text stringlengths 10 11k |
|---|
Ankoatra an’io ceg io, dia ahitana sekoly tsy miankina dimy koa ao amin’ny kaominin’ambohimanambola. Ireto avy izany. |
La polygamie n’existe plus de nos jours que dans quelques rares sociétés comme les guanches aux îles canaries, ainsi que dans des peuples minoritaires ou aux faibles effectifs comme au mali. |
Raha manonona ny tarehi-marika dia ampiasaina ny teny hoe ambin’ny enti- manambatra azy ho an’ireo tarehimarika miantomboka amin’ny 10 ka hatramin’ny 20 ; ny teny hoe amby kosa no ampiasaina ho an’ny tarehi-marika 20 no ho mihoatra. Ohatra 12 roa ambin’ny folo, 23 telo amby roapolo, 144 efatra amby efapolo amby zato, 1... |
Veloma, veloma ry manam-panahy! Veloma masina, aza be ahiahy. Aoka ny lasa mba homba ny lasa, fa amin’ny sisa ho tsara fikasa. |
Ny gazety vavolombelona no loharano ahitana ny ankamaroan’ireo lahatsoratra famotopotoran-kevitra nosoratan’i jean nalisoa ravalitera. Ireny lahatsoratra ireny dia misandrahaka amin’ny lohahevitra maro samihafa. Misy ny mahakasika ny literatiora sy ny zava-kanto, misy ny lahatsoratra natao ho an’ny tanora ary misy ny l... |
Nanomboka tamin’ny taona 2006, dia nanao fanambarana ny pretra rapha l ralison eugène tompona andraikitra voalohany ny mpiserivy lamesa rehetra ao amin’ny fiangonana katôlika eto antananarivo. Tamin’izany no nilazany fa ny paroasy rehetra efa misy mpiserivy vehivavy dia eken’ny fiangonana ny fijanonany ao. Eny, mbola e... |
Raha izao salanisa izao no jerena dia hita tokoa fa mbola vitsy ireo mpiasan’ny fahasalamana raha ampitahaina amin’ny isan’ny mponina. Noho ny tsy fahazoana ny antontanisa moa dia sarotra ny hilaza na salama ny mponina na tsia. Tsy voatery manatona tobim-pahasalamana ihany koa ireo isaky ny marary fa mety manao mpitsab... |
Toy izao manaraka izao kosa no isan’ny mpianatra ao amin’ny ltp ampasampito. Tsara ho marihina ety am-piandohana fa antotan’isa tamin’ny taom- pianarana 2009-2010 no aroso manaraka eto. Toy izao manaraka izao ny fisehon’izany izay mitsinjara amin’ireo sampana samihafa ao amin’ny sekoly. |
Hita taratra amin’izany fa mahasahana ny lafim-piainana rehetra ny fanaovana laza masaka ary ny olona tsirairay dia samy mampiasa azy avokoa. Misy anefa ny tanjona kendrena amin’ny fampiasana azy ireo eo amin’ny fiainana. Ny hevitra raketin’ny teny tsirairay sy ny endrika anehoan’ny mpiteny azy izay miorina amin’ny toe... |
Andeha atomboka amin’ity tononkalo nosoratany ity ny filazalazana mahakasika an-dratsimba georges mpitarika tily tily aho 162 tily aho! Tsy noterena fa nanaiky an-tsitrapo tily aho nivoadiko ny hanompo an’andriamanitra ny ho tia ny tanindrazako ny hanaja ny lalàna voasoratro ato am-poko tily aho, eny tily! |
Araka ny fanadihadiana nataonay teny amin’ny radiô madagasikara moa, ao anatin’ny iray volana dia hira iray na roa eo ho eo amin’ireo sangan’asan’i abel ratsimba no mandeha mivantana ao amin’ny onjam-peo 127 noho izany, azo lazaina ho antony iray mahatonga ny tsy fahafantaran’ny olona, indrindra ny tanora ny hirany koa... |
Commerçantes d’origine |
Fomban-drazana. Boky |
Alaotra mangoro sofia analaman ga suivi et subventions |
Antony noho ny fianarana natao |
Firy isan-jato ny mpiasa tena? . |
Fahaiza-mandresy lahatra miteraka fandrosoana fampandrosoana eo amin’ny ara-pahalalana 123 3.2.2 fahaiza-mandresy lahatra mitondra fandrosoana fampandrosoana eo amin’ny fihetsika amam-pitondrantena 126 3.2.3 fahaiza-mandresy lahatra miteraka fandrosoana fampandrosoana eo amin’ny fahaiza-manao 128 3.3 ny fandrosoana fam... |
Teo amin ny zana-panontaniana dia nahamarina avokoa ireo 07 nahavita sy ireo 2 tsy nahavita ny fanadihadiana lahatsoratra. 2.1.4.2. Ny fandraisan’ny mpampianatra anjara |
Http fr. Wikipedia. Org wiki bouddhisme |
Ikotolita tena loza ity re olona marina mafy. Tena loza tsy roa aman-tany. Tena tsy mboloa nahita ohatran’ity hatramin’izay niporotsahako avy tao an-kkibon’i mamanay aho. Anio aho vao ataon-draleva mahita ny anganon’ny razambeko marina. Indrisy ry vitako! Tena alakaosy ny vitako eh! Saingy tsy fantatro na vava alakaosy... |
Iva tokoa, eny manko ny feoko, 10 asa izay antony! Mbola tsy haiko. Lasa ilay ako mangina no aleoko anambarana ny tian-kolazaiko. |
Ampianaro aho hahay, tena hahay handray ny tolona ho tahaka ny fitiavana, ny fitiava-mamololona ry rahalahy ampianaro aho hahay, tsy ho kivy, tsy ho lao 5 ka tsy handevina ny tolona, ho mahery tahaka anao. Toy izay tsy nandevenako ny fitia izay nijaliako nijaliako hatramizay, kanjo tonga fifaliako ry rahalahy. Ny fitia... |
Ny internet araka ny fikarohana nataon’i leonarf k. Dia azo atao ny mampifandray ordinatera roa ny taona 1964. I robert st tomas merril kosa no nanandrana ny fampifandraisana informatika avy amin’ny toerana mifanalavitra ny taona 1965. Teo amin’ny tontolon’ny miaramila sy ny asam-panjakana no tena nampiasana azy tamin’... |
Dia tsy mbola nanao jean , |
Dikan-teny malalaka nataonay araka ny nambaran’i tardif, 1992 l’enseignant stratégique est un expert de contenu qui s’interroge, d’une part sur la pertinence des activités au regard des connaissances antérieures de l’élève et d’autre part, sur les exigences des tâches demandées à l’élève et sur l’adéquation du matériel... |
Tranondahy |
Directeur de recherche monsieur andriamanatsilavo seth maître de conférences |
Tsy hoe zavatra hafa anefa akory ny famoronana zava-kanto vita amin’ny teny fa ny teny izay fitaovana voalohany ifandraisan’ny fiarahamonina araka ny voalazan’i andré martinet22 no ampiasaina amin’ny fomba miavaka. Ny fampiasana ireo voambolana momba ny tontolo manodidina no tena ahafahana mandika tsara ny fihetsiky ny... |
Daty alatsinainy 10 janoary 2011 kilasy famaranana seho iray faharetany ora 2 taranja malagasy lohateny ny fomba fitsikerana hevitr’olona fitaovana tenina mpandinika sy ohabolana ary fomba fiteny malagasy tahirin-kevitra lovako t 12, ny boky vakivakim-pianana tanjona tanjona ankapobeny mpianatra mahay maneho hevitra eo... |
Er 2ème 3ème 4ème 5ème 6ème 7ème 8ème total stagiaires 60 78 83 37 39 60 70 55 482 en entreprise 39 54 65 21 22 26 48 37 312 65,00 69,23 78,31 56,76 56,41 43,33 68,57 67,27 64,73 source documents de suivi du cfa-asa 2012 |
Chiffraient les captures de ces pêcheures à 50.000 tonnes par an ; amis il est constaté au cours des dernières années que leurs prises ont diminué. 235 inspecteur du centre national de surveillance et de protection des pêches les chalutiers industriels continuent d’enfriendre les règles parce que c’est la zone ou l’on ... |
Nikasa ny hamokatra fandaharana maneho ny tsy mety sy ny fitongilanana misy teto amin’ny firenena tamin’izany fotoana izany izy, saingy noho ny fisian’ny sivana, dia tsy nahazo nalefa io fandaharana io. |
Foha ! Foha sikily, foha katsaka, foha voafano, |
Acte 21 mboty , jao an-dalana jao hein! Efa metimety ry mboty dia tsy hitahita an! Mboty metimety ahoana ry jao? Jao henoko ange fa hoe manaraka vazaha in-dry amin izao e! Hein! Dia tena tsy nasian- dry dikany mihitsy izany ireny teny nataoko an-dry ireny ry mboty? Mboty momba ny inona moa zay? Jao ny fampitandremako a... |
Rajaona, op cit, tak 38. |
Efa maro ihany koa ireo antoko pôlitika izay ivondronan’ireo vehivavy toy ny amp ampela manao pôlitika ahitana an-dramatoa brigitte rasamoelina48 izay misy lehilahy ihany ao anatiny, ny antoko maitso izay tarihin’i saraha georget rabearisoa. Azo lazaina, araka izany, fa manana anjara toerana amin’ny fampandehanana sy f... |
Insérer nom ou raison sociale et adresse du candidat tel fax de insérer le nom et adresse professionnelle de la prmp |
Fanazavana ny lohateny poizina dia ilay fanafody natao be fatra hamonoana an’i mialy. Ilay vady ihany koa dia tena poizina ka nahavita namono nahafaty. |
Daval r. , histoire des idées en france, 1965 p. U. F, paris, 595p. |
Ny olana eo amin ’ny ivon-toeram-panabeazana araka ny efa voalaza teo aloha, ambara fa maro ireo loharano hanovozana fanabeazana ny ankohonana, ny sekoly, ny fiarahamonina, ny olana avy amin’ireny toerana ireny indrindra no havoitra eto ny ankohonana mety tsy ho lavorary ny fanabeazana azo eo anivon’ny ankohonana ohatr... |
Ny fampianarana ny taranja malagasy amin’ny ankapobeny ny fandaharam- pianarana mitantana ny fampianarana ny teny malagasy no anisan’ny fototra iaingana amin’ny asa famoronana boky ho an’ny mpianatra. Koa lafin-javatra roa no hojerena eto dia ny tahirin-kevitra mifehy ny fampianarana ny taranja malagasy, ary ny tahirin... |
Vokatry ny pôlitika nampiharin ny mpanjana-tany hatramin ny andron i galliéni, dia ny zarazarao hanjakana izany, dia nizara roa ny fiaraha-monina tao ny vazaha taratasy citoyen , ary tao ny teratany indigène niharihary ny tsy fitovian-jo teo amin ireo sokajin olona roa ireo, izay fototry ny tolona nataon-dralaimongo sy... |
Mbola taratry ny toetra feno fiheverana ananan’ny ntaolo taloha ihany koa ny navoitran’ny mpanao lahabolana amin’ny ka 6 tak. 167 hoe ny valala iray aza ifanapahana, koa dia natambatray ao koa ny solona irakiraka ny zaran’angadin’anadahy . |
Eh ! Ry taniko 1 ry tanindrazako malala! Ianao anie ka fireneko! Ny saiko anefa mila ho adala, ny foko koa injao misento. Mahita anao toa rotidrotika, mahita anao toa ravarava! Ka ny fiainako endrey potika, ho ringana toa anao angamba. |
Seho 4 miditra tampoka i baolava sy dokotera. Baolava hay misy vahiny ny ato? Tsimiandry eny e! Mamangy ny mararintsika. Bako manao ahoana daholo ianareo, tompoko! ? Baolava izao ihany! Bako mba fa manao ahoana moa izy izay? Baolava izy io! Mbola tsy misy hevitra. Ireo zanakay roa mifanaraka farany ireo koa marary ka a... |
Effectifs 55 31 16 |
Tsy ireo nahitany masoandro ihany no nanolokolo an’iran e fa tao ihany koa razanajafy elisabeth, renibeny avy amin-dreniny, izany hoe renin-dralimanana victoire. Mbola kely izy dia efa notezainy hatramin’ny faha-12 taonany. Ny fahafatesan’ity nitaiza azy ny taona 1972 no anton’ny fisarahan’izy ireo. Nanao izay azony na... |
Adam, 1992 l’explication proprement dite doit être considérée comme une réponse à pourquoi être devenir tel ou faire cela ? En d’autres termes, on justifie des paroles de dicto et on explique des faits de re 137 régistre tragique ce registre exprime le paroxysme d’un conflit qui écartèle le héros noble. Il est marqué p... |
Mpilalao ny tantara 1. Hasina vavy 16 ? 21 taona 2. Miora vavy 15 ? 19 taona 3. Mija lahy 16 ? 22 taona 4. Holy vavy 17 ? 23 taona 5. Anjely lahy 6. Nenibe hary vavy 70 taona 7. Emile lahy 45 taona |
Quelles sont les diverses techniques utilisées en sport asa tany ? Chacun possédait sa propre technique, mais son utilisation devrait dépendre de la discipline à faire parce que pour une épreuve chronométrée c’est mieux de prendre la bêche en bas plus près de la lame, tandis que pour les épreuves d’endurance, c’est le ... |
Viravira mamiravira |
Eo anatrehan’izany toe-javatra izany, heverinay fa paikady tsy mahavaha tanteraka ny fototry ny olana eto madagasikara ny fandrindram-piterahana. Mety ho vahaolana amin’ny ampahany ihany izany fa tsy ampy hanafoanana tanteraka ny fahantrana, araka ny tanjona apetraka amin’io tetikasa io. Noho izany, heverinay fa ny ten... |
Aiza ramaitsoririnina, aiza rasoafahavaratra? Zanak olo-tama-miondan-tanana izy ka raha mionda-mololo mikohaka. 5- aiza ramevahariva aiza rasoavaomaraina? Tongotra zatra lanjaina ny azy, ka raha mandia tany mitriatra. Mba teto raefaelanihary, 10- sa mbola ho avy ratsioriniazy? Ry zareo zatra ambongadiny ireny ka raha h... |
Rado aoka ihany leitsy raha izany no momba azy sao dia hitampikitra aty amiko koa izy. Fantatr’ialahy koa i papa sy i mama fa tsy manaiky ny hanambadiana olona tsy fanta-pototra izany. Sedra ka efa hoe lalaovina fotsiny hoy aho fa i leity koa. |
Fait naturel |
Amin’izy ireo. |
Drafitra hitondrana ny asa |
Inona ilay hafatra tiana hampitaina? |
Oio! Ry ramose akama oio! Ianareo madama oio! Ampireveo ny ankizy oio! Fa efa leo krizy! |
Fizahan-takila 1 teny fisaorana 7 fintina 8 resume 9 summary 10 fanafohezan-teny 11 lisitry ny fafana 12 lisitry ny sary pika 13 lisitry ny sarintany 14 teny fampidirana 19 i- ny sehatra nanaovana ny fikarohana 25 1.1- tantara sy jeografia. 26 1.1.1- ny tantaran ny akany 26 1.1.1.1- ny niandohan ny akany 26 1.1.1.2- ny... |
Fitaovana azo ampiasaina ihany koa ny fitsidihana toerana manan-tantara na tranom-bakoka. Tokony hatao indray mandeha isan-taona izany farafahakeliny. Ny mpiofana ho tekinisianina mantsy dia tokony hanana fahalalana samihafa. Anisan’izany ny tantaram-pirenena sy ny harem-pirenena. Ny tekinisianina mantsy dia tokony han... |
Ramaka mandalo ! Ttr 2 |
Nandidy azy mba hamatotra ny alika izy. |
Ny fiarahamonina sy ny fiheverana ny tontolo |
Fa raha tsy misy menalamba mbola aiza ianao, angamba? Raha tsy nisy vi-vi-eso ny lalam-bita hoe, refeso! Raha tsy nisy sandry tapaka, moa ianao ho olona afaka? Ny fahafahanao androany nisv maty ho an’izany 170 i arni, kosa, indray dia nampirisika mba tsy ho ketraka na inona na inona mitranga. Hoy izy. Aza kivy ny amin’... |
Va 092, op cit 196 dictionnaire le petit larousse illustré, librairie larousse, paris 1980, p 148 sonnet pièce de poésie de quatorze vers composé de 2 quatrains et de deux tercets 197 va 053 eritreritra fahavaratra 198 dictionnaire universel de poche, op cit, p 446 quatrain poème ou strophe de quatre vers |
Amin’izay rangahy mamono sy mandroaka matoa ireo no vitany dia noho ny toaka. |
Ny famoizana ny zava-drehetra tsaratsara kokoa ny mamoy ni momba ny tena rehetra rehefa! Mitia, ratr a mety hampateza ko oa ny fifankatiavana ny tsy fitiavan-tena. Tsara ny fifanakalozana eo amin ny mpifankatia, tsy ny tena ihany no hasoavina fa ny olon- tiana; koa na inona hidona, na inona hihatra, na hiafara amin ny ... |
Lisitry ny fanafohezan-teny |
Ny fahefana amam-pitondrana manan-danja ny rafi-pitondrana nenti-drazana raha ampitahana amin ny fitondram- panjakana. Na dia izany aza anefa dia manaiky sy manaraka ny lalàna napetraky ny fanjakana ao an-toerana ny zanabibiandriakomanjaka. Milamina sy mirindra hatrany ny fiaraha-miasan izy ireo. Porofon izany ny fisia... |
Ny antsoina hoe v. T mifanindry dia v. T roa miara-miseho anatina fotoana iray na vanin-tantara roa samihafa miara-miseho amin’ny fotoana iray23 bremond, 1973, tak.132 . |
Misy fo te hifangiha fa tsy sitraky ny vintana nahatoro ny valiha, nampilentika ny kintana ! |
Fa ny velona rehetra eto an-tany, dia nofo sy ra iray ihany, na mainty na mavo, na fotsy, iray kilasy mitovy torosy |
Marina fa tsy misy ny hoe tonga lafatra amin’ny asa vokarin’ny olombelona, ny ezaka hatao kosa anefa dia ny hanatona, hanakaiky hatrany io kanto tonga lafatra io. Anisan’ny ezaka andrasana ao amin’ny sandratra izany. Maneho izany i hery rakotoarijaona ao amin’ny tononkalony mitondra ny lohateny hoe niako anie ’lay hafa... |
He hitako mangirana an’eritreritra ary fa taolana makiana mitafy vovon-tany ny olona rehetra na salama na marary dia taona azo isaina dia rembim-pasana any |
Va tak 175 386 va tak 177 |
Rainandriamampandry tao tokoa raharolahy ! Izy no tena azo ambara fa namolavola anay hatramin’ny andro fahazaza. Nibadabada mba handray voaloham-pahalalana sy karazam-panabeazana ary koa taty aoriana fa izy moa dia menavazana tamin’ny asan-drakibolana sy ny fandikana teny nitantana ny dia voalohany, nanaraka ombieny om... |
Andriamalala e d ny fanagasiana, librairie mixte, 1974 antananarivo, 59 p andriamialinoro, dysfonctionnement organisationnel tsinjo h. J du tsena dans les communes. Cas de la 2013 commune rurale de talata volonondry. District d’antananarivo avaradrano, region analamanga, memoire de maitrise, departement sociologie, uni... |
Vidy be ny vidin ny lavanila tamin iny faritra sava 46 iny. Ilay tovovavy kosa ny taona 2002 ny nijanona tamin izany fianarana izany ihany koa. Noho izany, samy tsy lasa lavitra loatra tamin ny fianarana ihany koa izy ireo, satria, saika samy nijanona teo amin ny ambaratonga faharoa avokoa ilay tovolahy nijanona taona ... |
Alphabétisation activité source de revenus |
Techniques d’approches aux faits sociaux |
Esther rasoloarimalala randriamamonjy, ho avy ny maraina, tak 25 223esther rasoloarimalala randriamamonjy, ho avy ny maraina, tak 19 |
Mivarina any amin’ny ranomasin’ny antemoro no iafaran’io renirano io. Izany hoe avy eo am-povoany ny renirano onilahy. Avy any anaviavy no fiavian’ity renirano ity saingy, avy amin’ny haram-bato ny loharano nipoirany. Maminany telo ny renirano onilahy dia sakavazoa, fotodroka ary ihomby, ka ao amin’ny tanànan’i ambinan... |
Ny odin’ny hira hiraina fa ny hira, karazana miora manaritra izay noratraina. |
K’aoka ny fitiavana azy tsy hihena |
Tsy hodinihina firy ny lafiny hevitra ato amin’ity asa ity; tsy asiana fanazavana firy izay mety ho fiovan-kevitra raketin’ny voanteny mifanova eo amin’ny teny roa tonta fa ny fikarohana ny fifamaliam-peon-teny no raisina ho laharam-pahamehana amin’izao dingana izao. Azo dinihina amin’ny manaraka ny fifamalian’ny hevit... |
Fehezan-teny kely |
Fanamarihana azo hamafisina amin’ny famerenana ny mpisolo toerana ny fanenterana ny toerana misy eritreritra mirongatra ao anatiko ao tak. 32 azo takonana ny anarana manambara ilay singa ao amin’ny hodidina rehefa mazava amin’ny mpiteny sy ny itenenana ny tiana holazaina. Ao amin’ity fehezanteny ity, dia ny faritra mis... |
Gaga ilay rangahy, fa ankizy tsy noheveriny ho inona akory no mahafoy ho an’ireo ankizy namany ory sy mijaly toa azy. Teo anoloan’izany, dia menatra sy very hevitra ilay rangahy namolivoly tao an-tsainy ny hoe izy aza, kely sy mahantra fadiranovana iny nanome izay nananany rehetra, fa ny ahy kosa. , ampahafirin’ny fana... |
Misy mpisolo tena tampisaka -ny ao amin’io teny io. Za ahary tompon’ny fiainana no tandroina amin’io. Izany hoe nofongoron’i za ahary tsy ho eo am-pelatanan’ny fianakaviana intsony ilay hava-malalany. Nosarahany tanteraka ho amin’ny tontolo roa samy hafa ny velona sy ny maty. Voaheloka ho faty tsy nisy fihantran’andria... |
Mandritra ny fampianarana ihany koa dia mpampianatra 2 amin’ireo 3 miandraikitra ny sampana f. P. I sy f. Q dia manao lesona tolotra. Ny iray 1 tamin’izy ireo dia nanao sora-tononina ny lesona tany am-piandohana ka hatramin’ny famaranana ny lesona. Izany hoe tsy nahitana fampandraisana anjara ny mpianatra mihitsy na ir... |
Tanjona ankapobeny mpianatra afaka manakatra ny rafi-pisainan’ny malagasy tarafina amin’ny lamina sy ny fitantanan- draharahany; mandrindra ny fahaizana norantoviny amin’ny soatoavina sy ny filan’ny fiaraha- monina nipoirany; mamadika izany ho hery mampiyoatra ny tenany sy nyfireneny; mampiasa ny fahaizany eo amin’ny l... |
Secteur afv kolejy lisea ftmr miaraka 3 698 906 581 615 116 794 4 397 315 maf |
Manoloana ireo tsy fahatomombanana rehetra hita teo amin’ny fandaharam- pianarana sy ny fampiharana izany dia tsara ny handrosoana tolo-kevitra mba hoenti- manatsara izany. Ny hampifanojo ny fandaharam-pianaran’ny taranja malagasy amin’izay zava-misy any amin’ny lisea tekinika ary ny hahatsara ny kalitaon’ny mpianatra ... |
Famariparitana ny faritra tanàna miisa roa ao anatin’ny fokontanin’ankodondona izay hita ao amin’ny kaominina ambanivohitra amboasary avaratra, disitrikan’anjozorobe no nanaovanay ny fanadihadiana. Ireto avy izy ireo ambatoafo na ambohijanaka ary baiboka atsinanana. Ny disitrikan’anjozorobe moa dia disitrika iray ato a... |
Ny fandrosoana dia mahakasika ihany koa ny lafiny toe-karena mifototra amin’ny fambolena. Afaka manatsara izany ny vehivavy rehefa ampy fitaovana sy teknika vaovao entin’ireo teknisianina. Ao anatin’ny asa fampandrosoana ny ambanivohitra dia tokony hijery ny sokajin’olona rehetra satria tsy azo lavina fa mitana anjara ... |
Ny beko sy ny takasy b lahateny hiraina izay atao amin’ireo hery tsy hita maso hoentina hanandratana azy, hanamboniana azy ary hanomezan-kasina azy. Ny beko dia fanao rehefa mandrombo na mitehaka ireo raza, fa ny takasy kosa dia atao rehefa misy olona mitady ireo raza, ohatra misy olona marary ka antsoina ry zareo dia ... |
Ry antanetibe izay manan-tantara |
Va 039, op cit 265 va 089, op cit |
Weber, op. Cit , chaque thème est d’abord une hypothèse , une hypothèse de travail. C’est l’analyse analogique des textes qui, progressivement, la confirme, l’infirme, la signifie ou la complique , p.25 16 weber , op. Cit, la liaison fréquente de tous ces motifs chez le meme serait difficilement expliquable par le hasa... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.