text stringlengths 10 11k |
|---|
Il voit les masses dreau, les toises et les mesure, les méprises en sachant quril en est écrasé, soumet son âme au poids de la matière impure et se sent mort ainsi que son vaisseau rasé. |
Sarte, qu’est ce que la littérature ? Op. Cit il faut nous rappeler que l’ecrivain, comme tous les autres artistes, vise à donner à ses lecteurs une certaine affection que l’on a coutume de nommer plaisir ésthéique. P 75 |
Ny volamena, dia vy fanaovana firavaka lafo vidy sy tsara indrindra. Ny hevitry ny sarinteny araka izany, dia hoe sarobidy mihoatra ny zava-drehetra ny aina. |
Ny kolontsain’ny toerana amin’ny maha faritra eto anivon-tany azy, dia tanterahin’ny mponina ao ireo fomba fahita eto anivon-tany. Tahaka izany ihany koa ny fomba iombonan’ny foko samihafa nanerana ny nosy. Misy ihany koa anefa izay mampiavaka ny faritra noho ny toetra iavahany. Ireo fomba iombonan’ny faritra vakinanka... |
Tsy ny akoho ihany anefa no vokatra azo avy amin’ity fiompiana ity fa misy ihany koa ireo atodin’ny akoho gasy izay amidin’ny olona eny an-tsena. Avo roa heny amin’ny vidin’ny atodin’ny akoho manatodilava ny vidiny satria |
Manaraka izany, alohan’ny hidirana amin’ny fombafomba fanandratana mpanjaka dia hampahafantarina fohifohy amin’ny ankapobeny ny mikasika ny atao hoe mpanjaka, ny anarana hafa iantsoana ny fanandratana mpanjaka, ary ny atao hoe fanandratana mpanjaka aty amin’ny anteony amin’ny fiaraha-monina antemoro. |
Tapa -kevitra 17 |
Manomeza tenina mpandinika mikasika ny atao mpmp |
Izao no andrasana misondrosondrotra ny tosi-dra ao anaty. |
Firotsahana an-tsehatra miharo fakana volon-tany observation participante fiovana endrika phénomène morphologique |
Tononkalo 18 dia samy nahitana voambolana maso avokoa. Ny tononkalo sasany amin’ireo nosokajianay ireo aza dia manantitrantitra izany voambolana maso izany amin’ny famerimberenany in-2 na in-3 ny voambolana ohatra t81 2 t7 3 t91 4 nahatratra 29 ny teny maso tao anatin’ireo tononkalo 18 ireo. Midika izany, fa manana ny ... |
Araka ireo rehetra ireo, ny fitiavana dia fikatsahana fahasambarana ho an’ny tena miaraka amin’ilay olona na zavatra tiavina. Misy kosa ny fitiavana izay manimba, satria tsy misy afa-tsy ny fikatsahana ny tombon-tsoan’ny tena manokana ao aminy. Tsy inona izany, fa ny fitiavam-bola, ny fitiavan-tena, ary ny fitiavam-bon... |
Manome ny fiarahamonina iray ny fitambaran’ny olombelona miara- miaina amin’ny toerana voafaritra. Mamolavola ny fomba amam-panaony ny olona ao amin’izany toerana voafaritra izany. Ivon’izao tontolo izao ny olombelona. Tsy misy fomba amam-panao ho tontosa raha tsy eo ny olombelona. Misy akony amin’ny fiainanan andavana... |
Matières premières 207 450 980 |
Pae fiche prête a être utilisée |
Nahoana ny fo sy no tsy mety mitony tanteraka, mikotrika foana ahiahy ? Kanefa izy ireny mandreraka ! |
Une représentation du asa ampinga est une culture complète tous les sens d’un homme sont satisfaits l’esthétique de l’alignement et l’exécution des mouvements, les oreilles sont aussi comblés par le son de la musique qui accompagne les mouvements et l’intelligence n’ est pas du reste avec les jeux de mot du asa vava et... |
Ny hafonjan’ny fanazavana koa dia miankina amin’ny tanjona tian-kotratrarina. Raha ny ahazoan’ny itenenana izay tian-kambara fotsiny no kendrena dia tsotra sady fohy ny fanazavana. Fa amin’ny asa anehoana voka-pikarohana kosa dia miharo fandresen- dahatra ny fanazavana, satria sady aseho ny fifandraisana ara-kevitra eo... |
Ankoatra ny fiahiana ny fiainan’ny mpanara-dia azy, dia manafaka ny olona amin’ny fahotana ihany koa andriamanitra. Tsy tonga lafatra mantsy ny olombelona fa mety ho resin’ireo karazam-pahotana. Mety ho very noho ny fahotany anefa ny olona. Ho afaka amin’izany anefa ny olona, raha toa miaina ny tenin’andriamanitra, sat... |
Tsy ho very ny safidinay raha mbola ianao no ben’ny tanàna mahereza, mitrakà, noho ireo adidy sesilany fa izahay vahoakanao dia eo akaikinao ihany. |
A; t. N.6 hendry hadalain’ny adala |
Tsy fifamenoan’ny sokajin’olona tsy ny sokajin’olona rehetra ao amin’ny tanàna tsirairay no voaantso hanatrika izany fivoriana izany fa sokajin’olona notsongaina ihany. Ireo manana |
Ny épiphonème mamintina amin’ny fomba miaingitra dieny et? |
Fanadihadiana natao tamin’i kanto, zazalahy folo taona, monina ao amin’ny fokontany antanetibe, zanak’i raharimanana loisette, septembre 2012 |
Tsiahy momba ny tononkalo ntaolo sy ny hainteny hisongadinan’ y poezian’i cfrlr 2.1.1 tononkalo sy hainteny 2.1.2 ny poezian’i cfrlr 2.1.2.1 poezia mifototra amin’ny fahalalana ny teny malagasy 2.1.2.2 poezia mifototra amin’ny fahafantarana ny fanaby malagasy 2.1.2.3 poezia vokatry ny aingam-panahy voa-janahary |
Sary n 2 ny zaridaina kely in vintsy n 68, p.19-20 |
Ny taranak andriana |
Ny cabaret |
Ny hodidina dia fitambaran’ireo singa samihafa rehetra ivelan’ny fitenenana kanefa miditra an-tsehatra amin’ny famefena ny teny sy fomba fanehoan-kevitra ary ireo fehezanteny ao amin’ny seha-pitenenana. Raha ny serasera mandresy lahatra no |
Iraka. Fenoarivo. 1968. 16 tak ianaro ny tenin-drazantsika. Edisiona salohy. |
Ankoatra ny trano famakiam-boky, dia eo ihany koa ny fisian’ny trano fianarana solosaina na antsoina amin’ny anarana hoe salle tic eo ihany koa ny toerana natokana ho an’ny taranja zava-boary sy ny taranja fizika simia, izay antsoina amin’ny anarana hoe laboratoire manao ahoana kosa ny fiainan’ny sekoly? |
Chapitre i diagnostic financier de la tpflm |
Ny mandidy manasa dia tafiditra ao anatin’ny karazana fehezanteny mandidy ihany koa saingy misy iavahany amin’ny mandidy hentitra sy mandidy mirary. Ny mandidy hentitra dia misy fanerena mivantana fa ny mandidy manasa kosa dia misy fahalalahana eo amin’ny fanatanterahana ilay asa na hetsika, toy ny ao amin’ny 66 tongav... |
Sarintany 4 ny sarintanin’ny kaominin’ antsahalava sy ireo manodidina azy ary ireo fokontany ao aminy. |
Ny teôrian’ny antrôpôlôjia mandalina ny sekoly izay mifamatotra amin’ny koltoralisma no no nampiharina tamin’ny asa fikarohana. Ny fomba fiasa nanatontosana ny asa kosa dia ny firotsahana an-tsehatra sy ny fifampidinihana tamin’ireo olona isan-tsokajiny. Tsara ny manambara fa ny fanabeazana no mitondra ny zavatra rehet... |
Firifiry moa no manaratsy anao ka lasana nitety izaotontolo izao nilaza hoe hitady fiainam-baovao kinanjo nody ihany ’reo zanaka nandao |
Manana sampana na centre na ivontoerana isaka ny toerana iasany any ambanivohitra ny ceres hanavahana ireo ivontoerana ireo , dia ny anaran’ilay toerana no amaritana azy raha any andranovorivato ohatra ilay ivontoerana na centre dia atao hoe ceres andranovorivato. |
Fahamalinana |
Ireo no nitondra ny hasy , sady lohany indrindra amin’ny hasy , ka taranany sy farany avokoa izay rehetra homasy ankehitriny. Hatramin’izay ka ambaraka androany, dia mbola tsy tapaka ny fanaovana ombiasa tao amin’ny sakalava. Ary avy amin’izany koa no niandohan’ny mohara sy ny hasy ary ny sikidy izay inoan’ny sakalava ... |
De telles questions exigeaient du magistère de l’eglise une réflexion nouvelle et approfondie sur les principes de la doctrine morale du mariage doctrine fondée sur la loi naturelle, éclairée et enrichie par la révélation divine. |
Handrakofana ny razana. Io koa dia arakaraka ny isany sy ny hamafiny no mampalaza ny lanonana sy iheverana fa mahafana tsara ny razana ka nahavita adidy. Ilàna vola daholo anefa izany rehetra izany. Tsy manana fidiram-bola hafa ny tantsaha ka raha tsy ampy ny omby eo am-pelatanana dia mivarotra vary hividianana hafa ha... |
Tadibe tsy mivalo o zahay lahy tsy mangôrohôro ô ! Tadibe tsy mivalo o zahay lahy tsy mangôrohôro e ! Tsy mangôrohôro ô ! Tsy lahy e e ! |
Omena torohevitra izy mba tsy hiraviravy tanana eo min’ny fiainana. Taomina hijoro ary hahay miatrika ny zava-midona aminy. |
Mpampianatra zava-boary 11 |
Tsimilaza alphonse |
Ireo gazety na revio nivoaka ny rrevue panoranar, n 11, 01 decembre 1963, miresaka momba ny rliteratiora sy ny tantaram-pirenena. I celestin andriamanantena no nisahana azy gazety basivava gazety fanasina gazety lumière gazety lakroa gazety maresaka gazety hehy gazety vaovao |
Ny fandraisana anjara sy fanapahan-kevitra jerena amin’izany ny fananan’ny vehivavy fahefana handray anjara amin’izay atao rehetra ary ny fahafahany manapa-kevitra na eo anivon’ny tokantrano izany na eo anivon’ny fiaraha-monina. Ohatra afaka manapa-kevitra ny vehivavy ny amin’izay isan’ny zaza aterany arakaraka ny toe-... |
Diksionera amin’ny baiboly, op. Cit. , takila 951 isan’ny biby tsara tarehy sady faingam- pandeha tokoa. Malemy fanahy sady barimaso izy ary mana-tandroka sy mivaky kitro ary avoavo. Mazàna ataon’ireo firenena tantsinana anaram-behivavy izy ’’ jereo ihany koa ao amin’ny 2.1.3.4. |
Ahazoana isa 4 manompa |
Fanabeazana nalaina tao amin’ny gazety dinika, lah. 6, tak. 102- 104 ahoana ny hevitrao ny amin’ ny fampiraisana na ny fanasarahana ny sekolin- jazalahy sy zazavavy ? |
Tina betsaka loatra hono ireo zavatra very tao am-piasany e! Ary inoana hono fa izy no naka izany ciment izany; efa ho roa taona no nanaovany izany ankoatra ireo zavatra madinidinika e! Hery dia niaiky ve izy fa naka izany? |
Clarisse ratsifandriamanana; aritory, ny mpanoratra sy ny haisoratra , imprimerie catholique antanimena, antananarivo 1977, tak.5 22 gazety valiha, navoakan’ny havatsa u. P. E. M; ny asa soratra sy ny fiarahamonina , aogositra 1999 |
Berthier h , op, cit, p.69 assure une grande longévité à qui la porte 156 estrade j. M , op, cit, p.139 assure aux épouses la fidélité de leur mari. 157 idem, p.139 restaure le bonheur miarina restaurer . |
Fizarana voalohany zava-dehibe ny mamaritra mazava ny toerana nanaovana ny asa fikarohana tahaka itony. Ankoatra ny famariparitana ara-jeôgrirafika dia misy ny fampahafantarana fohifohy ny tantaran’ilay fiarahamonina nipoiran’ny asa fikaraohana. Ny toetoetra ara-jeôgirafika mantsy no mamaritra ny tantaran’ny mponina. 5... |
Aiza re ny taona lasa no mitoby ianareo ary aiza no natoby ny tsaroan’ny fo sy nofo raha mba lasana izahay moa hisolo na haseho ny raki-tsiky sy tomany tena izy na miofo? |
Soa izaho tsy manao sekta izany e! Mivavaka fotsiny no alehako any |
Moa izany rehetra izany va tsy varomaizina tena mendrika hofaizina? Ny lalàna raha tsy ampiharina, |
Marihina fa misy ihany ny ampahany amin’ny tantara foronina nentina nandravahana ny boky saingy rehefa jerena ny fandaharam-pianarana , dia mitaky ny hanaovana lesona manokana momba azy mihitsy hisy araka izany , ny fanomezana lesona fohifohy momba ny tantara foronina mifandraika amin’izay takin’ny fandaharam-pianarana... |
Mauriac f. , le romancier et ses personnages, editions r. A. Buchet chastel-correa, 1933 aucun drame ne peut commencer de vivre dans mon esprit si je ne le situe dans les lieux où j’ai toujours vecus. Tak.86 5 jean-claude. Regnier. Pagesperso-orange. Fr joao approchebiographique françoise perrier, extrait mémoire maîtr... |
Ny lafiny sôsialy nisy gripa aziatika tonga teto madagasikara tamin’ny volana aogositra 1957. Nalefaka ihany ny fipakany. Na dia izany aza, dia tsy sasatra ny nanoro hevitra ny hampiasan’ireo malagasy raokandro malagasy atao evoka ny gazety takariva61 teo amin’ny lafiny fanatanjahan-tena nahavelom-bolo ny vahoaka ny mp... |
Tanjon’ny mpanoratra amin’ny fanoratana ny haneho ireo zavatra tsy mety izay sakana amin’ny fampandrosoana. Manentana ny olona izy amin’ny andeha hiara-dia 121 mba hiray hina amin’ny fampandrosoana an’i madagasikara ry mpanondro-pirenena mitady handeha irery tadidio ny fahendrena ny firaisana no hery raha tena hoe hito... |
Le système de reporting financier et de gestion |
Andramasina 1 andramasina 60 |
Fialam-boly sy fahafinaretana amin’ny haino aman-jery sy ny zava-kanto miroborobo, indrindra amin’ny fotoam-pararano, ny fandefasana sarimihetsika ao an-tsenan’ny kaominina talata volonondry. Toy izany koa ny varotra rakikira, rakitsary, kapila mangirana, ny fampidirana hira na sarimihetsika sns, amin’ny carte , izay m... |
Radama i, ilay mpanjaka lehibe, nandimby an’andrianampoinimerina no naseho an- tsehatra; ny fanamiany mihitsy sy ny an’ireo mpanotrona azy, izay nampindramin’ny mioze tao an-dapa, no nisaloran’ny mpilalao. Nisehatra teo mihitsy aza, na dia efa antitra aza ny mpitondra ny elon’ny mpanjaka fahizany ka ny fidirany niaraka... |
Ary isika no mpanohy mba ho mendrika ny anarany! |
Fomba fiheveran’ny tanora roa no hita taratra amin’ity ampahan-tantara ity. Samy hafa tanteraka ny firehana ijoroan’izy roa tonta hatreo. Zava-misy tokoa izany. Ary na dia olon-tsotra fotsiny aza dia tsy maintsy hanana izay mba hambarany raha tojo toe-javatra toy izao. Miteraka fihetsehana anaty ao amin’ny olona tsirai... |
Ianareo vehi vavy e misakisaka raha malemilemy; ianareo lehilahy e! Misakisaka hoy aho! Izay malemilemy ento ny sarety e! |
Ny dina dia natao hamaliana ny filàna sy hetahetan’ny fiarahamonina. Isan’izany ny tsy fandriampahalemana eo amin’ny halatra omby, ny tsy fisian’ny firaisankina eo amin’ny mponina, izany hoe, ny dina dia natao hiadiana amin’izay mety manohitohina ny fiarahamonina. Tsy tongatonga foana anefa izany dina izany fa tsy main... |
Ato amin’ity zana-pizarana ity, dia dinihina ny toetry ny fifafanovam-peon’ny teny malagasy sy ny teny swahili mitaha amin’ny fifanovam-peo eo amin’ny teny malagasy sy ny teny maanjan. Nalaina avy amin’ireo voambolana swahili sy maanjan manana fanovany amin’ny teny malagasy ny feon-teny nampiasaina tamin’ny fampitahana... |
Ny singa izahay sy i solo dia mpanao ny asa miasa ary ny mpisolo olona isika sy ianao dia mpanao ny asa mianatra. Rehefa ampiana ny singa i solo ny l mpisolo olona aho dia miova ho mpisolo olona izahay.16 |
Nadika araka ny fangatahana 13 11 2012 |
Three distinct but complementary theoretical approaches are applied here the theory on the total social fact by mauss, the theory on the rupture patrimoniale by rautenberg, and finally the theory on the process of patrimonialisation by davallon. With this intention, its presentation takes two forms the first, as a file... |
Natsangana ny tropy jeannette, ary andrianary ratianarivo no nitarika azy. Ny piesy ranomody , nosoratan-drodlish no nitokanana azy. Vao nitranga |
Dia faly ny fianakaviana a nandre ny fikiakan’ny zaza b tsy tambo ny fanontaniana a fa ela hono hoe ny mpilaza232 b |
Moa mpanohariana ve izay mitolona ny tsy hisian’ny gaboraraka fambotriam-pokonolona ka ny lalàna sy ny didy no hamaroina hamatorana ny tary hamonoana ireo mpitolona mitrifana ? |
Ny fiaimpiainany tany an-tsekoly |
Fiovana goavana, ary niantraika hatraty amin’ireo firenena andalam- pandrosoana. Ny lafiny teti-pitondrana, ny toe-karena sy ny fiainam- piarahamonina ary ny kolon-tsaina sy ny fampianarana no tena lasibatra tamin’izany. Hijerena ifotony ny toe-draharaha, dia ireo lafin-javatra ireo no hanaovana topy maso fohy. 31 ny t... |
Hiran-dralaikamboty, amboaran-tononkalo, tak.42 ; fifamalian’i jeso kristy sy ny olombelona, tak.29 264 amboaran-tononkalo, tak. 3. 265 fanamarihana natao tamin’ny famelabelaran-kevitra momba an’ i sefrera rapha l louis rafiringa mpanakanto io. 266 efa voalaza tany aloha |
Asa fikarohana mémoire de maîtrise ès lettres safidy literatiora, nataon’andriamatoa ralimamonjy sylla mpitantana andriamatoa rasolofomasy simon seta maitre de conférences eto amin’ny oniverisiten’ i toliara |
Manakatra ny rafi-pisainana malagasy, ny fiheverany ny amin’ny tontolom-piaraha-miainy ary ny fivoaran’izany manaraka ny tantara |
Ny mampiavaka ny sekoly ltp alarobia |
Clignet, l’école à madagascar, p 87, 1991 |
Baraingo dia vokatry ny fahelan’ny valiny nandrasana. Entiny miombona miaraka amin’ny mpamaky koa io izay efa sasa-miandry ny fampanantenana nataon’ireo mpitondra ary efa nizaka ny mavesatra hatramin’izay. Ny baraingo izany eto dia fampandraisana anjara ny mpamaky hamaky ny asasoratra, ary hanome ny valiny any aminy, a... |
Mspf, elément de la technologie de la contraception, octobre 2000, avant propos du fnuap, p v tous les couples ont pour droit fondamental de décider en toute liberté et de façon résponsable du nombre, de l’espacement et du calendrier de naissance de leurs enfants, et d’avoir les informations et les moyens de le faire 6... |
Ny endrika asehon’ny mpiteny azo zaraina ho roa ny olona itenenan-drado eto amin’ity lahateniny ity voalohany dia lahateny ho an’ireo sarintsarina mpitolona izy ity mba hanindrotsindronana azy ireo noho ny toetra tsy mendrika ananan’izy ireo. Endrika masiaka sy mamelively ary feno hatezerana no asehon-drado noho ny hak... |
Le deuxième sexe ii, l’expérience vécue, gallimard, paris |
Resume i lyra mivetso ny fitiavana ao amin ny boky mitatao vovonana est l intitulé que nous avons donné à ce travail de recherche. Ce mémoire comporte trois grandes parties. Premièrement, la généralité sur lyra et ses uvres nous avons fait connaître ses origines, son enfance, les études qu elle a suivies, sa jeunesse. ... |
Lay volana ankiray |
Loharano service meteorology ampandrianomby 2014 |
Comment trouvez-vous les règlements appliqués actuellement en sport asa tany ? Les règlements sont très simples, mais cela n’empêche pas les rencontres à être amusantes, et incites beaucoup de participants et de spectateurs qui souvent veulent aussi participer à la compétition à la prochaine organisation des responsabl... |
Tari-dalana fianarana baiboly ho an’ny lehibe fanomezam-pahasoavanan’ny faminaniana telovolana voalohany, janoary febroary martsa 2009, lesona fahadimy, pejy 42,43. Imprimerie adventiste b. P. 1134 antananarivo 101 |
Nisy soatoavina vaovao nampitoerina anefa dia ny maha renitanindrazana an’i la frantsa, izay reny malala miahy ny zanany. Ny vazaha no lasa ray aman- dreny , na teo amin’ny fiarahamonina, na teo amin’ny fanjakana, na teo amin’ny antokom-pivavahana. Ny tsarany ihany no tsara. Tsy nahazaka an’ izany ny malagasy sasany ka... |
Tao amin’ny fizarana fahatelo kosa no namelabelarana ny paika nentin’ny mpanoratra naneho ny anatra. Nojerena tamin’izany ny filalaovany amin’ireo feo sy ireo voambolana samihafa, ny filalaovany amin’ny fehezanteny, ny fomba nandrafetany ny tantara amin’ny ankapobeny, ny anjara toerana mbamin’ny lanjan’ireo feon- kira ... |
Avantages perçus par les bénéficiaires |
Mbola hafa noho izany koa ny antony ampiasaina ny teny verin-droa amin’ity tononkalo iray ity venteso ny hiran’ ny fo falifalin’ ny fiaina-mandalo vinimbin’ny tany mba ventienteso sy vontovontosy dia veliveleso ary volovolosy ! Ka rantsarantsano ! Tobatobaho korintsarintsano dia tabatabao |
Abinal malzac rr. 1963 dictionnaire malgache-français , paris, editions maritimes et d’outre-mer. |
Haifampianarana ny am-bava ny haifampianarana ny am-bava kosa dia natao hanamora ny fahaizan ny mpianatra mifehy ny fampiharana ny am-bava eo amin ny sehatra rehetra ampiasany izany. Izany dia miainga eo amin ny hahafehezany ny fampiharana ny am-bava ao an-dakilasy. Ny tiana hahatongavana anefa dia ny fahaizana mampiha... |
Jamba mahita lalana aho izao ka tsy misy hanenenako |
Ny métaphore entin’ny fehezanteny mivadi-drafitra |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.