k... |
Les provinces malgaches auberles 1972 |
Ao amin ny hoe raidraisina koa dia misy fiovana tsy ampoizina araka ny lalàna satria rehefa tsy misy tovana dia hain ny mpiteny ihany ny endrika ara-dalàna ary ampiasainy ao amin ny hoe tia rairay saingy rehefa miaraka amin ny tovana -ina ny fototeny no atao verindroa dia lasa toy ny nisy -ka na -tra nilatsaka. |
Iii- fampitahana ireo singa mandrafitra ny tantara foronina ao amin’ny vakivakim-piainana sy onjam-pilafila |
Mialoha ny hijerena ny endriky ny literatiora tao anatinrio vanim-potoana io, dia ampahatsiahivina fohy aloha izay zava-nisy nanamarika ny firenena; ary farany dia atolotra ny gazety sy na revio. Ny zava-nisy taminrity vanim-potoana ity |
Tsy nisy nofo manko zay afa-pahoriana ka hoe tsy mba nisento fony teto an-tany izany no milaza itony nofo itony ho tsy andriana akory anivon’ny voahary f’ao anatiny ao ao ny tena voa rehefa izay no sisa dia hasambaram-be fa fiainam-baovao ho ahy sy ho anao no hisolo izao hita maso izao. |
Ry fasana, hitsorako izay vao hodiana, ny tena ama-nofoko ho tsara tahiry; fa ao no toerana tena mangina, honenan’ny nofoko tsy hangirifiry. 153 |
Au niveau du civisme et du respect des autres déjà ancré depuis le début pour les uns, appris pendant la formation pour d’autre, la politesse est une des valeurs la mieux transmise dans le centre et qui est la mieux respectée par les stagiaires. 2.1-les stagiaires saluent tout le personnel de l’asa et du cfa et se salu... |
Ady no mandravaka ny fiainan’ny mpivady, 10 torapo mamotsipotsitra tsy fitoviam-pijery; ny fisian’ireny anefa manamafy indray ny voady matokia akia malala, fa izaho anao irery ! |
Ry vohitry ny foko. Ry akaniko mianjaika mampanonjanonja loatra zato tsiahy malemy paika rony rahon-takariva no mba saron-tavanao ka manaitra irony vetso hitangorongorona ao ny tena tsy ahafoizan ny mpanoratra ity vohitra ity ihany koa, dia noho izy mirakitra toerana samihafa manan-danja aminy, toy ny fasana mirakitra ... |
Pasitera azafady tompokolahy, azafady tompokovavy fa ny azafady hono 455- sady fangatahan-dalana raha hiteny no fanomezam-boninahitra anareo hitenenana. Mino izahay fa efa eto ireo angady mahatapaka ahitra, antsy maharao-bilona, ilany mahazaka ny erany toy ny ankihibe koa manontany izahay tompoko hoe mahazo miroso amin... |
Mpitarika monsieur andriamanatsilavo seth |
Tsoa-kevitra miharihary hatrany fa ny mponina an-tanàn-dehibe no tena aharenesana teny bemiray betsaka satria ny tanàn-dehibe no tena ampiasana teny frantsay amina sehatra maro indrindra, ary ny fanabeazan’ny fiarahamonina mihitsy no manome lanja ny teny frantsay izay tsy voafehin’ny olona tsara ka ampiasany izany tapa... |
Alalan’ny fanadihadiana natao tamin’olona miara-miasa aminy sy ny 19tahala rarihasina eny analakely mikirakira ny vakoka ara-kolontsaina malagasy izay sady miara-miasa amin’ny unesco, ka nahitanay tahirin-kevitra avy any amin’ny unesco tao amin’ny tranombokiny dia isany nanampy betsaka tamin’ny ezaka fanasokajiana ny r... |
Ny fiainan’ny malagasy tamin’ny taona dimy amby sivifolo, dia tena nampifofovolo vahoaka diso fanantenana ka lasa nihanahana vahoaka kirakirana satria nahatsiaro tena ho sahirana vahoaka torovadrovana satria fadiranovana vahoaka oriory satria fiainana manorisory vahoaka mizefazefa satria ry zareo, variana miady seza ta... |
Seheno matoa aho ramose manatona anao at? Amin’ny toeram-piasanao toy izao, dia satria zava-dehibe amiko no horesahiko aminao. Fantatrao ihany fa tsy mba misy fotoana firy hahafahako mitafa mivantana aminao toy izao intsony, ka tsy dia mampaninona ahy loatra ny manatona anao at? , na dia fantatro aza, fa manelingelina ... |
A, ilay ora hodiako , tak.53 |
Ny asa fikarohana efa vita |
Ts imanato ragly ts imanato ragly |
Maro hoe fa ny fitiavana no lehibe indrindra. Izy. Tsy dia variana tamin’ny tokim-pitiavana syny fampandriana adrisa, fa izay tena ilaina no katsahina. Izany no tena nahitana ny fifankatiavana teo amin’ny ankohonana, ny namana ary ny mpiara- monina betsaka tao amin’ireo tononkalo manerana ny vondrona ambara. Mbola misy... |
Lohahevitra fanandratana ny tefy tanimanga ho an’ny fampandrosoana ao mandoto, faritra vakinankaratra |
Lycée ambohimanambola na dia sekoly vao nisokatra aza dia efa misy ny fitaovana ananan’ny sekoly toy ny solosaina. Ny sekoly dia mikarakara fitsangantsanganana any amin’ireny toerana manantantara ireny isan-taona mba hialana amin’ny toerana efa mahazatra. |
Dans les anciens temps |
Tsy isalasalana koa ny milaza fa fitaovana sy fomba ahafahana manara- maso bebe kokoa ny vahoaka ny malo. Miantoka ny fampanaraham-pitsipika aman-dalàna ny malo. Ohatra raha misy olona nomaloina dia araha-maso akaiky ny fivoarany. Izany hoe, dinihina raha toa ka niala na mbola manohy ny fihetsika tsy mety nandrarana az... |
Panoherana nataon’ireo mpitolona, raha mitaha amin’ny fitantaran’ny mpanoratra sasany. Toy izao ohatra, no filazan’ny fagereng ny monba izany nirongatra ny menalamba tsy nanaiky ny fanapahan’ny frantsay ny lehibe sasany toa an-drainibetsimisaraka sy rabozaka ary rabezavana ka nitarika fikomiana. Saika nanenika an’imeri... |
Olana iray lehibe eo amin’ny fampianarana ny taranja malagasy eny amin’ny sekoly tekinika ny tsy fahampian’ny fitaovana ampiasaina amin’ny fanatontosana ny lesona. |
Maharitra eo amin’ny herintaona sy tapany eo ny fiompiana akoho manatodilava andiany iray. Tsy hoe lany atody tanteraka akory ny akoho amin’io fotoana io fa efa manomboka tsy ahazoana tombony intsony mihena ny isan’ny atody omeny, mihena ny haben’ny atody, |
La lalà mandalà mandandà 296 lalatra laladalatra mandaladalatra mandalandalatra 297 lala lalalala mandalalala mandalandala 298 lalina lalindalina mandalindalina mandalidalina 299 lalo lalodalo mandalolalo mandalondalo 300 lalotra lalodalotra mandalodalotra |
Fampahafantarana ny lohahevitra mbola tsy nianatra tato amin’ny toeram-panofanana ho mpampianatra izahay no efa lasa saina sy nanandrana nandinika akaiky ny fomba amam-panao tao amin’ity fiarahamonina ity. Ny fandalinana ny teny sy ny riba malagasy no vao mainka nampiredareda ny fahalianana te hamantatra izany. Nanosik... |
Ny firaisankina nanamafy ny fihavanana, ary ny fihavanana no andry iankinan ny firaisankina. Nolalain ny ntaolo fatratra ny firaisankina. Ary nisy tokoa ny firaisankina na teo amin ny mpihavana na teo amin ny mpiara-monina. Nibaribary izany teo amin ny fanaovam-pasana, teo amin ny fanaovan-trano, teo amin ny fiasana, t... |
Olivier de sardan jp , op. Cit tak. 38-39 on peut estimer qu’elle se déploie à deux niveaux complementaires. 1- tout d’abord, la démarche est devenue plus locale , plus centrée sur le micro voire à la rigueur le meso , 2- en second lieu, l’accent est mis sur les actuers sociaux ou les groupes d’acteurs sociaux individu... |
Ny fomba fanao raha izany no mitranga 166 namela hafatra momba izay toerana tiany hilevenana rehefa maty 167 lehilahy ro engaina saingy mba hahamora ny fanonononana no nanononana azy ho lahiroanga |
Nisy ihany te hitroatra saingy tsy afaka nanoatra dia niaritra ny ngidiny foana teo ny safidiny sy izay menomenom-pony niriny tsy isy intsony tamboho mangejageja |
Tsy fahalalam-pomba moa ny mihaino ny resak’olon-dehibe, koa nitsaitsaika nivoaka ny ankizy nony vita ny fifanatsafana rehetra. Nefa, tsy nety ho very dia ny eritreriny nitaintaina hahalala izay vokatry ny dinika ianareo moa tsy hafa, hoy ity fotsivolo amin’ny tany, fa ny iray donak’afo sy iray petsapetsa ihany, ka mba... |
Tsy dia misy atahorana ny ainao fa misy vaovao iray, hoy izy, ka raha vonona hihaino ianao, dia holazaiko lazao hoy aho fa tsy maninona mitondra ny tsimokaretina sida ianao an ? Tsy fantatra ny niafaran’i raozy fa nijanona teo amin’io olana goavana io ny fitantarana. Sombin-tantara tsy ahitana afa-tsy fanoritsoritana r... |
Fahadiasoam-panantenana manoloana ny fanjakana fahadisoam-panantenana tanteraka no azo ilazana ny fiainan’ny olona raha teo amin’ny fifandraisana tamin’ny fanjakana no ambara. Tsapa mantsy fa tsy ireo mpiara- belona amin’ny mpandray anjara ihany akory no nihalangalana fa anisan’ireny koa ny fanjakana izay noheverina fa... |
Ny foto-piveloman’ny mponina no mamaritra ny toe-karena ao aminy. Azo zaraina roa ny foto-piveloman’ny mponina amin’ny ankapobeny dia ny foto-pivelomana fototra sy ny fanampiny. |
Loharano ny mpikaroka |
Antananarivo, 2014 date de soutenance 12 juin 2014 |
Mamono ny otantsika mitsonika ho levona, manilo ho menafify ny takarivantsika izy no mozika mandrotsirotsy antsika. |
Eny am-piandohana izy mpamorona, dia efa manao hoe mandiniha ka mba saino fantatra avy hatrany, fa ho fananarana ny ho vontoatin-dresany. Ambarany àry, fa tsy maintsy miverina amin’ny tena avokoa izay rehetra natao. Ka raha ratsy izany, dia hifotitra amin’ny mpanao azy, satria hiampanga azy eny foana ny fotoana rehetra... |
Teorian’i ruth amossy izay maneho ny maha izy azy ny mpiteny |
Andohanimasina ampanotokana antanantanana, ambohitrimanjaka, andohatanjona, ambohijanaka, lemak’ivato toerana nandalovan’ny miaramila an-tongotra nandritra ny fanafihan’ny anglisy. Miavaka ny fomba fanoratry ny mpanoratra, manoritsoritra misimisy kokoa izy fa tsy mitantara fotsiny. Nataony izany mba hahafeno ny kanto a... |
Ny tantaran’ny tantara foronina momba ny asa fitsikilovana saika ahitana tantara foronina momba ny asa fitsikilovana avokoa manerana izao tontolo izao; ka hodinihina ato amin’ity toko ity ny tantaran’ny tantara foronina momba ny asa fitsikilovana frantsay, ny re anglisy ary ny tantaran’ny re eran-tany. |
Fifandraisan’ny mpianatra sy ny fahalalana ity lafy ity dia miresaka indrindra momba ny fomba fandraisan’ny mpianatra ny fahalalana ao am-pianarana. Fomba fampianarana tolotra no nampiharin’ny mpampianatra tamin’izany izay tsy mamela ny mpianatra hikaroka fa mahatonga azy hiandry sy handray izay atolotry ny mpampianatr... |
Service de la planificatio n et du partenariat |
Tsy mety horotsiana ny saraka sy lavitra vao mainka itomaniana ny hira mahafinaritra sy tsara tefy indrindra. Akaikin’olon-tiana no kanto sy mirindra sy maha afa-diana. |
Taham-pisondrotana kilasy 1ére année en 2éme année |
Rehefa ny vary izay foto-tsakafo no be eny an-tsena kanefa dia lafo; 15 ny tinady sy tolotra misy mandika zary anjakan’ny mpanao asa alika! |
Manana ny fomba anoherany izany rankehitriny ka ny ampiasainy dia ny fanovana anarana |
Siméon rajaona, 1972, structure du malgache. Etude des formes prédicatives, ambozontany, fianarantsoa, tak.613 6 ibid |
Accompagnait le president de la rcpublique zafy albrn |
Raisina ao anaty kahie |
He hariva mantsy ny andro ka hangina izany tany dia ho lasa ny masoandro fa lalàny mantsy izany |
Tsipelina isa 1 0 0 |
Raha fantatrao fa mahalasa adala ny fitiavana dia andosiro fa aza mitrotro alahelo. Takilotra io fa aza mikitikitika sao dia jamba. |
La salfa et les centres de santé ont intérêt à développer la formation professionnelle sur le plan interne pour résoudre les problèmes d’inadaptation du personnel. |
Lanao ilay fandeferana sy fitiavan-tsy mihontsona, na nivary raraka aza irony ompa sy ny ozona nony injay voabedibedy nitanisa rediredy, fa tsy nana-namikirana ny tadidinay sahirana. |
Voambolana malagasy tranainy nilazana ny toetra sy ny fihetsika amam-pitondran-tenan’ny olona |
Ho an’ireo zanakay |
Ka miezaka manakatra arak’izay tratry ny fahefa-mividiny izay manana midongy mba ho tantely ny noeliny ! |
Izay ny fandaharam-potoana ao amin’ny ltp ampasampito raha jerena ankapobeny fa ny fitsipi-pifehezana indray no atolotra manaraka eto. |
Tsy nhaino ny fitserana. Misaotra fa nahazo fo ampy hanasana vangy misaotra fa nahazo fo tsy mahay misangisangy. Misaotra fa nahazo fo tsy nadairan-dranomaso misaotra fa nahazofo tsy nihevitra ny andraso misy fifikirana betsaka amin’andriamanitra mihitsy ataon’ilay olona nahazo valim-bavaka eto, satria raha ireo zavatr... |
Ii.2.1.2. Les activités des ong associations à madagascar |
Antso , izany hoe, misy feo manainga ny vahoaka hitolona sy hitaky ny zony. Io antso io no antitranterin’ny mpanoratra isaky ny andininy ao amin’ny tononkalo. Mitaona ny olona |
Pierre dufoyer |
Tsy mpanoratr’aho akory |
Rafi-pisainana iorenana sy aorin’ny asa soratr’i e. D. Andriamalala, librairie mixte, antananarivo |
Hiadana anatin’ilay tokantrano, hiaraka lava toa vary sy rano, hikambana hehy sy hiambo-tomany, fa lamba arindrano ny fiainana an-tany ! |
Monina nentim-p harena voajanahary misy ny mponina. Ny ankamaroany dia fambolena sy fiompiana avokoa. |
Andao ry maman fa ao amin’ny porte 5, hono, no misy azy a! |
Les risques de maîtrise de la gestion les plus souvent cités au sein des deux associations enquêtées sont le manque de visibilité sur les perspectives à moyen ou à long terme. D’autres facteurs comme l’insuffisance des outils de gestion, la désorganisation ou l’inadaptation de l’association c’est-à-dire la croissance e... |
Tableau 2 tableau recapitulatif des beneficiaires des centres |
Wellek et warren, la théorie littéraire, collection poétique, edition du seuil, paris 1971 boky tamin’ny teny malagasy 13 ed andriamalala, ny fanagasiana, librairie mixte, antananarivo, 1974 14 m fety, fanabeazana sy fiainam-pirenena, edition antso, imarivolanitra antananarivo 1985 15 hm rabemanahaka, tantaran’ny fanab... |
Tarika avy ao maharivo |
Dox mantsy ohatra, havanana amin’ny fandrafetana tononkalo sonnet tononkalo izay ahitana andalana 14 ary mizara andininy 4. Ny andininy roa voalohany misy andalana efatra ary ny andininy roa hafa misy andalana telo 124 |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.