text
stringlengths
10
11k
Ny rafozam- bavy sy ny vinanto lahy 2013 totozy edmond vohavy 40 taona
Miankina amin’izay fandinihana ataony izay ny mety ho fanapahan-kevitra raisiny, na izy hanaiky ny hevitr’i kapiteny cadet, na hanohitra sy handà izany.
Inona no dikan’ny teny hoe mamotopototra? V manadihady, mamahavaha, mamakafaka adika atao am-bava
Atao avokoa izay rehetra hita fa mahafinaritra na dia tsy voahevitra akory aza ny mety ho vokany. Nanterin’ny mpanoratra eto ny fihetsiky ny tanora manararaotra
Ny fanovana endri-javatra, dia fomba filazan-javatra amin’ny fampifanatrehana anaty fehezan-teny tokana ny oharina ilay zavatra resahina sy ny anoharana ilay hoenti-miresaka azy , ka tsy asiana kian-teny enti-manohatra tahaka ny, sahala amin’ny, mitovy amin’ny, amin’izany, dia ny lafin-javatra resahina no oharina, ary ...
Ny hoe ratiatabataba indray eto dia ilazana ny toetry ny vato. Izany hoe rehefa maka vato ny olona dia tsy maintsy misy feo foana avy amin’ny fifampikasoan’ny vato sy ny fipehana azy. Toy izany koa ao amin’ny rango manao hoe onony re akora iasana faha 16
Na toy inona na toy inona karazan-daha-teny dia mitana anjara toerana lehibe ao aminy ny finoana sy ny fanantenana. Tsy mba nofihinin’ny maintimolaly ho azy samy irery izany, fa nozarainy tamin’ny malagasy manontolo. Hita taratra araka ny fiainan-tsarotra nolalovany izany finoana sy fanantenana izany ka toa loharano ni...
Araka izay voalaza rehetra momba ny fahafehezana teny roa izay, dia tsapa fa tsy tafiditra ao anatin’ny olona mahafehy teny roa ny mpampiasa teny bemiray fa toa ny mifanohitra amin’ny fahafehezana teny roa aza no asehony sady tsy voafehy ny teny frantsay no tsy voafehy ny teny malagasy ka ampiarahina satria samy tsy fe...
Résultat net déficitaire ce déficit est du par le dépassement des charges par rapport aux produits. Cela est vérifié par le tableau n 19. L’augmentatio n des charges
Dox fandrosoam -baovao lah 692, 24 04 1959
Va 011, op. Cit 161 r. Zanamihoatra in aingam-pivoarana, gazetin’ny fimpatema, lah 6, tak 54
Sekoly fotoana nahafahan’ny mpianatra nandray anjara mpianatra nandray anjara isan’ny nandray anjara mpianatra manontolo
Coudray, bouguerra m. L, 1994, environnement en milieu tropical, p. 29
Ny drafitra narahina tamin’ ny famelabelarana ny asa fikarohana dia nozaraina telo lehibe izy ity ao amin’ny fizarana voalohany no hampahafantarana ny mombamomba ny mpanoratra. Hovelabelarina amin’izany ny
La conduite de cette mise en uvre repose sur tous les acteurs, les parties prenantes clairement identifiés les organes institutionnels et les mécanismes opérationnels bien définis.
Ny mponina ao an’ ala zava-tsarobidy kanjo maty very vala tsy misy mba mitandro .
Teny famaranana
La situation détaillée du budget donne un état budgétaire à chaque fin du mois c’est à dire le budget pour chaque mois, la réalisation de chaque mois, les écarts sur budget mensuel, et les budgets pour le mois prochain. Voir annexe 6 la situation globale du budget donne un aperçu global annuel de l’état budgétaire sans...
Marina fa be ny fetsy, kinga vava sy mpamitaka, nefa raha mangina ianao, izy ireny no hibitaka;
Amin’i asiniony raha maty ny teny malagasy dia tsy misy maha-firenena ny firenena intsony. Manahy ny amin’izany izy ka manambara hoe 116 boky i , tak 34 117rado , dinitra , imprimerie newprint , tak 15
5 herinandro 1 volana sy 1herinandro
Rajaona, ny zava-kanto vita amin’ny teny sy ny sarin-teny eo amin’ny fomba filazan- javatra, op, cit, tak. 40 sarin-teny ampiasana teny na andian-teny, na fehezan-teny enti-mamintina, amin’ny fomba hentitra na somary miaingitra, ny famelabelarana hatao na efa vita 413 jereo ny fizarana 3.2.1.1 414 eliza freda, ranivo s...
Ran e 1988 firaketana ran e
Ny sary enti-mandravaka ny boky
Va tak 236
Amin’ny famorana mitafy satroka tohitra avokoa ny vehivavy rehetra, indrindra fa ny renin’ny zazalahy hoforaina ary mandritra ny herinandro ihany koa no tsy maintsy mitafy iny satroka iny izy mba hahafantaran’ny mpiara-monina hoe avy namora zaza, ary izay mahita azy dia miarahaba azy avokoa hoe tsara ny nahatody tsara?...
Les protestants modernistes hésitent à parler de doctrine ou de religion ils préfèrent convictions, engagements ou valeurs. Ils préfèrent toujours préserver un espace de discussion et d’échange entre les fidèles, particulièrement pour leurs expressions de foi, même les plus conservatrices. Url 75 sola gratia par la grâ...
Voailikilika tanteraka ilay olona voan ny aretina mamany lava. Tsy ny fiarahamonina ihany no mihatakataka aminy fa na ny vady sy ny ray aman-dreny aza dia tsy tia miara-monina aminy.
Tsoa-kevitra raiamandreny ny mpampianatra eo anatrehan’ny mpianatra ka miantso ny mpianany hoe zanako ny ankamaroan’izy ireny mazàna. Mahatsapa izany fifankatiavana misy eo amin’ny roa tonta izany ny mpianatra ka miraiki-po amin’ny mpanabe azy matetika ary misy tena mankatoa. Koa ny fanovan’ny mpampianatra sasantsasany...
Soli deo gloria à dieu seul la gloire il n’y a que dieu qui soit sacré, divin ou absolu. Ainsi, aucune entreprise humaine ne peut prétendre avoir un caractère absolu, intangible ou universel, y compris la théologie. De plus, partant du principe que dieu a donné la liberté aux hommes, les protestants sont généralement f...
Taonan’ny mpianatra raha jerena ny taonan’ireo mpianatra iray kilasy dia hita fa misy elanelana be satria 17 taona ny zandriny indrindra amin’izy ireo raha toa ka 25 taona kosa no zokiny. Ndeha hojerena etsy ambany ny mikasika izany.
Tsika tsinika tsininika
Tsotra ny tanjon-dratovo hisarika an-dranjeva hiandany amin’ny heviny, ka hanatanteraka ilay tetika novolavolainy. Nohazavaina teo koa ny paikady nitondrany ny fandresen-dahatra nilaza ny zava-misy ary nisinton-kevitra avy amin’izany. Endri- pampiontanana enti-mifandahatra no nampiasainy mba hahatratrarana ny zava- ken...
Koto an, an, an, mbola mihomehy ny fihetsikareo no mampihomehy ahy. Tampohin-karena loatra mangarona ny paosiny ity misy taratasy nomen i ketaka ahy teo, avy tany amin i neny tany an-dafy.
Ravoajanahary ch , fanasina, lah. 590, 1969 139rabearivelo, j. J resadresaka momba ny tononkirantsika , in tsarahafatra, lah. 3, 4, janoary 1927
Madame ranaivo velomihanta, maître de conférences, coordinateur scientifique de la cellule evaluation et coordination des projets à l’ecole normale supérieure d’antananarivo, qui malgré ses multiples et nombreuses responsabilités, a accepté de donner de son temps précieux, pour nous faire honneur de l’avoir pour juge d...
Mitsinjara ho toy izao ny fotoam-piasam-bary fanaon’ny mponina mifira sepitambira ka hatramin’ny novambira, io no fotoana anapahana ny ala maitso eo amin’ny tany hambolena, ka rehefa tapaka dia hamainina ary dorana. Ma oro novambira sy desambira, dorana ny hazo maina amin’ny toerana hambolena vary. Mamboly desambira sy...
Fiononana t19, t26, t84 4 3 21- ory t24, t49, t62, t70 4 4 22- matahotra t31 1 1 23-miahotrahotra t31, t72 2 2 24-kiry t35, t73, t79, t94, t95, t97 6 6 25- kivy t38, t62, t97 3 3 26- mitofezaka t70 1 1 27- sorisory t38, t50 2 2 28- hilofika t38 1 1 29- fahasorenana t38 1 1 30- mandrotika fanahy t47, t49 2 2 31- mihafy ...
Inona no mbola atao ? Tokony aho hanampy anao ambarao ry neny tiana, sa noho ny tsy fisiana ?171
Fanosoram-potaka sy filana ady fa tena mba tsy marina ny hoe mangala-bady.
Comme le programme asa soa est un programme d’accompagnement de la réhabilitation périodique de la route nationale n 0 2, l’objectif est d’avoir d’une part la participation et d’autre part la responsabilisation de tous les citoyens homme femme jeune etc. Au niveau de son entretien, sa protection et prévention en tant q...
Pasteur ravelojaona 1908
Sakoroka be ! Poa-basy ! Lakrimôzena ! Loza ! Nisy naratra am-polony maro, nisy kamio maromaro feno olona voasambotra indray any ! Nisy maty, maro be ny voahosihosy, zaza amam-behivavy naratra mafy, nentina eny amin’ny hôpitaly ! Ra mandriaka ! Teny ivato no voalaza fa nisehoan’izao toe- javatra tantaraina ao anaty bok...
Ny f2 kosa dia fehezanteny tso-drafitra, mifanipa-kevitra amin’ny f1, satria manalefaka ny zavatsoan’ny tany. Ny tany no natao lazaina na oharina ifantohana ao. Ny nampiasaina ho anoharana dia zavatra tsy tohan’ny aina toy ny vahona, tsy eo, fa ny toetrany mangidy ambara amin’ny andian-teny hoe tsy mba mamiko , no eo.
Mihendrina mipetraka amin-javatra avy nanidina, toy ny vorona 67nifatafata mitafatafa mianiana mafy toa mitompo tena
Avec la communauté originelle. Ce sont des familles en recherche identitaire et aspirent à retrouver un modèle d’organisation familiale et sociale, parce que la vie dans la rue a désorganisé leurs relations interpersonnelles. Elles espèrent sortir de l’isolement et de la marginalisation pour réintégrer un processus de ...
Izany no mampivoatra sy mampitombo ny fahalalany. Ankoatra izay dia manandanja amin’ity lalantsaina ity ihany koa ny fankana tahaka ny hafa satria araka ny nambaran’i vygotsky tao amin’i crahay dia io fakana tahaka ny hafa io no ahafahana mamokatra be eo amin’ny fianarana 1999 318 50 izany hoe ny fiaraha- miasa no mana...
Nekena 2 ratefy 4 navela 6 polisy
Kharptchenko m la personnalité de l’écrivain et l’évolution de la littérature 1974 ed du progrès. Moscou
Ambarao ahy
Cl bremond, une situation qui ouvre la possibilité d’un comportement ou d’un évènement 71 cl bremond, op cit, p ;32 le passage à l’acte de cette virtualité par exemple, le comportement qui répond à l’incitation contenue dans la situation ouvrante
Tardif, pour un enseignement stratégique, edditions logiques, collection théories et pratique dans l’enseignement, canada 1992, tak 442 l’enseignement est un acte de communication
Ohatra milaza izany tine tsy mahazatra anay ny mandeha any amin’ny mpanao fanafody ry tôro a! Aminay dia olombelona mitovy aminay i ando, ka rariny raha hajaina ny aina, satria ihany koa izaho no narary taminy sy nitondra azy. 140
Mandoko indrindra ny fihetseham-po mipololotra eo anatrehan’ny fanadinoana ny olon-tiana. Manome ihany koa fankaherezana ho an’ny olona misaraka amin’ny olon-tiany mba tsy hanjombon-dava fa miarina hatrany. Ka toa azon’ny mpihaino an-tsaina ny endriky ny mpanoratra, molotra mitsiky, mampiseho ireo nifiny botsiaka.
Jereo 1.1.2.2 ny fiainam-pitantanan’ny malagasy sy ny tontolo iainana, p.32
Toy izao ny fizotran ny lesona iray izay natrehanay tao amin ny kilasy voalohany, cli ivato seho i
Ii.1.1.2. Ny fidokafana rehefa mampitaha
Ianao ’lay jerena toa tia tazanina dia mampifila ny foko toa eny toa tsia sasa-misento sy midila
Raha ny voka-panadinam-panjakana bepc ao amin’ny kolejy saint michel andranovorivato no jerena, dia tsy isalasalana fa azo lazaina fa mahomby ny ceres. Mahomby izy satria raha ny zavatra tsikaritra dia miakatra hatrany ny voka-panadinana bepc ao. Manao lanja miakatra fa tsy manao lanja midina. Talohan’ny 2009, izany ho...
Le ratio indique le temps de renouvellement des stocks, c’est à dire le séjour des matières premières ou des marchandises en magasin, et le temps de stockage des produits finis. Il conviendrait pour affiner l’analyse, de déterminer la rotation de chacune des grandes natures de stocks. Ainsi, les matières premières et o...
Efi-pahafatesana masiaka dia masiaka toy izay mandrakotra ny any avaratra any 1 izany no hamandrihana ny tontolontsika ? Dia orana mihantona. Mosary sy hain-tany ? ?
Danielson andrianarivony, in fitsipi-pitenenana ho an’ny rehetra, edisiona salohy, trano pirinty loterana, 1973, p. 38
Mody tena maray izy il est vraiment malade he is really sick
Mpampianatra ho
Ireo antony ireo no antony nahataona anay hirona any amin’i faralahy sy ny asa sorany.
Torovana sy voly ny foko sy fanahy mandrefirefy foana ’ty androko miserana ’zay hany hihazoana hisarangotam-bahy, ’zay hany hitodiana manilon’ny fitserana.
Fizarana voalohany
Kisary 1 ny kisarin’ny serasera amin’i jakobson
Teny fampidirana 11 o-1- ny sehatra nirotsahana 11 0-2- ny fikarohana efa nisy nanao momba ny tantara fandefa amin’ny onjam-peo 12 0-3- ny anton’ny safidy 12 0-4- petraka olana 13 0-5-petra-kevitra 14 0-6- ny fomba nanatanterahana ny asa 14 0-7- ny olana sy ny vahaolana 15 0-8- ny haitsikera nampiasaina 16 0-9- ny fetr...
Teny famaranana
Nenibe manapaka ndehana ity mandeha any. Tena olona tia tena ts isy ilana azy.
Izaho ankehitriny ilay olom-baovao narenin’ny fitiavana izaho ts’ilay fahiny mpidoro-dava izao tsy mahalala havana.
Ka raha nilaza ianao tompoko fa fiainana mbola ho avy izao. A azo atao ve ny mbola manova? Sady mitomany ihany miankina aminao ihany.
Mba handao ny fahoriana
Feonkira-?
Mirindra sady mamaly ireo singa andrasana aminy 05 27,7? Tsy nanao teny famaranana 01 05,5? Fitambarany
Fa satria any, hono, tsy idiran-tomany ka tsy azo isentoana indray malaka akory ; nandritra ny volana nisy ahy tany, tsy fantatro, hono, izay zava-mahory.
Services et infrastructures améliorés
Toy izany ny olon-droa ao anatin’ny fivelaran’ ny fitiavana. Ary manampy ireo voalaza ireo izay ahatsapana fa mivelatra tokoa ilay fitiavana dia ny fifamenoana misy eo amin’ny roa tonta. Fomba fiteny mahazatra ny olona ny hoe tsy misy ny tanteraka. Misy ihany koa ireo milaza fa tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay ...
Felipelika mamelipelika
Nanomboka tamin io taona io, nisy famoronana fandaharana vaovao ao amin ny onjam-peo radio don bosco 2009 sy fotodrafitrasa vaovao natokana ho an ireo tanora avy any ivelan ny akany ao amin ny kianjabe don bosco ivato ary fanatsarana natokana ho an ireo mar ary ao amin ny akany. Iharan ny fandaniana mihoapapana ny sale...
Ho haiko ve ? Ho fankalazana ny 21 febroary, andro natokan’ny mpianaatra eran-tany ho fanoherana ny fanjanahantany
Toy izao ny fomba nanatanterahana azy tany amin’ny kaominina andramasina ny faraparan’ny taona 2013 dia nanao fanentanana maimaika tany amin’ny fokontany ny kaominina ny amin’ny tokony hanavaozana ny bokin’omby. Nambarany fa ny volana marsa-septambra no fanaovana izany. Ny quartier mobile no nampanaovina izany niaraka ...
Arahaba ny sarasara! Ny olo-mamy no olon-tiana! Raha ny teniko no tsy tsara ’tony tenako aza ariana.
Fandokoana ny tontolo manodidina ambara hoe tontolo manodidina eto, na ny zava-boary isan-karazany toy ny ala, ny renirano, ny tendrombohitra sy havoana, ny biby amam-borona, na ny toe-tany sy ny toetr’andro. Indreto ohatra vitsivitsy nalaina tao amin’ny va, vh, rmp maneho izany
Fa vololon-dani-poana no misalo damban-tsaona hampifangitra ny lasy ny mpitia nangasihasy ! Ny fo tia efa matsora !
Vi lalam-be 124 x
Tak.102, and.1, and.2, and.3
Ohatra raha fahaizana manakatra hevitra no fahaiza-manao kendrena amin’ny mpianatra, dia tokony hifanandrify amin’izany ny fitaovana entina manombana azy ireo. Azo atao, ohatra, ny manome asa soratra na lahabolana. Miezaka ny manazava izany kosa no anjaran’ny mpianatra. Araka izany, ny tanjona no azo lazaina fa mibaiko...
Anisany mamelona ny mponina ety an-tanàn-dehibe ny vokatra avy any ambanivohitra. Ny fambolena sy ny fiompiana no tena imatimatesan’izy ireo, ka tsy itandroany hasasarana. Ao amin’ny kalon’ny tantsaha 173 no iresadresahan’i haingo ny mombamomba izany manao hoe fa olona mazoto miarin-doha maraina, dia tambanivohitra tia...
Inona no tianao sy manavanana anao kokoa famakafakan-kevitra sa fanadihadiana lahatsoratra? 4- inona no noeritreretinao hatao any amin’ny bacc amin’izy ireo? 5- mahaliana anao ve ny famakafakan-kevitra? Eny tsia 6- ampy ve ny fampiasana aty am-pianarana momba azy io? Ampy tsy ampy 7- manomboka aiza no tokony hanombohan...
Hermann ravelomanana, fianarana mampisaraka amin’ny tany ho hita amin’ny 3-3-3-4
Ho an’ny mpiosika dia tokony hohatsaraina ny zava-maneno ampiasaina. Isan’ny fepetra takin’ny vanin’andro ankehitriny mantsy ny fanatsarana ny kalitao mba
Directeur de recherche presenté par
Ref aiza ianao? 2 moa ve mahatsiaro ahy izaho aty, mbola tia tena tia f’aza manahy.
Nisy sekoly fahatelo niforona nametraka ny tena fototra tao amin’ny antrôpôlôjia io ilay sekoly nanome vahana ny anjara asa izay mitady ny marina momba ny tontolo fototry ny finoana, ny mazia, ny ambaratongam-piovana teo amin’ny kolontsain’olombelona na ny karazana lamina. Ireo karazan-tsekoly ireo dia mendrika fanajan...
Aza avela hahalala ny antony nanaovanao ny hariva mamanala sy ireo maraina vao tsy ho takatry ny saiko 5 ’zay rehetra lahatrao ny angatahiko ry raiko aoka aho hahatoky anao aza avela hanontany 10 ny hafaliana atolotrao na ny anton’ny tomany efa hitako hatrizao
Maro ihany koa ny olona efa manambady no mitondra fahoriana13 vokatry ny fampijaliam-bady eo anivon’ny tokantrano. Isan’ny manosika izay ampahoriana ny mitady fitiavana sy tambitamby any ivelany ka hanararaotan’ny hafa itiavana azy. Ity ohatra iray ity no entina maneho izany 32 aza malahelo fa na dia fahoriana mafy toy...
Nentin’ireo misionera vahiny taorian’ny niambohoan’ny mpanjaka ranavalona i vao tena niroborobo ny fivavahana kristianina teto madagasikara fa indrindra teto antananarivo satria ny mpanjaka ranavalona i dia tsy nankasitraka mihitsy ny fivavahana kristianina. Nambarany fa tsy mivavaka amin’ny razam-bazaha izy fa amin’an...
Ny mpisolo manondro fafana 8 fiovana eo amin’ny mpisolo manondro eo amin’ny fiteny malagasy ôfisialy sy ny fiteny antanala fiteny malagasy ôfisialy. Fiteny antanala ohatra tao tany ta- tao maromiandra ta-maromiandra tao an-trano tan-dra o tao ambatofotsy t’ambatofotsy ao a- ao maromiandra a-maromiandra aoampiringalava ...