text stringlengths 10 11k |
|---|
Fehin’ny fizarana fahatelo |
Ny taratasy vita mikasika ny fahazoan-dalana hampiasa ny loharano, ny lalan’ny fantsona, ny toeran’ny fantsakana ny taratasy dia tsy maintsy ampandalovina ny tompona andraiki-panjakana filoham-pokontany, solontenan’ny kaominina, ben’ny tanàna |
Raha fehezina amin’ny teny fohy izany dia manome ny hoe hasina mira hery sy fahefana manokana ananan’ny zavatra iray, ka mahatonga azy hohajaina sy hotoavina ary hatahorana mira omena voninahitra sy haja ezaka famaritana niainga tamin’ny fandinihana ireo lafin-javatra samihafa tamin’ny fanafanana omby io naseho io. Nde... |
Niendrinendrina takila 22 tsy tratra, efa tery afovoan-trano aho no niendrinendrina. |
Ny fomba hahatongavana ho mpanjaka ao andranovolo atsinanana dia tendry isan-troky. Ny ao andranovolo atsinanana dia misy dimy 5 troky. Ireto avy izany ny antebe no zokiny indrindra, faharoa manaraka azy ny antevohibato, fahatelo manaraka izany ny antevohitrevo, fahaefatra ny antevohitrevo1, fahadimy farany ny antevohi... |
Isan’ny famaranana mifamatotra amin’ny finoana koa ny vely tandroka omby, satria rehefa manilika olona ivelan’ny fiarahamonina ny mponina dia mihevitra ny rehetra fa iny olona iny no ifaharan’ny ratsy rehetra ka ariana ary tsy ela velona, hono, izany olona izany raha tsy mibaboka haingana. |
Ny toe-karena tena ilaina ny mampifanaraka hatrany ny zava-kendren’ny fanabezana amin’ny zava-misy eo amin’ny faritra sy iraisam-pirenena manoloana ny fanaovana ho vaindohan-draharaha ny fampandrosoana ny toe-karena. Ny firoboroboan’ny teknôlôjia vaovao amin’izao fotoana izao, dia mitaky fari-pahaizana ambony eo amin’n... |
Dihizo ry tanora omeo lamako venteso ny hira hanakoako tonga ny andro volamena miara-mifaly amin’izay jerena fety tokoa ny andro anio. |
Ireo lohaten’ny hira zafindraony voaangona tao amin’ny disitrikan’i fandriana 1 ankona ny vahoaka 179 2 arahaba 180 3 davida sy goleata 181 4 didy 182 5 feon’anjely 183 6 havanay 184 7 kaina sy abela 185 8 lanitra nantenaina 187 9 lazara 188 10 lazarosy 189 11 maria magidalenina 190 12 masindahy bernard 191 13 masindah... |
Ny fandaniana azo atao amin’ny fcl |
Ny kilalao fanaony manao tantara no kilalao nankafizin’ i monique fony fahakeliny. Tsy vato toy ny an’ ny ankizy anefa no ampiasainy fa tsaramaso na kabaro. Ankoatra io dia ny kilalao fangalam-piery no fanaony miaraka amin’ny ankizy. |
Noho isika zanatany frantsay dia nibaby ny vokatry ny ady lehibe voalohany sy faharoa. Niankina tamin’ny zanataniny i frantsa, mba hanarenany ny toe-kareny, hany ka voaporitra tanteraka ny toe-karena malagasy. Nanjary loharanom-panovozan-tsoa ho an’i frantsa i madagasikara. Izany hoe loharanon’akoram-bokatra ilain’ny o... |
Evans-printchard, anthropologie sociale, payot, paris, 1969, p 79 l’anthropologue doit être prêt à passer beaucoup de temps sur son enquête. Il doit rester en contact étroit et permanant avec la population sur laquelle il travaille |
Tout cela peut être schématisé comme suit niveau stock |
Miaina azy mba hifanaraka ny hevitra lazaina sy ny fihetseham-po |
Alohan’ ny hanasongadinana tsirairay ireo hevitra navoitry ny mpanoratra isaky ny toko ao amin’ ny fizarana, dia tsara raha fintinina fohy ny fizotry ny tantara amin’ ny ankapobeny. 3.2.2.1- ny famintinana ny tantara amin’ ny ankapobeny |
Le insérer le nom du maître de l’ouvrage invite les candidats intéressés à soumissionner pour les offres suivants sous plis fermés pour exécut insérer une brève description des travaux les travaux sont répartis en insérer le nombre de lots le candidat peut soumissionner pour un ou plusieurs lots ou les travaux constitu... |
Ditra ve ? |
Lehibe ny fahefan’andriamanitra ary tsy takatry ny saina eritreretina ny asany. Afaka manala ny olona ao anatin’ny geja izy ary afaka manala ny haizina izay manarona ny fiainan’ny olombelona ihany koa. Mandefa fahazavana hitsilo ny lalan- kizoran’ny tsirairay ary tsy mizaha tavan’olona andriamanitra. Ohatra rehefa tsy ... |
A, tak.169-172 and 8 |
Focus groupe raha faritana fohifohy io dia dinidinika tarihina atao amin’ny vondron’olona mitovy taona, mitovitovy fari-piainana, mitovy tsinjara toerana, toy ny hoe samy vehivavy na samy lehilahy. Ny mpanadihady fiarahamonina no mitarika ny lohahevitra. |
Filazana ny momba ny boky lohatenin’ny asa fikarohana i nasolo poeta mpitantara isan’ny takila 179 isan’ny sary 03 isan’ny fafana 06 isan’ny kisary 06 famintinana manana ny maha-izy azy manokana ny mpanoratra, nefa koa olon’ny fiarahamonina. Koa ny zava-nitranga teo amin’ny fireneny na ny fiarahamonina nisy azy no sora... |
Sedra sy sakana izany. |
Ora dingana fizotrany mpianatra mpampianatra fanamarihana 14.05 appel |
Velona aho mba hahay mitia namana, 10 raha tsy izany, tena fahadisoan-dàlana velona handala ny firaisankina tsy hitady n’iza n’iza hiadiana. |
Tak 7 toy ny nentin’olombelona ilay boeing lehibe nitolonjona malefaka tamin’ny goudron n’ny seranam-piaramanidin’ivato anisan’ireo mpandeha tao amin’ny 1ère classe i tanassis . |
Fanoritsoritana |
Feo tsotra tsy manako intsony. Nahatsiaro tena i hasina ao amin’ny hôpitaly |
Ohatra3 sota irery jery a! Mifona aminao aho raha noho ny avy amiko no nahatonga anao toy izao. Tsy maintsy sitrana ianao! Tsy maintsy sitrana izany malalako izany! Na ilaina aza ny aiko, dia tsy maintsy sitrana ianao. 246 ny tamberin-teny tsy maintsy sitrana eto dia maneho ny fibosesehan’ny faniriana sy ny hetaheta ar... |
Fitiliana ireo teny sy voambolana mateti- piherina ao amin’ny tononkalo araka ny toro-lalana naroson’i weber, dia maro ireo fomba azo ikarohana ny lafika tokana. Koa tsara raha ny famaritana no irosoana voalohany. Ny antsoina hoe lafika tokana dia zava-nitranga na toe-javatra iray niainana fahazaza amin’ny heviny malal... |
T6, 7, t14, t22, t23, t41, t69, t83, t91, |
Hoy i charles rajoelisolo ny literatiora dia vokatry ny zava-misy, fa tsy tongatonga ho azy 25. Izany hoe mbola mameno ny fahaizan’ny mpanoratra sy ny fahalalana ananany ny zava-misy ao amin’ny fiarahamonina. Manamafy izany hevitra izany koa i wellek sy i warren taratry ny zava-misy ny literatiora, ary tahirin-kevitry ... |
Dia ilay reniny hifampitafany isan’andro sy hitantarany ny fiainany. |
Ireo fehezanteny nalahatra eo ambony ireo dia manaraka lamina maty paika mba hahafahany mivoatra any amin’ny tanjona tokana ny hampahafantatra fa tsara vintana rasela. Araka ny famaritana etsy ambony, dia lahatsoratra io. Manao ahoana indray ny lahateny ? 1.3.1.3. Ny lahateny |
Razanamiadana, tetika sy fanentanana ny any ambanivoitra, imprimerie idr antananarivo, 1993, tak12 70 yves chapel, op cit, tak 182, ce sont les animateurs villageois eux-mêmes qui dans un second temps assurent ce travail d’explication aux communautés voisines |
Anisan’ ny mampiavaka ity asa soratr’ iharilanto patrick andriamangatiana ity ny fahaizany manavao fombam-piteny. 39 miovaova ny fomba anehoany azy amin’ izany ao ireo tateriny feno, ao ny nakambany, ao ny natao takona ila, misy ohabolana vahiny fa notaterina amin’ ny teny malagasy, ao ny nohavaozina ny rafitra, ary mi... |
Renihevitra zana-kevitra porofon-kevitra |
Fa ny fahadisoana miverimberina dia mety hahakivy ny mpamaky ka hampihena ny fitokisany ny mpanoratra, satria ny toy izany dia mety hanodina ny sainy ho any amin-java- kafa izay tsy andrasany, variana amin’ny tsy fahaizan’ilay mpanao gazety. Ary dia mety ho takona vokatr’izany ny hafatra. |
Ny herin-tsaina nananan’i setra ny fahitany an’i volazara sy ny faniriany ny hiaraka aminy ny firedaredan’ny fitiavany an’i volazara ny faniriany hamongotra ny asan- dahalo. Ireo o lo na manampy ny mpandray anjara fo to tra hahatanteraka ny tanjo na |
Na izany aza anefa dia tsy mahafoana ny fanarahan’ny mponina ny finoana nentin-drazana izany, satria dia maro hatrany ireo karazana fady hajainy, ohatra ny tsy fihinanana tongolo, satria mety mahavery hasina ireo fanafody izay tahiriziny izany; ny tsy fiompiana osy noho ny hafatra nataon’ny razana, fa ankoatra izay dia... |
Tak.28 52 v. N.6 hendry hadalain’ny adala |
Nitondrako anao |
Andram-pamakafakana lahatsoratra sy tsoa-kevitra |
Diso fanantenana noho ny tsy fahadiovam- badiny |
Azo itarafana ny firafitry ny tantara ihany koa ny mpandray anjara asa na actan ny mpandray anjara asa dia ireo hery na zavatra na olona nandray anjara tamin’ny fizotry ny tantara. Tsy voatery ho olona foana akory ny actan , fa mety ho biby, na zava-maniry, na hery hafa tsy voafehin’ny olombelona ihany koa. Miovaova ar... |
Clarisse ratsifandruhamanana, op. Cit. Boky ii, tak 34, 35 |
Izato molotrao dia manitra misy fofom-boninkazo 15- mankahery sy mandranitra ny herim-po malazolazo. |
Xavier roegiers, l’école et l’évaluation, 2004, p.51 la compétence est la possibilité pour un individu de mobiliser un ensemble intégré de ressources en vue de résoudre une situation-problème qui appartient à une famille de situations. 8 bronckart, repenser l’enseignement des langues, 2005, p.195 |
Fampitahana ny zava-nisy hita tao amin’ny lisea nanisana sy tsiroanomandidy. |
Ireo nanovozan-kevitra |
Praiminisitra norbert lala ratsirahonana no nandimby azy teo amin’ny fitondrana76. |
Diso anefa izany fiheverana izany, fa manana ny maha-izy azy ny malagasy, eo amin’ny sehatry ny literatiora, na eo amin’ny heviny izany, na eo amin’ny endrika ivelany hanehoany azy. |
Ny olana sy ny vahaolana |
Valan-javaboary. Fa ity fikarohana izay ataonay ity kosa dia manasongadina ny anjara- toeran’ny dina eo amin’ny fiarahamonina sy fampandrosoana ao amin’ny distrikan’ambatomainty. Tsy hihambo ho nahadinika ny asa fandalinana rehetra nisy izahay, fa santionany vitsivitsy voaangona tamin’ny alalan’ny fikarohana no hatolot... |
Tsirinala,28 11 99 |
O, ry tany be toloko raha mijery izao ankaso, dia mangotika ny foko, ka mijohy ny ranomaso! |
Sakafon-tsaina n 11, alarobia 15 mai 1934; alatsinainy 12 novambra 1934 |
Boudreau g , le changement de comportement en général, université de moncton, 2002 6. Dubar c la socialisation. Construction des identités sociales et professionnelles, armand colin, 1991 7. Prochaska j. O , diclemente c. C , norcross g. C in search of how people change applications to addictive behaviors. American psy... |
Tantaran’ny fanjakana teo amin’ny foko antanala antanalan’ikongo , tak 1 18. |
Ny isan’ny mponina |
Hita izany ao amin’ny as. Nanavatsava ny reniranon’i limpopo i andry sy ireo mainty hoditra na dia alina aza ny andro mba tsy hahatratraran’ireo fotsy hoditra azy ireo. Ao amin’ny et dia nanenjika ireo jiolahy i andry sy ilay zandary na dia alina aza ny andro. |
Trano printy fjkm imarivolanitra bp 660 tél. 22 247 10 le nif 71517 stat 22201.11.1981.0.10005 |
Zazavavin’iarivo, tadidio sy tsiahivo misy betsaka, no sady mihamanja vao mitsiry dia efa manam-paniriana mpitantana, mpizaka mpanatitra sy mpaka sady jefy no vaventy fa tsy kely ka ny zipo aza toa tsy nekeny nosoloanay pataloha teitery ka revo izay mijery |
Ny toerana voafaritra ara- jeografia ny tiana ambara amin’ity zana-pizarana ity dia ny momba ireo toerana voaporofo mazava ao amin’ny sarin-tany ny fisiany. Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny tantara foronina ny fahitana ireo toerana voafaritra ara-geografia. Ireny mantsy no teboka iray mampana-kery azy ka mahaton... |
Tamberim-boanteny am-param-pehezanteny sy an-doham-pehezanteny mifanaraka. Ohatra lohataona tak 56 nandalo vetivety ny lohataona. Lohataonan’imerina ka ny fitsiriana no amantarana azy tenany tak 59 ny fitiavan-dratiaray an’i nirina, tsy fitiavan-janaka loatra fa fitiavan-tenany. Ny tenany ihany no tiany ao amin’io zaza... |
Ny fomba fisainana niova miova tanteraka ny fomba fisainana, noho ny fiovan’ny fomba amam-panao. Na eo amin’ny fanatanterahana ny fomba amam-panao, na eo amin’ny fitandrovana ny haja aman-kasin’ireny dia ahatarafana izany avokoa. Lasa fahazarana fotsiny sisa ny fanatanterahana ireo riba fanao mandritra ny fahafatesana.... |
Oui rédaction modification |
Ankoatry ny asa fampianarana dia nisahana ny seminera momba ny kolontsaina sy ny asa fampandrosoana izy ny taona 1995. Ny taona 1997 kosa indray dia niandraikitra ny propriétés industrielles cabinet raketamanga izy. |
Moa ve mba fantatrao fa manan-danja amin’ny fampiorenana ny fahefana ny fifehezana ny fampahalalam-baovao. Ny fampahalalam-baovao dia sady fitaizam-bahoaka, no andrin’ny mangarahara, no fototra iorenan’ny demôkrasia. Anisan’ny endrika iray isehoan’ny fividianana ny safidim-bahoaka ny fanelezana vaovao tsy marina. Meloh... |
Izany, hono, no, nisehoan’ilay fiten’ny ntaolo hoe tombo ifaralahy, fa 35 nateraka . |
Isan’ny fafana 04 |
Taranja mt |
Ny fomba filazan-javatra amin’ny 1994 sombin-tantara araka ny ahita azy ao |
Volana vaomieran’ny |
Olana ho an’ny tany mahantra ny fiadiana amin’ny aretina. Eo ny tsy fahampian’ny tobim-pahasalamana, ny fanafody isan-karazany, ary indrindra ny tsy fahafahan’ny olona mitsabo tena. Maro ireo karazan’aretina mpahazo ny olona, saingy misy ireo areti-mifindra tsy sitram-panafody izay tsapa fa mandripaka ny tany mahantra.... |
Vous êtes l’oiseau-qui-va-où ? |
Leguern m , |
Regularisation compte d’attente |
Ny mifa ompa ny foko roa mifa ompa dia avy amin’ny tange y nifanaovan’ny razamben’ireo foko roa ireo fa hifandray toy ny mpihavana ka amin’izany dia hanjary soa ho an’ny olona avy ao amin’ny foko iray ny ompa ataon’ny olona avy ao amin’ny foko iray hafa izay zivany. Oatra ny olona ao lanivo dia zivan’ny olona ao ndra o... |
Fivakisan’ny fiarahamonina malagasy ho roa |
Dictionnaire encyclopédique 2002 |
Nalefako, ry neny, ilay zanakosy dia fa efa mba tamana k avela hiriaria. Nesoriko ny tady, nalako ny fatorany; malalaka izy izao, izay tiany no izorany. Jereo fa mikarenjy ao anaty zaridaina, malandilandy volo sy velombelona aina. Toa takatry ny saiko ny hasambaram-pony satria malalaka izy, manampatra ny zony. Ny ahitr... |
Amin’ ny voninahitrao, hahataomana olo- maro! Koa na antitra aza i dada ka ny vatana toa osa; ny fanahy sy saina anaty, hihatanora hatrany kosa! |
Pera vary 100kapoaka |
Antoka iray mampahomby amin’izay atao rehetra ny fitandroana ny fahadiovana. Ny boky mitondra fahalalana sy fahaizana ho an’ireo mpampiasaa azy, koa tsara raha kajiana. Misy hafa ankoatra izay voalaza izay fitaovana ampiasain’ny ankizy any an-tsekoly, tokony hovoakajy tahaka ny boky koa izy ireny. Ilay toetra tia sehos... |
Nalefan’i solomona tazan’ireo anadahiny |
Fandrosoana ka lasa hoe fandrosoana, tsiny, tody miharihary mihitsy ny tian’ireo mpanoratra hahatongavana sarihany ny sain’ny mpampiasa ny boky tsy hifantoka fotsiny amin’ny fiheveran’ny ntaolo malagasy ny tsiny sy tody, fa mba hametraka izany fiheverana izany amin’ny andro ankehitriny. Amin’izay mantsy, hisy ny fandan... |
Manana anjara asa roa lehibe eo amin ny fampivoarana ny fiainam- piarahamonina izy. Voalohany amin izany dia ny sehatra toe-karena. Manampy betsaka ny mponina eo |
Fampiharana ny finoana lafin-javatra roa no azo ambara amin’ity hafatra ity andaniny ny fahafahana milaza fa tafita ny hafatra, satria ny ankamaroan’ireo kristianina, dia saika ao anaty sampana na fikambanana avokoa. Manao vaindohan-draharaha ny asa sosialy akoatra ny fianarana soratra masina izay ifotorany. Anisan’iza... |
Maro ny olan’ny fanofanana ny ray aman-dreny malagasy noho ny fisian’ny kolontsaina sy ny fomba amam-panao. Tsy afaka ny hanala izany kolontsaina izany eo amin’ny fiaraha-monina mihitsy anefa, tsy maintsy mila fotoana maharitra amin’ny fanatontosana ny asa. Ao ihany koa ny olana eo amin’ny mpianatra, sarotra ny fanabea... |
Hanararaotam-pahefana ka jonoina taovan-kena hangoronana harena tsy fampiharana lalana fa anao ny tanàna ka anilihanao ny rihitra amin’ny helokao mizihitra satria ianao mba nitokiany152. Nampitandrina ny mpitondra i arni eto fa manana ny maha izy azy io vahoaka io fa tsy anaovana izay tian-katao. Ny vahoaka malagasy ko... |
Mifototra amin’ny amin’ny fiandohana nefa mampifanaraka indrindra ny fombafombam- pivavahana amin’ny toetrandro sy arak any zava-misy amin’ny faritra ary ny fombafomban- tany misy ao aminy arak any hafatra tamin’izany. |
Nampiasain ny mpanoratra indray kosa io karazany io, nentina nandoko hevitra mitsimbalivaly na nentina nampitahana zavatra roa. A ny hevitra mitsimbalivaly |
Jasmina ratsimiseta, j. J. Rabearivelo, izay famerenana samuel ratany. Nanangan- f inona avy àry no tokony ho fantatra raha tanana no |
Raivo mikiakiaka mafy, tsy mijanona |
Banque mondiale, madagascar evaluation de la pauvreté, septembre 1999, a review of world bank participatory poverty assessments, consultations with the poor.28 juin 1996, |
Mpiantsehatra amin’ny vakodraza? A. Miankina amin’ny hoentimanan’ny tarika sy ny mpanohana azy koa anefa no mety mahatomombana izany. Ny endrika amambikan’ny mpanao vakodraza? A arahana fihetsika miaraka sady mirindra dia manamora ny fahazoana nyhafatra tiana hampitaina. Hitan’ ny mpanao vakodraza? A hatrany ny fitaova... |
Teo amin’ny fanehoana ny habaka kosa anefa dia niavaka ihany koa i michel andrianjafy, satri, raha toerana efa nipetrahany naharitra, sady efa fantany tsara no nanorenan’i e. D. Andriamalala sy i auguste rajon ireo tantara nosoratany ireo, dia voalazan’andriamatoa rajaonarisaona edouard kosa fa ny toerana manodidina an... |
Acte 21 ralène , lolona, solo , dokotera , fara ao hopitaly fara manomboka mahatsiaro , mitaraina , miantso solo a! |
Taranja malagasin’ny taona voalohany tao amin’ny liseam-panjakana ambohitrimanjaka. Rehefa tonga tamin’ny fandinihana ny fotoana mahamety ny fanatrehana ny kilasy anefa dia niseho ny olana noho ny fandaminana vaovao , satria nisy mpampianatra taranja malagasy vao nahazo fanendrena hampianatra ao amin’io sekoly io. Voka... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.