text stringlengths 10 11k |
|---|
Aoka isika hifankati a hampandroso ty nosy ty ry malagasy mahaleo tai? A aoka hitsangana tsa terena |
Miainga amin’ny antsipirihany mankany amin’ny ankapobeny nisongadina io fomba fiasa io tamin’ny lahatsoratra tenina mandinika namoahana ny lesona. Nosintonina tsikelikely avy amin’ny lahatsoratra ny fahalalana, ary niafara tamin’ny fandravonana mba ho azo raisina anaty kahie. Miainga amin’ny ankapobeny mankany amin’ny ... |
Fa tany karakaina. |
Ny fanaovana ny marina, rariny, hitsiny eo amin’ny fiainana andavanandro, fahatahorana an’andriamanitra ve, sa fanomezan-danja ny tsiny sy ny tody ? Ny fivavahana kristianina, silamo, bodista raha jerena amin’ny saina tsy miangatra, afaka misolo ny anjara asan’ny tsiny sy ny tody ve eo amin’ny fitandroana ny filaminana... |
Sanda nomen’ ny tomponandraikitry ny rano sy ny ala any an- toerana, jona 2008 |
Ny sekoly akanin’ny marenina ankehitriny |
Samy manana andraikitra tandrifin’ny toerany avy ny sokajy ary manatanteraka sy manaja izany ny rehetra mba hilamina sy hotomombana ny manontolo. Izao ny fisehon’ny anjara asan’ny singa tsirairay manoloana ny fikarohana sy ny lohahevitra dinihinay. Anisan’ny singa olona ny mpandraharaha ao amin’ny akany izay tompon’ant... |
Izay ny amin’ireo mpampianatra mampiasa lahatsoratra, fa ny vokatra azo avy amin’ny fanombohana ny lesona amin’ny resadresaka atao amin’ny mpianatra indray no hojerena manaraka eto. Mpianatra 22 amin’ny 46 iray kilasy no mandray anjara fitenenana. Somary nikorontana ihany ny tao an-dakilasy, satria, misy mpianatra mita... |
Ka hoy izahay ntaolonareo ny fikambanana no hery hafarako àry ianareo anaka aza misaraka fa mora lefy , miraisa hina, miaraha miasa fa akanga maro tsy vakin’ amboa ary izay be no basy |
Boky i, analandolo, fiz 38, tak 32 139 boky i, adala sitrana, fiz 15, tak 49 |
Ny sokajin-taona raha zaza rano na zaza tsy antitra izany hoe vao teraka, ka hatramin’ny mahadika tokonana41 dia tsy azo na votsotra no filaza azy. Ireo efa ao anatin’ny sokajin-taonan’ny zaza na tanora na olon-dehibe kosa dia antsoina amin’ireto anarana ireto raha mbola ambohitra ny faty maty na simba. Ny olona efa te... |
Raimond m , 1981 |
Na amin’ny teny malagasy na amin’ny teny indonezianina dia samy amin’ny endrika tokana no isehoan’ny mpandrohy. Ho an’ny teny malagasy, ny teny hoe izay ary ny an’ny teny indonezianina kosa dia ny teny yang. Saika mitovitovy ny fomba fampiasana ireo mpandrohy roa ireo. Eo amin’ny fampiasana azy, izy ireo dia samy mipet... |
Miandry fe miandry ny foko manjoretra miandry, eny miandry ny nofoko rehetra. |
Jo andrianasolo |
Vogel claude , chronique de vakiniadiana, 1975, 55p vogel claude , lovan-tsofina sy tantaran’ny vakiniadiana, 1975 |
Momba ny fampitana fahalalana fampanaovana famelabelaran-kevitra fampandraisana anjara ny mpianatra fanamaroana ny boky ampiasaina eto amin’ny sekoly fampiasana ireo fitaovana avy any ivelany solosaina |
Endrika malahelo no asehon’ny mpiteny eto amin’ny alalan’ny fampiasana ny teny kinanjo sy indrisy izay maneho ny tsy fifanandrifian-javatra teo aloha sy ny tao aoriana sy toe-javatra mampalahelo. Toe-javatra tsy nampoizina ary mahavaky fo araka izany no tian’ny mpiteny hambara. Hita eo amin’ny fanehoan-kevitry ny mpite... |
Tsy azo antenaina ny havana satria |
Notelomiko am- panahy ny ranomasonao ara- drariny hanaraka ahy avy aoriana mandra pahafatiko. Inay aho tsy nisy! . |
Haka saina aty. |
Hono, ny fianarana, sady efa hoentiny |
Andi-3 ma ngi ri fi ry i a na o ra ko try ny fe ry 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 ma fy lo a tra a nga ha ny fi ri tso ky ny a ka so 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 ka i ndro i a na o fa la sa na nde ha hi to ka mo ni na 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 mba hi va va ka 1 2 3 4 5 etsy ankil... |
Araka ny anehoan’i jakobson azy eto, ny serasera dia ahitana ny mpandefa izay manana ny hevitra na hafatra tiany hampitaina amina mpandray izay mety ho olona na vondrona iray. Volavolain’ny mpandefa ao an-tsaina ilay hafatra ka arafiny amin’ny alalan’ny rafi-pamantarana safidiany. Ny famantarana dia mety ho feo, hetsik... |
Lekoto sy karetsaka efa lasa, fa izaho ihany ity! Hoy i noro mbola seriny namehy ny ratra teo amin’ny feny. Mbola aty an’efitra isika izao! Nivadika nikentrona ny endriky ny marary. Tsy nampoiziny ny nanoloana azy ravolahanta ve ity? Hoy izy niezaka hankahery tena ravola? Ilay notsiriritiko andro aman’alina ? I vola! E... |
Georges balandier anthropologie dynamique in les notions clés de l’ethnologie, armand colin, paris 1998 pp. 150-156 mettre en évidence l’histoire et le changement. 12 -dynamique, car elle tient compte du mouvement interne des sociétés, des forces qui les constituent tout autant qu’elles les modifient, des pratiques soc... |
Raha toy izay ny fomba ataon’ny olona mba hahitana vola, handeha hojerena indray ny vokatry ny fananana azy na tsia. |
Vii- antsirabe- iarivo nanomboka ho hafa kely ny dia teto. Vao tonga tao ambohimanatrika izy efa- dahy, dia ireo ny mpivaro-kani-masaka vonona hivarotra amin’ny mpandalo. Tak 39 efa mirefarefa ny masoandro vao tonga tao anjamana izy efa-dahy. Tak 40 |
Ny mpanoratra malagasy malaza |
Ny sarangan’ny madinika antsoina hoe sarangan’ny madinika eto ny laharan-toerana anasokajiana ny vondron’olona sahirana ara-pivelomana eo amin’ny tontolo iainana. Manankarena voambolana entina manondro azy ireo ny mpanoratra sy ny poeta madinika, mpitrongy vao homana valala be mandry, valalatsimandadiharona , mafy ady ... |
Mpanoratra 3 ny vintana, hono, omen’andriamanitra ny vintana tsara sy ratsy hitan’ny mpanandro amin’ny tonon’andro nahaterahan’ny olona didy ka tsy azo ovan’ny olona rp callet. |
Raha ifotorana ny toe-java-mitranga amin’ny ankapobeny dia mampametraka fanontaniana ihany indraindray ny amin’ireo teny ampiasain’ny olona. Raha eo amin’ny teny fitoriam-pitiavana ohatra, dia toa zary lasa mandeha ho azy ilay fomba fiteny hany ka lasa tsy manan-danja firy ny zavatra ambara. Ny antony ilazana izany dia... |
Samy nanana ny antony nahatonga azy ho ôrtôdôksia avokoa ireo mpino nifampidinika taminay, iray amin ireny ohatra ity ambara manaraka eto ity. Finoana katôlika no narahiny teo aloha noho izy nanambady tsy vita mariazy anefa dia tsy azo natao batemy tao amin ny fiangonany fahiny ny zanany, noho izany dia voatery izy nik... |
347 597,21 marchandises 10 908 562,70 |
Fafana 14 vahaolana amin’ny karaman’ireo mpanakanto 114 |
Donald m izay ampianarin’ny baiboly. Edisiôna vaovao mahafaly. 1994 |
Teny fisaorana |
Andriamifidy 1909 ny fihasimban’ny teny malagasy in mpanolotsaina n 12 |
Antsoina hoe mikombona kosa ny fanontaniana iray raha toa ka valiny hentitra no andrasana77 amin’ity endrika fanontaniana ity, ny mpamaly dia mamaly tsotra hoe eny , na tsia fotsiny. Ohatra f mifora ve ny malagasy? V eny, mifora ny malagasy. F miditra an-tsekoly avokoa ve ny ankizy rehetra eto madagasikara? V tsia, tsy... |
Renivohitra, mizotra manaraka ny rn4 mankany mahajanga. Talohan’ny 1985 no efa namokatra karazan’entana toy ny kafe, vinaingitra, saingy mbola tsy orinasa ara-dalana izy tamin’izany. Ny 1985 no teraka ny bongou, ary teratany malagasy no nanorina azy. Ny fanondranana vorona gana matavy no nanampiany ireo vokatra efa nan... |
Seho 3 miditra ny sehatra ny prezida sy ny komity telo ary ny vadin- dramaka. Ketaka fa inona indray izao anendrikendrehanareo ny vadiko izao? Tsy ekeko izany, na hisy zavatra mipoaka! Faly mipetraha ihany ianao, madamo ketaka, fa hazava ihany rehefa ampitantaraintsika izy roa lahy. Ao ary! Mipetraha daholo isika, fa a... |
Sary 4 rabenja solomon mivady sy ny zafikeliny |
Famakafakana 8 tamin’ny tena razana malagasy dia tsy misy masina afa-tsy tokana dia andriamanitra andriananahary. Hoy ny fiteny loha manan-tompo. Io no masina tokana io no tompon’ny loha, mahita ny miafina rehetra ao amin’ny lohasaha mangina. Nefa sanatria tsy hita izy, dia izay solontenany napetrany eto an-tany no hoh... |
Anisan’ny voalohan-daharana tamin’ izany ohatra ny fianarana ny teny vahiny ka toy izao no santionany amin’ izany. Satria efa vazaha ny tany ka aoka aho hamitsoka teny vazaha merci de merci anao nous paysans mose le goverinera avotry ny rafy |
A, spécialisé en littérature mention très bien |
Ny mponina amin’ny maha renivohitry ny kaominina an’ambohimahavelona dia isan’ny be mponina ny ao raha oharina amin’ireo fokontany manodidina azy. Miisa 2987 ny isan’ny mponina ao tamin’ny taona telo ambiny folo sy roarivo lasa teo iny. Mahatratra 1028 ny isan’ny lehilahy raha 854 fotsiny ny isan’ny vehivavy. Maro tano... |
Raha jerena ny kisary dia hita fa ilaina dia ilaina ny faharisihan’ny mpianatra amin’ny fianarana satria io no fototra ijoroan’ny fahombiazany ary andry iankinan’ny fifantohany. Tokony hataon’ny mpampianatra izany izay hanetsika ny faharisihan’ny mpianatra amin’ny fampianarany. Ataony izay hahatsapan’ny mpianatra fa te... |
Ny tanora sy ny avara-pianarana ary ny fahefana amam- pitondrana |
Fanentanana. Raha mampiasa ny takela-by na taratasy lehibe dia mety avokoa ny fotoana rehetra. Ilaina koa ny misafidy ny toerana hametrahana ireo media ireo. Raha takela-by na takela-kazo na valonan-damba no ampiasaina dia tsy maintsy atao amin’ny toerana be mpandalo. Kendrena ihany koa mba ho avo sy ho mora tazana iza... |
Amin’ny teny malagasy, miseho amin’ny endrika telo ny mpanampy. Misy ny mpanampy mitaky filazam-potoana manokana mari-potoana ho avy toy ny te, tokony. Ohatra tokony ho zaza hendry ianao. |
Ny tantara foronina nosoratan’i arikaomisa randria nivoaka tao amin’ny gazety lakroan’i madagasikara teo anelanelan’ny taona 2006 2009 |
Vkp tak 28 107 op tak 115 |
Koa satria fanoritsoritana ireo lafiny mahakanto ny tantara fandefa an’onjam-peo no kendrena, dia ny haitsikera stylistique descriptive no heverinay fa mifanaraka amin’ny asa fikarohana atao. Koa indreto misy mpandinika nanoratra boky ahitana io haitsikera io cressot m 3 cohen j 4 -marouzeau j 5 -guiraud p et kuentz p ... |
Ny fo zava-tsarotra, ka raha hosihosena fo helatra and.6 ny tendrom-po tsy mba namana and10 ny fo rano mafana and.10 ny tezitra alohan’ny rariny, tsy manan-kasiana ny hitsiny and.10 ny hazo avo no halan-drivotra and.14 |
Na dia manaiky ny fisarahana aza, anefa, ny mpanoratra dia mbola vonona ny hanolotra ny fitiavany foana raha sendra tojo ady sarotra ny olon-tiany raha tojo sarotra, tsarovy misy fo te-hamonjy |
Isan-jato 100 100 |
Ny ohabolana malagasy dia tsapa fa mifameno amin’ny ohabolana ao amin’ny baiboly hatrany, raha eo amin’ny lafiny fananarana no jerena. Eo amin’ny fifandraisan’ny fananarana sy ny fahendrena dia hita fa tsy afa- misaraka ihany koa ireo, satria ny tanjon’ny anatra dia ny fahendrena, hita tao ihany koa fa ny anatra dia na... |
Ara-tantaran’ny literatiora dia vanim-potoana lehibe nanana ny lanjany teo amin’ny fiainan’ny malagasy ny talohan’ny fanjanahantany 1820-1896 zana-banim- potoana roa no nanamarika azy io ny nidiran’ny misionera sy ny soratra no voalohany 1820-1861 , vanim- potoana nahaterahan’ny fivavahana kristianina ny nahaterahan’ny... |
La phase de diagnostic la phase diagnostic est constituée en grande partie par la réalisation d’une étude socio-économique et de genre. L’objectif de cette étude est d’identifier les actions sociales à mettre en uvre. Pendant cette phase, le projet asa soa a organisé une descente sur le terrain. Celle-ci a pour but d’e... |
Vola izaho angaha moa mbola hilaza inona raha tsy tonga izy.84 |
Ohatra haino aman- jery mandefa azy fandaharana na lohahevitra mifandray amin’ny toe-draharaha pôlitika mamolavola hahazo ny zava- misy ara-pôlitika ankehitriny invité du zoma resabe tv plus mtv fandaharana mifandray amin’ireo hetsika ara- kolontsaina samihafa mampahafantatra ny kolontsaina kolo-art mba fantatrao ve? H... |
Tsy ireo izay voaheloka ho faty rehetra no hany mijaly amin’izay niaretana, fa isan’ireny ny atao amboletra hamono ny feon’ny fieritreretana. |
Tsy vitan’ny fatsora ihany ireto mpanao pôlitika ireto, araka ny hevitry ny mpanoratra, fa mitady hanao barofo ny fanaovana barofo indray dia mitovy hevitra amin’ny fampiasan-kery. Tsy ahitana fanarahan-dalàna loatra amin’izany, fa izay manam-bola sy manam-pahefana ary manana ny hery rehetra hahazoany manatanteraka ny ... |
Tovana 5 momba ireo zezika sy ny fanafody famonoana ahitra n. P. K 11, 22, 16 ao anatin’ny 100kg amin’io zezika io dia ahitana 11 unité ny azote n , 22 unité ny phosphore ph ary 16 unité ny potatium k uree 46 ao anatin’ny 100kg amin’io zezika io dia misy 46 unité ny azote n d. A. P 18-46 ao anatin’ny 100kg an’io zezika... |
Ny antom-piveloman’ny mponina ao amin’ny kaominina tsiroanomandidy renivohitra. |
Natao ho an’ny |
Ankoatra izay fanindrahindrana ny papa izay dia tao ihany koa ny fanampiana hevitra natao tao amin ny fiekem-pinoana. |
Ny comparaison mikalo ny fositra mandrava ny fitiavana. Mbola hamafisiny izany ary dia vantanin’ny mpanoratra mihitsy ny haratsin’ny fihatsarambelatsihy. Amin’ny alalan’ny fanoharana no nentiny naneho izany ka ny safidy eo amin’ny anoharana no tena isongadinan’ny kanto asehony, hita amin’ny hoe raha fitiavana tsy latsa... |
Ozony ny masoandro manapoaka ny heriny mitataovovonana hitroatra ny nahandro hanampatra ny fofony ilain’ny ankohonana. Ny figaingainany hanendy anao ho masaky ny dani-kafanana. Ny afon’ny fisainany hijejaka handoro, tsy ho hay rarana ! |
Ny olana eo amin ’ny ivon-toeram-panabeazana araka ny efa voalaza teo aloha, ambara fa maro ireo loharano hanovozana fanabeazana ny ankohonana, ny sekoly, ny fiarahamonina, ny olana avy amin’ireny toerana ireny indrindra no havoitra eto ny ankohonana mety tsy ho lavorary ny fanabeazana azo eo anivon’ny ankohonana ohatr... |
Voalaza koa ary nambara tamin’ny fomba hentitra sy mazava fa ny 16 jona 1884, andro alakamisy no naneho ampahibemaso ny poezia malagasy tao anaty rova, teo anoloan’ny solontenan’ny mpanjaka ilay anompanantsika ity fandalinan- kevitra ity 9 tsy dia mbola re na tsy mbola re mihitsy- teo amin’ny tantaran’ny literatiora ma... |
Toerany takila mpandray anjara votoatiny anjara toerany ao amin’ny tantara paika 1 fiz 1- fis ii 7-8 ratovo ilezoma mampahalala ny rohim-pihavanana eo amin’ny mpandray anjara ratovo 1 fanolorana ny mpandray anjara fanontaniana sy valiny 2 fiz 1- fis ii 8-9 ratovo ilezoma mampahatsiahy amin’ilezoma ny toerana sy ny foto... |
Toy izany ihany koa ny hita ao amin’ny tononkalo nanehoany ny fitiavan- tanindrazana. Ny andalana sasany dia misy vaninteny 17, raha tsy ahitana afa-tsy vaninteny 7 na 9 kosa ny andalana hafa. Fadim-bolan-tsinana do n-ta ny ka po -ta ndro ky ny o mba la hy mpi ha va na , |
Ny tantara tsy hokosehiko hampirehitra hambom-po, tsy fahafiriny izay ho vitako, ka toky no indro fa omeko, hijoro hanondrotra ny tanikomandra-podiko ho lo! Ho tia ny tanindrazako aho, hanasoa ny fireneko |
Ohatra f inona no hevitra hanamarinanao fa tsy hita taratra eo amin’ny malagasy intsony ankehitriny ny fitsimbinana ny aina? V tsy hita taratra eo amin’ny malagasy intsony ankehitriny ny fitsimbinana ny aina, satria efa sarotra ny fiainana, ka mifamono ny mpiray tanindrazana, eny fa na dia ny mpianakavy aza. Mirongatra... |
Partie iii proposition de recommandations et perspectives chapitre 5 proposition de recommandations les axes stratégiques de la réparation socioéconomique. Chapitre 6 perspectives stratégie de pérennisation du projet de réparation. |
Ankoatra ny omby dia isan’ny biby fiompy mety hampisy olana ny akoho, mihinana varin’olona ny akoho indraindray. Sarotra ny fiambenana azy ireny rehefa hatoy ny vary. Ny fody ihany koa etsy andaniny manampy trotraka. Izany no mahatonga ny mpamboly sasany hanao fiaro ody hiarovana ny vokatra. Teto amin’ity trangan-javat... |
Zokiny indrindra amin’ny gazety mbola miseho hatramin’izao ny gazety lakroan’i madagasikara. Lava ny tantara raha izay vanim-potoana izay no jerena. Sombiny hamantarana ny momba azy no atolotra eto. |
Amin’ny ankapobeny dia azo sokajiana roa ny lanjan’ny teny raha eo amin’ny fomba filaza no jerena. Ny voalohany dia ny lanjany araka ny anehoana azy izay antsoina amin’ny teny vahiny hoe valeur différentielle , ny faharoa dia ny lanjany araka ny hevitra entina ampiasana azy, izany hoe valeur pragmatique . |
Raha tsikera no adera moa tsy filazana sahady fa zava-misy no aboraka voarakitra, voasoratra |
Ny vokatry ny fampiasana ireo zezika sy ny masomboly voatokana ary ny fanafody famonoana ahitra amin’ny fambolena atao. Ny fampiasana ny masomboly voafantina sy ny zezika dia hahazoana vokatra tsara amin’ny fambolena. Ho fiarovana ny voly amin’ny aretina sy ny bibikely kosa ny antony ampiasana ireo fanafody isan-karaza... |
Haimah ary toa tsy manoroka akory? Fa fa iza io ry sedra? |
Fanazavana voambolana |
A, aza kivy , tak.10, and 2,4,6 |
Ny toe-karen’ny faritra |
Izaho tsy mahatakatra f a entiko mampakatra ny hasin’ito taniko ny hirahira mamiko be ny tsy voalazako fa izy tanindrazako ! |
Io kisary io dia maneho ny isan’ny lehilahy sy vehivavy mandrafitra ireo kilasy araka ny taonany avy. Misandrahaka ny taonan’ny mpianatra saingy maro an’isa kosa ireo fito ambin’ny folo sy valo ambin’ny folo taona. Azo lazaina ho somary taraiky kely ihany izy ireo raha ny zava-misy eto madagasikara izay mamaritra fa en... |
Sary lah. 18 elie rajaonarison in tranokala teraka taminrny 15 novambra tany ambatondrazaka, ary maty taminrny 27 novambra 2010 teto antananarivo. |
Nambara tamin ny fomba ôfisialy ny fahaleovan-tenan i madagasikara septambra 1958 nitsangana ihany koa ny repoblika voalohany tamin ny 14 oktobra 1958. Mbola ny frantsay anefa no niara-dalana tamin ny mpitondra ny tany sy ny firenena. Tsy mahagaga raha mbola nitohy ihany ny fanerena an-kolaka ny malagasy hamokatra akor... |
Konsily ihany koa dia |
Ny tiako kosa hoy i bina, sady noraisiny ny tanan’ ikemba, dia ny hitoeranao ho virijiny mandra- piveriko tak 15 , raha niresadresaka izy roa talohan’ ny hiaingany. Amin’ ity mpanoratra ity, dia mizara roa mazava tsara ny toetran’ ny lehilahy; ao ireo tsy dia mijery loatra ny maha virijiny ny vehivavy izay hiaraka amin... |
Seho 2 miverina eo amin’ny sehatra i robera mitazana azy roa ka miteny irery. Robera efa lasa izy roa lahy? Andraso ny hanaovako azy! Raha tsy fetsy anie ianao tsy hiadana e! Hararaotiko amin’ny tsy fahalalany ny vahoaka, amin’izay aho lasa mera, ha! Ha! Seho 3 miditra tampoko i etitse ka manontany an’i robera. Etitse ... |
Tsy azonao refesina am’izay famàrana, ny teny nampalesina mirakitra hasambarana. Fa nony injay hiraina ny hanitra mba nentiny ho takatry ny saina ny hasina raiketiny. |
Richaudeau, op. Cit, t. 54 guide l’enfant, ou l’adulte, dans appréhension du monde extérieur, dans l’élaboration des connaissances qu’il pourra acquérir par d’autres voies que celles de l’institution éducative, dans la maîtrise de sa propre expérience. |
Taratasim-bola. Amin’ny maha tantara mitohy azy dia arakaraka ny zava-misy ny firosoan’ny tantara. Isaky ny mipoitra ny olana dia amin’iny olana iny no irosoana ary misy ny vahaolana avy eo. Ohatra lasan-drajao daholo ny volam-piangonana niseho nikorontana i pasitera sy razoary -nikorontana ny fiangonana -saingy nateri... |
Ny farango |
Ny 22 , lamokan’atody indray, no hodinihana manaraka eto. Ny lamokan’atody dia anarana ilazana ny atody nakotrika nefa tsy foy. Ny tsy fahavanon’ny taranaka no iasan’io fitenenana io. Tsy manoloana ny atody anefa no toerana nitrangan’io voambolana io fa ny hevitra ao aminy ihany no raketiny. Vokatry ny fifanandrifiana ... |
Ny misy ny disitrikan’ ambatondrazaka ny disitrikan’ ambatondrazaka kosa no renivohitr’alaotra mangoro. Manana velaran-tany mirefy 6967 km2 izy ary ahitana kaominina 20 sy fokontany 131. Ireto avy izany kaominina izany ambatondrazaka, ambatondrazaka suburbaine , feramanga avaratra, ambandrika, ampitatsimo, ambohitsilao... |
Tsisy tsiny |
Ka aza avadika handeha alohan’ny omby ny sarety. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.