text
stringlengths
10
11k
Rajery tsy misy isaoran’ise an ! Mirary fahasalamana haingana ho an’ise ny tenako.
Tsy vitan ny fanenjehana am-bava anefa, fa misy mihitsy ny fampiharana herisetra toy ny fandrorana. Hita izany eo amin ny andalana faha-15 tsy takatry ny sainy ny tarigetranao ka sahy mitsipi-drora reo kely saina izao.
Destin t 1ires dirn l11ur dps l t ude; ; l 1 in , just. Ice uin’l’l ptir t i’! N1’ r; rl dr’ l d 111 in isl ration terril ori ile i i inin 1 r. R f, ilinx i eur llc ra i cl1 l; i pol ice! Nar irn, al ’ 1 1in. St c u ri1 ’ 111f. I’ ri1 u rp din ! Nur tk, ; 1 t ud1 et d11la l’h111 i fil’ il irnl i i in. L on ns 1 rme11, ...
Garanadrelina ampitahainy amin’ny garanadrelina efa antitra ny fitiavany ny vadiny ao amin’io tononkalo io. Malazo, mikentrona, ary koa miharatsy endrika ny garanadrelina rehefa antitra, kanefa amin’izay fotoana izay no tena ahatsapana ny hatsaran’ny tsirony. Toy izany ihany koa ny fitiavam-bady amin’i niry-solosoa, ka...
Ambodinisotry 1
Famakafakana 4 hoy ny rev. P. Antoine rahajarizafy ao amin’ny boky mitondra ny lohateny hoe filôzôfy malagasy; tak.99 na eo aza io fanahiana sy fahatahorana ny fahafatesana io, raha tonga amin’ny anjarany ny teraky ny nosy dia mionona fotsiny amim-piondrehana, sy amim-pahanginana fakafakao
Dingana natao faharetany fanombohana 10 mn fifanakalozan-kevitra 35 mn fanaovana sinton-kevitra 10 mn fanomezana ny lesona 35 mn famintinana sy tombana am-bava 20 mn fanomezana enti-mody 10 mn fitambarany 120mn
Ny avana no tsangambato maharitra ifampitsinjovan’ny tany sy lanitra.
Azafady ramatoa, nentim-po tafahoatra. Ny tsiny tsy misy tsy akory, fa ny sisa no tandremo. Ny alahelon’ny foko, dia manjary adalako. Tsy tsiniako ianao fa tia, nefa kosa tsy mba nieritreritra.
Razafiarivony wilson, ampamoha.
Ny molotra mitsiky
Mampahafantatra ny fiainan’i batso izay mpandray anjara fototra ao amin’ny tantara. Handresen-dahatra ny olona iresahana. Ohatra teo am-pisotroana ranon-dasopy aho no nohatoniny. Saika tsy tazako izy raha tsy noho ny famindrany ataoko hoe entin’ny vimiaina. Niolika dia niolika ny tapany ambany, toa te hivoaka avy tao a...
Nahazo valim-bavaka aho ary tojo izay nirina ka ataoko fa tsy mety ny tsy hisaotra sy mangina.
Ny anarana fiangotiana hita ao amin’ny teny indonezianina ny anaram-piangotiana. Anarana entina iantsoana ny olona manana rohim-pihavanana amin’ny tena izy ireo. Amin’izany dia tsy mitaky ny mpanoritra na mpamaritra hafa izy ireo. Ohatra bapak dada , ibu neny , nenek nenibe , kakek dadabe andeha ampidirina ao anaty feh...
Fiverenan’ny lamina tany am-piandohana hita amin’izany ny fahatokisan-tena ananan’ilay solemita ka ilazany ny tsy fivadihany mihitsy.
Betsaka ireo tononkalo nanompanana izao fanadihadiana izao no ahitana ity andalana fohy ity.262 misy ifandrohizany amin’ny zavatra tian’ny mpanoratra hampitaina na amborahany ny fihetseham-pony ireny andalana ireny.
Nanaja sy nanatanteraka ny fomba nentim-paharazana malagasy ihany koa izy, araka ny filazany ihany, na dia manaraka ny finoana kristianina katôlika aza. Mampivady finoana roa samy hafa izy, araka ny iantsoan’ny antrôpôlôgy azy; toy ny malagasy amin’ny ankapobeny. Azo heverina ho fanajana mandrakariva ny hasin’ireo raza...
Comme nous le savons, investir, c’est préparer le futur et que les investissements d’aujourd’hui sont les profits de demain , alors, nous jugeons important que la tpflm trano printy fiangonana loterana malagasy fasse un investissement en machine d’imprimerie plus performante offset numérique. Puisque si l’entreprise ne...
Seho 3 alahady 11 oktobra 1896 ao an-tranon’ny zanaka vavin-drainandriamampandry vory ny mpianakavy
Ampahatsiahivina hatrany moa fa ny lohatenin’ity asa fikarohana ity dia hoe ny endrika fanampiana mpianatra ataon’ny ceres, tarafina amin’ny sekoly katôlika saint michel, kaominina andranovorivato, faritra matsiatra ambony, sy ny akony amin’ny lafiny fandrosoana fampandrosoana hizara telo 3 ny asa ;
Ny vatany misy anarana voasikotra anaran’olona tsy ety intsony nefa ny masony manarangarana toy ny voninavoko anaty ahitra ka ny fahavaratra manakenda 15 tsy nanaiky azy hamony fanja eny amin’ny sampana dorodoroka.
Vita hatreto ny amin’ialahy n’inona ho lazaina tsy ho ela dia ho anirotra ny lasa sisa tantaraina.
Hifohazana sy hiasana hanovana ny famindra isika rehetra no hifoha isika rehetra no hiasa isika rehetra no hampirindra an’i madagasikarantsika.
Ny soratro ? Il reviendra ici
Formation professionnelle des membres du faf
Du certificat d’aptitude pedagogique de l’ecole normale
Makarenko, uvre en trois volumes, les poèmes pédagogiques pages 9 la famille n’est pas simplement le voisinage des personnes unies par des rapports familiaux, c’est aussi une collectivité, la cellule naturelle et première de la société
Il faut prêcher avec prudence les indulgences du pape, afin que le peuple ne vienne pas à s’imaginer qu’elles sont préférables aux bonnes uvres de la charité.
Fizarana fahefatra
Vola henoy fa hotantaraiko e ka asa ianareo na hino na tsy hino.
Raha soritsoritina ny toetra hananan io renifeo io dia migoboka, kentsona tapany, afara, am-bohon-dela, andanilany malemy, mikatona, mipoaka ny voanteny rehetra ahitana ny ? G aorian ny zana-peo i dia ahitana avokoa fa misy fiforonana zana-peo tapany ? Aorian io renifeo io, ka ilay andanilany malemy mihamafy noho ny fi...
Consulté le 31 08 2016 7 ; consulté le 31 08 2016
Tokony hatrehana izay zava-mitranga ao. Rehefa ny fifanajana no tsy misy eo amin’ny mpivady, dia ho rava ny fitiavana, na ho tsizarizary. Hany ka tonga amin’ilay fitenenana hoe manao tokantranom-boalavo, ka samy mikepoka ny azony. Toy izany no nitranga teo amin’ny fiainam- panambadian’i ivone sy i ralf ao amin’ny fitsa...
Marihana fa ireo mpianatra tao amin’ny sekolin-dry i david jones sy ry i griffiths ny ankamaroan’ireo voahenjika. Nisy tamin-dry zareo no lasa mpampianatra, evanjelistra, kristianina tsotra nandritra ny vanim-potoanan’ny fanenjehana. Ary dia ny fanenjehana no nahatonga izay rehetra namoron-kira hiafina tamin’ny solon’a...
Ry masiaka be ronono tsy nihambo ho zanahary ny samoina valaka, hono, no manadino ny ramiary! Izahay kosa hanandratra raha tsy nisy ianao mpampianatra nety tohatra hiakarana, tsy ho nisy fivoarana.
Tamin’ny andron’ny fanjanahan-tany, dia marina tamin’ireo mpikambana tao amin’ny vy vato sakelika na ny v. V. S izany toe-javatra izany, satria niainany. Ny tononkalon’ny avana ramanantoanina hoe izay sambo izay 92 ohatra, dia maneho fa fahasambarana ny fodiana an- tanindrazana mba sambatra ho’aho iry sambo iry, fa lal...
Aza kivy io no teny indraimbava mampivondrona ny aiko, ka manambatra ireo hery vao misandratra any anaty ary dia izay koa no mampitsangana amin’ny maty ilay finoako fitoloha, ka mampianatra ny foko hahay hitsimpona ny rava ho faneva arangaranga. Hitadiavana ny very !
Anarana asany rahantamalala lucienne mpandraharaha, mpanjaitra lamaody rakotomalala jocelyn aimé mpandraharaha momba ny haitao landy rakotomalala aimé mpandraharaha rakotomalala tita mpandraharaha rahantamalala domoina mpahay taokaonty rakotomalala ida hanitra mpanjaitra lamaody fafana 1 mpiray tampo amin-drakotomalala...
Lisitry ny fafana
Mifandray sy mifameno ny tantaram-piarahamonina iray ny fiarahamonina no teboka iaingana raha handalina tantaram-pirenena. Ahafahana mamantatra ireo vakoka sy ny zavamanan’aina ny famakafakana ny tantara nentim-paharazana 26 araka ny fanadihadiana naroso tao amin’ny toko voalohany dia nisy fifandraisany ny zava-nisy te...
Antoky ny fananan-kasin’ny tanindrazana tokoa ny soa nataon’ny razana izay voarakitra anaty tantara ho an’ny taranaka. Ny fahafantarana izany no manosika ny olom- pirenena ho tia ny tanindrazany. Toy ny ahoana àry ny endrika isehoan’izay fitiavan- tanindrazana eo amin’ny tsirairay izay? Azo lazaina ho endrika iray mane...
Maro ny fanovana anarana hita, ka ny teny maro no entina manondro ny olona izay be resaka na miteny betsaka. Izany moa dia natao mba hanafohezana sy hanantitranterana fa ny olona izay be resaka dia maro no maneho lainga sy teny mandratra ao anatin’ny teniny. Raha ny zava-marina sy hita fotsiny manko no tenenina, dia ts...
Ton 90 and 1 andl 5 and 2, 3, 4 andl 4 and 5 andl 12 and 6 andl 6
Kokoa amin’ny fiofanana nomena anay. Amin’izay, hisy fitohizana hatrany ny fampianarana sy ny torolalana azo. Ary farany, nefa tsy ny kely indrindra akory, dia ny antony nisafidianana ny sekolin’ny marenina. Rehefa nijery ireo asa fikarohana efa vita momba ny fampianarana izahay, dia nahita fa vitsy mpandalina ny zava-...
Rehefa vita ny tombana, dia manazava ny lesona vao hatao amin’ny ankapobeny ny mpmp, avy eo izy manolotra ny lesona ho raisin’ny mpianatra.
Cours moyen 2éme année ankazobe
Tsy mihatra akory amin’ny vahoaka valalabemandry. Raha ’’capitaine de frégate no nisondrotra ho amiraly dia rariny, hoy i arni, fa raha mitaraina kosa ny vahoaka, tsy mba henoina satria tsy manan-drariny. Hoy i arni manantitra izany hatraiza ny fetran’ity hoe rariny sy ny hitsiny izay dradradradraina fa toa ny galonany...
Un jour viendra où tu me chercheras mais moi, je ne serai plus là .
Saripika 3 fitafy fanao mandritra ny osika
Kisary 06 ny fiainan’i tsiry ao anatin’ny kisary natolotr’i ratrema william
Ary ankoatr’izany lahy ao ny aretina manjohy! Izay mampa’tsiahitsiahy ny androntsika mihafohy.
Olombelona hatrany matetika ny mpandray anjara ao amin ny tantara foronina. Manana anjara toerana lehibe ao izy ireny ary anisan ny maha kanto azy manana andraikitra lenibe amin ny fizotry ny tantara izy ireny 44, hoy i y. Reuter. Nambaran i f. Mauriac aza fa ny tantara foronina no azo omena laharana voalohany amin ny ...
Tsy azo atao mandritra ny andro fady miasa eny an-tsaha -mikapoka vato -manjono -mihaza biby tsy azo ompiana na hohanina kisoa, osy, omby bory zava-maniry tsy azo volena na hohanina tongolo be, voanjobory
Ny tsy maintsy hanambadiany mba hahafahany 0 mitokan-trano
Ry namako, minoa fa tsy ianao no faraidiny na koa hoe voankazo lo ka hariana noho ny ngidiny!
Banque mondiale, les impacts de la mondialisation à madagascar, antananarivo, 1999. 89p.
Concret pour mieux expliquer ce critère, nous allons l’illustrer à partir d’un exemple
Ny voambolana
Tanana isan’ny dahalo tapa- tenda ambatomainty
Nofo mora mihintsana ny vatana, aza entina mirehareha fa misy fetra farany.
Ravelojaona, op. Cit. Litera k. Tak. 468. 83 jeanne ferrand et a. R. Ratsimamanga, le kabary est à la fois moins fluide et plus précis, mieux accessible et plus affirmé , tak.1480.
Ny singa mandrafitra ny fandaharam-pianarana dia mifamatotra sy mifampiankina avokoa. Ireo dia samy manana ny maha izy azy kanefa mifameno mba hahatanterahan’ny fampianarana ao anivon’ny kilasy iray. Araka ny fanasokajian’i georges de landsheere dia ireto avy ny singa mandrafitra ny fandaharam-pianarana ny tanjon’ny fa...
Antenimbe 27 0 0 23 0 0
Nisy olona roa lahy e nivavaka teo an-tempoly ny iray farisianina ny iray bobilikanina
Résumé cette recherche a pour objectif la mise en exergue de la participation de la population dans les actes de développements institués par des organisations non gouvernementales pour la pérenité des infrastructures pour qui ils aient un caractère durable. La connaissance au préalable du site de travail est un suppor...
Fanaovana tatitra an-tsoratra mitaiza ny mpianatra hanana toe-saina mahay mandravona ny fampanaovana tatitra azy. Manefy azy hahay handray izay tena venti-kafatra koa izany. Maro ny sehatra ahitana ny fanaovana tatitra an-tsoratra ka izany indrindra no antony tokony hampianarana azy. Ohatra nisy solontenan’ny mpianatra...
Ny voalohany dia tamin’ny taona 1883-1885 olana noho ny fitakian’ny fitondram-panjakana malagasy ny fandovana an’i jean laborde, araka ny andininy faha 85 lalàna dimy venty sy telonjato. Ny faharoa dia tamin’ny taona 1894. 12 ohatra ry séraphin ranaivo, zanak’i antoine radilifera, rakoto, rahalahin-draharivony. Zahao n...
Tolorana fankasitrahana ihany koa ireo mponina ao amin’ny kaominina antanetikely- ambohijoky , ireo tomponandraikitra tao amin’ny cecam mihary ambohijoky, tsy nisalasala fa nanaiky ampahatsorana nanampy anay. Ny andon’ny lanitra sy ny tsiron’ny tany anie ho aminareo. Tsy atao ambany maso tsy hita ireo nahitana masoandr...
Ny loharano nipoirany
Au niveau de la conduite des stages les périodes de stages sont des phases très importantes dans la formation professionnelle des apprenants des centres car elles correspondent au moment où les apprenants sont en rapport direct avec le monde du travail. Cependant, s’ils sont mal conduits, les stages peuvent entraîner d...
Isan-kerinandro
Mpanoratra maromaro no ianarana ao anatin’io boky io. Isaky ny mpanoratra, dia misy sary vitsivitsy. Natao any anelanelan’ny fizarana avokoa ny sary rehetra, ka mitambatra ho maromaro izy ireny. Eo anilan’ny kara-panondrony no misy ny takila ahitana ny lahatsoratra mifanaraka aminy. Miverina any amin’ny takila aloha in...
Lala rakotoson raolisoa, lovako t12, ny anjara asan’ny mpanoratra, editions ambozontany analamahitsy antananarivo, copyriht 2003, 288 p, p111. 31 lovako t12. Op cit, tak 111 32 lovako t12, op cit, tak 110 33 j rakotojaona, poety, gazety dina, zoma 17 janvier 1975
Jakobson, r. 1977 huit question de poétique, ed. Du seuil, paris, 188 tak.
Ny gazety madagascar tribune
Ny sary sy ny loko ary ny kara-panondron’ny sary
Fiofanana manokana ka afaka mitsinjara ny fomba fanabeazana aizana ho an’ny mponina ny mponina sy ny fiaraha-monina no mpanjifa ary kendren’ny tetikasa. Ireo ambaratongam-pitantanana rehetra ireo, izay misolo tenany fitondrana foibe eny amin’ny faritra tsirairay, no mpitarika na lohany amin’ny fandraharahana ny fandrin...
Ny fivoriana fahatelo
Mahefa 10.08.99
Fahantrana? Vitao aloha ny asa fa tsy lahatra io akory
Kitro ifaharan’ny fampianarana ny mpampianatra. Misy akony mivantana any amin’ny vokatry ny asany ny olana diaviny amin’ny fanatanterahana azy. Lafin-javatra telo no hitanay fa manahirana ny mpampianatra ato amin’ny sekoly akanin’ny marenina ny tsy fahampian’ny tahirin-kevitra eny am-pelatanany, ny tsy fanovaovana ny p...
Razafitsalama, ny finoana sy ny fomba malagasy, tak 37 39 lala raharinjanahary, mahefa harinaivo andriamasy, serge back gervais terroirs et ressources, revue n 3, projet terre tany, giub fofifa 1996-1997, tak 18 le terme est composé de deux mots tangala canne, bâton et mena rouge , deux éléments signifiant le pouvoir l...
Cf supra note 18 30 wellek r et waren a , la théorie littéraire, op, cit, p. 141, la literature n’est un miroir de la vie.
Ho amin’ny fanomanana ny repoblika fahefatra, dia nanatanteraka fitsapan-kevi- bahoaka momba ny lalàm-panorenana ho amin’izany ny fitondrana tetezamita ny 17 novambra 2010. Ny 79,19 n’ny mpifidy no nandany ny eny tamin’izany. Ireto ny fiovana natao tamin’izany novaina ho fitiavana tanindrazana fandrosoana ny filamatra ...
Répartition des effectifs des élèves des lycées privés par cisco année scolaire 2010 2011, op. Cit. , p.126-128
Afoy avokoa ny sitraky ny fo. Dia ankinina aminy ny lalanao, halaminy ô kristy izy no fitia mampisy ny doria
Ny fiainana izy ireo. Akaiky azy ireo manokana andriamanitra, sarobidy eo imasony ny fiainany, eny fa na dia mifanohitra amin’izany, na tsy mamela an’izany mihitsy aza, ny zava-mitranga indraindray jereo jenezy 17, 17-18 ; 18, 12 ; matio 18, 10 matetika, rehefa miresaka fanabeazana isika, dia ny ho avy no tonga ao an- ...
Voarakitra amin’ity andininy iray ity izany ny volana mamiratra im-piry manondoka 97 rakotonaivo françois , s ratany mpanoratra 1901-1926, op, cit, tak , and 14b
Fanolosoloana ny ambioka ny tantsaha. Anjaran’ny mpitondra ny mitady mpanofana amin’izany fa ny tantsaha no mandoa ny sarany. Ny tena tsara aza dia izay tantsaha mahavita vokatra betsaka sy tsara kalitao ao an-toerana ihany no hatao mpanofana ireo tantsaha hafa mba hizara ny traikefany. Toy izany koa no atao amin’ny fi...
Mbetika antsoina ny fanadinoina hikosoka sary tsy tian-ko voafafa mbetika, omaly no tsarotsaroana manangana anio amin- javatra lasa
Rainibozaka a aiza ? E eto amin’ny sisin’ny farafara vato eto ve ? Mangovitra be
Pluridictionnaire larousse 1977, op cit, un roman est une oeuvre d’imagination en prose dont l’intérêt est dans la narration d’aventures, l’étude de moeurs ou de caractères, l’analyse de sentiments ou de passions 44 dictionnarire robert 1958, dictionnaire alphabetique et analogique, 1959-1964 le roman est une uvre d’im...
Ny drafitry ny boky
Ny fitiavana miteraka herim-po, ny fitiavana mitondra famelana, ary ny fitiavana mametraka ny hasin ny tsirairay avy, izany no rariny amin i clarisse ratsifandrihamanana.
Maro ny antony mahatonga izany. Tsy ivalamparana eto izany fa mbola ho resahina misimisy amin’ny fizarana manaraka. Isan’izany ireto tsy nandranto fianarana ny ankamaroan’ireo tantsaha. Zara fa mahay mamaky teny sy manoratra fotsiny ny maro. Ny zanany no ampianariny saingy tsy nomaniny hamboly sy hiompy. Voatery mijano...
Non significatif revel avp revel app 600000 296085,573 -8,1 15 ,000
Ravony mba manao ahoana ary aloha izay no nitantanan’ilay badolahy iny ny fananako taty ê ! Mino aho aloha fa tsy ho sahiny ny hanao vinany ê ! Te hahita ahy angaha ! ! Ary ity filazana manjo amin-dra chantale ity indray tsy efa izay ve ny anjarany e ! Sira latsaka andrano iny tsy mimpody intsony. Tsy miraharaha izay v...
Fatorana matetika ny zavatra tiana hofehezina mba tsy hiparitaka. Mifono fandraràna na fanerena ihany koa ao amin’ny hoe fehezin-tsy hiboraka ilay faniriana tiana ho tanteraka, dia ny fihetseham-po tia ilay nofinofisina. Io no fefena, raràna, na terena tsy hivoaka. Toa milaza faniriana, fitiavana tsy nambara izany, fa ...
Nofantarina tao amin’ny fizarana voalohany ny fifandraisan’i faralahy amin’ireo asa sorany. Hasongadina ato amin’ny fizarana faharoa kosa ny endrika ivelan’ireo tantara foronina nosoratan’i faralahy. I faralahy moa dia iray amin’ireo mpanoratra tantara foronina momba ny fitandroana ny filaminana roman policier malagasy...
Manadihady ny antony mahasamihafa azy na ny itovizany. Mety hahaliana ihany koa ny hikaroka ny tany am-parahatoky ny mpanoratra ka nahatonga azy hanana endrika tantara foronina momba ny fitandroana ny filaminana roman policier toy ny hita amin’ity asa fikarohana ity. Santionany ihany ireo fa mbola betsaka ny lafin-java...