text stringlengths 10 11k |
|---|
Fiarahamonina sy any an-tsekoly. Ary faranana amin’ny fanomezana vahaolana eo amin’ny fampianarana izany ka andinihana ny paikadim-pampianarana mifototra amin’ny sahanasa approche par les tâches sy ny paikadim-pampianarana mifototra amin’ny serasera approche communicative . |
Koa ndeha hozaraina telo miavaka tsara ny asa, ka toy izao izany i- fampahafantarana ny faritra ao no hijerena ny lafiny jeôgirafika sy tantaran’ny faritra, ny lafiny ara-piarahamonina sy ara-toe-karena. Ao anatin’izany ny hamariparitana ny zava-misy momba ny toerana sy ny mampiavaka azy izay anton’ny safidy ny toerana... |
Herinandro faha 23 13,5 |
Satan ary aza atositosika koa ho e fitiavako anao daholo ange no 265- anton izao fiharetako ny tositosikao izao e. Dia tena tsy misy fo mitepo fitiavana ahy mihitsy mantsy ao aminao raivo an. |
Ny toky maminao mafonja dia mafonja, arahinao fitia tokoa tokoa tokoa 10 no mbola mampahery ny topatopan’onja narafitro ho takalo fitia avy ao am-po. |
Marihina fa tsy mifefy manodinana ny sekoly nefa na izany aza dia vafaritra mazava ny faritry ny sekoly ary hentitra tsara ny fiambenana ny faritra manodidina. Misy toerana fanaovana fanatanjahantena ihany koa ao amin’ny faritry ny sekoly. Misy kianja fanaovana basket- ball sy foot- ball toy izay raha aseho amin’ny fom... |
Ny fianakaviana tompon-draharaha tamin ny f1 sy f4 izay nanolotra omby diany tovolahy mpiray kibon omby no namono ny omby taorian ny fananganana ny trano ravina sy ny sehatra teo atsimon ny tranon-drazana no namonoana ny |
Mety ho takona ny anarana faritan’ny mpandrohy amin’ny teny swahili. Ohatra asiyeona na apigwe. Izay tsy mahita dia hokapohina. Toy izao ny fehezanteny niaingana ka nahazoana ny hoe asiyeona na apigwe mtu asiyeona na apigwe. Ny olona izay tsy mahita dia hokapohina. Notakonana ny anarana mtu olona izay faritanan’ny mpan... |
Maro amin’ny vehivavy no iharan’ny herisetra amin’izao fotoana izao na any an- tokantrano izany na eo anivon’ny fiarahamonina indrindra any anivon’ireo toeram- piasana isan-karazany. Ny herisetra mianjady ny vehivavy dia ireo fampijaliana mihatra amin’ny tenany na ara-nofo, na ara-batana, na ara-tsaina. Maneho izany ny... |
Mankasitraka anao ihany koa andriamatoa raharijaona alphonse nanaiky ny ho mpitsara ny asanay. Izay manoro lalana mantsy, mamindra aina , hoy ny ntaolo. |
Misy ny toetra amam-pihetsika izay atafin’ny mpanoratra ireo mpandray anjara ireo mba hampisy aina ny tantara ary mba hampitokelaka ny mpamaky na mpijery. Indrindra koa hisintomana ny hafatra sasantsasany ho an’izay tandrify azy. Toy izao manaraka izao àry ny ohatra maneho izany i bemazava mpandray anjara ao amin’ilay ... |
Ilaina ny fanajan’ny mpampianatra ny ora fidirana sy ny ora firavana. Mety hitarika ny tsy fanaraham-potoana mantsy ny fanaovana izany ho ambanin- javatra. Ny mpampianatra tonga ara-potona ao an-dakilasy, izany hoe tsy tara lava, dia manome filamatra tsara ho an’ny mpianatra eo amin’ny fanajana ny ora na ny fotoana nif... |
Ny lalànan’ny verindroa amin’ny fototeny mitsatoka |
Fampiharana 0 0 |
Taombaovao 98 atolotra ho an’ny fianakaviamben’ny mpampianatra rehetra infp mineseb |
Mbola ny ankamaroanrireo mpanoratra tao aminrny vanim-potoana teo aloha no nalaza. Nanatevin-daharana azy ireo ny mpanoratra tao aminrny faribolana sandratra, nivondronanrireo mpanoratra mbola tanora nalisoa ravalitera, ranoe, claude andriamanantena, solofo josé, lydiary, ilay, elie rajaonarison, zo maminirina. Ireto k... |
Hita fa mihamifintina ny filazana zavatra 11 10 9 8 tsy ny ankizy ihany no faly rehefa mahay, tombony lehibe ho an’ny ray aman- dreny ihany koa ny fananana zanaka mahay sy mora mandray izay lesona atolotra |
Fanalavana ny fanafohezan-teny |
Mikasika ny literatiora amin’ny ankapobeny sy ny ireo |
Fahataitairana, fanerena, fitserana sy fanilihana vokatry ny toetra maharikoriko , hetaheta, fifaliana sy fanebahana.78 ny lanjan’ny fihetseham-po misy ireo mihevitra fa ny fampiasana ny fihetseham-po ao amin’ny fandresen- dahatra dia mamono ny saina mieritreritra sy mamakafaka toe-javatra satria lasa ampiasaina ho fit... |
Raha jerena ny fafana dia hita fa mitovy ny isan’ny fotoam-pitantarana lasa aloha sy ny fotoam-pitantarana tratra aoriana satria samy miisa folo avy. Tian’ny mpanoratra ny mampifandanja ny lasa sy ny ho avy, satria heveriny fa mifampiankina hatrany ny lasa sy ny ho avy. Tsy diso ny mpanoratra nametraka io fitoviana io ... |
Iry madio manganohano no fiainan-danitra tazano! Ny saina kivy mba henjano; fa ao ianao no hiatrano |
Famariparitana ny poeta |
Misy olona maromaro, mpihavana na mpiara-monina, mifanakaiky hanao hira gasy mpanao hiragasy no fiantsoana ireny olona ireny. Ny zavatra ataon izy ireny, izay antsoina hoe hiragasy , dia madihy sy mihira. Roapolo na telopolo eo ho eon y isany. Tokony ho ampahatelony ny vehivavy. Mizarazara araka ny talentany avy ny mpi... |
Tsy mitovy ny lehilahy sy ny vehivavy |
Lahatsoratra nataona mpanoratra samihafa |
De différence appariés |
Fomba famolavolana boky fampianarana mifanaraka amin’ny fandaharam- pianarana kilasy famaranana tamin’ny taona 2000, miainga amin’ny fanadihadiana ny boky lovako t12. Izay no lohateny nofinidy hovelabelarina. |
Ny maso mahita raha kely fia folo rehefa hianao no manenjika lolo ny vava miresaka indray no manoatra 40 fa mitatra toy ny ronono mandroatra. |
Sedra misaotra anao aho nilaza an’izany rojo a, soa fa tsy mbola nentiko tany amin’ny ray aman-dreniko izy, olona tena sarotiny loatra mantsy ry zareo, tsy ekeny ny hanambadiako vehivavy tsy manana ray izany. Rojo marina ve izany ry sedra? Dia ho tapahina ve izany ny anareo sy haimah? Sedra na tsara tarehy sy tiako aza... |
Tanana masoandro fokontany imerikanjaka kaominina ambatomirahavavy faritra itasy fivondronana arivonimamo faritany antananarivo |
Voarotsirotsy ny alina manonofy anao ianao anefa tsy azo tojo tanjona ny masoandro nody hariva ka ny ranon’i tritriva hirongatra fitia tsy mety very dia. |
Ohatra fady ny mandrora am-paty. B- ny finoana kirisitianina araka ny voalazan’ny tantaram-pirenena dia finoana vao tonga taty aoriana ny fivavahana kirisitianina. Izany hoe kolontsaina vahiny nampidirina teto madagasikara izy io, ary tonga hatrany amin’ny faritra anta ala. Manohitra amin’ny ampahany ny finoana nentim-... |
Fifaliana na fety feon-kira mampifaly sy mampandihy no atao; |
Toy ny fandraisana fanapahan-kevitra, ny lafiny fitantanana, indrindra teo amin’ny fanaraha-maso ny fiharian-karena ary ny tombontsoa. Raha teo amin’ny fiainana ao anatin’ny fianakaviana, ny vehivavy dia natao hanao ny ankamaroan’ny asa aman-draharaha ao an-tokantrano sy miandraikitra ny fitaizana ny ankizy ary mikarak... |
Fampianarana toa nikendrena ny zaza malagasy tsy ho lasa lavitra eo amin’ny fahaizana amam-pahalalana fa natao ho mpanatanteraka baiko fotsiny no nisy. Hoy i e. D. Andriamalala milaza izany ny fianarana natokana ho an’ny ankizy malagasy kosa, dia nokendrena ho fanefena olona mpanampy, mpiasa eo ambany fifehezana mandra... |
Fihenana na fiakaran ny tosi-dra -gastrite |
Akoatra izany dia ahitana tamberim-boan-teny, izay azo lazaina fa mampiavaka ny faribolana sandratra ihany koa ny tononkalo, toy ny foana foana ; mihitsy mihitsy , intsony intsony sns. Azo heverina fa vokatry ny fanantitranteran-kevitra no tena antony ampiasana azy. Indreto misy ohatra vitsivitsy ahitana izany ohatra 1... |
Durée du parcours pour aller à cette formation sanitaire total |
Zezo efa maty |
Akimpiko ny foko ary tsy hahiratro intsony mba tsy hahita taratra ny sarina fitia mifono fijaliana ahiriko ny foko tampenako ho jamba mba tsy hijery akory ito rovitrovi-damba mba sisa isalorany dia akimpiko ny foko alaiko aina mihitsy mba tsy hahatsapa akory ny firifirin-gitsy iniana ahatra aminy ka hahiriko ny foko ta... |
Tohan- kevitra? Mila fanazavana be tsy mety |
Volley tompondakan’antananarivo renivohitra hisedra ny cosfa ny cpvb hiditra amin’ny andro fahatelo, ny faran’ny herinandro izo ny fiadiana ny tompon-dakan’ antananarvo renivohitra eo amin’ny taranja volley- ball, ka ny fifandonan’ny cosfa, laharana voalohany vonjy maika, sy ny cpvb no isan’ny lalao tena hangotraka man... |
Iii. Eo amin’ny toe-karena |
Foto-dresaka dia tsy manakana ny hijerena -paritra izany. Aseho ireo faritra ny omby sy ny faritra 22 ny faritra atsimo sy ny faritra andrefana no foib ny a ary ny 40 |
Raha ireo àry ny endriky ny tombana amin’ny ankapobeny, dia manao ahoana kosa ny vokatra azo amin’izany? |
Ny hafatra tian’nympanoratra hampitaina sy ny tara-kevitra |
Amin’ny fitazonana ny aina ny olombelona ny aina toy ny aloka aman- javona, ka mihelina dia lasa. |
Malagasy -ny zava-boary -ny hasin’ny razana |
Fa ny andiam-piainanao raikitra ho misiteriko ! |
Endrika isehoan’ny matoanteny maneho fizahoana mandrakariva |
Arahabaina soa ianao tratr’ izao fotoana izao tsingerin-taona nahaterahana mbola azontsika iarahana! |
Dégradation produite |
Tsapa araka izany fa tsy mba anisan’ireny olona mora taitra ny fihetsiketsehana ivelany ny mpanoratra, anisan’ireny ny fahaizana, ny fananana, fomba fihetsika , fa mamakafaka lalina mijery ny toetrany. Izany hoe, aminy ny fitiavana dia firindran’ny endrika ivelany amin’ny fanahin’ilay olon-tiany. Misy ifandraisany amin... |
Manasongadina ny habaka. |
Lasa ianao ka lasa hitia ka tena tia fa ilay lasantsika iny ireo zava-nokinasa tsy ho hadino sanatria |
Araka ny efa voalaza tetsy ambony, dia fotoam-pijinjana ny hasotry miakatra ny vary amin’io fotoana io. Eo no fotoana tena mampanam-bola ny tantsaha, eo no herin’ny fidiram-bolany izay vola azony eo no entiny mamakivaky ny fiainana mandritra ny taona. Amin’ny fotoanan’ny hasotry , izay manomboka ny volana martsa ka hat... |
Mason-karena mivaingana ny hamaritana tsotra izany mason-karena izany dia hoe ilay fananana tsy azo kitihina na laniana mihitsy aza fa natao hampitombona sy hotahirizina. Eto dia mahafaoka mby ho monina malagasy, indrindra fa ny ao ampahimanga. Mason-karena satria zavatra tsy natao ho kitihina na amidy ary azo lazaina ... |
Betsaka ny mpampianatra sy ny mpianatra ary izay rehetra manakamamy literatiora ity asa ity. |
Delai de livraison à compter de la date de réception de la commande ferme |
Tsy mora ny zava-nihatra sy nahatra tamin’ireo malagasy tamin’ny andron’ny fanjanahan-tany. Nozakainy ireny mba hiainantsika taranaka aty aoriana fiainana tsaratsara kokoa noho izay nodiavin’izy ireo. Ny havesatry ny fitiavan-tanindrazana tao am-pony no nanosika azy hanao ireny. Manasongadina ny zava-misy niainan’ny ma... |
Le guern, sémantique de la métaphore et de la métonymie, larousse, 1973, p.97. Les milieux fréquentés par l’écrivain, le contexte historique, toutes les activités humaines aussi bien que les paysages, fournissent aussi des images qui se traduiront plus souvent par la forme la plus concréte de la comparaison, mais qui p... |
Ny rohivoaary an-dranomamy |
Ny fahaizan’ny mpanoratra manovaova ireo feo sy ny voambolana ampiasainy ao anaty ny asa sorany, no fomba iray hisintonany ny mpamaky ho liana amin’izany. Manamafy izany ny nambaran-dry wellek sy warren manao hoe ny fanovaovana ny fiteny no anisan’ny fomba iray entina hisarihana ny mpamaky bebe kokoa. 187 |
Fanjakana, amin ny tapany atsinanan ny fokontany izay saika fianakaviana sahirana amin ny ankapobeny izy ireny. Mizara roa tahaka izay avokoa ny mponina eo an- toerana amin ny sehatra samihafa, toy ny fianarana, ny fahasalamana. Eo amin ny resaka finoana, ankoatra ny fanarahan ny mponina ireo antokom-pivavahana kristia... |
Azo lazaina fa misy ampahany nolovaina avy tamin-drainy ihany ny maha-mpanoratra an-drabenja solomon. Anisan’ny mpanoratra tantara filalao an-tsehatra rabenja bernard rainy. Efa mpisehatra tamin’ireny tantara ireny rabenja solomon fahazaza. Ny tantara toy ny lova navelan’ i dada , ny hafatr’i neny no efa nolalaoviny. R... |
Na sarotra aza ny lala-mankany na miaraka maro na izaho irery ihany na maina ny andro na morana koa ny tanjon’ny diako dia andranosoa |
Ts imanato ka iza fotsiny àry ? |
Fizarana fahefatra |
Famintinana |
Tonga aty tsy azon-tsampona ianareo mianakavy, mangataka ny ho tokantranon’izao zatovolahy izao ny zatovovavy ato aminay, ka mankasitraka, mankatelina, tompoko, satria voninahitra lehibe izao entinareo izao. Iza moa izahay no mba tondroin’ny olona varavarana ka iantranoiny. |
Fanitsiana ataony ora 25 min |
Ny oharina dia ny iresahana tondroina amin’ny hoe ianao , ny anoharana azy dia ny tsingaradona. Ny tsingaradona dia zava-maniry mila tany masaka ahafahany mivelona tsara. Raha ny iresahana no tondroina ho tsingaradona an-tanimena dia ilazana azy ho mitsipoizipoizy. Raha raisina eo amin’ny fahaiza-miteny dia toa tsy mah... |
Raha hianao no tsy mba miala fa mambombo fitahiana, 35 ’lay tsy foiko tsy ho adala, ka ho antom-pifaliana |
Mety ho hita avy hatrany ny anjara fitenenan’ny tsirairay avy, nefa koa, mety tsy hitranga avy hatrany izany. Betsaka ny lohahevitra na tarakevitra mety ho hita ao anatin’ny hain-teny. Ny tena misongadina eto dia ny fitiavana, ny fihavanana, ny fiainana, ny fahafatesana, ny fepetra maha- olombelona |
Etsy babena a? Ao razandry etsy babena fa tsa tafandry |
Na ny fifaneraserana eo anivon’ny fiaraha-monina, na ny fifaneraserana eo amin’ny fifampizarana traikefa sy any amin’ny toeram-pianarana dia hita fa mety hampitsiry ny fitiavana eo anivon’ny tanora lahy sy vavy. A1. Ny fifaneraserana eo amin’ny fianarana |
Njay manako anaty , rako antsam-pivahiny atopan ny fahiny lay zahatra mandrotsy |
Ry sahondra; fantatro sahondra ary maika |
Santionany amin’ny sarin-teny sy fomba filazan-javatra ampiasain’ny maintimolaly ihany ireo naseho ireo. Fa ny hasiam-panamarihana manaraka dia ny fampiasana ny métaphore manokana sy ny rafi-pehezanteny iorenany ao amin’ny hira maintimolaly. |
Ny endrika asehon’ny mpiteny eto amin’ity lahateniny ity dia endrika hentitra sy tezitra maneho hambom-po fa na iza na iza tsy handray andraikitra na inona na inona hitranga dia vonona hatrany ny mpiteny hanefa ny adidiny. Ny tsoraka eto araka izany dia mari-piatoana maneho hatezerana. B ny ethos préalable miankina ami... |
Momba ny boky navalona rehefa te hahafantatra zavatra iray dia tsy maintsy jerena sy hadihadina tsara aloha ny mombamomba azy, izany hoe ny hisavasavana ny raviny mba hahitana ny |
Aza atao tsinontsinona ny hazomanga fa ireny no tandroka aron’ny vozona. |
Ny zava-kendrena aminy |
Tsy miato mihitsy ny fitantaran’ny mpanoratra eto, ary tsy voatapatapaky ny fizaran’ny andininy ny fanjohina ny fihetseham-pony. Ny tononkalo hoe ’ty lanjanao ry vola 200, dia maneho tsy ankiato ny fahoriana sy ny fijalian’ny ankohonana vokatry ny tsy fahampian’ny vola, manoloana ny manjo ny olona, manoloana ny toe-jav... |
Solohery ranarison, ny baiboly loharanon’ny aingam-panahy , in hiratra n 5 , stelarim, université de madagascar,1987, p 81. |
Tsy afaka miditra amin’ny efitrano fianarana sy ny atelier ny mpianatra raha tsy misy mpampianatra na tompon’andraikitra. Tsy azo atao ny mifindrafindra toerana ao amin’ny efitrano fianarana. Tsy mahazo miditra ny faritry ny sekoly ny mpianatra raha tsy manao ny fanamiana. Tsy azo atao ny mikasika zava-mahadomelina ao ... |
Benolo f , op, cit, p.44 170 piertro l , op, cit, p.65 171 benolo f , op, cit, p.47 172 ramaroson b , op, cit, p.5 173 tovana p. Vii |
Riana sy nanomboka niova |
Ny toetran’ny aina |
Fanoherana ny fahavalom-pirenena nasehon’ireo jiolahy nandritra ny fanakorontanany ny firenena ny heriny sy ny tanjany. Mitaky asa, herin-tsaina, herim-po sy herim-batana ary tetika samihafa ny fanoherana izany. Koa dia nandray ny andraikiny hatrany i andry, ary niara-niasa tamin’ireo manodidina azy. |
Ny ungatr. Jvma ny famollllnna ny hctru |
Ny mpampianatra |
Ny lafiny ara-toekarena ny momba ny tontolo iainana ary ny fambolena sy ny fiompiana no asongadina manokana eto. Tsy noho ny maha tantsaha ny mponina ambanivohitra talata volonondry fotsiny, fa noho ireo sehatra ireo miafampiankina tanteraka, ary mbola iainkinan’ny toekaren’ny mpivarotra koba sy ny ankamaroan’ny mponin... |
Asehoy ny fifandraisan’ny anjara sy vintana. Famahavahana. |
Voin-tenako nandika nentim-po nizarazara eto no mipitrapitra sy miandry izay anjara265 |
Ny bokin’ny ohabolana dia anisan’ny karazan-dahatsoratra niroborobo nanerana ny faritra atsinanana tranainy iny. Nanan-danja tamin’izany toerana izany manko ny mampitapita traikefa azo isaky ny taranaka mifandimby. Ireo amboara voatambatra anatin’ity boky ity dia avy tamin’ny fotoana samihafa. |
Bitika -or boritika boritidritika 07 hehy -om- mihomehy homehimehy homehihehy o8 joboka -or- mijoboka jorobodroboka jorobojoboka 09 jery -in- mijery jinerinery jinerijery 10 tsabaka -or- ; ar- mitsabaka tsarabadrabaka tsarabatsabaka 11 kofoka -or- mikofoka korofodrofoka korofofokofoka 12 kevoka -an- |
Ce chapitre nous renseigne le long parcours qu’avait traversé le sampan’asa fampandrosoana fjkm durant ses trentaines d’année d’existence, a cet effet, l’historique, l’organisation structurelle, les activités et la mission y seront retracés. |
Fanatontosana ny malo |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.