text stringlengths 10 11k |
|---|
Miora mija |
Dingana fampifandraisan-kevitra fantarina raha nisy vanim-potoana teo amin’ny tantara tena nampiroborobo ny fomba fanoratra na fomba fanehoan-kevitra iray. Ampifandraisina amin’ny zava- misy izany avy eo, mba hahafahana mamoaka ny tara-kevitra. Misy fifamatorana hatrany mantsy eo amin’ny hevitra aroso sy ny fomba ilaza... |
Tokana, araka ny hevitr’i renel charles10. Ny ntaolo malagasy dia nihevitra fa ny razana no andriamanitra na zanahary ka rehefa niamboho izy ireny dia tsy natao hoe maimbo ny fatiny fa manitra , izany no nahatonga ny hoe andriamanitra raha ny tena teny fototra niavian’ireo teny malagasy ireo anefa no zohiny ny fanakamb... |
Zavatra telo loha no jerena ato amin’ity fanatsarana ny fomba fiasa ity araka ny fanadihadiana natao tamin’ireo mpampianatra dia ny fitsinjarana asa, ny fitsinjarana fotoana ary ny fampandraisana anjara ny mpianatra amin’ny fanovozam-pahalalana. |
Fanabeazana sy fampianarana anisan’ny sehatra iray manan-danja eo amin’ny fiainam-bahoaka ny lafiny fanabeazana ary nomen’nygazety lakroan’i madagasikaralanja manokana ihany koa. Miara-dalana hatrany ny fampianarana sy ny fanabeazana, ka izany no nahatonga azy natambatra ho lohahevitra iray. Maro ny lahatsoratra entin’... |
Ireo asanao misoka fa ny fananako anao no nanampy ahy handray ny zava-tsoa avy any ivelany. |
Ef 11; sekolim-pokonolona 07; sekoly tsy miankina 04; ceg 01 |
Amin’ilay angano mitondra ny lohateny hoe ikotofetsy sy imahakà 29. Vereza faty aho, raha mba nandia izay sahanao ireto tongotro ireto!13 ao amin’ny 26 ompa ny hoe daba loaka ny anabavin’ialahy. Io teny io dia entina anesoana ilay olona itenenana ka ilazana aminy fa tsy misy dikany ny anabaviny. Ampitahaina amin’ny dab... |
Date de soutenance 23 décembre 2014 antananarivo décembre 2014 |
Na ihany koa dimbinala |
Union européenne, développement rural, amenagement du territoire, et sécurité alimentaire, tak 3. Les populations rurales manquent cruellement d’infrastructures de base 5 au réseau électrique, 35 ont accès à l’eau potable. |
Eo amin’ny fanohanana ara-potoana |
Inona no fototra ilafian’ny fihavanana malagasy eo amin’ny fiarahamonina ? |
Kisary2 ireo mpikambana eo amin’ny ta. Fa foibe |
Aingao izany feo ventoso koa ilay hira fa indro koa ny sodiko hamakivaky ny alina sy hanara-peo anao hamerina indray an-tanin’ny fisiana zay nisy hatramin’izay. |
Imbiki a 1983 |
Zaza maditra fa zanako ihany zaza maditra fa zanako hatrany ny foko mitriatra ny maso tomany zaza maditra kanefa dia mamy. |
Ny tsy tokony hatao |
Mpikarakara ny fanjakana |
Au niveau de la prise de décision, l’ong lalana organise une réunion de coordination chaque mois. Cette réunion a pour but d’étudier l’avancement des activités du projet et de la gestion, ceci afin de planifier et d’organiser les activités à venir. Les intervenants dans une réunion de coordination sont les membres du c... |
Lazao ahy fa ampy ho ahy tokoa izay teny any aminao. |
Ao amin’ny vh dia manararaotra ny fakan-drivotra tany antsiranana mba hiarahana amin’i andry i sahondra. |
Ny fampitahana hita taratra eto amin’ity ohatra ity dia fampifanetrahana fitafiana roa samy hafa ny pataloha nentin’ny vahiny sy ny salak’andrianampoinimerina. Ny tsy fitoviany eo amin’ny endrika ivelany no asongadina amin’izany. Ny andaniny madio sy mafana ary mahafaka henatra fa ny ankilany kosa, tsy manome hafanana ... |
Nosamborina i monja jaona ary nampidirina am-ponja. Vao mainka nitohy ny fitokonana noho ny fitakiana hetra mihoapampana nataon’ny fanjakana tamin’ny vahoaka madinika38 |
Rabemanantsoa faneva ni-ando fy nathana lle |
Ny hasimpeo tsotra no ezahina haiditra amin’ny fifamaliam-peo satria mitovy amin’ny vokatry ny fifamaliam-peo eo amin’ny hasimpeo tsotra ny vokatry ny fifamaliam-peo eo amin’ny zanapeo sosona. Heverina ho hasimpeo tsotra ny hasimpeo mikatona tapany, ny zanapeo sosona ary ny renifeo kentsona tapany. Aseho amin’ny fafana... |
Il faut remarquer qu’il ne clôture pas son propos par une question et nous n’avons pas une interrogation rhétorique mais un système de question-réponse assumé par le locuteur qui veut imposer au lieu d’ouvrir une discussion ou un débat. |
Ririnin-dasa e ! Tsaroana hirifiry nanangoly, nanoloana ! Niova loko, ringidringitra ireo ravi-maitso, laingo maro toa tsy teo. |
A, tak.36 and.1,2 |
Ny fombafomban’ny ohabolana anisan’ny maha kanto ny ohabolana ihany koa ny fananany feo sy fingadona toa mihirahira, eo koa ny fampiasana tsilalaon-teny sy fanoharana, izay mahafinaritra ny sofina ny mihaino azy, sady manintona ny saina no mambabo ny fo tokoa. |
Dray ty vohitrao ry foko toa lokanga tapa-tady tsy maneno manga intsony, fa manjary tany fady tao ny tionako fahiny mba mamelovelo manga kanjo izao toa farim-peo saron-drahom-bangavanga |
Angola lany aika koa aho fa aleo zareo hanao izay tiany hatao any. |
Mpandinika hilaza hoe ny sarin-teny dia fihatahana mihoatra amin’ny teny fampiasa mahazatra na dia tao anatin’ny teny fampiasa andavanandro ihany aza no nakana azy.74 |
Ny fitrandrahana volamena raha vao miresaka hoe firavahana dia any amin ilay faritra be volamena izay ny sain ny maro. Or fin 24 carat ny volamena any amin ny faritr i bongolava. Bemangoraka20 no toerana be volamena indrindra ao amin ny kaominin i firavahana, 20km miala avy eo firavahana no misy azy. Maro ireo mpitrand... |
Les conflits d’attribution |
Ilay nikatsaka ny tiany ka nahita ilay malala |
Ianao fitiavako |
Ex 1- kapiteny inona no atao rehefa tonga vahiny ? Traduction libre qu’est ce qu’on fait quand on a des visiteurs ? Mpilalao ny an’ny vazaha mifanerasera mifandom-bera fa ny antsika gasy ny akoho no azera eia ! Eia ! Pour les vazaha l’étranger français , se communiquer, trinquer les verres se touchent , pour les malgac... |
Nenibe dray laikely ity! Aza mba izaho no hanamparana sandrin-dehilahy toy izao? Nahoana raha tsy sintonina mafy toy izany aho. |
Tiava zaho gea31 hitiavako anao |
Sary 6 ny mpikaroka nandeha lakana ho eo anosimasina |
Miara, mesazy spesialy, 09 jona 2007, ton.56, tak 62, boky i |
Rajaona siméon, in hiratra n 5, 1987, page 14 de par leur fonction, ou plutot de par leur fonctionnement, les figures de style sont les idées elles-mêmes manifestées dans leurs expression, dans leur formulation stylistique ; et la forme engénéral et le style ne sont que les idées et les sentiments eux-mêmes en tant qu’... |
Lahatsoratra 2 ny toe-tsaina malagasy ankehitriny izay isan’ny mampandroso ny vazaha dia izao kirina fa tsy mba mora kivy. Na inona mafy na inona sarotra, tsy maintsy ilofosany, na firy taona na firy taona hahavitany izany. Hevero ange ny fiaramanidina firy taona no nikarohan’ny vazaha hitety habakabaka? Hatrizay tsy t... |
Kisary 4 ny fiantso ny sokajin’olona araka ny fifandraisany eo amin’ny lafin-kavana sy ny mahalahy na mahavavy azy 45 lisitry ny saritany |
Ny fomba anehoana ny kanto ao amin’ny hira gasy |
Amin’ ny ankapobeny dia tsy misy rima io tononkalo io. Misy andalana vitsivitsy anefa ahitana ady rima ihany. Tsapa araka izany fa tsy voagejan’ny rima ny eja rehefa manoratra tononkalo. Aminy dia ny vontoatin’ ny resaka tiany hambara no zava-dehibe ka na mety miady rima ilay teny na tsia dia efa soratany. Ahitana sori... |
Toy izao indray ny ao amin’ny mangina u u u u u u raha mbola mandia ny tany a u u u u u u tsy maintsy ho tojo tomany a u u u u u u na zovy tsy tia an’ izany b u u u u u u ny fasana miandry eny ihany b |
Adihevitra ary fampitahana |
Hahafehy ny fanadihadiana lahatsoratra. Mifantoka amin ny famantarana ny karazan- dahateny arak i adam sy i maingueneau izany aloha ny asa atao mandritra ny fanakaran-kevitra amin ny fanadihadiana ka rehefa fantatra ireo vao afaka miroso amin ny fandrindrana ny hevitra amin ny alalan ny fampiharana ny teorian i charoll... |
Razafitsalama, tari-dalana hoeti-manadihady ny finoana sy ny fomba malagasy, tak 106 5 malinowski, une théorie scientiphique de la culture et autres essais, françois maspero 1968. Tak 190 chaque élément dans l’ensemble joue un propre rôle. |
Fafana 3 ny mampiavaka ny tantara foronina amin ireo literatiora an-tsoratra mitantara hafa. |
Azo ampiasaina avy hatrany ireo vokatra azo tamin’ny tombana natao teny ifotony mikasika ny vakoka sy ny fanandratana azy. Ilaina kosa anefa ny mampifandrindra ny tetika rehetra amin’ny endrika sy ny zava-misy ara-piarahamonina eny ifotony. Hevitra iray mampahomby ny tetik’asa mahasahana ny vahoaka sy ny mikasika azy i... |
Ry voro-mandalo, mba etsy afarako tsidiho ’lay toerana nisasarako, lazao fa matetika ny vinaniko no mamangy anofy ’lay toera-mamiko na saraka am-pita aza ny ao anaty mitepo fitiavana tsy mba maty. |
Raisina ny ohatra 9 dia izao no azo ambara ny o ao amin’ny f 9 dia avy amin’ny mpanondro io. Noho izy eo aorian’ny anarana miafara amin’ny o no nahatonga azy hiova endrika ka lasa o. |
Dinan’i melaky tsy mimpoly |
Araka ireo dia hita fa sarintsarim-pahaleovantena ihany no nisy teto satria ny mpitondra no malagasy fa ny andraikitra fototra dia mbola ahitana frantsay avokoa. Toa mpitari-bato vilam-bava no hita teo amin’ny mpitondra. Araka izany, raha teo amin’ny politika no resahina dia hita rafi-pitantanana nolovana tamin’ny mpan... |
Azo atao, ohatra, ny manao ny fiompiana akoho gasy ao anaty tanimboly mifefy sy malalaka ka ireto avy ny tombontsoa mety ho azo amin’izany tsy gaboraraka be loatra ny fiompiana ka hihena ny olana eo amin’ny fiarahamonina amin’ny fanimban’ny akoho ny volin’ny olona mety hihena ihany koa ny halatra akoho satria mora atao... |
Famaritana ny anarana amin’ny teny malagasy sy ny teny indonezianina no noezahinay nasongadina tato amin’ity asa ity. Tsy afaka niroso avy hatrany tamin’ny asa fototra anefa izahay raha tsy nanoritsoritra mialoha ny mahakasika ny anarana. Ezaka nataonay tamin’izany ny namantatra ny karazany sy ny fiforonany ary indrind... |
Ny mandan’i iarivo dia tena lavorary, fa ao andrainarivo ary ambohijanahary, f’izay tsy voatanisa, ny gara sy etsetra, mahazoarivo sisa no toera-mampitsetra. 197 |
Vololona e ! Vololona no voahangintsika ! Hoy kosa ny hafa. |
Itsy koa ilay fahitr omby io izao ilay famoloana andalana faha-17 nodiavin olon-tiana zao manjary tany foana, |
Mizara telo miavaka tsara ny asa. |
Fototra fotopototra fotorana |
Tsapa fa sarotra amin’ny mpianatra ny manakatra hevitra miainga amin’ny seha-piainana izay tsy iainany ; matetika mantsy dia ny tahirin-kevitra tranainy hatrany no ampiasain’ny mpampianatra hoenti-manatontosa ny fampianarana. Koa ilaina ny tahirin-kevitra voasoritry ny fandaharam-pianarana saingy tsy eo amin’ny fitarih... |
Fa nony midona ilay andro mahory, mateti ka ireny no tsy mba matory ! 296 ny fingadona ralila miverina inefatra no manasongadina ny fifamadihan’ny fahoriana sy ny fifaliana eo amin’ny fiainana. Izany hoe, tsy marin-drano ny sarin’ny fiainana fa miovaova, arakaraka ny fisehon’ny toe-javatra eo aminy. |
O! Ry toriko tsy foiko ’tony tenako efa potraka, mba tolory tambitamby fa efa tola sady trotraka. ’rony otako mangina sampikeliko taloha, mba kendao ankehitriny mba ho dangy tsy hifoha. |
Lamara la osina lavo lilahy lôka lôtra |
Ny fanatontoloana mampisokatra ny sainy amin’ny tontolo misy azy ny fitaovana isan- karazany entin’ny fanatontoloana. Ny valin’ny rijam-panontaniana nataonay tamin’ny mpianatra tao amin’ny ltpa dia naneho fa mikirakira ny aterineto izy mba hikaroham-pahalalana. Manamora ny fanatontosan’ny mpianatra ny asany araka izany... |
Rainibozaka a aleo aho eto ambany eto no hipetraka e! Dia haingana ialahy isany fa. Tena marary aho! S. Sady mivoraka be izany lohako izany! Mangovitra |
Tovana laharana 5 masontsivan’i gilbert de landsheere ireo anjara asa 9 ny fampianarana |
Tsiahivina fa ny haitsikera multirationalité izay ampiasaina eto dia mandinika sy manadihady ny fifamahofahoan’ny zava-misy, mifototra amin’ireo mpandray anjara. Izany hoe samy manana ny fifandraisany, ny paika adiny, ny mahaliana azy, ny zavatra ifotorany, ny tombotsoany, ny vondron’olona isanisany. Azo heverina araka... |
Vatsy vatsivàtsy vatsiana |
In nouvelle icomos, paris, n 02, volume 10, pp79 |
Ny fifandraisana amin’ny ray aman-dreny amin’ny maha olombelona, dia ilaina mandritra ny fiainana ity fifandraisana ity. Mandritra izany, dia mahatsiaro tena ho voaro ny zaza. Fifandraisana ahitana rafitra antanan-tohatra no misy eto. Ny ray aman-dreny, dia manana adidy hikolokolo sy hamelona, ary hanara-maso ny zanany... |
Reverification ou reconfirmation de la précédente étude vision globale des villages avoisinants pouvant alimenter d’un seul système du point de vue technique et social |
Ny ngadona mifangaro ampiasain’ny mpanoratra miaraka ireo ngadona ireo. Ohatra ao amin’ny tononkalo faniriana izay anehoan’i arni ny lanjan’ny zo eo amin’ny fiainana. |
Amin’ny fiteny merina ankehitriny, mandrakariva dia voatonona tsara ny zana- peo sosona ue tonona o kosa ny fanovany ao fandriana. |
Loharano mpikaroka |
Ny oharina dia ny elanelam-panahy sy ny mpifanandrina, ny anoharana dia ireo tendrombohitra faran’ny avo teto madagasikara ary mpanjaka nalaza indrindra. Raha ho an’ny tendrombohitra dia avo ireo nanoharany ny mpifanandrina saingy izy no ilay avo eo afovoany. Ny anjara toerana afoavoany dia talaky maso. Raha samy mpanj... |
Ny fisian’ny disadisa mpiseho eo amin’ny fiarahamonina |
Ato amin’ny fizarana voalohany dia ijerena ny fampianarana tekinikan’ny fambolena ary ny fiompiana amin’ny ankapobeny. Ny lisea tekinikan’ny fambolena ary ny fiompiana ambinda no nanaovana ny fanadihadiana. Taterina ato ny momba izany lisea izany. Hita ato amin’ity fizarana ity ny tantaran’ny fampianarana tekinikan’ny ... |
Raha mba fantatrao ilay tolony mianjady anatiny ao, te hamboraka ny molony saingy vahotra izy sao |
Hasina tsiro ananan’ny sira |
Crieger p pédagogie génerale tome i. Ligel 77, rue de |
Tandindona ny hevitra raketiny loharano ritra ny loharano dia isan’ny miantoka ny fahavelomana sady tandindona anehoana izany. Koa raha misy mivadika amin’ireo mpivadi-dra dia ozonina ho faty, ho lany tamingana. Basy tokana ny basy dia fitaovam-piadiana mahafaty anatin’ny fotoana fohy. Koa ny olona mivadika amin’ny din... |
Ny parallélisme maneho ny fomba fijerin’andriamanitra ny olona araka ny asany avy. |
Ny mbola tsy fahafehezan’ny mpampiofana ny teknikan’ny serasera |
Vololona valala tsy ampoky ny ahitra sisa no niafarako ka mifiaka ny antsoro maina, vitsika momba kitay ka harivariva an-tanin’olona. |
Na izany aza anefa dia tsy maintsy hajaina ny fitsipi-panoratana ohatra. Tsy tokony ho adino diso fa tsy tokony ho hadino marina |
Fitaovana ahafahana mifandray amin’ny hafa ny télèphone. Vokatry ny firoboroboan’ny fikarohana ara-teknôlôjia izy. Ny ankamaroan’ny malagasy dia efa mampiasa azy io avokoa indrindra ny any an-tanàn-dehibe. Efa misy voambolana nandikana azy amin’ny teny malagasy, dia ny hoe finday, saingy tsy mahavantana ny maro ny mano... |
Sary nalain’ny mpikaroka teo am-bava lalana hidirana ny tanàn’i fenoarivo atsinanana ny 15 aogositra 2014 tamin’ny 12orasy sasany |
E! Nitora- tsandry ery hanala loto, kinanjo izao lalina fa mainka misafoto! |
Fitandremana ny endrika ivelany |
Ny zava-dehibe nisongadina teo amin’ny fiainany tantely amam-bahona ny fiainana. Misy hatrany ny toe-javatra mahafaly, ary ny toe-javatra mampalahelo. Hojerena mifanesy àry ny momba ireo teo amin’ny fiainan’ny mpanoratra. |
U, o o u, o, au u u u u, i, e, au u u p f p f, p, k, tr p p b b b b, v b b m m m m, n m m, n |
Ireo zatovolahy taizan aretina nahavita taona kilasy mianatra asa |
Ratrema william, eda un écrivain à la charnière de deux monde, p173 après les femmes ce sont les amis des personnages principalaux qui occupent la troisième place dans les romans de e. D. Andriamalala. Nous avons bien dit amis au masculin car les héros de e. Andriamalala n’ont jamais eu des relations purement amicales ... |
Idem, page 281 |
Aty mantsy ianao vao hita! Hoy i noro nisisika teny anelanelan’ireo lehilahy teo, hanaraka akaiky ity tovolahy iray. Sasatra foana nanafatra an’i lofo aho mba hihaonantsika, nefa tsy nipoitra ianao! Sahirana e! Hoy rabe. Tsy afaka nihalangalana tamin’ny besinimaro aho, fa mbola niara- nifarimbona tamin’ny fokonolona ta... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.