text
stringlengths
10
11k
Ho an’i b, dia tsapa fa manimba ny mpianatra ny tsy fanavaozana ny fomba fiasa eo amin’ny fanatanterahana ny fampianarana. Efa fantatry ny mpianatra mantsy, fa tsy hanadina lesona mihitsy izy. Mety hiteraka fakam-panahy ao aminy anefa izany, ka hahatonga azy tsy hamerin-desona mihitsy. Mety tsy hampandroso ny mpianatra...
Moyen de communication
Ny harivan’ny 30 septambra 189544 no tafakatra teto antananarivo ny tafika frantsay. Nanomboka teo no nahalasa zana-tany frantsay an’i madagasikara, na dia ny 14 aogositra 1896 aza no nivoahan’ny didy. I joseph simon gallieni 1896- 1905 no governora jeneraly nampandry tany teto.
Amin’ny faritany sasany 153 razafiarivony michel, 2006, tak. 112 ny beko dia lahabolana hiraina miaraka amin’ny zava-maneno, dihy, tehaka ; tanterahina mandritry ny lanonana iray na fankalazana fomba amam-panao toy ny savatsy sambatra misy mpiventy izay mitarika ny hira mandritra ny fanatontosana azy tsy mba atao rodob...
Kiviro filazana ny kavia fahiny
Fizarana ii firafitry ny teny malagasy ao amin’ny boky tantara ny andriana dinihina amin’ny lafiny feo
Ii.1.8. Démarche qualité
Alain-dolo, alain’angatra!
Satan tereko ho tia ahy
Ny fitombon’ny mponina
Akademia malagasy, op cit, tak 848 849
Jery kiana sy tolo-kevitra ho fanatsarana ny boky fary mamy kilasy voalohany. 3.1. Ireo lafin-javatra heverina ho mety. 3.1.1. Ny fomba nanehoana ny boky 3.1.1.1. Ny fonon’ny boky , ny habeny , ny taratasy nanaovana azy. 3.1.1.2. Ny faritra fotsy ao aminy. 3.1.1.3. Ny firafiny.
Sarin-tany 1 ny disitrikan’amparafaravola eo anivon’ny faritanin’ny toamasina
Ny anarana fizahoana dia entin’ny mpiteny misarika ny olona reseny lahatra hiandany amin’ny hevitra arosony noho ny hevitra raketiny izay sady manondro sy manoritsoritra ny zavatra tondroina no maningotra avy hatrany ny olona resen- dahatra 99. Amin’ny karazana ambara maneho fanombanan-javatra na fanombanana ny olona r...
La stylistique lecture, klincksieck, paris.
Mbola ilaina ve ny manana taranaka maro ankehitriny? Ahoana ny fahitanareo ny lanjan’izany fanana taranaka maro izany? Tamin’ireo tanora sy ny zafikely
Rojo sady nitomany indr? , jereo fa bongo ny mason-dr? , fa taiza no nianjera?
Ny fitiavan-kavana
Hita ao amin’ny fepetra ho an’ny tetikasa fa ny mpikambana tsirairay dia mandray anjara amin’ny fanatanterahana ny zanaka tetikasa; takina amin’ireo mpikambana tsirairay araka izany ny fananana tany hanatanterahana ny asa. Ho an’ny fikambanana nisafidy ny asam-pambolena dia velaran-tany 1 hekitara fara fahakeliny ny ve...
Ny renifeo nt indonezianina dia mifamaly amin’ny renifeo n malagasy. Miasa io fifamaliana io eo amin’ny vanin-teny faharoa, anaty voanteny. Ohatra 2 nt n- nanti he nany
Benveniste, taterin’i gérard dessons, 2006, tak. 68 le discours est la langue en tant qu’assumée par l’homme qui parle 43 dubois, 1973 voambolana énoncé le mot énoncé désigne toute suite finie de mots d’une langue émise par un ou plusieurs locuteurs
Fitambarany
Andriamasinarivo ampanjaka zafirambo mitondra ny tra obe ampiringalava sady monina ao, 87 taona aimé ben’ny tanànan’ny maromiandra babety ratsimandresy, vavatany ampiringalava bebe norosoa, renim-pianakaviana monina ao ambohidreny mahazoariavo antananarivo , 66 taona biny, tale mpiandraikitra ny epp ampiringalava delis...
Harona loa-body ny betrony mandoaka vodirindrina 30 sy vodihazo ho maimbo hampy, harivariva amboditamboho tsy mpifankatia mifanoroka intsony fa anoloana toa olona any ivoho amboadia!
Taratasy atao sarany ariary iray filazana teraka 0 filzana fahafatesana 0 fanjanahana zaza 0 fanomezan-dalana handevina permis d’inhumer 0 kôpia voalohany 0 kôpia fohy bulletin de naissance 100 kôpia lava bulletin n 2 500 fanamarina certification 500 fanamarinan-tsonia légalisation du signature fiara -moto -bisikileta
Fohifohy sy naseho an-tsary ny atao mandritra izany fikaramana izany. At fizarana ity koa no n ny t fiarahamonina roa tonta ary ny soso-kevitra ho
Hita fa nanao ezaka ireto mpampianatra ireto a sy b tamin’ny fikirakirana tahirin-kevitra nandritra ny fanomanana ny lesona. Nisy hatrany mantsy ny fanomezany tohan-kevitra avy amina boky tamin’ny lesona natao.
Veloma masina indrindra, ry dadatoa bekely ô. Hoy ny zanak’anabavinao hajaina septambra 2007
Amin’ny alalan’ny adihevitra hita tao amin’ny tononkalo miendrika hain-teny no nanehoan’i samuel ratany ny fahalemen’ny olombelona, izay tsy
Iii-2-1 tolo-kevitra avy amin’ny mpialoha lalana
Lalan-kely an- tanàna 800 x
Firaketana
Testamenta taloha sy testamenta vaovao
Mama ny ohatra ireny ilay efa mpanao sy zatra ireny.
Pcd, kaominina vodiriana, 2010
Kalon-driana atolotra ho an’i village-boy, ho fahatsiarovana ny tafa taty iarivo
Ny matoanteny entina mitsara dia karazana matoanteny itsaran’ny mpanao ny hetsika ho tsara na ratsy izay toe-javatra resahina no sady maneho ny fanombanan’ny mpiteny azy ho marina na diso 92. Anisan’izany ohatra ny matoanteny toy ny hoe manameloka , manebaka, manendrikendrika, manome tsiny. Ohatra mampanongo tena ny mi...
Fampahafantarana ny olana sedrain’ny kaominina antanetikely ambohijoky
Sampana teny sy haisoratra ary riba malagasy
Iecd, tak 6. 5 000 collégiens bénéficient d’une cantine pendant la période de soudure, période précédant les premières récoltes et où le grain de la récolte précédente peut venir à manquer.
Rado ramaherison 26 jona 2002
Robona robondrobona robonana
Io fiverenan’ny teny hoe malalako io dia mampiombona ireo fehezanteny ireo. Araka izany, io teny hoe malalako io no tandindon’ny fiombonana eo amin’ny fitiavana. Tsy kisendrasendra ny filalaovana amin’ny épanalepse fa nentina handoko ny fisian’olon-droa miombona amin-javatra tokana dia ny fitiavana. Azo raisina ho chia...
Nahariharin’i nasolo tamin’ny alalan’ny sorabaventy ireo voambolana noheveriny fa manan-danja noho ny teny hafa. Hotsongaina tsirairay avy ato amin’ireto andinin- tononkalo vitsivitsy ireto izany 1917 1944 nisy betsileo iray, dia ingahy ralaimongo nanao ny ainy tsy ho zavatra. Raha vao tonga avy tamin’ny ady lehibe dia...
Lay nofinofim-bolan-teraka anivon’izao foana izao sy tany moana mampiferotra
Ny kabarin-dranavalona i mandrara ny fivavahana kristianina tsy mamono an-trebotrebony
Mangidy t 42 mangidy sy mafaitra ’lay tsiro mba manganana fahazo sy fihinany. Mangidy, mafaitra
Ny fiankohonany
Malagasy aho, edisiôna md paoly antananarivo, 133 tak
Famintinana ny tantara mpivady mpanan-karena i bruno sy i hary. Nanan-janaka vavitokana antsoina hoe alisoa izy ireo. Mpivady nahantra kosa rabary sy raverosoa ary nanan-janaka lahy atao hoe solofo. Samy nianatra tao amina lisea iray i solofo sy i alisoa. Kilasy famarana i solofo, ary kilasy faharoa kosa i alisoa. Tsy ...
Ny laona dia hikambanana a! Ny lalana dia hizorana a! 2- ny lanonana hikambanana, ny tany natao hinanana regarega 08
Teny fototra boky fampianarana, mpampianatra, mpianatra, kilasy famaranana.
Ny hasin’ny poeta hoe matoriandro sady mora mihandro ! Hoe mpirediredy nefa mba mibedy ! Hoe mihamboho andry nefa ny hairesaka no mampody mandry !
Ny andininy ity rango mitondra ny lohateny hoe nianatra taratasy ity izao dia ahitana andininy roa akora iasana faha 15 nianatra taratasy
Ny anjara toeran’ny mahantra eo anivon’ny fiarahamonina 129 boky i , tak 8
Madinika an-janany
Ny rima araka ny hafenoany mety ho rima tsy feno, mety ho rima feno, mety ho rima feno mihoatra koa aza ny rima ao amin ny tononkalon i lyra.
Hafahafa tamin’i miaro ny fivereny teny amin’ny fonja satria fiainana tsy ahitana fiovana sy fivoarana ny famerenana azy eny. Niheverany ho fampifilafilana fotsiny ny fandefasana azy tany amin’ny hopitaly. Fahatsarana vao nitsidika teny amin’ny hopialy
Le schéma institutionnel
Nenibe eny rankizy a! Fantatro ny hadisoako. Resinareo tanteraka aho.
Ny fotoana nivelaran’ny tantara f. T
Febroary h5
Fantatry ny mpanoratra fa ny olon -drehetra no mihaino ny tantara fandefa an’ojam-peo, noho izany tsy maintsy mivonona sy manomana ny mpihaino izy mba hahatonga azy ho liana hanaraka ny tantara hatramin’ny farany. Tsy azo anaovana antsirambina noho izany ny fampidirana. Miankina aminy izany no hisarihana ny mpihaino na...
Fambolena. Mitoetra any amin’ny vondrona hafa izy ireo mandritra izany fotoana ianarana izany ka mety ho maro ny zavatra hita fanaon’ireo vondrona hafa ireo ka rehefa mody dia mampihatra ireny fombafomba ireny. Noho izany, singa goavana niteraka fiovana teo amin’ny fomba fiasa sy fanaon’ireo tantsaha mpamboly vary ny f...
Mi sy olona manatona ahy iny! Dray tena jambena ny masoko! M mazava be! F fa iza ianao? Mangovitra i hasina!
Indrindra fa ho an’ireo mpitati-bolana, mety hitondra soa ho an’ny fiainantsika io nefa mety hitondra zava-dratsy ihany koa. Tonga amin’ilay ohabolana malagasy hoe ny teny toy ny fonosana, izay mamono no mamaha 123 ny teny dia azo atao fitaovana iray entina miady. Araka izany ny ratsy fanahy no tena manao azy io ho fit...
Ny aingam-panahy.
Septambra literatiora ny literatiora amin’ny ankapobeny famaritana,
Sobika ratsy rary ny fiainana rehefa rovitra tsy azo safiana intsony.
Arahina 158. Eo anatrehan’izany dia misy fifandraisany betsaka ny fomba amam- panao sy ny fivavahana kristianina. Sary xxii reliziozy mitondra relika
Fampandraisana anjara eo amin’ny fanatanterahana fametrahana ny fotodrafitrasa azo lazaina fa manana anjara asa mavesatra ny tantsaha amin’ity fananganana ny fotodrafitrasa ity. Azo tsinjaraina ho roa ny andraikitry ny tantsaha amin’izany, ankoatra ny asa iaraha-manatanteraka amin’ny fikrifama.
Volana fiangonana
Matiere specialite malagasy horaire hebdomadaire .
Teny famaranana
Toko voalohany fampahafantarana ny mpanoratra ilaina ny mamantatra ny mpanoratra mialoha ny fanadihadiana ny asa sorany. Manampy ny mpikaroka amin’ny fanaovana asa fikarohana izany. Hoy i wellek sy warren ny tantaram-piainana dia manazava bebe kokoa ny pôezia amin’ny maha-vokatra azy13 hojerena eto amin’ity toko ity àr...
Ny fanovana endri- javatra
Sendra angamba aho hanaraka ny teninao fahiny hoe haka mpanampy ihany raha ohatr’izao. Ry maman manko izao efa nanipinipy teny kely ihany, fa misy zazavavy naman’ilay mpanampiny, hono, ao afaka miasa at? Amintsika sy ianao. Naleoko ihany aloha nanontany izay hevitrao, fa tsy tapako izaho samirery izany.
Manelàra, manombàna ô! Ry vodilanitra iny dia aoka izay ka mitsahara! Hifalian’ny mpivahiny!
Haimah mitomany nenitoa a! Impiry naratra tokoa moa ny foko vao niova ianao sy i rojo? Vola indrisy! Raha nitia sy tsy nampijaly anao izahay, tsy nanao izao ianao! Haimah, tena tsara ny nataonao satria nanome lesona ahy, ka tsy hanaovako toetra ratsy na amin’iza na amin’iza intsony!
Mba jereo kely anie irony milisy
Dia hampanompoina.
Ankoatra izany, misy ihany koa ny fihaonana ataon’ny solotenam-paritra amin’ny mpihaino any amin’ny faritra iadidiany. Amin’izany no hitondrana ny hetahetan’izy ireo ka ampitaina any amin’ny fandaharana voizin’ny fampielezam- peo. Fotoana ihaonan’ny mpanentana amin’ny mpihaino ny lanonana toy ny tsena, ny famadihan-dra...
Ny mamantonalina 30-07-95 ambioka, lah 39, oktobra, taona fahefatra
Miaritra ny ataon-janany rasoa.
Misy endrika roa mety hisehoan’ny matoanteny maneho fizahoana mandrakariva ny matoanteny maneho fifamaliana tsara ratsy sy ny matoanteny maneho fifamaliana marina diso mampisalasala. Hovahavahana ny momba azy ireo tsirairay avy.
Descamps h les religions de l’afrique noire in ancêtres et sociétés 1965 paris puf 2eedition decary r m urs et coutumes des malgaches , paris payot 1951
Izay rehetra nataon’i miaro dia nametrahany ny finoany avokoa. Ohatra, izy naniry hianatra aty iarivo sy ho afa-panadinana isaky ny miatrika izany. Nisy fotoana ihany koa izy notaomin’ireo naman-dratsy hanao hadalana. Rehefa tsapany fa tsy mifanaraka amin’ny sitrapon’andriamanitra izany dia nitady hevitra izy mba hiala...
Nitokona mihitsy tsy ho maraina intsony ny ali-mamanalany fa lavitry ny maso, nandositra ny fony ’lay olona malalany.
Ireo lisitry ny fafana laharana lohateny tak 1 maneho ny fiovaovan’ny mpitondra teto madagasikara 94 2 maneho ireo lohateny fohy 145 3 maneho ireo lohateny antonony 148 4 maneho ireo lohateny lava 153 5 maneho ny fahatetehan’ireo karazan-dohateny ireo 157 6 maneho ny endriky ny andinin’ny tononkalo 166
Ireo lesoka tsapa amin’ny fomba fiasan’ny ceres sy ny tolo- kevitra ho amin’izany
Review of world bank participatory assessments, consultation with the poor, world bank september 1999, p 16 definitions of poverty vary by gender, sex, culture, and otheir social and economics contexts. For example, in both rural and urbain ghana, men associate poverty with a lack of materiel assets, where as for women...
Ny teny frantsay betsaka amin ireo vahiny mianatra ao amin ny cli no mampiasa ny teny frantsay. Tsy ireo tera-tany frantsay ihany fa ireo tera-tany hafa ihany koa. Ny ankamaroan ireo miteny fratsay ireo dia tsy mahafehy ny teny hafa ka dia io teny io ihany no ampiasainy rehefa miresaka ao an-dakilasy. D. Ny teny anglis...
F4 hifikifikyakoho raha amin’olona samy olona dia azo vonoina na tsy vonoina arakaraka ilay olona hifikifihana. Raha hovonoina izy dia tapahana ny tendany, fa raha tsy hovonoina kosa fa hompiany dia ny sangany fotsiny no anapahana kely ka ny ra dia asoritr’ilay nanisy ratra ny bain’ilay maratra dia arahina teny. Raha e...
Zk1 manantena ny kisendrasendra pk miandry ireny loka mety hahazoam-bola tampoka ireny, ohatra p. M. U zk2 mionona amin’ ny zava-dratsy miseho, ka tsy mandray andraikitra intsony. Pk mino ny fahamarinan izany ny olona, ka tsy miezaka intsony hanova volo izay efa misy.
Famariparitana ny toerana iray amin’ireo distrika telo 3 mandrafitra ny faritra itasy sary a, b hita aty afovoany andrefan’i madagasikara ny distrikan’arivonimamo. Toy izao ireo mamaritra azy manodidina ny ao avaratra ambohidratrimo sy ankazobe ny ao atsimo ambatolampy sy faratsiho ny ao atsinanana antananarivo sy atsi...
Toko telo mahamasa-nahandro sy maneho ny maha olona tsy azo dinganina eo amin’ny tantaram-pirenena azy ireo. Ndeha hojerena manaraka ny tarigetran’ny gazety takariva sy ny endriny.
Mifona re aho, sefo! .
Ny fanovana endri-javatra sy ny fiofon’ny faharetam-pahavelomana tsy ny nofo ihany no miofo aorian’ny fahafatesana fa ny faharetam-pahavelomana ihany koa, izany hoe nitafy nofo mety maty talohan’ny fahafatesana, fa nitafy fanahy tsy mety maty kosa taorian’ny fahafatesana. Voafetra ny fahavelomana tety amin’ny tontolo a...
Fameno mpanatanteraka ny hetsika mifanandrify amin’ny ambaran’ny matoanteny amin’ny fiendrika manao no anjara asan’ny mpisolo tena eto. Mahare, mahavita, manapaka no endriky ny matoanteny amin’ny fiendrika manao amin’ireo ohatra eo ireo, ka ny mpisolo tena tampisaka miaraka amin’ny endriky ny matoanteny niofoka no mana...
Vady! Anarana voatokana ilazako anao andry anorenako fiainam-baovao eny anao ny hery, ny foko sy ny saiko 5 ny teny ’zay omena ny fara-fofonaiko. Ianao no fantatro fa mahatakatra ahy ary azoko takarina, hany aho ka sahy. Ianao no fantatro fa manana fanahy tsotra sady marina, hany aho ka sahy. 10 ianao no fantatro, sahi...