text
stringlengths
10
11k
Hita araka io fanehoany azy io fa mitovy ny vaham-pahezan-teny andaniny sy ankilany mba hanehoana fa samy manana ny valin’ny nataony avy ny tsirairay. Ny olona mihevitra tsara izay ataony dia azo antoka ny hampanan-karena azy, fa ny olona manao zavatra tsy am-piheverana kosa fa manao ny asany zara fa vita dia hahantra ...
Momba ny anjara, lahatra,
Mino tena havoakan-dry zareo ny omby hanitsaka io zazakely io. Tsy maintsy alaiko lay zaza fa tsy avelako itsahan’ny omby eto .
Raha fehezina izay voalaza izay, ny fampianarana lahatsoratra manazava dia azo velarina amin’ny sehatra maro samihafa. Raha miverina amin’ny famaritanan ny tontolo iainana tany aloha isika, dia tsy mijanona eo amin’ny tontolo voajahary ihany ny tontolo iainana, fa miitatra hatrany amin’ny tontolon’ny kolontsaina amam- ...
Compte j 1963 1 boky
Tantara fohy momba ny fampianarana tekinika
Bemarivo no ao atsinanany ary ambohitramboalambo no ao avaratra. Ankasakasa, bekodoka, amparihy, mahabe, sambaokofa ireo no anaran’ireo faritra manodidina an’i besalampy ary misy ireo sekoly nandray anjara tamin’ny fetin’ny 14 jolay. Teto kosa no niseho tamin’ny lehiben’ny fampianarana i robena ary nikarakara ny diany ...
Mba hahatomombana tsara ny fampianarana atao, dia tsara raha atodika amin’ny seha-piainana samihafa ifamatorany ny lohahevitra ampianarina. Ohatra ihany no aroso eto amin’ny endrika fafana, fa anjaran’ny mpampianatra ny mampivelatra azy arakaraka ny faritra sy ny trangan-javatra misy eo amin’ny fiainam-piarahamonina.
Ny asa sorany ny asa soratra indray dia maro karazana izy ireo no novokarin’ ny eja ny tononkalo sy tononkira, ny angano, ny tantara, ny lahatsoratra famotopotoran-kevitra.
Fa ny taona vaovao raha toa ka fetinao, dingana inona no tratra tamin’ny andro maro lasa! ?
Tsy resy tan’ady sy tsara mpiravy ka mirana indrindra 133 mitovy amin’io koa ny ’’eny amoron-dranomasina’’. Ny fampiasana izao endrika izao, dia mitory fifandimbiasan’ny trangan-javatra eo amin’ny fiainana. Indraindray tony, ary indraindray miady na manonja. Mifandimby hatrany ny hafaliana sy ny fahoriana eto an-tany. ...
Fizarana iii 3. Soso-kevitra sy andrana vahaolana ho fanatsarana ny fanabeazana ny ankizivavy 135 3.1. Fampivoarana ny seha-panabezana 135 3.1.1. Fanaovana ny sekoly ho toerana mahaliana sy mahatamana 135 3.1.1.1. Fikirakirana fitaovana azo tsapain-tànana 136 3.1.1.2. Fampifandraisana ny fampianarana hifanaraka amin’ny...
Fahavoazana endrika isehoan’ny fahavoazana manangasanga fahavoazana tanteraka28 na dia misy fahadisoana ataon’ny vehivavy aza dia tsy tokony hikasi-tanana azy ireny ny lehilahy. Namoy ny ainy i dina vokatry ny vono nahazo azy. Rehefa maty io olon-tiany io dia rava tanteraka ny fiainan’i voahary. Tsy maintsy naiditra an...
Boky comme dans bois like in book d d dina comme dans doine like in dumb f f fanaka comme dans foyer like in fun g g gasy comme dans gare ; gu devant i ou e before i or e comme dans guêpe like in good h harena arena muette en toute position pour le malgache officiel et le langage du merina mute for the oficial langage ...
Tokony hanana fahafoizan-tena sy fikirizana lehibe ny ray aman-dreny amin’ny fitaizana sy fanabeazana ny zanany. Atombony hatramin’ny fahazazana izany ary tokony hitombo hatrany hatrany. Tsy ireo fotsiny, anefa, no omen’ny ray aman- dreny, fa, eo, indrindra, koa ny fitiavana. Ny fitiavana izay tena zava-dehibe eo amin’...
Hetsika samihafa raha hivory fotsiny no hanaovana skoto dia mety tsy ahitana fahavitrihana fa misy ny hetsika izay tanterahina. Eo ny hetsika ao am-piangonana, ary koa ny hetsika ivelan ny fiangonana.
Maro ireo endrika fitiavan-tanindrazana nasehon’i faniry vatosoa, anisan’izany ireto fisehoan-javatra manaraka ireto 1-2-1-ny fandokoana ny hakanton’ny tanindrazana
Tsy nijanona hatreo ny ampihimamba nataon’ny vazaha, mbola nitohy hatrany amin’ny fandatsahan-drà. Tsy nisy fijerena ny nanao ny mety sy ny tsy mety izany, fa izay tratra dia naripaka avokoa famonoana malagasy tsy nitsitsy ain’ny olona tokoa ny mpanjanaka tamin’ny fotoan’androny. Nataony nahita faisana avokoa, izay nan...
Fizarana 70 alahahady, 14 nôvambra 2010; lah 3695 nambaran-drahary tamin’ilay dokotera ny fahasahiranana manjo azy amin’izao fotoana izao tsy manam-bola intsony izy kanefa tsy misy azony mba hitarainana eto antananarivo. Olona any fianarantsoa any no mba antenainy hanavotra azy, kanefa na ny saran-dalana ho entiny mank...
Fitaovam-piasana ho an’ny mpianatra sy ny mpampianatra ny boky fampianarana. Ankoatra izay, fitaovam-pifandraisana koa ny boky ka ahitana mpandefa sy ny hafatra ary ny andefasana. Mila mitovy ny code ampiasain’izy ireo raha tiana ho tafita ny hafatra. Azo oharina amin’ny mpanoratra ny boky fampianarana ny mpandefa, ny ...
Miara-dalana
Baram b a, ramb a ram ba fil, va ram ban a ta tra1ncau.
Itsan-droa ! Telo an’efatra ! Dimy an’enina ! Fito am-balo ! Sivy am-polo !
Iv-1 approche et difficulté nous avons mené l’enquête psychosociale sous forme de questionnaires auprès des athlètes, des participants, des paysans pour étudier les phénomènes sociaux qui se présentent dans la pratique du asa tany, tout en visant de découvrir la logique interne de son organisation. Si notre intégration...
Nisintonana ny malagasy teo ampofoan’ny misionera anglisy ny fanindrahindrana ny fandrosoana. Nambara ombieny ombieny fa lalana mankany amin’ny fahazavan-tsaina no ijoroan’ity fandrosoana ity. Afaka mandrava ny bontolon-kevitra nampanekena an-jambany ny malagasy ka nahatonga azy ireo ho ninonino foana ny fampianaran’ny...
Tsy raikitra anefa ny maharatsy na mahatsara vintana ny olona iray. Nihevi-tena ho ratsy vintana i sahondra satria tsy nandray ny fifonany ireo ray aman-dreniny. Kanefa nahatsiaro ho tsara vintana indray izy nony nahita asa. Hoy ny mpitantara sarotra ny mitady asa, mila finiavana mihitsy ny fiandrasana ela nihevitra an...
Na miara-beazina aza ny zaza ao an-tokantrano, misy foana ny maha-samy hafa azy ireo. Amin’ny fihetsika aseho, misy tsy mifanaraka amin’izay takian’ny fiarahamonina. Ny ray no miezaka manitsy ny dia mba tsy hampitsanga-menatra azy amin’ny manodidina. Toy izao no anehoan’ny mpanoratra izany amin’ny ampahan- tononkalony ...
Quand on a un invité, on doit faire en sorte qu’ i l consomme au moins deux plats de r iz, signe de satisfaction de sa part.
Ny mpandray anjara.
Izay. Mitovy tsy misy hafa amin’ny toetra maha-biby izany izay mifanipaka amin’ny maha-olombelona mihinan-ko velona mihinana mba ho velona ihany koa no azo ilazana azy. Mila sakafo sahaza azy ny vatana mba hahafahany miasa sy hanasoa ny fiarahamonina. Sarobidy ny fahavelomana satria izany no ahafahana miasa sy manao so...
Ka anasongadinana ny hevitra tokony hatao mba hialana amin’ny halemen-tsaina. Araka izany, halemen-tsaina ny fanitarana tsy mifanentana amin’ny tena izy araka ny nahitana azy eto amin’ny épanorthose sy ny épiphonème teo. Tsy maintsy asiana fanamboarana sy fiangaliana mantsy ny teny mba hananany hevitra mihataka amin’ny...
Isan’ny malo mateti-pitranga ao antananambo ny malo momba ny halatra sy ny fisolokiana samihafa. Saika tanora manana salan-taona 15 ka hatramin’ny
Hoa ’aykosadia tena tsara ny dinan’ny mpihary sahanala-zomandao-fenoa rivo ambalavao , 27 febroary 1992
Tonga ny tsy fisiana, foana ny vola eo am-pelatanana, lafo ny hanina efa nitotototo hatraizatraiza nisambo-bola tamin-dranona nefa tsy nisy azo tany afa-tsy henatra nahatera-mena ny handrina. Kivy. Avy ny orana, midona moramora manko ao an-tratra ao ny kotroky ny fo mandevilevy. Jerena amin’izay ity tany ity, ka, miova...
Amin’ny faritra analanjirofo iny. Mizara ho sokajy telo lehibe ny mpanjono ao ankiakabe raha izay asa fivelomana izay no jerena. Ny sokajy voalohany dia ireo tokantrano mpanjono izay tena mivelona amin’ny jono fotsiny ihany. Izany hoe tsy misy asa hafa ataony ankoatra ny jono. Ny fanadihadiana natao tamin’i solofo andr...
Manangana antontam-panontaniana mba hahatongavana amin’izany -manana fahasahiana haneho am- panajana ny fijeriny ary mandray fitenenana imason’ny olona -mandrindra, mamintina ary mirakitra an-tsoratra ny hevitra mafonja mivoitra avy amina valan-dresaka na fifanakalozan-kevitra -misintona lesona avy amin’ny fandanjalanj...
Ny tia dia miendrika adala, ka sahy mihoatra ny vala.
Ny fanekena ny fahasamihafana natao hiaina ao anatin’ny fahasamihafana ny olombelona. Eny anivon’ny fiarahamonina eny mantsy dia misy ny olona mahantra sy manan-karena, ambony sy ambany, mpitondra sy entina, zanaka sy ray aman-dreny, zoky sy zandry ny fanekena ny fisian’ireo dia natao hampivelatra ny fiarahamonina sy m...
Miteraka olana eo amin’ny firindran’ny fampianarana ny taranja malagasy ihany koa ny fomba fampitan’ny mpampianatra lesona. Hita nandritra ny fanadihadiana natao, fa saika niompana tamin’ny fampianarana tolotra ny mpampianatra. Izany fomba izany anefa dia hita fa efa lany andro amin’izao fotoana izao. Raha nanontaniana...
Randriamamonjy, efa voalaza. 63 régis rajemisa raolison, rakibolana malagasy, editions ambozontany, analamahitsy antananarivo madagasikara, 2003, tak 696.
Ady hevitra ny ady hevitra dia azo tontosaina mialoha na aorian’ny lesona vaovao. Asa an-tsokajy izy ity ka zaraina roan y sokajy iray ka ny andaniny manaiky sy manohana lohahevitra omen’ny mpampianatra. Ny ankilany kosa mitsipaka izany. Mba hampifandanjana ny fandraisam-pitenenana dia mifandimby manohana ny hevitra to...
Izany fitiavana mamirapiratra izany anefa, dia fitiavana imolotra ihany, tsy latsa- paka, tsy matotra, hany ka mizotra mankany amin’ny faharavany raha mbola tsy malazo akory ny ravina nihinanana.
Ny elatra fohy, tsy nahafaka firy ny saina kanefa dia tena maniry. 275
Jacquet s , développement au masculine féminin le genre outil d’un nouveau concept, l’harmattan, paris, 1995, p 26.
Ohatra 1 maro amin’ireo tantara foronina nosoratan’i paul rapatsalahy no saika ahitana resaka valifaty ilay kintana mainty, ohatra, dia miresaka ny valifaty ataon-drafaliravaka amin’ireo izay nanendrikendrika azy ho mpamosavy. Ohatra 2 ny tao anatin’ny sarotra nosoratan’i alphonse ravoajanahary ihany koa dia miresaka v...
Nahafeno ahy ho olona, v. A, tak.174, 175, and
Ireo fomba fiasa rehetra fomba fiasa teo aloha sy ankehitriny dia samy nanatanteraka ny foto-kevitry ny fikrifama amin’ny fampidiran-drano dia ny fampandraisana anjara ny mponina. Nihodidina tamin’izany avokoa na ny fomba nanatanterahana ny asa tamin’ny fandraisana anjara amin’ny akora ilaina tamin’ny fananganana ny as...
Nirona betsaka tany amin’ny literatiora an-tsoratra ity mpanoratra ity raha ny asa novokariny no jerena. Ny karazana literatiora an-tsoratra rehetra dia saika hita taratra amin’izany avokoa; toy ny tononkalo, ny lahatsoratra milaza tantara, ary ny lahatsoratra famotopotoran-kevitra. 2.2.1. Ny tononkalo
Eny an-tseranam-piaramanidina ivato
Ny masoandro mody no nofidian’ny mpanoratra atao anoharana ary ny oharina izay tsy eo dia ny fahafatesana masoandro mody ny fahafatesana anoharana oharina ny masoandro dia midika hoe manome hazavana, hafanana, fifaliana ho an’ny zavaboaary. Io masoandro io ara-panovana endri-javatra dia ny fiainan’ny zanak’olombelona i...
Maraina zareo ’zany andro tsinjonao ve, indr? Ny tana-masoandro manambara fa lasa ny aizin’ny alina ny voahary rehetra dia indro tafarina velombelona aoka izany zareo ny tontolo fa ny maraina no indro efa tonga mba hamelom- bolo.
Fafana 56 takela-panomanan-desona famoaboasan-kevitra ho an’ny kilasy voalohany.
Miankina be dia be amin’ny mpianatra sy ny manodidina azy ny fahafehezany ny lesona omena azy. Tsapa fa misy faharisihana ihany eo amin’ny mpianatra manoloana ny famakafakan-kevitra, saingy ny zava-misy iainany sy ny tontolo manodidina azy no mety hanakana azy tsy hahomby amin’izany.
Lisitry ny tovana
Ii.2 fomba fanehoana ny ompa sy ny ozona
Razanamiadana, tetika sy fanentanana ny eny ambanivohitra, antananarivo, 1993, tak 12
Zejikin tain dalitry antontan tain dalitra
Hevitra fototra ilafihan’ny fikarohana ny famantarana ny hevitr ireo mpikaroka sy ny fanarahana ireo lalan-tsaina samihafa momba izay zavatra tiana hokendrena dia dingana iray hahafahana manatontosa ny asa fikarohana. Toy izao àry ny momba ireo hevitra fototra ilafihan ity asa fikarohana ity i sapir sy i whorf dia nana...
Isany laharana safidy isany isan-jatony voalohany taranja frantsay 39 41,93 faharoa taranja malagasy 30 32,25 fahatelo taranja anglisy 24 25,80 fitambarany 93 100,00
Saf devra disposer une méthode de classement spécifique par rapport à son fonctionnement et à son activité. 1.4.1 classification des documents par genre les documents devront être classés prioritairement par genre c’est à dire une classification selon le contenu du dit document, la sous classification chronologique sui...
Hita araka izany fa fandresen-dahatra mahasarika ny saina kokoa ny ohabolana arindra any anaty vakodraza? A. Mbola mirakitra ny fomba fitenenana mahazatra ihany koa ny lahateny dinihina. Haroso ao amin’ny zana-pizaràna manaraka ny momba izany. 3.3.2 fampivadiana ny oha-pitenenana sy ny vakodraza? A
Matetika no misy
Vondrona ambara takila 18, andalana 29-32. Atitranterin’ny mpanao vakodraza? A mihitsy ny tsy mampety ny fanimbana ny tontolo voajanahary. Zava-doza eo amin’ny fiainan’ny taranaka ny fahapotehan’ny zava-boahary. Izany no itaomana ny olona hanaja izay sisa tavela mba holovain’ny taranaka mifandimby. Maneho ny heviny mah...
Karazan-dahatsotra enina izay samy miendrika tatitra avokoa, kanefa samy manana izay mampiavaka azy, no ezahanay anaovana ity fampiharana ity dia ireto avy izany a trangan-javatra mampahalala sy mitantara
Teo amin’ny fandinihana ny asa an-tsoratra novokarin’ny mpianatra mbola nandrisika anay handinika akaiky ny asan’ny mpianatra kilasy fahafito kilasy amaranana ny fototra ny fifotorana akaiky ny fahafehezan’ny mpianatra heverina ho nahatsangana ny fototra ny teny ampiasainy andavanandro sy ny teny enti-mampianatra, aseh...
Tanjon’ny fampianarana serasera ny fototra iorenan’ny serasera dia ny fifandraisan’olona roa ny mpandefa sy ny mpandray izay mifampila ao anatin’ny sehatra iray. Araka izany, ny serasera dia fampitan- kafatra miainga avy amin’ny mpandefa mankany amin’ny mpandray, ka ny mpiteny no mpamorona ny hafatra avy amin’ny rafi-p...
Roman jakobson, essais de la linguistique genérale, p. 77 le langage est le vehicule specifiquement humain de l’activité de l’esprit et de la communication
Fiheverana raiki-tampisaka ao amin ny mpandray anjara ny hoe miangatra ny vintana, misy tsara, ary misy ratsy. Ny fiheveran-tena ho ratsy vintana dia tsy mampivoatra ny fiainana, fa mampitotongana azy aza
Fokontany tsimialonjafy boriboritany faha iv, fokontany faha 32 velarany tsy voafaritra fokontany miorina eo atsinanan’ny kianjan’i mahamasina ihany koa i tsimialonjafy. Mifanila amin’ambanin’ampamarinana ary sarahan’ny lalana savaron araka ny lovan-tsofina dia nisy andriana nonina tao tsimialonjafy. Tsy nankasitraka l...
Henri randzavola, firaketana, imprimerie industrielle, 1941
Raha toa ka tsapanao, fa mety tena mankalao, ’lay tia fiventiko mazàna nefa ianao toa tsy ho tamana.
A, tsy mateza , tak.16
Raha misy boky manaraka ny fepetram-pamoronana araka ny tokony ho izy , na eo amin’ny endrika amam-bika , na eo amin’ny vontoatiny, dia ho voasintona hamaky azy ny mpianatra sy ny mpampianatra. Dia hanana fahazarana mamaky boky izy ireo, ka hitombo ny fivelarany ara- tsaina mitaky fahazarana mantsy ny mamaky boky raha ...
Mpiompy akoho gasy
Ankoatra ny fambolem-bary dia manao karazana fambolena hafa koa ny mponina ao antanetikely ambohijoky ; ao ireo karazana haninkotrana toy ny mangahazo, ny vomanga, ny ovy ; ao ihany koa ireo legioma isan-karazany toy ny laisoa, ny poaro, ny petsay, ny voatabia, ary ao koa ny mananasy, ny frezy, ny voankazo. Ireo karaza...
Radona! Hoy ny rain-dreniketaka, toa nandidy toa niangavy. Mandehana ento milefa ny vehivavy, fa izaho hitondra ny zaza. Vonjeo haingana ny reniny. Efa io ilay vehivavy. Ary aoka isika samy handositra miparitaka, fa mora atao araka afo izao miara-mirodorodo an-jambany izao! Miparitaha fa aza mitamba-be toy ny voangory ...
Tsy mijanona hatreo amin’ny andefimandriny ihany akory ny fifandraisan’i j. Nalisoa ravalitera tamin’ny mpanoratra, fa nivelatra hatrany amin’ny mpanoratra hafa. I j. Nalisoa ravalitera dia mpanoratra anisan’ny manana fifandraisana betsaka amin’ireo mpanoratra namany. Indraindray dia miara-manoratra tononkalo iray amin...
Alahelo anao ry teniko no mameno izato foko ka nasosoko ny peniko hidradradradra ny toloko fa natakalon’ny maro tamin’ny tenin’ny tany hafa ka ilay teny tsy miharo tsy sahiny, iaraha-mitafa frantsay e! Anglisy izany hono no fivoarany fa hadinony mihitsy ny fisian’ny filamany o! Ry teny malagasiko menatra anao ny tenako...
Commune rurale 3mois maison sida 1
Ny euphémisme eto dia mandoko ny fihetseham-pon-drasolofo miatrika ny fialan’ain- dreniny, ka ho lasa kamboty tsy fidiny izy sy ny anabaviny.
Remby, lahar. 30 randrianasolo zoée ny antsa ao belo tsiribihina. 1994 ny fahavelomany sy ny lanjany eo amin’ny fiaraha-monina. Mémoire de capen, 178 tak randrianasolomampionona zafimandimby ny anjara toeran’ny 1998 vakodrazana eo amin’ny fiaraha-monin’i betafo. Mémoire de capen, 180 tak rasandimanana gaston ny kabary ...
Mpanatontosa randrianarivelo hanitranirina
Sary lah. 5 sary vongana, in lovako, t12, tak. 114
Fanondroan-takila
Odiana be marenina izay milaza hoe marary fa ny vola sisa tao efa naondrana amin’ny vary. Aiza no hahitana vola hitsaboana anao foana? Andro hafa indray marary, alamino ny fotoana!
Sary lah. Lohateny takila 1 sarintanin’ny kaominina ambatomirahavavy 18 2 ny tanànan’i mangatany tazanina avy any andrefana 20 3 doany eny kingory 22 4 lanonam-pamadihan-drazana natrehina tao kingory 35 5 voly avotra misy ao mangatany 42 6 fambolena voasary girefy 43 7 fanamboarana zezika 44 8 vehivavy maromaro andeha ...
Emilie p. Ny telegrafy, n 354, 26 juillet 1932 antsokosoko, nefa tsy fantany akory. Resy teo anoloan’ny fampijaliana nataon’ny mpanao famotorana izy. Tsy afa-niaro tena teo anoloan’ny mpitsara mpanao famotorana, sady nialan’ity naniraka azy mora foana. Koa nampidirina am-ponja izy. Tsy nisy afaka namonjy ary nahatsapa ...
Fitaovan-tserasera malaky ny teny. Noho izany, tsara raha ety am-piandohana dia aseho ny heviny mazava, mora hahazoan’ny mpamaky azy. Mila araka izany ny fahafehezana ny voambolana rehetra momba ity fomba fahan-jafy ity. 2.1.1. Famaritana ny voambolana
Ny fdl dia famatsiam-bola natao hampandrosoana ny eny ifotony omen’ny fanjakana ny disitrika tsirairay ka io indray no mitsinjara izany ho an’ny kaominina rehetra ao aminy. Araka ny nambaran’andriamatoa rakotoarisoa charles christin, ben’ny tanana ao antsahalava taminay dia ireo mpanolo-tsaina kaominaly no manapaka iza...
Sokajy arahina adihevitra asa azo tanterahina mamantatra ny
Notontosain-dra jean ba ao antanetibe nov. 2008
Toe-karena
Fizarana faharoa
Mitondra zava-baovao ho an’ny mpianatra ny boky ny famakiany azy dia hahalalany ireo zavatra tsy mbola hainy , satria maro ireo karazam- pahalalana ao aminy. Na dia manome lanja ireo zana-taranja ifotorany aza ny boky , dia mivelatra amin’ny sehatra hafa, mifandray amin’ny lafin-javatra maro mitari-dalana ny mpianatra ...
Raisina ao anaty kahie
Rehefa tsy tia ny olona iray, dia tsy tokony ho tambatambazana, fa avela izy hizotra amin’ny safidim-pony. Mety hampitombo ny fahorian’ny tena mantsy ny fitalahoana aminy. Hoy ny ao amin’ny lazao azy t9 179 dia lazao azy koa fa ’raha izay izy foana no lasana niserana, dia tsy iray na roa fa be no miady toerana hameno ’...
Maro tokoa ireo mpanoratra tamin’izany fotoana izany no nihira ny fahafatesana. Isan’ireny i eliza freda sy i samuel ratany. Azo antoka fa antony nampiroborobo izany tarakevitra izany ihany koa ny zava-misy teo amin’ny fiarahamonina sy ny toetsain’ny olona tamin’izany fotoana izany.
Ny fanaovana sekoly
Tsy ampy vaky boky amin’ny teny malagasy manamora ny fahazoan’ny mpianatra ny fampianarana atao any an-tsekoly ny fahafantarany mialoha, na dia ampahany ihany aza ny fahalalana omena azy. Hanan-javatra horesahina izy ireo amin’izay fotoana izay, indrindra ireo izay manitikitika ny sainy. Fa ny tena lehibe, ho maivana k...
Kaominina ampahimanga fa ahitana asa hafa ihany koa ao tahaka ny asa tanana ary saika isam-pokontany no ahitana azy io. Ireto avy ary ireo karazana asa tanana hita manerana ny kaominina ampahimanga sy ireo vokatra voahodina ary ny lalam-20 fandrariana sobika 50 isanandro no vita tsihy 40 isanandro tenona 10 isan-kerina...