text
stringlengths
10
11k
Ny vanin-danto izay ahitana ny feo mafy na ngadona sy ny feo malemy na tsaika u dia mazàna natao hanaitaitra ny mpamaky poezia. Ohatra fasika amoron’ny rano malaky mikoa amin’ny onja sy ny alona ve? Sa vato malemy sy mora vinakin’ ny eri-mifafy mangina tsy re ? J. Rabearivelo
Raivo hay! Pasitera a , eny àry fa hiakanjo ihany aho e.
Mémoire de fin d’études pour l’obtention du certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale
Ohatra1 mitaraina ny tany rehefa ambolena moa ny voanjo, madiodio ny tanimboly satria vao navadika tamin ny angadin omby. Rehefa maniry kosa ny voanjo, miara-maniry aminy koa ny ahitra. Ilaina avaina ny voly noho izany. Tsy zava-mora ny miava maninginingina ny manao azy, angady kely no ampiasaina fa ilaina fikendrena f...
Feon’ny alina
Ny vehivavy manontolo efa hitako aminao ianao no ’lay tontolo manam-bika jaojao. Ianao no ’lay tontolo jadojadona famindra ianao no ’lay tontolo malefaka ka soa indrindra.
Le secteur rural ce secteur qui regroupe 85 de la population active est pourtant celui où le travail est morcelé et largement non rémunéré. Le marché est quasi inexistant. La population active y est principalement occupée dans l’économie agricole de subsistance car elle travaille le plus souvent dans un cadre familial....
Section 2-fiabilité de documents commerciaux au sein de la société tpfjkm, par l’intermédiaire de service de comptabilité, le comptable respecte les procédures du contrôle interne. Ces procédures doivent donner l’assurance que les factures sont établies et envoyées aux clients dans des délais raisonnables, les livraiso...
Avelao izy ho’ aho
Ireo samy vahiny no mampiasa ity teny ity, satria io no tenin ny ankamaroan izy ireo. Ankoatra ireo mpampianatra ireo moa, dia ao koa ny mpandraharaha isan-karazany ka misy amin izy ireo ny miteny io teny io. Ireo malagasy mpampianatra kosa dia eo an-dalam- pianarana ny teny turque ka mbola tsy misy ny mahafehy ny fite...
Hery ny aina
Toko iii. Ny fambolena misy any an-toerana
Fafana 3 maneho ny voambolana milaza fifaliana
Eny, tompoko! Bema no anaran’ny vadiko! Izaho no rahary! Ilay mpiray tanàna tamin’i bema fahiny ianao ve no rahary? Hoy ilay vadin’i bema gaga sady faly aoka izany. Efa notantarain’i bema tamiko ny momba anao sy ny soa rehetra nataonao taminy! Faly be aho mahita anao! Efa impiry saika hitady anao moa izahay fa tsy mbol...
Ny fifandraisana eo amin’ny mpandraharaha hafa marihina avy hatrany fa tsy ny koba irery no hita ao talata volonondry fa maro ny mpandraharaha tsy maintsy iarahany miaina ao an-toerana, anisan’izany ny mpandraharahan’ny tanàna, ao ireo mpivarotra manodididna, ao koa ny mpamily sy mpandeha fiarakodia.
Rakotoson raolisoa lala julienne agnès, 2000, lovako t10, ambozontany, tak 6 47 rajaona, s, 1972, ny zava-kanto vita amin’ny teny , antananarivo, ambozontany, tak 75 la métaphore est une figure par laquelle on transporte, pour ainsi dire la signification d’un mot à une autre signification qui ne lui convient qu’en vert...
Koto an, an, misy kosa tena tsy mahazo toerana a! Na nahazo ihany fa toerana tena tsy handalovan ny mpividy mihitsy.
Fizarana fahatelo ny endrika ivelan’ny asa soratra novokarin’ i tsirinala
Miasa andro aman’alina ry andry mba tsy hahavery fotoana azy ireo sy mba hampiroso ny fanadihadiana.
Endrika iray mampiavaka ny fiainam-pahazazana ny famerimberenana. Ireny matetika dia mandoko ny fihetseham-po mibosesika tsy hay tohaina ao anatiny manoloana ny toe-javatra iray. Misy fiverimberenana matetika ao amin’ny tononkalon-dratsimba georges. Maneho ny toe-tsaina ananan’ny ankizy izany. Maneho ihany koa ny fifan...
Eto ihany koa ianareo zokibe toa ray, zoky tsy songona- mandeha, tsy salovani- miteny eto koa ianareo mitovy saranga amin’ny tena, harona niara- drinary, valala niara nanjohy, ombalahy be tandroka tsy mifidy tany hiadiana, angady tsara ofana tsy 10 mifidy tany hotrandrahina, ary havanana amin’ny fandaharan- teny.
Mirakitra hevitra izay misy ifandraisany amin’ny fiarahamonina niteraka azy asa soratra voafaritry ny vanim-potoana nisiany
Fafana 4 maneho ny tanjaka, fahalemena, fanararaotra, loza mitatao
Raha ireo vokatra ireo no jerena dia tsara kokoa ny mampiasa lahatsoratra efa nohamaroina mialoha raha misy ny fahafaha-manao izany. Amin’izay mantsy dia tsy lanilany foana ny fotoana ary voatazona ny fifantohan’ny mpianatra.
Randriamiadanarivo, singam-pivoarana 1995, lah. 6, tak.5
Toetra raiki-tampisaka ao an-tsain’ny tovovavy malagasy maro ity fitiavam- bazaha ity, ary hay efa tamin’izany fotoana izany no nisy. Ny resaka saranga, izany hoe ny faniriana hanakatra ny saranga heverina fa ambony noho ny misy ny tena ihany koa dia mety hampitsiry ny fitiavana. Raha tsorina dia ny fikatsahana tombots...
Pianarana amin’
Tsy fifamihinan-drantsana toa mamindra hafanana vetivety dia vahana no niteraka hasambarana tany anatintsika tany, sanatria tsy izany! Moa ny volo sy ny vahy tsy mba sambatra raha toa ny mifandadina ho soa?
Maneho ny toe-javatra izay tsy ao anatin’ny sain’ny olona akory ny mpanoratra. Zavamisy any amin’ny miafina indrindra no aharihariny. Hoy i nalisoa ravalitera ao amin’ny aingam-pivoarana ny mpanoratra dia mpamohitra ny ambany maso tsy hita. Ny mpanoratra dia mpanambara ny zava-misy 152. Ny anjara asan’ny mpanoratra iza...
Fanazavana ny kisary fa fotoana ara-tantara fn fotoana nanoratana ft2 fotoana nivelaran’ny tantara ff2 fotoanan’ny fitantarana ny fifandraisany
Handroso ve iarivo amin’ny taona roa arivo ? Izay no lohateny nivoaka tan-gazety vinakin’ny mpandalo manerana arabe
Notendren’ny m. P. F hitondra sy hampianatra tao amin’ny sekoly reziônalin’i miarinarivo izy. Avy eo nifindra tao mangarivotra mahajanga. 31 aogositra 1948 nifindra tany ambatolampy.
Mo mfandraika am le teknôlôjia nresaan ny ranamana tato, en faite zany izy io an samy efa nteny daôly tsika, sty oe izy io fa samy efa niteny daôly tsika de misy teny frantsay fôna eny atsefatsefany eny, teny frantsay kely fôna , fa manin le izy refa asina kely an le teny fratsay kely tonga de précis ary mazava tsara l...
Tamin’io fonenana io, tao no nisy ilay akany, tao ilay endriny madio, hany mamiko eto an-tany.
Dez, j, 1977-1980, la synthaxe du malgache, thèse de doctorat d’etat, université paris7, paris, reproduction des thèses de l’université lille 3
Vezovezo mamezovezo
Sendra enga anie izany, mba tsy ho fampanantenana poak’aty, fa mba tena ho tanterahinao tokoa.
Par ailleurs, le groupe composé de joelle, iharitiana, onja, mialitiana, iaina, vonona, gabriella et miandrisoa, s’est penché sur le centre de récupération des orphelins et nécessiteux créon sis à andavamamba ambilanibe. Les étudiants de ce groupe ont consacré cinq semaines pour des activités d’éveil, de chant et de da...
Endriky ny rafitra ifotony sy fomba fiasa
Avy amin’ ny hoe fara vady anadahy
Antsolatra sy ambatomiteny, vato mampiavaka ny vohitr’ambatomanoina fianihan’ireo vahiny amin’ny tady.
Ceres, centres de renforcement educatif et scolaire, tak 2. De par ses statuts , l’association promes se propose de mettre en place des structures de formation scolaire , technique et professionnelle ou toute autre action permettant et renforçant l’insertion sociale , professionnelle et économique des individus et de l...
Siméon rajaona, zava-kanto vita amin’ny teny, natonta fanindroany tak.24
Vokatry ny fiheverana tao amin’ny olona tompony, ka izany fiheverana izany no zary lovantsaina sy fanao , misy koa ireo toerana fanatontosana hetsika ara-kolontsaina , ohatra ny toeran-tsampy, ny zoro firarazana, ny mozea sary14 fomban-drazana sy fomba fiainana fanao ao amin’ny ala masina mijikenda toerana fanatanterah...
Tsy ekeko kosa, raha tebahina samy imaso tsy hananana hena-maso ka heverina bontolo fa hoe ho manontolo ireo tanorantsika ireo ka hitsiriritra ntaolo sy ny fiainany efa haolo
Fampiharana ny haitsikera eo amin’ny fiarahamonina ao am- pianarana
Tononkalo io. Porofoy -alahelo ateraky ny fitiavam- bola -hadisoam-panantenana vokatry ny fitiavana feno -fikarohana ny drafitra amin’ny antsipirihany
Ny roa amin’ireo mpampianatra taranja malagasy ireo no nanaovanay fanadihadiana manokana, ka tsara raha fantarina ny mombamomba azy ireo. Fafana avy hatrany no hanehoana azy.
Satria nony nojereko, dia nihanahana izy, fa isika nihamaty, raha izany, tsy ilaina.
Ts imanato sur! Lasa aho f’izay izany e! Veloma ’nareo mi-tsamy.
Hita ho niroborobo fatratra ny literatiora malagasy tamin’ity fe-potoana ity, indrindra ny tononkalo. Anisan’ny nahatonga izany ireo karazana fifaninanana izay nampirisika ireo mpanoratra vao nisandratra. Na izany aza anefa, dia tsapa fa tojo fahasahiranana ihany ny literatiora malagasy. Noho ny firoboroboan’ny tekinôl...
Andry iankinan’ny fampianarana ny mpampianatra. Maro amin’izy ireny anefa no tsy mahatsapa akory izany adidy masina iantsorohany izany, hany ka manao ambanin- javatra ny asa fampianarana. Misy amin’ny mpampianatra no tsy mahafolaka tsara ny taranja ampianariny. Tsy mampirindra ny fifandraisana izany, ary miteraka koron...
Section 2 problèmes de l’auditeur
Tsy hadinoina ihany koa anefa ny fiainan’ny mponina andavanandro satria izany no hahafahana mitaratra ny farim-piainany. 1-3-2-1 ny fahasarotan’ny fiainana andavanandro
Misy ny tranga maningana. Ohatra ubao mbao hazofisaka, fafana ulimi ndimi lela
Andriamalala ed ,
Noho ny fahitana fa ilaina ny hahatsapan ny mpianatra ny fitohizan ny fampianarana taranja malagasy arakaraka ny hiakarana amin ny ambaratonga ambony kokoa hatrany, mba hahatonga azy ho liana hatrany amin ny fiatrehana ny taranja ; noho ny faharesen-dahatra fa miantoka ny fahombiazan ny fampianarana taranja malagasy ny...
Fahalalana
Tsy nionona fotsiny tamin’ny zava-nisy tao antanetibe mahazaza izahay na dia tao aza no tena mifototra ny asa fikarohana. Nanatona ireny orinasa mpamokatra akoho ireny ihany koa izahay toy ny la hutte canadienne ivato, avitech ambohibao mba hahazoana fanazavana fanampiny hanatevenana ny asa fikarohana ankoatra ny fanat...
En vue de passer rapidement en revue des risques classiques d’un domaine ou d’un processus, le questionnaire de contrôle interne constituent une base pratique pour revoir les fondamentaux de contrôle interne. Il s’agit de la politique définie, connue et appliquée, de la séparation des fonctions, de la réalité des infor...
Miora tsy menatra akory ve ianao manontany izany eto imasoko andriamatoa ? Mihomehy maneso anjarako ny mamaly an’izany ratefy a ! Tsy fantatr’io zanako io izany ratefy aza atao manembatsembana ny fifalianay mianaka aloha ny toetra ratsinao e ! Miora an’eritreritra nts ! Iray minitra sisa dia tapitra ny fifalianareo mia...
Famaritana
Dilam-bolan-tsinana nilaozanao an-kaizina ny fo dorodoroka fisento môlamôla rakotra fitia
Diniho sy saino tsara tsy miahotra ny vavako milaza, manambara fa tiako ianao rahavako; 5 tiako tena tiako tena tiako sy lalaiko, tiako ianao kanefa tiako tsy hisedra ’reo mafy ’zay sedraiko. 10 ny fiainako mafaitra, ny fiferotana aina, ny adiko tsy laitra, ny ngidy tsy hay zakaina tsy tiako hiainanao.
May 1978 ratsimaholy francinet
Dingana vontoatin-desona fanamarihana famerenana f. Ahoana no fifandraisan’ny anjara, lahatra, tendry, vintana? V. Matoa voatendry ny olona iray dia efa voalahatra, ary mifanaraka amin’ny vintany ny fanendrena; tsy mety ho lasan’olon-kafa mihitsy akory ny anjarany amin’izany na dia ao anatin’ny am-bava
F’izay ’lay rongonin’ ny fahadalan’ ny olona mpino mpino herin-tsaina
Gaudin b , les projets de développement et les facteurs socio-culturels en milieu rural africain, in la culture, clé de développement cité par riaka un projet de développement est caractérisé par la définition préalable d’objectif à atteindre, simples ou complexes, les moyens locaux et exterieurs argent, personnel, mat...
Naivokely be karenjy dia malaza mpivenjivenjy dia mitsaika entan’olona na mihantsy fokonolona amin’ny hala-botry atao s’ireo toetra tsy fanao ka manosy sy mandratra azy izay rehetra mahatratra nivalo, niantsoantso, nandositra hiala tora-bato fa tojo ny ampamoaka koa tsy afaka nitsoaka maty, lavo afak’aina, tsy mba afa-...
Ny anjara asa fisarihana fonction conative, incitative ny anjara asa fisarihana dia mikendry fanovana hevitra na fampanekena hevitra ny itenenana, izany hoe, raha misy fomba fiheverana na hetsika na toetran’olona tiana hovana dia izay fombam-pitenenana rehetra afaka misarika azy hanaraka izay zavatra tenenina no fanten...
Teo amin’ny fizarana fahatelo kosa no nanasongadinana ny fomba nentiny naneho ny tononkalony izay ezahina hampahalalana amin’ny maro ny maha-poezia ny tononkalony. Ary tato ihany koa no nanolorana ireo mpihaino sy na mpamaky ny asa sorany.
Rafi-pamantarana
Fanomezam-pahasoavana manokana io 191. Na izany aza, tsy ny habetsahan’ny andinin-tononkalo koa no ahazoana mampita ny hevitra sy fihetseham-po, fa mety ho andalana iray na roa ao anatin’ny andininy. Milaza i r. Zanamihoatra fa tsy ny manontolo amin’ny soratra anefa no manan-kery hahatohina ny olombeloua fa zava-bitsiv...
Ny tanjon’ny fampianarana ny taranja malagasy ao amin’ny kilasy voalohany indreto misy ampahany ny mpianatra mahavita ny kilasy voalohany dia afaka mampiasa ny teny malagasy hita amin’ny fanehoan-kevitra am-bava na an- tsoratra amin’ny fomba tsotra ny manara-pitsipika; mihaino sy manakatra ny hevitry ny hafa ary mandah...
Famaritana ireo tebon-kevitra sy voambolana manodidina ny fandrindram-piterahana
Recipiendaire pour son sacrifice, avec
Faharoa manaraka izany dia ny mba hanampiana ireo teôlôjiana, na ireo mpitarika fiangonana, na ireo mpanabe sy ny mpianatra rehetra, ary indrindra indrindra moa ireo kristianina tsy ankanavaka, mba hampahazava kokoa ny tian’ny baiboly hambara; na ny marimarina kokoa ny tian’ny ohabolana hambara.
Aro ka tsory avy hatrany àry e! Inona izany fitiavana hasetrinao anay izany? Izahay ange ry nenibe raha manome ho anao dia am-pitiavana tsy mila setriny ny hatolotray ho anao e. Ka miangavy anao aho mba tsy ho ratsy fandray ianao. Ary adidinay mandrakizay ianao. Noho izany tsy mila setriny aho.
Ireo farihy anisan’ny faritra mpamokatra trondron-dranomamy raha alaotra mangoro no resahina. Io farihiben’alaotra io no lazaina ho farihy lehibe indrindra eto madagasikara, izay manana velarana 20 000 ha. Isany manana anjara toerana ao amin’ity faritra ity ny farihin’antsomangana ao andilamena. Manana farihy 18 ny far...
Maninona moa raha izay ny hofan-trano vidim-bary sy rano toa mora tokoa eny ambany atsinanana ? Tsy io ve no lova rehefa tsy manana ? V. A lah 18
Vanim-potoana lehibe eo amin’ny tantaran’ny firenena malagasy araka izany ireo, noho izany dia tsy nandalo fotsiny teo an-tsofin’ny mpanoratra fa noraiketiny ao anatin’ny boky volamenany dia ny literatioran’ny fireneny izany.
Repobul’ af j’i mal’njasikaf a t; oininrlr212ari- 1-! .3t, , 1frlh n, i-fbnr lrosr i in i
Connaissance des caractéristiques du contrôle interne
Ny mamatonalina mpitaiza ny kristiana manana anjara andraikitra lehibe eo anivon’ny tany ama-monina ny mpitandrina. Raha, sanatria, misy ny fikatsoana, na fivilian’ny kristiana amin’ny lalana tsy tokony halehany, dia heverina fa nisy tao ny adidy izay tsy tratra ny
Latsaka latsadatsaka latsahana
Izay samy manan-talenta avokoa
Fafana 08 velaran-tany voavoly 35
L’ uvre d’art et l’imagination. Editions collection classique. Paris. 96 p
Resards vaillant. En france, plus de 95 de personne de l’education nationale sont constamment obligés de mettre à jour un savoir qui se démentise à grande vitesse. In la formation des enseignants de l’enfant et l’échec scolaire, sciences et vie hors série n 164, septembre 1988, p. 113
Ny renifeo dz indonezianina dia mifamaly amin’ny renifeo ts malagasy. Miasa io fifamaliana io eo amin’ny vanin-teny voalohany, an-dohan-teny sy eo amin’ny vanin-teny faharoa. Ohatra eo amin’ny vanin-teny voalohany 1 dz ts- jingklak tsinjaka, jin tsiny
Tsy ilana toerana manokana ny fanatanterahana ny fanandroana amin’ireo zavatra hafa ankoatra ny momba ny trano ireo. Azo atao tsara ny manatona ireo mpanandro any amin’ny toerana fandraisany olona. Marihina ihany koa, fa ireo mpanandro hitanay sy natonina dia samy tsy misy manandro fasana.57 jereo tovana ny momba ireo ...
Ny lafiny fiainam-bahoaka. Ny teny hoe sôsialy dia mametraka sary an-tsaina avy hatrany hoe lafin-javatra lehibe mahakasika ny maha olona ka anisan’izany ny fanabeazana, ny fahasalamana ary ny finoana. Ireo lafiny ireo no anompanana ny fanadihadiana eto 1. Ny fanabeazana
Novahavahana tao amin’ny fizarana faharoa ny mikasika ny cecam amin’ny ankapobeny sy ireo fiaraha-miasa nataony tamin’ireo mponina tao amin’ny kaominina antanetikely- ambohijoky hojerena amin’ity fizarana fahatelo ity indray kosa ny fiantraikan’izany fiaraha-miasa izany sy ny olana sedrain’ny cecam araka izay ahitana a...
Pourcentage des admis
Tsy milevina any amim-badiny ny vehivavy anta ala amin’ny ankapobeny. Misy ihany anefa ireo mijanona any amin’ny fasan’ny lahy. Izany dia mety ho noho ny fifanarahana misy eo amin’ny ray aman-dreny roa tonta na koa nihafatra168ilay maty. Zon’ny havany araka izany ny maka ny vehivavy maty am-panambadiana hody any an-tan...
Christophe colomb 1451-1506 , un navigateur de la fin du xv? Et du début du xvi? Siècle au service des monarques catholiques espagnols isabelle de castille et ferdinand d’aragon. 36 diego diaz 1450- après 1500 , un navigateur et decouvreur portugais. 37 standhall 1783-1842 , écrivain français. 38 thomas cook 1808-1892 ...
Raha jerena ny 11 , ny anarana iantsoana ny olona itenenana izay nindramina tao amin’ny tenin’andriamanitra dia efa manafoana sahady ny elanelana misy eo amin’olona roa. Ny teny hoe malala mantsy dia tsy ampiasaina raha tsy amin’ny olona mifankahazo am-po efa ela. Tsy milaza izay tena ao am-pony ilay zazalahy fa raisin...
Fafana 14 fandravonana amin’ny ankapobeny ny vainga
Pour mener à bien les études au niveau des collectivités scolaires, et dans un but d’atteindre l’objectif consistant à démontrer les changements constatés auprès des établissements, l’historique de l’éducation à madagascar, la feffi, les zones d’études dont le spvs et la monographie des communes des deux epp sont dans ...
Nanaiky izy raha mahita hena ho solony ny vavy. Nefa, aiza moa no ahitan’i noro izany ? Ny ao an-tranony efa jifa41 ; izy tsy mpandray ravin-dena rahateo. Lany teny an-tampon-tanety teny ihany ny androny, nefa tsy nisy biby iray akory azony nohazaina. Dia nivezivezy tetsy sy teroa no nataony. Nianavaratra fa tsy nahita...