text
stringlengths
10
11k
Nanomboka ny taona 1871 ka hatramin’ny faran’ny taon-jato faha-xix dia nanova ny fomba fiasany eo amin’ny sehatry ny fitsikilovana ireo hery lehibe rehetra. Niova ny toe- tsaina tao amin’ny fitondra-miaramila tsy notsinotsinoavin’ireo mpitondra miaramila intsony ny asa fitsikilovana. Nanjary nanana anjara toerana lehib...
Oa lie oa lie haninkani a ve ijany e akory lahany e haninkani a ve ijany. 1-rehefa donga ny voasary e ta ako raika mandramby roa rehefa latsaka ny mosary kapoaka raika jaraina roa 2- hitako tany maventy a ana ma alaka antombony isahamara a ny raviny nataoko fandambanana ny tahony nataoko hajon-tra o 3- hitako tany masi...
Ndeha indray mba hojerena ireo mpamaky mandray ny asa sorany.
Ny fifosana ny olona manodidina ny tena rehefa dinihana ny zava-misy eny anivon’ny fiarahamonina, dia voasokajy ho toetra ratsy ny fifosana. Voka-dratsy foana mantsy no aterany. Tsy dia mivantana loatra aloha ny fomba anehoan’ny mpanoratra izany ao amin’ny asa sorany. Ahatsapana ohatra, fa tena ratsy ny fosa ny ataon’i...
Fony izy niasa tany antsirabe ihany koa, dia nisy ny fiaraha-miasany tamin’ny radio haja antsirabe, ka izy tenany mihitsy no nisahana ny fandaharana rindram-peo, randram-bolana tao izy no nanararaotra namoaka ny asa sorany sy ny an’ireo mpanoratra tao amin’ny faribolana sandratra sampana antsirabe mandray anjara amin’n...
Qtérizan avp qtérizan app 879 808 -6,061 30 ,000
Sarintany 01 ireo faritra roa ambin’ny roapolo 22 manerana an’i madagasikara
Izy. Tsy maintsy mifidy hafahafa mantsy izao
Hita taratra ao anatin’izany tononkira izany fa manana faniriana hianatra ny ankizy sasany, saingy tsy afa-manoatra manoloana ny fanapahan-kevitry ny ray aman-dreniny izay minia tsy mampiana-jaza tsotra izao. Azo atao ny mitrandraka azy ireny sy manova azy ho horonam-peo azo alefa amin’ny onjam-peo mba ho henon’ny besi...
Aho, iraho inty aho.
Filozofia malagasy, ambozontany. Fianarantsoa, 1970, 155 t.
Rakibolana frantsay- malagasy ambozontany- fianarantsoa riviere claude 1997 socio-anthropologie des religions, armand colin masson, paris, 192p
Matoritoria !
Ratrema nandritra ny lesona llce ny 13.05.2008.
Atolotry ranivonandrasana telintsoa fehizoro mpitarika andriamatoa andriamanatsilavo seth maître de conférences date de soutenance 29 août 2011
Volavolan-dalàna laharana faha-031 2014 momba ny teti-bola taona 2008 rakibolana
Ii. Boky momba ny lalantsaina, boky fianarana, fandaharam-pianarana
Ezaka ihany no ataon’ny tsirairay hanatrarana ny nofinofiny; tsy misy anefa ny fiainana tonga lafatra. Hoy i dénis huisman sy andré vergez andriamanitra irery no manana ny fanaperana 28. Na dia teo aza ireo tarehin-javatra nahamiramirana ny fon’ny mpanoratra, dia nisy koa ny toe-javatra nampalahelo azy.
Maro ireo endrika azo anehoana ny tombana. Toy izao avy ny momba azy
Ny tanimbary eny amin’ny faritr’i fieferana ny voly vary antanibe
Ny fizotry ny fampianarana tarafina amin’ny telozoron’ny haifampianarana
Foronina orimbaton’ny fiadanana
Ity salovanao maraina
Nj a ion e pa ; ; l u , pal. Quefs d-s 110-’3 nf! ! ’ ! 7 ; ; v4 l e r- c ! Llt
Ny fanoharana miorina amin’ny biby maneho an’i solomona212 ho mpanoratra mahay mandinika ny fihetsika aman-toetran’ny biby, ity ampahany ity. Ny anoharana ny maso, ny volo, ny nify, ny nono eto dia samy biby avokoa. Ny maso dia oharina amin’ny masom-boromailala, na oharina amin’ny an’ny voromailala213. Ny masom-boromai...
Havoakako fa mety soratana an-gazety
Randriamamonjy e ; op cit tak 7
Rija al-jonah zoma 18 volasira 2003
Indreto ny olon-diso tamy ny marina mahantra fa olom-bery noho ny helony.
Profil recherche a la sortie du lycee
Rafi-piarahamonina voarindra 32 1-1-3 fiheverana ny foto-pisainana 34 1-1-3-1 mibahan-toerana ny finoana kristianina 35 1-1-3-2 ifikirana ny nentim-paharazana 35 1-1-3-3 aravona ny riba samihafa 36 1-2 fanolorana ny fironan-tsaina 36 1-2-1 fifehezana ny haitsikera 37 1-2-1-1 famaritana ny vontoatiny 37 1-2-1-2 maro ny ...
Fa ny tovovavy kosa, dia nifaninana tamin ny hatsarana rehetra. Ohatra iray nanehoany izany ny fampitaha. Toy izao ny fanazavan i thaumaturge azy io karazan-dalao sady fifaninanana izy ity, no fialamboly koa, ka ny olon-dehibe sy ny ray aman-dreny no mpitsara. Ny mpandresy dia izay zazavavy mendrika sy tsara indrindra ...
Ao amin ny testamenta vaovao kosa, dia i jesoa kristy no sorona nalatsa-dra ho famelana ny fahotan ny olombelona rehetra.
Febroary 1965
Nifandray tamin’ny lohahevitry ny asa fikarohanay ny teny fanentanana novoizin’ny mpiandraikitra mpanazava nandritra ny lasy fanabeazana sy fiaraha-mientana ho an’ny zon’ny zaza sy ny ankizy.
Hieritreritra aho , hoy izy taorian’ ny fangaihaizany. Ka any fotoana mety hiverenan’ ny vadiny dia tsy handray intsony izy raha araka ity tononkalony ity dia izay ianao vao tonga ! Hay tadidinao ! Hay moa tadidinao 91 hieritreritra aho , i. F. Tak 69
Monique et lipo
Iii-2- ny hafanan’ny sehatra
Hugo. Nankafizin’ny mpanoratra ny toerana sy fotoana feno fahanginana toy ny moron-dranomasina sy ny andro alina87 hanoratana. Nanamafy ny fanehoan’ny mpanoratra ny fisiany ny fahafahany mifandray amin’andriamanitra. Ary nanoloana ny fiainana andavanandro izay nahatsapana fa ny fanjakana dia tsy azo nianteherana, ary n...
Indraindray koa anefa io fehezanteny fohy io dia anehoany ny firedaredam- pitiavana eo amin’ny olon-droa. Tsikaritra izany ao amin’ny antsika 144 hoe lasanao ny foko fa ianao no tiako ! Hoe ianao ahy, izaho kosa, anao.
Rehefa nandika ny didy dia tonga andriamanitra ka nanontany azy hoe nankaiza ianao ry adama , nankaiza ianao ry eva , nankaiza moa ianareo ry adama sy eva a ?
Présenté par razaimalalaniaina mino dorcy augustine
Eny àry, handeha aho olona hirahina
Hita taratra eto araka izany ny rafi-pehezan-teny mitovy hevitra ary mitovy vahana. Ny hevitra itovizany dia samy entina milaza amin’i nanja fa olon-dratsy robena, mety hahavita hanao habibiana amin’i nanja. Miverina indroa kosa ny hevitry ny fehezanteny mba entina handresen-dahatra na koa hampitahorana an’i nanja fa a...
Ilaina ny fahafantarana ireo fitaovana ara-teknôlôjia misy eo an-toerana hampianarana, mba hahafahana manara-maso ny fivoaran’ny fampianarana manaraka teknôlôjia.
Jaonah ranivo fandrosoam baovao lah-096, 05 01 1951
Ireo karazam-biby sy zava-maniry mampiavaka ny faritra. Misy koa renirano, toha- drano ary tora-pasika. Ny mpizaha tany tera-tany malagasy anefa dia saika mirona betsaka amin’ireny toerana mirakitra ny kolontsaina sy tantara ireny no tena mahasarika azy ireo kokoa raha oharina amin’ny mpizaha tany vahiny. B ireo foto-d...
Firavoan’ny fanahy efa tofoky ny jaly efa tofoky ny jaly ka mikatsa-pitsaharana toa tantsambo rendrika izy ka mitady famaharana ao anatin’ny tafiotra sy ny andro maizin-galy
Roy c. , les sole ils du romantis me, éd. Gallimard, paris 1960 l’amour est un bon sujet de littérature tak.172 56 rakibolana malagasy , regis rajemisa raolison
Ny kibo tsy mba lamosina rehefa teren’ny hanoanana ny olona, dia mitsimpona izay rehetra mety harapaka eny amin’ny lava-pako sy eny an’arabe eny. Maneho izany ny eto an-tanana lazaiko aminao nosoratan-dradada io.
Manahy ratsy aminy ny fitenenana no anehoana matoanteny enti-mivolana ny fihetseham-po hisentosento
Nampidirina amin’ny rafi-pihariana hanjakan’ny vola i madagasikara ka nosandaina vola ny vokatra nanjary vola daholo ny atody, ny vantotr’akoho, ny ronono, ny trondro kely, ny foza kely, ny akondro, ny voasary, hatramin’ny trandraka aman-tsaobakaka.
Eto an-tany -fiantorahana amin’ andriamanitra
Fanamarihana misoratra eny amin’ny solaitrabe ireo ary raisin’ny mpianatra ao anaty
Ambonin’ny lambanana no fomba fanao teo aloha niova izany ka efa eo ambonin’ny latabatra ny amin’izao. Maro amin’ny mponina ihany koa no efa manana ny fahitalavitra sy ny-radio? Niova nanaraka izany koa ny endrikendriky ny ao an-trano, raha matory amin’ny tany ny teo aloha, amin’izao kosa dia efa manomboka matory eo am...
Ragly han! Han! Zay e! Afka izy!
Fizarana 36 alahahady, 28 febroary 2010 ; lah 3660 nisosa ny andro sy ny volana nivadibadika ny taona! Tafita tamin’ny fianarana avokoa ireo zana-drahavin-drahary! Efa manambady avokoa izy rehetra, afa-tsy ilay faravavy izay efa manana fofombady ihany koa. Mety hisy tsy hino, angamba, raha hilazana fa mbola malain-ko a...
Boky momba ny haifitenenana
Riaka,1995, op-cit, tak 74 sans participation active des femmes au développememt rural, aucune stratègie ne pourra réussir 42 riaka, 1995, op-cit, tak 23 car le développement est d’abord affaire d’avoir plus, d’avoir plus pour être plus.
Adiresy ii e 48 ac ampanotokana ambatomaro, tanà v
Maro ny lafin-javatra maampiseho ny fiainana any ankoatra. Ho an’ny malagasy dia fomba fiheverana roa samy hafa no mikasika azy io, hatramin’ity vanim- potoana nahaterahan’ny fivavahana kristianina ity.
Voambolana nindramina avy ao amin’ny baiboly
Tsy tahaka ny fahita na fandre andavanandro io fehezanteny io. Nasian’ny mpanoratra fanamboarana ny rafitry ny fehezanteny ka nataony eo afovoana anatiny ny teny hoe ny amboampenao raha tokony ho any afara. Amin’ny fiteny andavanandro io fehezanteny io dia miseho toy izao tahaka ny firavaka nataon’ny tanan’ny mahay zav...
Faniry vatosoa ambositra 10 novambra 2003
Ny fanomezana torolalana ireo mpianatra eo amin’ny fomba fianarana lesona ny fanaovana fampianarana fanampiny na tosika ho an’ny mpianatra ny fampiofanana ara-pedagôjia ireo mpampianatra
Amam-panao ara-pivavahana any népal inde no mijery ny angano masina papous any papounasie sy ny tromba any chiberie, ny mpnala fanahy ratsy any bretagne.
Nisongadina tamin’ny endri-pampianarana nataon’ny mpampianatra a, ny fiaingana tamin’ny lahatsoratra sy ny angom-pahalalana avy amin’ny mpianatra. Ireo no fitaovana fototra tena niaingany matetika. Ny fampianarana nataon’ity mpampianatra ity, dia nahitana taratra ny fampandraisana anjara betsaka ny mpianatra izay nanan...
Raha azoko atao dia omeko tsisy fetra ento sy hanjakao ny amiko rehetra ny eja 18 11 2002
Araka ny rakibolana rakibolana malagasy ny fanabeazana dia fanolokoloana ny zaza mba hanomezana azy toetra tsara ka hahatonga azy ho olom-banona. 9 hachette ny fanabeazana dia fampivelarana ny olona ara-tsaina, ara- batana , ara-moraly. 10 larousse ny teny hoe fanabeazana dia avy amin’ny teny latina educatio izay midik...
Fomba fiasa niroborobo nanomboka tamin’ny taona 1980 ; lafin-javatra telo no ijerena ny anjara asan’ny lehilahy sy ny vehivavy amin’izany. Asa mifandray amin’ ny lafiny toe-karena na famokarana, fananahana na fiterahana ary ny fiainam- piarahamonina amin’ny ankapobeny. Marihina moa fa ny endrika isehoan’ireto toe- java...
Tsara ho marihina fa tsy andoavam-bola ny fiofanana atao amin ny tantsaha izany, mariky ny fandraisana andraikitra ataon ny fanjakana ho fanampiana cny tam-banivohitra mpamokatra no anatanterahana ny fiofanana. Mampifandray ny vahoaka ifotony sy ny mpitondra fanjakana ka afahana manatsara hatrany ny fambolena eny ifoto...
Boky i tak 99
Te ho andrim-pirenena no re hatrany an-dakira tsy mahandry fanekena tsy manaiky fa mitroatra fa matsatso ny nahandro izay naroso azy ireo ka tsy teliny mihitsy misy aza mankaleo hevitrevitr’olombitsy noterena izy mba hanaiky
Ihany ny savika ka mila karakaraina manokana ireo mpisavika alohan ny hilalaovany. Mialoha sy mandritra ny savika izany no atao. Mialoha ny savika, avondrona ao anatina trano iray ny mpisavika mialoha ny hilalaovany. Ny mpampandro no mandray azy ireo ao sy manao ny fikarakarana rehetra moba ny vatany. Asain ilay mpampa...
Nifanandrinany tamin’ny sakalava tak. 57-58 vitsy ny mari-pizahoana ao ny anarana enti-manabanty fahavalo sy ilay fady ary ny mpamari-toetra anombanana tsotra kely. Heverinay fa ny tsy fisian’ny tanjona manokana hitarika ny itenenana hiova hevitra ka hanaraka ny mpiteny no nahatonga izany. Marihina anefa fa raha misy a...
Ditra manadala 2004-2005 s. M fo maditra 2007 s. M amen 2009 s. M singam-bolo 2014 s. M sedram-panahy 2015
Billeskov j. F. J 1948 esthétique de l’ uvre d’art littéraire, copenhague
Natioranomena narda no tena anarany. Teraka tamin’ny 26 janoary 1991 tao tsiroanomandidy izy. Zana-dramiliarison théodore, mpampianatra sy randrianirinasoa eugénie olga, mpamboly, avy ao mangarivotra- andranomaitso anjanadoria ambohidratrimo. Manana zandry roalahy dia i valisoa sy kanto
Tsy misy ora voatokana ny fotoana anombohana sy ny ifaranan’ny fiaretan-tory, fa eo anelanelan’ny sakafo hariva sy ny kafe mangarankoandro73 no mamaritra azy. Rehefa vita ny sakafo hariva dia misy lahabolana fohy izay atao hoe kokambo ataon’olona iray izay voatondro hitondra teny. Mbola hovelabelarina any aoriana ny ma...
Zava-dehibe amin’ny fampianarana ny fitaovana ampiasaina amin’ny fampitana ny lesona. Voalohany amin’izany ny teny enti-mampianatra. Fitaovana ampiasaina amin’ny fandrantoam-pahalalana izy io. Amin’ny maha fitaovam-piasana azy, dia anisan’ny miantoka ny fahombiazana eo amin’ny famokarana izy. Tsy fitaovam-pifaneraseran...
La webographie l’évolution de la technologie actuelle améliore la recherche scientifique surtout dans un pays en voie de développement. Elle est un avantage d’aider les chercheurs à faire des analyses profondes de l’enseignement pédagogique. Dans notre recherche, nous avons utilisé la webographie pour avoir beaucoup pl...
Marihina fa maro ireo teny na andian-teny azo tsoahana ao amin’ny boky, fa nomen-danja manokana teto izay mifandraika amin’ny fampianarana sy fanabeazana. Azo heverina fa hanampy ny mpianatra, sy ny ray aman-dreny, ary ny mpampianatra mpanabe ny fahafantarana ireo torohevitra samihafa mifanandrify aminy. Famintinana ny...
Manana ny iheverany ireo fomba vaovao nentin’ireo vahiny ireo ihany koa ireo olona mankamamy ny nentin-drazana. Fanimbana sy fanapotehana ireo haren-tsaina navelan’ny razana no andikany azy. Tsy maharesy lahatra azy ireo ny fanazavana entin’ireo mpanao siansa sy kirisitianina. Izany no mahatonga azy ireo tsy hiala tant...
Manohitra ny mpandray anjara fototra ragôva
Raha zahako izay fiteny malagasy hafa manazava izany, ny fanahy angaha dia ilay enti- mitondra tena. Ka manam- panahy, hoy ny malagasy, miantso izay hitany fa mahalanja ny fitondran- tenany. Tadidio tsara ange io, ray olona fa vato mizana andanjana ny fahendren’ny malagasy ary refy andrefesana ny fahalalany tsy
Ramatoakely hary rahoeliarison 29
Karazany mombamomba azy
Este trabajo de investigaci n el rito del joro fahan-jafy actual en el marofotsy. Su aspecto y valore. Fokontany ambodivoara, districto del tsaratanàna, region del betsiboka se inscribe en el marco de la antropolog a social, que estudia
La perception de la valeur de la tâche correspond essentiellement à la signification et à la portée que l’élève accorde à cette tâche. 55tovana laharana 2, kisary 3.
Section i genre et réduction de la pauvreté
Ankoatra ny voalaza teo aloha dia heverin’ny vahoaka fa ny fanjakana dia ry zareo mpitondra ao ambony ao ny filoha sy ny mpiara-miasa aminy, ny solombavambahoaka, ny ben’ny tanàna sy ny mpiara-miasa aminy, olona lehibe izy ireny ka tsy maintsy toavina sy hajaina ary tsy maintsy atao izay ampanaoviny. Hoy izy lolohavina...
Firafitry ny tantara tarafina amin’ny mpandray anjara
La direction nationale5
Vandevelde cité par sirauven e , in construire une formation, définition des pédagogies , nouvelle imprimerie duculoc , paris, pp 21-25 les objectifs ne sont plus simplement des vues de l’esprit, des représentations selectivement imprécises et abstraites des projets, ils désignent réellement attendus des résultats esco...
Niara-namorivory tao anatiko tao re izy telo mirahavavy ireo, ka tsy navelany aho raha tsy nandalo ireo seran’ny andro lasa, nitsidika ny lain’ny andro fahiny, namaky ny tobin’ny andro taloha 199. Ny orana dia nentin’ny mpanoratra naneho ny sarin’ny fiainana ihany koa. Nohariny tamin’ny oram-be mivatravatra ireo karaza...
Misaotra indrindra tompoko!
Ny serasera ifanaovan’ny olona maro amin’ny itenenana tokana ity endri-tserasera ity dia mifanohitra amin’ny izay voalaza teo aloha, izany hoe, ny mpandefa maro ary ny itenenana tokana. Tranga mety ho hita amin’ny serasera izany ka ny tsirairay amin’ny mpandefa dia manatanteraka fiavoasan-kevitra eo anatrehan’ilay mpan...
Marie-hélène bacqué et yves sintomer, la démocratie participative histoire et généalogie , la découverte 2011, page 17 36ratsimandrava richard restructuration du monde rural et fokonolona , discours prononcés à travers l’île de 1973-1975, éditions print’art, antananarivo, 21 mars 2008 page 27-28 copans jean, la longue ...
Isan’ny olona anjara vokatry ny anaran’ny fotoana asa nataony voakasik’izany asan’ny asa teo ong na og niasany teto
Kilasy voalohany