text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny rima araka ny hafenoany karazany telo no fampiasan’ny mpanoratra ny rima tsy feno, ny rima feno, ary ny rima feno mihoatra. |
Veloma ! ’reo sakaiza fahazaza tsy mba tazako intsony ka ny niely mpatrana aza dia tadidiko ny fony. 55- ’zany fony virijiny zay namerovero loatra tena anjely ts’hisy tsiny nisantarana any an-koatra ndreo ny vovoky ny tongony 60- mipitrapitra foana izao ao ny fofony , forongony ndeha orohako eto izao veloma . |
Vaovao, lah-1000, taona faha-81, 26.09.75 97 si ranivoarisoa, op cit, tak 153 98 ed andriamalala, ny fanagasiana, op cit, tak .35 |
Manamafy izany fandraisana andraikitry ny tsirairay izany ny ambaran’i jean compte manao hoe mba ho tanteraka ny fampandrosoana dia mitaky fandraisana anjara mavitriky ny rehetra manomboka amin’ny tompona andraikitra ambony indrindra ao amin’ny fanjakana ka hatramin’ny tantsaha any ambanivohitra farany lavitra ny tanor... |
Macherey, pour une théorie de la production littéraire, coll. Dirigée par althusser louis , paris 1980, p.195 ily a donc une parfaite cohésion entre le contenu de l’ uvre et la forme qu’elle lui donne 68 cl bremond, l’héritage de propp le message narratif , logique du récit, coll. Poétique, e. Du seuil, paris 1973, p.3... |
Mampiasa teny vahiny ny mpanoratra, ary indraindray aza dia azo adika amin’ny teny malagasy izany nefa toa fanahy iniany ajanona amin’ ny teny vahiny. Ohatra amin’izany ny hita ao amin’ ny takila faha-50 tsy haditra ange? Hoy i bina efa naditra a! Ka misy inona intsony ny future rehefa tsy nahomby ny passé! Voalà mon l... |
Ho inoko tokoa moa izay lasanao no ndeha hofongariko? Fa ny antsika aloha no horaketiko ao anatin’ny diariko izay lasanao taloha aoka hivalona any ho rakitry ny lasa f’ankehitriny moa tsy efa tanjontsika hatrany ny hanasitrana izay ratra? Ny fitia kitoatoa haingon’ny lasanao ho inoko moa ireny? Fa tsy zarakoo aza moa n... |
Kaominina ambinanitelo epp ambatoana -ecole communautaire tsararivotra -epp ambinanitelo -epp ambalamahogo -epp ambodiaramy -epp ambodivoangy -epp ambodihazomamy -epp ambatofotsy -epp anantonambilany -epp marovovonana -epp andranasana -epp andaparaty -epp mariarano -epp marovaka -epp sahamadio -epp rantavatobe -epp sar... |
Tsikera ankapobeny momba ny fianarana sy fampianarana ny teny malagasy rehefa haravona ny fitsidihana kilasy ka jerena amin’ny ankapobeny ny fomba fampianarana sy ny fianarana ny taranja teny malagasy ao amin’ny kilasy faharoa dia azo ambara fa manana ny tsikera ankapobeny mifanaraka aminy manokana ny fampianarana sy n... |
Sedra olo-meloka aho. Tsy nety ny nataoko. Hanafarako taranaka ny tsy hilalao vehivavy. Eto aho vao tonga saina ary malahelo azy indray. Hitso-drano azy aho hahita soa any amin’izay toerana handehanany rehetra. Rado tsara izany ataon’ise izany. |
Manokana 138. Isan’ny mahakanto ny hira gasy mantsy ny fiavahan’ny fomba filaza ao aminy. Mbola manamafy ny fahavononan-drangahy hisaraka ny allitération na tamberim-peo an-doham-boan-teny mifanesy aoka itsy ny fananako fa raozimaira indray no mandidy sy mamoha sy manidy. |
Izato rivo-dohataona mitodi-doha andrefana any. A dia mamangy antsika izao sy mamafa ny tomany; a dia tohofany amin izany ilay divay mamerovero b ao anaty kôpy nofy misy ilay tsiambaratelo. B |
Fetra int? Aho lesy, fa inona no ilàn’ialahy ahy. Manao ahoana i madama? |
Famaritana sarotsarotra ihany ny mamaritra amin’ny fomba hentitra ny atao hoe literatiora. Fiheverana roa àry no iaingana amin’izany famaritana miainga amin’ny teny niforonany -famaritana araka ny fiheverana azy |
Ny oharina tsy eo tovovavy. |
Eny fa hatramin’ny baiboly dia mitaona ny olona hifankatia. Ny fitiavana tsy ho levona mandrakizay. 78 mifankatiava araka nyfifankatiavan’ny mpirahalahy. 79 ary ny fitiavana no lehibe indrindra. 80 mbola manatitrantitra izany ny lahateny izay anompanana ny fanadihadiana toy ny vakodraza? A mitondra ny lohateny hoe fira... |
Asehon’ny kisary fa samy mianatra ny lesona tantaran ’ny literatiora avokoa ny kilasy rehetra ao amin’ny lisea. Ka ny taona 1820 no manasaraka ny literatiora am-bava sy ny literatiora an-tsoratra. Voatsinjara arakaraka ny kilasy misy ny mpianatra ny vontoatim-pahalalana omena azy ireo. Mihamitombo hatrany anefa |
Fafana laharana 8 maneho ny rafitry ny hafatra sy ny lafika mitondra azy |
Nahitany masoandro |
Ankamaroan’ny mpianatra vao manomboka mandranto fianarana eny amin’ny ambaratonga faharoa toy ny kilasy faharoa izany. Voatana kokoa ny lafiny fitsipi-pifehezana. Rehefa miditra kilasy voalohany kosa anefa ireo mpianatra dia manomboka miova ny toetra amam-pitondran-tenany. Miezaka ireo mpampianatra sy ny tompona andrai... |
Dikan-teny nataonay tamin’ny tenin’i tardif jacques, 1992 la correspondance des activités offertes à l’élève avec ses goûts, ses interêts, sa motivation occupe une place prépondérante dans la planification de l’environnement. , tak 68. 70 dikan-teny nataonay tamin’ny tenin’i bourtrand, 1968 le maître doit connaitre ses... |
Zana-peo iandohan’ny mpisolo toerana, manambara toerana hita |
Teny fisaorana. I lisitry ny sarin-tany iii lisitry ny sary iii lisitry ny fafana iv fanafohezan-teny v dikanteny vi fanoroam-pejy 1 teny fampidirana. 7 0.1. Petraka olana. 8 0.2. Petraka hevitra. 9 0.3. Ny tanjona kendrena. 9 0.4. Ny haitsikera. 10 0.4.1. Ny famaritana ny tebo-kevitra. 10 0.4.2. Ny teôria nampiasaina.... |
Ny fanatontosana adidy sy andraikitra |
Mpampianatra. |
Noho ny henatra sy ny tahotra ihany koa, noho izy ireo mbola sakan-jaza. Raha ny hita tokoa mantsy, dia ihomehezan’izy ireo izay mba miezaka mandray anjara araka ny hita nandritra ny fotoana nanaovana fanadihadiana. |
Ahoana ihany ary ho aiza izy ity? T11 |
Ireo, kanefa nampanantena kosa izy fa amin’ny taona 1960 dia tsy maintsy ho afaka hifampitaha amin’i rosia indray. Nandeha tany ivelany ny feo fa hampihena ny isan’ireo miaramilany, izay manampy amin’ny fiarovana any amin’ireo tany mikambana aminy, toy ny otan, i etazonia. Nanao fanambarana, nandiso izany anefa ny filo... |
Mandiso ny teny tenenin ny mpiteny ny renifeo m ankoatra ny n izay samy ao anaty tovona man- fa ny fifanenan ny renifeo roa no mampiova azy ; izay nahatonga ny renifeo manomboka ao amin ny fototeny ho lasa ka nanova ny feo m ho n miteraka olana eo amin ny mpiteny izany satria tsy fantany ny fototra niavian ny teny noho... |
Nous voyons ici que le locuteur tente d’éviter toute affirmation qui risque de heurter l’interlocuteur. Ainsi, dans un corpus de dix huit poèmes observés, seize hain- teny se prête à cette forme de langage subtile qui dote l’idée personnelle du locuteur d’un vêtement décent pour la rendre moins brutale. C’est une strat... |
Ny teny no fitaovana idiran’ny olona ao anatin’ny tontolo. Io no ifaneraserany amin’ny manodidina azy. Ankoatra izay, anehoana fihetseham-po ihany koa ny teny. Ny tenin-drazana araka izany no anehoan’ny tia tanindrazana ny fihetseham-pony ho an’ ny taniny. Ny teny no ilazany ny fitiavany azy, ary koa anoherany ny tsy r... |
Matetika ny fandinihana ny tara-kevitra amin’ny literatiora no mahamaika ny mpanao fikarohana. Marihina anefa fa manampy be dia be amin’ny fandinihana ny vontoatin-kevitra tian’ny mpanoratra ampitaina ny fandinihana ireo singa samihafa mandrafitra ny asa soratra. |
Finamanan’i johary sy i nasolo |
Mahavaly soa izany hoe, omen’ny mpanjaka valisoa sy fankasitrahana ny olona mahavokatra sy mifototra amin’izany asa tany izany dina tamin’ny vanim-potoana fanjanahan-tany |
Boky , tak 25 |
Ny fitiavan i sahondra reny ny zanany, izay nahatonga azy hikiry hiara-mitoetra amin-dravalohery no foto-kevitra lehibe ijoroan ny tantara. Toy izao ny fomba entin ny mpanoratra manazava izany nosoritsoritany aloha ny antsoina hoe zanaka, nofaritany ny fitiavan-janaka, ary nasehony ny endrika isehoan izany fitiavan-jan... |
Ireo mahantra ireo mpandray anjara mpanampy sasany no ianjadian’ny fahantrana ao amin’ny tantara. Vokatry ny fahakambotiany na ny fampijaliana atao aminy no nahatonga ny fahantran’izy ireo. |
Mbola ahitana taratra ny fitsofohan’ny synonymie hatrany anefa eo, saingy ara- kevitra lalina tokoa. Tsapa mantsy fa mitovy hevitra ny hoe aza sy ny hoe tandremo satria samy maneho fandrarana. Ny hoe manonofy tsy matory sy ny fosa tsaho ihany koa dia mitovy rehefa mifosa na milaza tsaho mantsy dia toe-javatra mihoatra ... |
Vii.4 de l’engagement politique et du plaidoyer pour cette démarche, il s’agira d’identifier les principales causes des problèmes recensés et établir des priorités de façon à réagir efficacement puis initier un plaidoyer puissant en direction des principaux acteurs que sont les décideurs, les chefs du village, les |
Ny torohevitra hanatsarana ny fiarahamonina |
Mpanoratra tena nalaza taminrity taon-jato faha-19 ity i victor hugo. Betsaka ny karazana asa soratra novokariny izay nivoatra nanaraka ny fotoana ihany koa. Ary azo lazaina fa maro aminrizy ireny no nalaza. Taratry ny zava-misy iainany no navoakany tany anaty asa sorany. Anisanrizany ny nanoratany ity poezia iray mito... |
Fanondroan-takila |
Fanabeazana sy fialam-boly |
Ny fiainana ahitana lafy ratsiny betsaka. |
Ho lava andro iainana anie ianareo, ho mamy hoditra amin’izay toerana misy anareo. |
Zahao roland martin, efa voalaza, tak.76 |
Fetra dia hajanoko ve izany itý asa itý? |
L’idée de l’insérer dans les cours d’education physique et sportive à l’école nous a paru un bon moyen pour la vulgarisation de cette pratique. Pour cela son insertion dans le programme de formation à l’ecole normale supérieure, département education physique et sportive est prioritaire, l’intégration du module asa amp... |
Ny firafitry ny tantara amin’ny ankapobeny sy ny famintinana ny tantara no horesahina ato amin’ity votoany ity. |
Ny anjara toerana sy ny anjara asa miresaka rafitra eo amin ny fiarahamonina eto ny lohahevitra koa noho izany dia misy lamina manokana mandrindra ny fiarahamonin ireo sokajin olona ao anatin izany rafitra izany. Eo amin ny mpiray kibon omby dia misy anjara toerana maha ray aman-dreny , zokin-jatovo , tovolahy ary zaza... |
Seheno fitiavana a fitiavana! Izao no izy rehefa tsy mahafehy ny filàna. Tsy mba mahay mionona amin’ny anjaran’ny tena. |
Raharahako samirery ny momba an’izany fa tsy tokony hidiranareo lalina, hoy rahary nanomboka ho sorena. Raha mbola soa koa no nataoko anareo hatramin’izay dia aza valiana ratsy aho sao hanody anareo izany fa angaha dia efa miantso tody ho anay andro aman’alina ity ianao? Hoy ilay zana-drahavaviny mba nisafoaka ihany ko... |
Nay fa reko manako any ho any ’rony kiakan’ny famoizam-po manambara toloko avy hatrany. ’zay voalevina tanatin’ny fo? |
Lahatsoratra momba ny teny malagasy samy manana ny mampiavaka azy ny gazety tsirairay avy ary ireny no tena ilaina mba hahafahana mitaratra ny foto- kevitra ijoroan’ny gazety. Fa andeha ny mampiavaka ny gazety imongo vaovao no raisintsika. Tsy menamitaha amin’ny gazety hafa ny gazety imongo vaovao, inoana fa ny fananan... |
Tanindrazana mantsy ny firaisan-kina sy ny fiaraha-mientana. Ny tononkalo hoe isika no ilazany izany. Ny foloalindahy no tena anolorany ny hafatra eto. Noho ny olana ara-pôlitika vokatry ny korontana nitranga teto madagasikara mantsy, dia saika nizarazara izy ireo. Tsy ho azy ireo ihany anefa ny hafatra fa ho an’ny mal... |
Ianao ko ve mila vola sa’zahay no efa adala sy minia tsy mahalala ka manadala anao, mananihany aza ? |
Ii.7.2.2. Ny fampiasana ny mpamari-toetra |
Ilay indry narindra, ho bako tena soa ilay nahababo ny fanahiko nahaliana koa ny fo fitia mameno loha! |
Ny fandrosoana |
Ireto no heverinay fa trangan-javatra mpiseho eo amin’ny lafiny ara-piarahamonina azo anompanana ny fanadihadiana. |
Andry andraina mitaraina ny tany, librairie mixte ; antananarivo 2004 , |
Mba ho tombana miafara amin’ny asa famoronana |
Bfr hors exploitation créances diverses dettes diverses tableau de calcul du bfr hors exploitation en fmg |
Ny fananana omby maro dia mariky ny fananan-karena eto madagasikara. Na dia amin’izao vanim-potoana iainantsika izao aza, mbola maro ny olona, indrindra any amin’iny faritra atsimon’ny nosy iny no mbola mitazona izany rafi-pisainana izany. |
Ny tekinikan’ny fanoritsoritana ny habaka |
Avoko omban-tsongosongo no reo no hany mamelana; vorona sendra mipetraka no indro mivetso fitserana ! Tsy fantatra tsisy mpanoro |
Araka izany ny teny hoe fanaronana dia fomba fampitafiana sy fampihaingoana ny firavaka maro isan-karazany ilay vehivavy. |
Vaomieran’ny litorijia tafiditra ao anatin’io vaomiera io avokoa ny sampana rehetra ilaina amin’ny fanatanterahana lamesa iray. Ao anatin’izany no ahitana ireto antokom-pihira, mpiserivy, sy ireo mpizara kômonio ary ny mpitendry zava-maneno. |
Ny fifandraisana an-tsoratra amin’ny sehatra samihafa |
Ohatra dia tsy raharahan ny fianakaviana ihany ny savika fa efa natao raharaham-poko na vondrona toy ny fotoan-dehibe, anaovana fanasana olona manakaja sy ny sisa, tsy an-tanety na an-tanimbary irery ihany hoan ny hosy vary fa efa nikarakarana toerana voatokana sy ny sisa. Ankoatra ireo dia efa miroso ho isan ny kolont... |
Antanimena |
Vao teo amin’ny fahadimy ambin’ny folo taonany izy, dia efa nisahana ny andraikitry ny renim-pianakaviana sahady. Anisan’izany ny fitantanana ny vola ao an-tokantrano, ny fitadiavana ny vahaolana raha misy tsy fahampian’ny vatsy alefan’ny ray aman-dreniny. Raha sendra nanapaka tamin’ny fianarany ireo anadahiny, dia izy... |
Ao amin’ity resaka ifanaovan-dratovo sy ravalo momba ny ray aman-drenin-drasela ity, ohatra, dia mivaky ho lafiny roa ny zavatra fantatra ary miditra tsirairay ao amin’ny fehezanteny mifanesy 61. Ny toetr ireo ray aman-drenin-drasela no anontanian-dravalo. Io no zavatra fantatra. Mizara ho lafiny roa ireo, ka ny toetra... |
Izay no maha otri-pitia ity tononkalo ity fitiavana tsy sahy noborahina, fa naotrika tao am-po. Na dia ny famerimberenany ny teboka telo ao anatin’ity tononkalo ity aza, dia efa mampiseho izany fihetseham-pony tsy voalazany izany. Miisa enina ny teboka telo ao namela ratra tao am-pony ny tsy fahasahiany namboraka ny fi... |
Memoire pour l’obtention du |
Natao hanairana ny fihetseham-pon’ny mpandinika ho toy ny manatri-maso ny trangan-javatra ambaran’ny mpanao lahabolana ity sarin-teny ity. Sady koa mba hampanontany tena ny mpandinika hoe iza àry io olona iharan’ny fampijaliana mafy tiana hambara eto io? Tsy sarotra amintsika ny mamaly io fanontaniana io eto amin’ny fa... |
Ii-2.2.3. Ny fiovana taratra ankehitriny novoizina tamin’ity taon-jato faha-21 ity ny miralenta eo amin’ny lehilahy sy ny vehivavy. Nampipoitra ny soa sy ny hasina ananan’ny vehivavy izany. Miezaka izy mampibaribary ny antom-pisiany. Amin’izao fotoana izao dia misy ny vehivavy manana toeram-boninahitra ambony, na koa o... |
Nao lake ny letu ntsika lenu nareo lao ny maro |
Ambara fa afaka ary tokony hifameno hatrany ireo fanabeazana roa ireo. Ny fanabeazana azo teo anivon’ny fianakaviana dia tokony hampiasaina hiatrehana ny fanabeazana any an-tsekoly. Raha nisy ny lesoka tamin’ny fanabeazana azo teo anivon’ny ankohonana dia any an-tsekoly no tokony hanarenana izany. |
Fet 35 14 21 06 19 scout 50 46 04 30 02 vocationniste 19 06 13 03 13 garde d’honneur-n’ny fo masin’i jesoa 45 10 35 00 14 mdmk 76 19 57 02 18 ekipan’ny raozery 20 00 20 00 08 vafa 23 08 15 03 15 ong victoire 10 01 09 01 09 |
Ihany ny fifandraisana misy eo amin’izay voalaza momba ny tetikasa fampandrosoana mikasika ny famolavolana azy, ny fampiorenana azy, ny fampanarahana fenitra azy, nyfamatsiana vola azy, ny fampanekena ho rariny ny fanaovana azy, ary ny fiafaran’ilay tetikasa rehefa tanterahina, ka tonga eo amin’ireo olona farany iantef... |
Fitsipi-pitenenana ho an’ny rehetra, édition salohy, 1973, 113 t. |
Mbola hisy |
Fizarana v namangy an’i sedra teny amin’ny toeram-pitsaboana i soa |
Indreto ny zanakao. |
Hoy ravainafo eo ambany lakan- drano ny tanimbarinareo an? |
Ny baiboly, op. Cit, tak. 574 sal 133 1 187 ed andriamalala, ny fanagasiana, op cit, |
Jereo any amin’ny akora voaangona ny kisary maneho ny tetiarana momba ny laidama zara sy totozy edmond ; tak i-v 19 mandamina |
Raha jerena kosa ny endrika anatin’ny tanàna dia toy izao manaraka izao raha vao miditra ny tanànan’i vohipeno dia mahita ny liseam-panjakana- ny hôpitaly katôlika henintsoa- ny c. E. G- ny trano fianaran’ny silamo- ny hôpitalim-panjakana- ny tsena na ny bazary- ny tranom-pokonolona sy ny toerana filalaovam-baolina kit... |
Tsizarizary ny sakafo nomena ny mpianatra |
Soatoavina |
Nipoirany. |
Nahoana raha sendra mba tiana no miaingitra ry olo-mandalo ny foko e! Misento mangina fa heverinao ho fahavalo |
Tables des matieres |
Azo atao ny manandrana manatanteraka ny asa voalaza etsy aloha, miainga amin’ireo. |
La formation proprement dite |
Mpanoratra môralista i jo andrianasolo voalaza ao amin’ny rakibolana fa fitambarana fitsipi-pitondran-tena arahina anaty fiarahamonina ahalalana ny tsara sy ny ratsy mba hahatratrarana fiainana lavorary ny môraly 173 maro tokoa ireo tsipy hevitra ataon’ny mpanoratra amin’ny mpamaky mba hananan’ny fiarahamonina fiainana... |
Ny mpitondra teto koa moa nanome vahana ireo kaompania vaventy, hany ka nanao izay tiany hatao izy ireo tamin’ny fanangonana ny vokatra any amin’ny tantsaha sy ny fivarotana ary ny fanondranana azy. |
Jacques tardif, op cit, p 399 le professeur est le premier responsable dans la classe |
A, tn5, aloka fitia |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.